Un troisième Notam…

Et les foza craignent toujours le Président Marc Ravalomanana !
Et les foza craignent toujours le Président Marc Ravalomanana !

Encore une fois, on constate l’usage abusif et inapproprié d’un instrument de régulation de la circulation aérienne pour des fins politiques.En effet, la publication de ce troisième notam a pour but d’empêcher le président Marc Ravalomanana de revenir au pays. Ce notam a été publié en la présence de la délégation de la troïka à Madagascar. Pourtant cette délégation même a pour mission de surveiller la mise en œuvre de la feuille de route. Certaines des clauses stipulées dans cette feuille de route ne sont pas respectées à la lettre, comme celle concernant le retour des exilés politiques à Madagascar.

Ce notam n’est autre qu’une preuve de la crainte des foza. Ils craignent vraiment le retour de notre Président qui changerait bien de choses. Ils ne souhaitent pas sa participation à la vie politique malgache. Ce qui est surprenant c’est que seule la mouvance Ravalomanana est considérée par ces derniers comme un obstacle. Les autres mouvances, elles,  peuvent participer librement à notre politique sans que les foza s’y opposent.

Le retour sans condition des exilés reste encore en suspens pour le moment. La mouvance Ravalomanana a déjà envoyé une lettre à la SADC concernant ce notam. Et dire que la mission de la délégation de la troïka est de surveiller la mise en œuvre de la feuille de route. Sachant que le retour de Marc Ravalomanana ne soit pas un détail, comment la délégation apprécie-t-elle cette situation? Nous ne tolèrerons pas une telle chose, le retour de Marc Ravalomanana doit se faire dans les plus brefs délais…

8 pensées sur “Un troisième Notam…”

  1. Vonjeo e! vonjeo e! vonjeo e! fa ho tonga i dada!!!! izany rehefa manao ratsy e!!!
    manenjika mafy ny heritreritra t@ fangalarana ny HARENY ka MIAKAPOKAPOKA
    daholo,nangalatra tsy nahalala maty koa eo vao MIPARARETRA eo daholo!!!! mahasoava ny taranaka sy ny
    ny fara-mandimbinareo ny HATSEMBOHAN’i DADANAY fa efa nohoneran’A-tra avy 1000 heny ireny fa aza
    izahay vahoaka mbola miandrandra azy no TERENA HIARA HANONONTRA NY FAHOTANAREO tsy voahevitra
    IZAHAY MBOLA MILA SY MIANDRY ILAY FAMONJENA AVY @ DADANAY.
    Dia ho hita eo ary ny fandraisan’i TROIKA sy SADC andraikitra @ ‘izao toe-javatra izao, amiko io dia tetika ho
    HANAMBORANA an’i dada eo apatongavana fa MAFY e! mafy rehefa manao ratsy ,dia ny vahoka no hatao fay
    rano, koa avy eo dia hiala tsiny MORAMORA FOTSINY IZY FA EFA NANAO » NOTAM » izahay! tetika frantsay
    marivo tototra be.Toy ny vary mora,trano mora,tany mora,famonoana,fandrobana moramora sns……….
    Dada a! MAHERY IANAO e!! tsy zakan’ny tsenan’ireo mihintsy ny HERINAO!!! mamela ny helony fa RESINAO
    izy ry dada a!!!! avelao aloha hitsangana tsara ilay tetezamita TENA izy vao MODY DADA a!!! TANDREMO e!!!!

  2. Tahotra ! tahotra ! tahotra fa nanao RATSY e!! « aleo hono henjehin’ny ombimasiaka toy izay henjehan’ny
    heritreritra ».Aza mba manao ratsy ihany ray OLONA a!!! » ny alika aza miongo-bolo raha mihinana ny hatsembohan’
    ny namany ».
    Izahay mbola miandrandra FAMONJENA avy @ dadanay fa aza fehezina @ HADALANAREO fa tsy niarahantsika nitavandra
    akory ny HALATRA nataonareo taminy ka izahay koa no HIJINJA NY NAFAFINAREO sy ny FRANTSAY. Rehefa matahotra dia
    avereno moramora ny azy,na henjehan’ny HERITRERITRA raha tsy izay dia MAHASOAVA ny ankohonanareo. Tsy hitaky ireny
    no ahatongavany fa HANARINA ny FAHOTANA MAFATINAREO nanapotehanareo ny tanindrazana toy izao.Tsy matikanikely
    toa anareo akory dadanay fa MANAKAMBO INY ary izay no tsy hitiavan’ny sasany azy, noho ilay ambo-po diso toerana. TSY
    ALEHANY DAHOLO NEFA MISEHO HO MILAY!! MANINONA RAHA MBA MIARY FA TSY MITAVANDRA NY HATSEMBOHAN’
    ny SASANY!KA Eo vao domy aho RANAOTRA!!! hi! hi! hi!! sitrapo ny anao ra FOZA!!!!!te hangalatra eo daholo!!!!

  3. NTSÔ!
    tena mirediredy irery ity ranavalon f ts mbola tonga i dada!!
    nilaontsan-kaiza tokoa e!!
    izahay r’ty tsy nagalatra t@ ra-v8 fa naka ny anjaranay izay nalainy ankeriny a!
    raha mbola misy fananany maitaikiraiky aza any d mbola hanjavona ihany koa!
    reny no alehany refa tia harena loatra fa ts mba mistinjo ny majinika
    aveo in-1 r’ty mba hihinanan’hafa f’efa voky le alika be iry a!!
    ary ny NOTAM in-1, mbola te hiaro ny ainy ny FAT fa rah izahay kosa dia satrinay aza izy ho tonga haingana hailalaovanay ny ainy

  4. Fangalarana mora2! fanolanana mora2!famoretana mora! fandrobana mora2!
    toy ny vary mora e! menaka mora!trano mora! na efa any akady aza ny firenena.
    Hay hadinoko! hanao tetezana mora @ ilay volan’i bois de rose hono e!!!! fa ilay fankatoavana toa mbola miandry
    ilay lakile any @ DADANAY. MIAKAPOKAPOKA VE RY MPANGALATRA a!!! efa fantatrareo fa tsy ho fatinareo
    dia FANAKANANA sisa hatao! MAHERY IZY E! manapetra ny asan’ny satana !!efa midana2 ilay afo be efa miandry
    izay NANIMBAZIMBA IO TANY MASINA IO! soava dia e!! aza miverina intsony!!!dia aza mitarika namana fa nanao
    ratsy nanao irery koa ny HANEFA no HIANTSO OLONA????? ZAKAO FA SITRAPO!

  5. Zarako aza izy mbola tsy tonga mba hipoiran’ny HADALAN’reo foza ho hitan’izao tontolo
    izao,MBOLA MIASA A-tra ,tsy misy avelany tsy hitsikafona ny ratsy rehetra manimba io
    tany Masina io,sady avelao HIPARARETRA tsara ny MPANAO ratsy HITAINTAINA lava eo dia mipoitra ho azy ny
    loto rehetra KETREHINY , miasa ny FANAHY MASINA, TANY MASINA IO FA IZAY MANAO RATSY ao no VIZANA.
    Ka ny zavatra toy itony NOTAM itony dia efa HIHOMEHEZANA sisa ,efa miariary fa TAHOTRA !tsy misy fa tsy TAHOTRA!!!

  6. Mbola governemanta fotsiny no tsy maintsy noravana aza efa mai-molotra ianareo mianakavy. Mbola be no sisa. Tena matahotra mafy ny fiverenan’i Filoha Marc Ravalomanana ireto foza ireto. Izy dia ho avy tsy ho ela. Ny marina tsy mba maty fa tahin’Andriamanitra eny foana. Ianareo no nanao ratsy taminy sy ny vahoaka Malagasy.
    Anareo ny anareo, ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Mpamosavy milevina amoron-dalana ianareo ka manatena valin-kitsaka.

  7. Ce que nous devrions savoir :
    1- Les NOTAM à caractère politique ne sont pas considérés par l’OACI de ce fait elle ne prend pas en compte et ne fait aucune diffusion de ces NOTAM.
    2- Seuls, les NOTAM à caractère technique visant surtout les équipements aéroportuaires et ses infrastructures qui sont considérés et portés à la connaissance des Aviateurs et Compagnies aériennes.
    3- Ainsi, la SADC n’a pas à demander la levée de ce NOTAM puisque pour elle, il n’a pas de valeur et quand viendra le jour qu’elle juge idéal, elle accompagnera notre Cher Président à Madagascar surtout pour participer à l’élection! Soyez sans crainte !

  8. Ce notam est une décision sans valeur juridique prise par un ministère non reconnu et illégal.Donc à jeter à la poubelle.Basta.
    Par ailleurs, la grande muette devient muette depuis le passage des grandes gueules.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *