Pouquoi intégrer le gouvernement Beriziky si celui-ci ne respecte pas la FDR ?

Et la feuille de route continue à être ignorée...
Et la feuille de route continue à être ignorée...

Jusque là, on ne peut vraiment pas parler de gouvernement de consensus. Le peuple malgache est convaincu qu’il s’agit plutôt d’un gouvernement favorable à Rajoelina et compagnie. Malgré la solidarité de toutes les entités politiques, souhaitant pour la plupart changer la conjoncture dans notre pays, la feuille de route est loin d’être respectée. Que pouvons-nous espérer d’un tel gouvernement qui ne puisse pas répondre aux attentes du peuple malgache ? Le peuple espère un changement le plus rapidement possible mais le chemin est encore bien long.

Le président Marc Ravalomanana lance un appel aux membres de sa mouvance qui ont été récemment nommés ministres dans ce gouvernement Beriziky. Si le ce gouvernement dit de consensus ne respecte pas la feuille de route comme il se doit, pourquoi l’intégrer? A son retour à Ivato, Tojo Ravalomanana, le fils du président a été menacé et intimidé. Les FAT souhaitent d’ailleurs l’arrêter et n’hésiteront pas à le tuer. Voilà qu’aujourd’hui il est contraint de se réfugier dans une ambassade. Une déception totale, non seulement pour le peuple malgache mais également pour le président Ravalomanana qui a cru un moment que la feuille de route allait être respectée. D’ailleurs, pourquoi s’en prendre à son fils ? Qu’a t-il fait pour mériter un tel traitement ?

Marc Ravalomanana demande alors à ses éléments nommés dans le gouvernement Beriziky de réétudier les conditions d’application de la feuille de route. Si celle-ci ne sont pas convaincantes, ils devront se retirer de ce gouvernement. L’appel du président ne se limite pas aux membres de sa mouvance mais à toutes les entités politiques qui ont montré leur solidarité en intégrant le gouvernement Beriziky. Ils s’adressent aussi à ceux qui comptent devenir membres du CT et du CST. Hypocrites comme ils ont toujours été, les foza veulent mettre en place une transition de consensus qui les arrange en tout sens.

12 pensées sur “Pouquoi intégrer le gouvernement Beriziky si celui-ci ne respecte pas la FDR ?”

  1. http://www.tananews.com/2011/11/reponse-de-la-troika-aux-plaintes-deposees-par-lopposition/

    « Les plateformes politiques doivent prendre note que la suspension de la participation implique le rejet de la Feuille de route de la Sadc et la mise en œuvre de celle-ci approuvé par la Troïka. »
    Cela signifie …que celui qui n’est pas en dedans …et en dehors …
    Et n’a donc aucun droit de revendiquer …ni de s’exprimer …
    Si la Mouvance Ravalomanana n’avait pas participé au Gouvernement
    Elle serait sorti du processus …
    Le Président Ravalomanana aurait pu dire adieu à son retour à Madagascar
    et encore moins se présenter aux Elections Présidentielles …
    Le Choix de l’Opposition de rejoindre le Gouvernement lui permet d’etre toujours dans la course pour les Présidentielles …
    Le Retour du Président Ravalomanana sans condition …est garantie par Le Traité de Sandton …et par La Communauté Internationale
    Ses adversaires bien sûr s’attendaient à son élimination de la vie politique malgache …
    Il n’en est rien … il est plus puissant que jamais …
    Il ne faut pas répondre aux Provocations ni aux manipulations du Clan Rajoelina …qui ne vont pas manquer … jusqu’aux Elections …
    L’Application de La Feuille de Route… Et Rien que la Feuille de Route …

  2. Il faut savoir se montrer patient …
    Le veritable objectif ce sont les Elections Présidentielles …
    Si la Mouvance Ravalomanana sort du Processus de la Feuille de route …
    Tout est terminée pour elle …

  3. Jereo tsara ilay date fa le 26 NOV anio izao efa 1 dec ,efa be dia be no nandalo t’ izay fotoana izay.
    fandrebirebena io fa namoaka ilay Sanction io ny UE dia mba havoaka koa ity izy.Misy tsy mazava ???
    ahoana no hirosoana @ fifidianana raha mbola ny foza no mbola eo??hangala-bato sa handany azy ho Prezida koa fa sy ampy izao
    efa miditra @ pataloha tery nametraka azy ho lehiben’ny tetezamita izao??mandreraka be ilay olona indraindray !!!

  4. Efa zatra mangala-bato ve ry ranaval dia tsy matoky olona intsony. Teo am pouvoir ianareo nanao fangalaram-bato tsy nisy henatra akory, ny ambanivolo moa efa mazava fa dia tany Andrenivohitra koa. Efa niova ny vahoaka ry ranaval fa tsy azo fitapitahina toy tam andron Dada intsony a.Izany no nahatonga ny tolom-bahoaka ange e.

  5. Halam-bahoaka ratsy lavitra noho ny halan’andriana ê ! Tokony ho tonga saina ireo « tsy misy fiheverana » rehetra ireo !
    Tsy zany va ry hank ? Mampalahelo ilay toe-tsaina !
    Nasiako resaka teto vao tsy ela ny momban’i Louis XVI, ary taty aoriana efa tapaka ny lohany vao betsaka no nanenina, satria io mpanjaka io no anisan’ny mpanjaka nitsinjo marina ny vahoaka frantsay tamin’izany androny !
    Ny fomba fitenenana hoe « justice sociale », dia izy no namoaka an’izany voalohany !
    Ireto olona ( andriana ets..) zatra fihinanana, no nanenjik’azy voalohany, sy namorina an’izao atasanga tsy aman’orana izao, ka nanao « coup de royauté » izay niafara tamin’izay efa fanta-tsika !
    Louis XVI, le Roi qui ne voulait pas être Roi !
    Ravalomanana, le Président qui ne voulait pas être Président ! Ny vahoaka no niantso azy sy nagatak’azy hilatsaka tamin’ny 2001, kanefa izy tsy niomana tamin’izany hilatsaka izany ! Voafidy izy, fa mbola teo ireo tsy maty voalavo an-kibo, mpamadika sy ny mamba naona !
    Mbola mananten’azy ny vahoaka malagasy, fa aza matahotra ianareo !

  6. Ny fanendrena an ‘Atoa Beriziky ho praiministra dia tsy nanaja ny andininy faha 5 ao amin’ny Tondro Zotra..
    Ny fanendrena ireo minisitra koa dia tsy nanaja ny fisainan’ny Tetezamita iarahana ,tsy manavaka fa mbola ny mizana mitongilana miangatra sy ka manome vahana ireo mpomba ny mpanongam-panjakana : ireo no maro an’isa ary misahana ny ministera lehibe (vola, fitsarana , ny raharaha mikasika ny fifandraisana amin’ny any ivelany , ny fiarovana , ny ati-tany :
     » IZANY HOE AN-DRAJOELINA NY FITONDRANA !  »

    NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC NISALASALA ALOHA VAO NIDITRA TAO AMIN’ITY GOVERNEMANTA
    BERIZIKY ITY ..

    NAHOANA AZA ?

    a)raha aty ivelany no manohitra amin’ny tabataba sy kiaka ary kabary dia TSY MISY MIHAINO NA MAHITA IZANY INDRINDRA EO AMIN’NY SEHATRA IRAISAM-PIRENENA (NATIONS UNIES, UE, UA, SADC,NY FIRENEN-DEHIBE (USA, ALLEMAGNE ..)..TSY MISY POROFO MILAZA FA MANOHITRA ISIKA SATRIA TSY MISY SORATRA NA ASA MIETRAKA AZO ENTINA HO VAVOLOMBELONA NY FANOHERANTSIKA..
    Ekeko mihintsy fa MIFANOHITRA AMIN’NY FIJERINTSIKA ATRIZAO.., SAINGY MISY HERY IRAISAM-PIRENENA MANAMPY ANTSIKA DIA TSY MANTSY MAMPISEHO « FANDAVAN-TENA SY FAHARISIANA ISIKA « KA IZAY NO NIDIRANA AO AMIN’IO GOVERNEMANTA IO..
    RAHA TSY METY HO ANTSIKA NY SEHO-JAVATRA MANARAKA..DIA MIALA ISIKA..
    IZAO ISIKA AO ANATIN ‘NY GOVERNEMANTA IO DIA MAHAMORA NY FIAROVANA ANTSIKA ARY MAHAMETY NY KINA SY NY TSIKERA HATAONTSIKA MIKASIKA ITY GOVERNEMANTA ITY..
    « NOTRE PRESENCE DANS CE GOUVERNEMENT NON REGULIER DE BERIZIKY DONNE DU POIDS A NOTRE OPPOSITION CONTRE LES FAITS ET GESTES DE CE GOUVERNEMENT, DONT LA NON EXECUTION DE L’ARTICLE 20 -QUI EN REALITE ET JURIDIQUEMENT NE CONCERNE PAS CE GOUVERNEMENT MAIS RELEVE DE LA RESPONSABILITE PERSONNELLE DE BERIZIKY.
    COMMENT ET POURQUOI BERIZIKY NE REAGIT PAS ET N’APPLIQUE PAS LES DISPOSITIONS DE L’ARTICLE 20 ?

    b)ao anatin’ny governemanta Isika dia mana FAHEFANA , NA MIZARA NY FAMPIASANA NY FAHEFANA INDRINDRA O AMIN ‘NY FANEKENA NA TSY FANKENA NY FANAM-PAHA-KEVITRY NY GOVERNEMANTA..ARY AFAKA MAMPISEHO AMPAHIBEMASO SY « OFFICIELLEMENT  »
    NY HEVITRA MAZAVA AVY AMINTSIKA :OHATRA RAHA MISY HEVITRA AROSONTSIKA KA MILA FIFIDIANAN ‘NY GOVERNEMANTA DIA HO RESY AN ‘ISA ISIKA…TSARA IZANY SATRIA HO RAISINA AN-TSORATRA..ARY AZON’NY REHETRA HO VAKIANA..!

    NY MAMPALAHELO DIA
    –ATO ANATIN ‘NY MOUVANCE RAVALOMANANA MARC DIA MIY FOSOKO MIASA MAMADIKA ARY MANDRAY BAIKO AVY AMIN ‘NY FRANTSAY
    –TSY MAZAVA NY ANTONY TSY ANDRAISAN’NY MOUVANCE RATSIRAKA AO AMIN ‘NY GOVERNEMANTA
    –TSY MAZAVA NY TSY JDIRAN’NY MOUVANCE ZAFY AO AMIN’NY GOVERNEMANTA TARIHIN ‘ I BERIZIKY , IZAY I ZAFY NO NANAMORA NY FANENDRENA AZY HO PRAIMINISTRA
    –TSY MAZAVA NY FIFANDRAISAN’I ZAFY SY RATSIRAKA AMIN’I RAJOELINA NA AMIN ‘NY OLONA AKAIKY AN-DRAJOELINA…

    IZANY SY NY TAHAK’IZANY NO ANTONY MANERY ANTSIKA HO MAILO KOA NY TOERANA MISY NY SEHO SY TRANGA ILAINA ZOHINA DIA Ao ANATIN’NY GOVERNEMANTA…!

    NY RADIO RINDRA (ZAKATSARA) DIA TOKONY HAMAKAFAKA TSARA VAO MANENJIKA NY MOUVANCE RAVALOMANANA MARC :TSY MAZAVAAMIN ‘NY RADIO RINDRA VE FA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NO MIFEHY NY MOUVANCE-NY ? KOA NA AHOANA IO RADIO IO NO MIROROA SAINA SY MISEHO HO MPIANDRY NY TABERNAKELY ARY MPIAMBINA AZO ANTOKA SY AZO HIANTEHERANA ?
    TANDREMO RY RADIO RINDRA NY TENY TSY AMBINA !
    ARY RAHA TOA KA TSY TANTINAREO NY HETSIKY NY MOUVANCE, NAHOANA NO TSY MANONTANY NY FILOHA ALOHA VAO MANOME NY HEVITRAREO !
    NY ATAOBAREO ANKEHITRINY DIAMITATI-BOLANA , ARY MIEIRITRERITRA IANAREO AMIN’IZAY METY HO VOKATRY NY RESAKA ATAONAREO ,IZAY TSY FANTATRA NA MITOMBONA NA TSIA !

  7. Dokotera!!izaho koa dia MANAMAFY FA MISY OLONY VOAVIDIN’I frantsay ao @
    ankolafy Ravalomanana ka tokony ho arahamaso akaiky izy ireo ,EFA FANTATRA
    ihany ny sasany fa hataoko fa efa MARO IZY AO IZAO ITY! koa tongava haingana dada a!!ny zavatra mahagaga sy
    MANOME FANAFINTOINANA dia efa hita fa TSY IZY IO,DIA MBOLA MANAO TSIOMBIALOHA MIDITRA IHANY ny
    sasany.Beriziky dia nekena RAHA H anaraka ilay tondrozotra, fa kosa efa mihariary ankehitriny fa tsy misy ZAVATRA
    MIOVA ALOHA hatr@’ izao ankoatra ny FANAMAFISANA ny SEZAN’i domelina dia: TOKONY IZY HIALA HAINGANA
    rehefa tsy mahita VAHAOLANA fa MIBAHAN-TOERANA FOTSINY. Efa nilaza izy fa TSINDRIAN’i domelina ,fa kosa
    efa mba nadray sa nitady hevitra ve izy HIADIANA NA HIALANA amin’izany?????moa ve izy mba tena VONONA NY
    HIAINO NY VAHOAKA izay efa tena leo ny Politika MALOTO?????

  8. Tsy an’ i domelina ny fitondrana fa an’i frantsay ary chataigner izao no mibaiko antsika
    i domelina dia saribakoly ihany.Ny tiako ahatongavana dia tsy i Beritiky NO OLANA fa ny
    fanarahana ilay tondrozotra satria noho isika mbola baikon’i frantsay dia i chatai mihintsy no efa NAMOAKA VAVA fa
    « SANATRIA » raha avy @ ankolafy RAVALO ny ho PM. Ny FAHOTANA MAFATY izay mbola HIZINGIZINIKO dia ny MBOLA
    NANEKENA an’i domelina ho FILOHAN’io TETEZAMITA IO, MBOLA HIZINGIZINIKO FOANA io raha mbola misy midrikiny eto
    ny @ fanolorana an’i Beriziky.Ny frantsay! frantsay!fratsay irery ihany no FAHAVALONTSIKA eto fa tsy Rakoto ny Rabe na Zafy.
    Tsy mba haiko ny MIJERY MITONGILANA. Dia mba halaivo an’eritreritra anie e!!ny UE aza mahita sy MANDA fa tsy izy io fitondrana
    io NEFA DIA MISISIKA ! MISISIKA !!manaradia sy mandady MITALAO ILAY SEZA IZAY EFA TSY TIAN’i domelina ,izay sisa no
    niafaran’ilay ANKOLAFY RAVALOMANANA.MAMPALAHELO!!!!tapenana fotsiny i dada fa » IZAHAY NO MAHITA NY ATY »ALEFA
    SONIA DADA A!!!dia IZAO NO VOKANY TOMPOKO o!!!ny vahoaka mandady mitrotrongy ny GADRA HO FATY AO APONJA
    @ IZAY MIHENA NY MPIDADY SEZA e!!!VONJEO NY SEZANAREO ISANY FA SAO MATIANTOKA IANAREO TOMPOKO o!!!!
    Izany no niafaran’ilay tolona NIARETANA ny MAFY NANDRITRA IZAY efa ho 3 TAONA IZAO!!!!
    MIVOAHA! MIALA ao rehefa sy izy io fa tsy mety e!!!HITONDRA HO AIZA izay SEZA EFA SISA TSY TIAN’i domelina anie no
    HANDRASANAREO AO ry ZAREO e!!!MBA MANANA HAZONDAMOSINA TOMPOKO O!!!!MBA MANAJA TENA E!!!!

  9. MBa mailo ry Mouvance Ravalo, Nareo mbola mitol am hiverenan dadanareo ndray no mitsolatsolana ao anaty Governemanta sy C(s)T,ny ol ts manana olana amzany ndray no mametraka fepetra sy mjoro am fotokeviny, tsy ho maroanisa ao kory nareo ka hanana influence. Ratsiraka sy Zafy ve d heverinareo fa tena hiady fo am hiverenan’i Dadanareo zany, mety aminy io na ts miverina eto aza R8, reo anie isan nanohitra mafy azy e!Ratsiraka ndray zao no otran Ray aman-[dreny antonin’izao rehetra izao. Azo antoka fa raha tafiditra 2eme tour am fifidianana ny candidat-ny dia na ny avy am Rajoel hifidy azy na ny avy am R8 hifidy fa hoe 3 mouvances io , te hamafa ny ratra mafy napetrany tam barrage nataony tam 2002 Radidy. MIVOAHA AO @io Governemanta Berziky io ,sy CT, CST, ny mpitol eny ankianja aza valalanina aminareo mba henoy ny feony.

  10. Hataoko fa tsy fotoanan’ny FANAVAKAVAHANA mihintsy izao azafady TOMPOKO o!!
    izao no fotoana fanambarana ny hery koa tsy dia hilaina loatra angamba ny FIANTSIANA
    eo @ MPIARAMITOLONA,ny HISAVOROVORONKILATOANA,ary ny olana tsy maintsy misy foana ,MIASA MAFY NY
    DEVOLY fa efa HANDRESY ny tolona dia mitady ny HANASARAHAM-BAZANA.Tetika frantsay izao mba hanasamahana
    antsika fa tonga DIA MIALA IZAY VOAVIDY ANY FA AZA MIJANONA AO INTSONY FA MAMINDRA DEVOLY FOTSINY.
    IZAY MITADY SEZA DIA TONGA DIA MANDEHANA MIOHAKA @ DEVOLIN’i domelina any fa aza MANDOTO RANO ATY.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *