Me Hanitra : Mampisavorovoro ny saim-bahoaka ny Jeneraly « Ravalomanana

IMG_3461

Nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety i Maître  Razafimanantsoa Hanitra tetsy amin’ny foiben’ny Tiako i Madagasikara Ampandrana. Nanome fanazavana mikasika ilay raharaha Tojo Ravalomanana sy John Ferry sy ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana ny tenany nandritra izany.

Araka ny fitoniana politika tokony  hanjaka amin’izay eto Madagasikara moa, dia tsy tokony hisy intsony  koa ny fanenjehana sy fisamborana politika. Kanefa dia mbola nampiharina tamin’I Tojo Ravalomanana  sy John Ferry ihany izany. Ny mahagaga anefa, hoy  i Me Hanitra, fa ny EMMO-REG mihitsy no miditra an-tsehatra,  tarihin’ny Jeneraly Ravalomanana. Milaza aza  ity Jeneraly ity fa ny mpitsara mibaiko  azy ihany no arahiny fa tsy ny minisitra, ary tsy ny filohan’ny tetezamita. Tsy mifanaraka mihitsy amin’ny fanajana rafitra ara-panjakana velively izany ataony  izany. Manaraka izany, ny fiomanana hisambotra ny filoha Ravalomanana  dia tsy mifanaraka mihitsy amin’ny andininy faharoampolo ao amin’ny tondrozotra. Nohamafisin’ny mpandaha-teny ihany koa fa tsy tokony hanaovana fanakorontanan-tsaina ity raharaha fikasana hisambotra ity. Tsy misy idiran’ny EMMO-REG ity raharaha ity, ka mampanontany tena ny hoe : misy minisitra tsy maty manota, na manampahefana tsy refesi-mandidy ve  eto amin’ny firenena? Ny filoha Ravalomanana anefa tsy maintsy miverina an-tanindrazana, araka ny voafaritry ny tondrozotra. Ka izao ataon’ilay  Jeneraly  izao no mahatonga ny tsy filaminana satria mampisavorovoro ny saim-bahoaka, fara fahakeliny.

I  John Ferry indray dia   fantatra  izao fa mpandraharaha no asany ary mitsidika eto Madagasikara araka izany. Tsy merisenera velively izy no tsy “garde de corps”-n’i Tojo Ravalomanana , hoy ihany ny fanambaran’i Me Hanitra.  Ary ny toe-draharaha toy izao ataon’ity Jeneraly ity izao dia maharatsy endrika an’i Madagasikara eo imason’izao tontolo izao, amin’ny fomba fandraisana vahiny mpandraharaha toa an-dry John Ferry.

 

Raha iverenana ny fikasana hanatanteraka ny fisamborana ny filoha Marc Ravalomanana, dia tsy fantatra ny alàlana ahafahany manatontosa izany . Misy rahateo koa ny ambaratonga-pahefana tsy maintsy hajaina, ka  lohalaharana amin’izany ny Praiminisitra mankamin’ny OMC, manaraka azy ny EMMO-NAT izay misahana ny sehatra nasionaly, vao ny EMMO-REG  izay miadidy ny faritra; eo koa ny Ministeran’ ny Filaminana anatiny izay miankina amim’ny Ministeran’ny Atitany. Sasanangy samy manana ny hasiny ireo rehetra ireo ary tsy maintsy manaja rafitra raha mbola tan-dalàna koa i Madagasikara.

61 pensées sur “Me Hanitra : Mampisavorovoro ny saim-bahoaka ny Jeneraly « Ravalomanana”

  1. Misaotra anao manome fanazavana mba ahafantaran´ny vahoaka ny marina maitre Hanitra.

    soa fa mbola manana olomanga sy manampahaizana ary olon-kendry tahaka anareo ny firenena, izay efa hajakain´ny Jadona sy olona dondrona ary jiolahimboto.

    mahamenatra eto amin´ny firenena sy eranízao tontolo izao ny manana olona adala , fohy fisainana, dondrona ary matim-bola sy voninahitra tahaka itony jeneralim-potaka Ravalomanana sy lay ramatoa minisitra Razanakisoa christine iny.

    Mba taiza loatra no nianaranízy ireo, ay mba hatraiza loatra ny fisainanízy ireo .

    tena mahamenatra .oviana re vao ho tonga saina???
    ary anisan´ny tena mahamenatra dia afa-baraka ny fiangonanana fa izy roa ireo dia anisan´ny kristiana iringiriny amin´ny fiangonana misy azy, ilay Ramatoa minisitra razanakisoa moa dia tena mpiandry no anarany nefa jereo ity ataony fa tena loham-pamosavy sy be demonia.

  2. Aza manofy re ray olona fa tandalana aiza Madgasikara a!ho fatifaty foana toy ny valala
    samborim-boka eo vao gaga.Ny vahoaka no mijaly avy eo,raha mbola i zanakisoa no eo dia
    manantena LOZA avitra noho izay lasa izay,i bomba voakarama hanambotra dia ny sisa MAMONO fa tandremo fa i
    Khadafi anie ka efa tao anaty fiara ho any @ HOPITALY no nisy NANAPITRA ny AINY e!! izany hoe olona teo akaikiny
    sy akaiky azy no namono azy ho faty, koa MAILO!!MAILO !!!!fotsiny. Hay ve i RAIKALAHY iny ka MPANDRAHARAHA e!
    Vao maika tsara fa HITONDRA TATITRA TSARA any @ LAHIBE REHETRA ANY IZY.Izay no hataoko hoe nanaikitra tsara
    ilay FINTANA nanjonoana FOZA RAY OLONA a!!!aza mba donto ihany O!!!hi!hi!hi!!dia iza no miambina an’i Tojo??ny ANJELY?
    sa ry bomba??

  3. Mpiandry KISOA e!!i bomba koa ve kristianina???tsy ANJELY daholo ny Gasy raha kristianina i BOMBA???
    Ka ilay vola kah!!!ilay vola io e!!!tsy misy afa tsy ny vola no miteny sy mibaiko ary ny DEVOLY .

    Jadona,dondrona,MPANOMPOSAMPY,sampy no mampamikotra azy eo sisa dia io izy manararaotra manapa-pahefana
    io satria miantehitra be @ SAMPINY,dia hataony MANDADILADY aminy daholo ny olona indrindra ireo izay MISEHO ho
    manohitohitra azy,jereo ry SATROBORY???opa variraraka teo @ Magro  » LAVASANGA « tsy nisy farany , izao izy aiza??
    firifiry ireo nogadrainy lasa NILELAKA ny KIRARONY any daholo, ireo noenjehany sy nampioroorony sns marina fa eo ilay
    vola fa fantatro tsara ny toetsain’i Gasy, ny Gasy olona manakambo izay, ary sarotiny @’ izany mihintsy.Ny tiako tenenina
    dia hoe tsy tokony hanaikinaiky fahatany ireo olona ireo fa ao RAHA.miasa mafy mihinsy io SAMPY io ao @’ io fitondra-poza io.

  4. Ny tsy azoko ange dia inona ary no tsy hitoriandry mouvance ra8 andreo fatinalka ireo fa mbola manadany andro sy jiro lalaoviny lava @ feuille de route ,mety hanao feuille decroute inroapolo amizato izao rizareo HANDANIANY fotona ny mouvances telo zay manaiky ny halikany lava eo! mBA MISAINA RE RE OLONA .MIJERE LAVITRA FA NY FIRENENA ANGE NO POTIKA ?ALEO HIDITRA RA8 dia tsy maintsy hiaro azy ny vahaoka dia ho hita eo ,refa mamaono anreo ny milice ry vahaoak dia tsostra ,alaivo ny basy eny antanany dia mifanadrina ho be noho ny vahaoaka ve ireo é! ary zay no handrasan’ny CI eto hoe mimenona 2 le Malagasy nefa tsy mietsika ,refa mivonona haka ny basy antandreo fatinalika ireo isika zay mahatsiaro tena hoe olona kisoa sy ny alika no tonga eo @ pouvoir dia vita io ! io risara baomba io na ny tarehiny aza ratsy be ,olona voahozona ho tia vola sy harena manompo vazaha ilay tsy vanona io vo mietsika ny vahaoka dia maty io be vava fotsiny fa mararay fo io dontonkandrina io !!! « moche » na anatiny na ivelany tsy mahagaga raha tia vola ,ny taranak’io zay ho vanona aloa dia ho hita eo é! alahelombahoaka no ivelomana refa tsy tian’olona dia MIALA ny olona misy Classe fa tsy mitambasy HITAZOMANA POUVOIR .Efa malaza be fa explosion sociale sisa no handrasan’ny CI KA MIFOHAZA Ramalagasy !
    Ary aoka koa mba tsy adalain’ny sasany dia hino fa Ratsy iraka hosamborin’i zanakisoa ,izy sy io rtoa io miaramisotro dité SY MIVANY2 ,olondratsy iraka io RTOA IO fa aza hadino ,manao vazaha mody miady lava ,tokony hosamboriny v io jamba marary saina io nanana fotona nanaovana pompe teny Ivato sy miira hoe : »je ne regrette rien « ,fa cinéma fotsiny ,Mba nisy NANELINGELINA VE I DEBA ta@ fotoana nahatongavany teny Ivato nbola nana fotoana NANESOANA NY MALAGASY FA IZY DIA TSY MANENINA TAMIRATSY NATAONY ?io ny fototry ny malheur n’i MADAGASACAR ?te hisambotra an’i tojo ry fatinalika dia mody hoe tadiavina ratsy iraka nefa tany @ ratsy iraka ny vola b nanakaramana an’i dj nanala andra8 teo bola tsy tonga saina iany ny mouvance ra8 hiarahiasa ami BRIZIKY BEKRIZY! Le Zeafa ZAFY KOA ALO DIA TSY AZO hITOKISANA miintsy an! lazina fa izy no nanalotra an’i Beriziky nefa laviny berkrizy dia mihevitra ny MALAGASY HO dONDRONA KOA IO LAHY ANTITRA io !Ny TENA NAHATONGAVANDRATSY IRAKA ZAO NY HANALA ADRADOMELINA teo satria pour chasser un Merina au pouvoir ….arakiny voalaza tao @ gazety courrier il faut un autre ,mpanao adimpoko manadrapahafatiny ireo rangahy roa reo ,trondro ny laoka ka aza mba matoky saka ry Malagasy a! MIFOHAZA .

  5. Mivadika ny aty dohan’i Zanakisoa sy i Baomba fa tsy mifanaraka amin’izay nifanarana teny @ 13 Mai ….et ça leur tape sur le système
    Ce n’est que le debut du commencement

  6. Tys azoko koa fa maninona no lazina zay toerana misy an’i Tojo ,Mcara gezabe io ve dia tsy hahita toerana hiafenana izy ,na hiseho koa ge izy ny vahoaka hiaro azy é! tsisy tokony hatahorany fa tsy tokony hanaiky convocation avy ami fitondrana tsy aradalàna izy tsy misy fitsarana aradalàna koa eto !Samy manao zay tiany zao ra aradalàna eto efa NAHAZO RECONNAISSANCE KOA INONA NO DIA HATAHORANA DRY DOMELINA LAVA ETO na hanakarama mercenaire hanalàna dry domelina koa inona ny olana tsy aradalàna izy dia endahina ,HERY no nahatongavany teo ka raha tsy HERY REO TSY HIALA TEO ,ampo mieritreritra !MIFOHAZA RY MALAGASY FA DEVOLY NO MILAZA MANAMPAHEFANA ETO MADAGASIKARA !!!!

  7. Bako a! tsy fotoanan’ny fisaratsarahana intsony izao , aoka izy ireo no hiteny avy vao tokony
    isika hanome tsiny fa tr@ izao aloha miaraka amintsika izy.Tsy afaka miala ireo noho ireo
    VAHOAKA satria sy manana olona ireo ohatra an’i dada ka MILA antsika izy ohatry ny hilantsika azy ireo mba hanambatra
    ilay hery, ady ity! ny tanjona dia ny fanoherana an’i domelina,nanazava tsara ny havan’i Deba fa efa teo @ fotoana farany aza
    mbola nahazo fanakanana i Deba. Ka eto koa aho manamafy aminao fa aiza sy aiza ny HERIN ‘ I DADA sy DEBA no hampitovianao??
    Fantany i DEBA fa tsy afaka ny hilatsaka ho fidiana intsony ka tsy dia hilany kisa firy,fa i dada hainy tsara ny HERIN’i Dada fa
    LOZA MITATAO hoa azy ka tsy mahamenatra azy ny HIFOFO ny ainy.Dia izay no maharomotra azy toa izao, fa mba aoka aloha
    ity fanavakavahana fa ireo efa NANAVA-TENA aza efa tsy hita izay HANAOVANA AZY.

  8. F’angaha izy nandeha t@ ilay fiantsoana??efa tena manaikinaiky fotsiny anie izany olona
    izany e!!tena MPAMOSAVY TSIVANONA raha izany no fandehany.Dia ilay masoivoho
    koa izany no JODASY raha izany,koa tsy ho tazoniny any dia ho POZONINY any fa io indray izao no lamaody ao.
    Mivavaha mafy ray olona fa manjaka ny DEVOLY a!!!

  9. Avocat ve io ramatoa io sa lasa mouvansa e.
    Tsy hitako mihintsy izay hampisavorovoro ny saim-mbahoaka am zany, Tojo sy mecenaire no Ampanatsoin’ny manam-pahefana dia ianareo no misavorovoro. Fa inona ary no hatahorana e, fa angaha olona sauvage no matahotra birao. Mampme be.
    Tsy misy argument anaovana polemique indray angamba ity avocate ity. 3 taona tsisy resultat, Vola b marina moa tsy lany.

  10. Bako a, vahoaka iza no hiaro azy a, Mba fantatry Bako ve fa an’isany mpanondrana Bois de Rose i Tojo. Fa mety ara-dalana aloha e, satri zanak’i Dada.
    Fangaha tena efa mitady mercenaire mihintsy izany zao ry Bako a. Tsis gasy manaraka anareo tsony o.

  11. Denise a oe
    Nadia gontier a oe
    Christelle a oe
    Vahoaka a oe
    Rabe a oe
    Tanora a oe
    (aiza ilay pseudo sadic akamanao?)

    réconnaissance ê
    financement ê

    TANORA GASY VONONA no ilain’ny firenena,
    fa tsy tanora gasy vendrana (TGV)

    Eh ben, l’on ne t’a pas déjà dit: que tu as beau être jeune, cependant prématurément AVEUGLE, en conséquence et compréhensible « ne voit plus loin que le bout de son nez »

    Et la cécité précoce est la pire de tous les handicaps ==> loko aza tsy fantatra ny manavaka azy , haizina be hatrany @ esprit ary mitovy hono: na ny mazava (mitsilopy kely sisa) mitovy @ haizina)

    Au figuré dahol alou

    AZA MANODY NY COMME CA

  12. Ho Aiza, Ireo pseudo nolazainao ireo dia nitondra ny heviny toa anao, Fa ny tena mahavoa anareo dia matahotra la verite, ary mahatsiaro tena voadona mihintsy rehefa tenenina aminareo ny marina. dia manao attaque amn’olona fa tsy am heviny. Fomba ny Fanatisme aloha izany tsy mahagaga. Ianareo no tena manao Unilateralisme tsy mihaino afa-tsy izay Vaovao mandoka an’ny Dada foana.
    Teneniko Anao fa faiblesse lehibe ho an’ny Rajoel ny Fandeferany Trop. Ary raha tena nanao Unilateral izy dia efa tapitra io crise io./

  13. Nanao mihaotry ny nataon’i Hitler izy dia tapitra ny krizy izany !
    ‘lay vision ‘lay vision ‘lay vision hoa !!! MDR !! Rehefa tsy misy io dia tsy mandeha amin’izay izy daholo izay atao !!

    Gaga ihany aho ry HoAiza, fa taiza no nazahoanao io expression io ? Aza manody…io ?

    Momban’ny 03-12, aoka ny Filoha Ravalomanana no hanamarina an’io, avy eo isika afaka miomana tsara !!

  14. « Aza manody ny comme ci comme ça comme toi COMME ELLE » ve?
    ça: remplace ci-dessus relaté
    ça: lasa style INDIRECT k’ity

    Ny adinoko notanisaina tao anaty ilay ensemble de pseudos: i raika lahy iry Peuples malgaches (no fanoratany azy)

    Mody manao vendrana io, fa mahery an!

    (Déléstage be ny eto
    na koa: vao avy kely ny orana, dia mirefotra ny tranon-jiro dia tsy misy courant dia tsy tapaka ny internet)

  15. Lagy ny olona fa matetika tapaka ny jiron’ny Jirama ==> tsy mahazaka ela ny onduleur, any ka voatery MIATO HATRAMIN’NY INTERNET

  16. Satria Mpanohana ny FAT, ka tsy manana ny fari-pahaizana ilaina ry DG ny Jirama dia napetraka eo :
    – INCOMPETENCE TOTALE = ny namana foza no miaro ! Asaivo miverina any an-tsekoly, ary avereno daholo ny volam-bahoaka !

  17. Fa nankaiza ry Njara ny volam-bahoaka @na millions de dollars, nandritra ny 7 lasan-dRAINIVOANJO a! sa @nareo madio be toy ny orampanala iny! aza mba dondrona ihany oa!

  18. « Tapaka sa TSY tapaka » ?
    Aza manody..Mampatsiahy expression’ny ny tao an-trano « efa fin années 50 » !
    Tsy misy jiro, dia hitombo izany ny isan’ny zazakely malagasy amin’ny 2012 ! Toy ny tany new York raha tapaka nandritry ny iray andro ny jiro !
    Nianaranay tany ampianarana izany !

  19. Misaotra @’ilay vao ry Hoaiza !!
    Mba hitanareo ve aloha iry radiofahazavana iry ry zareo????
    Ho avy i Dada!!!raikitra koa ny sakoroka !miady seza!enga anie ka ny savorovoron-kilatoana.
    Sabotsy mifankahita izany!!!Ho avy i dada @ sabotsy! fa ny mahagaga dia tsy misy taitra sa tratr’ilay aza manody daholo???
    toa variana miady seza fotsiny ireto izy???

  20. O ry Kintana a ! Aiza kosa dia hampitombo ny zazakely @ fahapahan’ny jiro. Andraso aloha ho VIRES ry DONDRONA isany vao mampitombo zazakely fa lasa menatr’olona izy ireo esoin’ny mena sofina @ ity firenena mahantra sy maloto velona ity.
    Avelao ny taranak’i RABE BE no hotsarain’ny tantara sy ho hitan’ny havany eo !

  21. Koa ry AV7 aza anie hono efa hatramin talata no miaodiaody eny ivato koa ê: ny fitafy miampy ity bandeau orange rey oln dia mitovy tsy misy valaka @ ireny pirate hita @ film ireny!

    Mikasika ny tarehin-javatra ho avy rahampitso: efa forceps foana ve ny fandehan’ny raharaham-pirenena (toatoa leur meilleure défense hon zany est l’attaque – dia hatraiza fa jusqu’à l’infini?)

    Dé aleo jouer-na koa ilay jeu-an’ny HAT, raha toa violence hatrany no mba goût appealing amindry zareo.

    Etsy andaniny: MAHATSIRAVINA ny mijery ireo gros bras voadoroka rongony ny tarehy défiguré par la haine.

    Ny olona tsy lucide toh’izany, étudier tsara fots dia petahina tackle kely dia doouuuu mianjery eo ambony antsy narangarangany tany amboalohany ihany

  22. Rahoviana marina ranaval a, fa miandry azy ny vahoaka e, Hoy ny Maire iray aty hoe:  » Maninona moa raha Dada indray no ampanantsoina ho tonga aty dia tsenain-tsika fa toa tsy mamely Ny Fitsarana ». Koa antsoy malaky dadanareo fa tena miandry azy tokoa ny vahoaka.

  23. ra be doroka rongony,
    miala tsiny @ fahasalamana: kapao fa manimba an’i gasikara !

    (pigé? non?
    au suivant de tes TAYm-bava: « Peuples malgaches »)

  24. Mba te-hihaona @ santionan’ny vahoaka, TANORA eny TGVendrana eny Ivato ny tenako:
    sahy ve io de eny ny fotoana fa tsy be tarona tsy manjary eto:

    mamono lolo
    mitandroka fotsiny
    dia mbola mamono vorona any lavitr’any ihan

    Ny zaza tazaina tsara r’ity an,
    mba ho tanora mendrika ny gasy
    any aoriana an!

    Zahay r’ity tsy matahotra vono voron’an!
    ho hita eo…

  25. Ahoana koa itony MENA SOFINA manompa sy manambany STEWART gasy itony.Ary raha mba isika moa no manompa sy manambany haotrizany tsy dia asa fotsiny,angamba lasa 10.000 kilometatra ny FITORIANA;tsy izany mantsy raha amiko manokana fambanian-tsaina ny fihetsina ataonity MENA SOFINA ity, mihevitra angamba izy fa any aminy;zao marina arakilay fiteny MALAGASY manao woe: TSY MIADY AMANADALA haotranity MENA SOFINA ity.Tsy mahagaga fa toetra mitovy aminitony ho hianarany i TGV mianakavy.

    http://www.anio-info.com/madagascar/images/photos/42/76/thumb_cacdb14ea0ae2efe449bc806.jpg

  26. DIFFUSE sur TNN:

    [Me Hanitra Razafimanantsoa : « C’est Marc Ravalomanana lui-même qui annoncera son retour »
    Publié le Vendredi 2 décembre 2011 à 10:34 dans

    Pour taire les rumeurs sur le retour du dernier PRM en exil, Me Hanitra Razafimanantsoa, membre du CT a déclaré que c’est Marc Ravalomanana lui-même qui annoncera la date exacte à cet effet.]


    de asaivo mody alou ny havan-droky ao anaty AV7 izay mitsolantsolana eny Ivato, ra-TAYN’ORA ery ambony an

    sao voan’ny AVC tsy satry eny vokatry ny hatezerana sy fahakahalana

    Arian’ny peuple any anaty hady (sa hanao fanambarana ianareo hoe: atero eny Ambohitsirohitra?) anie raha tan’ity matimatin’ny zava-maha-domelina sy toaka gasy eny ê,
    toa ny nanaovanareo ireo maty noraofina tanaty camion nanomboka ny lundi noir du 26 janoary 2009 tsy mbola hita poupouka hon ny havany hatram’izao

  27. Rehefa coloniser-ny izany isika Rasamy,
    dia heveriny mbola azo atao COLONIE hatrany @ saina na dia ankehitriny aza,
    ka hiforitra @ ny ompa rehetra.

    Izany no mahatsara ny fahaizana ny teny frantsay: hafototra any aminy!

    (efa nahita an’Antanimora aloha ilay olona,
    aoka ho hanatra ho an’ny sasany)

    Dia manamafy ny teninao aho: mampalahelo tena mankalelo ary mankaleo ny
    olom-pirenena GASY manambony tena, influencé mizahozaho
    ka SAHY manao tsinontsinona ny mitovy rà aminy…

  28. Hoaiza a, ataovy ny mediatisation marina amin’ny fahatongavany fa aza mampihesona fotsiny fa efa ela manko izay hoe ho avy aho…..? nefa toa lainga fotsiny.
    Dia manaova tee-shirt sy banderole ry Ho Aiza mba hiavaka tsara ianareo zanany.dia ho hitantsika eo raha tsy ho sempotra ao anaty vahoaka ao ianareo.

  29. TNN ????
    Go out !!! and shut up !!!
    TNN a déclatré sur son site par l’intermediaire du Chef « admin » qu’il souhaiterait que le PRM M.Ravalomanana ne DEVRAIT revenir que d’ici 7 ans.

    Rien que pour cela, j’invite mes amis Legalistes qui se font leurrer par TNN. L’admin mene bien sa barque, en y injectant tres souvent des remarques tres fallacieux du genre,  » C’est maintenant seulement que vous vous apercevez de ce qu’il aurait fallu faire ??? » en parlant de la mise en ecart de Mamy Rakotoarivelo.
    Perso, je n’apprecie guere ce personnage qui change d’avis du jour au lendemain, cela me rappelle d’ailleurs un certain politicien…. Un jour, il aimerait bien soutenir le PRM Ravalomanana, et le lendemain, il est contre tous ceux qui esaient de chercher à soutenir lemême President. A la limite, il irait jouer le leche cul à Rajoelina, mais….
    HISTOIRE D’ATTIRER le maximum d’internaute sur son site. Il l’a dit lui même :

     » Mais qu’est ce qu’ils font les gens ??? Ils vont ailleurs AU LIEU DE VENIR…….. »BAVER »….sur TNN ??? »
    Voilà, j’ai ecrit en français pour mon ami SAPA, et tous les autres que j’incite à lire scrupuleusement les phrases vindicatives du « cher admin de TNN.
    HM lui même avait dit que l’admin semblait s’interesser uniquement aux nombres de visiteurs de son site . Autrement dit, je ne serais pas le seul.

    Je sais bien qu’une telle remarque est plus que desagréable, mais le fait qu’il souhaite que le Prm NE REVIENNE QUE D’ICI 7 ANS m’a mis dans une telle colere !

    Ceci dit, il se peut qu’il ait raison, mais, ce fut dit avec un refus de dedain insupportable. Je n’irais JAMAIS plus sur TNN.

    Avez vous remarqué que pour un site se disant Démocrate, aucun Foza ne peut y ecrire ??? Il y a bien une raison, et je la devine la raison !!! Tout se sait, même les sorcier(e)s qui sortent la nuit !!!

  30. Hatao @’ ilay fanaovana azy ve ry Tanora!!ny bois de rose no azon’ialahy KAPAINA sy ROBAINA
    fa raha DADANAY ……………..????ka iza no tokony ho tsaraina anefa ???mba mahagaga ihany
    sady MAHAMENATRA fa ny JIOLAHY indray no hitsara ny ZANAK’ANDRIAMANITRA ray olona,tsy nandaitra daholo ny teti-dratsy
    rehetra ka ny any HERY DIA HIFOFO ny AINY???HANDRAMO ARY dia HIFANKAHITA ETO!!!!alikalahinareo ny ben’ny tanana !!!
    DADA TSY MAINTSY TONGA !DADA TSY MAINTSY MANDRESY!!!DADA MODY NO FANAFODY!!ANY @ DADA NY LAKILE!!!!

  31. PS : « Rien que pour cela, j’invite mes amis Legalistes qui se font leurrer par TNN….à bien refelechir avant d’y intervenir…… »
    Merci !!!

  32. Puisque j’ai lancé une invtation, en voici une autre :*

    A voir et à BIEN ECOUTER …..l’Analysejusqu’à la fin,…… le debut est déjà trop connu :

  33. Salut Njara maraindraina izany!7 taona angaha no betsaka any??hatao ohatra andr’ i Ravoahangy
    sy ry Raseta ve sns???sao dia efa mivadik’ondana izany TNN izany???

    Ka aiza moa Rasamy koa i domelina aza tsy menatra ny manambany antsika ampahibemaso fa HAMIDY NY BDR fa tsy
    hilain’i Gasy hono!!!!mba zendana aho????sady tany tsy misy fanjakana io koa fa ny Vazaha no mandidy fa adala-tompo,
    dia tsy mahagaga raha miseho izany zavatra izany,domelina mihintsy no manome vahana ny VAHINY FA TSY MISY FOTONY
    NY GASY KA AZONAREO HATAO DAHOLO IZAY TIANAREO SY TIAN’I DOMELINA HATAO.MAZAVA BE!!!!

  34. mbola misy iray koa ity

    [URL=http://ti1ca.com/m6psvtkl-Tsy-maintsy-asiana-maty-Tsy-maintsy-asiana-maty.flv.html][IMG]http://mk5.ti1ca.com/m6psvtkl.jpg[/IMG][/URL]

  35. Bjr Ranavalona !
    Misaotra anao amin’ny teny nataonao e !!!;)
    fa mba tiako be mihitsy raha mba misy afaka manazava MISMISY kokoa ny momba an’ny :
    -1)
    Collectif GTT sy ny GTT International.
    Tsy hitako mazava hoe iza amin’ireo no mba tena manakaiky ahy, ary iza no TOKONY hifatohana sy HIARAHANA.

    Misaotra mialoha ra-KM !

    Ranavanolana >
    Efa ho any Ramena aho atoato……hilomano, incessamment sous peu hoy ny avy any Belazao ! 😉

  36. Njara !hataoko fa tafita ny hafatra!!indrindra ho an’i ry AV7 adala -vendrana matimbola!!!

    Hoaiza! mazava aloha izay ary ny @ fahatongavan’i dada fa ny ahy fotsiny ny tsy tiako sao hoe ho halamin-damina
    eo indray fa HIDONGY I DOMELINA ( ohatra ilay sonia voalohany tokony ho nataon’i dada tany Dago iny) ka hoe:
    avelao izy hiditra MANGINA ????dia tokony ho jerena akaiky ihany ireto olona mba miseho ho MILAY hoe: izaho mihintsy
    no HITSENA AN’i DADA VOALOHANY sns ireo toy itony ry Jereraly Fidy moa izy iny?????mba miana-kendry!!!tokony tsy
    hisy hanantona azy mihintsy eny na dia iray aza fa jereo ireny SAVOROVORO omaly???misy raha ao!!!dia ahoana ny @
    ireto Gadra ???tsy tokony ve ireo olona ireo izay tena niaritra ny MAFY ireo no ASIANA RESAKA MBA HANDDRAY ANJARA
    AO @’io GOVERNEMANTA io????EFA MIHARIARY NY FITIAVAN-TSEZA,efa tsy misy azo hatokisana intsony ao.

  37. Tena manaintaina be aho hilazanao izany ry Njara!
    Raha mba fantatrao mantsy????Izay ny anao fa mitomany aho!!
    efa mifanakaikikaiky ihany isika izany ,tsy maintsy hiaona raha sitrapon’i Zanahary!!!

  38. Mifanaraka amin’ny pieces-nay ka !
    Fa rahampisto izany dia samy mametraka ny sainam-pirenena amin’ny Fiarany daholo, mba hilazàna fa ho avy ny Tompo-tany e !

  39. Efa miha-akaiky ihany izany fihaonantsika mianadahy izany ry Njara.
    I Ramena no nahavivarivan’ny andron’ny havanao!!sento tokana!!!ilay toerana …….!!
    mbola ho avy e!!

    Indrisy ry Kintana!!iza sisa tavela???iza sisa no mba azo hamaharana???Mandrimandry manana aretina daholo !!!
    sa voky izy dia natory???

  40. PS : « Rien que pour cela, j’invite mes amis Legalistes qui se font leurrer par TNN….à bien refelechir avant d’y intervenir…… »

    En effet …qui est Admin ??…mystere avec son masque et sa petite moustache … ??
    On peut toujours intervenir sans se laisser berner par les manipulations qui ne manquent pas surtout en ce moment…??

    Faites un test …adressez vous à lui en malgache …??


  41. C’est à chacun son opinion SAPA !
    Evidemment, on peut y intervenir, sans souci, mais….merci, si j’ecris ici, ce n’est pas pour y revenir 🙂
    Faire un test ? Pourquoi ? Inutile, c’est tout vu ! Je prefere un MyDago plus discret, et qui affiche les pseudos de ceux qui veulent faire afficher leurs articles. Et où tout le monde peut ecrire, même les foza !!!!!! 😉 le mot d’ordre ci dessus (ou dessous) en bleu étant bien respecté dans l’ensemble.
    J’aime bien lire les foza, avec un peu de modestie, cela remet ses propres analyses à l’heure. Ils ne veulent rien comprendre que ce que les vazaha leur apprennent, et donc s’accrochent à la jupe de maman autant qu’ils peuvent. Une maman qui fait du cinema actuellement, pour acheter le Gvt Beriziky : 2 avions Airbus 340, et 800.000 euros : une vision qui fait fi de la pauvreté et de la misere du peuple, qui veut dire : La CI d’abord, et les malgaches …..après, ce ne sont que des esclaves qui doivent servir les vazaha (leur raisonnement ) ! 🙁

  42. tena nanao azy ny havako izany androany a!ianao dia mahagaga ahy indraindray fa dia tena
    MANDAMINA FOANA ETO ry NJARA fa ity androany ity ???Sapa oah! frantsay io ka tsy mahagaga,
    t@ voalohany be bla bla fa tsy maintsy mipoitra eny ihany ny marina izay VANDANA DIA KARY.
    Samy miaro ny rambony tsy ho tapaka e!!

  43. Ranavalona a !
    Tsy vazaha anie i SAPA e!
    Mahazo matoky azy fa mpitolona mafana fo be izy, ary isan’ny tsy mataho-miteny !!! Tsy mi-bli- bla mihitsy izy!
    Efa nilaza teto ny momba azy izy ka ! 😉

    Manararaotra misaotra amin’ilay s’papa Kaeme fa piece ilaina be ireny !

  44. Roa ny déceptions hitranga rahampitso: na hody @ pataloha tahaka ny t@ 19 février, fa tsy ho tonga dadanareo, na hifamono @ AV7 sy ny miaramila izay miandry an-dRainivoanjo mafy de mafy, ary eo vao ho hitan-dRa8 tsara, ny fanimbazimbany ny miaramila gasy, ka ireny MIARAMILA SUD AF VAZAHA IRENY NO NAMPIBAIKONY AZY SY NAMORETANY NY GASY! hitako ery ireo miramila sy camions marobe nitokona niafina tao ambanin’Antaninarenina, tsy nety nanaiky ny commandement n’ireo miaramila vazahan-dRavalo. Mba nahita mpitondra teto ambonin’ity tany ity aho fa tsy mbola nahita hadondronana filoha otran-dRinivoanjo iny. De ny Frantsay no atao maty henjika, kanefa ny tena no tena manao tsinontsinona ny fiandrianam-pireneny. Pehan-dry zalahy anefa avy manao larme croco, de mbola miseho ho favy be foana kanefa na rainy na zanany de tsy mahasahy miatrika fa ODIBASIN’ALIKA E! MIVOVOHO MIANAKAVY ETO, KANEFA TSY MAHASAHY FA MANDOSITRA! aiza re zany ry kely say sy Rainitetaka e! andramo aza rahampitso, apreto kely ny afo rahampitso na de tsy ho avy eo aza RavaloMANGANA, de handramo hahita ny dose ny e!

  45. Sao dia manafangaro olona ianao fa hitako tsara io ny fanazavany ny momba azy.
    t@’ izany aho mbola tsy niditra teto fa vao nijery baolina fotsiny,dia taitra ihany aho
    fa avy eo nanomboka niova ny tantara dia nisy olona nitaraina teto fa misy tsy mazava ny @ resaka siteny
    izany angaha???andraso fa ho ezahako ho tadiavina hoe sao miresaka olona tsy mitovy isika.Ianao koa
    mivelatra loatra @ olona rehetra ry Njara a!!! diso hendry loatra ianao indraindray,izay no hilazako foana hoe
    Mba MAILO!!!Eny e! misy fotoana anie zavatra tsara no haroson’io olona io ry Njara e! fa izao ity toa hafahafa
    sa izaho no tsy mahazo resaka ???Aiza koa fanambarana efa lany DATY ary no HOMENY fa naniky ny foza
    ny SADEC izany no nahafaly ahy @’ ilay voa2’ny KINTANA izao io fa MIVORY ny SADEC sy TROIKA izao ity.

  46. Tanora!Mbola tsy matotra mihintsy ny demokrasia aty amintsika ka aleo hivalona any ny fédéralisme tadiavinao.Nahoana no tsy enjehanao Ratsiraka nefa tamin’ny androny tsy nisy zavatra vitany tany amin’ny sud sady amin’izay notohanan’ny Tana i Monja Jaona sy Remanindry Jaona.Tsy adinoko izany na dia mbola tsy tanora vatony aza ny tenako.Ny tantara tsy voafafa ry tanora!

  47. Aza matahotra, minoa fotsiny ihany, f ny anao ry tanora toa tsy mahita ka mandika amiko hoe aza mino, matahorà ihany?

    t@ 19.02.2010, nous sommes arrivés à porter haut le portrait du président Marc Ravalomanana, avons dit les quatre verités à certains journalistes FOZA, et la nuit tombante à dire en face ce qu’il faillait dire aux forces de l’ordre qui s’attardait sur les lieux puisque en train de balayer le brave vahoaka avec du lacry (tanora et antitra compris)

    Alors, il n’y a rien de plus simple, si du moins t’es pas lâche – quelquesoit ton âge et ton sexe ou ton rang social, montres-toi en public et mesurons-nous: à toi de choisir sur quel sujet

    De ahôn kou ny manarak?

  48. Ka ny mahafaly anao ranavalona tsy hahafaly an’ny sasany â !
    Ny mampitsinjak’azy aza dia ny hoe ho vonoin’ny AV7 na ny miaramila ny Prezidà ! Izany no mba fisainan’ny mpiray tanindrazana amin’ny tena !
    Mba avoay eto ry zalahy ny sarin’ireo vazaha be manao fanamiana miaramila gasy â !
    Moa ve tsy niverina ny tamin’ny début années 60 ! Tamin’ny andron’i Ratsiraka no mbola feno miaramila coopérants tao Madagasikara !
    Mbola inona koa no hivoahan’ny miaramila any ivelany, lazaina fa hanoy fianarana ; atramin’izao izany dia ireo kôlônely sy jeneraly ireo tena mbola vongany mihintsy, satria tsy mahay na inona na inona, tsy afaka MAMPITA IZAY ZAVATRA NIANARANY ! !
    Rehefa be zesta tahak’izany ihany koa, tsy misy injeniera angaha ao M/ca Hanao audit an’ny ACM no mbola frantsay no antsoina ? Sa mpanao kolikoly daholo ny malagasy ?
    Tsy manambany ny injeniera malagasy ve izany ?
    Bontolo mihintsy itony foza itony !

  49. Na inona ho valiny, na inona, ho faly dia faly aho raha misy afo mirehitra.

    Ho hitantsika eo fa mbola maro tokoa no andevozin’ny frantsay amin’ny sainy, ka mahavita ny latsa-drà fanindroany toa ny tamin’ny 1947.

    NY FANAHIKO, TSY HO AZONAO RAHOVIANA FASANA O !

    Vonona ny ho faty ny Malagasy mangetaheta fahafahana sy ara-dalàna ankehitriny, ka tsy azon’iza n’iza hampitahorina intsony !
    – Mety ho rahampitso koa anie no maha Jeneraly sandoka an’i Risara farany e !

  50. Tamin’ny andron’i Tsiranana no saika soratako, fa somary diso kely aho tamin’iny ! Kanefa…mety nisy ihany koa (tany ambadika tany ) !
    « faly dia faly aho raha misy afo mirehitra » !
    Tsy dia moramora ny miteny an’izany, kanefa mety hiafara amin’izany ity tantara ity satria tsy misaina ny ankabeazan’ny malagasy, ary IREO MIARAMILA IREO NO TENA FAHAVALON’NY VAHOAKA MALAGASY!
    NAHITA SY NIVAKY VAVA HONO INGAHY RATSIRAKA !! TSY NAMPOIZINY !!
    IZAO FOTSINY, TSY NY BASY ENY AN-TANANY NO AFAKA HIARO AZY SY NY FIANAKAVIANY MANDRAK’IZAY !!!

  51. Fantatro tsar hatry ny ela fa tsy mora mihitsy. Fa raha izany no làlana hidirana amin’ny Fahamarinana, inona no tokony hihemorana ?

    FAHAFAHANA – TANINDRAZANA – FANDROSOANA

    Tsy mendrika ny ho latsadrà ny malagasy kely, fa izany no irian’ny vozongo sy TGV,hivelomany, izy sy ny mitovy aminy.

    Efa ela no nitaky RODOBE, RODOBE niriana hatrany handeha amin’ny filaminana sy ny rariny, kanefa ankehitriny dia hiova fenitra ANGAMBA.

    Vonona ny hiady amin’ny mafy sy ny mangidy ny Filoha Ravalomanana, ka tsy isika indray no hihemotra fa dia…NDAO :
    Atsangano ny Sainam-pirenena, ary ndao alaina ny nangalarina tamintsika !

    Moa isika tsy miaraka amin’ny Filoha Marc RAVALOMANANA hatrany ???

    Na ho avy izy na tsy ho avy efa anisany tonga, ka anjarantsika malagasy ny manampy sy miaro azy, raha tena Tia Tanindrazana tokoa isika……Toa an’i Filoha Ravalomanana !

  52. Ingahy Ravalomanana dia manaja ary mbola hanaja ny fanatanterahana ny FDR atramin’ny farany ! Tsy hanao blocage izy arak’izay mbola azony atao ! Rodobe izany, tsy hizy mihintsy aloha no hilaza hoe manaova rodobe, izay efa fantany tsara fa hiafara amin’ny rotaka ! Ry AV7 sy ny foza efa fantatra ny ao anatin’ny lohany, fa mbola ho avy ny tsy mety aminy, satria fantam-poko fantam-pirenena izany !
    Hitan’ny rehetra ny nataony atramin’ny janvier 2009 (sary, video, ets…).
    Raha hisy Rodobe, dia ny vahoaka no tokony maka ny initiative ! Tsy tokony asiana « mpitarika ôfisialy » !

  53. Raha resaka hoe fanarahana ambaratonga izany, tsy raharahian’ireo foza ireo mihitsy izany ! Eto amintsika no ahitàna kapôraly mibaiko jeneraly ! Tsara ny mampafantatra ny olona ny tena fipetraky ny ambaratongam-pahefana. Marina izay !
    Fa ny zava-misy eto Madagasikara dia mivaona tanteraka. Io lavanify io mihitsy no manome baiko hisambotra an’i Tojo, miaraka amin’io krizitinnn io sy bombalah ! tsy sarotra ny mamantatra an’izany na mikipy, na jamba , na mbola hianarana indray!.
    Efa mila fanapahankevitra henjana sy hentitra tompoko, izay tokony ho raisin’ireto CI ireto amin’io fitondrana sadasada io, fa tena fanamby 100% no apetrako fa tsy hanaraka io FR io mihitsy ireo foza ireo !. Lany andro sy fotoana sy vola eto isika mianakavy !.
    Naheno ny tenako hoe : hatramin’ny talata ho avy izao dia hisintona daholo ny Mouv Ravalomanana raha tsy tanteraka io FR Io !. Dia hoy aho hoe : Aoka izay ity fidirana amin-dry zareo ity ao aorinan’io Talata io, fa averiko indray mandeha ihany fa, fanamby 100% no apetrako fa tsy hanaraka io FR io mihitsy ireo foza ireo !. Lany andro sy fotoana sy vola eto isika mianakavy ! Fiandrasana io Talata io aza efa ao anatin’ny tsy rariny mihitsy !.
    Mbola maheno aho amin’ny radio amin’ny sasany amin’ny Mouv Ravalomanana hoe : mangataka foana ny hanatanterahana io FR Io !
    Fa angaha io ANGATAHANA? Fitsipika napetraka arahana io ! Efa nosiniavina niaraha-nanaiky io ! dia gaga aho amin’ilay hoe : Mangataka !
    Tsy misy zavatra angatahana izany mihitsy ao amin’io FR io ! FAMPIHARANA no (n)andrasana fa e e e !!! mbola mahita olona mangataka aho hatramin’izao !

  54. hic,
    Marina dia marina ny voalazanao, fa ireo foza ireo tsy HANARAKA an’io FRDR io velively, satria izay no baiko azon-dry zareo !
    Sorihina eto ihany koa ny maha sarotra an’ilay teny malagasy, ary notsiahivinao tsara mihintsy !
    Angatahana !!! Misy dikany maro, ka arak’izay tiana andraisan’azy !

    DEMANDER N’EST PAS « EXIGER » ou vice versa !!!! Malheureusement, la FDR n’était pas suffisamment claire ; la rédaction de cette dernière a été faite pour berner ou manipuler les politiciens malgaches !!!

  55. O ry légalistes a ! Rehefa FOZA ange de ORANA e ! mandady sy manaikitra iany ho adiny fa raha resaka DIPLAOMASIA de tsy arany satria tsy nianarany zany.
    – Ny mpihambo Prezidà : DJ
    – Ny Ministra zara raha manana BAKA
    – Ny Kôlô Nely miaramila VATATAY no nopengorina BARETY FÔPLA

    Ny sisa BABAKOTO niverina andevozin’ny Frantsay ka aiza no tsy hivarina an-kady ny firenena. Izy rehetra mizihi-kibo tsy mahaetsika fa ny malagasy mandry fotsy. TSSSSSSSSSS !!!

  56. Aiza oa ny mpanentana… tsy misy afa-tsy famongorana ny foza @ lafiny rehetra fa lany andro eto isika … tsika tsy mpangataka!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *