3 pensées sur “Tsy mendrika hitondra intsony Rajoelina fa be fahotana hoy Rakotoamboa Jean Louis”

  1. Efa totom-bitana e!sarotra hajaina ohatry ny po ka hivalanan-drano vao velon-kira.
    Tsikerao hatramin’ny aty tsianiny ho tsapany fa toa izy indray no mba miana-kendry!
    Ianareo toutou-m-bazaha mba mahatsiarova tena fa tsy ho vazaha na oviana na hoviana oah!!!
    Ry mpitaty ra-kena mba malala honona a!izay dia manararaotra ohatry ny banga mihomehy alina ery
    fa sendra izay domelin ny mpitondra,sao mba diso tafahoatra loatra e!!mba jereo ihany ny hafa fa sao
    hanody anareo izao hataonareo izao ry foza a!aza dia manao an’Atra tsy misy e!!!domelina anie ka
    efa nividy hotely resto any Paris fa ianareo no ho taraiky eo e! sa manana taratasy daholo izato izy???
    Soava dia daholo ary!! izahay miandry ny ara-dalana ihany miaraka @ dadanay.
    ho ela velona anie dada! ho tonga anie ny fahafahana!!! Gasy iray ! Gasy afaka ! Gasy tsy misy foza no
    tanjona !!

  2. Tsara tsipina fa n’y 7.février 2009 dia n’y farina RAJOELINA mihin tsy nô nitrifiera namoatra ireo fatin olona t@ io .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *