L’AV7 ne représente pas le peuple !

L’AV7, l’association des victimes du 7 février, n’est point le peuple et ne le représentera jamais ! Manifester contre le retour des proches du Pdt Ravalomanana au moment où le « fihavanana malagasy » est soumis à une rude épreuve pour l’instauration d’un climat d’apaisement, est inopportun.

Sans être « extrémiste », les politiques ont toujours fait des « victimes » tant en 1991 qu’en 2002 mais aucune initiative allant dans la création d’une telle association n’a jamais été envisagée. Par ailleurs, les raisons d’être de cette association demeurent floues dans la mesure où leurs agissements liés fortement à la conjoncture politique actuelle iraient à l’encontre d’un climat d’apaisement social nécessaire à la résolution de la crise. En effet, à voir et à entendre les faits qui se sont déroulés le week-end dernier, rapportés par les médias locaux, les membres de l’AV7 et les Zanak’i Dada auraient été sur le point de s’affronter à Ivato le week-end dernier. Le pire aurait été évité de justesse !

En parlant de climat d’apaisement, on est loin du compte. Malgré les efforts déployés par les opposants en acceptant cette structure gouvernementale non inclusive, les pro-Rajoelina ne ménagent pas leurs efforts pour démontrer que le retour du Pdt Ravalomanana créerait des troubles. Comme à l’accoutumée, les moyens utilisés se ressemblent tous ou presque mais vu l’atmosphère sociale tendue, manifester à Ivato contre le retour des proches du Pdt Ravalomanana tout en sachant que les Zanak’i Dada y seront aussi de la partie, était-elle une si bonne idée ? Non puisque c’est carrément mettre de l’huile sur le feu, ni plus ni moins !

Concernant l’affaire 7 février, fallait-il prouver au monde entier que les décisions judiciaires n’étaient pas assez « satisfaisantes » ? Personne ne dirait le contraire car elles sont contestables sur tous les plans. Dans ce cas, pourquoi ces « victimes » n’attendraient-elles pas les résultats de la requête déposée auprès de la CPI avant d’agir ? En passant, il est vrai qu’humainement, il nous est difficile d’oublier les maux que l’on nous inflige mais fallait-il encore trouver leurs véritables « sources ». Un brin de bon sens suffirait pour en venir à bout ! Ça c’est certain !

Enfin, durant les différentes crises politiques qui ont secoué le pays depuis son indépendance, c’est la première fois que l’on assiste à la naissance d’une telle association dont les membres sont indemnisés par la HAT. Qu’en est-il donc des « victimes » des crises précédentes ?

57 pensées sur “L’AV7 ne représente pas le peuple !”

  1. Olona voakarama ireo hanarona ny maloton’i domelina ! fa manodiava na’ireo ny
    nahazo ireo olona tena tra-doza teny! be takolaka @ vin-dràn’ny Gasy mitovy @
    tena fotsiny mba hanomezana vahana ny MPANJANAKA. Dia hita mihintsy fa VOKY MALOTON’i domelina daholo!!!
    Bizina mahaomby tsara ho an’i domelina ireo.VOLA MORA e! adala tompo sady vola azo MORA2 ihany koa ka Tsy
    maninona fa HAFAFY MORA SITRANY MBA VOASARONA NY MALOTO NAFENINA mandrapahatonga ilay fitsarana
    iraisampirenena aloha.

  2. AV7 ? c’est ce qu’on appelle  » Traîtres_Vendus  » de la Nation
    Viendra le jour où on te demandera les comptes ! ….et pas pour longtemps

  3. Alika voky taolana e! dia mipelipeli-drambo ery ,mandrapa-hoviana anefa??
    F’angaha tsy efa lasa ny fitoriana ???voky aloha anio fa tsy tsy maninona
    dia rahampitso misarona.Sao mba ho tratra farany eo ireto izy ??fa i domelina manana ny hotel restony any
    Paris fa ireto izy mba ho aiza hono???ho ampidiriny hiasa any daholo angaha ??

  4. dia tena lalaoviny frantsay foana ihany ny gasy!
    ary dia mbola tsy misy mhetsika ihany koa fa…miandry an!!!
    Tsy nisy « printemps gasy », tsy nisy « révolution gasy », tsy nisy « indignés »-gasy ary tsy hisy…gasy intsony koa raha izao no mitohy!!!
    Be loatra ny « somnifères nomen’i sarkonain » ve ka tsy mety taitra ny malagasy?
    Dia ny frantsay ihany no hanaitra ny gasy,@ korontana samihafa, satria naverin’i sarkonain i deba…ady antrano sy afa koa… dia miditra mibahana ho mpandamina sy mpiaro ny vahoaka ny mpanjanaka, fototry ny paika ratsy.
    Tena kamboty ny vahoaka , nilaozany zoky ray amandreny, nasahy nitolona nanohitra ny frantsay : hivadika ao ampasana izy ireo rah mahita ny fahakanosany taranaka ankehitriny.

  5. Voavidy vola ny malagasy satria tia kely ary tia tena.Mba aiza izao no niafaran’ireny olona nikomy tamin’ireny andro ireny?Nisondrotra ve ny farim-piainan’ireo nitrongo vao homana amin’izao fotoana miaraka amin’io Domelina io?Ny nenina ho aho tsy ao aloha hananatra fa ao aoriana handatsa.Mba tongava saina.Ny fahamarinana dia tokana ihany:safidim-bahoaka. Ny fahendren’ny ntaolo dia hoe ny fanahy no maha-olona, ny an’ny mena sofina ny vola no maha-rangahy.Izao isika sady tsy olona no tsy rangahy.
    Ataovy ny SIT In e!

  6. Quid de tous ces étrangers qui vont et viennent à Mada, sans que le Couillonnel Risara Baomba bouge le petit doigt (incompétence oblige ou impuissance devant mère-France leur dieu tout puissant)

    http://www.matv.mg/?cat=17
    __

    Reviko be ny voalaza ao anaty io lien io! Fa miteraka héroisme ao anaty fanahiko ao.

    __
    aiza enao Andrimatoa Ratsiraka.
    Ataoko fa naha dia blind aza TSY DUMB VELIVELY, mihinàna fortifiant sy vitamine de aza hadino ilay médicament, MITSANGANA TOMPOLAHY fa rehefa izao ny occasion hi-demontrer-nao fa TOFOKA AN-DRAJOELINA sy La Frantsa koa ianao: un minimum de patriotisme, je vous en prie

    __
    fa ny fianakaviana Ramarosahona anie,
    efa imbetsaka nitady nanongana anao,
    nandritra ny fotoana naha-teo anao teo @ fitondrana ê!

    MILA POTEHINA IO FAMILLE MAFFIEUSE IO

  7. I Dsk aza milaza azy ho tsy tratrin’ny aloka SARONA tao ny fomba laisser-passez-moi les bonnes putes importées de Belgrade ou quoi. (en parenthèses: tout se dévoile de mieux en mieux autour des must-intimes dont ce ‘sieur a dans le sang, qui n’est autre qu’un WOMEN-ADDICTED)

    oh la la quel échantillonage d’individus France a engendré. Normal que naissent des idées préconcues relatives aux diplomates français!

  8. Les composants de l’AV7 méritent la peine de mort.
    A commencer par son leader maffieux Alain, pas d’état d’âme

    Je veux faire taire des idées extrémistes,
    mais impossible en face de la situation où nous au pays sommes forcés de vivre une athmosphère intenable pour de simples citoyens que nous sommes

    .quand:
    – on manipule et pratique l’influence vengeresse-haineuse
    – la philosophie bestiale : si une mouche vient nous piquer elle verra de quel bois nous nous chauffons (dixit A. Ramaroson)

    « IL FAUT TOURNER CONTRE EUX LA HACHE QU’ILS NE PENSENT JAMAIS ENTERRER » (je pense pas de sitôt » –

    __
    OUAIS pour la force opposante aux tenants du pouvoir actuel (tenant compte du fait que: la reconnaissance n’est pas en vue, demain peut-être la troïka voit-elle que FDR semble foulé à terre)
    pour la bataille sur le champ, je suis partante au cas où… (on a tenu tête aux forces de l’ordre la journée du 19.02.2010 – believe me or not)
    hihihi

  9. HoAiza

    Mino aho fa tsy izaho irery no mieritreritra izao holazaiko izao :

    Na tsy miteny aza ianao, dia, tsapa ny fanirianao mba hisy fanampiana avy any ivelany hanampy ny tolona ataon’ny malagasy !

    Ny zavatra misy sy tsapa anefa any Frantsa indrindra indrindra, dia toa tsy miontsona velivelt ny malagasy MBA HIHETSIKA, na eo aza ireo izay maniry mafy ny hanao izany (satria tsy izaho irery no maniry izany)

    Ka inona no antony ??? Tsy fantatra mazava satria ny filohan’ny GTT izay heveriko fa Mem Rahaga (mety diso aho), toa miahotra mafy ny hanao izany RODOBE izany. Tsy misy filazàna mazava HATRAMIN’IZAO hoe inona no mba Initiatives tokony ho raisin’ny GTT any ivelany mikasika izao korontana izao .
    Tena mampalahelo mihitsy !


    An-koatra izay moa dia tsapa fa tena matahotra mafy tokoa ny malagasy hanao hetsika satria mivoaka indray ny heri-pamoretana.
    Ka inona no azo atao ???

    Tsy misy hafa tsy fampielezana ny zava-mitranga amin’ny Radio – Gazety -Internet eran-tany ny famporisihana ataon’ny frantsay miaraka amin’ny HAT-rajoelina.
    Mibaribary mihitsy ankehitriny ny fivarota-Tanindrazana ataon’i TGV, ary loza ho an’izay mbola manohana azy, satria efa tonga amin’ny tsy azo hanoarana azy ny tsy mety ataon’ireo.

    Ny frantsay no fahavalo voalohany hiadian-tsika, ka ireo voalaza ireo no mba iriana ho ataon’ny rehetra :
    Manaparitaka amin’ny alalàn’ny Internet sy Radio(ivelan’iMcar – Gazety ivelan’i Mcar) ny zava(misy eto Mcar.

    – Tsy mety mihitsy ny hijanonan’y tolona eo anivon’i Mcar fotsiny, fa TSY MAINTSY ny manaparitaka izany eran’izao tontolo izao !



    Noho izany dia miangavy an’i Mme NAIKA sy RAKOTOAMBOA, RAVELOSON Constant hatrany? hanao izany hetsika izany amin’ny UE sy ny CPI, ny Amerikana (CBS News – Radio Canada – Norvege…….).

    Na izany na tsy izany, dia misaotra anao HoAiza mampita vaovao hatrany eto amin’i MyDago.

  10. Zay foana e! tsisy hanagadra an’i Tojo zany eo, fa ilaina ny resaka mazava! raha tena manana fahatsoram-po sy fahadiovan-tsaiana Tojo, na hiatrika an’i jeneraly baomba aza tsy tokony hatahorany toa an-dry Ranjeva sy ny zanany ireny. Fa rehefa voarohirohy sy ahiahiana ianao, de tokony hanazava tsara ny situation nao aloha, fa tsy oe investisseur aho na ny pôziny aza tsy maneva an’izany velively. @maha mpandraharaha anao, inona no hifandraisanao @ famille Ravalo ka handehananao any an-tranony, de avy eo ndray garde de corps satria tsisy olona mba manana izany traikefa zany ny gasy, ary io famille Ra8 io oa no tena mpanambany ny gasy @reto vazaha, vazaha reto.Raha ny ara-dalana de tokony hampilaza ny manam-pahefana mahefa aloha ny @ hahatongavan’ny zananany Ra8, izay tsy azon’ny fanjakana samborina mihitsy, ny mifanohitra an’io aza, ny fanjakana mihitsy no tokony handefa miaramila na pôlisy hiaro azy eny am-pahatongavany sy miaro ny tranony sy ny ainy ary ny fananany ary DROIT n-dRavalo mangarahara izany @ maha ancien chef d’état azy, fa zay oa ny tsy mba anananareo, zavatra maizimaizina sy provocation ary mbola fandrangitana autorités militaires, gendarmeries, polices io foana no manavanana anareo, de miantsy ady fona, nefa refa tairina de io ranomaso croco io foana no eto, de maninona raha tsy mandositra, misehoa ianao demanazavà ny situation nao, simple io.
    Ny @ireo AV7, na ireo maty novonoina sy ny finakaviany, tsarovy fa raha ireny no ataonareo tsinontsinona, ary mbola hiantsoanareo fahafatesana eto izay sisa velona sy ny fianakaviany, zay tsy toetsaintsika gasy, fa tianareo io Madagasikara io handriaka rà ohatra an’i Afrika, defa nizaka ny tsy tantinareo nareo, ary mbola ho aiza ny hanjo anareo raha haine sy handatsak’ain’ny gasy mpiray tanindrazana io foana no fomba fiady noho ny alahelon-tsezan’olon-tokana, de atreho ary, fa manana Rajoelina, manana ny MIARAMILA gasy tandroka aron’ny vozona ao an-damosiny manohana azy, sy ny gasy izay tsy ho taitra na oviana na oviana, na de nolatsainareo aza, fa aleony miaina @ tranobongo misy ronono, toy izay @ terroriste, lian-drà, mpamonono ny gasy mitovy aminy ary mbola mikotroka ady sy fampiadiana ny samy mpiray tanindrazana, de ho hita eo ny tohiny, fa miantso ny miaramila, mitsangana, efa nalohan’ny vahoaka ireo TELOLAHY TRANAINY BE IREO, kanefa mbola te hifehy an’i Mada, de manao blocage, mikotrok’ady, ary manao tsinontsinona ny TANORA ELITE BE DE BE afaka hitondra an’i Madagasikara! MASINA NY TANINDRAZANA!


  11. Mba aiza moa ny PHAT amin’izao korontana izao ???

    Mampandry ny Tany sa mbola mialokaloka any amin’ny Frantsay sao misy MISAMBOTRA ???

    Raha tena olon’ny Demokcratie i TGV, tsy nisy izao korontana izao, fa vao maika koa mamporisika HIFAMPIRESAKA SY HIFANDINIKA. Saingy tsy any mihitsy ny sainy, fa ny hitazona ny vazaha hanjaka eo amin’ny Fitondràna hatrany.
    Ny dikan’izany dia ny miaro ny sezany no mahamay azy, satria io mampitombo ny heranany. Olon’ny Mpivarotra sy Mpividy Tanindrazana i TGV.
    Mba nisy fanambaràna nataony ve hatr’izao milaza fa TSY OLON’NY FRANTSAY IZY ???

    Na eny na tsia ny valiny, efa vay an-kandrina izao ny ataony. Tsy misy olona afaka ny hilaza hoe tsy naman’ny frantsay MANJANAKA izy.
    – Na olona faran’izay bado indrindra eo amin’ny Firenena aza !

  12. Île de rêve !!

    Il y a mon pays
    On a rêvé de Bali,
    On a parlé d’Hawaï,
    On a chanté Tahiti
    Moi je ne sais pas
    Je n’connais pas
    J’AI MON TAYITYYYYYYYYYYYYYYYYYY !!!!!!!!!
    OUI, J’AIME TAYITYYYYYYYYYYYYYYY !!!!!!!!!

    Masina ny tanindrazana hoy rabe, saingy TOA tanindrazana tsy mitovy ! Tahak’io ambony io no fiheverako an’izany fitiavan-dry zareo tanindrazana izany !
    Pays merdik, feno diky !!! Nisy resaka nahitakao hoe : Madagascar depuis trois ans, 1er pays au monde en matière de chieurs à ciel ouvert !!
    Quel voninahitra !!!

  13. Nihevitra ho nanana ny copie an’ilay Lettre du Colonel Charles Andrianasoavina à Mr Chissano aho, kanjo tsy hitako tampoka, saika hoe hasehoko eto !
    Ka raha misy nitahiry izany ao anaty kahie-ny dia mba alefaso eto ho atao copier coller amin’ny Kahie-ko !
    Misaotra !!!

  14. Zao no lazaiko @se ry Njara, d’accord aho fa marina io coup d’état io izay nambara antsipirihany eto! ary na taiza na taiza nisy coup d’état nanonganana ireo diktat tsy maty manota toa an-Ra8, ny Deba, de tsy maintsy misy stratégie apetraka eo, fa ny marina de nianga foana ta@ tolom-bahoaka izy ireny, toa an’i Egypte de Moubbarack, rehefa tapa-kevitra ny miaramila, de zay no vita eny fa na de Andry io aza, de tsy hahavita inona, refa hialan’ny miaramila. Ny fanontaniana lehibe, de hoe: Tsy azon-dRavalo nosorohana ve io coup d’état io, @ maha chef suprême des armées azy? fa inona no pouvoir nanan-dRajoelina no nanaiky azy ny miaramila? Ravalomanana ve no tsy nihaino ny mpanolon-tsainany sa izy mihitsy no be sandry tsy natahotra n’iza n’iza, ka zay mipoaka mipoaka fa za manam-bola be sy pouvoir (TSAPAO NY HERINAO ZAY VAO MITSAPA AHY), de nampiasainy tokoa ny volany sy ny heriny, ka ireny nanaovany tsinontsinona ny tafika gasy sy nanaramany mercenaires vazaha be namoretany vahoaka, sy nanambaniany ny tafika gasy ireny, satria nihevitra Ravalo fa ny fananany hery au niveau international no ahafahany mangeja ny gasy mpiray tanindrazana aminy na sivily io na miaramila. De io mbola miverina io ndray ty affaire Tojo sy io amerikana Kerry Johns io, zay nilaza Hanta avocat fa tsy misy hifandraisany @ny io, ary raha nilaza ho investisseur, maninona no mandositra sy miafina. mazava eto ny tenin’i jeneraly Baomba, fa tokony hanana carte de résident sy contrat de travail zany garde de corps vahiny hiasa eto zany , ary io tsy firaharahianareo ny lalàna misy sy ny fiandrihanam-pirenena ao Mada io foana no mahavoa anareo, hany ka refa avy ny olona, de oe herim-pamoretana, fa ataovy mazava ny raharaha, fa tsisy haninona ny famille Ravalo eo, fa raha hikotroka korontana sy hifofo ain’olona, ary handrava zay zay efa mitsangana « FDR », no nahatongavana, de aza gaga, eny fa na de Ratsiraka sy Zafy aza, fa afaka milaza sy maneho ny heviny izy, fa raha barofo no ketrehana, de mahery lavitra no ianareo ny olona de aza manao larme de croco refa pehan’ny olona! Raha fintinina, na de nisy aza ny MPANONGANA, de RAVALO IHANY NO RESPONSABLE NY NAHA VOAONGANA AZY! tsy fahaizana politika no betsaka, de aza mitomany fa tetika hafa sy madio no tadiavo, fa Zandry mailo foana, ary olon-kendry izy raha tsy mamaly anareo, fa tsy izy no tompon’antoka @ korontana fa nareo TRANAINY TELOLAHY ANTIDAHY LANY FIKA IREO NO TE HANAKORONTANA.Any @ fifidianana zao no mahamaika azy, de tsakoy inday ireny gestes ny PNUD,COI, ary ny tenin’ny secretaire exécutif SADEC ireny, fa mirimorimo oa ny TGV, de mivovoho sisa ny AMBOATELO! lasa zao foana e!

  15. KM

    pour les « odeurs » , un conseil :
    évite de te promener sur les belles plages de Morondava , belles à couper le soufle seulement sur carte postale et sur documentaire (même les fameux villages de pêcheurs)

    Concernant risara baomba :

    1) on choisit son agent de szécurité comme on veut
    2) être agent de sécurité signifie t il être « mercenaire »????

    l’imbécilité de ce général de pacotille saborde l’esprit d’apaisement proné par la feuille de route ,

    POUR METTRE FIN A LA CRISEL!!!!!!

  16. http://www.tananews.com/2011/11/l%E2%80%99emmo-reg-a-faravohitra-tojo-ravalomanana-est-il-indesirable/

    L’Emmo-Reg à Faravohitra : Tojo Ravalomanana indésirable
    le Mardi 29 novembre

    À peine arrivé dans la Capitale, Tojo Ravalomanana se fait harceler par les forces de l’ordre. A la tête de l’Emmo-Reg Analamanga, le Gal Richard Ravalomanana a débarqué au domicile de l’ancien Chef d’État à Faravohitra où il croyait trouver le fils de l’ex-PRM.

    Tojo Ravalomanana et ses accompagnateurs ont élu résidence à un endroit tenu secret, certainement parce qu’une telle manœuvre a été envisagée.

    Les forces de l’ordre s’activent d’ailleurs à rechercher Tojo Ravalomanana et John Ferry depuis hier. La mouvance Ravalomanana n’a pas tardé à réagir et a saisi le Phat en vue d’obtenir des explications sur cette manœuvre allant à l’encontre de la feuille de route. Andry Rajoelina, lors d’un entretien avec les ténors de la mouvance a promis de prendre les dispositions nécessaires afin que ce problème soit traité.

    L’ambassadeur de l’Afrique du Sud, Monaisa Mokgheti a également formulé une demande d’explication étant donné qu’un citoyen sud-africain a été cité dans cette affaire. Ce diplomate qui n’assure pas moins l’intérim de la représentation de la Troïka à Madagascar n’a pas hésité à dénoncer les agissements de l’Emmo-Reg qui mettent sérieusement en péril les efforts investis dans la mise en œuvre de la Feuille de route.

  17. Rabe: tenenina foan ts handany rora @ ireo alika reo fe e!e:
    ts ekeko kosa aloha ny hevitrao hoe ts ho valian faty rav8 e!ts nanana havana maty t@reny vono moka reny angamba ianao ka moramora @nao ny handino. zaho aza miantso mits ny victime de 1991 mba hanao réglement de compte @ dadabe. raha ts misy maty ny ray @reo mpitondra namono olona reo ts ho fay mits zay mpitondra hiakatra eo. mba ts mety kosa rah avela @zao ny olona namono olona e!maso solon’maso kosa e, nify solon’ny nify.
    zah kosa manentana ny malagasy rehetra victime de 7 février mba hitsena an-drav8 @ fomba manetriketrika sy ny zava-maneno.
    farany : vitao raha vao misy poensa ny momba an’i tojo.@ zay fantan-drav8 tsara zany hoe maty zanaka zany

  18. Rabe !

    Tsy mandeha loatra amin’ny TENA MARINA ny fiheveranao an’i Ra8 :

    Ny miaramila anie tsy tia azy satria tsy mba nanaiky mihitsy ny miaramila ho Corporation TENA ILAINA izy e ! Tsy misy intsony izany ady mety hitadiavana miaramila izany , efa nilaozan’ny andro izany.
    Ny miaramila dia MPANDANY NY VOLAM-BAHOAKA, ary izany no tsy dia nijerevan’i Ra8 azy fa tsy hoe didin’ny be sandry akory !
    Ary rariny sy hitsiny izany satria tena mpandany ny volam-bahoaka fotsiny ireo. Tonga saina r’izareo fa mety hihena ny isany dia midongy toerana tsy mety hiova sy hisaina ny fahaverezan’ny volam-bahoaka hamelomana ireo olona tsy misy ilàna azy ireo.
    Tena rariny sy hitsiny izany, raha tsy mba nijery firy ireo i Ra8.

    Ianao milaza fa hoe adinoy ny tsy fitiavana ny vazah. Izaho milaza hoe : Roahy ny vazaha fa ireo no mahatonga ny malagasy hikorontana, satria ireo no MANAO DIDIN’NY BE SANDRY amin’ny VOLABE – ny, ka nahatonga azy hividy an’i TGV ! Dia ianao ve mihevitra fa hoe mbola ilainy i TGV rehefa vita ny ilàny azy ?????? Olona tsy misy ilàna azy anie i TGV, fa nokaramain’ny vazaha hanalàna an’i Ra8 TSY TIA VAZAHA MPANJANAKA e !

    Tandremo tsara, tsy ny vazaha rehetra akory ( satria na izaho aza, mba mana-namana vazaha) fa ireo Mpanjanaka mihatsaravelatsihy, manenjika vehivavy eran’ny Nosy, sy mamela fandrika mba hisian’ny Adi-poko,…….Tsy hiverenan’i Dadanay !

    Ampy angamba izay nifampiresahana izay, satria izaho no nanainga ny rehetra tsy hamaly nyresaka ataon’ny Mpanohana an’i TGV. Fa efa namaly aho izay ary ampy. Samy mihazona ny heviny isika, saingy ny maha-samihafa antsika dia izao :

    Ianao miankina amin’ny resaka sy siosio isan-karazany,

    fa izaho kosa,

    Miankina sy manazava avy amin’ny zavatra fata-poko, sy fata-pirenena
    Tena misy mahasamihafa azy be dia be izany !
    Tsy izaho no ndeha hilaza aminao hoe izao atao, fa ianao sy ny eritreritrao arahina : Ka raha mampiasa saina loatra, mandraisa andraikitra ho an’y tenanao sy ny conscience-nao! Tsy sarotra !!! Soava tsarà e !

  19. Quel plaisir que de relire SAPA a nouveau !

    J’ai posé la question : Mais où donc est passé le TGV en ce moment? Et me voila satisfait de la reponse ! Merci !

    Que la Mouvance (j’aime pas du tout que cette appellation se perpetue) continue à harceler les Foza, mais avec l’Ambassadeur Sudaf, ce serait encore mieux et les amerloques ! Ceci afin d’alerter l’opinion international.

    J’ai egalement IMPLORé les Deputés et les Sebateurs à rentrer ouvertement dans les feux de l’action, pour faire pression à la Primature, pour le PM fasse une declaration solennelle à propos des agissement de l’EMMOREG.

    Que Madame NAIKA Eliane – RAKOTOAMBOA JL – RAVELOSON Constant fassent une demarche auprès de l’UE et le CPI, afin d’internationalisé ce que le peuple malagasy subisse en ce moment, et par consequent de faire pression pour la Demission du TGV! !

  20. Alors que la FDR continue d’être piétinée par les putschistes, et que la Communauté internationale (SADC, CPS de l’UA, UE..) attend impatiemment la décision de la Troïka, la Suisse a l’air de se tromper de chemin, en allant trop vite en besogne.
    Les dernières info obtenues nous laissent perplexes, car parait-il la Confédération hélvétique a l’intention de reconnaître ce gouvernement qui n’a rien de consensuel, d’inclusif et de neutre !!
    Mme Doris LEUTHARD aurait-elle déjà oublié ses fameuses déclarations de Montreux ? Le terme neutralité sous-entend-t-il aussi « compromission » ?
    Nous n’avons pas oublié :

    http://www.tsr.ch/video/info/journal-19h30/2613656-sommet-de-la-francophonie-les-dirigeants-de-madagascar-n-etaient-pas-invites.html

    et rien n’a pratiquement changé en « domelinie » ! J’ai bien peur que tout va, de mal en pis !

  21. – Sapa !

    Certains intervenants ici sont considérés comme des Foza chez Tananews et donc n’y ont pas accès !
    Merci d’avoir copié collé l’article !!!

  22. TIAKO LAVITRA NY OLONA TSY MAHAY PÔLITIKA FA MADIO SAINA !!! MADAGASIKARA TSY MILA OLONA MANANA FARIM-PAHAIZANA DOKOTERA AMIN’NY RAHARAHA PÔLITIKA, KANEFA MALOTO TOY NY TAY NY ATI-DOHANY !!!

  23. Maninona raha tsorina hoe ho an’iza ny hanoratanao ry KM ?
    Izaho aloha dia tsy mahalala, ka mba tsara ho fantatra ihany ! 🙂

  24. Nampianarina ny dikan’izany praozy izany ingahy Zourdà, ary dia gaga ! Fanaovana pôlitika dia tahak’izany koa ; vao miresaka pôlitika ianao dia efa mpanao pôlitika izany !
    Raha tena miseho ho mahay noho ny sasany ihanao, dia mety ho lasa hoe pôlifika no azo hilazan’azy !!
    Fantatr’ilay raikalahy io no tiako ho lazaina ; ilay tsy mitsahatra miaro ny mpanongana !

  25. Misaotra mampatsiahy io zavatra MANAN-DANJA LEHIBE io, indrindra @ izao tolona
    hatrehantsika izao ry KINTANA!!zava-dehibe tokony ho TSAPAN’NY TSIRAIRAY io.
    Hataoko fa mazava be! MANKASITRAKA E!

    Njara! rehefa madio ny sainao fa tsy tafiditra ao anatin’io ianao dia ampy ,fa izay voalaza ao no aoka mba HIERITRERITRA
    lalina fa efa RENDRIKA ny TANINDRAZANA noho ilay toetsaina MALOTO.Hataoko fa mazava sy marina io ka tsy hasiana
    TSIKERA intsony , AMPY HO TSAKOTSAKOANA raha olona mba mbola MANAM-PANAHY ka vonona ny hanavotra marina
    ny TANINDRAZANA, raha ao ilay FITIAVA-TANINDRAZANA???

  26. Azafady kintana fa ianao koa anie no te haka « L  » @ olona ( efa ny sainy mihintsy no voa mafy) e!
    hitanao rehefa tsy misy mamaly izy dia mihena tsikelikely ilay SORATTRA hi!hi!hi!!!!!avelao ho eo
    fa aza asiana sira , hataoko fa efa tsy nisy tsy namaly azy teto fa LEO BE daholo ilay olona dia MIALA.Sady hainy ery anie ilay
    misarika anao dia MIVALAPATRA maka bahana mihintsy ( hi!hi!hi!) @’ Izay izy manome laginina anao. izy io na ny sainy no efa voa
    na BIZINA fa tsy dia azo lazaina ho olona norm ny olona toy io OLONAO IO hi!hi!hi!!!!!

  27. Arabaina fa tonga iTojo e, Raha Tanora misaina izy dia Mahatsapa fa marina ireo fitakian’ny Av7 ireo ary tsy Hizaka ny hadalan-ndrainy.
    Anatra ho an’ny ra8 sy izay hitondra eo ireny fa tsy valala ny vahoaka gasy ka tifirina fahatany refa hanafika trano tsisy fotony io dia 2 taona aty aoriana dia lasa anjely (sanatria).
    Hadiadio tsara io Sud Af io ry Risara sao dia isan’ny mercenaire ny ra8 nomono gasy tam 2009 a.
    Tongava saina koa ianareo HAT IREO fa raha miditra eto io Dadan’i magro. dia hisy fihetseham-bahoaka fanin-droany eto ary tsy ho voaharonareo ny Ainy rangaha iny.

  28. Tiako ho fantatr’i Njara koa, fa tsy olona toy io no azo sarihina HAMERINA AN’IZANY HOE FIRENENA TAN-DALÀNA IZANY !! Tsy havotra intsony ireny !
    Mampiresaka, manao désinformation lava izao ! Zanak’i Zanakisoa koa angamba izy io, na vadiny, na miaramila very fihinanana tamin’ny andron’i Ravalomanana !
    Mamoaka vava ampahibe-maso hoe efa manao izay ampiarana ny FDR, kanefa vao mitodika ny olona dia manatsantok’antsy avy ao andamosina !
    Lohan’na..tsy haiko intsony izay hilazan’azy !!

  29. Ianareo foza anie tonga dia mahazo manohy ireny nataonareo tamin’ny 26 janvier sy 7 février 2009 ireny ê !
    Tsy efa izany ve moa no ataonareo amin’izao fotoana izao, manapotika ny firenena !
    Firy ny isan’ny olona maty atramin’izay naha filou an’i domelina izay ? Betsaka lavitra, fa aza adino fa asainay manangana Fikambanana koa ny fianakavian’izay niaran’ny famonoana, halatra ets….; na fangalaran-tany izany na fangalarambolam-panjakàna.


  30. Ahoana marina moa ny amin’i Rakotoarivelo ? Mba azo hazavaina ve hoe hoe : inona marina no mahatonga ilay fitenenana hoe : » Aiza ianao Rakotoarivelo fa….Aza miafinafina toy izao ianao , »
    Mba jereo kely hoe ity, hatramin’ny farany ???

  31. KM a, atsangano ny fikambanana raha nisy tsy rariny avy tamn’iza fa arovan’ny olona foana izany. Vahoaka leo sy Tofoka Jadona sy Fanambaniana ireny ry KM a, dia mila fiovana a.Ary tsy hanaiky izany Tsimatimanota izany.tsy nanapotika ireny ry KM fa naka ny anjarany a.

  32. Aza maika, fa ireo fianakaviana lazaiko ireo, dia ny vahoaka malagasy maneranan’ny nosy !!!

    Mazava ny voalaza rehetra ao anatin’ilay horonan-tsary !
    Passage de 0.00 ka atramin’ny 3.46

    Eo koa anefa ilay passage 10.53, tohanana ingahy Beriziky hanao inona, anefa tsy ekena io governemanta io ???

    Raharaha be satria lasa toa ity :

    http://www.youtube.com/watch?v=mKVpjqhgQi8

  33. Tadidinareo ve itony? Does everybody remember this song? :

    [Ho avy tsy ho ela ELAHY HAHITA
    Ny anay izay nalain’elahy io tsy vita
    Tonga @ fomba tena kalite
    Fa tsy fitondrana 13 mai

    Efa tsy mety intsony izao ny tantana
    Rehefa tsy teo indray Ravalomanana

    Fa ny vahoaka mody tsy miteny
    Nefa tsy hanaiky koa moa izy ireny
    Hanomboka ny ady mafy sy tantara
    NY MARINA HANJAKA ETO GASIKAR’Ê]

  34. Tsara mihitsy izao fahatongavan’i Tojo izao. Toa mitovy taona amin-dradomelina ny fahitako azy. Dia mihevitra ve ingahy domelina fa hipetra-potsiny ireo zanak’i Dada mbola tanora ireo izay tena mbola ao amin’ny heriny? Tena bandy domelina marina ilay domelina fa fahanan’i asteriska lali-manga fotsiny. Azo antoka fa io fisamborana io dia avy amin’i asteriska daholo tahaka ireny notam ireny. Mikasika ny av7, ialahy no te-hilingilingy hamono tena. Raha ny marina tokony any amin’i domelina ialahy no manangam-bovona satria io bandy io no rangory fototry ny afo nahatonga iny 7 février iny:Tsy misy olona tsy mahafantatra izany fa aza mampihesona.

  35. « 1er pays au monde en matière de chieurs à ciel ouvert !! », Tena marina io ry KM, ary io ilay tanindrazana tsy misy mpijery.Ireo ilay Malagasy tsy fantatrareo fa hitakosehanay isan’andro ary Hanaovanay fanabeazana fa tsy hambanianay akory. CLTS ( Communauty led total sanitation)approche iray hanomezana lanja ny fomban-ndrazana fa hanitsiana kosa ny tsy mety.

  36. Iza no nizara vola ho an’ireo vendrana ireo ?
    Iza no nanome taoka sy daina ?
    Iza no nitarika hoe « Ndao tafihina ny lapan’Ambohitsirohitra ?
    Rehefa tsy mahafantatra sy tsy afaka mieritreritra dia tsy tokony hiditra eto, fa tena doma tsy misy hilan’azy !
    Doma, doma, domapub,.. asa inona koa ? Tsy mahagaga !

    Ary mba tadidinao kosa ry HoAiza ilay hira ? Mba alefaso kely eto indray ê !

  37. Fampianarana ratsy no hitakosehanareo aminy fa tsy ny hivoarany !!
    Izao no vokany !! Pas du tout glorieux comme résultats !!

  38. KM: Nisy nitady ny tonony fony t@ ireny fotoana ireny (asa izy iny tsy tadidiko intsony hoe iza ilay forumiste)
    dia tonga dia nadikako, mbola tsy very fa voatahiry tsara.
    Misaotra t@ ilay hira-namelan-kafatra (duo avec N. Mouskouri) ho an’ny daholo be natolotra teto t@ iry herinandro lasa

    __

    Njara: marina tokoa ity voalazanao ity
    « Na tsy miteny aza ianao, dia, tsapa ny fanirianao mba hisy fanampiana avy any ivelany hanampy ny tolona ataon’ny malagasy! »

    Na izany aza anefa, tsy misy hifanomezantsiny, fa longue-run loatra ilay zavatra, dia SAMIA manana lazon’ady an!

  39. Tsia ry Njara, fa tena raisonnement marivotototra ny an’ise, fa raha tena lehilahy Ravalomanana,araka izany de tokony ho nofoanany ny miaramila fa mandany volam-panjakana, tsy misy maharatsy an’izany, fa naio aza no tiana hatao, de nofoanana aloha ny recrutement, ny rengagement, nofonana koa ny ACMIL, ny ENSOAP…etc, tsy nosoloina intsony ny misotro ronono, natambatra ny polisy sy ny zandary de nahena ny budget n’ny miaramila, izay vao nandeha tsikelikely @ le hoe tsisy ilana miaramila fa mandany vola satria tsisy ady, satria ny politikan-dRavalo, de ny miaramila SADEC sy SUD AF no hiaro ny sezany, fa tsisy ilana zay miaramila gasy, zay sambako nahita ity raisonnement angidina n’ise ty ry Njara, de manao anay sagnagna mijery sy mamaky anareo eto, satria na de ny sécurité intérieur fotsiny aza, iza no afaka hiantoka ny mpanakorontana sy ny casseurs, Ravalo sy ny volabeny ve? naninona ary no tsy nahaaro azy reny miaramila SudAf ireny, fa tongatonga ho azy teto ve reny mpikaraman’ady ireny, sur aho fa 10 fois n’ny karaman’ny officiers généraux gasy no nanaramana ireny, ary volan’iza? VOLAM-BAHOAKA ry tsy misaina sy V isany a!
    Za de niaina tsara tao anaty régime Ravalo ary maharaka @ antsipirihany ny vaovao mitranga any Dago any, fa tsy ianareo maivana otran’ny plumes eto no hanome lesona ahy!
    Raha tena TGV marina io TGV io de tsy izy io @ko, ary tsy miombon-kevitra @ la aho, fa jiolahimboto loatra ela! tsy solution ny miantso violence @ olona VIOLENTS, iza no no nanjary teo @ tantaran’ny tany sy ny fitondrana ho an’izay nandatsa-drà indrindra ny mpiray tanindrazana aminy?
    Za tsy manery n’iza n’iza hamaky ahy eto na hino ahy, fa za tsy maintsy manoratra, ary za ve no tonga fofona eto, tsy be de be nareo eto no mitroatra e! de fanina mamantatra an-dRabe, nefa izy efa nilaza ny momba azy anareo, fa ny ahy de ny tsy ahavoafitakareo ny mpamaky tsotra eto, fa nareo moa efa nareo foana ary tsy miova fa VENANSA ray trano, fa miaro ny olona tsy ho voafitaka sy ampijabahanareo tsy ho any @ VIOLENCE, zay ny mission ko eto! de asaivo manao barofo sy mokondoha foana dadanareo, fa any TSIAFAHA izy no maka saina, aza misy anie izany! de aleo handroso ny tantara, fa tonga ny PNUD, de COI, SADEC, de io fa avy koa ny SUISSE de iza ndray no ho cible nareo avy eo! tena V oa nareo, kôzy e!

  40. « Ireo ilay Malagasy tsy fantatrareo fa hitrakosehanay isan’andro » !!!
    Sady efa nomena meday sy vola, no mbola mahazo tombotsoa noho ny sarambem-bahoaka !!
    Izao indray dia hoe mahazo halalana « manao marsé dé noela » ao amin’ny lisé fransais !!
    Efa be vola marina, aiza moa ny sasany tsy hitakosikosona, sao dia mba mipitika ny vola na dia mamofona aza !!
    Rahoviana no atao ministra daholo ? 606 no isan’ny ho CT sy CST ??? Purée !!!
    Ataovy 10000, dia mba tokony misy place ho ireo namoy ny havany atramin’izay ê !

  41. La Suisse,un pays qui veut s’afficher neutre dans la neutralité mais qui devrait encore revoir ses cours d’histoire car dans les années 80, dans la commune d’Appenzell, les femmes ne pouvaient pas encore voter.Une exception européenne mais pas mondiale car elle n’était pas membre de l’ONU à la même époque.Il faut reconnaître qu’elle a une politique bizarre depuis le temps du saint-empire romain germanique et ça se verifie encore jusqu’à aujourd’hui(la preuve :reconnaissance du pouvoir HAT);Eh ben!Il y a le feu au lac.

  42. KM A, Fantako fa Tsy tantin’ny sainareo mihintsy ny hoe: Nahongan’ny vahoaka Madinika ra8 e, Izany anefa no tena marina fa tsy olona vaoavidy Toaka sy rongony ireo.
    Andramo Km a. ento eny Behoririka izy, dia aza asiana miaramila, dia ho tsapanao izany fitsaram-bahoaka izay tena hambanianao fatratra io.na ndeso Atimo atiky, fa tsy tonga eny tsiafahy akory angamba ny fatiny (sanatria anie izany).

  43. RAJOELINA VEUT EXTRADER le President Marc Ravalomanana !

    De peur que les enquetes de la CPI ne lui fassent tort, voilà que le pigeon des colons versent dans l’idiotie et l’incomprehensible.
    Qu’il se montre un peu sur la Place du 13 mai, pour faire un bain de foule, celui là qui se croit etre soutenu par le peuple :

    MAIS;….. une nouvelle interessante :

    ZAFY ET RATSIRAKA UNIS pour le retour du Pdt RAVALOMANANA .
    Mefiance et toujours Méfiance, qu’ils ne le remettent pas à la HAT !!!

    http://www.malagasymandroso.org/

  44. Mba asaivo mandeha irery eny Behoririka, manao bain de foule i domelina fa tia azy sy miandry azy ny olona eny ê !
    Hita amin’ny sary sy video ny fanomezan-taoka sy rongony ! Ny vola, ny akamanareo ihany no nitantara !
    Ajanony ny lainga fa ridikila be !

  45. F’angaha tsy efa fay t@’ ilay tavoahangy plastika tery Ambohijatovo e!
    sy vato t@ ‘ilay fanaterana voninkazo.Dia i bomba ilay voafelaka be sady
    ramatoa no namelaka azy.Io ary ny anao ry Kintana fa naka toerana indray ny anao mamaly hi!hi!hi!!!

  46. KM, Toa mbola mahasahy tsara aloha le boay kely iny e. tsy matahotra foule izy satria foule no nametraka azy teo. fa ireo magro ireo no asaivo manao Bain de foule e.

  47. AV7 ???? R’i Jao Jean no isan’ny membre ao !
    Aiza no misy azy izao ? Ireny no mihinanana ny volam-bahoaka nadrittry ny FAT, ka tsy mahagaga raha mitotongana toy izao ny Firenena.

    Ireo manohitra ny fihavian’i Dada dia misy eo amin’ny 90% no mitovy fisainana sy Fari-pahaizana amin’i Jao Jean, saingy miafina sy MISY MIARO, (PHAT sy Norbert Ratsiana Orana ary A.Ramaroson). Toy izany koa r’i V…endrana Jean Eugene !

    Ho hitantsika ny Firaisan-kina hasehon’i Zafy sy Ratsiraka, izay lazain’i rabe hoe miatsaravelatsihy. Ho hitantsika eo ny Fahamarinan’izany, ary eo isika no midinika sy mandalina.
    Ny zavatra tsy mila ho hamarinina kosa, dia ny hoe :

    Mailo , ary mivonona amin’izay mety hitranga DAHOLO DAHOLO.

    Enga anie ka hipoitra manomboka izao ny tena hoe MALAGASY TIA TANINDRAZANA, ary MANAJA NY MARINA, ka
    MAHASHY mandroaka ny Mpanjanaka, eny fa na hamoy ny ainy aza !
    Velomy ny heri-pon’ireo namohy ny ainy ho antsika tamin’ny 1947.

    Samia mahery, ho an’i Madagasikara !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *