23 pensées sur “« Ambiance milay » Magro 05 Nov11”

  1. Pourquoi le grand pépé tousse tant!à cause de la boue et des poussières de Magroberirikaandranomaimbo peut être!il a l’habitude de Carlton et Colbert!demandez lui quand même de jeter ces mouches qu’ il a dans les poches et qu’il fait ingurgiter aux orphelins déjà en déroute suite au KO de leur exilé de dada;jeter l’éponge!toute chose a une fin et l »argent ne règle pas tous les problèmes!Comique,il amuse la galérie!Machiavelique même car il se moque des zanak’olo reo!personne pour les aider car le père les a jétés aux mains de politicards véreux,sans foi ni loi!minoa fotsiny ihany car il n’y a pas encore de pm et on attend les caprices d’enfant de dàdà;;la troika a rejete said omar et fransimany soutient dàdà ;aussi Ndafy est le nouveau favori de PMU

  2. Mbola mamerina ihany aho :

    Aoka ianareo Deputé HITAMBATRA,
    amin’ny anaran’ny Solidarité Nationale, ary,
    Hanao fidinana eny amin’ny 13 Mai,

    HITAKY ny zon’ny vahoaka, fa leo ity ataon’ny HAT Otage ity izahay !

    Tsy manakana velively izany hanohy hatrany ny eo amin’ny Magro ao aorina raha ilaina.
    – Hiamalefaka ny tolona raha eo amin’ny Magro fotsiny, fa :
    MAHASAHIA MIJORO SY MITOLONA :

    Tarito ny Vahoaka, fa efa vonona hatry ny ela hanao filaharam-be !

  3. Efa tsy any @ ‘ilay PM intsony izao ny adintsika fa @ FANATANTERAHANA ilay
    TONDROZOTRA. Aoka mba tsy hivoana @ ilay tolona niaretantsika nandritra izay ela izay
    isika fa hanaja hatrany ny FIRAISANKINA, izay be no basy!ary eto no tsy maintsy hitandremana ny MPANARARAOTRA
    @ tetika rehetra HANASAMAHANA antsika,RODOBE ho an’i MALAGASY rehetra tsy ankanavaka .

  4. Tsara io hevitr’i Ranavalona io ary izay no anoratantsika eto satria ny hevitry ny maro mahatakan-davitra.Tokony asiana rodobe tsy ankanavaka(tsy ailika ny ankolafy zafy ary na anciens TGVista ka tonga saina dia raisina an-tanan-droa) dia mitety ny masoivoho rehetra manatitra taratasy milaza amin’ny antsipirihany ny tadiavintsika(fanantanterahana ny tondrozotra antsakany sy andavany)Zafilahy dia afaka manome io taratasy io miaraka amin’i Ranjeva na i Maitre Hanitra.
    Dia asiana fanontaniana ao amin’ilay taratasy hoe mety hanatrika atelier de travail karakarain’ny opposition ry zareo raha misy izany.Izany atelier izany raha raikitra dia fandraisana anjara ny rehetra ao amin’ny opposition.Manatrika fotsiny ry zareo vahiny miaraka amin’ny mpandika teny raha toa ka tsy afaka mandray anjara.Ny tanjona dia ny mba hahafantaran’izy ireo ny hevitra rehetra mety mivoaka eo ho ampitainy any amin’ny lehibeny isany.Ny masoivoho tsotsoka dia anaovana sit-in mba hahalalany fa tokony hisitaka i Chataigner.

    Dia tokony hanao rodobe koa ny GTT aty eropa na dia manatitra taratasy ao amin’ny siège ny onu fotsiny aza.Tokony alohan’ny ny 17 io rodobe eropa io.

  5. Io ary Ndafy fa reraka mialoha, de mampalahelo marina ireo mpihaino ao @ magro, fa ohé! ohé! fona na de mandainga be tsotra izao aza Ndafy! tsy niteny an’io Fransman, fa rehefa tafatsngana ny institution fanendrena PM avant 1 Nov, gvt avant 17 Nov, avy ny momba ny CST, CNT, vao azo averina dadanareo raha ho tafaverina, de zay foana oa, sagnagna lava izao zahay mamaky anareo eto. Io ary oa le nolazaiko efa ela, satria tsy mino ahy ianareo, fa ny trois mouvs de forme fotsiny fa ny fond tsy miady tsy miady fa ny kobay an-kelika ihany, izy telolahy ireo oa efa nifampikakay hatramin’izay, de tsy maty na oviana na oviana io, de io iaraha-mahita eo ny valiny. D’efa firy zay attaques nareo an’iZAFY zay vao omaly dadanareo no nitabataba taminy, fa tsy niera hono, fanga niera t@ mouv Ravalo Zafy t@ fanendrena an’i Ndafy sy Beriziky, tsy izany no marina fa tsy nisy fitsipika nifanaraha sy nazava tao fa samy nandeha samy nitady de ireny le dradraina lava eto hoe manam-pahaizana ianareo, defa miteny impiry oa za fa miteniteny foana oa sisa azon’ireo meneurs nareo ao ireo atao fa lany jijy. Ratsiraka indray de ireny sisa no azo hambara, ary iny no tena FOZABE BIBY MITORONA, kanefa aza manakiana be fahatany azy fa iny ny mpanao politika tena faran’ny maranitra @ireo goaika ireo, fa 1 millions io ry zalahy omen’ny dadanareo azy io a! hiara-manomana coup d’état izy roalahy ireo, jereo ireny notenenin-dRAVALO @ chaîne Al Jezira ireny, « raha ohatra ka tsy hi négocier @ hiverenako ny HAT, option voalohany io, de ny faharoa, de coup d’état, satria ny miaramila gasy eo @ 200 eo no tsy mankatoa ahy », de ireny foana izy e! MEGALO, ohatr’iny foana, ary iny oa tsy tia tanindrazana izany ary tena olona lian-drà, de tsy mino ahy foana ianareo, fa olo-masina sy marina be iny. Fa aleon-dRavalo, na tsy hiverina eo aza izy mahita an-dRajoelina maty, haineux loatra de tsy tafa e! Ratsiraka koa tsy hiasa Talata hampiverina an’i Dadanareo zany, ary famelezana ny mouv Ravalo ny tsy nanasoniavany an’iny FDR iny fa na Zafy na Ratsiraka anontanio franchement, fa tsy mankasitraka ny hodian-dRavalo izany ireo, na ny hiverenany @ fitondrana, ary za oa efa niteny anareo hatrany am-boalohany fa io no zavatra hitranga de nareo oa tsy mino an-dRABE mihitsy, fa Zafy iny olona Pacifique be ary tsy miteniteny foana izy mamerimberina fampihavanam-pirenena io fa tena @ fony no hilazany an’io, de nialany mora foana ianareo, de hitan’ny opinion international ny arrogance,sy ny haine nareo, de izay ary fa hitany fa tsy any @n-dRAJOELINA ny blocage, de wain be nareo zao, de ianareo zao nanao sacrifice ny gasy 20 millions. De dadanareo aza avela miteniteny foana toy ireny, fa à chaque fois, il va les payer chère, de io nareo baikony hoe aza miditra, tsy vao maika ve manome vahana an-dRajoelina hahazoany ireo ministères des souverainetés , nefa io no tokony niadinareo mafy surtout ny justice hamerenana ny dadanareo. Fa raha olona no mora miaka-pofona toy ireny tsy mieritreritra, de mifanakaiky ny fony sy ny tranon-tainy de tsy mamaly mihitsy Rajoelina, satria hitany hoe maivana be nareo, ireny fihetsiny ireny no atao hoe »incontournable », sarotra vangoina e! ary izy tsy vendrana, fa Ravalo na Ratsiraka de mailo izy fa vao maika hamafisiny ny sécurité ny , misy dikany oa le antson’ny dadanareo foana iny hoe » ATAOVY ZAY TOKONY ATAO » fa gaga @nareo reto aho, mijapy soavaly maty, za anie tena mpanohana nafana an-dRavalo t@ireny mbola nampilay be azy ireny, fa raha vao nahita ny avonavony, sy ny fitavan-tenany aho tany aloha defa hitako fa tsy ho tavela ela izy, de mbola izy hitanareo MEGALO, be je suis be io foana, milaza mahafehy an’izao tontolo izao, fa be no niseho natanjaka sy dictateur namono olona t@izay nitondra teto an-tany fa jereo foana ny fihafarany, de mbola io fona Ravalo, tena tsy hitanareo ve? gaga @nareo za r’zalahy! de bye2 ndray ary e!

  6. Azafady, tsy Ndafy sy Beriziky no tiana ho lazaina eto fa Ndafy sy le iraika namany! misy indro kely! fa naninona moa RATSIRAKA niteny hoe avant 17 Nov? misy antony io! coup d’état efa nomanin’izy sy Dadanareo! tsy hampitsangana ny GVT Beriziky! de ho hita eo ny tohiny!

  7. Azafady, tsy Ndafy sy Beriziky no tiana ho lazaina eto fa Ndafy sy le iraika namany! misy indro kely! fa naninona moa RATSIRAKA niteny hoe avant 17 Nov? misy antony io! coup d’état efa nomanin’izy sy Dadanareo! tsy hampitsangana ny GVT Beriziky! de ho hita eo ny tohiny!

  8. Azafady, tsy Ndafy sy Beriziky no tiana ho lazaina eto fa Ndafy sy le iraika namany! misy indro kely! fa naninona moa RATSIRAKA niteny hoe avant 17 Nov? misy antony io! coup d’état efa nomanin’izy sy Dadanareo! tsy hampitsangana ny GVT Beriziky! de ho hita eo ny tohiny!

  9. Jerenareo anie ity hataon’ Rabe e!!mitono-tena toa lolo fotsy,hay izy daholo ireto Foza
    miapanapana ato ireto fa MAY VOLOTRATRA!io no lazaiko anareo hoe : manaova ohatra
    ahy,aza jerena akory dia sady tsy mahazo » L » ianao no tsy lany FOTOANA. Tena efa HIPARITAKA LERY marina!
    Sao dia efa tokony ho haterina any @ 18 ianareo sy domelina ???Hitanareo io??Rabe=bogor=rafa tsy maintsy mbola
    misy hafa @ ireo foza ireo,tena marary saina!!

  10. Misy mibloc r’ise refa miclic le laisser commentaire, de lasa manao essaye anarana marobe izay no antony raha raha toa miverimberina toy io a! izy daholo ireny e! ialana tsiny fa tsy tokony hiverimberina toy io! de haninona ary ianao raha mitonon-tena toy ny lolofotsy aho, tsy mangina refa tsy mahita havaly. Za zao mihinana fromage camembert, fa rabe oa tsy zakanao mitsy Ranavalona, tsy manan-kambara tsony ô! fa za oa na inona sabotage atao ahy eto, tsy maintsy manasa ny atidohanareo eto, fa mandainga sy maivana raisonnement be nareo eto, sao mamitaka zay marivo sainosana, mora ampiesonana toy ireo vahoaka tsy mandady harona ao @ magro ampiesonin’iNdafy ireo, de mbola ialan-tsiny le fiverimberenana e! de tairo ny commentaire Rana fa aza lany Jijy eo sa resy lahatra tsara felaka!


  11. Tena manohana ny hevitr’i Bemafohy aho amin’ny hoe : Tokony hanao hetsika fialaharam-be ny Malagasy any Eoropa , Rodobe izany .

    rabe!
    araho tsara ny hafatra napetrako ho anao e ! 🙂
    Efa tena miova na ny fomba fiteninao aza 🙁

  12. Ny post-ny efa rediredy fotsiny,
    d’inon’indray hono no passe-ny eto?

    ranavalon’ô: zesta ndray fa mahay mamorona adresse mail maromaro hono ê!

  13. Izy koa no blokhine raha tsy diso aho.
    Mialy hono first lady izany, iny voasa any bruxelles amin’y début décembre, omano ny voatabia fa handray an’i « first lazy » isika ,tsy manao n’inono n’inona fa manao shopping fotsiny.
    Nisy olona niteny tamin’ny vadiko fa Ratsirahonana hono niteny hoe:na ny zafinkitrokeliko aza assuré izao ny avenir-ny.Dia tsy hianatra intsony ny taranak’i lery fa hanao jiolahim-boto sy jiolahim-bavy eran’ny tanàna.Tokony tsy ho adino ireny na mangingina aza amin’izao fotoana izao.Averina daholo ny vola nangalarina.

  14. Mba manasa an’i Njara hamome tolokevitra, na commentaire ireo tolokevitro ny tokony hataon-dRavalomanana sy ny mpanohana azy, ny fahafahany indray miverina any an-tanindrazana sy hampaomby azy indray @ ho avy politikany. Io de nosoratako ao @ article nosoratan’i Solo Razafy t@ 31 Oct 2011, mitondra ny lohateny hoe: VIDEO+ PHOTO MAGRO 31OCT 2011. Tsy i Njara ihany, fa tsara raha misimisy @nareo.
    Ho anao ry HoAiza de efa nolazaiko anao ny antony nampiveriberina an’io tetsy ambony, fa tsy de fanovaovana adresse e-mail izany de hampizesta a! zavatra hafa angaha, sady mizesta izany tsy mitondra mankaiza fa vao maika mampihitsoka toy ny fanaonareo e!

  15. Ho an’i rabe !
    sy ny namana legalista rehetra mpiara mitolona, izay mba iangaviako ny heviny amin’izay voalaza ! !

    – Misaotra anao aloha, rabe, amin’ny voninahitra omenao ahy !
    Fa tiako ihany koa ny manambara, fa misy olona eto izay manana fari-pahaizana tsara lavitra noho ny tenako izay nahazo doka avy aminao Ary maro aza no azoko ilazàna azy : Isan’izany Atoa Bemafohy !

    Rehefa izany? lavabe raha tena miditra amin’ny an-tsipirihina, fa raha ny tena marina, ARAKA NY FIHEVERAKO AZY, ny tena antsoina krizy eto anie, dia ny fanonganam-panjakàna e ! Satria :

    Tsy nisy krizy ara-economie i Madagascar tamin’ny andron’i M.Ravalomanana.Au contraire !
    Ny tena krizy anie dia ity fanonganam-panjakàna ity e !
    Raha heverin’ny sasany fa nisambotra tsy ara-dalàna ireo mpanakorontana tamin’ny fitondràna M.Ravalomanana aza ny Prezida Ravalomanana, dia azafady mba tsarovy fa tapitra tamingana ny INSECURITE noho ny voasambotra ireo jiolahy toa an’i Pety – Coutiti – Voninahitsy – Dolin Rasolosoa sy ny sisa tsy voatanisa….
    – Tsarovy ihany koa, fa nararaotin’ny sasany ho hanaratsiana ny Pdt Ravalomanana ny hoe hampanofàna tany mandritry ny 99 ans tamin’ny Coreen, fa dia nolazain’izy ireo hoe NOVAROTANA.

    Nitombo ihany koa ny isan’ny mpianatra. Maro no nahazo bourse, na tsy hoe any Frantsa aza no nalehan’ireo mpianatra ireo. Nahazo fitaovana koa ary maro ny Fiangonana no nahazo fanampiana t@Pdt Ravalomanana, ny Communes………..etc
    Volam-panjakàna daholo anefa no nanaovany an’izany fa tsy mba vola NANGATAHINA t@ vazaha.
    Ary aza adino fa EFA nanana harena NY PdT Ravalomanana talohan’ny nandraisany ny fitondràna
    Nitombo roa avo heny ny Investisseur, izay tsy ahitàna firy intsony ankehitriny.
    Raha afohezina dia tsy nisy Crise vaventy izany MADAGASCAR t@androny, fa ny tetika sy fanaratsiana ara-politika no betsaka, mba hanonganana azy, ary tao anatin’izany ny vozongo izay nahita sy nahatsapa fa tsy ahita avaratra t@ Prezida Ravalomanana.
    Ny any azo hanomezana tsiny azy ANGAMBA, dia tsy mba nijery firy ny miaramila izy.Anefa na izany aza, iaraha-mahalala, na isika ety ivelany aza, mahafantatra fa mandany vola be mihitsy ny fikarakaràna miaramila, anefa hatramin’izao dia tsy mitombina intsony ny hihevErana azy hiaro amin’ny ady mety hiseho (TSY MISY ADY IZANY INTSONY amin’izao fotoana raha tsy hoe…..)

    Ny tena tiako tsindriana, dia izao :
    Tsy maintsy milatsaka ho fidiana ny Prezida M. Ravalomanana, ary tsy misitaka herintaona izany, fa ankehitriny dia anketriny. Feno eo @ 66 ans eoeo izy rehefa afaka herintaona ka sao dia tsy ho afaka ny hilatsaka intsony any aoriana, ary ILAINA MAIKA NY HITONDRANY ny Fanjaklàna, mba hamelona indray ny Economie izay nitotongana tanteraka t@ fitondràna HAT.

    Ny raharaha Fevrier 2009 indray, dia mbola hifampitadiavana satria samy milaza fa ny iray no tompon’andraikitra, ary tsy misy mahalala ny marina RAHA TSY MIVOAKA sy AFAKA manamarina ireo voafonja amin’ny tsy marina.

    Raha fitinina dia izay no mba hevitro sy fahitako ny rehetra ! Tena famintinanana mihitsy izao ataoko izao, ka

    Miangavy izay hevitr ireo namana rehetra aho ny fahitàny izany : Bemafohy – Ranavalona KitanaManandrambo – ATMIA – Ziry Onesime- Elas- Ho Aiza – Ravelonarivo…………..ets -ets miala tsiny @izay tsy voatonona indrindra !

    Farany tsy aiko loatra ny hifamaly amindr’i Massoud sy ry Tanora satria heveriko fa fotoana very maina fa sady fohy hevitra, no tsy mitombona. Ka dia fanahy iniako ny ùmanao azy ho toy ny tsy misy.

    Mamerina ny fisaorana anao rabe ! Hitombo anie ny fifandraisana ny Fifanajàna sy ny herin’ny marina ho an’ny Tanindrazana !
    Ho ela velona ny Prezida M.Ravalomanana 🙂

  16. Njara! dia mipoa-tsatroka aho @ faharetanao @ ‘ity Rabe!
    hiatanao? hain-drabe mihintsy ny mandambolambo hisarihany anao aloha dia
    avy eo @’ izay HIVADIANY tsotra izao , mandeha @’izay ny FANKAHALANA @ TSY MARINA anefa ,dia ianao tereny
    hamaly azy nefa resaka TSY MISY LOHANY sy VODINY fa FANARATSIANA an’i dada tsy mitombona akory ,fa ny tena
    MAPME dia ity izy MIPARARETRA apitoerana lazainy fa misy maninona azy??? nefa tsy misy mapitahotra azy eo fa izy
    no hENJEHAN’NY heritreriny @ ratsy hataony dia izy ihany no MAPITAHOTRA NY TENANY dia lazainy fa ianao,dia aleoko
    mangina fa sady tsy msy azo RAISINA.
    Rabe !MAHATANTY aho matoa miditra eto ary mba SANATRIAVO fa ianao no hampikoso -MASO AHY fa misy antony matoa
    aho tsy mamaly anao,efa tsy izy mihintsy ianao indraindray.Sady mbola tsy misy VOAVALINAO anie ny FANONTANIAKO anao e!
    Ny anao ihany toa an’i domelina  » izay tiako » koa miala tsiny raha tsy mamaly anao intsony aho.Sady ilay KILAINGALAINGA tsy namako.

  17. Niteny ny Filoha RAVALOMANANA MARC .Nanazava ny antony tsy tsy andraisan’ny mouvance Ravalomanana Marc izy !
    Tsotra ny antony : tsy manaja ny andininy faha-5 ny fanendrena ny praimisitra ary tsy nanantanteraka ny andininy faha -20 io praministra voatendry io.

    Koa hoy ny Filoha hoe :
    « Rehefa tanteraka ny fepetra ao anatiny ny andininy faha – 20 dia miverina ao anatin’ny tondro zotra izahay ! »

    Raha tsy tanteraka izany ;hoy Isika , dia rava ny primature satri tsy hisy fankasitrhana avy amin’ ny Communauté internationale ary tsy hisy fanampiana koa avy amin’ireo bailleurs de fonds sy ny Vondrona europeanina , ny USA , izay tsy manaiky rahateo ny fitondrana entin’ny mpanongam-panjakana..

    May volotratra ireo mpanohana an-rajoelina dia i Zafy sy ny namany ka mikoropaka manao fihetsi-jaza : manmitamby : naneny Tsiafahy , nankeny amin’ny ati-tany momba ialy fandrarana ny fivoriana..
    Tsy any anie ny problème é..!
    Ny gadra paolitika mivoaka izao dia izao no tadiavinay
    NY FAHALAHAN ‘ NY RADIO SY NY TV NO TADIAVINAY IZAO DIA IZAO
    NY FANAFOANANA NY NOTAM NO TADIAVINAY IZAO DIA IZAO.
    COUP DE TELEPHONE NA SONIAN ‘ I BERIZIKY DIA AMPY HANEFANA IREO RAHA KA TENA PRAIMINISTRA ITY BERIZIKY ITY ARY RAHA TOA , ARAKA NY TENINY , FA NY TONDRO- ZOTRA NO LEHIBE MIBAIKO AZY !

    VAO NITENY NY FOLOHA RAVALOMANANA MARC DIA TSY VITANY NIOKOTROKOTRA IRETO NAMAN ‘ I ZAFY FA INDEO LASA AVO FEO MITABATABA FA NY MAIKA DIA NY FIVERENAN ‘ NY
    FILOHA RAVALOMANANA MARC ETO AN-TANINDEAZANA..!
    OADRAY FA IZA MOA NO TSY MAIKA MOMBA IZANY…§FA ANGAHA NY FITATATANA ATAON ‘ IZY IREO NO HANAFAINGANA IZANY ,MORA TOKOA NY MIVOLANA..!
    DIA INY ZAFY MPIKAJY AMIN’ NY PAOLITIKA , MPANAO FANORONA IKOHIZANA , MARANITRA , TSY BADO ARAK ‘IREO MPANDRABY AZY..HIDITRA AN-TSEHATRA ARY MAMPANDREA FA :
    –IZY DIA MPITONDRA NY ANKOLAFY TELO ETO M.KARA /fa angaha moa nisy nanankina an ‘ izany titre izany ?
    –HO AVY ENY MAGRO IZY ..

    DINIHO TSARA IO FIDIRAN ‘ I ZAFY ENY MAGRO BEHORIRIKA IO .MISY ANTONY MARO :
    —MIANTSY ILAY FANDRARANA NY FIVOTIANA IZY..HITENY IZY FA TSY MISY DIKANY IZANY FANDRARANA IZANY !
    —EFA TAFAVOHAKA VE IREO GADRA PAOLITIKA ALOHAN’NY FIDIRAN ‘ I ZAFY ENY MAGRO ?
    —EFA VOLAMINA VE NY FAHAFAHANA MAMPIASA NY RADIO SY NY TV HO ANY REHETRA ,
    —EFA AN-DALANA VE NY FIVERENAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ,

    IZANY HOE NANARAKA NY BTENIN ‘ NY FILOHA RAVALOMANANA MARC I ZAFY KA NETY HO NANOSIKA ITY PRAIMINISTRA HANANTANTERAKA NY FEPETRA REHETRA AO ANATIN’ NY ANDININY FAHA-20 IZAY TAKIAN ‘ NY VAHOAKA KOA !

    TSY HITAKO NY ANTONY HAHATONGAVAN ‘I ZAFY ENY BEHORIRIKA..

    L ‘ APPLICATION IMMEDIATE DES DISPOSITIONS PRESCRITES DANS L’ARTICLE 20 DE LA FEUILLE DE ROUIE CONSTITUE LA SEULE ISSUE A CETTE CRISE PROVOQUEE PAR LA PRESENTATION DE LA CANDIDATURE DE BERIZIKY OMER AU POSTE DEE PREMIER MINISTRE !
    Y-T-IL EU CONNIVENCE ENTRE ZAFY ? LES FRANCAIS ET RAJOELINA ,
    QUE ZAFY NOUS EXPLIQUE POURQUOI CETTE CANDIDATURE AUX DEPENS DES HOMMES TELS QUE LE dR RAKOTOVAHINY EMMANUEL PAR EXEMPLE ?

    IZA NO MPITENY HOE ; MAMPIADY KARY KA NY ANTITRA ANTITRA IHANY ? ITY NO POROFO FA MISY ANTITRA BABAKOTO…, JAMBAN ‘ NY INONA ?

    L’INTRANSIGEANCE FERME , TRANQUILLE DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ET DE SES OUAILLES RESPECTE LES PERSONNES MAIS CONDAMNE LES TRANACTIONS ILLICITES QUI N ‘ OBSERVENT PAS LE DROIT ET LA TRANSPARENCE BLIGATOIRE EN DE TELLE CIRCONSTANCE !

  18. Zao no lazaiko anao Ranavalona, io lazainao mipararetra amin’ny tsy fantatro io no mahagaga ahy, za anefa kalamina tsara tsisy manelingelina. Menace @tony ndray zava-mahazatra sady tsy sahy fa lasan-ko vavany fotsiny. Zao ary e, mety ianareo misintaka @io GVT Beriziky io, de manaova opposition matanjaka, ilaina tsara izany, sao izay hitondra eo hanaonao foana, balise izany no tiako ho lazaina eto. De ho hita eo ny tohin’ny tantara, fa ny olona tsara tolotsaina sy mahay politika, de hainy foana ny mi-riposte satria mivatravatra loatra ianareo, de jereo anie ny zavatra hitranga, fa misy marina foana ny zavatra lazaiko e; fa ny anao Rana de le ity foana a: « il n’y a que la verité qui blesse. De @ manaraka indray e.

  19. Mety hietsika aminizay koa angamba ny kongona satria efa tsy lasa ny ataony parasy.

    7 Novembre 2011 – 14h14 : Résolutions de l’association de kung fu ANAWI après son assemblée générale hier : -participation active de l’association dans l’éducation citoyenne; -un message lancé à l’endroit des politiques pour la tenue du sommet à 4 à Madagascar, ; -la transparence dans la gestion des affaires nationales et la participation active dans les prochaines élections

  20. Thanks a ton for being the teacher on this niche. My usspoe and i enjoyed your current article greatly and most of all preferred how you really handled the areas I regarded as being controversial. You’re always really kind towards readers like me and aid me in my living. Thank you.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *