Minisitra Ruffine Tsiranana : « hiala ao anatin’io governemanta io aho »

My beautiful picture

Tsy mahafoy Magro aho !

Sambany nisy minisitra am-perinasa tao anatin’izao fitondrana tetezamita izao niditra tao amin’ny kianjan’ny Finoana.Raha nanontaniana mahakasika ny nanatrehany ny fanendrena ny governemanta ny minisitra Ruffine Tsiranana dia nilaza fa voafitaka. » »Tsy mahalala ny atsimo sy avaratra aho dia tonga teny Iavoloha » hoy izy, rehefa nolazaina izahay fa izao no tena toe-draharaha tokony arahina dia niverina aty  izahay, « izaho tsy mahafoy an’i Magro » hoy izy ary dia hametram-pialana amin’io minisitera io  raha ilainao satria tsy mety raha sady mankatia no mamonjy mankany anaty minisitera ihany koa na dia efa nahavita famindram-pahefanba aza.

3 pensées sur “Minisitra Ruffine Tsiranana : « hiala ao anatin’io governemanta io aho »”

  1. HAFANAO HAFANAO samy mafoaka marin’an.
    – De hanao ahon kou ity andronay anio Kamisy @ ity fahatongavan’i Deba?
    – Suite ny talata moa, be ny resaky ny olon hoe: tandremo ny mitovy tarehy @ sinoa isany mandalo iny behoririka iny alou raha tsy te-ho voalako ny people an
    __

    Miala tsiny indrindra, fa ny rivotra iainana eto no mahatonga anay hiteniteny foana:
    Nitsapa enao ka nahita tsy misy hambahmba ny halalin’ny rano an? Tsy vitan’ny mandifotr’olona fa maloto no mahavaivay anie ny atmosphère ao ê? Vehivavy efa manana traikefa @ FIVAROTANA de surcroît eny ankalamanjana fa indrindra matanjaka mahasaky miriaria irery @ alina no sahaza ny ao an…

    Raha miseho mafy loha kou, dia miara-mana-jedaka ry zalahy: violence & violer, mety eny @ HJRA ny sisa nanamborana avy eo

    Tsy maninona, saingy miangavy re Tompoko ô: aza atao manindroany, manintelony (car du jamais « deux sans trois »)

    __

    Io ilay hoe « ny hery tsy mahaleo ny fanahy » – loi de la jungle ny ao, tsy sahazo antsika mandala ny ara-dalàna

  2. Mazava ny voalazany de 0.00 à 0.18 !!!

    Orange.mg
    15h00 GOUVERNEMENT – Ruffine Tsiranana, ministre de la décentralisation a indiqué hier qu’elle n’a pas renoncé à son poste, et n’ A JAMAIS EU UNE TELLE INTENTION.
    « Ma présence au meeting de Magro, c’est surtout par respect et solidarité avec les entités de l’opposition qui ont d’ailleurs proposé ma candidature parmi leurs ministrables » a-t-elle souligné.

    Dia ahoana indray ny tohiny ?????????????????????????????????????????????????????????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *