5 pensées sur “Kabary Magro 25 Nov 11”

  1. Ny mouvances efatra dia nanao sonia ny fifanarahana tany MAPUTO ny 09 août 2009..
    Io fifanarahana io no niteraka ny « feuille de route / Tondr zotra  » ankehitriny , izay neken’ny mouvances efatra sy ny antoko paolitika manana ny maha izy azy.
    Mandroso ny ezaka ataon’ny SADC hamaha ny olana nentin’ny fanonganam-panjakana..

    Izany ezaky ny SADC izany hankinanan’ny Malagasy ny fanantenana hamaranana ny kirizy ary hidirantsika amin’ny FIAINANA VAOVAO LAVITRY NY FITADIAVAN ‘IREO TSY MATY VOALAVO AN -KIBO IZAY BAIKON ‘NY FRANTSAY SY NY ANDEVONY..

    NY SEHO-JAVATRA TATOATO TETO AMIN ‘NY FIRENENA DIA TOA NY FAMPISEHOANA TEATRA.KA MIZARA AKITA TELO NY FISEHONY

    –AKITA VOALOHANY : FANENDRENA PRAIMINISTRA
    Io fanendrena io dia nolotoan’ny fikafika nataon »i Zafy…Maro ny kina sy tsikera avy etsy sy eroa..
    Izany fikafika izany dia rano mangatsiaka nararaka am-bilany feno rano mafana.
    Gina sy sina ireo mpanaraka ny paolitika..
    Tsy mahagaga izany fa i Zafy dia mihevitra azy ho be saina ka manao ditra ka izay tinapany izy irery no heverina fa marina sy mety !

    Akita faharoa : fananganana governemena

    Io fananganana io no nandimby ny fikan’i Zafy !
    Kitoatoa sy fanompana ny tondro zotra no
    nibaiko an-drajoelina sy i Beriziky nifidy ireo ministra nentin’izy ireo namorona ny governemanta..
    I Beriziky dia nilaza fa tsy manaraka ny sori-dalan’ny tondro zotra ny fananganana io governemanta io..NEFA TSY NIALA IZY HO FANOHERANA IZANY FANDIKANA NY TONDRO ZOTRA IZANY..

    Akita fahatelo ; fahatongavan-dRatsiraka eto ANTANINDRAZANA..

    Zo-dRatsiraka ny mody eto amin’ny Firenena..
    Tsiavina fa TSY NIST NANDRAOKA AZY NA NANDEFA AZY SESITANY..
    IZY NO NANDOSITRA NIALA TETO AMIN ‘NY FIRENENA.
    -1)Resin’ny MALAGASY tamin’ny fifidianana natao ny 16 décembre 2001 , izay nametraka an ‘ ATOA RAVALOMANANA MARC FO FILOHA-PIRENENA ..
    -2)Tsy tantin-dRatsiraka sy ny mpanohitra rehetra ( toute l’oppositon sans exception )
    dia nanangan ‘ ady Ratsiraka : nitady nampisaraka ny Firenena izy ka notadiaviny natao fahirano any Imerina izy , ka tsy anana fifandraisana amin’ny provinces dimy izy ( partition du Pays ), ka raha tafita izany teti-dratsy izny dia ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia itondra ny provincen’Imerina , ny provinces dimy dia ho entin-dRatsiraka..Amin’izay dia tsy misy antony ny ffidianana nataon’ny 16 décembre 2001 , ary tsy hisy VIDINY NY SAFIDIN ‘NY MALAGASY..
    Dia raikitra ny ady satria nisy barrage manakana ny lalam-pirenena , nisy fana-potehina tetezana ,nisy faty olona..
    SAINGY NY TSY HAIN-Dratsiraka dia TSY NANARAKA NY TETIK’ADINY NY MALAGASY ARY TSY NANAPAKA NY FIFA?DRAISANY AMIN’ IMERINA..!
    TSY NAHOMBY NY IKAN ‘NY AMIRALY DIPLOME DE l’ECOLE DE GUERRE !
    DIA VAKY LAY IZY DIA NITSAOKA NANDOSITRA NANKANY FRANTSA !

    Io Ratsiraka niverina !Notsaraina izy fa tsy nanatrika ny Fitsarana , izay nana meloka azy dmy taona manao asa tery vozna (condamné par contumace à cinq ans de travaux forcés)
    Raha mihevitra ho FIRENENA TAN-DALANA NY MOUVANCES TELO DIA HEVERIKO FA TOKONY NIVANTANA TENY AMIN ‘NY TRIBONAL I RATSIRAKA ARY NY FITSARANA NO MITENY IZAY HEVERINY FA HITSINY MIKASIKA NY DIDI-PITSARANA NAVOKANY TAMIN’IZANY FOTOANA IZANY

    SAROTRA HO AN ‘NY MALAGASY NIAINA NY FOTOAN-PAHANTRANA TALOHAN ‘NY 16 DECEMBRE 2009, IZAY TAONA MARO NITONDRAN-DRATSIRAKA NY FIRENENA..
    AHONA MOA NO HINOANA FA RATSIRAKA AMBODIA TAMIN’IZANY DIA HIVA ZANAK’ONDRY ANKEHITRINY FA INDRINDRA FA UZAY DIA ANISAN ‘IREO NAMPORISIKA NY FANONGANAM-PANJAKANA..
    POROFO IRAY TSY AZON-DRATSIRAKA LAVINA :
     » NY 31 DECEMBRE 2008 I RAJOELINA DIA TONGA NIHAONA TAMIN-DRATSIRAKA SY RAJAONARIVELO PIERROT « ..
    Rjaonarivelo dia ministry ny AEn’i governementa Beriziky..!

    Sarotra ny mino fa ohanona amin’izao Ratsiraka..
    ETO MADAGSIKARA IZY , RAVALOMANANA MARC ANY IVELANY !

  2. Tous les moyens sont bons, cependant et nous devons toujours penser à rester vigilant – avancer à pas sûrs – renforcer la solidarité pour contrer notre adversaire commune : cet état de non droit dans lequel la HAT soumet sans répit le vahoaka maro an’isa GASY

    Que Deba arrive à éteindre le feu qu’il a allumé
    Et non y mettre de l’huile tout en mécontentant les fidèles au magro, à travers ses petits airs relatifs aux événements de 2002 et 2009, (mêmes avis sont adressés aux représentants de l’Arema tel Tantely Andrianarivo): « je ne regrette rien ni le bien ni le mal tout ça m’est bien égal ».

    Que l’on ose (il est temps) manifester notre désaccord nous fidèles de magro, par des coups de sifflet je crois ça ne ferait pas broncher ses sourcils tout bon acteur qu’il est réputé comme – depuis jusqu’à hier

    36 pompes équivaut à 36ans (âge d’Andry Rajoelina!!). Ca dit bcp de choses, non?

  3. Eny ê, Manoela: tsy hiasa zahay

    eka rô: Andrianampoinimerana manao SALAKA manday LEFO, mitovy @ antandroy – ankehitriny aza toa mbola mitafy toa ireny ny any anaty ala be Atsimo any?! (efa nahita zaho kolahy)

    Ndao tika antimo any,
    toleara presque 100% mahatoky an’i prézida Ravalo

    Tsa mipoly shashy itoy ndray mitoraka itoy va?

  4. I Pierrot, mpiara-nipetsapetsa, nanandrana harena teo amin’ny fitondràny talohan’ny 2002, NANKAIIIIIA? : Malailay fonosana, manadio tena avao no asa mahamaika an’ireo ==> lasa nandadilady any @ CPS Addis-Abeba.

    Manala-baraka tena, manontany basy @ Anglisy: toa an-dry Mémé sy Couillonnel Ravalo chefs de cette bande HAT, nieritreritra fa i SudAf ho azo tafihina…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *