1 pensée sur “Ralaiseheno Guy Maxime : « tolona hoan’ny rariny sy hitsiny izao ataontsika izao »”

  1. Dia ataotaovy ao e!!resao ao izay resahana e!!!tsy mapietsi-bolomaso anay intsony izay vava-poza.

    Ny tsiarairay no aoka handray andraikitra fa samy tompony isika e! tanintsika io fa tsy an’i vazaha lany mofo
    na an’i karana reraka avy any aminy any e!! mijoroa dia mahasahia hiaro ny Zoantsika ry Malagasy tsara
    taiza fa aza mianatra ny foza TOTOM-BINTANA ireo.Ary aza mba mitady seza fa ny FAHAFAHANA mbola ambony
    noho ny seza.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *