Fanendrena an’i Beriziky ho PM : mangiana ny filoha Zafy Albert, inona ny antony?

My beautiful picture

Miha mampiaka-peo hatrany ny etsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka manoloana ny fahanginan’ny Profesora Zafy Albert.Miandry fanazavana entitra sy mazava avy amin’ny « prof » ny vahoaka marobe, hanazava fa « olony » i Beriziky ary vonona hampihatra ny artikla faha 20.Mila manana fahasahiana hanao izany ity praiminisitra ity raha tena olon’ny ankolafy telo tokoa.

 

19 pensées sur “Fanendrena an’i Beriziky ho PM : mangiana ny filoha Zafy Albert, inona ny antony?”

  1. Na inona na inona langona fivolanana na kiaky mokasika ny fanendrena ny praiministra dia tsy hampiova ny lesoka syny vilana manembana , manome kilema io fanendrena io izany..
    Samy nanomotra ireo candidats ny ankolafy RAVALOMANANA MARC ( RAKOTONIRINA MANANDAFY SY BOTOZAZA )sy ankolafy ZAFY ALBERT ( OMER GERIZIKY ny marainan ‘ny fifidianana)
    Io fahataranan ‘ny ankolafy ZAFY tamin’ny fandrosoana izay ho canidat-n’ny ankolafy dia efamisy tsiny azo atao : efa mba ela anie no fantatra fa mandroso candidat ho ^raiministra ny ankolafy é , koa nahoana no tara vao notondroina i omer .Ny ankolafy RATSIRAKA moa tsy nanome candidat..!
    Izany hoz ,io marainan’ny andro nanendrena praimisytra io dia ny ankolafy RAVALOMANANA MARC irery no nanana candidats !
    Ary mba tsy ho sarintsarina  » consensus  » ity fanendrena ity dia iny nilomay Atoa FRANCEMAN nangataka an ‘ni ZAFY handrosoa candidat…!
    Ohatrany may volo-tratra i ZAFY , ohatrany tsy manana olona ho tondroina candidat..dia iny izy nanolotra tsy ampisainana an ‘ omer..!
    Fa aiza ny olona toa ny Dr RAKOTOVAHINY , izay niaraka tamin’ny ZAFY atrizay no sady efa praiministra…!
    Nisy alako bika tsy tako tarehy ve ao amin’ny ankolafy ZAEY ,nisy  » état d’âme  » nanosika an ‘i ZAFY nanolotra an ‘i omer beriziky izat fanta – poko fantam-pirenena fa
    fa mpikambana ao amin’ny leader fanilo ..
    ATOA ZAFY , nilaza ombieny ombieny aho fa ny mpanohitra rehetra tao ao aorian ‘ny fandresen’ny Vahoaka nifidy ny Filoha RAVALOMANANA MAR tamin’ny 16 décembre 2001 dia nanao , niezaka nitady ny fomba rehetra nanalana ni Filoha voafidim-bahoaka ioeo amin’ny fitondrana..Anisan’izy ireny ianao , anisan’izy ireny ny leader fanilo.., koa ankehitriny dia mora aminao ny milaza fa ao anatin ‘ny ankolafinao izy rehetra ireny !..
    TSY MAZAVA NY FIHETSIKA NATAONAO , TSY MENDRIKA NY FAHATOKISANA NOMEN ‘NT VAHOAKA ANAO ANKEHITRINY IZANY..ARY ITY FANENDRENA AN ‘ I OMER BERIZIKY ITY DIA MITORY ZAVATRA ROA :

    —NOVAKIANAO ARY AZONAO TSARA VE DIKAN ‘NY ANDININY FAHA -5 AO AMIN ‘NY FEUILLE ROUTE ?
    —MBA AZONAO AN ‘ERITRERITRA VE FA MANAO « ABUS DE POUVOIR SY ABUS DE CONFIANCE  » AMIN ‘NY VAHOAKA MALAGASY IANAO ? SATRIA FANTATRAO FA FANAFODY MAHAFATY NO SAHINAO NOMENA IRETO MALAGASY 20 TAPITRISA , IZAY EFA TENA FADIRANOVANY NEFA MBOLA SAHINAO NOFITAHINA SY NOFIKAINA ?

    Io fanendrena io dia tsy tokony ho nofainganina fa tokony nentina teo anatrehan’ny ankolafy telo ‘Zaf, Ratsiraka , Ravalomanana Marc )sy ny Troika..Io fivoriana io no tokony nanambara tamin ‘ny Vahoaka izay voatendry praiministra !
    Ary fomba nodinganina io dia mifandraika sy mifanaraka amin’ny fisainana entina manantanteraka ny feuille de route..
    Izao anefa io omer beriziky , izay tsy mbola hafa tavoany dia efa milaza fa izy no HIANTSO ny ankolafy hiresaka aminy..!

  2. TOHINY..
    Izao anefa i omer beriziky , izay mbola tsy hafa tavony ,mbola tsy nahazo ny tso-dranon ‘ireo ankolafy ; dia milaza fa izay indray NO HIANTSO NY ANKOLAFY HIHAONA AMINY..
    mifototra ny tantara…ka IREO ANTOKO PAOLITIKA MIARAKA AMIN6DRAJOELINA NO HIBAIKO…MITOHY IZANY NY FITONDRAN ‘ NY MPANONGAM – PANJAKANA ?

    VOKATRY NY KAJIN 4 I ZAFY ALBERT IZANY..!

  3. Be dia be zany olon’izany an!
    __

    Itony no nambaran’i Bekirizy Homere t@ alin’ê: hatrany amboalohany ka mandrak’izao dia « éléctions » no tena hevi-baventy vohiziny!
    __
    [« Dans son discours de prise de fonction, le Premier ministre Omer Beriziky a fait comprendre au Leader Fanilo et à la mouvance Zafy Albert qu’il n’appartient ni à un parti, ni à une mouvance ; il est désormais le Premier ministre de la feuille de route. Sa première et unique mission est de mettre en oeuvre la feuille de route pour mettre un terme à la transition par l’organisation d’élections acceptées par tous. »]

  4. Tsy izany ve no olona tadiavina e, io no personalite tadiavin’ny vahoaka DR a. na TIM io na TGV io na inona dia olona mahasahy toa an’ny PM IO no ilain’ny firenena. ary tsy tokony hanaiky ho baikon’iza n’iza na HAT na mouvances INDRINDRA tsy manaiky ho baikon’ireto Afrikana SADC sy troika ireto.
    Manampahaizana ianao DR CELESTIN, soyez objectif, Inona no atao hoe consesus. rehefa vonona izy hiresaka am ankolafy reetra dia ianareo indray no toa midongy voninahitra.

  5. Tsy midongy voninahitra kosa sanatria fa na dia ny ataoko oe procédures tokony ho narahina @ maha consensus kosa ngeh dia nodinganina ka nahoana no tsy ho lasa eritreritra ny olona … efa be loatra ny lainga sy fikafika bontolo sy ny tsy haiko lazaina intsony hataon’ireto fitondrana Fat tarihin’ny DJ ireto ka rariny loatra raha hatao mazava daholo ny hatao rehetra…Iza no tsy mahita fa ny programan’asan’ DOmelina dia ny hamotika an’i Ra8 miaraka @ Frantsay ary dia ao anatin’io asany io ilay antsoina oe diabolisation ary tokony hiaiky isika fa raha vao mahazo ireny Antenne international ireny lery(France 24;BBC…) dia ny fanaratsiana an-Dra8 no tsimaintsy voalohany hataony kanefa na iza tia na iza tsy tia dia MBOLA MALAGASY MARO DIA MARO NO AO AN-DAMOSIN’IO OLONA HARATSIANAO IO dia izay no mahatonga ahy milaza fa ilaina mazava ny hataon’ny FAT satria ny olona leo lainga sy fitapitaka.

  6. ny mahagaga ange ry Wervbeck dia izao e, efa niditra tao anaty processus ihany ny ra8, naninona raha mba niady hevitra mialoha tam mpanohitra rehetra aloha dia mba namoaka candidat PM iray ifanarahana mba tsy hisian’ny surprise, Rajoel ange ka nanana choix malalaka noho ny ady seza nareo e, ary zay candidat afaka miara-miasa aminy avy am opposition no notendreny, dia aty aoriana vao tsy manaiky indray ianareo satria tsy matotra mihintsy fa te hanao hevitra bontolo fotsiny. Gouverner c’est prevoir, chance fotsiny kay ny nahazoan ra8 ny fitondrana tam 2002 iny fa tsy mba manana tactique mihintsy.vola be sy vavabe tsy lasa lavitra e.

  7. Misy marina ny lazainao tanora à ary mino aho fa hitanao fa marina ihany ko ny lazaiko eo ambony io ka tsy hivereneantsika fa misy hoatry ny natao maikamaika sy novonjivonjena hoatry ny tsinain-kena ritra zany tamin’ny ora farany! tokony fantatra mialoha oe eken’ny Opposition vao navoaka ny anarana satria zay kosa ngeh le nodradradraina oe mila eken’ny opposition é! zany oe ny mouvance ra-8 tsy nieritreritra oe Leader fanilo no hivoaka eo!!!

  8. Manamarina ny zavatra noteneniko ihany ianao Werbeck a. tsy misy fifanakalozan-kevitra akory ny opposition ary tsy mifampatoky, ny mouvance ra8 ve mba nifampidinika tam zafy tam nanendry anarana 3 io??
    ary indrindra moa ny olona hanendry efa fantatra dia na dia hiresaka aza hataorana.

  9. Le consensus n’est ni une compromission à base d’ambiguités et de ni un compromis sur l’acceptation d’idées farfelues , mensongères proposées par des personnes qui croient avoir la confiance des Malgaches..
    Ce consensus recherché ne sera pas le point de vue d’une personne.Point/ barre .

    Je suis contre toute entorse à la prole donnée – teny nifampieranana nifanomezana-).
    Quelle que soit la notoriété -si notoriété peut être attribuée ou peut être revendiquée par une personne – , quelles que soient les affirmations de telle ou telle sur tel ou tel homme politique ,ces actions sous-terraines , non exposées au public , qui n’ont pas annoncées préalablement au public ( la mouvance RAVALOMANANA MARC a communiqué largement durant un moment assez long nles noms des candidats qu’ elle va présenter et qu’elle a présentés ) ,Nous intransigeants sur le respect de la feuille de route n’acceptons pas ce passe-droit .
    Tsy misy fieran’ny mouvance amin’ny mouvance tsirairay ny amin’ny anaran’izay olona harosony ho candidat praiministra..

    FA KOSA , NY MOUVANCE REHETRA IZAY NANAO SONIA NY « ACCORDS DE MAPUTO  » IZAY NITERAKA NY FEUILLE DE ROUTE TAO SAINDTON DIA TSY MAINTSY MLANARAKA AN-TSAKANY SY AN-DAVANY NY FANAPAHAN-KEVITRA VOARAIKITRA AO AO ANATIN ‘NY FEUILE DE ROUTE..
    Koa ireo miteny fa ny praiministra dia afaka manao izay tiany indrindra ny tsy fanajana ny hevitra avy amin’ny SADC , dia tsy mahita lavitra no kely fisainana ary mitelim-bato mahamay..
    Sa ianao , ry tanora , ny hevitry ny frantsay no tianao ?

    Tsy maintsy hajaina ny feuille de route !

    I Zafy no nanaonao foana ve sa nanao fanahy iniana tamin’ny fanendrena an’i Omer Beriziky , satria TSY DIA BADO NA TSY MANAN-TSAINA i Zafy ka tsy nahatakatra fa izy nanao i fanendrena io dia MANOHITRA NY ARTICLE 5 AO AMIN ‘NY FEUILLE DE ROUTE ?
    ARY AMIN ‘IZANY IZY DIA TSY MANAPAKA NY FITONDRANA NATERAKY NY FANOMGANAM-PANJAKANY..?

    I ZAFY TSY HITENY FA « IREO SOUS-OFFICIERS-NY  » NO HITATATATA HOE :  » NY ZAVATRA KENDRENAY DIA NY FIVERENAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ETO AN-TANINDRAZANA ! ».

    MISY IREO TSY MANAIKY IZANY ARY FANTATRY NY MOUVANCE ZAFY IZANY….DIA MANADIO NY MOUVANCR IZY IREO ARY MIHATAKA AMIN ‘IREO MANOHITRA NY FODIAN ‘NY FILOHA….!
    NO SADY MITADY NY FITANTANANA NY TETEZAMITA AMIN ‘NY FIKAFIKA SY NY TENY NOSORAN-TANTELY SATRIA SAROTRA EKEN ‘NY VAHOAKA !

    DIAVOLAN – KO LAVA , ARY NY MARINA SAROTRA AFENINA !

  10. NY FIARAHA – MONINA IAINAN ‘NY MALAGASY DIA TSY MANAIKY NY FIFANDIAN – DELA , NY LAINGA TSARA LAHATRA , NY FAMINGAMPIGANANA , NY FITAKA SY NY FIAHATSARAM-BELATSIA ARY NY FODIANA MATY NEFA MANAFIN-TAY AN-TSALATRA SY MITONDRA KOBAY AN – KELIKA !
    I RAJOELINA DIA NANDA AMPAHI- BEMASO NY FA NIFANIMPAHANY NT SONIA NATAONY MIKASIKA NY FIFANEKENA TANY MAPUTO

    I ZAFY , TAMIN’NY ALALAN ‘NY NY NANDROSOANY AN ‘ I OMER BERIZIKY , IZAY MPIKAMBANA LEADER FANILO , NIARAKA ARY MIARAKA AMIN ‘ I RAJOELINA., DIA NANDIKA NY FEPETRA AO ANAIN’NY ANDININY FAHA 5 AO AMIN ‘NY FEUILLE DE ROUTE IZAY NOSONIAVIN’NY MOUVANCE ZAFY , IZAY NEKENA TEO IMASON ‘NY FIRENENA MARO SY TAMIN ‘NY FANKASITRAHAN ‘NY MALAGASY..
    NODIKANY IZANY..NIVADI n- DELA I ZAFY !

    INONA NO MAHASAMIHAFA AN ‘ I ZAFY AMIN-DRAJOELINA EO AMIN ‘NY FIVANDIAN – DELA , EO AMIN ‘NY FANDAKANA NY TENY NA NOMENA NA NY SONIA NATAO ?

    NY VOKATR ‘ IZANY DIA MIHALAVITRA NY FAHAFAHAN ‘NY MALAGASY ARY NY FANASITRANANA NY FIJALIAN ‘ NY MALAGASY ROA – POLO TAPITRISA !

    NEFA I ZAFY MIHEVITRA AZY HO RAIAMANDRENA ARY MISY MIHEVITRA AZY HO RAIAMANDRENY..

    ENY RAIAMANDRENY MANOLO – BATO MAFANA NY MALAGASY !!!

     » I ZAFY DIA TOA NY BAOLINA NAONA ,
    SADY TSY MITONTONA NO TSY MISAVAONA ! »

    EFA TONGA SAINA IANAO RY MALAGASY KOA AZA RAISINA NY VATO ATOLOTR ‘ I ZAFY ANAO..!
    AVERENO ANY AMINY NA HITORAY AZY SY NY NAMANY !

  11. tsy zana-tany frantsay intsony isika ary sanatria zana-tany afrikanina (SADC,TROIKA)ka tsy tokony ho baikon’ireo, matoa ianao manaiky hiditra ao anaty processus dia tokony hanaiky fa voaongana ary mila miara-miasa amin’ny mpanongana. Malagasy daholo ireo. Ka ny tena mahagaga ahy ange dia ireto mouvence tsy mahasahy mifampidinika ra na hifamaly ary e, fa d communique hoy ianao Dr, dia refa tsy mifanaraka ny resultat avy eo dia mitati-bolana sy mitaraina am afrikanian na Zuma.
    io ny PM misy, vonona ny hifampiresaka izy dia maninona no tsy manantona na tsy hifanaraka aza, sa ho atsangana ho fahavalo indray. Tsy tokony fotoananan’ny fanambatambazana intsony izao fa rehefa tsy hanao ianareo avelao ny olon-kafa Malagasy hanao azy.fa frantsay sy Afrikanina Dehors sy observateur.

  12. 2003/2004, DIA EFA NANDEHA NY FEO FA HO POTEHAN’NY TSY MATY VOALAVO AN-KIBO « IMERINA » !
    TOHIZO NY FAHA-VENDRANANAREO TSIRAIRAY AVY, RY FOZA ISANY !
    TADIDIO, FA NY ANY AN’INDRANA, DIA FALY DIA FALY MIHINTSY TAMIN’NY FITANTANANY NY FIRENENA !!
    NY FANDROSOAN’NY MALAGASY REHETRA NO NOTADIAVINY FA TSY HOE IREO MERINA IRERY IHANY !!
    VATOMANDRY DIA OHATRA AKAIKY !!
    TSY NISY NANAMBOATRA NY LALANA MAMPITOHY AN’ANTSERANANA AMIN’NY TANANA HAFA RAHA TSY NY PREZIDA RAVALOMANANA ! IZANY ASA GOAVANA IZANY ANEFA DIA TSY TIAN’NY SASANY NATAO, SATRIA TSY MISY HANAOVANY BIZINESY MAIZINA INTSONY ! ANY AMIN’NY TANIN’NY JAMBA DIA MANJAKA NY TOKA-MASO !!!
    TSY RESAKA PÔLITIKA NA FITIAVAN-TANINDRAZANA NO ATAON’NY SASANY FA VALIFATY TSY MITOMBONA, SADY TSY HAHASOA AZY NO TSY HAHASOA NY VAHOAKA MALAGASY !!!
    Ho an’ilay tanora !
    Maninona ny hirak’i domelina, no nandodom-baravarana eran’ny vaza-mototra, nangataka hoe mba ampio izy ( i domelina izany ), fa matahotra mafy ho entin’ireo goaik’antitra amin’ny sangany fotsiny ?
    Te hividy ny lohany kanefa matahotra ny masony ?
    Sady tsy mahay pôlitika no tsy mahay bizinesy, fa manantena ny hangalatra fotsiny !!
    Farany ! Mpanao pôlitika angaha ireo dokotera merina rehetra, nalefa hiasa, ary hitsabo ireo mpiray tanin-drazan’aminy, kanefa dia rahonana hatry ny ela hoe MANDEHANA MODY ANY FA TSY MILA ANAREO IZAHAY ?
    FANTARO TSARA FA IZY IREO KOA DIA TSY NANGATAKA VELIVELY NY HISARAKA AMIN’NY FIANAKAVIANY RAHA NY YENA MARINA NO JERENA !!!
    ATRAMIN’IZAO MBOLA TSY NANDRAOKA TANINDRANA MIHINTSY NY MERINA, FA RAHA IZAO NO MITOHY, DIA METY HO AVY IZANY !!!!

  13. Mba tsy hahatonga an’i Madagasikara ho toa an’i Côte d’Ivoire no naneken’ny rehetra « Accord » tsy tokony nekena akory !
    MAZAVA DIA MAZAVA NY ACCORD DE COTONOU SY NY SISA !!
    Aiza ity reconnaissance ? Fantaro fa ho avy ho an’ny menasofina ny tsy mety ato ato ; faly ery fa takon’ny raharaha grika ny asa maizana atao, fa tsy ho ela dia hisava ny rahona !!

  14. ANY AMIN’NY TANY MAZAVA REHETRA, MATOA NATAO NY FAMIDRAM-PAHEFANA DIA EFA VONONA DAHOLO IREO REHETRA MPIARA MIASA ( MINISTRA NO RESAHINA ETO ) !!!
    KOA AIZA DAHOLO HONO ITY EKIPAN’ITY OMER ITY ???? MBOLA ANY AN-KIBON-DRENINY DAHOLO SA…..?
    TOA TANTARAN’I LAUREL SY HARDY ITY TANTARA ITY RY ZAREO !!!
    NY IRAY TENY AN-DALAMBE NO NAKA FITONDRANA, ARY NY IRAY KOSA TENY AN-TOKONTANY NO NANOMEZAN’AZY !!!!
    DIA NY MANARAKA AIZA ??? AO ANATY TRANO KELY FIVALANANA ?? TSY DIA METY NA DIA HOE 101 AZA ANTANANARIVO Ê !!!! HIVALANAN’IZAO BOTO SY ADALA REHETRA IZAO IZANY, ITY TANANA MBA ATAO HOE RENIVOHITR’I MADAGASIKARA ??

  15. Kintana, marina ny anao fa navita lalana vitsivitsy ra8, fa tsy midika izany hoe afaka manjakazaka sy manao famoretana am reetra tsy mety hisolelaka aminy.
    ny tanindrana no tena olona mahay mandray olona amin-kitsipo (franc) fa tsy tia zavatra mivilivily toy ny Ambaniandro, izany no nahatonga azy ireo nanongana andra 8, natokisany tam voalohany kinanjo taty aoriana vao tsapany ny toetra ratsiny fa hay kapotsaka sy mpanambany olona no mpanjakazaka. ka raha izany adim-poko izany Kitana dia tsy hisy eto an-tanana mihintsy na arangaranganareo hatao fitaovana hanakorontanana aza e.

  16. Ry tanora kely saina !
    Tandremo ny langonao sy ny volanao : izaho dia vezo no betsileo ary merina , avy amin’ny fitaizana ahy..
    Ambonin’izany rehetra izany dia MALAGASY AHO ALOHA !
    Manaraka izany , dia sasao ny lomotra ao an-dohanao fa ny
    Filoha RAVALOMANANA MRC NO ANY FILOHA-PIRENENA MALAGASY NISAHANA NY FAMPANDROSOANA IREO TANTSAHA ERAN’NT MADAGASIKARA ARY NANOME AZY IREO ANDRAIKITRA %MIVANTANA HITANTANA NY TONTOLO IAINAN’IZY IREO AMIN’NY ALALAN ‘NY FOKOTANY / FOKONOLONA..

    NY FIALAZANA HOE NANAMBAKA SY NANAMBANY OLONA IZY DIA HANGATANAY PORPFO AVY AMINAO MISY NY ANARANAO SY NY SONIANAO – RAHA TAHIANY KA MANANA ANARANA SY SONIA IANAO , IZAY MISEHO HO SAHY MITENY ETO SATRIA MIAFINA !
    IZAY NO HERI -BOATAINAO : MITENY MIAFINA NOHO IZANY DIA AZO HEVERINA HO TSY MISY…!

  17. Aza fady fa ianareo foza no namohy sy mandrangaranga adim-poko hatry ny ela ! Tsy vao 2008 na 2009 izany !! Atao fitaovana daholo izao vendrana rehetra izao ; vokisana taoka sy rongony dia na ny hamono an-dray aman-dreniny aza ho ataony !
    Mbola tsy lehiben’ny tananan’Antananarivo Ingahy Ravalomanana dia io foana no entina hanampepoana vahoaka !
    Raha nivory niaraka tamin’ireo mpanohan’azy i domelina tamin’ny faran’ny 2008, dia efa nivaoka daholo ny tsiambaran-telo !
    Famosaviana na famonoan’olona dia tsy fanaovana pôlitika mihintsy !
    Ary manino ireo mpiara-dia (anisan’izany ireo natao ho praiministra izay tena tompon’andraikitra ) tamin’ny Filoha Ravalomanana no tsy nametra-pialàna rahatoa ka hitan-dry zareo fa tsy mety ny ataon’ny mpitondra ? Sa dia ny hihinana volam-bahoaka nandritry ny taona maro fotsiny ? Ny iray moa dia tsy naharitra firy fa tonga dia voan’ny sazy angamba, na koa nenjehin’ny eritreriny !!!
    Aza ahilika aty amin’ny MPIARO NY ARA-DALANA IZANY FITADIAVANA ADIM-POKO IZANY, SATRIA EFA MAZAVA FA IZANY NO TADIAVINAREO MBA HANJAKAZAKAN-DRY KAMOAHORALY, BADOAHORALY, VENDRANAHORALY, RY MAMONODY AHORYOSENA !!
    EFA TONGA KOA RY TAIPE SY TAIBE…. RY MENASOFINA TSY LAZAINA INTSONY, SATRIA EFA OMENA AZY MAIMAIMPOANA NY FIRARAVAM-PIANAKAVIANA !!!

    Aleo enjehin’ny omby masiaka hono, toa izay enjehin’ny eritretra !

  18. 2002: Sambava
    . musique française éncouragée (plutôt que Merina)
    . films diffusés à la télé: « romboromboy » la plupart du temps pour éduquer l’esprit POUR la violence
    . ma soeur avait les larmes aux yeux étant spéctatrice scène macabre sur la route menant à l’aéroport: des gens de Soalinina traînaient à même le sol et attaché par une corde à une voiture – pendant que celle-ci roulait, un merina portant un tee-shirt « tiako i madagasikara »

    Toamasina: on massacrait ceux qui osaient en porter en plein public

    etc…

    (Pourtant – et incroyable car méconnu surtout tu, des gens des provinces sortirent de leur silence pour donner leurs voix à Ra8)

  19. Eto vao tena diso tanteraka ianao milaza ho tanora io fa T@ ravalo teo tsy nisy mihintsy zany resaka foko zany… tany @ sisiny aho no niasa ary afaka mijoro ho vavolombelona fa aza manosi-potaka fa zay le programana’asan’ny foza… Diaboliser…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *