« Tsy maintsy hiakaranay ny tanana» hoy Rostant

My beautiful picture

Toy ny mahazatra dia nitohy tetsy amin ny kianjan’ny Magro Behorirka ny tolon’ny Rodobe ny Malagasy tia tanindrazana. « Tsy maintsy hiakaranay ny tanana» hoy Rostant taha nikabary izy, hiakaran ny ankolafy telo amin`izay ny lapan ‘ Ambohitsirohitra hoy izy  : ‘mijoroa foana isika fa efa mby ny fandresena’ .Ny depiote Henri Randrianjatovo ihany koa dia nanamafy izay  : « Efa akaiky ny fandresena koa samia isika manam-piniavana hoy  izy. Ny Pasitera Edouard sy Guy Maxime Ralaiseheno ihany koa dia namerina fa tsy maintsy azon’izy ireo ny an-tsasaky ny toerana eny Mahazoarivo : « fifty  fifty » no izy hoy izy mirahalahy ireto.

I William avy amin ny antoko Teza kosa indray dia nanamarika fa tsy maintsy mahery ny ankolafy telo, nambarany ary fa tsy   misy fianakaviam-be iraisam-pirenena manaiky fanonganam panjakana izany eto ambonin’ny tany.

23 pensées sur “« Tsy maintsy hiakaranay ny tanana» hoy Rostant”

  1. misaotra an ‘ ANDRIAMANITRA izay manome Antsika finoana , faherezana ary viniavana betsaka tokoa eo anolohan’ny hamaroan’ireo sembana sy sarotra mifandany Amintsika ary mahatonga Antsika tsy hanaiky ny sehon-javatra , izay nateraky ny tsy fiheveran’ireo olona nnomentsika toky toa an ‘i Zafy ,izay mahagaga tokoa ny nanolorany an ‘ny candidaturen ‘i Beriziky ho praiministra..!
    Tsy mahagaga raha kivy ny olona noho izany satria noheverina fa tsy bado na tsy manan-tsaina i Zafy nefa dia …nanao ny tsy fanao na ny tsy tokony atao..

    Tsy tonga Atoa Franchùan(TROIKA )izay tokony nandinika ny tao mikasika iny fanondroana an’i BERIZIKY HO PRAIMINISTRA INY..
    RAHA NIFANARAKA MIFANARAKA AMIN’NY FEPETRA SY NY FANAHIN ‘NY TONDRO ZOTRA 5 ESPRIT DE LA FEUILLE DE ROUTE ) NA TSIA NY TAO NARAHANA

    -1)RAHA MIFANARAKA AMIN’NY FANAHIN’NY TONDRO ZOTRA MOA NY TAO MIKASIKA INY FANONDROANA AN ‘ IBERIZIKY HO PRAIMINISTRA..DIA AKORY HATAO ARY ?
    sI LA tROIKA ENT2RINE CETTE NOMINATION VOMIE ? REJETEE PAR TOUS ET CONTREDISANT OSTENSIBLEMNT L’ESPRIT ET LA LETTRE DE LA FEUILLE DE ROUTE , IL VA SANS PREJUGER QUE CETTE L’EVENTUELLE RECONNAISSANCE DE CETTE NOMINATION SCIEMMENT FAUSSEE PAR CALCUL POLITICIEN HANDICAPE L’INITIATION DES MALGACHES A L’INITIATION A LA DEMOCRATIE (RESPECT DE LA VOLONTE DE TOUS )ET INSULTE L’AVENIR COMMUN.
    SI CETTE NOMINATION FAUSSEE SCIEMMENT PAR CALCUL POLITICIEN EST MAINTENUE ,CETTE CONSTITUTIONNELLE ( LA FEUILLE DE ROUTE FAISANT FONCTION DE CONSTITUTION DURANT LA TRANSITION )CONSTITUE UN PRECEDENT QUI SERA PRIE COMME REFERENCE / JURISPRUDENCE LORS D ‘UNE OU D’AUTRES TRANSGRESSION DE LA CONSTITUTION..!

    AUSSI,POUR EVITER TOUS CES DESAGREMENTS AU DEBUT DE NOTRE RENOVATION POLITIQUE ,EST-IL SAGE , PRUDENT ET HONNETE POUR NOUS TOUS D’INVALIDER CETTE NOMINATION ET DE PROCEDER IMMEDIATEMENT A LA NOMINATION D’UN PREMIER MINISTRE AVEC TOUTES LES GARANTIES CONSTITUTIONNELLES ( RESPECT DES DISPOSITIONS DE L’ARTICLE 5)..

    – 2)RAHA NY FANDINIHAN’NY TROIKA MANAMBARA FA TSY MIFANARAKA AMIN ‘NY FEPETRA VOALAZA AO AMIN’ NY ANDININY FAHA 5 IO FANONDROINA AN ‘ I BERIZIKY HO PRAIMINISTRA ? DIA MIALA EO NO EO IHANY I BERIZIKY TSY HO PRAIMINISTRA…!

    VEILLONS A NOUS RESPECTER NOUS – MEME D’ABORD AVANT DE DEMANDER AUX AUTRES DE NOUS RESPECTER !
    ARRETONS DE JOUER SUR NOTRE SOUVERAINETE EN ACCEPTANT DES PIECES SONNANTES ET TREBUCHANTES POUR NOUS FAIRE TREBUCHER , POUR NOUS EMPOISONNER PAR FIKA ETRANGERS..
    MARINA TOKOA FA NY AMBOA JAMBAN ‘NY TAOLANA FA NY OLOMBELONA MANAN-TSAINA FA VERY FANAHY MBOLA VELONA JAMBA NY VOLA SY NY VONINAHITRA NOMEN ‘ IRETO VAHINY ..Q ZALAHY E ! MITANDREMA FA EFA TONGA SAINA NY MALAGASY ? KOA MIN’IZY IREO IZAY KARY DIA KARY..
    TSY HANANAN- KAVANA NY FITIAVANA NY TANINDRAZANA SY NY FANOMPOANA NY MALAGASY MAHATRA NOHO NY VOLA MANAJAMBA NY BABAKOTO KELY LOHA !

  2. NY FANEMORANA HO AMIN’NY ERIN’ANDRO AMBONY IRY NY FAHATONGAVAN’ NY SADC ETO ANTANANARIVO DIA MIDIKA ZAVA- MARO.. !

    NY ANTONY LEHIBE HAHATONGA IZAO FANEMORANA NY FOTOANA EFA MATY PAIKA MIKASIKA NY FANANGANANA NY GOUVERNEMENT..§
    IO FANANGANANA NY GOUVERNEMENT IO ANEFA NO TOA ..MAMETRAKA OLANA OHO NY FANODROANA NY PRAIMINISITRA..FANONDROANA IZAY TSY NANAJA NY FEPETRA AO AMIN’ NY ANDININY FAHA 5 -NY TONDRO ZOTRA..
    6TSY VITA NY HOE TSY NANAJA FOTSINY FA AO KOA NY LAINGA SY NY FITAKA MIKASIKA NY TENA ANTOKO NIAVIAN4 I BERIZIKY..
    IZY NO TSY MAHALALA FA MPIKAMBANA MANANA NY LAHARANA FAHA -TELO AO AMIN’NY LEADER FANILO I BERIZIKY ARY MIARAKA AMIN4I RAJOELINA IZY..AZY IZANY .FAHAFAHANY IZANY .
    FA NAHOANA KOSA AZA I ZAFY NO NANDAINGA KA NILAZA FA ANISAN’NY ANLOLAFY ZAFTY I BERIZIKY ?
    SAO IO LAINGA AZA NO MANAMARINA NY FIHATAK4I DR RAKOTOVAHINY TAMIN’ NY ANKOLAFY ZAFY ARY SAO IO FANAPAHAN-KEVITR’IZAFY IO NO NAHATONGA  » IRETO ATAONY HOE SOUS-OFF HITENY OMBIENY OMBIENY MANAO HOE : 3 IZAHAY DIA IZAY LAZAIN ‘NY PREZIDA ZAFY NO ARAHINAY § « .FAHAFAHAN-DROZO IZANY..FA KOSA RAHA MIKASIKA NY AIM-PIRENENA NO ANAOVANA SANGY MIHAOTRA NY LOHA KA ANAOVANA FIKAFIKA SY LAINGA DIA TSY EKENA NA IZA NA IZA NANAO IZANY..
    TONGA ANY AMIN’NY SADC NY RESAKA ARY MANDALINA IZY IREO ARY METY MAMETRAKA FANONTANIANA MARO !
    TSY APETRAKO NY FANONTANIANA FA AO AN-DOHANTSIKA TSIRAIRAY IZANY..!

     » POUR MENTIR , POUR MENER LES UNS ET LES AUTRES EN BATEAU? IL FAUT AVOIR DU DOIGTE ?, DE LINTELLIGENCE ET DES RAISONS CREDIBLES POUR LE BIEN DE TOUS..POUR AGIR..DE CETTE FAçON.. »..

    TOUTE VERITE DOIT ETRE DITE A HAUTE VOIX !

  3. Clap clap ho antsika mahari-pery, tsy taitry ny mena miraviravy, …
    Diavolan-ko lava, ny lalao METY mbola ho ela,
    Ny fomba fiady iray dia : Tsetsenana koa ny sofiny

    Ny fandeferana, ny CONCESSION ra- OMER Bekrizy: ny ankolafy ravalomanana no tena mampiantra azy raha zohiny ny marina hatreto an! (enao ko toa otran’ny tsangan’olon fotsn – sao atao hoe efa manana traikefa @ fifaneraserana @ bailleur de fonds FA MILA FAHAIZANA MIJERY AKAIKY NY FOTOTRY NY OLANA KO ANIE E: i tgv sy ny mpanompon’i france rehetra)
    __

    Tsy hay ny tsy hisaotra ny antoko TEZA mandray ny fitenena entoana: marina dahol ny voalazanao an!

  4. Clap clap ry HoAiza, fa betsaka laotra izay fandeferana natao izay â !
    Ho hita eo izay ho lazain’ny CPS amin’ny alatsinainy, ary ao ireo manantena fa hiaro ny vahaoka i Fransman, ka dia miandry !
    Raha mbola ireo jiolahy ireo no homena ny rariny, dia rehefa tsy ny Lalàna intsony izany no tandrovana ; dia tokony samy mahazo manao an’izay tiany atao daholo, ny olona !

  5. aîe aîe aîe km, la marque Dole me dit qque chose
    je vais fouiner
    et pense revenir sur le sujet « ImportExport » qui m’intéresse.

    Merci!

  6. Ho fanampiana anao ry HoAiza â !
    Ao anatin’ireo oron’asa ao Rungis (betsaka no fantatro), dia misy Sté roa mpanafatra sy mpivarotra ambongadiny voankazo sy legima, DOLE FRANCE ary EXOFARM . Olona iray ihany no talen’izy ireo !
    Io EXOFARM io angamba, « dia mety misy hifandraisana » amin’i DOLE-ILDOHA-IMPEX.

    http://www.tradezz.com/corp_1389650_DOLE-ALDOHA-IMPEX.htm

    Ka ny « mampiomehy » dia ity sté Dole Impex ity izay an’i

    http://www.africaintelligence.fr/search/search.aspx?Keywords=DoleImpex

    na koa efa resaka be teto amin’ny MyDago tamin’ny volana Août. Ny sujet dia hoe :
    Guy Maxime Ralaiseheno : I Andry Rajoelina mihitsy no tokony hampiatoana amin’ny asany.

    Mahazo « indramina » na « alaina » tahak’izao ve ny anaran-javatr’olona sa….. ?

  7. Misy post fanazavàna any ry HoAiza fa mbola en attente de modération, fa diso ny tenako. Tokony lien iray ihany aloha no nalefako, fa tsy tonga dia roa !

  8. Miakara de mandrosoa e! tanàna tsy mialonjafy AMBOHIJANDRIKELY, fa tsy ampahafirin’izay efa voafehiny zay tonga ao e! Marina le hoe Zandrikely metatra fa Ra8 kilometatra, hitako ary lery any @ 400 km miala an’i Madagasikara koa!

  9. Voadona, sy voakapoka mafy indray ny foza dia miverina mirediredy eto ! Hi hi hi !
    Tsy nahazo toerana angaha ny rain’ilay rabe no mitabataba toy ny sinoa very entana eto ?
    Mpangalatra sy mpamono olona no andriandrianina ?
    Sampiô, fa sampiôn’ny ASA RATSY SY MAIZINA ! ASAN-DEVOLY !!!
    Tsy tafa hoa ! Efa lazaina fa arakaraky ny firediredena sy fanenjehan’ny foza an’i Ravalomanana eto, no ahitanay fa miha mangotraka ny rano ilomanosan’ny foza !
    Terymômetatra ! MDR !!!

  10. Ny dadan-dRabe r’ise ry devoly manandrambo olona tsotra kely any @ bakart nampiana-janaka a! au contraire, nareo zao no tena mangotraka, very seza, telo taona rovitra pataloha, de aza miteninteny foana e! efa ela izay nanaovana izay fa aiza ze eo! efa ela ny nandrenesana hoe, mangotraka ny foza, fa aiza ze eo! de ho hita eo e! maivana kely nareo oa! kôzy e!

  11. Ny devoly no mifaly amin’ny fahoriam-bahoaka, ka ento any ny rambonareo, rambo fanafifiana tay toy ny an’ny hipôpôtama ! Aza mitsiriritra ny ahy vokatry ny hazavàna !
    Voa mafy, tsy namokatra ny dadan-drabe ! Mba niezaka nampiana-janaka fa indrisy ê !
    Fa dia naninona laotra ? Diso nandrefy lalana any ka simba tsy azo amboarina intsony ny atidohan-janany ! Tsy mahafantatra an’izay mivilana sy mahitsy atramin’ny zanany !
    Mpanongam-panjakàna sy jiolahy no atao Andriamanitra kely !
    Ne mérite aucune considération ! Basta !

  12. Tena tsy mahita sy tsy manana arguments valables mihintsy ianao ity rabe(rakely) a!

    Mnao vavan’ny mpanaty rà-kena foana fotsiny sisa!!

    Tena tonga amin’ilay hiran’i Besa hoe: « Atao hoe jamba sy marenina izay tia a »
    Jamba sy marenina marina amin’ny fitiavana an’i jo-hell!!!

  13. Nouveau gouvernement : la liste sous toutes réserves
    Jeudi, 17 Novembre 2011 09:28

    Des informations qui ont filtré hier des hautes sphères, nous avons conçu la liste suivante, publiée sous toutes réserves. Des postes ne sont pas encore pourvues, tandis que les sièges déjà occupés sont susceptibles de changement.

    En tout cas, on apprend que la cérémonie de proclamation de la composition du gouvernement aura lieu ce jour à 16 heures, au palais d’Iavoloha.

    – Ministre de l’Economie : Pierrot Rajaonarivelo (MDM)

    – Ministre du Budget : une femme de la mouvance Zafy Albert

    – Ministre des Finances : une personnalité désignée par Andry Rajoelina

    – Ministre des Affaires étrangères : Yvette Sylla (TGV)

    – Ministre de l’Intérieur : Florent Rakotoarison (AS)

    – Ministre de l’Education nationale : Manoro Régis (Zafy)

    – Ministre de la Justice : Maharante Jean de Dieu

    – Ministre de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire : Hajo Andrianiainarivelo (TGV)

    – Ministre de la Fonction publique : Tabera Randriamanantsoa (Zafy)

    – Ministre de l’Industrie : Manandafy Rakotonirina (Ravalomanana)

    – Ministre du Commerce : Jean Max Rakotomamonjy (UDR-C)

    – Ministre de l’Environnement : Miandrisoa Marcel (Zafy)

    – Ministre de l’Agriculture : Roland Ravatomanga (Ravalomanana)

    – Ministre de l’Enseignement supérieur : Befeno (père) (Arema)

    – Ministre des Transports : Benjamina Ramanantsoa Ramarcel (Escopol)

    – Ministre de la Pêche : Dr Joseph Randriamiandrisoa (Zafy)

    – Ministre de la Défense : Général Lucien Rakotoarimasy

    – Ministre de l’Eau : Reboza Julien (UDR-C)

    – Ministre de la Population : Dr Brigitte Rasamoelina ( Escopol)

    – Ministre de l’Elevage : Olga Ramalason (Ravalomanana)

    – Ministre des Postes et Télécom-

    munications : Ny Hasina Andriamanjato (UDR-C)

    – Ministre de la Communication : Seva Mboiny Simon (Ravalomanana)

    – Ministre des Sports : Henri Randrianjatovo (Ravalomanana)

    – Secrétaire d’Etat à la Gendarmerie nationale : Général Randrianazary

    Postes qui restent à pourvoir :

    – Mines (Présidence HAT)

    – Hydrocarbures (Zafy)

    – Santé (Zafy)

    – Travaux Publics (AS)

    – Energie

    – Enseignement technique et professionnel

    – Jeunesse

    – Culture

    – Tourisme

  14. Hikorapaka indray izany ny GTT, izay miandry lava ny ataon’ny Domelina ?!!!

    Andraso foana e !!! Aza atao ihany ny hetsika ! 🙁

  15. TANANEWS !

    21:06 URGENT LIVE La formation du gouvernement d’union national reportée sine die !

    21:19 LIVE Les acteurs malgaches sont en train de s’apercevoir qu’il manque quelque chose à la Feuille de route !

    Ce n’est pas quelque chose qui manquent à cette feuille de route, mais BEAUCOUP DE CHOSES ; et pour n’en citer qu’une, la non ingérence OBLIGATOIRE de la France et de son Ambassadeur dans cette affaire !

    Telles sont à priori les dernières nouvelles ; à mon humble avis, Zyrkosa ne doit pas trop « mikoropaka ê » pour sortir cette liste !
    Le match qui se déroule à Ambatobevohoka est loin d’être terùiné !

  16. Alefaso ry zareo izay niandrasana hatry ny ela â !
    Entano ny vahoaka ry Manoela fa vitanao io â ! Tsy misy zavatra ho vanona mihintsy ao, efa ho telo taona izao ireo no mambotry sy mamono ny vahoaka malagasy !

    Ilay FDR floue, ilay kely filou kanefa manantena mafy ho antsoina hoe Filoha !

    Radomelina mpanongam-panjakàna no tsara atao anarany mandrakizay !!

    Aza adino koa ry zareo fa i Beriziky io hoy aho, dia tsy mazava !
    -Anisan’ireo nangataka fankatoavan’ny UE izy, niaraka tamin’ilay kely
    -Tamin’ny alarobia 20 mey 2009, raha nisy ilay antsoina hoe « concertation politique » nokarakarain’ny vondrona eraopeana, izay natao tao Ambatomena, dia SOLONTENA folo ry zareo no nanatrika an’izany.

    Fitsinjarana sy anarana :
    Ankolafy Ravalomanana : Raharinaivo sy F. Andrianirina
    ANKOLAFY RAJOELINA : LAHINIRIKO SY BERIZIKY
    Ankolafy ZAFY : Rakotovahiny sy Manoro
    Ankolafy Ratsiraka : Ben Marofo sy Ramisandrazana
    Ankolafy « Exilés » : Rajaonarivelo sy Vianey

    Fanontaniana : Azo hitokisana marina ve io Beriziky natolotr’Ingahy Zafy Albert io ?
    Tsy asiana resaka ny raharaha mikasika BDR, momb’azy !
    Olona nanaiky ho solotenan’ny mpanongam-panjakàna izany anie ry zareo ka MAMPIERITRERITRA IHANY Ê ! Azo apetraka amin’izany olona izany ve ny atao hoe FAMERENANA FANJAKANA TAN-DALANA izany ???

    Tsara hiverenana atao mazava tsara ilay FDR !
    Governemanta tsy tokony aharitra io, ka tsy tokony atao betsaka ny isan’ny ministera.
    Tsara ho fantatra dien’ny mialoha ny isan’ireo ministera ary ny fitsinjaran’azy.
    Ny praiministra sy ny ankolafy ôfisialy ihany ( Azo hiverenana ny tapaka tany Maputo ) no mijery sy manendry izay ho ministra.
    IZAY HO TENA FILOHAN’NY TETEZAMITA, DIA MANAO FANAMBARANA AMIN’NY FOMBA ÔFISIALY NY ANARAN’IZAY HO MINISTRA, FA TSY MIHIDITRA AMIN’IZAY FOMBA NANENDRENA SY NANOLORAN’NY ANKOLAFY TSIRAIRAY AVY !

    Farany, atao mazava tsara ny zavatra azon’ireo ministra atao, ny TSY AZON’ILAY GOVERNEMANATA ATAO IZANY !

    Anisan’ny hevitra atolotra izany, fa asa mety misy hevitra hafa azo aroso. Ohatra, maninona raha mba alaina tahaka ny nataon’ny italiana farany teo ? Tsy misy mpanao pôlitika ao anatin’ny governemantany vaovao, fa teknisiana daholo (tsy ekena koa ny miaramila)!
    ARY MIALA TEO KOA IZANY ILAY KELY !

  17. Tsisy commentaires le liste eto a! mangarahara tsara! ny olona oa mahay politika, fa ny teny avoakanareo eto, de bolokilahy e! NY EO FOANA NO MIVERIMBERINA!za efa NANASA AN’ISE
    hanao ady hevitra @miko @ radio nareo any dago, na eto France ry Verbeeck de ho hita eo zay tsy niatra, fa tsy sahy ianareo a! io nianatra io foana, kanefa eto de tsisy zava-baovao fa fandrebirebena no betsaka, tsy mahagaga raha tsy manatody ny ankoho koa! de mafimafy ihany oa zay niteraka an-DRAINIVOANJO a! tena mokony be sy têtu fotsiny fa tsy hanao raha e! rereka oa! lany fika!

  18. Aza mandany ancre ê ! Mandehana mibalady any amin’ny toure Eiffel !
    Tsy mahatakatra ny pôlifika a vol entanareo ny eto !

  19. Raha vao misy hevitra tsara miroso eto dia efa tsy maintsy eo ny foza MITSIVALANA,
    hita mihintsy fa handevozin’ny DEVOLY ka efa tsy mahita sy tsy mahalala afa tsy ny RATSY.
    Miseo ho mibahambahana ery ireto foza f’angaha misy an’i domelina tafiditra ato @’ity Site ity no mba mitsovalambalana
    eo daholo ireto izy ry KINTANA???Kintana no resahako eto sao MANDRAY tsy raisina eo daholo indray.
    Mba hampitao eto izany Radio fahazavana izany rehefa mba mandeha ry kintana fa mba liam-baovao MARINA ny aty fa
    efa leo FAFY LAINGA lava izao a!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *