Le gouvernement Beriziky n’est pas formé

Les ministres désignés par Mahazoarivo ne sont pas acceptés
Les ministres désignés par Beriziky ne sont pas acceptés

Les entités politiques qui ont proposé des candidats aux postes de ministres ont été convoquées par Omer Beriziky vers 20h cette nuit. Beriziky avait révélé les noms des ministres mais la plupart des entités politiques n’ont pas été satisfaites. Et la bataille continue! Chacune d’entre elles n’ont pas obtenu les ministères escomptés. Le cas de la famille Ramaroson qui a voulu obtenir le ministère de la population.Ce dernier a été attribué à la mouvance Ravalomanana selon Mamy Rakotoarivelo.

Ces prochains jours, que va t-il se passer? Sans aucun doute, l’apaisement ne sera pas trouvé alors que le gouvernement Beriziky était sensé améliorer la conjoncture actuelle. On en est toujours au point zéro et la communauté internationale reste aveugle. Jamais ce gouvernement de consensus ne sera établi, les entités politiques ne trouveront pas d’accord sur les candidats à désigner. Déjà ils sont très nombreux à postuler pour un seul ministère alors comment peut-on imaginer que ceux qui ne sont pas élus puissent se taire.

La situation s’empire, mais apparemment aucune solution n’est proposée. Le peuple malgache doit se demander aujourd’hui, jusqu’à quand cette crise va  durer. D’ailleurs, la résolution d cette crise n’est plus une priorité. Pour la plupart des entités politiques, la priorité c’est d’occuper un poste dans ce « gouvernement de consensus et d’unité nationale » sans penser aux souffrances populaires. A quand les solutions relatives aux problèmes sociaux liés à l’insécurité, le chômage, la pauvreté, etc ? Arriverons-nous à nous lever un jour et nous exprimer comme il se doit ?

13 pensées sur “Le gouvernement Beriziky n’est pas formé”

  1. Fa tsy efa niomana t@ izany TSINDRY ALOKY domelina izany ve ingahy PM???
    Tsy efa fantatra dia ny mialoha ve izany sa ZAZAKELY IZY NA KELY SAINA NOHO
    ity domelina????dia na izany aza ve dia naninona no navoaka ihany fa tsy avy dia NADABOKA ???efa fantatra fa tsy
    izy dia mbola navoaka ihany hanomezana FAHAFAHAMPO an’i domelina sa handrangitana ireto vahoaka efa RERAKA??
    Dia tokony hametra-pialana izy rehefa tsy ahatohitra an’i domelina HIDIRAN’izay afaka manohitra io MPANGALATRA sy
    MPANDROBA FANETRIBEAn’ny firenena io.Tsy lany olomanga i Dago fa mialà rehefa tsy mamely fa mandany fotoana
    fotsiny.

  2. Efa nahina ary fantatra fa hatrao an-karanany anie no efa tsy nanjary ity raharaha ity e !
    – Araky ny “endrika” (sur la forme) dia mazava avy hatrany fa ankoatra ny naneken’ny ao amin’ny “Tondro Zotra” ny fanomezana ny fahefana tsy voafaritra mazava an-dRajoelina amin’ny fanendrena izao rehetra izao dia ny fibahanan’I Frantsay ka anomezany vahana an-dRajoelina sy ny fampandeferana diso tafahoatra ny ankolafy tsy an-dRajoelina fa manohitra azy, ireo no niteraka ny tsy fahombiazana !
    – Araky ny “fototra” (sur le fond) indray dia ny fanamaivanana ny ‘‘fampihavanana’’ izay zara raha resahina fa nalahatra ho faralahin’asa no antony. Ny tsy fahatakarana ny lanjan’ny “fihavanana” io sy ny tsy fahatakarana ny “laharam-pahamehana” amin’ny fanarenana izany no fahalemen’ny “Fianakaviamben’ny Eran-Tany” (ny Frantsay, izay nanjanaka an’i Madagasikara nandritra ny 64 taona, nefa mahalala tsara ny lanjan’izany “fihavanana” izany ihany saingy tsy tombon-tsoan’ny Frantsay mihitsy ny fivitranan’ny fihavanan’ny samy Malagasy fa zarany aza miady ny samy Malagasy, araka ilay paikadiny efa fahagolan-tany hoe : “Zarazarao hanjakana” ) !
    Inona ary no vaha olana ? Andeha aloha isika hamerina ho amin’ny laoniny ny FIHAVANANA ary rehefa hanao izany ihany dia amim-pomba lalina sy mivelatra ka tsy ny “politika” ihany no horesahina fa ny “fiainana’ny Malagasy” hatrizay, mandrakizao ary rahatrizay ! Tsy ny “mpanao politika” ihany koa no hibahan-tsehatra fa ny Malagasy no hanendry ireo hitondra ny teniny !

  3. Je suggère que l’on n’appuie pas trop sur l’idée suivante: sans penser aux souffrances populaires.

    Car qui ne sait comme je sais que leur réponse s’adressant au CI au peuple voire une arme à portée de la main à tout bout de champ par tout composant issu des ces groupuscules que la HAT a érigé.
    Et ceci est cette rengaine que l’on connaît et qui leur vient le premier dans la bouche: prendre le vahoaka en otage / Ra8 est la source du blocage de la sitution actuelle / …

    Ils prennent le plaisir de nous faire danser la valse,mais pas du tout danser est loin d’être notre fort ni l’occupation qui est au centre de notre vie de tous les jours …, DIFFERENTS MONDES DIFFERENTES EDUCATIONS

    Nos aspirations nos travaux étant axés sur la concrétisation des aliénas contenus dans la feuille de route – faisant le TOP de nos priorités:
    – retour à l’ordre constitutionnel
    – retour du président élu
    – libération des prisonniers politiques
    – ré-ouverture des médias clôturés suite à opposition de point de vue / divergences d’opinions par rapport au pouvoir en place depuis 2009.

    __

    Les solutions relatives aux problèmes sociaux liés à l’insécurité, le chômage, la pauvreté: mbola tena any ankibon’ny omby!

    De l’autre côté, le taux de corruption est très élévé,
    qq’un vient d’en être victime
    les pots de vin se paient en dizaine de milliions de fmg

    Désepérant.

  4. cette personne ayant payé plus de dix millions pour faire taire les élts de la gendarmerie
    bcp plus, pouvant être à hauteur de multiple de dix (unité = million) devant le juge au tribunal responsable de l’affaire pour qu’affaire devient close au bénéfice de l’usurpateur

  5. TANANEWS !
    « Dans le cadre du report de la formation du gouvernement, Fetison Rakoto Andrianirina estime que l' »opposition » est fautive du fait de son intransigeance et de sa surenchère ».
    Hatry ny ela no efa lazaina fa tsy mety izany vaombolana « opposition » izany !! MPIARO NY ARA-DALANA izahay fa tsy mpanohitra ! Misy dikana maro izany mpanohitra izany ka tsy dia metimety laotra !
    Tamin’ny andron’i Pétain, ireo nanaraka an’i De Gaulle izay tsy nanaiky ny fahotàna nataon’i Pétain niaraka tamin’i Hitler, dia nantsoina hoe RESISTANTS NA PATRIOTES.

    Manarak’izany, hoy ny namana Verohanitra ao amin’ny Tananews  » Tant mieux, c’est là que nos chemins se séparent définitivement M. Fetison ».
    Misy ny olona nieritreritra fa io « Paix des braves » dradradradrainy lava io, dia tena fitadiavana vahaolana ; fitadiavan-tseza io, rehefa tsapany fa natosiky ny olona tsikelikely izy noho ny gafy be laotra nataony ! maro no tsy dia nihino, fa aleho diso tara toy izay tsy mahafantatra, satria izany any aoriana any no mbola hiteraka zavatra tsy miady.
    Mba fantatrareo ve moa, fa tsy tahotra tsy henatra ny an’i lery no nandadilady tany amin’i Châtaignier hoe, aoka mba ho ahy ny toerana MAE raha tsy mihiditra eo ny ankolafy Ravalomanana ?
    Anisan’ny maha lasa saina izany ! I Beriziky ve no mifidy sa i Châtaignier koa ?
    Ka ho an’ilay Mamy, hialaho pas sy halaviro toan’ny pesta ‘lay zalahy io

  6. Maninona hoe???? an!an!fa dia inona loatra re tompoko no dia mahazo antsika Gasy e!
    I Fetoson ve no nanao izany ???dao dia efa ……….?????andrenesiko ianao o!!

  7. Ary mihamazava ny resaka ry Kintana a! matoa izy niera tany @ chataigner dia i chataigner izany no
    nividy azy nanala azy tao @ Ankolafy Ravalo,dia io izy manenjika an’i domelina io fa izy ANGAMBA no
    hasolon’i la frantsa an’i domelina ??sa diso aho???e!e!e! tsy ho lasa lavitra ingahy Fetison raha vao MISOLELAKA toy izany.
    Tsy mampino ahy indray izany marina! nefa hatao ahoana fy tsy ilay farany izy na ilay voalohany fa lasa efa lalan-kita-kisoa ilay
    FAMADIANA sy FISOLELAFANA ireto frantsay .

    Midongy hono domelina fa anazy ny MINISITERAN’NY FITSARANA, nefa izy ireo no ho tsaraina !!!!hi!hi!hi!!!!!( Kabary Magro)
    Mapme be ilay donto isany fa dia manao olona dia efa paiso noho izy angaha???

  8. Toa ohatr romotra be i km?

    Dia inona koa ity fiteny hoe: « ho an’ilay Mamy? »

    Guerre de inon’indray zany zao???

    Aok’aloha angina, ny anay aty mantsy ny HERY (énérgie) efa tsitsitsitsiana be niany, …
    fa « Odôsy ê »! ihany aloha

  9. Ohatran’ny zazakely,
    mifampidera biscuit. Quantité sa Kalitao io?

    De avereno indray ilay resa-bavy, fa toa efa tsy tana izato izy.

    __

    Ilay lolom-po kou…
    (Moa va tsy izany iny lalan’iny tsy azo hoanina nokotrahan’ny Avi tao ankibony nandritra ny taona maro?)

    __

    Ho azonao ao amin’ny tournant X ndray zany (resaka Fety fa tsy ingahy Rabe samy misy SON io)

  10. Tsy romotra izany ry HoAiza â !
    « Azony » ny zavatra tiako ho tenenina, fa aza taitra ianao â ! Ny afitsok’i Fetison no tsy miady hatry ny ela, fa tsy nisy niteny !
    Tsara i Fetison namaoka an’io fanambarany io, mba hazava ho an’ny rehetra ny fandehan’ny tolona, sy ny tsy nampiety azy.
    Ny zavatra tsy mety nataon’i Châtaigner tamin’i Mamy dia tena marina. Maninona izy no tsy nidrikina ? Satria mbola « nisy » nandambolambo tany ho any !
    Tsy ny mpiaro ny ara-dalàna no sakana amin’ny fitadiavana vahaolana, fa ireo mpitady seza, tsy mijery ny tena izay mahasoa an’io firenen-tsika io !
    Fandeferana tsy mbola nisy toa izao ataon’ny mpiaro ny ara-dalàna izao, na firenena aiza na firenena aiza !
    Diso tsotra, tsara fanahy sy kristianina laotra ny vahoaka malagasy, any ka ambakain’ny sasany fotsiny !
    Miafina ao ambadik’izany ve ny fahakanosàna sy ny tsy fahaizana ? Asa ?
    Diso fantatry ny olona ity gasy indraindray mitsiky « vendrana » rehefa hametrahana fanontaniana ! Tsy mamaly, tsy manao eny na tsia, fa mitsiky ! Kanefa ao ambadika ao, zavatra hafa mihintsy no kotrehana ! Toa fiatsarambelatsia indray izato izy !
    Mety ho diso aho, fa dia izay no fahitako azy, araky ny fandinihan’ny sasany koa !

  11. Tsy hifanditra, fa hifanome moral, tsy hifapidera taim-by, …

    Raha ny resaka Fetison ao @ Tananews indray alou: itony commentaire itony no tsikaritro ho fahendrena:
    [Fetison Rakoto Andrianirina a ses convictions, elles ne sont pas plus mauvaises ou plus bonnes que les nôtres, sous entendu chacun d’entre nous ici. Par rapport à la médiocrité locale, je dirai meme qu’elles sont un cran au-dessus.]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *