Nanao fanambarana  goavana  tetsy amin’ny foiben-toeran’ny antoko Tiako i Madagasikara ireo fikambanan’ny gadra pôlitika tsy nankasitraka ny fitondran-dRajoelina nanomboka ny taona 2009 noho mankaty.

Raha ny tatitra avy amin’ireo gadra pôlitika teny an-toerana omaly,  dia mbola mahatratra 56 ankehitriny ireo nogadraina tsy mbola navoaka ny fonja  ; izany hoe  31  no any Tsiafahy, 14 no any Antanimora, 1 any Antsirabe ary 2 kosa no any Ambatolampy. Fantatra kosa fa miisa 5 ireo antsoina hoe:” gros bras” no nivoaka ny fonja omaly.

Voalaza tao anatin’ny fanambarana fa  maika ny famoahana ireo gadra pôlitika sivily sy miaramila tsy ankanavaka haingana dia haingana, fampodiana tsy misy hatak’andro ireo sesitany pôlitika any ivelany, ka an’isan’izany ny Filoha Marc Ravalomanana sy Didier Ratsiraka, farany dia ny fanokafana ny haino aman-jery nakaton’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita. Mampahatsiahy ny Praiminisitra Omer Beriziky  ihany koa ary manizingizina ny hampiharana haingana ny tondrozotra ny fikambanan’ ireo gadra pôlitika. Nambaran’ireo fikambanan’ny gadra  pôlitika ary fa handray andraikitra izy ireo raha tsy mandray fanapahan-kevitra haingana  Rajoelina, ka fahafahana madiodio no angatahan’izy ireo fa tsy fahafahana vonjimaika akory. Nambaran’ny Me Noro izay mpisolovava nigadra  fa  resaka pôlitika fotsiny ireny fanagadrana ireny tao anatin’ny telo taona . Nohamafin-dRalaiseheno Guy Maxime ihany koa fa tsy voahaja ny zon’olombelona eto Madagasikara. Andrasana arak’izany ny fanapahan-kevitry Rajoelina sy Beriziky ao anatin’ny fotoana fohy.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

26 Comments

  • ranavalona dit :

    Io Naika koa lazaindry Foza fa lasa foza??toa vao maika aza izy nanamafy fa tsy MATAHOTRA ny
    HATSOJAIN’ny foza.Dia io koa ny JOKER !ingahy Ralitera.
    F’ahoana koa no 56 fotsiny fa efa firy no nivoaka??dia ireo nosambosamborina FAHATANY eny an-dalana eny koa
    angaha tsy izy?? misy aza olona mandalo fotsiny , mpivarotra eny amoron-dalana eny mba hangalarana ny enta-keliny
    anie ,tsy izy ve ireny kosa???
    Mahereza daholo tompoko o!!ireo ny maheri-foantsika ry zareo a!!ho ela velona dia HIFANKAHITA ETO DAHOLO E!
    Vita izay ny anareo ( velon’aina soa amatsra daholo ) fa azy ireo sisa ! tsy maitsy mbola ho avy na HO ELA NA HO HAINGANA io!
    Misaotra anareo mijoro manohana ny namanareo sisa mbola tavela any, mankasitraka tompoko isany o!

  • Bemafohy dit :

    Marina ny anao ry Ranavalona fa mpandainga no tsy mahatanty ny marina ireto foza ireto.

  • Tanora dit :

    NY ATAO ihany no miverina e. Ary mba firy moa no nogadrain’ny ra8 tam tsy antony sy nanao sesi-tany nandritra ny 7 taona ary mba efa namoaka ve izy?
    Ireo gasy tsy namono olona kosa aloha mendrika ny hivoaka reefa mandalo fitsarana gasy e. fa ireo namono sy nitifitra olona kosa dia tsy maintsy mandalo fitsarana gasy ary tsy maintsy manefa sazy henjana toa ilay Dada.

  • TERMINATOR II dit :

    Resabe fotsiny fa mba jereo ny fijalian’ny vaoaka Malagasy.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Hi hi hi !!!
    Fitsaràna gasy ?? Fitsaràna tarihin’ny mpangalatra !!! Mpanongam-panjakàna, mpandainga ary mpanao hosoka no mibaiko azy !!!!
    Qui dit mieux ???
    Resaka hafa.
    Asa izay eritreritrareo, fa hatry ny ela aho no mba nandroso an’ity hevitra ity.
    Inona moa no zava-misy amin’izao fotoana ?
    - Nanao démission daholo ny ministra faopla fa hoe hatsangana ny governemanta-n’ny tetezamita! Toa mbola tsy nisy niala izy hono ireo.
    - Niala ilay Vital dia tonga ity Beriziky satria hoe haroso ny tetezamita.
    - Nomena titra Filohan’ny tetezamita ilay kely, kanefa tsy mbola hita izay tetezamita mitsangana ; i Madame naika tsy mankasitraka ary mandà mafy dia mafy ny fanendrena’i Beriziky ho praiministra, ary tsy tanteraka ny ankabeazan’ny andinin’ilay tondrozotra nifanekena !

    Maninona ilay kely no tonga dia antsoina hoe Filoha ary maninona koa ity Beriziky no tonga dia antsoina hoe Praiministra !!
    Kitoatoa lava tahak’izany foana no mampikatso ny fandehan’ny raharaham-pirenena !
    Ataon-dry zalahy fangalambolam-bahoaka fotsiny ity titra faopla ity ! Izao na hisy na tsy hisy indray ny fankatoavan’ny CI, dia miazakazaka daholo indray ireto mamba naona miisa 60 mahery, sao dia mba afaka mihinana an’izay azo hoanina mandritry ny volana vitsivitsy na mety ho roa taona akory aza !

  • Zyrkosa dit :

    Madame Naika !

    Miandry anao ny vahoaka Tompoko ! Miangavy mafy mba hitoy izao fitakiana ataonareo izao, ary enga anie ka hitondra antsika main’ny Hetsika Rodobe, izay lety ho tarihinao sy ireo manotrina anao, mba hisy lanjany sy vokany !
    -
    Leo ny atao Otage izahay Tompoko, ary leo ny fangirifiriana ampiaharin’ny HAT aminay !
    -
    Tario izahay hanao RODOBE ary haneho ny tsy fankasitrahanay ireo vazaha manjanaka sy manao herisetra eto amin’ny Tanintsika.
    -
    Ho ela velona anie ianao Tompokovavy !

  • Tanora dit :

    Kintana a. tsy hitako loatra moa ilay hevitra Arosonao, fa a titre d’information fotsiny, dia niresaka sy mivorivory foana ry mamy sy roindefo sy ry Zafy fa mety hanolotra ministra ihany, ny radio sy tele reetra indray no miteny anio an ( y compris Viva).
    Mitady mpitarika ve ry zyrkosa a. 3 taona nanao RODOBE tsy nisy vahoaka nanaraka (rodokely azfd). Sao dia tsy probleme Mpitarika io fa ilay Fond ny Tolona mihintsy no tsy manjary fa fitiavan-tena ny dadanareo fotsiny. Tsy manaratsy an’i Dada za fa milaza ny marina fotsiny.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Efa tonga aty ampoto-tsofinay ny antony rehetra ê ! Meeting na Fihaonambe, nomen’ny « sasany » anarana hoe RODOBE ! Sakanana ny olona tsy hivaoka an’i Magro, ary raha vao tsy manaraka dia alefa ny klimozena sy ny moregy sy ny tarik’i pidro ! Etc….

    Ny hevitro tsy hitanao ry Tanora satria hita izao fa « tampina ny masonao », any ka tsy mahita ny tena marina !

    Hitondra ny kilonga haka rivotra kely, koa ity mba azo hisaintsainan-tsika koa ê !

    Interview de Mme Jacqueline Raoelina Andriambololona : Accepter l’opposition est une exigence !
    L’Express de Madagascar

    « La philopsophe, maître de conférences à la FLSH de l’Université d’Ankatso estime que le retour aux valeurs est un préalable nécessaire à la sortie de crise » !
    Avait dit également à propos de la crise, je cite :
    -  » crise d’identité parce qu le Malgache n’est plus malgache »
    -  » notre fameux marimaritra iraisana est la pire des choses »
    Je suis entièrement d’accord avec elle, quant à ces deux points !! Inutile de vous dire pourquoi.

    Na site-n’i L’Express, na ity ( asa na mety )

    fr.allafrica.com/stories/201005120673.html

    Manaraka daholo indray !

  • Tanora dit :

    misokatra tsara ny masoko Kintana a, sady aty ampotony, raha vahoaka no tao am magro ry Kitana dia tsy omby io toerana io a.
    Asa raha tsaroanao fa miaramila bobaka be ny teny am 13 mai tam 2009 ary mercenaires vazaha be n ra8 tsy misangy no nampihorohoro teny, Fa rehefa Maro be ny vahoaka ary tapa-kevitra, dia tsy afaka nanao na inona na inona ireo. ka tsy raison hitenenana mihintsy hoe, noho izany, no tsy nampahomby ny tolonareo, fa ilay Antony Tolona mihintsy no tsy mitombona ka tsy hanaraka izany velively ny Vahoaka. Fa resaka Fanadiovana an’i fahotany ra8 ho « blanc comme neige » fotsiny io, dia ireo Madinika bado ireo no hataonareo sorona.

  • HoAiza dit :

    Adray kosa ity kintana, izao vao mahita fa tampina ny mason’iry Tanora (drodroka alohan’ny fotoana k’aiz’izany rehefa antitra, sa ny piesy hafa no atao anadiny …).
    Ianao ary lazain’io fa Fanatic,
    _

    k’anefa « RETOUR AUX VALEURS » ZAY LAY IZY km! (de hivadika utopie ve zany?)
    _

  • KintanaMananDrambo dit :

    Saika tsy hiditra intsony fa miandry ny ankizy, lavitra ny dia !
    Hitako ny msg-nao fa mety ny « children and their mothers » ê !
    Adino ny « mihintsy » entre hita sy izao !
    Aleoko fanatikan’ny ara-dalàna, tsy quoi, voa maika tsara ! Fanatikan’ny mpanongam-panjakàna ? Tsy dahalo ve izany ?
    Retour aux valeurs : Hi hi hi !! Ny an’ilay kely (ati-doha ) « mitady ho atao mpanjaka » !
    Jereo tamin’ireny 26 juin ireny ! Andrianompainimerina mpivarotra Tanindrazana ê !
    Bon week-end r’ise, fa manaraka indray â !
    Omeo an’ireo foza ireo izay sahaza azy !!

  • Tanora dit :

    Taloha ireny no ara-dalana fa reefa avy nandatsaka Aina ve dia mbola Ara-dalana Kintana a.Mampamangy any am ny ankizy ry Kintana a.
    HoAiza a. Toa tsy manan-kevitra intsony fa toa manao valy bontolo sisa e.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Vaovao Orange.mg !
    Manifestations publiques : Les leaders de la manifestation au Magro Behoririka sont convoqués auprès de la préfecture de police, concernant la tenue régulière du mouvement sur ce lieu, malgré la note d’interdiction des réunions publiques émises par le ministère de l’intérieur !!
    Questions :
    - De quoi ont-ils peur les foza, pour que de SIMPLES REUNIONS PRIVEES LEUR DONNENT AUTANT LA CHIASSE ? Magro Behoririka est un lieu privé jusqu’à preuves du contraire !!
    - Qui est ce fameux ministre de l’intérieur ?

    Dia ahoana koa ity Lanto Rakotomavo sy ny « gadra pôlitika » ( ireo nogadraina amin’ny tsy antony ) ?

    Izay fa dia iny aho no tena lasa !

  • HoAiza dit :

    S’il n’y a pas d’usurpation de fonction MORA depuis, le réponse a été nette :
    MAGRO EST UNE PROPRIETE PRIVEE!!!
    __
    Izao koa ange rey olon ê: « la connaissance des mots conduit à la connaissance des choses »

    et donc, c’est pas avec des vocables pompeux tels fanatic / snob
    SANS savoir ni le contexte quand utiliser quoi … blabla
    __

  • ranavalona dit :

    Tahoatra e! rano ny kapa!sady nandamoka indray ny teti-dratsy efa mahazatra
    dia ary @ Magro no manala azy sisa ,fa mbola misy fanjakana ara-dalana angaha eo
    no miseho ho tompony eo daholo ry foza ??? Hay fantatro fa @ izay tsy misy olona hitsena an’i dada satria sy maheno
    vao2 ny olona dia ho SAMBORINA mora2 toy ny vary mora,halatra mora manara-penitra i dada. I dada mantsy toa tsy laitra
    hakisoka mihintsy.Aza misy manaiky izany TOMPOKO isany o! andrainy sa andreniny io sa an’i la frantsa no tsy HAVELANY?
    Sady efa tsy ara-dalana no mbola manoaka DIDY tsy ara-dalana koa ry FOZA donto tsy fantany akory izay resaka LALANA
    fa ho entin’ny loha maivana dia miapanapana ohatry ny akoho voakapoka.
    Mijoroa @’izay ry Avoko a! kendao tsirairay fa tsy mahalala onona no sady GISA LAHY MANGALA-KETSA. Alahoery ry dada
    miaraka @ miaramila SADEC a!

  • Bemafohy dit :

    Ry Omer angamba tsy tonga saina raha tsy kidnaper-na ny vadiny mba hamaha ireo gadra ireo?Ankoatra ny andininy faha-20.Hanatero ny photocopie ny FDR eny amin’ny tranon’i Omer dia atsipazo eo antokontaniny na hataovy SIT IN Mahazoarivo e!

  • 777 dit :

    ESSI E!!!! AZA MISAHIRANA ry Bema a, efa teny ry rakotoarivel nangataka toerana.
    mahay cinema aloha nareo taranak’i 777 ireto e.

  • ranavalona dit :

    Efa mipelipeli-drambo indray ny foza fa ho avy ny FANKATOAVANA avy @ dada fa any ny LAKILE!

  • Bemafohy dit :

    777!tsy voatery hanao prezida an’i TGV fa andry rajoelina dia efa ampy satria tsy prezida fa ny transition.ary iza moa no tena komika ianareo i risara bomba milaza ho any afrika atsimo hakan’i President Ravalomanana.Odoy e!

  • ranavalona dit :

    Rabe indray io Bemafohy a!tanalahy ! niova loko indray Lery fa nahazo toky kely fa
    niditra ihany ny ankolafin’i dada.

  • ranavalona dit :

    Misy zavatra sy azoko eto? i Naika manamafy fa tsy mahalala an’i Bereziky
    ho PM, ny ankolafy dada anefa toa nampiditra olona ihany indray??? tsy zavatra
    mifanipaka be izany ray olona???

  • Rasamy dit :

    APARITAO FA TSY HORS SUJET AKORY

    gaqa ihany izaho raha sendra mba nanokatra ny site i SOBIKA.COM. Tena mahamenatra mihitsy mahita ny ao manoratra teny ratsy ary ilay dia tena tena mamoafady mihitsy.Izaho aloha dia faly mihitsy , tsy hoe sanatria akory ilay TENY RATSY, fa io SITE AN’ I SOBIKA io mihitsy no tena tsy misy ilaina anazy mihitsy fa rehefa PRO RAVALOMANANA tonga dia tsy omena ry zalahy alalana manoratra ao intsony, midika izany fa SITE manaiky TENY MALOTO, ary ny tena mahagaga dia tsy fafàny ry zareo mihitsy ilay TENY MAMOAFADY.Ka mbola averiko ao aminareo izay milaza fa mila miresaka aminy admnistrateur fa afaka manoratra, tsy te-hiteny mavesatra aminareo ao aminy SOBIKA ao izaho fa raha aminy tena izy dia tokony efa akatona tanteraka io SITE NAREO manaiky ary tsy mamafa ny teny RATSY ataony ny mpanoratra ao, ary ny tena mampalahelo dia ny olona tsy manoratra tena ratsy fa PRO RAVALOMANANA dia tapahanareo avy ny heviny, nefa tandremo fa misy farany ny zavatra rehetra. Raha izaho indray aloha dia tsy hisolelaka velively amin izay SITE NAREO, mahamenatra fa SITE manaiky ary tsy mety mamafa teny mamoafady ary farany hianareo ireo mihitsy no tokony gadraina any TSIAFAHY ary tokony saziana handoa vola .Izaho manoratra dia tsy nomenareo alalana hamoaka ny hevitro intsony hatraminy 19 FEVRIER no mankaty satria mantsy PRO RAVALOMANANA, ary izaho dia pro RAVALOMANANA MANDRAKIZAY. Dia miandry ny FANAKATONANA N Y SITE AN’I SOBIKA fa tsy mendrika ny HISOKATRA intsony; mahamenatra marina mafy; ITY VAKIO ETSY AMBANY ETSY NY SANTIONAN’NY TENA RATSY MAMOAFADY.

    forybemitsritika 10/11/11 15h00 SITE AN’I SOBIKA IO AN!

    lattakomby masiso minisitry ny kindinali
    lattakomby masiso minisitry ny kindinalikka be ,misosolataka voanjory tsaramaso wawapoury eto fotsiny
    forimitsonika ,lattaka matilava fory misonenina vody masiso kfj wawawawawaw

    tetezamita 10/11/11 18h20

    mahasosoppoury mihitsy fa misy mangalatr
    mahasosoppoury mihitsy fa misy mangalatra ny ps ko ,le Noma fotsy volombody io no tena mitapy pourry eto

    Tsy woe sanatriavina woe mamerina anilay teny ratsy izaho fa tiako hampifantarina aminy be sy ny maro ny fahamarinanizany ary koa mbola mamerina ihany fa OLONA RATSY LOHA ITY SOBIKA ITY, TSY ARAKY NY NAMPOIZINA

    MANGATAKA AN’I SOBIKA MBA HAMALY HAINGANA ANIZAO ZAVATRA MAHAMENATRA IZAO FA RAHA TSY IZANY DIA HIANAREO IREO MIHITSY NO TENA MAMPIANATRA RATSY

    MIANDRY NY FANAPANKEVITRY I TGV IZAHO HOE: MBA AHOANA NY FAHITANY ANIREO TENY MAMOAFADY IREO; I LEIRY KOA moa EFA NAMELA NY VADINY HIJERY
    ANILAY FAMPISEHOANA MAHAMENATRA TENY IVATO IZAY NANDANIANA 1.000.000 FMG.

  • ranavalona dit :

    Fampisehoana mahamenatra ho antsika ireny fa VONINAHITRA ho an’ny foza.
    Raha tsy @ izao andron’i domelina izao ve hisy ireny sady toa i mialy mihintsy no
    nanokatra ny lanonana. Ireny no vinonahitry ny Foza ary hireareany mihintsy ,izay anie ilay lazainy fa tsy
    nisy nahavita ny vitany teto @ tany sy ny fanjakana e! taiza no nisy ireny raha tsy @ izao fitondra-poza izao??

  • Tanora dit :

    Marina izany ranaval a. fa olona kanosa sy tsy manan-kevitra ny olona manao teny ratsy.
    Teo tokoa Ranaval, tsy nahalala ny Rajoel nefa nanolotra candidats PM HO fidiany, dia reefa avy eo indray tsy nankato an Berziky nefa izao te hiditra ao ho minisitra.
    fa i Fransman izany no mibaiko ny mouvansa nareo? Tsy misy olona maharesy lahatra an DAda zany raha tsy Afrikanina? Fa na ianareo zanany tsy mba henoiny mihintsy.

  • rabe dit :

    Ny ahy oa de zay, refa vandana de kary, aza misahirana @ze mpiteny ratsy, na mpanompa, fa ireny no hitarafana ny mahaizy azy sy ny fiainany any an-tokantranony. Io koa, fomba fiady io, mody misandoka anaran’olona, handotoana ny hafa, azo eritreretina izany, de anjaran’ny sobika ny mieritreritra, ary zay efa novakiana sy nohenoina teto hatr@zay, raha teniratsy sy ompa, de eto no tena pire Rasamy a! ka de manomeza modely aloha Rasamy vao miteny olona a!

    Tsy haiko Ranavalona zay tsy mahafaty voalavo an-kibo anareo an-Rabe, fa tena tsy zakan’ny tsenanareo mitsy ny tenanay a! tahaka ny namanareo tsy tafiditra @ sobika izany, de toy izany koa ny tenanay eto, cible foana, de voatery mitady hevitra ahafahana maneho ny hevitra sy manao lavage anreo eto, de ankoatra an-dRabe, rafa, bogor ianao de aza maminavina zavatra hafa, fa ny tahotrao ahy no betsaka, ary ny TANALAHA r’ise, tsy misy ohatranareo, mandroso miemotra, hanao sy tsy hanao io a!fa ny raharaham-pirenena mandroso foana, ary ny olona tsy hijapy soavaly maty araka ny teniko foana, de hamarino foana oa ze lazaiko, fa tsy maintsy mitranga foana io! ary ny fidehakao ho manam-pahaizana lava io eto ry Kintana, tsy mifanaraka @zai mitsy ny fanambaranao, mba miaanatra midina kely e! zao ve ny fiafaranareo de mbola midon-tratra hoe FAVY be zay sy ny Dadanay! vavany fotsiny e! fa ny action zéro be! de ny eo ihany no eo! Tena henjana Zandrikely ry zalahy a!

  • Zyrkosa dit :

    Y a des gens qui devraient s’occuper de leurs oignons? de leur p’tit connard de DJ !
    sinon :
    -
    Nous avons de tres grandes personnalités : Mr Rakotoamboa et Madame Naika !
    -
    Si tous les 2 faisaient le pas l’un vers l’autre pour discuter de ce qu’il aurait à faire, ça serait une bonne chose !
    -
    TEZA et/ou TIM, cela ne veut plus rien dire,…… si l’on pense au devenir du Pays.
    L’ESSENTIEL EST D’ETRE ENSEMBLE !
    -
    Les foza sont en train de se demettre du Ministere de l’Economie, pour se défiler des crimes economiques qu’ils ont perpetré. Mefiance à ce poste donc !
    Et je plains Manandafy prevu pour le poste de Ministre de l’economie !
    D’ailleurs l’Economie et le Social ne peuvent se separer car le crime perpetré est un crime Socio-Economique !
    -
    Vivement le TEZA – TIM associés : un melange qui pourrait etre détonnant !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site