« La famille Ramaroson devrait être consultée pour le remplacement de l’ancienne ministre de la population

Comme si leur participation à la politique malgache était d'office
Comme si leur participation à la politique malgache était d'office

Omer Beriziky a dix jours pour composer le gouvernement de consensus d’union nationale. Les auditions continuent et les candidats sont très nombreux. La course aux ministères commence à se faire rude. De son côté Ramaroson a affirmé que sa famille devrait être consultée pour la nomination du ministre de la population. Beriziky doit alors, pour le remplacement de la défunte Nadine Ramaroson, consulter sa famille. L’on se demande vraiment si certains hommes politiciens ne sont pas devenus fous car nombreux sont ceux qui ne veulent pas partir en retraite cet an ci.

Ils veulent toujours participer à la vie politique malgache et ne veulent pas s’écarter. Certains comme Alain Ramaroson veulent toujours imposer son nom de famille de génération en génération. Après sa nièce, qui des membres de sa famille va t-il faire entrer dans la politique malgache ? Mais concrètement, en parlant d’Alain Ramaroson, qu’a t-il apporté à notre pays ? Nombreux d’entre nous répondront: que de la souffrance, que des blessé et des morts. Qui n’a pas connu les hommes de cet individu: ses « commandos » et ses « gros bras » de cet individu ? Prêts à tout pour servir ses ambitions, quitte à tuer des innocents.

Et dire qu’il veut toujours participer à la politique malgache en se croyant très indispensable pour le pays. Indispensable pour les foza peut-être bien car au moins côté physique ses hommes peuvent très bien servir…

25 pensées sur “« La famille Ramaroson devrait être consultée pour le remplacement de l’ancienne ministre de la population”

  1. Raha sendra nihaino vaovao taminy Radio Don Bosco ny tenako dia nahare ny feony i Ramaro sahona, inona moa no lazaina fa ny havany Tompokovavy Nadine Ramaroson hono dia tsy voasolo mihitsy ny zavatra nataony, ny tena moa dia gaga hoe: aiza koa no misy olona tsy ho voasolo, eny na dia tena mahay hoatraninona aza hianao.Ny fahitako anity Ramaro sahona ity dia mitady anao lohamboto fotsiny hoe: satria i Tompokovavy efa maty dia tsy maintsy ho soloina olona ao aminy fianakaviana, ny tena mampiomehy dia heverina fa mitovy ny fitondrany ny fiainam-pianakaviany ny fitondràna ny raharahampirenena, tena mihevitra angamba izy hoe:izy no mandidy sy manapaka, nefa dia aleo hiomezana fotsiny

  2. tant qu à faire POURQUOI un ministre par famile?
    ou un peu moins drole le fédéralisme permettra des ccentaines de postes ministériels ? quelques dizaines de postes presidentiels ?..

  3. Et puis quoi encore ??? Vous croyiez avoir l’exclusivité de ce ministère, ou quoi? Vos réactions familiales ne font vraiment vraiment pas honneur à la défunte.

  4. Izy mihintsy no mandidy sy manapaka ! izy mianakavy io an! tsy tadidin-dRasamy angaha
    ilay izy mianakavy nanatitra ilay fehim-boninkazo tery @ MAHARIFO t@ 47 ???Ambohijatovo
    moa izy iny???nanao manokana mihintsy izy MIANAKAVY.Anazy mihintsy Dago @ fiheverany azy kah!! dia ny @
    fibodoany ny TOMABILIN’i dada ?tsy tahotra tsy henatra!!!raha tsy izany ve izy HITIFITIFITRA olona tsy misy hantra.
    Avelao ihinana ny savoniny ao!! asa raha mba ho tonga saina fa toa vao maika mivandravandra mampitahotra!! asa
    raha mba ho raisiny ireny kapok’Atra ireny???

  5. Hamorony ministeran’ny co-pulation eny Tsiafahy izy, mba ho faly ê !
    Ny iray Andrianompainimerina na Radoma I, ny iray Rainilanisavony !

  6. Ny fahafantarako azy, dia zanak’i Ramaroson ! Raha tsy diso aho, entina amin’ny Ferrari mandeha mianatra !
    Hamarino ry Solofoniaina !

  7. il resemble beaucoup a ra8, sauf que lui assume sa responsabilite envers les peuples Malagasy, et l’autre miliardaire (ra8) est trouillard qui n’ose meme pas affronter la loi et les peuples de son pays.

  8. Les peuples malgaches « est » toujours derrière son VRAI PRESIDENT, ELU DEMOCRATIQUEMENT !!!
    N’en déplaise au domelinista !!

  9. Hay izy manana Ferrari koa inona no HIBODOANA ity daban’i dadanay???
    Tiany ho azy daholo izany toa an’i Dago, azy mianakavy MADAGASIKARA.
    Nisy nilaza tokoa fa nahazo taratasy fankatoavana avy @ Troika i domelina ,hay mbola sandoka indray ilay izy???
    Misy mamahan-dalitra koa eto an! izy samy izy ao ihany no mifamahan-dalitra sy mifanome HERY fa mafy ny ATAKY
    mahazo azy ireo fa soa fa tsy MANDAITRA aty amintsika intsony izany FAFY LAINGA marivo tototra lava izany.

  10. Kintana, il n’a jamais ete president, souviens toi le 1er tour de Vita en 2002, le nombre de morts par les zana-dambo, le nbre des detenus en 2002 et notamment les exiles politiques, Kitana la fanatisme est une maladie Qui necessite un psychologue.

  11. Voalazanao ilay izy ranavalona â !
    Matoa mamofompofom-poza eto, DIA MAFY NY ATAKY ! Hoy ry zalahy izay, manantona an’Ambatondrazaka ny lamasinina !!!
    Zesta tekinika tsy mandeha ho aiza ( fa tsy HoAiza), na tsipakin’ny miala aina ny an’ireto foza mitonatonana ireto !
    Tant d’imbécilités et d’idioties, pour justifier des jalousies et autres haines envers leurs propres compatriotes !!!
    Rehefa vazaha, karana na sinoa no manao hoe : Esory ny pataloha sy kilaoty na silipy, tonga dia maika dia maika ery! Rehefa mpiray tanindrazana aminy no mba miteny hoe tsy mety izao fombanareo izao ( na tokony mba hitondra soa azy aza ), tonga dia manangan’ady !!!!
    ESY Ê Ê Ê ( YES EH ) !!!!!

  12. Ô ry gamara ô !
    Tsy misy fanatisme izany eto ê ! La vérité rien que la vérité ! La LOI et rien que la LOI !!
    – Fantatro tsara IZA no manana ny copie-n’ny PV rehetra tamin’ny 2002 !
    – Fantatro tsara iza tamin’ny octobre 2001 no niteny hoe : Raha tsy voafidy eo aho, dia hisy rà mandriaka eto Madagasikara !
    – Fantatro hoe iza no nanapaka ny lalana rehetra, manodidina an’i Tanà ! Na ireo avy any an’indrana aza tezitra satria ry zareo indray no niaran’ny fahoriana fa tsy ny merina !!!
    – Fantatro tsara fa ny frantsay ( rehefa tsy hitany intsony izay azon-dry zareo natao ) no farany NIAIKY HOE PREZIDA INGAHY RAVALOMANANA !! Ny « région Picardie » no nanomboka niaiky sy NANKATOA azy ( ary tany NY TENAKO tamin’io fotoana io, niaraka tamin’i Mox Ramandimbilahitra na dia tsy TIM aza, atramin’izao ) !!!
    – MBOLA FANTATRO IHANY KOA HOE IZA DAHOLO NO TAO AMBADIK’IZAO BORDEL IZAO !!!

    HITADY VAHAOLANA HO AN’NY FIRENENA SA HAMOA FOTA-MANDRY NO ATAO ETO ???
    HITADY VAHAOLANA

  13. Izany mihintsy ry i Kintana a! Potsipotsiro tsara!! Lasa Tanora hono i gamara: nadia kristelle etc…, tena tsy mba mety ho tonga saina, tsy misy fiovana mihintsy e!!!

    Tokony hoe « Antitra » no ataony pseudo-ny! Hay ko moa izy izay toa misy hoe: nadia grondier! Dia ilay voalohany zany atao hoe; i nadiatoucourt!!! Hi! hi! hi!!

    Ny vazaha manko no mpiteny lalandava hoe: « C’est pas à mon âge que je vais changer »!
    Tohizana hoe: « il n’y a que les imb…les qui ne changent pas!!

  14. Efa tena mi-degana raha ialahy ry Alain!! tsy misy seza na strapotin intsony ho an’ialahy fa dia aleo ry Lery manja tena a!!! fa vita ny tantara !! Efa tampina ny DAOMY sao dia mitelina DOBLE 6 eo !!! fa aza manao be saina sao dia hadino ao ANDOARANOFOTSY ao !!Fa ny TANTELY efa lany ny vitsika !!! ra-Itompokovavy efa tsara torimaso !!Ny zoky lahin’ialahy(KADAFFI….) efa menakin’ny TANY ny DESERT mantsy EEEE !! Mbola ho avy koa ny LERA ny zandry lahin’ialahy dia : Andry Nirina Rajoelina !!

  15. Hanaja tena aiza ?olona efa lany henatra tsy mana-kambo !TOMABILIN’i dadanay no mba ZESTENA
    fa tsy mahatakatra,nefa mba be vava ery!iny mihintsy no tsy ariny t@ dada t@ ireo fananany satria miseho
    ho milay nefa ny OZA-PE tsy mahatakatra dia naleo manao BODONGERONA ny zavatr’olona fotsiny, mba lehilahy lehibe toy izao
    ihany fa dia ny TENA NO MENATRA!izy sy domelina no mitovy kilasy fa inona moa?mandroba ny tsy an’itena mba hidedahana f’
    izaho no izy, mamatambonona fotsiny fa tsy hita izay mba HAPOAKA.

  16. Kintana. raha vao miaro olona be fahatany ianao, ary tsy sahy miresaka ny fahotana mahafatiny dia fanatika izay, gasy miasa aty am grand sud Madagasikara izaho ry zalahy a, region 4 no iasako. Fantako ny zava-misy aty. tsy misy hidirako amzany Gamara sy Nadia izany. Ny mangidy nampisotroin’ny ra-8 ny vahoaka taty no ezahako ho tsapanareo.

  17. Personne n’est irremplacable rangahy a!.. misy manararao-paty fotsiny!…ko raha tsy oe lany olomanga ny firenena ko!..

  18. IMPENSABLE !

    Nous sommes encore en REPUBLIQUE

    pourquoi pas les familles Raztsimandrava , Sibon ??? qui au moins ont pati de VRAIS attentats!!!

    On croit rêver !

  19. En saluant Alidera ce matin, j’avais pensé à toi ainsi qu’à Baby !!
    Alors, on se la coule douce du côté de l’équipe des canaris ?
    Les crabes commencent à rougir, et que cet état de fait ne décourage pas pour autant plus d’une soixantaine de mpitady seza !!!!
    La sénatrice Naika Eliane vient d’annoncer qu’elle ne reconnaît pas le Beriziky !
    Sûr qu’elle ne manquera pas de le faire savoir à ces Messieurs-dames du Parlement européen, aux dirigeants de l’UE, ainsi qu’aux gens de la SADC !
    Reviens titiller un peu les gamara !!

  20. Hi Hi kintana

    toa la sa tanora indray ilay gamara malalanao?

    Akotr’izany : dia tena maha te mandoa vorika mihintsy mitsapa ny faoriany vahoaka madinika ,
    na atsinanana , na ampivony , na andrefana : tsy nahita afa tsy fijaliantsaina ao .
    Matahotra lalandava izay anjo

    Aza manahy , tsy varina aminy canaris akory !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *