La course aux ministères

Les "ady seza", toujours d'actualités !
Les "ady seza", toujours d'actualités !

Les auditions se poursuivent à Mahazoarivo pour former le gouvernement Beriziky. Un gouvernement de consensus comme les partisans de Rajoelina l’appellent. Avant la course aux ministères, de nombreuses entités politiques ont couru pour qu’un de leurs membres soit nommé à la place de Beriziky. Aujourd’hui, ils tentent leurs chances pour détenir un à plusieurs ministères. A l’exemple du parti politique « Les AS », représenté par Soja Jean André et Jean Eugène Voninahitsy qui veulent avoir quatre ministères.

Et ces entités politiques disent qu’ils se battent pour Madagascar et son peuple, alors qu’elles s’arrachent les ministères pour leurs intérêts personnels. « Ady seza », c’est le bon mot pour définir cette course aux ministères. Voninahitsy Jean Eugène a d’ailleurs affirmé que, s’agissant d’une transition, le partage des ministères devrait être équitable. La représentation des entités politiques dans le gouvernement devrait être égale.

La mouvance Ravalomanana, elle, ne souhaite pas faire partie de ce soit disant « gouvernement de consensus ». Ce gouvernement ne conduira pas à la réconciliation nationale, alors pourquoi en devenir membre. De plus, la nomination du premier ministre n’a pas respecté la feuille de route alors pourquoi travailler avec lui? La mouvance Ravalomanana a encore sa dignité, contrairement à certaines entités, qui, n’obtenant pas le poste de premier ministre compte avoir quelques uns des ministères.

8 pensées sur “La course aux ministères”

  1. mihazakazaka ohatra ny alika tsipazana taolana.Mahatsikaiky ary tena mahamenatra.
    Dia mahagaga ve raha mikororoso ilay firenana ? ohatra ny makorely daholo izany.

  2. Avelao handeha ho jerena e! raha mbola hisy tsy mahari-boakena indray??
    tsy hipoitra eo indray ry Jodasy??? mbola miasa A-tra fa avelao hitsikafona
    eo daholo ny kapa hafenina rehetra e!dia tena mahavalalanina ilay toetsaina ray olona a! dia biby aza mbola
    manana fisainana noho ireo olona ireo an! dia manantena ve ireo fa ahazo FANKATOAVANA eo e??? mba
    olombelona ve ireo sa efa bibidia??RAHAMBA MAHAVITA INDRAY MOA MANINONA???fa sady tsy hiira no
    tsy hanao tsianjery ,ny efa vitan’i dada aza RAVAINA ……. tena olom-boahozona sa ilay tanindrazana no efa VOAHOZONA???

  3. Izao ny mpanao politika malagasy….Henatra ho an’ny Firenena..tsy misy mijery ny ho avin’ny Firenena sy ny taranaka fa dia ny  » ady seza »….Madagasikara est riche mais son » peuple pauvrre » saingy sendra izay jiolahy tsy mataho-tody..

    Mba hanontanio ny hevitrin’ny vahoaka e !

     » HAVERENO AMIN’NY VAHOAKA  » NY FANJAKANA…
    AVELAO NY VAHOAKA NO HISAFIDY E!
     » MIALA NY MPANONGABA SY NY MPITADY SEZA « 

  4. Mba jereo ny ataon’i Raharinaivo ê ! Exemple typique ireny !!
    Ka i domelina koa anie vao tsy ela no niteny hoe « MON PEUPLE » !!! Efa toy ny trano sy fiara, ary kirarony anie izany « ny vahoaka malagasy » ê !
    Tsy ho ela angamba dia tsy maintsy manipy « pétales de rose » sy mandoalika ny malagasy rehefa mandalo izy !!
    Efa Andrianompainimerina izy !!! Ao anaty haizina ny malagasy, fa mbola ho tonga ny fahazavàna ! Tonga ny masoandro, ts’izany và ?

  5. maninona loatra ny malagasy no dia voahozona toa izao ?
    tena mifitsaka sy miforitra ny saramba eto anatrehan’ireto saim-biby tsy mataho-tody.
    Aiza ve ka tsy mba mandanja ny ati-dohany akory ireto izy dia mitomany ho mpitondra.
    MAKORELY hoy aho ireo, mamelatra etsy sy eroa noho ny vola.
    enga anie ho fatin’ny areti-mifindra homa-miadana rehefa tsy hietsika ny vahoka.
    Saingy dia ela loatra.
    Maloto, makota, mahamenatra

  6. Ary tsy nisy nanao zoma mahafinaritra daholo angaha fa ato daholo ny akama isany??
    aza ariana ny tanindrazana e!
    Efa miady sy misoroka ny lalany manaraka ny NAMANY izy e! ny be kintana no miaraka amintsika ary efa nanao FANAMBARANA
    ampahibe maso sy NAMPITANDRINA ireo mpanao DIDIJADONA koa manohana anao aho ry KINTANA fa TSY MAINTSY HO TONGA
    ilay MASONDRO!! ary HANDRINAY FOANA ! fa samia velon’aina hifankahita eto daholo e!!

  7. Sady faly aho no malahelo !misy olona mbola azo hantenaina tsara ary manana
    ny maha izy azy toy izao nefa dia TAKONANA fotsiny @ VOLA dia any ambadika any
    mba hanjakana sy hanomezana vahana ny MPANJANAKA.Tsy hitako izay tenenina fa aleo angaha mamporisika
    izay mbola tsy nahita io Fandaharana t@ zoma io @ TV plus.
    Misaotra ry Hoaiza ! tsy maintsy mbola haveriko ho jerena io fa mbola tsy afa-po aho fa toa natory apitoerana teo
    atenatenany teo, ny tena nanaitra ahy dia ilay  » FIJOROANA @ MARINA « , ilay FISOLELAHANA dia ilay resaka
    momba an’i Dadabe Zafy miombon-kevitra aminy mihintsy aho ary izany no mahasarotiny ahy @ ireo izay avy
    hatrany dia MIVATRAVATRA @ Dadabe Zafy eto.Izy manana fijery hafa mihintsy ary ny hisavorivorin-kilatoana e!
    Ireo mpitaty rakena no mandoto ny mpitondra marina toy itony ry voninahitsy ,ratsikirity sns…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *