2 pensées sur “Kabary Mamitina Ravelonanosy, 15 Nov 11”

  1. Mody fandrebirebena izany e!mbola tsy misy manAiky azy eo fa TERENA FOTSINY aloha e!
    mbola miandry izay FIASANY aloha izahay fa rehefa tsy hanaraka ny TONDROZOTRA dia MIALA!
    Inona no hiadivany varotra @ izay olona haroso eo fa TAHOTRA ! f’ angaha nisy nifidy an’ireo teo koa izy indray no miseho ho
    tompony eo???raha nahay izireo koa tsy nahazo FANKATOAVANA 3 taona ??? mody fika io dia @ izay HILEFITRA aminy indray
    ny ankolafy 3, hampiesoniny eo indray!! tokony ho araha- maso akaiky mihintsy ireo mpitarika mandray anjara @ izao fananganana
    izao Tetezamita HIRAISANA izao fa MILA VOATSIARY indray domelina ka hataoko fa efa AMPY!AMPY!AMPY izay TOMPOKO Isany o!
    Izaho manokana aloha dia tsy misy fahatokisana ireo mpitarika miara-miasa @ domelina ireo intsony fa toa MITAVOZAVOZA HAFAHAFA,
    efa tsy MAHITSY FANDEHA INTSONY fa tokony HANDRAY FEPETRA HAINGANA i Dada.Toa efa mitady ho entin’i domelina @ SANGANY.

  2. Miresaka firaisankina !Ary aiza i Prince sy Tabera no tsy re tato ho ato ??
    Dia avelao izy mianakavy ho eo rehefa tsy azo halamina, avelao HIANJAANJA eo!
    Atao fitaovana HANAO SONIA FOTSINY IZANY ny AKOLAFY 3 fa izy mianakavy ihany no ho eo dia mbola ilay
     » IZAY TIAKO IHANY IO! ». O ray olona a! mba MIHIRATA RE e! hatao fitaovana ho hazahoany ilay FANKATOAVANA
    fotsiny anie izany ISIKA e!!mbola tokony ho HARAHANA ihany ve ny olona toy izany??avia daholo manao SONIA fa
    te ho MPANJAKA domelina !dia mirongorongo daholo izany MANAO SONIA??????????? mba tonga saina daholoe!
    Raha mba mahavita indray moa maninona ??fa sady MPANOMPOSAMPY no MPANGALATRA no MPANDROBA Sns
    izany no tsy maintsy mbola LELAFINA sy TOHANANA fa voahozona ve isika e!!tsy maintsy hiohaka @ DEVOLIN’i
    domelina daholo ve HANITSAKITSAHANY antsika antapondoha sy hampihinanany antsika ny MALOTONY e!
    Mba miangavy an’i DADA HANDRAY FEPETRA HAINGANA fa efa tsy rariny izao, MIJALY ny VAHOAKA!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *