15 pensées sur “Mitohy hatrany Magro hoy ny depioté Zafilahy Stanislas”

  1. fa ahoana no izy sy dada irery fa izahay inona aminao e??nefa tsara ihany ianao nanamafy fa  » mety »,
    mety kah! efa mihamisokatra ilay demokrasia. Tsy efa miala any izany izao ny FANKATOAVANA ???
    ho avy eo fa andraso ,efa misokatra ny haino aman-jery ,efa mivoaka ny Gadra politika ,efa mahazo fahalalahana daholo haneo
    hevitra ny vahoaka NOANA VOAROBA sns dia inona moa fa dia efa ho azonareo izany ilay ZAVATRA e! mahasoava e!

  2. Fantatrareo moa fa tena tsy lanin’ny vavonin’i TGV mihintsy ny atao hoe:vendrana, domelina, bitro.Mba maire ihany ve izy dia atao an’izany? Tso naleha.Ty bôbô sisety, ty ny karoty.Hi!Hi!Hi

  3. Ka rehefa sy tiana dia mba mivoatra fa tsy vao maika mitonon-tena toa lolo fotsy anie e!
    mbola ilay » izay tiako ihany » io e! izay no nahadomelina azy fa inona moa??

  4. Ity misy hevitra atsipy:radio nederland ao Tana dia azo anontaniana raha afaka mampahalala an’izao tontolo izao fa putschiste no mitondra ary tsy manaja ny fepetra faha-20 ny PM voafidy.Asaina alefa any hollande ny vaovao mba ho tonga any an-tsofin’ny eurodéputé hollandais ny momban’i Dago ho fanohanana hatrany ny action ataon’i Naika Eliane.

  5. Tsara ho fantatra aloha izany Radio izany fa ny UE anie no niantso an’i dada e!
    koa hataoko efa hitan’ny rehetra fa tsy mila hampifantarina intsony fa izay hatao
    sisa no hatao. Tsy nihaino ny kabarin’i dada angaha i Bemafohy??sady olona nandalo teo @ ndry zareo ve tsy ho
    fantany OLOM-BE iny fa tsy kely toa an’i ratsikirity?toa miezinezina be Ranamana mantsy.Toa mba olona tsara ihany
    anie ilay izy fa …. eny e! foza foza ihany ,ny olona koa efa sy maty voalavo an-kibo,raha miohatra @ vitaly kosa aloha
    tena olona i Beriziky e! tsy lavina fa ireto manodidina azy no MISAHOTAKA ohatry ny akoho VOAKAPOKA daholo ka
    manjary i ranamana no lasa toa MAHAZO TSINY ,fa mazava aloha ny resaka fa tsy mankahala olona kosa fa noho izy
    tsy mifanaraka ilay tondrozotra fotsiny e! dia aleo hiady seza eo insray e! dia hipoitra eo indray ny Jodasy.

  6. Niheno an’ilay kabary tokoa aho.Mila manantanteraka ny fepetra faha 20 i Omer hoy i Dada.
    Radio dry zareo holandey io ary tokony hiasa hoan’ny UE ao Mada.Miteny ny teniny izy rehefa manome vaovao ary ataoko fa henon’ny mponina any holandy.Nampiasa ingénieurs gasy ry zareo,fantatro ny zanaky ny iray tamin’ireo ingénieur ireo.Eritrereto hoe tamin’ny début années 80 dia nanana fahatokisana amin’ ny malagasy ny vahiny ohatran’ireny nefa tsy mahalala izay momba ny gasy akory fa rehefa manana diplôma dia voaray.

  7. Efa nandefa lettre de félicitation an’i Radomelina ny Troika, tsy hitako izay nilaina ny troika raha ohatra ka hita fa tsy PM de consensus no napetraka, ka haleo hitoy mintsy ny magro fa mila fanazavana foana ny vahoaka. Dia raha tsy tanteraka ny article 20 dia mba ahoana ny position ny troika manoloana an’izany tena tsy mazava aminay vahoaka intsony, dia ahoana koa ny gadra politika raha tsy mivoaka?

  8. Nareo no tsy mahatanteraka ny and faha 20, de aza averimberina oa reny déclaration mitovy efa lany andron’i Naika sy Ravalo ireny! romotra lery fa nahazo kininina tao Sud Af tao ny delegasiona! za anie efa miteny anareo hoe tsy maintsy io no fandehany fa nareo tsy mino e! de tsara ny miala an-daharana mba ho mpanohatra matanjaka e! de ovay @zay ny stratégie sao hitohy 5 taona indray ny faharovitana pataloha ao @ magro ao! tena tsy ampy oa nareo! marina!

  9. Eo indrindra isika izao ry Meva a! mbola tsy henoko indray izany TROIKA nandefa taratasy an’i
    domelina izany??ireo voalazanao ireo daholo no antony tsy mbola ahafahantsika manaiky io PM
    saritsari-poza io, toa foza daholo mantsy aloha izao no MIVANGONGO manodidina io PM vao2 io ka tsy hita be ihany fa hatr@
    izao aloha dia toa VOLA-KAKAFOTRA ka ny omaly tsy miova!
    Dia voalaza fa nanao fanambarana koa ilay PM io fa « tsy miandany na @ Zafy na @ antoko niaviany izy ??? » dia mipetraka ny
    fanontaniana maro eto hoe: Miandany @ iza ary RANAMANA ??? Foza sa ankolafy 3???? tsy mbola namoaka na nandalo teny
    ankianja koa anefa izy na namoaka feo nilaza momba an’i ankolafy 3 ohatra??? dia ny hita aloha izao dia mbola tsy mivoaka ny Gadra
    na dia fantatra aza fa efa misy marary mafy ao,na dia tsy nanao an’inon’inona aza izy ireo.Dia iza no mibaiko sy harahany, efa nilaza
    koa izy fa hanaraka ny Tondrozotra fa tsy mbola hita izay FAMPIHARANA izany hatr@ izao aloha!!!!vao maika aza JADONA no hita fa
    hanambotra indray BOMBA sy hanagadra dia mody lazaina fa tsy « tsy msy mahazo manangon’olona e!!!sns »tsy misy adala anefa eo
    raha mba manaraka TSARA IZAY MBA NOSINIAVINA NY HATAON-dranamana.

  10. Mbola hampiako koa tenin’i PREZIDA RAVALOMANANA.Fa maninona tokoa woa no tsy tanterahany ry TGV mianakavy ny ao anatiny « FEUILLE DE ROUTE, sa kosa misy azo hampiarina ary koa misy azo tsy hampiarina, zany woe zay tiany ry TGV ihany izany no tsy maintsy atao.Ka raha izao zany no mitohy dia efa ady aminy vahoaka no tadiaviny ry zalahy. Midika zany zao fa ry TGV no tsy manaraka izay efa vita sonia, aiza aza moa ka na ny sonia efa vita zao tany ADIS ABEBA aza mbola laviny illeiry ihany, mainka moa ny fahazoan’i PREZIDA RAVALOMANANA hody eto aminy taniny, ny famoahina ny gadra politika ary ny fanokafana ny radio rehetra izay nidiana hatraminizao.Fehiny: Rehefa tsy mitana izay efa vita sonia ry TGV mianakavy dia tsy misy afa tsy ny manao GREVE GENERALE miaraka aminy fidinana an-dalambe ary io dia miaraka daholo satria ny mita be tsy laniny CAPSAT, tsy misy afa tsy izay sisa, fa ry zareo TGV ireo dia efa mitovy aminy DITA mitsoka rà izay efa mahazo TSIRONY. Ka ndao handrodana haingana dia haingana anio FAHEFANA DEVOLY io.

  11. Fahefana DEVOLY marina !efa hoe: izay tiako foana io! aza mba donto ihany oah!!
    dia ity minisitra efa voalaza fa RAVA DAHOLO NY FANJAKA-POZA nefa mbola mahasahy
    mamoaka FANAMBARANA fa  » tsy azo hatao ny mamory olona « efa MIVIKA sa tena efa HAVENDRANANA mihoapapana
    loatra no dia sady efa sy ara-dalana ianao no mbola milaza ZAVATRA tsy ARA-DALANA KOA izay mifanohitra @ izay voalaza
    ao @ TONDROZOTRA. Izany ve no bola fanjakana ho HARAHANA eto dia inona no niaretana andritra ny 2 taona mahery izay
    raha mbola HANKATOA izany ihany ???

  12. Pratique d’influence no ataon-dry zareo ê!

    Ary koa saratsarahiny amin’izay mahametimety andry zareo ny andininy ao @ feuille de route, … ny andininy 20 raha tsy tozorin’ny cps @ karavasy ireo ho lazainy hoe tsy laharam-pahamehana ê tsy ampy ny fotoana ê …

    (henoy oa ny invité du zoma = Serge Zafimahova, mi-decortiquer tsara ny trangan-javatra)

  13. Ny Troïka tompoko, dia tsy haka fanampahin-kevitra hifandika amin’izay zavatra tapaky ny Union européenne ! Ankaotry ny frantsay, dia ny firenena eraopeana dia mitsinjo ny « vahaoka malagasy » sy ny hoaviny, fa tsy izay hanjoa an’ireto foza !
    Raha misy mitady hanao zavatra tsy mety toy ny nataon-dry Salamao sy Simao, dia anjaran’ny malagasy no manazava hoe : TSY IZANY NO VOALAZA AO AMIN’NY FEUILLE DE ROUTE !!!
    Ranavalona, fomba ny foza hatry ny ela ( MARS 2009 ) anie, ny mamaoka didy aman-dalàna, na dia tsy MANANA FAHEFANA ARA-DALANA AZA Ê !
    Aza atao mahagaga, fa ny tsy azoko dia ireto VAHOAKA TSY MAHATAKATRA AN’IZANY !!!!
    Marina fa hoe eo ireo miaramila sy zandary sy pôlisy sandoka miaro azy, fa dia tsy misy foana ve ny tonga saina ?
    Jereo ny ataon’ny grika, mihetsika satria tsy atao na arahin’ny mpanao pôlitika ny toro-hevitra mba hivoan-dry zareo amin’ny krizy izay mahazo azy !
    Tany mandroso ve dia latsaky ny 10% no mba mandoa hetra ? Vokatry ny kolokolo sy ny tsy fampiarana ny Lalàna rehetra izany !!
    Toy izany koa ny mahazo antsika ! 80 % an’ireo miseho ho be vola ireo, tsy misy manara-dalàna !
    Matoa mitohy ny krizy, dia satria izay rehetra nolazaina fa vahaolana, dia tsy izy !!!

    Hoy i Thomas A. Edison : « je n’ai pas échoué. J’ai simplement trouvé 10 000 solutions qui ne fonctionnent pas ».
    Dia hoy aho hoe : Ne baissons jamais les bras, un jour ou l’autre, la Justice finira toujours par triompher !! Inutile de compliquer les choses quand on peut les simplifier ; en d’autres termes, les solutions adéquates ne sont pas toujours les plus chiadées !!

  14. Fotoanany tsara izao hampisehoana fa Ravalo ihany no Dada ary dadany izy ka dia arahina ny baikony tsy misy mifendro eto fa ny aina no matezà ahita ny tohiny!Izay Malagasy manana hery saina ati-doha aoka mba hampiasa izany hanohanana an-Dra8 fa ny any Ambanivohitra rehetra any dia mitomany miandry hatrany ny fiverenan-Dra8!saingy tsy afa-manoatra; tairo Zafilahy à asio fandaminana any @ faritra rehetra eran’ny nosy… Ny olana dia ny fahatahorana raikitra lalina @ vahoaka malagasy satria dia tena mamono ireo Miaramilam-poza ireo???? indrindra ny aty @ ville;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *