Lettre ouverte adressée à Monsieur Alain Juppé

alain-juppe-4129525cfnzm_1713

Lettre ouverte adressée à Monsieur Alain Juppé,

Ministre des Affaires Etrangères et des Affaires Européennes – FRANCE

Monsieur le Ministre,

C’est avec beaucoup de respect que nous venons vers vous, pour ce que vous représentez et

nous savons combien votre attachement en faveur des valeurs de la Démocratie.

Nous aurions aimé nous adresser à vous pour des raisons plus réjouissantes concernant les

relations de nos deux pays, mais aujourd’hui, grande est notre indignation face à l’attitude de

votre ambassadeur, résidant à Antananarivo.

Il ne nous appartient pas de vous donner les raisons de son geste, mais il faut que vous sachiez

que le représentant de la France à Madagascar a menacé du poing, le représentant du

Président Marc Ravalomanana, dans le cadre d’une réunion concernant la recherche d’une

solution à la crise politique malgache. Il va sans dire que ce malheureux geste a été fait devant

de nombreux témoins (presse comprise) et a suscité beaucoup d’émois à Madagascar.

A notre humble avis, le représentant de la France à Antananarivo a outrepassé les limites des

attributions d’un diplomate digne de ce nom. Nous sommes dans le regret de vous l’exprimer

ainsi, car les choses sont telles qu’elles se sont produites.

Monsieur le Ministre, n’y voyez surtout aucune forme d’agression dans nos propos, nous

pensons que le contexte politique actuel requiert beaucoup de tact et du sang froid, surtout de

la part de ceux qui sont censés montrer l’exemple.

Nous souhaitons une relation franche et sans arrière pensée entre nos deux pays, et vous

prions d’agréer Monsieur le Ministre, l’expression de nos sentiments les plus respectueux.

Pour le M.T.I

lire ici : LETTRE OUVERTE MAE

25 pensées sur “Lettre ouverte adressée à Monsieur Alain Juppé”

  1. Alain Juppé est différent de Sarko et à mon avis il a honte de l’attitude de ce mal élevé qu’est le marronier.Il s’en mord déja les doigts comme sur la photo.

  2. Hahahahaha tapaka ny tsinaiko marina!Mba kely saina anie ianareo izany e!Ny frantsay manohana frantsay foana hahahahahaahha

  3. maninona tsy tonga dia nosoratana koa fa ianareo frantsay no sakan lehibe amin´ny fandrosoaní madagasikara sy fivoahana amin´ny krizy ka tokony tsy hitsabaka amin´ny raharaha politika malagasy.

    na hanoratra aminíza ianareo ,io anie efa plan ny frantsay ao anatin´ny france afrique. Ka efa baiko azonízay mandray fitondrana io, ary ireo Mafia ao Quai d´orsay ireo tsy te halala izay tartasy atoanareo, fa na ireo namany europeana aza tsy mahamenatra azy, efa malaza, itsabka ny raharaha farikana, sy anisan´ny mpanohana ny mpanao jadona sy fanonganam-panjakana aty afrika.

  4. Il est con, ce Jean Marc CHATAIGNER!… Mon fils de 12 ans se serait montré plus digne et plus sensé!… C’est normal, d’ailleurs: à force de côtoyer des voyous, on est comme eux: des moins que rien!

  5. effectivement, vous avez entierment raison si c’est vraiment le fait, mais les questions qui se posent: – pourquoi toutes les presses Malagasy( ecrit, radio, tele)n’en parlent pas meme un petite article,alors qu’il sagit d’une imense scandale et on sait que la presse parle toujours un article de moindre importance.
    – Pourquoi le victime en question ne reclame pas cet incident. curieux..
    l’intox et les desinformations sont des armes des faibles en matiere politique.

  6. Question à un ariary: est ce que JMC se serait comporté de meme si c’etait au Carlton ou Paon d’Or ? Si c’est non qu’est ce qu’il faut faire ? Si c’est oui qu’est ce qu’il faut faire ?

  7. bekoretaka!mipapapapa ato,mipapapapapapa aroa!bekoretaka!tsy any @frantsimany ve no haingana !fafao ny ranomaso;olona mahay judo iny koa ve de ho resin,i jmc

  8. Ka io toetra ratsiny io no nanirahana azy teto ry zareo a!raha tsara toetra io tsy niala tany
    @ misy azy tany, hanao ratsy no hiaviany ao @ tanana ao fa tsy hanao ny tsara,koa olona tsara ve hanao izao hataony
    izao???Tsy haiko midika inona raha vazaha taratasy Mamy Rakotoarivelo???dia tsy maintsy handady @ frantsay ve??
    izay indrindra aza no vao maika hanaovana azy fa  » SAMY VAZAHA »! Ary hitako izy tsy nanaiky LEMBENANA ihany koa!!!
    Mbola ho aiza ry vazaha lany mofo dia mandroba sisa no hatao a!!!

  9. ranavalona a, marina ange ny anao fa ny probema dia ilay vaovao, eto ihany no misy miteny fa na ni midi madagasikara ny Rakotoarivelo aza tsy miteny izany vaovao izany. sao dia ny journaliste eto kosa no mandainga sy milaza vavao diso e.miantsoa an’ i onitiana realy ianareo dia hadihadiany hatrany ampotony io na marina na tsy marina, ireny manko no tena journaliste atahoran’ireo politeciens reetra ireo na i Andry na ra8 na iza e.

  10. Zay oa! deinformation sy intox no sisa azo atao eto! diplomasia zany koa misy règle sy éthique zany fa tsisy olona hanaonao foana izany na toy inona fahefany na toy inona! de manao olona ho vendrana loatra ianareo @ izay mamaky anareo eto! tena arme ny faible marina araka ny voalaza etsy ambony! na frantsay taratasy Mamy na tsia, tokony hainy tsara ny nanao réaction raha tena mitombina io, na iza na iza tsisy manana fahefana hi menace olona izany ao @ taniny(diplomatiquement) eto no tiakao hambara! zahay aty an-dafy aty de manaja ny lalàn’olona tsara, nefa kosa afaka mifampitady any @ tribunal, na de forme na raciste kely fotsiny aza! de aza mba bado mora miesona ihany ry mpamaky a! de valio io tenin’i tanora io, fa tsisy gazety, na radio, na télé, azon’ny frantsay baikoina sy menace na izany raha tena zava-nisy marina, fa tsy haiko ndray rahampitso, mety hisy Intox hoe » MITADY HISY HAMONO NY FILOHA RAVALOMANANA ATSY SUD AF ». De ny taigna ro menatsa e!

  11. Amin’ny manaraka tonga dia daka no tokony omena an’ilay rakotoarivelo fa be konetaka sy mandaza amin’ny frantsay loatra

  12. Voadona indray ve ny voatsaramaso Rabe a!!izao no olonareo koa mifalia
    fa efa voahosiosy ny Gasy iray ra aminao izay no tanjonao koa inona indray??
    Ka nampiakariny ambony dia ambony izany izao ny SEZANAO Rabe fa VOAHITSAKA ny ZO MAHAOLONA ny GASY
    toa anao?? MAMPALAHELO ihany ilay toetsaina fa efa ao izy!!! soa fa mbola ao A-tra mijery midina fa tsy miakatra.

  13. Tsy SAHY NAMAOAKA IO NY GAZETY eTo MCARA satria matahotra ny HAKATONA é! iza no tsy efa nahazo menace ta@RADOMELINA ARY IZA NY CHEF draDOMMELINA FA TSY IO MENASOFINA RATSY TAREHY – RATSy toetra ,na ny gmapano gazety matahotra repesailles na voavidy vola fa iza no mitondra eto MCARA DEPUIS MARS 2009 fa tsy efa ny franFOTAKA bola hisy sahy hilaza ny contraire inay ve ,mba ahirato ny saina ???
    Rha tsy nisy io tragajavatra io maninona izy no malaky MANAO DEMENTI ?ALEFASO NY SARY preuve ,HITA hoe TANY TSISY FANJAKANA SADY MISOLELAKA AMINY RADOMELINA FA TE HIJANona eo @fitondrana nagalarina dia HAPIJALIANA NY MALAGASY TOA AZY FA ALEONDRADOMELINA MANOPO VAZA ,ka any anrany aza moa RADOMELINA koa inona no dia hahagaga OLOMBOAOZONA ho tia vola sy harena SY MPIVAROTANINDRAZANA NO TONGA EO @ POUVOIR NAGALARINA KOA NY VAHINY DRAY VE NO TEZITRA zany refa DONDRINA OTRAnRADOMELINA tsy NAHITA FIANARANA sady ratsy taiza no mitomany filoha eto ,tsisy afatsy ny SAZY NO MANALA REO TARANAKA GALLIENI mpanao cinéma reo eo é! ,d’ailleurs aty @pays tsisy reconnaisance internationale otran’i MCAR TSY TOkony hisy Ambassadeur sady manaraka andraDOMELINA FONA IO rangahy TSOTSOKA io ,inona fa ny hanao Cote D’IVOIRE bis no but-ny eto Mcar ,heveriny fa DOMELINA DAOLO Ny Malagasy !!! Ny VADIndRADOMELINA miaina be refa any andafy mividy ankajo faran’izay lafo eny @ quartier Chic ny Paris ,jereo ny fitafianDradomelina mialy é! dia avy eo manao cinéma @association fitia HONO ,nefa sakafo périmé no omeny ny vahaoka ,mpamosavy malemy taranaka tsy vanona ,voahozona TIA VOLA SY HARENA !Ary aza mody mijery tany menatra 2 refa mifanena @Mlagasy Radomelina Mialy o! Assumer-o NY RATSY HATAO FA AZA HADINO FA HIVALY @ TARANAKAO daolo ,mihinana aloa ny PAIN DE DOULEUR ,hataovy matavy b ny kibo !!!!sur le dos des vahoka !!!

  14. Matahotra REPRESAILLES fa diso tsipelina azafady é! ny mapanao gazety no tiko lazaina izany no tsy hamoahany io reska vaza lany mofo te hanjanaka io !!!

  15. Tena impossible oa zany représailles lazainao eto zany ry bako a! jereo ny gazety mpiseho isan’andro, firy ny manohitra an-dRajoelina(tribune, la gazette de la grande île, midi izay tsy matahotra frantsay zany mihitsy satria an’i Mamy, le courrier, gazetiko,…sns) tsy tenenina intsony ny Radio privée, ny télé,) de manompaompa olona sy manozonozona tsy mandaitra fotsiny sisa azonareo atao eto, ce qui clame son innocence est fautif, io foana no azo hamaritana anareo, tsisy iray mba tongasaina an!an!an! misy ihany fa manao izany indirect be, de mirediredy sy miteny ratsy toa an-dry Bako sisa azo atao, aleo foana oa laver na ny atidohanareo, fa tsisy toa an-Rabe itony tsy tonga saina fa miteniteny foana! de Mamy koa ve matahotra rprésaille @ vazaha, ny maha vazaha taratasy azy mihitsy aza no tokony tsy hatahorany fa samy vazaha, eto an-dafy eto ary ny afrikana sy arabo vazaha raha vao voadona kely de jereo ireny, taomobila may, vao tsy ela tranon-gazety nodorana! de inona koa no tsy ilaharan’ny GTT aty France aty manoloana ny assemblée na Palais de l’Elysée na de zahay gasy tsotra itony fotsiny aza, raha tena marina io. Manao olona mpamaky anareo eto ho SAGNAGNA loatra oa ny mahavoa anareo, fa io intox sy deinformation nareo io oa no mapiitsoka ny dadanareo any Sud AF any tsy mahagaga moa fa na ny rainy aza toa azy koa, de tel Dada tel fils foana e! OK?

  16. Voninahitra daholo izany ry bako a! vola azo @ KILAODAOKA dia mivoaka @ MAKARAKARA e!
    rehefa azo MORA dia hafafy MORA ihany koa,ny vahoaka norobaina matimosary mivaro-janaka 200Ar
    tsy misy mpividy eny amoron-dalana tsy maninona fa ny MAGAZAY chic any Paris no ambony.Hita mihintsy hoe « vazaha reraka ».
    tapoany! taimbazaha mantsy e!hatao ahoana fa izany no mba mpitondra @ tanana, soa fa fantatry ny rehetra fa MPISANDOKA ,
    dia tsy mahalala tsy tiana anie e!! asa HOSOROHANA lapelina angaha vao hiala eo ry ilay TSY FAKA TARANAKA IREO!!Mba olona
    miteraka ihany an!! asa izay raha novonoin’ilay ramatoa ilay zaza fa tsy lafo,MAFY ANIE IZANY RAY OLONA FA AO IZY e!!!!

  17. Ity misy zavatra tiako hanontaniana an’i ranavalona (tsy resaka politika akory).Raha miteny aho: mangasoavina-jeanine-bel air dia milaza zavatra aminao ve ireo?Misaotra.

  18. Bemafohy

    Tsy mahalala vavy aho no sady tsy mahalala lahy! mitovy hevitra angaha izahay sy io olona io??
    mahaivava ohatra ahy koa ve?? na io toerana io aza tsy hitako akory ,Mangasoavina no efa henoko
    fa tsy tadidiko, bel-air izany tsy azoko hono mihintsy.Mety olona mitovy angamba?

  19. Bonjour a tout les chér (es) Malagasy,
    c’est vrais ont ce connait pas, je suis Francais mais mon coeur et pour Madagascar, ce monsieur est un vrais Inbecile il ce dit Diplomate pour moi ces de la connerie ca, car un vrais Diplomate qui représente s’ont paye devrais pas faire cela, donc vous aver résond ces un vrais CON, en plus il est a la bote de Monssieur Sarkosy, car il refuse sistématiquement les visa pour les Malagasy pour la France sauf si vous aver des sous la il vous l’acordeera, ces l’amentable, les résponssable Francais critique la coruption a Madagascar mais eux il en font de la coruption, Voila ce que j’avait a dir méme si ce gouvernement Francais veux me tué pour ce que je vien de dir je man fout car j’ai honte d’étre Francais aujourd’hui, et je dit qu’une chose… VIVE LES MALAGASY EST LONGUE VIE A MADAGASCAR.

  20. Miala any koa ry DE ROUBAIX milaza frantsay kanefa manoratsora-poana! mba ahitsio io r’izalahy, aiza ianareo ry Rabe R manam-pahaizana a! mahamenatra io e! aleo manoratra @ teny gasy fa samy gasy tsy tokony hifampihafahafa @ny tenindrazany! na ny raisonnement ny koa eto mirefarefa be. Fantatra foana r’ise ny olona nianatra refa milaza hevitra na @ teny gasy na vazaha a! tu as raison de dire que tu as honte d’être français, c’est vrai,tu ne mérites pas de l’être, au moins tu maîtrises sa langue, moi à ta place, je rends ma CIN à la préfecture de mon domicile au lieu d’écrire N’IMPORTE QUOI.

  21. Ity taratsy navelatra ity (lettre ouverte), ary izay tena miveraka tokoa, no manaporofo fa mahay manoratra sy mahay mamaky teny ny malagasy. Mahay teny frantsay tsara koa izy. Ireo no nampianarina azy ary tena hainy tsara tokoa.

    I Lambert dia hay hatrany am-boalohany fa vazaha. Fa mandraky ity ny androany dia mbola mizaka ny zom-pirenena malagasy i Laborde.

    Fa manana tanindrazana hono ry vendrana izay navelan’ny razany aminy. Fa ny razany aza efa niteny hoe aza mihevitra an’i Laborde tsy ho vazaha… Fa ry vendrana dia mihevitra fa ity zavatra avelabelatra ity no hanova zavatra!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *