Tsy eken’ny ankolafy Ravalomanana ny fanendrena an’i Omer Beriziky.

My beautiful picture

Nihaona tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny foibe toeran’ny antoko Tim, Ampandrana ny Sekretera Jeneralin’ny antoko sady lehiben’ny ankolafy Ravalomanana, Mamy Rakotoarivelo.Tsy manakiana ny fanendrena an’i Omer Beriziky, na ny ankolafy Zafy Albert,  ny ankolafy Ravalomanana fa mametra-panontaniana raha mahafeno ny fepetra tsy miandany izay takian’ny tondrozotra ve izy?mahafeno ny fepetra takian’ny Troîka sy ny Sadc ve izy? satria fantatry ny rehetra fa i Omer Beriziky dia mpikambana mavitrika ao amin’ny Leader Fanilo izay ao anatin’ny UDR-C manohana an-dRajoelina hoy Rakotoarivelo, noho izany dia, aminay dia tsy mahafeno ny fepetra takian’ny tondrozotra i Beriziky.

Tokony hisy fihaonana nifanarahana talohan’ny nanendrena azy kanefa dia tsy nisy izany fa i Rajoelina samy irery no nanapan-kevitra.Na izany aza dia nanamafy i Rakotoarivelo fa mbola hiresaka amin’ny Troika ny lehiben’ny ankolafy telo ny amin’io fanendrena io.

henoy eto :  MAMY RAKOTOARIVELO

28 pensées sur “Tsy eken’ny ankolafy Ravalomanana ny fanendrena an’i Omer Beriziky.”

  1. fanotaniana tokony apetraka inona ny antony nananendrena anio olona io professeur ZAFY ianao no tomponandraikitra voalohany ny sisa resaka fotsiny

  2. de erreur loatra izany e !!! taloha taloha foana rehefa vita ny zavatra tsy mety.
    Efa maty foana ve ny marary vao miantso dokotera ? rehafa tsy mahay miady aleo ho hampisotrony i dj ny p i p i n y eo daholo. Mahereza daholo misotro rehefa tsy misy ihany ny hotsakoina.

  3. Tsy mbola nihaino aho.
    est ce que vous faites un a priori .?
    Dite nous qui est Beriziky Omer avnt de décider quoi que ce soit.
    Fautes des mouvances ravalomanan et Zafy qu ils se sont pas parlés de ces nominés ,
    alors maintenant on est dans la brouille.

  4. Atoa Zafy o , ianao no nametraka io olona sampona io teo koa miangavy anao izahay fa alatsinainy izao dia ianao no manery azy mamoaka ny gadra politika rehetra , ny radio sokafana daholo , ny hariva izy tsy maintsy mandeha mitsena an’i dada sy ireo namany , tsy misy atak’andro io fa raha tsy izany ianao no fahavalom-bahoaka voalohany ary mafimafy kokoa ny valifatim-bahoaka hahazo anao noho i domelina

  5. Na nanolotra io aza Dadabe Zafy rehefa tsy nanaiky ny rehetra fa domelina no ho Filoha,
    domelina no MANENDRY dia tsy voafidy io olona io ,koa ny REHETRA ETO NO TOMPOn’ANTOKA
    fa aza ahilika @ DADABE ZAFY irery ny RIATRA,ny ankolafy Dada mbola to-teny kokoa noho ny ankolafy Zafy koa
    nanaiky matoa sy NITENY fa domlina mbola omena vahana ihany na dia efa izao aza no VITANY.Dia jereo fa efa misy
    fanazavana ny momba io fa tsy avy @ Zafy velively izao fa izy aza MAMPALAHELO ny mahazo azy fa mbola miandry
    daholo fa tsy MAINTSY HIVOAKA EO IHANY ny MARINA! mba miangavy e! mba manana faharetana kely e!


  6. Manantena aho fa hivoaka daholo ireo be taim-bava tao amin’ny Magro ireny !
    Deputés aho hoe eee! Senatera aho ee!

    Tsy ekenay ny tay eeee! ny pipi sy ny ……
    Mangeurs de pipi daholo !!! 🙁


    Gorodao rovitra oa !
    Ny fihetsiketsehana no betsaka fa ny feo tsy misy intsony !

  7. O ry zareo a!mba harao tsara aloha ny tantara vao mitatatata e!
    raha tsy nisy ny fankatoavana an’i domelina tsy tonga t@ izao isika !
    ary tsy ny olona teo @ MAGRO mihintsy no nanapa-kevitra fa hanao SONIA AZAFADY!!
    ny olana eto dia ny mbola nametrahana FAHATOKISANA @ olona toa an’i DOMELINA fa ny sisa dia tokony efa
    ho vonona ny @ izao daholo rehefa izay izany no izy, fa mino fotsiny aho fa MANANA TETIKA HAFA ny ANKOLAFY
    RAVALO matoa NIJABAKA toy izao, maika tsy faingana hanala ny KRIZY kinanjo vao maika MILENTIKA! avelao kely
    ny Olon’ny MAGRO fa tsy ireo mihintsy no HANAIKY FA MBOLA HIJANONA EO I domelina.Aza gaga daholo fa izao
    no izy e!! tsy mahalala an’i la frantsa ve e!!! fa mino aho fa tsy hijanona eo ity tantara ity,ary tsy ho vita MORA IZAO!!!!

  8. Dia mbola mitohy indray ny hatsikana ataon’ireto taranak’i rainivoanjo sy ny 3 mouvansa malaza!
    Aza miakatra tosi-drà ianareo rehefa tenenina hoe: 1)Jamba 2)Bado )3Dondrona, ireo ny 3 mouvansa.

    Efa tsy te hanoratra eto ihany ah mieritreritra, ilay teny vazaha manao hoe (fôpa être kon avek lekon!) Saingy mampalahelo ny mahita ny habadoan’ireto taranak’i rainivoanjo, nefa mba te hitondra firenena. ka sao mba itony soratra alefako itony no mba hampisy deklik kely @ atidohakelin-drizareo ka mba hisokatra ihany ny fisainany.

    Iza no nanolotra Atoa BERIZIKY ho kandida PM ry rainivoanjo mianakavy???

    Ary indray andro ah naheno an’ity kabary ty tetsy ankabonémagro hoe (tsy maintsy avy aty @ antoko mpanohitra ny PM, Ny mpanohitra dia izahay eto @ magro, teo daholo t@ zany ry ralaiguimaxam ry taberan’dry zefa sy ry victor wong sns…ary mbola niampy hoe izany voninahitsy J.E zany dia tsy mpanohitra mintsy izany fa misandoka ho mpanohitra sns…! fa izahay 3 mouvansy eto @ magro ihany no mpanohitra izao fanjakana mijoro izao)

    Ka rehefa notendren’i Filoha hajaina RAJOELINA Andry Nirina ho PM ny kandidan’ny mpanohitra avy eo @ 3 mouvansa, dia iny ndray ry rainivoanjo mianakavy fa midongy!

    Dia indramiko ary ilay tenen’i ralaigiumaxame tetsy behoririka @ magrôranomaimbo manao hoe: tsy alikalah an-lisany akory ny vahoaka malagasy ry taranak’i rainivoanjo, ka hidongidongian-lisany ôtran’ny alikavokitai!
    lisany izay efa mihena an-toerana sy vitsy an’isa no mitetika anakorotana eto an-tanàna???

    Fa opao ah rah mbola ahomby io fika masison-lisany, ary ireo olona nampanatenain’lisany volana teo @ magrôranomaimbo ireo ihany no ampihinan’nemanlisany fa, tsy sanatria ny fitondram-panjakana tarihin’ny Filoha hajaina RAJOELINA Andry.

    Dia mba atsaharo @ zay ty tokelaka lava ataon’lisany ty! vetivety eo miantsoantso hoe Pdt DEBA Pdt ZEFA olo-kendry sns… miova kely ndray avy eo de hoe, olony frantsay reo e! makatsy makary, katsaka, kalamàka voanjobory…!!! ravao amin’izay ny tsena fa efa vita ny tantara.

  9. Tetika frantsay hanasarahana antsika izao ka aoka tsy hatao mahagaga e!
    Mbola tsy vita ny lalao fa tsy hitanareo ve fa efa miakapokapoka ireo e!
    tsy ho lasa lavitra io raha mbola izao ny fandehany e! omaly tsy miova, volakakafitra e!
    Kintana ! manamafy ny vao 2 fa marina ilay totohondry e! ary tsy i Rakotoarivelo ihany fa
    nisy hafa. POV frantsay!! ho vidiana lafo izay!!Vao maika MITONON-TENA toa LOLOFOTSY!
    tsy misy hatahorana fa ny firenena matanjaka mbola MIARAKA AMINTSIKA raha tsy hiteny
    fotsiny aho afa sy ny be kintana sy ny Rainoboto!vao maika manome VAHANA antsika izao
    toe-draharaha izao ,efa manala azy SISA isika ,tsy misy MIALA EO afa tsy domelina e!!!

  10. Mamy, tu as bien répondu en prévoyant ce vendeur de marrons de ne pas te toucher.Il a levé le poing envers toi car il a la pression sur lui et ne la supporte plus.Une manière de voyou mais pas de diplomate surtout devant une telle audience internationale.Continues Mamy, on est derrière toi car maintenant on sait que ce marronier est un faible.Je crois maintenant que la visite de Marius Fransman à Paris était de dire à Raincourt de cesser l’ ingérence française dans les affaires malgaches.Il faut l’envoyer sur tous les sites avec photo à l’appui qu’un « diplomate » français a levé le poing envers un politicien durant une cérémonie officielle.

  11. Break:Have you heard about a frogman diplomat threatening with his fist a madagascan politician during an official ceremony?He just wanted to show what the french touch is but the Malagasy man has warned him « Don’t dare to attack me ».Another way to say I am not afraid of you.

  12. Manaova pétition ry zareo â !
    Tsy azo ekena intsony ny mbola hijanonan’i Jean-Marc Chataîgner io ao Madagascar !
    Misy fetra ny zava-drehetra !
    Rehefa tsy hanao an’izany, dia avelao izy ho Governera jeneraly ao Madagasikara !
    Na inona na inona zava-mitranga ao, diso be ny vahoaka malagasy amin’ny fandeferana ny zavatra rehetra nataony hatr’izay !
    Tsy ny fampisehoana VODY FOTSY, NO TSY MAINTSY HANEKENA AN’IZAY TIANY ATAO AO !!!!
    Il y a une limite à tout !
    CONCESSION NE VEUT PAS DIRE, CON QUI CEDE !!!!
    DESORMAIS, RECLAMONS L’APPLICATION DES ACCORDS DE COTONOU, DE LA CHARTE AFRICAINE DE LA DEMOCRATIE, DE LA GOUVERNANCE ET DES ELECTIONS !!!!
    PLUS DE PUTSCHISTES AU POUVOIR !! TERMINES LES BISOUS-BISOUS ET LES COUILLES MOLLES !!

  13. Rama,
    Marina ny zavatra teneninao. Satria Zafy no nanolotra an’io olona io dia azao antoka izany fa minamana amin »i Zafy izany izy, mahay miresaka aminy. Hiverina izany dada ary hivoaka ny gadra!

  14. Nahazo tombony t@ ity fitondrana ity t@ lafiny inn ilay milaza fa commandant???ary mba manan-kavana Gasy ihany ve katsy mahita izao fahoriana eto @ tanàna izao????


  15. Rotaka no ilainay e !

    Marina ny an’i Njara . Tsy mila wawawa intsony fa ainga !
    Rodobe rehefa tsy sahy irery !

  16. Ilay milaza fa Cdt dia nizaka ny asa ratsy fanjakazakana nataon’i rainivoanjo nanomboka 2002 ka h@ 2009 eny hatram’izao faran’ny volana octobre izao, manan-kavana gasy mihitsy ilay milaza fa Cdt, ny havan’ny Cdt dia nogadrain’i rainivoanjo t@ fotoana nanjakazakany teto an-tanàna,
    Fa ny zavatra mahafaly aloha? dia efa miroso any @ fahafahana tanteraka teo ambany vahohon’i rainivoanjo ny firenena? noho ny ezaka nataon’i Atoa Filoha hajaina RAJOELINA.
    hinoana marina fa tsy ahomby intsony ny asa fanakorontanana sy ny vorika ataon’i rainivoanjo, izay nandanian’ity farany vola be norobainy tao @ banky foibe. ary ahita izany tena fahafahana sy ny tena fiainana ny malagasy manontolo,

  17. Maninona moa no tsy mba lazain’ilay cdt masov.dy eto, maninona no nosoloina daholo ny plaque-n’ireo fiara, izay ampiasain’ny Satanié, lehiben’i filou lazaina hoe Rajo-hell ?
    Voatorabato isan’andro teny Ankorondrano hono, vokatry ny hatezeram-bahoaka any ka miafina ??
    Mpamosavy mandeha alina aza misy mahita !!!
    Matoa nosazian’ny Prezidà Ravalomanana, dia nanao ratsy !
    Ny mpanongam-panjakàna ihany no managadragadra foana amin’ny tsy antony !!!
    Aza misahoala fa tsy ho vita mora ny tantara !! Be ny fandeferana nataon’ny vahoaka malagasy izay, ary mbola hanody an’ny foza rehetra ny ratsy vitany sy mbola ataony !!
    Tsy mpanao pôlitika ny foza fa DAHALO, MENDRIKA POTEAU D’EXECUTION !!!!

  18. Vlio itony habibiana nataon’i rainivoanjo itony ry nandra alohan’ny hanoratana.

    Rolland RATSIRAKA ben’ny tanàna tao Toamasina, t@ fotoana nanjakazakan’i rainivoanjo.

    Nogadrain’i rainovoanjo 6 volana ampoja ny ben’ny tanàna t@ zany fotoana satria nolazan’i rainivoanjo fa manodokodim-bola ao @ tanànan’i Toamasina.

    Nadoboka amponja ary Atoa RATSIRAKA Rolland, dia iny i rainivoanjo nametraka ny PDS.
    Rehefa voapetraka ny Pds dia navoaka ny fonja @ izay Atoa rollan RATSIRAKA, avy naiboka 6 volana tao ambalatavoahangy, ary nolazaina fa tsy nitombona ny fanenjahana azy.
    Santionany @ fanjakazakana nataon’ny rainivoanjo teto ireny, fa raha hotanisaina daholo ny habibiana nataon’ity mpitery ronono ity dia tsy ho vita androany na fanoratana azy.
    Ka iza no panagadra @ tsy antony??? fa io arakin’ny efa naveriko matetika hoe mitsingoloka otran’ny ramanavy matory ry rainivoanjo sy ny taranany rehefa mijery ny raharaham-pirenena ka manjary lasa mivadika ny fahitany ny tantara,

    tantara tsy ho vita mora hono???

    Izany no atao hoe resak’ny resy! ny tantara ty efa mifarana ko tsy vita mora a! tsy vita mora!
    sa hiroso @ asa fampihorohoroana @ fanaovana vy very ny aina ny taranak’i rainivoanjo.

  19. Valim-panontaniana : Tsara avaoka eto daholo ve ny FAHOTANA nataon’ny fianakavian-dRatsiraka ATRAMIN’IZAY ?
    2002, mbola any ny sarin’iay zazavavy, manao fehiloha, « zanak’olona AMBONY, mitaingina 4×4 pick-up ary milanja Kalach, izay manenjika « TSY FANTATRA MANERAN’I TAOMASINA » TAMIN’NY 2002 !!!!!
    Fa inona moa no tena tadiavina amin’izao fotoana izao ?
    Tsy maintsy avaoka eto ve, NY ZAVATRA TSY METY NATAON’I ZAFY SY RATSIRAKA !
    Ny nataon’i Ratsiraka, tsy ho vita eto ny loza naterany satria dia izao mahazo ny vahoaka malagasy izao dia vokatry ny fanaovana tsinontsinona ny vahaoka malagasy atramin’ny année 1975 !!
    IZA NO NANTSOIN’OLONA HOE  » CONCIERGE » TAO AMIN’NY AVENUE RAPHAËL, TAMIN’NY ANNEES
    1971-72, niseho azy ho « JE SUIS » ?
    NY ZAVA-MANJOA AN’NY VAHOAKA MALAGASY, DIA VOKAN’NY ADALAN’NY « MPITONDRA », NIANTOMBOKA TAMIN’NY 1975.
    AZAVAO ETO RY CDT MASV.ODY, NY ANTONY NAHAFATY AN’IREO NAMANA « RESEP » DIMY LAHY? raha nanao « ENTRAINEMENT », DIA TSY NISY NISOKATRA NY « PARACHUTE » AN’IZY DIMY MIRAHALAHY !
    NAMAKO AKAIKY NY CAPITAINE IRAY TAMIN’IREO NAMOHY NY AINY IREO !!!
    RAHA NY ALAHELON-KANINA SY NY VALIFATY NO ENTINA HANAOVANA PÔLITIKA? DIA EFA ZERO BE RY CDT MASV.ODY !!!
    RAHA NY TANTARAN’i ROLLAND NO RESAHIN’ETO, ARY ENTINAO HAMOTEHANA NY FIRENENA, DIA HO LAVITRY NY AFO NY KITAY !!!!

  20. Raha mbola olona iray izay tsy manao afa tsy izay baiko ambadika any no manapaka dia tsy ho vita io feuille de route io fa tsy maintsy fanakanana an’Ravaolomanana ihany no hiafarany. Hevitry ny frantsay io ary olombitsy izay karaman’ny frantsay ho hat.

    Tsy io izany ny lalana hivoahana @ krizy. Raha io no izy dia efa nisy porofo nasehon’ireo mpanakana fa tena mitady izay ahasoa ny firenenea izy ireo hatr@ zay. Olona matahotra ny demokrasia sady mandositra ny fifidianana mangarahara ve no asaina mandray fanapahankevitra irery ho an’ny firenena. Maty aho ra Malagasy

  21. CHERS COMPATRIOTES ,

    Je me permets de m’adresser directement à chacun et à chacune Nous , citoens et citoyennes de notre Pays bienaimé !

    Zafy albert n’avait jamais nourri de bons sentiments au Président RAVALOMANANA MARC depuis que Zafy et tous les membres de l’opposition , qui ont perdu le pouvoir du fait les Malgaches avaient élu le Président RAVALOMANANA MARC dès le premier tour à la
    présidence de la République..
    Avec la défaite électorale , Zafy et cette opposition avaient perdu les passe-droits , le ton de commandement , l’argent facile , le détourenement et la prédation des aides..et en outre , toutes les places des députés..

    Depuis l’annonce de cette défaite , l’opposiion avait contesté l’élection du Président RAVALOMANANA MARC auprès de la françafrique animée par les ben ouioui orchestrés par bongo..Dakar I , Dakar II n’avaient rien résolu..
    Le dopssier malgache avait été soumis à l’OUA : mangouilles et ergotages !

    Le Président RAVALOMANANA MARC rentra au Pays et en attentant la confirmation de sa victoire par la HCC , il avait demandé d’effectuer une investiture administrative , pour éviter la vacance du Pouvoir..

    Zafy et tous les membres de l’opposition avaient mené avec frénésie leurs tentatives de destabilisation jusqu’à
    demander aux bailleurs de fonds (BM , FMI..) de ne pas attribuer des aides au pouvoir RAVALOMANANA MARC – cette demande avait été faite par Zafy
    Ils avaient boyocotter des élections , alors qu’ils n’avaient aucune chance d’avoir des résultats en leur faveur.
    Les contestations avaient atteint leur point d’orgue par des ultimatum hebdomadaires d » démission lancés au Président RAVALOMANANA MARC , à partir dd’Andoharnofotsy ,domaine de ramaroson alain.!

    Une remarque : lors de l’élection présidentielle du 03 décembre 2006 ,Zafy albert n’a obtenu que 4% des voix exprimées !
    Le Président RAVALOMANANA MARC élu avec 54 % ..
    Le problème posé , vécu par toute l’opposition est électoral :les Malgaches se sont méfie d’eux..

    Vers la fin de 2008 ,des agissements politiques s’étaient envénimés et les relations entre le Président de la République et le maire d’Antananarivo ont pris une dimension qu’elles n’auraient dû pas avoir du fait de l’insolence de rajoelina…!
    Des tractations entre le président et le maire , entre le Président et certains chefs des forces armées ont eu lieu , mais avaient donné l’impressio,
    de n’avoirPLUS servi à rien !

    SACHANT SOIN ARRESTATION POSSIBLE , LE PRESIDENT AVAIT CONFIE L’ ETAT A UN DIRECTOIRE MILITAIRE…? QUI PAR COMPLICITE ET PARTIE QUI S’ETAIT EMPRESSE DE DONNER L’ORDONNANCE PRESIDENTIELLEPRENANTE A LEQUIPE DE RAJOELINA
    REUNIE A L’EKAR ANTANIMENA – POURQUOI DANS UNE ENCEINTE CATHOLIQUE ?
    C’EST DE CETTE ENCEINTE CATHOLIQUE QUE LE COUP D ‘ ETAT ETAIT PARTI A LA RECHERCHE DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC !

    ZAFY ET TOUS LES MEMBRES DE L’ OPPOSITION N’ AVAIENT CONDAMNE CE COUP D’ETAT ET ILS AVAIENT ETE FRAPPES DE MUTISME JUSQU’ A LA FIN DES ACCORDS DE MAPUTO EN AOUT 2009..
    LES ACCORDS ETAIENT SIGNES PAR LES QUATRE MOUVANCES..
    ET ZAFY,? JOUANT LE GRAND COEUR , voulant montere qu ‘ il avait l’esprit large , zafy l’hypocrite magnanime , avait propsé que la présidence de la transition consensuelle et inclusive soit confiée à rajoelina.???????????????

    AVAIT – IL JOUE AU MACHIAVEL OU AVAIT – IL VOULU MONTRER AU GRAND JOUR LA COMBINACCIONE DES TROIS LES DEUX CHEFS DE L’OPPOSITION APRES L’ELECTION DU 16 DECEMBRE 2001 ?ZAFY ET RATSIRAKA PLUS RAJOELINA ?

    Quinze jours après la signature des accords de Maputo , rajoelina a renié sa signature §

    QUE S’ ETAIT – IL PASSE ENTRE TEMPS ?

    LES CONSEILS FRANCAIS DE RAJOELINA S’ EATAIENT APERCU QUE LES ACCORDS DE MAPUTO CONSTIYUENT UN CORSET POLITIQUE QUI INTERDIT TOUTE MANOEUVRE QUI EMPECHE
    LA PREPARATION DES ELECTIONS PRESIDENTIELLES..

    ZAFY , RATSIRAKA ET TOUS LES MEMBRES DE L’ ANCIENNE OPPOSITION S4EATAIENT MIS DERRIERE LES ACCORDS DE maputo : ILS NE DISENT RIEN , SE TAISENT ET CONSTATANT QUE LA MOUVANCE RAVALOMANANA MARC ?LORS DES METINGS DANS LES ENCEINTES DE MAGRO ONT LE VENT EN POUPE , LES MOUVANCES ZAFY ET RATSIRAKA ONT REJOINT LA MOUVANCE RAVALOMANANA MARC POUR LA DEFENSE DES DISPOSIIONS ES ACCORDS DE MAPUTO..

    PARALLELEMENT , L’ ACTIVISME DES AUTORITES RANBCAISES , QUI NE CACHENT PLUS QU’ELLES VEULENT PAS DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC AU POUVOIR ,S’EVERTUE DE DETRICOTER LES ACCORDS DE MAPUTO..DONT L’ESPRIT E LA LETTRE SONT FONDAMENTALEMENT ET ESSENTIELLEMENT ET UNANIMEMENT ACCEPTES COMME CIMENT DE LA SOCIETE MALGACHE !

    CES TENTATIVES FRANCAISES ONT ECHOUE…

    ELLES ONT AUSSI CHERCHE A IMPLIQUER LES MEMBRES DU GROUPE INTERNATIONAL DE CONTACT DE CHISSANO? DE ZSIMAO ET AUTRE MOZAMBIQUIENS , FAISANT FAIRE DE FAUSSE FEUILLE ROUTE PAR CES EMISSAIRES DU gic..CETTE SUPERCHERIE A ETE DEMASQUEE PAR LE PRESIDENT RAVLOMANANA MARC ?QUI A CONSTATE QUE LE TROIS AMENDEMENTS QU’ IL A ADRESS2S AU SOMMET DE LA SADCN’ A PAS ETE PARVENU A CE SOMMET.
    LE DR ZSIMAO QUI N’ A PAS PRESENTE SES AMENDEMENTS A ETE OBLIGE DE RECONNAÏTRE EN PLEINE ASSEMBLEE SA FAUTE ET LES RAISONS DE CETTE FUTE..
    LA FEUILLE DE ROUTE DE SAINDTON NEE DES ACCORDS DE MAPUTO ET AYANT INCLUS LES AMENDEMENTS DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC
    EST ACTUELLEMENT MISE EN OEUVRE A ANTANANARIVO

    IL EXISTE TROIS ETAPES QUI SERVENT DE REPERES AU PROCESSUS DE CETTE MISE EN OEUVRE /

    — LA NIMINATION DU PREMIER MINISTRE CHOISI PAR RAJOELINA SUR LES CANDIDATS UNIQUEMENT CHOISIS PAR LES MOUVANCES ZAFY,RATSIRAKA ET RAVALMANANA MARC..
    RAJOELINA NE PEUT NOMMER UN CANDIDAT FAISANT PARTIE OU AYANT FAIT PARTIE DU PLATEFORME POLITIQUE QUI LE SOUTIENT..

    -CETTE NOMLNATION TRES ATTENDUE DU PREMIER MINISTRE DE LA TRANSITION  » CONSENSUELLE  » ET INCLUSIVE A EU LIEU LE 29 OCTOBRE 2011.

    RAJOELINA A NOMME OMER PERIZIKY !
    QUI EST OMER BERIZIKY / ANCIEN AMBASSADEUR DE m.CAR A L’ UNION EUROPEENNE SOUS RATSIRAKA , SOUS ZAFY SOUS RAVALOMANANA MARC.
    iIL EST MMBRE DU PARTI FANILO ,PARTI PROCHE DE RAJOELINA.

    ET SURPRISE ? OMER BERIZIKY FAIT PARTIE DE LA MOUVANCE ZAFY..

    .IL A ACCOMPAGNE RAJOELINA A L’UNION UROPEEENNE..QUI A REFUSE ET DE RECEVOIR LA DELEGATION ET DONNER DES SOUS ET REFUSER LA RECONNAISSANCE DE L’UNION EUROPEENNE..

    MES CHERS COMPATRIOTES ?

    –JE POSE DEUX QUESTIONS A ZAFY ALBERT /

    a ) EXPLIQUEZ- NOUS DE FACON CLAIRE ET PRECISE COMMENT OMER BERIZIKY MEMBRE IMPORTANT DU PARTI FANILO ? PROCHE DE RAJOELINA PPUISSE T-IL FAIRE PARTIE DE LA MOUVANCE ZAFY ,ALORS QU ‘AU VU ET AU SU DE TOUS AFFICHE VOTRE OPPOSITION A RAJOELINA ?

    MON AVIS /
    – OU VOUS JOUEZ AVEC nOUS mALGACHES ET QUE VOUS POURSUIVEZ VOTRE OBJECTIF / NEUTRALISER LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC
    EN JOUANT 0 FOND LE PANTIN RAJOELINA 0 QUI VOUS AVEZ PROPOSE LA PRESIDENCE DLA TRANSITION NOUVELLE..ET VOUS VENEZ IL Y A OPLUS ‘UN MOIS DE DONNER VOTRE CONFIANCE POUR CETTE PRESIDENCE CAR VOUS AVEZ PORTE PLAINTE CONTRE LUI POUR VOLS ET DETOURNEMENTS., QUI NE SONT QUE DES CRIMES ET DELITS COROLLAIRES DU COUP D’ETAT !
    TOUT EN SACHANT BIEN QUE CES VOLS NE SONT PAS TRAITES PAR LA FEUILLE DE ROUTE.CETTE FEUILLE DE ROUTE NE CONCERNE QUE LA RECHERCHE DE SOLUTION DE SORTIE DE 3 CRISE POLITIQUE 3 INEE DU COUP D ‘ETAT ET UNIQUEMENT DE CETTE CRISE POLITIQUE..ET VOUS COMME TOUT LE MONDE INTERESSE PAR CETTE CRISE POLITIQUE QUE DANS LA NOMINATION DU EMIER ,
    RAJOELINA A COMMIS LE COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009 :C’EST LE CRIME PRINCIPAL , ORIGINE DE CETTE CRISE !
    –POURTANT VOUS AVEZ PROPOSE A CE QUE LA PRESIDENCE DE LA TRANSITION LUI REVIENNE ..POURQOUI CET ETAT D’ÄME ? ETANT DONNE L’IMPORTANCE DU CRIME QUI AILLEURS MERITE UNZ CONDAMNATION A MORT ,

    LA VOUS VOUS FOUTEZ ROYALEMENT OU PLUTÖT BËTEMENT DE LA NOTION DE JUSTICE DES MALGACHES !

    SEULEMENT VOUS N’AVEZ PAS PORTE PLAINTE CONTRE LUI POUR LE COUP D’ETAT..POURQUOI ?

    MONSIEUR ZAFY , VOS RELATIONS AVEC RAJOELINA PRESENTENT DES ZONES D’OMBRE EMPOISONNENT ET INSULTENT LES MALGACHES SENSES ET SOUCIEUX DE LEUR AVENIR ET VOS DEMARCHES POUR LA SORTIE DE CRISE PRESENTE DES AMBIGUITES,? DES CONTRADICTIONS QUI ENTRAVENT LA RECHERCHE DE LA JUSTICE !
    VOUS ET VOS AMIS TEL MEKTOUB NOUS MENENT VRAIEMENT EN BATEAU.
    MEKTOUB QUI OSE AFFIRMER QUE VOS PROPOSAYANT DENIGRE LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ET AYANT DEMANDE SA DEMISSION LORS DE CES CAMPAGNES DE DESTABILISATION MENEES PAR TOUTE L’OPPOSITION..

    b )oN DIT QUE VOUS ËTES PROFESSEUR , MAIS VOTRE MANDAT PR2SIDENTIEL A ETE RACCOURCI CAR VOUS AVEZ IMPEACHMENT2 PAR VOS AMIS DU POUVOIR ,VOUS AVEZ PROPOS2 A L’AUTEUR COUP D ‘ ETAT DU 17 MARS 2009 ? VOUS AVEZ PORTE PLAINTE CONTRE RAJOELINA POUR VOLS ET DETOURNEMENTS ? MAIS PAS D’avoir le coup d’Etat que lemonde entier condamne ? reprouve

    ET LA COUP DE THEATRE VOUS L’AVEZ AIDE avec complicite fjagrante pour la nomination de omer beriziky qui fait parti du parti fanilo proche de rajoelina mais que vous cohfirmez son appartenance à votre mouvance..

    QUI ETES -VOUS POUR VOUS PERMETTRE DE NOUS EMMERDER A CE POINT ET SURTOUT DE FAIRE DES DIFFICLTES VECUES PAR 20 MILLIONS DE MALGACHES QUI EN ONT MARRE D’ETRE MENES EN BATEAU..!

    AU POINT OU EN SONT LES DIFFICULTES , JE ME PERMETTRAI BIEN APRES CES CONNERIES QUE VOUS VENEZ DE COMMETRE , OUI JE ME PERMETTRAI BIEN DE VOUS DONNER UN COUP DE PIED AU CUL

    CAR QUI ETES -VOUS ? TOUT EN CONNAISSANCE DE REALITES ? DES TOUT EN CONNAISANT LES DISPSITIONS DE L’ARTICLE 5 DE LA FEUILLE DE ROUTE DE SAINDTON , VOUS AVEZ AIDE RAJOELINA DANS LA NOMINATION DE BERIZIKY !

    CETTE DERNIERE MANOEUVRE INDIGNE DE VOUS CONSTIITUE LA MAGOUILLE QUE VOUS AVEZ MONTEE DES LE DEPART AVEC TOUTE L’OPPOSITION REVANCHARDE QUI A PERDU L ‘ELECTION DU 16 DECEMBRE 2001!
    ELECTION QUE VOUS N ‘AURIEZ PAS DU PERDRE CAR VOUS ETES EN CONTRAT AVEC LA FRANCAFRIQUE..
    VOUS ETIEZ AUC INVALIDES LORS DES OBSEQUES DE JEAN FOCART AVEC RATSIRAKA ET VOS FEMMES !

    ARRETEZ DE NOUS MENER EN BATEAU..SURTOUT AVEC LA CONCEPTION QUE VOUS AVEZ DE LA RECONCILIATION..QUI EST TRES ELOIGNEE DE

    TOUT MEDECIN AYANT DU BON SENS S’INTERDIT D4 ADMINISTER UN MEDICAMENT A UN MALADE FRAGILISE UN MEDICAMENT QUI POURRAIT
    FAIRE DU TORT AU MALADE..!
    POURQUOI AVOIR PRESENTE LA CANDIDATURE DE OMER BERIZIKY AU LIEU DE CELLE DU DR RAKOTOVAHINY EMMANUEL..?
    IL A ETE DEJA PREMIER MINISTRE ET TOUT LE MONDE SAIT QU ‘IL VOUS EST FIDELE …!

    UN BON MEDECIN , UN BON MINISTRE , UN BON PERE DE FAMILLE , UNE MERE DE FAMILLE ONT UNE CAPACITE DE DISCERNEMENT , ILS PEUVENT PESER LE POUR ET LE CONTRE…

    MAIS UN ANCIEN DEMI-CHEF D’ETAT
    DOUBLE DE PROFESSEUR
    COMME VOUS NE POUVEZ VOUS PERMETTRE DE NE PAS VOUS OBLIGER DE VOUS ENTOURER DE TOUS LES CONSEILS ET DE PRENDRETOUTES LES MESURES DE PRECAUTION DANS LE CHOIX DE CELUI
    QUI PUISSEET REMPLIR LA FONCTION DU PREMIER MINISTRE ET REPONDRE AUX DISPOSITIONS DE L ‘ARTICLE 5 DE LA FEUILLE DE ROUTE..

    POUR NOUS , VOUS N’AVEZ AUCUNE CIRCONSTANCE ATTENUANTE…VOUS VENEZ EN COMMETTANT CONSCIEMENT CETTE FAUTE ,VOUS VENEZ DE DEMONTRER VOTRE DOUBLE JEU : COMBINACCIONE AVEC RAJOELINA ET RATSIRAKA OU NEUTRALISER RAVALOMANANA MARC ET ..LIBRE ZAFY POUR JOUER SEUL AVEC LS FRANCAIS!

    MAIS POURQUOI CES PETITS CALCULS ? POUR LES ELECTIONS ?
    Zafy veut manifester son existence..!
    Avec la logique de son raisonnement en politique , jz crois qu’il faut qu’il se retrouve dans ses absurdités..
    Et après avoir commis cette faute politique , Zafy vient de signer sa mort politique..
    N.B.
    Cette opposition ,unie contre le pouvoir en place , mais ne pouvait pas cacher sa profonde décomposition , son morcellement.
    La preuve : lors de la visite officielle de Monsieur le Secrétaire Général des Nations Unies à l’ Etat Malgache , l’opposition invitée par le protocole avait des difficultés à trouver SON représentant ..!..

    Je suppute que les Malgaches ne sont pas prêts de suivre cette oppsition et ce qui en reste

  22. Il est temps pour la mouvance du président déchu et fugitif Ravalomanana d’arrêter ses inepties, et de cesser de saper toute tentative de sortie de crise. Vous devez comprendre une bonne fois pour toute qu’une mouvance d’un président désavoué par la plupart des Malgaches, qui a été source d’importants mouvements de contestations à travers tout le pays et qui se sont terminés par un carnage sans précédent ne pouvait et ne devait en aucune manière gouverner une Transition qui justement a été mise en place pour mettre un terme à la mauvaise gouvernance qui était la votre. Vous pouvez vous estimer heureux d’être acceptés à participer à la Transition, alors que la logique des choses devait vous l’exclure car votre camp est dans l’opposition de la Transition, alors arrêtez de fantasmer de pouvoir gouverner la Transition, n’en déplaise à vous les zanak’i Dada, cette Transition est l’œuvre d’Andry Rajoelina et c’est lui qui a le dernier mot sur la personne qui devra occuper le poste de PM de Transition, et cela est tout bonnement logique. Maintenant cessez vos manœuvres dilatoires de blocage systématique de sortie de crise dont le but évident est d’essayer de provoquer une révolte du peuple déjà à bout en laissant perdurer la situation enfin d’accentuer leur souffrance.

  23. C’est simple le Hajan !

    Foutez nous dehors le malfrat du nom de Satanié, ses sbires de voyous avec

  24. zyrkosa ve mitady rotaka, sao dia matimaty foana e. raha mahasahy dia mandehana eny Analakely dia mitabataba hoe hamerina ny ra8 ianao dia hitanao raha avelan’ny vahoaka ho velona eo ianao. Andramo ange ry zyrkosa e.sao dia izaho no diso fa andramo e.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *