Ironie du sort ou réflexe de l’appât du gain ?

Encore une fois, les bois précieux ont fait parler d’eux ! Depuis novembre 2010 jusqu’à ce jour, au moins deux reportages sur l’exploitation illicite de bois de rose à Madagascar ont été publiés sur des chaînes internationales et l’implication de certains tenants du pouvoir actuel dans ces trafics a été évoquée à plusieurs reprises.

Coïncidence ou pas, après la nomination du soi-disant PM de consensus, Rajoelina aurait déclaré sur une autre chaîne internationale que les « Malgaches n’ont pas besoin de bois de rose (…) ils ont besoin de financement ». Le pouvoir en place s’avouerait-il être convaincu que le pays ait besoin de ces financements ? Serait-il conscient des effets néfastes du gouffre financier qui se creuse à l’heure actuelle faute de financements extérieurs ? L’on doute fort que ce soit le cas car dans le passé, ce même pouvoir ne voulait ni reconnaissance internationale ni financements sous prétexte que le pays pouvait subvenir à ses besoins à l’aide de ses ressources naturelles et minières.

Ironie du sort ou réflexe de l’appât du gain ? Des deux choses ou l’une, le fait est que les politiques engagées par l’Etat jusqu’à ce jour, s’il y en avait réellement, n’ont rien donné malgré une exploitation intensive de nos ressources naturelles. Au passage, avec ce nouveau Gouvernement qui verra le jour, le scepticisme est de mise car les mouvances Ratsiraka et Ravalomanana viennent de contester la nomination d’Omer Birizilky en tant que PM de consensus. Par conséquent, il n’y a rien à espérer et comme certains le disaient si fièrement « la HAT ne change pas une équipe qui gagne » ou en d’autres termes, « la HAT ne changera pas une équipe… motivée par l’appât de gain ».

En ce qui concerne les bois de rose, depuis le temps qu’ils ont fait la Une de la presse, notre situation n’a pas évolué d’un iota. Pire, elle s’est dégradée à tel point que la pauvreté rime avec exploitations illicites des ressources et enrichissements personnels. Désormais, la richesse nationale est accaparée par une petite minorité qui, à tout prix, voudrait contrôler nos ressources naturelles et minières dont l’or, les bois précieux etc…

Finalement donc, l’on pourrait dire que les revenus générés par l’exploitation de nos ressources ne sont pas substituables aux financements extérieurs. Et heureusement qu’il y ait des organismes internationaux qui mettent l’œil sur nos ressources sinon l’appât du gain inné chez nos politicards aurait fait encore plus de ravages. N’imaginons pas le pire !

34 pensées sur “Ironie du sort ou réflexe de l’appât du gain ?”

  1. la ptite cervelle vend le pays au rabais et je l’ai déjà dit maintes fois.
    la ptite cervelle avec son niveau scolaire bien bas, ne connaît que l’addition soustraction, ça aussi je l’ai déjà dit
    la ptite cervelle demande des sous pour les gaspiller comme d’habitude avec les manières de dj, c’est déjà dit aussi
    vola

  2. la ptite cervelle vend le pays au rabais et c’est déjà dit maintes fois.
    la ptite cervelle avec son niveau scolaire bien bas, ne connaît que l’addition soustraction, ça aussi c’est déjà dit
    la ptite cervelle quémande des sous pour les gaspiller comme d’habitude à la manière de dj, c’est déjà dit aussi
    vola adala tompo angaha ka omena an’io? andraso eo ry bitro a!!!
    mahazo vola kely ihany izy io satria voakaraman’i frantsa ka, raha 2900 ar ny euro iray, mahazo 800 euros isam-bolana izy (mitovy amin’ny karama mpamafa tranon’i chat teigneux io)fa ny takalony kosa an !!!!
    dia 1/1000 ny commerce extérieur izany hoe 1000 euros x 10000 vidin’ny harena kibon’ny tany ahodinkodina tsy hita soritra isam-bolana eto fa lasa any
    bénéfice izany 10 000 000 analana 800
    ny sisa moa dia ireto zaoridira hafatratra lava eto fa mbola vola be ho an’i frantsa koa ny hanodina ny lotony. eto moa izy mahafaly ny vena
    koa dia samia mifaly daholo izany
    ny maha-menatra dia mbola ny vahiny ihany no tonga hampiseho ity bois de rose simbaina.
    fa lasa aiza hono ny mponina eto e ???

  3. quand vous dites les mouvances RAVALO et RATSIRAKA contestent le nouveau PM je pense que vous etes en retard car il suffit d ecouter les proposde RODIN ZAFILAHY MECTOUB au MAGRO hier et vous aurez la reponse jusqu ici RAVALO EN PERSONNE tout comme RATSIRAKA n ont fait une declaration officielle concernant ce PM wait and see

  4. Miesona daholo e! tsipazana vary mora sy menaka mora dia trano mora dia eo no
    RAISINA E! ny tena loza dia na inona fanazavanao tsy misy miditra ny lohan’ireo FOZA
    fa ny ANIO ihany, misy koa moa ny tena FAKO ao ka tsy mahagaga ,fa ireto mba nahita sy nandalina fianarana izay
    MINIA MIKIPY satria VOLA! ireo no mampalahelo ary MANALABARAKA mihintsy aza ,satria misy tena olo-mnga
    avara-pianarana mihintsy no mivarotra ny TANINDRAZANA , itony manao GAZETY be eto itony ohatra ,efa hita fa
    TAINIFIN’i lafrantsa anie no mba HATSIPINY amin’ireo dia MIBITAKA sy manosihosy ny GASY kely ery e! ny azo
    lazaina dia efa POTIKA ILAY TOETSAINA ! nopotehin’ny mpanjanaka ary FANAHINIANA hatao mihintsy ilay izy,
    ilay made in france e! fialonana moa manginy fotsiny,ory hava-manana.

  5. Comme je disais dans un autre endroit quand on se laisse diriger par un Bac-5 c’est qu’on a moins en terme de qualification, soit Bac-6. C’est à dire le niveau d’un CM2 (T5). C’est ainsi que l’on creuse sa propre tombe. c’est ainsi que perçoivent la France de ses ancienne colonies. Des terres dirigées par des gens qui sortent juste de l’école primaire. Des gamins qui ont encore des couches culotes pour certain.
    Allons nous nous laisser faire ? Et bien non. Seuls les fozas pensent que c’est une bonne chose.

  6. fanafody tena nandaitra dia haroso eto :
    raha ho tapitra ny taona, ho tonga ny fety, mafana ny andro,
    misy vazaha fantatra ka liana te handalo eto dia aza mihambahamba milaza fa dj ny mpitondra, mikorontana ny tanàna, mahantra ny vahoaka, be ny aretina ka tsy fotoana fandalovana eto. Izay aloha dia efa mahafa-po.
    Vokany,mandeha be ny resaka ankehitriny ka izay aloha dia efa mahafam-po.
    Mbola ho avy koa ny fandrarana ny olona tsy hividy letchis lamokany fa maika ahazo vola ny fat.tena

  7. Ny fanafody tena nandaitra dia haroso eto :
    raha ho tapitra ny taona, ho tonga ny fety, mafana ny andro,
    koa misy vazaha fantatra fa liana te handalo eto dia tsy mihambahamba milaza fa dj ilay mpitondra, mikorontana ny tanàna, mahantra ny vahoaka, be ny aretina ka tsy fotoana fandalovana eto.
    Ny Vokany dia tena nahafam-po ,satria sady mandeha be ny resaka ary nitodika ny dia.
    Mbola ho avy koa izao ny fandrarana ny vazaha tsy hividy letchis lamokany satria maika ahazo vola ny fat.efa nandeha io tamin’ny 2010 dia averina indray.
    samia mandray anjara

  8. Iza no oa no nampianatra trafique bois de rose? Ravalo(stock Manjakandriana sy Antsirabe).Izany hoe 7 ans izy nigalabona fotsiny tsisy mpiteniteny. Mba inona ny diplôman-dRavalo(self made man), hitako ary izy niongana Rabe R, satria olon-tsy nianatra,araka ny teninareo de nangorom-be fotsiny! maro @nareo eto no mi salut fa Rajoelina mahay politika, vitany ny nampanasonia an-dry Mamy, nampanenina mafy an’i dadanareo hoe nanao fahadisoana aho, naniraka nampanasonia iny FDR iny. Zany r’ise ny vokatry ny tsy fianarana a! de io koa Zafy fa nijabaka, de hisy olona tsy ampoizinareo, toy ny nataon-dRaharinaivo sy ny tariny ireny indray,hiditra ao ao GVT BERIZIKY, avy @nareo. Aza de tratry ny complexe loatra r’ise Rabe R, fa ny fahaizanareo, ça sert à rien par rapport à l’évolution de votre lutte, ho lasa tantara atao fihomehezana fotsiny aza. Grave be anie ry zalahy, zany mody @ pataloha 3 taona tsy nisy vokany, na izany na tsy izany, ilaina ny fananana fahaizana, raha te hitondra, kanefa kosa tsy voatery. Ahoana hoy ny ex président brésil raha nanontanian’ny mpanao gazety mikasika indrindra ny tsy fananany fahaizana: » Je suis président de cette grande nation, c’est mon diplôme ».De aza mandray ohatra maivana kely oa ry Elas, fa tena fopla be le raisonnement nareo momba ireo kajikajy ekonomika kely ataonareo. Menatra aho ry zalahy marina raha ireny no entiko eto, ataovy zay tena information azonareo, zay financement azon-dRajoelina, nampandehanany ny administration sy nanangananay ireo fotodrafitrasa vitany na dia tsy nisy vola aza , tsy nisy famatsiam-bola avy any ivelany. Fa marina ny anao fa ny BAC-5 marina no mi raisonne toy ireny. De tairo foana hamaliana nareo eto, izay resin’ny guerre d’usure eto mipetraka. Bye!bye!

  9. Za miteny anao ary tsy hihamboko Ranavalona, fa ny taimbava oa no betsaka, ny anareo, fa raha ny projet entiko manasoa ny mpiray tanindrazana amiko, tsy mahavita ianao na de manome jiro labozia iray, hanazavana tokantrano malagasy mahantra kely iray in-dray alina akory! ny vava oa no betsaka, fa tsy vitanareo eto ny mampody an’i dadanareo de sasa vangy sy désinformation, intox, ary soa ihany fa tsy nijabaka ny tenanay, fa lainga fotsiny kay iny ambassadeur de France nanambana totothondry iny. Mbola aiza ny hanaovany anareo miteniteny olona tsy mila ady @nareo. Tsy ny Frantsay oa no nanomboka ady t@n-dRavalo fa Ravalo niantsy ady Frantsay voalohany,tsy Andry no nila ady t@ dadanareo fa izy no nanakatona ny RADIO VIVA noho Ratsiraky ny trois moovs nareo niseho tao, ary tsy ny miaramila no tsy tia an-dR8, fa R8 no nanindry ny miaramila gasy t@ miaramila vahiny. De mba tiako hanaovareo commentaire kely aloha ireo zay vao manompa ahy sy manao ahy ho vendrana sy mpandainga. Tsy zaranareo, aza misy manohitra anareo eto @izay misy ny demokrasia, mba handanjalanja tsara ny gasy mpamaky, ary io ihany koa no tiako manoratra @ teny gasy sao misy ireny gasy tsy mahay miteny frantsay ireny! tsy mamaly anareo fotsiny ny adidiko eto, fa mampahafantatra ihany koa ny zava-misy marina, @ fahaizanareo mivoy vaovao diso eto, sy mampiady samy malagasy izay tena tsy zakan’ny tsenanay mihitsy io, ary ny sain-dratsinareo manao takalonaina ny vahoaka malagasy, kanefa olona iray no tiana ho simbana, hamerenanareo an’ny Dadadareo nangalatra be, namono olona, kanefa tolona fandanian’andro fotsiny ny anareo, fa tairo foana r’ise, RABE TOUJOURS PRÈS!

  10. Ianao rabe no tena manankina eto fa tsy misy soso-kevitra arosonao.Mahafaly anao rehefa tsy Ravalo no eo satria asa loatra naninona ny bas quartiers izy io tadidinao ny resakintsika.Raha resaka projets dia nahavita ny filoha MR ary notohanana ny mpamatsy vola ary anisany nanao ny tena tamin’ny androny.Amin’izao fotoana izao dia vitsy dia vitsy mba ilazana hoe tsy misy ny projets lehibe mandeha any Mada satria sady tsy mahay ny ekipa no tsy mamatsy vola ny firaisamben-pirenena azony mpanongam-panjakana no eo.Jereo ny antontan’isa any amin’ireny banky foibe na ny sampan-draharaha mikarakara ny toe-karena eto an-tany dia ho hita anao fa nidina ny fari-piainan’ny mponina amin’ny akapobeny eran’ny nosy.Fantatro fa anananao lonilony i Ravalo ary tsy raharahinao na tsy mandroso mada rehefa tsy Ravalo ny eo dia izay no tadiavinao.Afaka miresaka aminy tsara anie ianao rehefa miverina izy mba hilaminan’ny resaka.Ary Madagate anie efa fantatry ny olona na ny vazaha aza fa lainga ny ao e!Ataovy objective ilay analyse.Efa niteny anao an’io aho.

  11. Ianao rabe no tena manankina tsy manome soso-kevitra eto.Faly fotsiny ianao satria tsy Ravalo no eo asa na naninona ny bas quartiers loatra izy iny fa any no fipetrakin’ny fialonanao aminy.Raha ny projets goavana dia voaporofo amin’ny antontan’isa maro na ny avy amin’ny banky foibe na ny foibe ara-statistika maro eran-tany fa tsy mahavoa ny ekipa ankehitriny no tsy azo hamatsiana vola satria mpanongam-panjakana.Ary madagate anie efa fantatry ny rehetra hatramin’ny vazaha fa lainga no avoaka ao e!Mba ataovy objective ilay anlyse;Efa niteny anao an’io aho.

  12. io rabe io motonatonana ohatra ny vinato tsy mahare fosa,
    efa tsy tina dia eto ihany.foza potaka mandoto rano,tsy menatra sa jamba tsy mahita lalana ?

  13. Hiraka handrebireby ny an-Rabe, @ izay isika laozana miady aminy fa tsy mifantoka
    @ zavatra tokony hifantohana,fa efa mihamafana ny raharaha ka mila fandinihina satria
    eo @ SAMPANAN-DALANA tsy azo HIDOVIRANA ISIKA IZAO koa tsara raha mba mila FITONIANA tsara aloha
    fa avelao any RABE sy ny TARINA ray olona a!! dinio akaiky ny raharaham-pirenena fa izany no himatimatesantsika
    eto izay ela izay.Avelao ny helony fa tsy fantany izay hataony.

  14. Ahoana marina izany no mba reaction n’i dada amzao ranaval a, mba rai-amandreny ihany ve izy iny sa dia mpanao teny midina fotsiny e, toa tsy mba sahy mifampidinika amin’ny olona mpanao politika sy mpandraraha izany mihintsy fa dia manao amboletra fotsiny.
    dia nanao ahoana hono ny valiny fifampidinihana tam ZUMA, fa toa tsy navoaka an-gazety akory na mba notaterina aminareo zanany , sa misy probleme angaha ramose iny .

  15. Nadia-rabelehilahy, même combat ! Kenda ny foza dia manao diversion amin’ny resaka tsy mitombona sy mirediredy !
    Ndefo aza izao, lasa niteny any amin’dry zareo sud-af hoe, tsy izy io Omer io !
    Marina ny azy ! Rehefa ho samy mouvance mpanongana ihany, maninona izy no noterena hiala amin’ny naha « praiministr’azy », na dia teny amin’ny arabe aza izy no notendrena ?
    I domelina koa mba teny amin’ny rabe ihany koa no nitonon-tena ho filou mpanjakàna !

  16. Anisany mba positif tam ty tetezamita ity ny io resaka BDR io, satria hita daholo izao ireo mpandroba firenena, ary tokony ho tafiditra tanteraka amin’io ra8. satria dia izy no fototry ny fangalarana ireo, ny contrat tam Gibson sy ireo BDR tam tranony tany sambaina sy Manjakandriana ireo.
    mety Nangalatra ireo HAT ireo tam BDR fa mba hita ny nandehanan’ny vola, fa tam ra8 anie ka dia izy irery no nandroba ary tsy nisy afaka niteny malalaka toy ny amin’izao e.

  17. Hatra@izao aloha mbola izy no MANERY ny TENANY ry KINTANA fa mbola tsy nisy fankatoavana
    mihintsy eran-tany fa FILOU DOMELINA, aoka hazava ny resaka! afaka koa izy milaza fa MPANJAKA,
    dia inona koa? RAY AMAN-DRENY! fa toa izany no vao maika NAHAVOADAKA azy ,ary tsy maintsy any AN-KADY IHANY no
    hiafarany e! izay manandra-tena no HAETRY.
    Hay ve lasa any koa i Roandefo e? ireto mpitaty rakena rehetra manodidina io PM vao2 io no toa tsy MATIKILOLO koh! dia ity
    chataigner efa mitakisikisina aminy sahady. Alarobia androany mbola tsy nisy gadra iray nivoaka??Ny ahy ireo gadra ireo aloha.
    Misy tokony hadray anjara @ izao fitantanana izao matsy @ izy ireo nefa dia GIAZANA fotsiny.Tsy rariny e!!

  18. ranaval dia avoaka koa ve ireo gadra namono vahoaka ireo, tsy mety izany, i ra8 aza tokony alaina any afrika am zay ho tsaraina.

  19. Misaotra tanora a! raha miresaka momba ny BDR, ka ny trafika nataon’ny Dadan-dry zalahy no resahana, izay nihinana tsisy nanelingelina, tsisy nanara-maso, io Gibson mpanao gitara amerikana io aza, tratry ny CIA mitsy, de tsy natao tam,tam, fa Rajoelina tsy tiana no noresahana toa @ kongresy ho mpamotika tontolo ianana! lany fika oa ry zalahy! ry Monja zany ndray alahelon-kanina fa vokatry ny fifanarana pretoria 2 nosoloana an’i Mangalaza no nampipitika azy. De zay foana oa, very seza, tsy mba manao ohatran-dry Camille Vittal, ireny, ireny r’ise no olon-kendrin’ny HAT, ry Nadine Ramaroson…sns!Raha tsy nankatoavina ho filoha Andry, tsy nanasonia Mamy, ary tsy nitsangana teo @ tribune ONU. Nareo eto ihany, no tsy mankatoa azy, fa ny lehibenareo sy ry Zafy, de samy nankatoa azy avokoa! Ratsiraka tsy nanasonia no mety manamarina ny teninareo!

  20. Comme dit :les escrocs veulent le « beurre et l’argent du beurre » ;les TGV ont eu le beurre ,maintenant ils veulent l’argent !

  21. Ndryyyyyyyyyyyyyyy !! Mampalahelo ny toe-tsainan’ireto zanam-poza ireto !
    Tsy mahafantatra an’izay atsimo sy avaratra amin’ny atao hoe Commerce international dia mirediredy eto !
    DJ teny Avaradoha moa ve no mba atao Andriamanitra kely, any ka tsy mahagaga !
    Mba jereo itony, fa aza izay voalazan’i zanô no atao tsianjery lava eto, fa dia « ridicule » hoy ny fitenin’satanie izay hivavahanareo zanam-poza koa !

    http://www.agencepresse-oi.com/component/content/article/485.html

    Dia manaova fikarohana koa momban’izany atao hoe International Tropical Timber Agreement (2006), ny FSC ary ny PEFC, etc….

    Ny fivarotana ANY IVELANY grume na koa rondin, NA BDR io na palissandre, na inona, dia tsy azo atao ; indrindra sady tsy mandalo ladoany toa ny fanaon-dry zareo !!

    Tamin’izany fotoan’androny, misy karana ao Fénérive-Est ao toa mahay mihintsy raha mikasika ny fanondranana hazo, dia hoe eny afovaon-dranomasina no hamatrarana ny sambo ; indrindra iny amin’ny faritry Maroantsetra na Antalaha, serana-tsambo anefa tsy lavitra !!

  22.  » Les Malgaches n ‘ ont pas besoin de BDR  » c ‘est pour ça qu ‘il le leur a pris , et que maintenant ils veulent des subventions car du BDR : il n ‘ y en a plus ou quasiment , et on ne peut plus compter sur cette ressource sans se faire  » remarquer  » …


  23. La Grece a un President d’une honneteté à copier par le PHAT :

    Faire un referendum pour que ce soit le peuple qui decide de son sort !

    Le nouveau PM et la HAT auratils ce même courage ???
    Je doute fort qu’ils le feraient !!! 🙁

  24. Njara! c’est reny malala qui dicte sa politique à TGV l’exécutant et je n’attends rien non plus de la part du PM. Il faut qu’on arrive à convaincre la troîka avec preuve à l’appui qu’OMER ne remplit pas toutes les conditions.A moins que Zafy nous sorte de son chapeau une colombe qui accomplirait l’apaisement et nous remballe son lapin qui sème la zizanie.

  25. Bemafohy, dia efa tsy mahatoky tena sy tsy mahatoky ny vahoaka malagasy mihintsy ve ianareo no any am troika foana no mitory sy mitati-bolana e. na izany sens de negociation izany aza tsy hainareo. Mataotra ny hifampidinika am zafy sy rajoel.Eo nareo no raisina fa ny vahoaka tsy hanaiky ny ady seza nareo lava izao eo.

  26. Tanora!mpanongam-panjakana i TGV.Noho izany tsy tokony hi-négocier aminy akory.Tsy hainareo angaha izany.Ary raha sensé i Domelina izay efa nanda ny soniany dia mampihatra ny tondro zotra fa tsy baikon’i reny malala na farafaharatsiny mampanao referendum momba ny hijanonany eo na tsia.Ho hita eo iza no atokisan’ ny vahoaka kokoa.

  27. ny vahoaka no nanongam-panjakana Bemafohy a.noho ny jadona sy famoretana nataon’ra8.
    raha ny tena izy ary ange tokony tsy hiditra ao anaty tetezamita akory ny ekipa ra8 e, satri voaongana. hadalan’ny rajoel no mbola nifampiraharaha am olona voaongana any, fa raha ny vahoaka nitolona tam 2009 dia tsy mila an’ireo intsony.

  28. Tanora!tsy ny 20.000 (izany ary efa ampiako )no atao hoe vahoaka satria sady tao Tana ihany koa no nisy io ary tadidio fa 20000000 ny malagasy ary tsy tanà ihany no atao hoe:Mada.I TGV tsy lanim-bahoaka fa tonga dia ni s’auto-proclamer ho prezida avy eo.Tsy ara-dalàna daholo izany ka tadidio.

  29. Tsy dia azoko laotra ry Bemafohy ny mbola atao resaka amin’ny olona tsy tonga saina, na donto izany hoe VAHOAKA NANONGANA AN’NY PREZIDA RAVALOMANANA IZANY Â !!
    Tsy ireo VITSY AN’ISA avy eny amin’ny bas quartier sy Andralanitra, ary nampian’ny miaramila 100 isa no atao hoe vahoaka, dia basta !!
    Tsy vendrana toy ireo foza ireo ny CI ka hilaza hoe Coup d’Etat io, kanefa tsy izany !
    Mampalahelo ny hoavin’i Madagasikara rahatoa ka izao no mba fisainan’ny tanorany !

  30. Bemafohy a. fantako ianao fa tena fanatik ny ra8, fa zava-misy tsy azo kosehina e.
    Tsy nahita tany Tana za tam 2009 fa tany Atsimo foana, dia tany no hitako fa efa hatram 2007 ny vahoaka tany dia efa nandoa an’ny ra8, tam fandrodanana ny tranon’ny zandary havadika magro tao fort Dauphin, monopole ny ra8 ny location de voiture reetra nampiasan’ny QMM. Ny fibodoana ny fiompiana voron-tsiloza tao Antanimora Atsimo.
    teneniko anao Bemafohy fa tsy nisy Tim lany tany na iray aza na dia teo aza ny hala-bato. ka ireo tsy vahoaka hoy ianareo fa foza, dia miaiky izaho fa naongan’ny foza ra8.

  31. samy manana ny fahitany azy ny zava-nisy teto amin’ity firenena ity. saingy maro dia maro, santionany i Tanora, no ohatra tsy nandalina na somary fohy fijery.
    – teo ny piso,nitondra nandritra ny 15 taona, finaritra nihinanam-potsiny ny malagasy satria nomen’ny menasofina asa ambany dia nahazo karama afaka nividy importation tondraka be. Tsy faly ny madinika fa be kibo ny vaventy mpisolelaka frantsay
    – tonga Ratsiraka, 15 taona nitondra, kely asa ny malagasy, kely karama dia mandany andro nana babyfoot,nijery video kung-fu ary mivarotra amonron-dalana. Nampianarina niafy aman-kanina vita sinoa, rosiana, koreana, romana. Noana koa dia tsy faly.Indrindra moa itony taranaka piso itony,tgv, ramarosaona sns satria lany ny capital
    – Nofidiana i Ravalomanana satria efa be vola noho ny tranon’asa niroborobo nataonay.7 taona fotsiny izy nio teo.Nitady vola be izy ka nahita nampan-droborobo ny firenena.
    Nitombo ny oron’asa nanaovany azy, nantsoiny ny diaspora malagasy hintondra ny fahaizany tany am-pita.tapitra toe ny corruption, ny halatra, ny makorely, ny hata-piso.
    Be ny asa, nahazo karam ny malagasy ary nividy ny asan-tanany izay niombonana.natao ny lalàna, natao ny sekoly, natao ny fanampiana ny tantsaha. nadio ny tanàna.
    VOLA BE NO NILAINA TAMIN’IZANY. ARAKA NY FAHITANAREO : NISY MALAGASY VE NA TEO AN-TOERANA BE VOLA, NA ANY AMPITAN-DRANOMASINA, NISY VE , tonga ka mba hoe nanao INVESTISSEMENT SATRIA TIA TANINDRAZANA ?
    AMIKO TSIA… ny malagasy dia teraka ho mpiasa na hitady vola hiadanany fatsy hiraharah ny hafa.
    koa dia omena tsiny ve iAtoa Ravalomanana raha naka ny toeran(ny frantsay eto amin’ny firenana,
    omena tsiny ve Atoa Ravalomanana raha naka ny toeran’ny sinoa, koreana, rousiana,hamahana ny vahoaka malagasy ?Dia omena tsiny ve Atoa Ravalomanana raha namolaka ny toe-tsaina efa loa eto amin’ity tanàna ity ? Tsy izy no mpanao didy jadona fa ny malagasy no saro-tiavina, sarotra tazaina, be fialonana, kamo be tenda, mpamitaka, fohy fisainana. Ny malagasy no tena mpisoloko amiko kfa tsy Atoa Ravalomanana.Ohatra ireo fat rehetra ireo, ny miaramila kely saia, ny vahoaka tsy ampy fianarana.
    Very mandrakizay i Magasikara very olomanga toa Ato Ravalomanana. Indrisy fa tsy mba maharitra ny zavatra tsara.
    Ary farany, izao toe-tsaina malagasy izao no tsy hiverenan’ny diaspora lasa ka tafita any ivelany,efa potika loatra ny mokon-doho eto ka matahotra ry zareo.
    Raha dinihina moa izany, dia aleon-ny malagasy miverina ny fanjanahana ???? matory voky, tsy matory voky. Reraka foana ny ray aman-dreny niady tamin’ny 1947.Mampalahelo

  32. samy manana ny fahitany azy ny zava-nisy eto amin’ity firenena ity. saingy maro dia maro, no ohatra tsy nandalina na somary fohy fijery.
    – teo ny piso,nitondra nandritra ny 15 taona, finaritra nihinanam-potsiny ny malagasy satria nomen’ny menasofina asa ambany dia nahazo karama afaka nividy importation tondraka be. Tsy faly ny madinika fa be kibo ny vaventy mpisolelaka frantsay
    – tonga Ratsiraka, 15 taona nitondra, kely asa ny malagasy, kely karama dia mandany andro nana babyfoot,nijery video kung-fu ary mivarotra amonron-dalana. Nampianarina niafy aman-kanina vita sinoa, rosiana, koreana, romana. Noana koa dia tsy faly.Indrindra moa itony taranaka piso itony,tgv, ramarosaona sns satria lany ny capital
    – Nofidiana i Ravalomanana satria efa be vola noho ny tranon’asa niroborobo nataonay.7 taona fotsiny izy nio teo.Nitady vola be izy ka nahita nampan-droborobo ny firenena.
    Nitombo ny oron’asa nanaovany azy, nantsoiny ny diaspora malagasy hintondra ny fahaizany tany am-pita.tapitra toe ny corruption, ny halatra, ny makorely, ny hata-piso.
    Be ny asa, nahazo karam ny malagasy ary nividy ny asan-tanany izay niombonana.natao ny lalàna, natao ny sekoly, natao ny fanampiana ny tantsaha. nadio ny tanàna.
    VOLA BE NO NILAINA TAMIN’IZANY. ARAKA NY FAHITANAREO : NISY MALAGASY VE NA TEO AN-TOERANA BE VOLA, NA ANY AMPITAN-DRANOMASINA, NISY VE , tonga ka mba hoe nanao INVESTISSEMENT SATRIA TIA TANINDRAZANA ?
    AMIKO TSIA… ary rariny io fa matahotra izy ireo.
    koa dia omena tsiny ve Atoa Ravalomanana raha naka ny toeran’ny frantsay eto amin’ny firenana,
    omena tsiny ve Atoa Ravalomanana raha naka ny toeran’ny sinoa, koreana, rousiana,hamahana ny vahoaka malagasy ?
    Dia omena tsiny ve Atoa Ravalomanana raha namolaka ny toe-tsaina efa loa eto amin’ity tanàna ity ? Tsy izy no mpanao didy jadona fa ny malagasy no saro-tiavina, sarotra tazaina, be fialonana, kamo be tenda, mpamitaka, fohy fisainana. Ny malagasy no tena mpisoloko amiko kfa tsy Atoa Ravalomanana.Ohatra ireo fat rehetra ireo, ny miaramila kely saia, ny vahoaka tsy ampy fianarana.
    Very mandrakizay i Magasikara very olomanga toa Ato Ravalomanana. Indrisy fa tsy mba maharitra ny zavatra tsara.
    izany toe-tsaina malagasy izany no tsy hiverenan’ny diaspora lasa ka tafita any ivelany,efa potika loatra ny mokon-doho eto ka matahotra ry zareo.
    Raha dinihina moa izany, dia aleon-ny malagasy miverina ny fanjanahana ???? matory voky, tsy matory voky. Reraka foana ny ray aman-dreny niady tamin’ny 1947.Mampalahelo

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *