6 pensées sur “Tetezamita tsisy Rajoelina !”

  1. Mba bitro ihany fa bitro voalavo!!Mila!miala! miala!!
    ampy izay ry mpandroba a! ampy ny lainga tsara lahatra!
    leo! leo foza e! mba mibebaha @ izay fa efa ho avy ny farany !!!

  2. Nahazo fampatsiahivana indray i Domelina avy amin’i Ban KI-Moon.Tokony miala ny bitro rehefa tsy hanao.Izay no tokony hataon’ny firenena mikambana.

  3. Fa maninona no tsy miaraka tonga @ TROIKA dada?? tsy azoko???
    maninona no na aloha na aorinan’i TROIKA??dia aleo ho hitan’ny havany
    eo ny hadalan’ny foza raha mbola sahy hiadaladala .

  4. Ny ankolafy Ravalomanana dia tokony tsy hidongy intsony @ hoe ekena ho filoha i rajoelina dia avy any @ ankolafy Ravalomanana ny praiminisitra. Tsy ekena ho filoha i rajoelina. raha tsy izay tsy hivaha ny krizy.

  5. Miarahaba anao lazalazao.Satry mihintsy izay no izy.Soa ihany, raha ny fahazoako azy fa fa soson-kevitra ilay tondro zotra fa tsy fanapan-kevitra(Résolution) ka mbola mety misy fanitsiana atao.
    Fanontaniana ny ahy :tsy azo ampiharina ve ny fifanarahana Contonou? Tonga mantsy dia azo alana io.

  6. Efa nolazalazaiko teto koa ny momba io voalazanao io ry lazalazao fa ny antony no
    tsy haiko raha mitovy ???amiko dia aleo olona izay lanim-bahoaka ary MAHATOKY
    fa tsy ho VOAVIDIN’i LA FRANTSA no hapetraka eo,izay lanin’ny BE sy ny MARO raha mety aza mpankahala an’
    i la frantsa mihintsy.INDRINDRA TSY IREO IZAY NANAO INY SONIA MAIMAIKA TEO INY MIHINTSY!!!!
    Bemafohy ! ny foza tsy mahalala izany fa efa fankatoavana ho azy ny nanaovana iny SONIA iny dia nihevitra izy fa
    izay !kinanjo !! indro kely hoy ny mpandrafitra!!dia nidingina ery ny anao lahy !!mampalahelo sady mahamenatra ilay
    toetsaina.
    Tsy ny nanaovana ilay sonia no inona fa ilay FOMBA NANATANTERAHANA azy,amiko natao tery vaimanta fotsiny iny,
    fa maika hamonjy ilay fivoriana tany New york domelina ,ary misy aza ny tsy namaky akory fa hoy domelina hoe: soniavo
    dia nanao koa ny vendrana rehetra.Na i dada aza nilaza fa  » niantso i Rakotoarivelo Mamy fa TOKONY EFA SONIAVINA ITY »
    ny andro nanaovana ilay sonia dia androm-poza mihintsy MAIZINA @ 2 maraina.Dia nahoana ny ankolafy RATSIRAKA AFAKA
    NANDA???? dia nahoana koa ny TROIKA no nivadi-dela fa tsy misy hidirany izay nataon’i domelina fa nampanao ilay sonia ry
    zareo izay efa nandaha hatr@ voalohany fa mpanongam-panjakana i domelina?? betsaka ny zavatra LOSO t@ FANATANTERAHANA
    iny sonia iny raha mandinika tsara ny rehetra.Tsy misy resaka fankahalana mihintsy eto fa ny MARINA ,MARINA Ihany! amiko aloha!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *