2 pensées sur “Video milay, TIM Ambatomanohina”

  1. « Mila namana Ambatomanoina e ! »

    Amafiso ny hetsika ry Malagasy ! Aza misy mihanahana intsony, fa araraoty ny fahazoana manao RODOBE !

    Avoahy avy ao amin’ny Magro amin’izay ny tianareo atao, ary aoka tsy ho wawawa instony fa tena
    VONONA HANJERA ITY FITONDRANA RAJOELINA sy FRANTSAY ITY !

    Tsy misy teny fankahalàna izany, fa FITAKIANA ny anjara-toeran’ny madinika nohitsakitsahin’ny FAMORETANA ataon’ny Mpanjanaka sy Rajoelina

  2. Ny azo antoka dia 100% mbola miandry an-Dra8 ny tambanivohitra Malagasy mahantra… Ny eto n-Drenivohitra moa dia ireo foza omena 25000fmg dia donto tsy misy ati-doha intsony no mbola misari-gaigy @ ireto FAT ireto!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *