Qui sera désigné Premier Ministre de la « Transition » ?

Qui sera premier ministre? Les trois mouvances proposent des noms
Qui sera premier ministre? Les trois mouvances proposent des noms

Depuis toutes les rencontres et réunions organisées par la délégation de la troïka à Madagascar, la mise en œuvre de la feuille de route est une priorité. La désignation des nouveaux membres de la Transition est une des étapes qu’elle considère importante. Pour ce faire, un calendrier a déjà été établi. D’ici le mois de novembre nous saurons qui sera nommé premier ministre, ainsi que tous les membres de la CST et la CT.

La désignation sera bien plus que difficile, la preuve, il y a eu des tensions hier pendant la rencontre de la délégation avec les parties prenantes. La désignation du premier ministre semble poser des difficultés. Toutes les entités veulent proposer un de leur membres. La mouvance Ravalomanana vient de proposer deux noms: celui de Naika Eliane et Manandafy Rakotonirina, ces deux noms ont été révélés par Mamy Rakotoarivelo ce matin.

Nous en saurons davantage sur la nomination du premier ministre d’ici le début de mois de novembre. En effet, c’est la date désignée par la délégation de la troïka pour nommer le premier ministre de la transition. On se pose des questions quant à celui qui sera en tête de la transition puisque nous ne voulions pas de Rajoelina. Les foza semblent ne pas s’intéresser au poste du Premier Ministre et ont déclaré qu’ils ne proposeront pas de noms. Mettons-nous sur nos gardes, on ne sait pas  ce qu’ils sont entrain de manigancer…

14 pensées sur “Qui sera désigné Premier Ministre de la « Transition » ?”

  1. Efa be loatra izay fandeferana natao t@ ireto foza ireto zay ka tokony tsy ho moramorain-javatra mihintsy ny mpanohana ny Filoha Marc Ravalomanana amin’ireny postes ireny sao tsy mifandanja dia hanao ny hataony eo ndrayny foza!!!


  2. Raha misy Ministere omena ny Foza, araka ny hevitro dia ny Ministere’ny Mponina, mba ho hita eo izay ho ataony ho an’ny Vahoaka.
    An-koatra izay dia azo omena Ministere Clé mihitsy ireo !
    ENY TSY OMENA MINISTERE CLE MIHITSY !

    An-koatra izay dia efa misy siosion-dresaka mandeha fa olona efa VOATONDRON’NY Vondrona rehetra sy ny vondrona Eoropeana no ho PM; Ka aoka tsy misy hitraotra raha Olona tsy ao amin’ny Vondrona Ravalomanana na HAT no ho voatondro eo . 🙂

    Ny maika ho antsika vahoaka dia dia ny Rodobe hatrany, hanesorana ny HAT eo amin’ny Fitondràna.
    Atao izay hanafisana eo imason’ny Troika fa tsy mila an-dRajoelina isika,
    fa
    I Dada ihany, Dada foana, ary Dada no fidiantsika hitondra ny Tany sy ny Fanjakàna !

  3. Tokony ampiharina ny accord de Cotonou mba hanalana ny mpanongam-mpanjakana TGV satria dia raha tsy diso aho fa tsy mahazao mijanona eo amin’ny fitondrana ny mpanongam-pajakana arak’io fifanarahana io.

  4. Efa neken’ny vahoaka ny fanonganany fanjakana , neken’ny vahoaka ho filoha , neken’ny vahoaka hifidy ny PM , koa inona indray no mbola atao ao Magro , efa lany ny 3taona nitolomana tsy nisy vokany , mandiniha ry vahoaka fa tsy maintsy manaiky ve isika , andao ny mpamadika no homena ny sahaza azy fa ireo no tena namadika ny vahoaka

  5. Njara!raha efa manana ny olony ny vondrona eropeana sy ny vondrona hafa dia mety ho azoko an-tsaina hoe iza no apetraky ry zareo eo.Raha ny vinavinako dia vehivavy io olona io ary mety ho tsara ihany ny ho fandehany.Vinavina io fa tsy scoop.

  6. Avelao hanaovan’i sipa azy rehefa tsy mamely ny bandy e!!!
    aza hitako ! aza hitako !sanatria ka mbola la frantsa no ambadik’izany fanondron’ny vondrona eropeana izany.
    Dia ho sanatria ve???


  7. Araka ny siosion-dresaka 🙂 dia lehilahy ihany ilay izy, ary efa fantatry ny be sy ny maro ihany.

    Tsy te handray andraikitra momba izany aho ka dia aleoko ihany malina.
    Izay ho ataony dia tena tsy voavinaninko velively.

    Fa ny zavatra horariana dia mba handray andraikitra amin’ny
    – Fampialàna ny HAT-TGV no tena mahamay aho manokana
    – Ny famostorana ireo gadra politika sy migadra tsy amin’antony efa ho 3 ans izao.
    – Ny famerenana ny Demokratia sy Union nasionaly avy amin’ny FITSARANA ireo Tompon’andraikitra amin’ny Securite Nationale, ka tsy nahavita azy.
    – Ny amty rehetra t@ 09 Fevrier moa dia hisy tohiny, saingy zava-tsarotra tanteraka io.

    Na izany na tsy izany, dia mamporisika hatrany ny Havana Malagasy rehetra, hanampy ny Gvt Vaovao amin’ny Hetsika rehetra amim-pilaminana hitaky izany
    Eo koa ny Fitokonana izay TOKONY ho atao manoloana ny masoIvohon’ny Vozongo.
    Mikasika ny miaramila dia mino aho fa hilamina, raha ny fijeriko izaho manokana.

  8. on n’a rien de mieux à proposer que ce vieux politicard roublard de Manandafy…qui a fait tous les régimes et qui ferait mieux de prendre sa retraite

  9. Irariana daholo ireo lazainao ireo ry Njara ary izay no mahatonga aho miteny hoe:tokony hihetsika i Ranjeva mba hivoaka haingana ny didim-pitsarana momba ny raharaha 7 febroary 2009 satria sady misy ny vavolombelona no misy ny porofo.Miala io rehefa voaporofo izany
    Faharoa dia mahatoky ny tondro zotra sy ny SADEC aho Ary mangataka isika ny hampiharana ny accord de cotonou mba hialan’i Rajoelina.Raha ela izany dia vitaina haingana ny transition mba hisian’ny fifidianana.Efa nilaza moa io fa tsy hilatsaka ho fidina.Mandritra izany rehetra izany dia mody Ravalomanana izay anisan’ny fitakiana ataon’ny governemanta vaovao araky ny tondro zotra satria tsy hitako intsony izay sakana tsy hodian’ny filoha raha tanterahana ny voalaza ao amin’ny tondro zotra.
    Ny dikan’izany rehetra izany dia miala i Domelina na ho ela na ho haingana.
    Vinavina ihany ny ahy iny fa ts’inona akory.

  10. Rehefa tsy Camille dia OK! Fa raha mbola io dia ny For Us n’i Diego no mbola manjaka sy ry Jao Jean… ary tsy hita akory izay maha Jeneraly azy, nefa miha mihen-danja ny Miaramila nandritry ny nitondran’izy sy Domelina: ireo Bandits no Tompon’ny Dago amin’izao fotoana izao: aleo mihintsy ho tonga i Dada fa raha tsy izany tsy avotra isika, mila Mihenjana ihany ny Mpitondra: c’est la Qualité de Dada Malala…tongava soa Ra8.


  11. An-koatra ireo voatanisa mba angatahina ho tanterahin’ny PM vaovao dia misy ny olana, tsy maintsy TANTERAHINA malaky sy amin’ny fomba enjana :

    Ny alehan’ny saiko dia ny INSECURITE ao amin’ny Tanàna !

    Si l’insecurité n’est pas rapidement jugulée, Madagascar sera un nouveau SOMALILAND !
    c’est à dire, un champ d’extermination – de famine – et de toutes sortes desolation.
    Les factions Voninahitsy – Alain Ramaroson – l’ancien Colonel Boutity – Pety vont sevir GRAVEMENT, très gravement, car ces bandits n’attendent que le retour de Dada pour se venger.
    Le nouveau PM comme le nouveau MinInter qui viendront auront rude à faire, car il s’agit pricipalement de bandes organisées qu’ils vont affronter ! La Police et la Gendarmerie etant les noyaux de tous les banditismes existants, ce qui equivaut à dire qu’elles doivent etre renovées, nettoyées de FOND EN COMBLE.

    Je ne sais ce que vous en pensez, mais le pays raverse plus que jamais une phase tres importante qui necessite, beaucoup de diplomatie FERMETE et abnegation.

    En dernier lieu, si l’on change de GVT, il vaudrait mieux aller jusuqu’au bout, tuer jusqu’à la racine le mal car, matahora ny
    –  » Mamono biby tsy mahafaty ka hifoteran’ny rambony »

    A bon entendeur….

  12. Tout à fait d’accord avec Sapa.Puisque tu parles de diplomatie, dorénavant reny malala doit reprendre sa place:un partenaire comme les autres pays tels que USA, Allemagne,RSA,Italie ou Russie.Sans plus.
    Par ailleurs, le club des 48 et les clubs maçoniques n’auront plus le droit de faire de la politique.
    En outre, on doit impérativement exécuter les sanctions prises à l’encontre des personnes citées sur la liste des punis et remettre aux mains de la nouvelle justice les personnes qui ont abusé de leur pouvoir sur le plan économique,politique.
    Enfin,restructuration totale des forces de l’ordre avec le concours du conseil de la paix et de la sécurité (CSP)de l’ONU et les academies respectives des forces de l’ordre.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *