Ambatobevohoka sa hamoa-tsampona?

gov

Miandry ny fahaterahan’ny governemantan-dRaBeriziky ny Malagasy, ho teraka soaman-tsara ve ? sa hanao  ambatobevohoka toy ny an-dRaMangalaza ? sa ho teraka ihany fa zaza sampona toy ireo rehetra nifandimby hatrizay nitondran’ny mpanongam-panjakana?

Amin’izao anoratana izao dia mandeha be any anaty tranonkala ny anaran’ireo ho minisitra 35 mety ho hahazo « sezam-boninahitra ».Ny dimy (5) amin’ireo ihany anefa no an’ny ankolafy Ravalomanana.Ny an’ny ankolafy Zafy dia miisa fito (7) be izao, ny ambony moa dia an’ny ankolafy Rajoelina avokoa (vakio ity LISTE_MINISTRES)

Fomba fiadin-dRajoelina hatrizay io « midongy an-kanina » io, izay rehetra angatahiny dia tsy maintsy eken’ny rehetra (kanefa anie izy tsy nandalo fifidianam-bahoaka 20 tapitsisa akory e?) ary dia izy no « Mpanjaka  » kely mihitsy, hatramin’ireo manam-pahaizana fara-tampony dia mandadilady sy manaiky azy, indrindra moa ireo vahoaka mahantra « fozaorana » kely ireny dia miandrandra fatratra ny  » tsena mora » sy ny « zoma fanampiana » avy amin’ny « flou ».

Eh  dia ny tena no menatra e ! …

Mazava anefa ny baiko nomen’ny filoha Ravalomanana tamin’ny sabotsy lasa teo : » fifandanjan’ny fahefana » ihany no azo ekena.Fifandanjan-kery eo amin’ny mpanohitra sy ny FAT.Ny mampieritreritra anefa dia izao : ny ankolafy Zafy Albert izay efa nahazo ny toeran’ny Praiminisitra dia mbola manana tombony isa ambony ampanga ihany, lojika izay satria azy ny lehiben’ny governemanta, fa ny mampalahelo dia tsy isan’ireo « tompon’ady »  ny ankolafy Zafy, haingon-tsehatra no misy azy.Ny marimarina kokoa dia mpilalao mpisolo toerana, kanefa dia nampiakarina kianja daholo ny ekipany.Raha hoan’ny mpilalao fanorona dia azon’i Zafy ny Ringa e ! Be no mety  tsy ho afa-bela eo !

Politika anefa no lalaovina fa tsy fanorona na baolina, politika toa midika  fiovaovan-kevitra, fivadiham-palitao.Tsy voatery ho ny avy aty amin’ny ankolafy telo foana koa anefa no misedra ny fivadihana  palitao fa mety ho ny avy an-daniny ihany koa, eo no mahasarotra ny famakafakana politika.

Na ho ambatobevohoka na ho zaza sampona anefa dia miandry ny ampitso ny rehetra…

16 pensées sur “Ambatobevohoka sa hamoa-tsampona?”

  1. Miandry ny SADC sy i Franceman i Beriziky sy ilay kely ! I Franceman anefa toa nanipy gant sahady, satria nilaza fa tsy hiverina raha tsy efa « tafatsangana » hono ny Gvt de Transition TENA IZY ! Ny ambasadaoron’i Sud-Af hono no misolo azy vonjy maika !
    Eo ankilan’izany, dia handalo eo anatrehan’ny CPS -n’ny UA indray ny raharaha, satria maro ireo zavatra nihiniana tsy ho tanterahana, na fitsipika tsy narahan’ny mpanongana !
    Raha mandeha any amin’ny hôtely fisakafoanana, dia misolo ny lamba-databatra sy ny lovia, antsy sy sotro maloto rehetra, izay vao ampandrosoana sy avela mipetraka ny mpihinana na kliâ !!
    Fa ny antsika, toa na ny lovia na latabatra sy « seza » maloto, no hiadiavana amin’ireto kliâ tsy mety hiala ? Ny sakafo ho aroso na menia aza, toa tsy mazava tsara akory ?
    Mikatso tanteraka ny raharaha ! Ambatobevohoka ê ! Pregnant stone is the answer !
    Fampiarana ny Accord de Cotonou, ny Charte africaine des droits de l’homme, de la gouvernance et des élections ihany hoy aho, no any hahitan-tsika vahaolana !
    Ny fifanarahana rehetra nosoniavina izay, dia tsy tanteraka satria « maloto » laotra ! Feno dian-tongotra sy dian-tanan-dry zalahy menasofina !
    Ny tompon’andraikitra ôfisialy efa nandefa sy naneho ny tsy fankasitrahin-dry zareo an’io ataon’ny mpanongana io !
    Ho an’izay te hietsika, tokony mba taritinareo manana na lehiben’na FIKAMBANANA ny olona, mba haneho (ohatra manoloanan’ny ambasady sud-af Paris sy Antananarivo) ny hetahetan’ny vahoaka malagasy !

    OMEO NY DATY ARY OMEO NY ORA !!!

  2. Et l’on rejette à Ravalo comme étant facteur bloquant de la crise
    Faut pas gober n’importe quel dire « bouder » par exemple qui est du ressort d’esprit mpanongana en mal dans leur course effréinée et au flair acquis 3 V : comme ça c’est little boy qui fait la pluie et le beau temps? Ce mal-élévé jiolahimboto d’espèce pas rare (cf kadhaffi) prouvé être conçu pour demeurer capricieux on fait mine de laisser dans les oubliettes le fait que c’est lui le fond du problème…

  3. Ilay kely manao loham-boto, izay tsy dia mahagaga intsony, fa i Beriziky sy ny ekipany koa no mahazendana !
    Lazain-dry zareo fa voaharaka tsara amin’ny antsipirihany hono ny tondrozotra !
    Midegany daholo mihintsy ê !
    Olona 4 no azo atao hoe avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, izany hoe mihaotra kely ny 10%.
    10% ihany izany no isan’ny malagasy tia azy, sy nifidy azy ! 90 % izany manohana ny mpanongana sy ny akamany rehetra. Ka inona moa no antony hitolomana eto raha izany marina, rahatoa ka mahafaly an’ireo 90% ireo ny toe-javatra misy ?

  4. Mazava ny tenin’i dada e! » avelao ho hitany eo ,ohatra an’iza izany ankolafy RAVALO izany? »
    Fanainiana hatao izao mba HANASARAHAMBAZANA ny ankolafy 3, tetika frantsaian’alika izao.
    Efa tsy izy io fa efa manana TETIKA HAFA ANDRIAMANITRA,aoka isika ahatoky azy tanteraka ary HAZOTO HIVAVAKA.
    Loha-poza ve hatao MAHAGAGA???Ireto hirak’i dada mihintsy koa no tena VONGANY daholo ka tsy mahagaga raha tsy
    mahita vokatra fa toa HAMPIESONIN’ny foza fotsiny toa VOAN’ny RAIKIRAIKY DAHOLO IRETO IZY!!!!!!MBA MIFOAZA
    ZALAHY a! TRATRY NY FONOKA DAHOLO VE e!ny MIALA AO NO METY dia ny mbola tsy misy MARATRA!!!

  5. Efa tsy misy hevitra intsony io e , raha hihemotra izany tsy raharahan-dry foza fa handroso foana izy , ny 30 efa manaiky koa izay 5 dia ho soloiny fotsiny dia lasa zao dia tara eo ny vendrana (mvence R8), papier hygiénique hoy aho tsy hain’ny gasy fa ny « rotaka » ihany dia « gagnant »

  6. Dia handroso ho aiza anefa izy hoy ianao raha toa ka tsy ao ny ankolafy RAVALO???
    eny e ! mety handroso izy fa ho azony ve ilay FANKATOAVANA???ho resy lahatra ve
    ny firenena mikambana izay efa nandaha ireo hatr@ voalohany???fanontaniana ny ahy fa tsy mampino ahy mantsy
    raha toa ka ahazo FANKATOAVANA eo ireo raha mbola izao no fandehany??

  7. Raha sendra nijery ny sarin’i TGV etsy ambony etsy izaho dia hita mihitsy ny fiheverany ny tenany hoe: izy no tena MAITRE nefa tsy fantany fa ny PREZIDA RAVALOMANANA no tena KILOMETATRA.Ary ny tena mahagaga anahy tsy woe akory izaho no tena mandinika lalina, satria mantsy maninona no io BANDY KELY tsy hatrinona tsy haninona io no afaka handidy anireo olona izay ZOKONY daholo, nefa dia manaiky azy aminy adalany.Ka misy fanontaniana apetrako ity. I BANDY KELY sady tsy mahay no sady tsy nianatra, nefa haotrany tena i leiry no tena miseho anazy mandidy ary fahefàna avy aiza io entiny io, raha mbola nalefako ny fandinihako dia hitako fa i LEIRY dia mitovy aminitony TAMABOHA apetraky ny MENA SOFINA omena TAMBINA VOLA BE rahatoa ka mahomby, ka raha sanatria kosa mivadika dia mitovy aminireny BAINGATANY tsy misy ilaina anazy ireny intsony ka hatsipy any aminy lavaka feno OLOTRA, LALIMANGA, BIBILAVA sy ny sisa sy ny sisa.Ka gaga ihany mantsy izaho woe: BANDY KELY HAOTRANIO vé dia afaka mandidy anireo manodidina anazy izay efa be taona noho izy no ankebeazany, fehany: TGV izany dia TAMABOHA POAKATY FENOINA VOLA, ary ireo vola dia vola avy aminy MENA SOFINA ary rehefa avy eo dia VOLA MISY TAMBINY ZATO HENY ,tsy inona izany fa MADAGASIKARA izay tadiaviny zanahiny indray aminy FOMBA TGV. NEFA TANDREMO FA MASINA NY TANINDRAZANA.

  8. Rasamy a! aza hadino fa MANOMPOSAMPY io!!!Sampy no mampamikotra azy eo!
    efa nanana tetika ny frantsay fa ho hajedaka io dia ho HAILIKA aty @ MPANOHITRA
    fa tsy mamely sady efa MAIMBO eran-tany, fa io izy mbola mamikotra ohatry ny DINTA, efa fantany koa ny miandry azy
    raha vao afaka eo izy dia io MAMIKOTRA mafy,fa arakaraka ny hamikirany eo no mandetika azy any @ LAVAPIRINGY
    izay sahaza ny olona toa ireny. Tsy ny mahakely azy fa ity toetra ???tsy faka taranaka !asa izay mba niteraka an’io olona
    FAKO aza mbola azo JERENA sy HANKASITRAHANA amiko,NIDIRAn-DOZA NOHO NY TSY FIHEVERANA KELY foana
    ny firenena, dia izao ny vokany!!miosina ! milomano @ malotony sisa, efa hampihinanany mihintsy aza.

  9. Zandrikely aloha tena bôgosy no sady favy e! raha tsy izany nananany zanaka Sarah zanaky dadanareo! R8 ane zany no tena dadan-dRajoelina , an! an! diso aho, ravozany e! de favy koa izy fa andrarezina be ohatr’iny de nazerany,ny dikan’ny oe nazerany eto de nametra-pialana, fa ngaha tsy nahatoky tena @ maha favy be azy? de zendana hatramin-dry Rasamy, hoe dadany le Zandrikely, fa raha endrika sy bika izany aloha tsy azo ampitahaina dadanareo sy izy, maneke oa resy, fa dominen’i Zandrikely sur tous les plans dadanareo, na fomba fiteny, na fihetsika tsy afa-mitaha @ zandrikely zany Ra8, romotra be anie nareo zany e! ohatran’ny dadany ihany e! mora tonga fofofna de miteniteny foana! henjana oa Zandrikely! mbola tsy miaiky foana ve? Rasamy aloha eto defa manaiky fa kely fa dada lery e! Ranavalona koa manginy fotsiny, henjana lery Rana a? bye! Akamantatra ty raha mahay milaza ô! iza marina ary raha fantatrareo ny dadan’iny faralahin-dRA8 iny? valiny: indice kely Z.k e!

  10. Zandrikely aloha tena bôgosy no sady favy e! raha tsy izany nananany zanaka Sarah zanaky dadanareo! R8 ane zany no tena dadan-dRajoelina , an! an! diso aho, ravozany e! de favy koa izy fa andrarezina be ohatr’iny de nazerany,ny dikan’ny oe nazerany eto de nametra-pialana, fa ngaha tsy nahatoky tena @ maha favy be azy? de zendana hatramin-dry Rasamy, hoe dadany le Zandrikely, fa raha endrika sy bika izany aloha tsy azo ampitahaina dadanareo sy izy, maneke oa resy, fa dominen’i Zandrikely sur tous les plans dadanareo, na fomba fiteny, na fihetsika tsy afa-mitaha @ zandrikely zany Ra8, romotra be anie nareo zany e! ohatran’ny dadany ihany e! mora tonga fofofna de miteniteny foana! henjana oa Zandrikely! mbola tsy miaiky foana ve? Rasamy aloha eto defa manaiky fa kely fa dada lery e! Ranavalona koa manginy fotsiny, henjana lery Rana a? bye! Akamantatra ty raha mahay milaza ô! iza marina ary raha fantatrareo ny dadan’iny faralahin-dRA8 iny? valiny: indice kely Z.k e!

  11. Aiza moa handroso nareo ry rabe koa ry TGV no lazaina fa bôgôsy fa tsy mba mety ho tsara angaha ny olona avy eny amin’ny bas quartiers no mbola misolelaka snoby foana ianareo e!tsy tiana ny snoby anefa iny no lazaina fa favy rehefa avy eo nefa iny DJ iny angaha manao anareo eny amin’ny bas quartiers ho favy.Raha charisme ry rabe dia ry Obama no mbola manana sady tsy manao plagiat rehefa miteny amin’ny conférence. I Dada tsy manao an’izany anefa. I Dada izany mbola milay sady tia tanindrazana, izay no tena zava-dehibe. Fa fantatro rabe ny tsy hitiavanao an’i Dada ary lazaiko aminao fa ao Paris ao tsy mety manantona miresaka aminao ny olona rehefa mamofona ianao fa miala-pa ny olona.Na clochard maloto aza ianao ka tsy mamofona dia azo hiafiana ihany fa rehefa mamofona ianao dia tsy manantona anao ny olona. Ary izay no mahazo ny olona lazainao rovitr’akanjo sy maloto any Mada, betsaka amin’izy ireo no mamofona ka ailiky ny olona. Ka ny tokony ataony aloha dia misasa, tsy hoe ny bain douche no tsy misy, ohatra ny bain douche eny Mahazo-Ambatomaro dia tsy be mpamangy nefa dia azon’ny rehetra aleha fa ilay zoto ny ho eny mihintsy no tsy misy ka dia aleon’ny rovitr’akanjo tsy misasa mamofona.Tsoriko aminao fa raha tsy mamofona ireo olona ireo na rovitr’akanjo aza dia ailiky ny olona.Manao azafady aminao aho rabe raha milaza izany satria ianao milaza azy ho miaro ny bas quartiers fa tsy tia snoby.Anay aty koa tsy tia snoby nivoaka collège de france, fa malagasy nivoaka avy tao amin’i PATA izay no financer-ny missiona avy any holandy.

  12. Misy olona efa MIVIKA eto marina!!!mbola misy toerana malalaka kely ve any @
    18 any ry zareo famisy olona 2 tokony hampidirina any.Ilay anankiray efa ila hipoaka
    ny lohany fa tsy misy mankasitra ny iray MIDELIRE mafy fa matahotra an’i dada, dia mirediredy anie izany e!
    dia manninona indray izy io no naverina in-2??? iray aza efa mankando be !!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *