3 pensées sur “Kabary Guy Maxime Ralaiseheno, 15 Nov 11”

  1. 17 novembre androany ry le guymaxime jiolahimboton’i rainivoanjo a! jereo fa mbola io ambany io ny kobaka nafafin’lah teo @ magroranomaimbo t@ 7 Novembre.

    Aiza rainivoanjo dadalah ??? efa tonga ???

    Dia avereno vakiana tsara ny voalazan’i Cdt massoud t@ 7 nov eo ambany eo dia ampy ny taranak’i rainivoanjo.
    @ manaraka dia mba ovao ndray hoe (tsy maintsy tonga eto i rainivoanjo rehefa maty) @zay tsy oainn b @ le kobaka masiso.

  2. Na NOTAM io na tongava fa ho samborina sns …

    ny olona tsy matahotra sy sahy izany, dia miatrika ady, fa tsy ary sudafrika no manao vovon’alika sy adin’akoholah fataka, jiolahimboto gadralava no karamain’i rainivoanjo hiteny ratsy olona eo @ magroranomaimbo dia saromana kely hoe mpanao pôlitika,

    Hatsaharo @zay oà ty hatsikana lava ataon’lisany eto an-tanàna ty ry rainivoanjo sy ny taranany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *