Pr Zafy Albert : mandà marindrano io governemanta io

My beautiful picture

Nanambara tamin’ny fomba manetriketrika tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny filoha Zafy Albert androany fa ny ankolafy Zafy, ny ankolafy Ravalomanana sy ny antoko Monima dia tsy handray anjara amin’ny governemanta  Beriziky, amin’io endriny ankehitriny io.

Manala tena tsy ho isan’ny ankolafy  hoy ny Profesora izay milingilingy mijabaka ao anatin’io governemanta io.Nilaza mihitsy moa ny  filoha fa  lasa TGV izay ankolafy miditra ao, tsy nahazo tso-drano avy amin’ny ray aman-dreny izay minisitra mikiry biby mifikitra amin’io « seza » io.

41 pensées sur “Pr Zafy Albert : mandà marindrano io governemanta io”

  1. Ho ela velona dadabe zafy a! ho tahian’i Tompo ianao!!! afa-po tsara aho @
    fanazavanao ary mino aho fa ny rehetra ihany koa toy izany.Rehefa hitsena an’i
    Deba dia tokony hanao ny akanjon’i dada izay makeny sao misy mampiady eo indray na manisy sira fa
    LASAN’i Deba daholo indray ny VAHOAKA, fa mino aho fa tsy ahazo olona toy ny t@ dada ireny izy aloha.
    sady ngezaezan’andro io,mety miasa ny olona moa ny mpianatra mianatra.

  2. Efa in-5 sahady izao io kabarin’i dadabe Zafy io no nohenoiko androany.
    Faly kosa aloha aho e! misy hery ho entiko hiady eto indray raha mbola
    misy midrikina eto.I Dada aza matoky azy , ary porofoiny tsara mihintsy ilay izy, ary ny tena nahafaly
    ahy dia ilay fandavany ny frantsay izay nankatoa io fitondra-poza io.

  3. Mampalahelo ianareo fa dia fahanan’ny Zafy lainga fotsiny eo dia falyfaly. Zafy ho ahy no tokony atao ampamoaka averiko indray satria nanolotra olona tsy afaka mijoro @ maha izy azy tsy misy hazon-damosina…..
    Mba tonga saina @izay re-olona…..

  4. Misaotra anao milaza ampahibemaso hoe « tsy nanolotra olona tao anaty io Gvt Tgv io, fa PETA-TOKO UNILATERAL jiaby raha tsikoninkoninjare ao »

    Tsy ahontsika Manoro Régis lasan’INY LALANA INY! fotaka be ny ao, na homena 4×4 aza rendrika fô fa indrindra @ izao fotoana fahavaratra izao

    Quota zény donko NON CONSENSUEL; Ra’ty lokoDOKOn-dry zareo fôna amin’ny alalan’ny 3V
    Raha resaka union nationale, tsy misy toa ny ao @ Magro: afaka mifidy candidat tena izy avy ao…

    TSY MIANDRY MARARY nday koa ZANY? Ny lamasinina TGV, nefa midona matetika @ pôtô: alefaso alefaso ny antsika, ela loatra ny fandrebireben’i Andry Rajoelina sy ny forongony

    ==> Efa prêt parer zahay amin’ny zavatra mety hiseho ô!

    __

    Misaotra anao Rakotoamboa – faly izahay mahita anao indray ê!

  5. Ny an-dry zareo anie efa mazava ê !

    KOA DIA TROIS MOUVANCES IZA AVY ?

    EN PRESENCE DES DEUX (2) ANCIENS CHEFS D’ETAT IHANY IZANY !!

    Tetika après an’io, no nitadiavany 1 million de dôlaka !!!

  6. Mba maniry ahita ny kabary nataon’i Mr RAKOTOAMBOA raha azo atao Tompoko !
    ETO amin’ny MyDago ihany !

    Manantena anareo Mme Naika sy Mr RAKOTOAMBOA : ianareo no fitaratra e !

  7. Selon ma modeste analyse :

    1)
    -Contrairement à ce que l’on pourrait panser , Beriziky serait dangereux aux yeux de TGV, car il a osé modifier la liste IMPOSée par les Francais et rajoelina .
    2)

    La liste a été élaborée par Rajoelina et les français ET NON PAR BERIZIKY.

    Pour avoir accepté de rencontrer le Pr ZAFY, Beriziky a manifesté son desir de former effectivement un gvt INCLUSIF, autrement dit, une liste où la liste des LEGALISTES serait nettement majoritaire.

    Il a toutes les possibilités de refuser DESORMAIS les propositions provenant de Rajoelina, car celui ci avait dit lui même, que c’est à la seule initiative de Beriziky la formation de ce nouveau Gvt.

    Il appartient aux differentes formations politiques des LEGALISTES d’agir auprès de Beriziky, pour qu’il continue d’oeuvrer pour l’Union nationale, et comme je l’ai exprimé, seul le Conseil National de Transition pourrait definitivement regler le probleme des attributions des ministeres, qui somme toute, ne sont pas indispensables.
    Un Conseil serait plus adapté et devient automatquement plus responsable, et sans trop de depense.

    Que TOUS se mettent à penser que la SOLIDARITE est necessaire pour redresser le pays. Et que les français soient écartés ouvertement de nos affaires ! Les fraudeurs et les traitres seront ainsi mis à l’index.

  8. penser et non panser….(bien sur, faute de frappe)

    LA SOLIDARITE rien que la SOLIDARITE . Foutez l’appellation « 3 mouvances » à la poubelle, et UNISSEZ les forces vives pour definitivement se debarassez de TGV et des français !
    Veillez à ce que le PHAT ne sorte pas du territoire SVP !

  9. Tena lehilahy lehibe mivadik’ondana ra ZAFY iny! olonao ne rangahy ty io e! ihomehezan’ny CI fotsiny! reto dondrona ato koa moa, de miteniteny foana toa an-dRanavalona, hitanao tsara ny fanambaran’ny ambassadeur Frantsay @ fankatoavany an’io GVT io, fa aza manao intox sy desinfo oa fa efa tsy mandaitra hatramin’izay! de jereo ireto sagnagna be de be mihaino an’i Zafy ireto, fa mitehaka sy mihorakoraka fotsiny, kanefa ampiasainy fotsiny hanamafy ny antokony sy haha crédible azy. Nareo mouv Ra8 ndray ane zao no mirefarefa @ tany, miohatra @ Zafy sy Deba e! io na hanao boycotte an’io GVT ireo minisitra avy @ opposition tsy te hiditra ao, de tsy maintsy soloina an’ireo listes réserves, ary raha mbola tsy hanaiky, de miditra @izay reo techniciens, neutres misolo ny banga, de aroson’ny Zandrikely foana io élection io, na de any aorian’izay aza ny reconnaissance ny CI, ary leo anareo ny olona, ny SADEC,ny TROIKA, ny CI, de jereo tsara ny résolution avoakan’ny UA rahampitso, fa efa any @étape manaraka ndray momba ny FDR no asainy hatao.
    Zandrikely efa mailo, fa mahafantatra tsara izy fa tsisy stratégie n-dreto 3 moovs ireto afatsy ny hampitarazoka ny krizy sisa, fa fantany tsara fa very ny crédibilité au niveau nationaux qu’internationaux,ary tokony mailo tsara izy, fa ireo tsy sahy hiatrika fifidianana izany, fa hanakorotana fotsiny, sy hikotroka fanonganam-panjakana fotsiny no azo atao sisa, ary zay no efa niomanany hatramin’ny ela, miaraka @ miaramila, satria na io Deba tonga eo io anie tsy héros zany, fa olona sanguinaire , mba inona moa no vitan-dRatsiraka teo @ tanindrazany, vonon’olona, pays ruiné…sns, de mailo enao Zandry, fa tafaraka reto Rainivoanjo sy Deba samy sanguinaires! fa raha barofo no tadiavin’ireo, mafy lavitra noho izy Zandry de alaivo lesona foana zay tentatives rehetra saika natao hatramin’izay nianga avy tao @ magro sy villa ZAVETAVETA tao, fa namay sy nirefotra foana, nanaovan’i Zandry azy, satria haine sy barofo foana no hitondrana azy! jereo fa be ny hitsena an’i Deba eo, raha tsy hiresaka fotsiny ireo mpanao mitabe fahiny zay mahatsiarotsiaro, sy ny mpomba ny 3 moovs, fa Ratsiraka raha mahay mipetraka toy ny ray @man-dreny, de arahaba soa arahaba tsara, fa raha mbola hanao vieux lion lian-dra azy, de hatahorako hiditra am-ponja hamarana ny fahanterany any indray tahaka ndry Charles sy ny ekipany,sy Rainivoanjo any ananonanona any!Fa resaka daholo ny ankoatra izay, fa tsy LAITRANAREO NA OVIANA NA OVIANA ZANDRIKELY! HENJANA IO OA! de aleo mifampitazana!

  10. Tsembo-dratsy i rabe izany !!! Tonga aty mihintsy izany fofona midofaka izany !!
    Mifezaka ? Varotry (1)ny mananin-tena ka raikitra (2)vao toran-kovitra !!
    Te hividy ny lohany, kanefa izao matahotra an’ireto masony mivandravandra !! MDR !!!
    Ambassadeur frantsay ?
    Fa i satanie no iza ? Aza mandihy tsy afa-tavony ry gamara isany fa efa any amin’ny UE sy ny CI ny atontan-taratasy rehetra â !
    Ny olona angaha tsy mahay mamaky teny sa vendrana toy i domelina daholo ! Na andefasanareo sipa zato aza ny SADC sy ny mena sofina, tsy hisy ny rekônesansa !
    Vizana eo fotsiny, ireo ataonareo sorona ! Enga anie ka mba nahazo an’izay nilainy ireo izay nanao vôlaontera ! Sa hôna ry AR..na ?
    (1) Fivarotan-tanindrazana
    (2) Ny rombo
    Deba sanguinaires indray angaha ? Iza no nandoalika sy « nangata-dresaka » tany Nélly ?
    Odoy e sa oye oye ??

  11. Tsy misy angovitako @nareo na kely aza ry kintana a! fantatrareo tsara fa na za eto aza manoro anareo ny tokony ataonareo, ary misy marina daholo ireny, saingy ny olona de jamba loatra ny haine an-dRajoelina ianareo, de mody tsy te halala nade azo raisina tsara aza ny hivitry ny tenanay! fa io aroson’ny Zandry fona io fa efa nanao sy niala nenina taminareo izy, de hadondronana no betsaka @nareo, de hifampitifitra samy ianareo eo nareo! de waine eo oa! jereo tsara ny tohiny!

  12. Raha ohatra i Deba afaka mody tsy tsaraina amin’ny heloka be vava nataony dia tokony afaka mody koa i Ravalomanana izay tsy mbola nahitana porofo ny maha-diso azy.Resaka mandeha ho azy izany.

  13. Raha te hanoro zavatra tsara, dia lazao amiko hoe tsy mamokatra io domelina io, ary izaho rabe, dia manororo hevitra aminareo toy izao….mba hi degager-na an’io !
    Ny ahy rehefa miala i domelina sy mahazo an’izay mendrik’azy, dia efa ampy !
    Ny vahoaka no hitsara, ary haneho ny safidiny !
    Izany no tena fitiavan-tanindrazana !

  14. Bemafohy dit :
    24 novembre 2011 à 10 h 40 min

    « Raha ohatra i Deba afaka mody tsy tsaraina amin’ny heloka be vava nataony dia tokony afaka mody koa i Ravalomanana izay tsy mbola nahitana porofo ny maha-diso azy.Resaka mandeha ho azy izany. »

    Tena marina ny zavatra lazainao Bemafohy, fa tsy vitan’ny hoe « tsy tsaraina », fa mbola tsenaina toy ny olo-manga mihitsy aza, noho ny fahafohizan’ny tadidy malagasy !
    Fa mba olona firy no tonga saina amin’nizany re e ???!

    Matoa hifaliana toy izao ny fodian’i Deba, dia efa tena tsy misy hilàna azy mihitsy ity rajoelina ity eto amin’ny Firenena. Izany hoe efa tena latsaka ambany mihitsy ny fiainam-bahoaka. Gaga sy talanjona izao i Deba mahita ny fahantrànan’ny malagasy.

    Ny zavatra tsy azo adino, dia misy tokoa ny valifaty tiany ho atao amin’ilay nanongana azy : Marc RAVALOMANANA.

    Izay no ilàna fanambaràna mazava fa foanana ny « 3mouvances » ary, mitambatra ho iray tsy mivaky. Na ity antsoina hoe mouvance ity aza anie amiko dia mifono hevitra maloto amin’ny adi-poko e ! jereo anie e : Mouvance ZAFY – Mouvance Ratsiraka – Mouvance Ravalomanana – Mouvance Roindefo. Dia tsy maimbo adi-poko ve izany ?????
    Miantso Solidarité e ! io no UNITE NATIONALE, handresena ny tena fototry ny afo : ny Frantsay.

  15. Njara!

    Tsara mihintsy izay fanamarihana ataonao izay fa tokony ho foanana any io fiantsoina « mouvance » io dia antsoina hoe ny legalista fotsiny dia ampy.Ny firaisana no hery e!Io tsy maha-ampy ny firaisan-kina io no mbola irika idiran’ny tsotsoka ary hanapotehany antsika hatramin’izay nefa anie ny razambentsika raha nanambady ireo taranak’i Rafohy sy Rangita tsy nahalala izay hoe:fanavakavahana e!Afaka mihambo mihintsy isika fa tsy nahalala izany zavatra izany hatramin’ny voalohany fa ireto mpanjanaka no nampiditra an’io tao an-tsaintsika ary mbola manohy izany ihany ry zareo hatramin’izao.Nahalala ny demokrasia ny razambentsika ka tokony ho tohizana izany.

    Resaka hafa!
    ary aiza i Tonton Ambroise fa tokony hiaraka amintsika?

  16. @ KM:

    trois mouvances = ra8 / zafy / deba

    deux chefs d’état = les 2 derniers ci-dessus

    mon appréhension, ma crainte : les dernières allocutions de Ratsiraka me laissent dubilative!!

    Sao lany andro mandoa ny indigestion-ny t@ 2002?

    Atao ihany ny ho positive séreine, fa màzana be raha tsy tonga alohan’ny faran’ny taona, fara-faha ratsiny alohan’izay éléction éléction eo i Dada an

  17. Zay aho vao mino anao ry Kintana fa io daholo no mi motiver nareo rehtra eto: la haine de Rajoelina: ary raha ny échec na tsy échec, de nareo mahalala tsara ny any am-ponareo tsy miloaka any, ny tena antony, fa tsy misy afa-tsy Rajoelina no hiandronan’ny rihatra, na de hita mivandravandra be zao aza fa nareo no manao ankivy sy blocage ny ain-dehibem-pirenenana! averiko farany ty tenin’i Dadanareo ty de anjaranareo no mitsako raha tena tia tanindrazana marina iny: « SAZIO KOA IREO MPAMPIASA VOLA ANY FA IZANY NO MBOLA MITAZONA AN’IO FITONDRANA IO » ny tsy fantany de ny gasy kely no ataony mamay @zany, ary aza mandrevirevy oa , fa ianareo mitsy no tsy tian’ny vahoaka intsony matoa tsy mahomby, barofo sisa azo atao, jereo ireny teny Mahazoarivo ireny, ny riverains fotsiny de ampy nahatohatra anareo, sy nahitanareo fa tsisy fika intsony raha ny vahoaka no antenaina! de mba misaintsaina tsara oa!

  18. Ratsiraka fut un tyran, un je-suis-te presque petit Larousse pour thème langue de Molière pour les endoctrinés

    A moins que l’avancée dans l’âge et le retour au pays n’aient fini par lui rendre plus réaliste et bcp plus fléxible

    Cependant, je fais confiance aux capacités communicative et honnêteté de certains autres issus de cette mouvance : tels professeur Ange, …

  19. Momba an’i Tonton Ambroise :

    Asa aloha raha tena marina fa ny TSAPAKO dia eto ihany izy saingy tsy mitonona ( 😉 ).
    Fa iriana mafy tokoa ny mba handraisany anjara eto, na i Alex (olon-kendry)izay isan’ny tanana an-kavanany.
    Ny olana kely dia tsy afaka mandeha ao @Tananews satria voalaza ho foza tao, ka tsy maharaka loatra izay voalaza ao. Nefa tsy olana amiko aloha izany e!

    Momba an’i Deba :
    – Eh bien ! je crois qu’il faudra s’attendre à tout avec lui ! J’ai entendu dire qu’il a dit : » Rien ne se fera à Mcar SANS MOI « .
    Ce qui veut dire quoi exactement ???
    Il est trop agé maintenant et donc désignera une autre personne à sa place ! Il ne fera que tirer les ficelles par consequent, mais le nom de la personne qu’il designera nous indiquera sur ses intentions .
    La seule raison à laquelle je me rejouis de son retour, c’est que le Norbert Ratsiana Orana passera un sale quart dheure avec lui. Et je souhaite vivement qu’ils se rencontrent.

    Mais pour l’instant, tout se joue autour de Beriziky à mon avis : comme je l’ai dit : Ou Beriziky crée la revolution en refusant TGV et les francais,
    ou ce pays va droit vers un cafouillis pas possible : la guerre civile (inter-ethnique) tant attendu par les francais !
    Ceci me ramene à replacer mon entetement : Un Conseil National de Transition serait le bienvenu !

  20. J’ai hâte de connaître les intentions de Deba.Il a embrassé le sol malgache.Est ce que l’exil l’a assagi? je ne sais pas.Il a prôné le pardon et la réconciliation mais ce n’est pas suffisant.L’intégrité et l’engagement sont des valeurs que l’Amiral devrait s’impregner en lui.Wait and see.Nous sommes vigilants,Deba.

  21. Ho an’ilay rabe,
    Tsy fantatro na tokony ho tohizako ity tafa sy dinika miaraka aminao ity na tsia, satria indraindray mba mihevitra ihany aho hoe, olona « miheritreritra fa saingy diso lalana », rehefa dinihina anefa toa « gamara voasasa loha » !
    1) Efa ho telo taona izao (diniho amin’izany) no efa nilazako amin’ny mpisera rehetra, fa izaho dia tsy TIM !
    2) Izaho tsy mandrevy na miomba an’i Zafy, encore moins i deba !
    3) Izaho anisan’ny tsy dia nankasitraka ny Accord de Maputo sy ny tohiny, satria fanambaniana ny vahoaka malagasy ireny, fa dia noekena satria ny « hoavin’ny firenena no jerena » ( ny Prezidà Ravalomanana dia tahak’izany koa ) !
    4) Ireo manodidina an’i domelina ireo dia be dia be no fantatro ( havana akaiky na lavitra, namana ), fa rehefa mpanongana sy manimba ny hoavin’ny TANINDRAZAKA, dia FOZAORANA IZAY ! FOZA = NUISIBLES !!
    5) Izaho, amin’izay misy ny tenako, dia mitady, mitaky, mampianatra ho an’izay tsy mahafantatra, an’izany hoe DEMOCRATIE IZANY, JUSTICE SOCIALE !!!
    6) Betsaka ny ratsy tamin’ny andron’i Zafy, ny tamin’i Ratsiraka dia tsy lazaina intsony, fa n dia tsy tonga lafatra aza ny zavatra vitan’ny Prezidà Ravalomanana, ary na dia tsy TIM na TEZA na inona ny tenako, dia manohana azy aho, satria izy no mbola MENDRIKA ARY INDRINDRA INDRINDRA NIARAN’NY SOTASOTA !
    7) FARANY, ary marina ny teninao, natao daholo izay nitadiavana vahaolana, FANDEFERANA, fa ny mpanongana atramin’izao dia mbola nijano ho mpanongana, tsy maninona fa IZAHO TSY MANDREVY POTSISTA, ARY MANOZONA POTSISTA SATRIA NITONDRA NY LOZA REHETRA HO AN’NY TANINDRAZAKO !
    8) Lazaiko aminao ihany koa, fa ao amin’ireo fonctionnaires ambony ireo, dia betsaka no « mahafantatra zavatra tsy miady be dia be », fa tsy sahy mamaoka aloha ( Tsy hanome tsiny be laotra an-dry zareo aho, fa na dia izany aza…)

    C’EST MON DROIT LE PLUS ABSOLU DE HAÏR LES PUTSCHISTES, CEUX QUI NE SAVENT PAS RESPECTER LES LOIS, ET SURTOUT QUI ONT PLONGE MA PATRIE DANS L’ANARCHIE LA PLUS TOTALE, ET QUI PROFITENT DE LA SITUATION POUR LA PILLER ET LA VENDRE !!!

    Tsy fantatro ihanao io na iza na iza, mety mifankafantatra aza isika, fa dia izay ny ahy no position-ko !!
    La suite des évènements ? Hifampitazan’eo hoy ihanao !

  22. Tonga masiaka daholo izany akamako ato izany!! mankasitraka daholo e!!
    Tohizo fa tsara.
    Izaho koa dia mametra-panontaniana foana @ Tonton tsy re tsaika tato ho ato izay ry zareo?ny ahy moa tonga
    dia ratsy foana ny saiko, koa enga anie ka tsy nivadika Gisa koa izy.

  23. Io ny mba azonao averimberina ry TsimilaTGV, trois fois zay, le hoe Tsimila aloha de teny gasy io de gasy enao zany, fa le phrase kely io de tenin’ny henjana tsy zakan’ny tsenanareo nefa de ho entina mi zesta eto, tena mapme be e! halako halako kanefa mileleka ny V la frantsa ihany, tena tsisy hambo e! ny tsy azoko de iza no tena manonofy ry Rainivoanjo very seza, manofy mbola hiverina eo sa le Bandy kely tompon’ny seza? donc, il ne faut pas rêver! hi!hi!hi seul contre tout, Rabe est tjrs près!

  24. Misaotra Kintana ! asa raha mba hampisokatra ny mason’ireo olona VOAHOZONA ireo izao
    zavatra ho entinao hanazavana azy ireo izao fa raha izaho adaladala ity aloha dia MAFY BE
    amiko ilay teninao ary tena manohina tokoa RAHA OLONA TENA TIA TANINDRAZANA an! fa ny sasany moa VOLA!VOLA!
    ( Hatraiza moa ny fetran’io vola io ry BEMAFOHY?) tsy hitondra raviny iray ety anefa raha miala eo anie e!!koa tsy aleo ve ny
    taranaka no mba TSINJOVINA ??
    Izaho koa dia olontsotra tsy anatina fikambanana fa ny zavatra niainako t@ andron’i dada dia mbola tsy hitako na reko tamin’ireo
    zokiolona teto @ tany sy ny fanjakana ,hataoko fa na ny jamba sy marenina aza MAHATSAPA izany,Ary tsy vao izao aho no nitolona
    ho an’i tanindrazako,fa taloha moa ny aina no hatontona(filaharambe io) izao efa mba afaka maneho hevitra malalaka eto.
    Ny @ Deba dia miandry MIRACLE avy aminy aho raha mba ho tonga saina izy ka HANARINA IZAY TSY NETY REHETRA NATAONY.

  25. Ary io haine an’i Zandrikely io ry Kintana no tena hi dominer ny anareo, ary aza mody mikimpy @ tantara, fa tsy lanin’ny vavonin-dRavalo, ny faharesen’ny candidat ny, teo @ Mairie Tana, de nanomboka teo ny sotasota, sabotage injet haninareo tsara, Andry sy Sarah nifampiteraka. Ny farany moa, de ny tsy fahatantesana demokrasia, de io ary fa tonga le Deba tsy zakan’ny vavon-dRa8, nanankatonana ny télé VIVA, toa nareo ndray ty no mipingampinga mitsena azy, tahotra azy ve, sa tsy fananana hambo? fanga, araka ny tenin’i Deba androany de tsisy olo-manga, na jeune na élite politique Mada no izy telolahy tranainy sy Randriamanjato no hamaha ny olana, mahagaga ihany moa ty PUTSCHISTE averina lava ity, fa eo koa de mbola zohio ny tantara, ny vahoaka teo @ 13 May no niaritra trefla, ny bomba lakri sy ny fandrahonana MIARAMILA VAZAHA BE, nanaovan-dRa8 ramatahora ny gasy kely sy ny fitifirana mpiray tanindrazana, fa refa napretin’ny herim-bahoaka, de nametra-pialana, de nifona @ ratsy natao aloha, de nandositra, de nomena ny miaramila ny fitondrana, zay vao nomen’ny miaramila an’i Zandrikely , zany hoe na Rajoelina, na ny vahoaka de putSchistes daholo, fa za aloha tena miaiky an’i Zandry raha Andrarezina be toa an-Ra8 iny no manao LARME DE CROCO, @ Zandry lava hoe: »ELA NANONGANA AHY IALAHY NANONGANA AHY » de tsy mahita fika hamaliana azy nandritra ny telo taona, satria ry RainiVO isany e! bado be!
    Ity resaka krizy ty ndray, de mbola miaiky an’ny Zandry foana aho, na de sahirana aza ny vahoaka, mola nandeha ny admnistration, mbola afaka mandoha trosa navelan’ireo ANTIDAHY TSY MAHAY MIPETRAKA NAHONGAM-BAHOAKA ireo, mbola afaka manangana foto-drafitrasa izay hotokanany @ propagande, de raha ravalo izay nigalabona ta@ vola iny, na io Lapan’ny Tanana sy ny Rova io aza vitany tsisy problema, eny ekena, nisy zava-bitany tsy laviko izany ary impiry moa aho no namerimberina, fa ny premier mandat Ra8, raha iny no nitohy, de lasa tsara, fa naninona ary no nanomboka nalaina nifidy ny vahoaka t@ 2ème mandat, naninona no nisy hantsana nampisaraka be ny mahantra sy ny manana, tanteraka ve le hoe » tsy haniry ny manana fa hampanana ny tsy manana » de iza le tsy manana lasa mpanana, tsy ny orinasa Tiko no nisandrahaka eran’ny Nosy, tsy lasan’ny ALMA avokoa ny marché ny lalana rehetra, ny miette sisa no lasan’ireo ONG FJKM, sy ny mpandrahara madinika. Naninona no nokendaina ireo PMI/PME,zay hita fa nisondrotra( les 7 frères, Ramanandraibe…sns) de notadiavina izay hamelezana azy, nidirana hatrany @ vanille, Ambatondrazaka, fividianana sy fanerena tanin’ny tantsaha mivantana na an-kolaka, de aiza ny vola 100 millions de dollars millenium chalenge novatsian’ny Amerikana ho an’ny tantsaha, izay notatantanin ny présidence mivantana, de mody le vitrine teo Iavoloha, no nanafenana ny fanodikodinana ireny, ary fito taona Ra8 nanao trafique bois de rose, tsisy nanelingelina, nahoana Zandrikely izay io no mba azony hanetsenana ny kitapom-bolampanjakana, atao maty enjika! Za tsy manamarina velively zay mamba noana manodidina azy, ary marina ny azy, fa tsy hila fahavalo lava izao izy, fa ny fahendrena de ny fanaraha-maso sy ny fanaovana mangarahara io trafika io, ary indrindra, ny firosoana haingana @ fifidianana, fa jereo fotsiny ny nahazo an’i Zafy t@ireny flottement ireny, affaire na financement parallels ireny, de @zao izy mody madio be, satria ireo JIOLAHIMBOTO ANTITRA TELOLAHY, efa voaongam-bahoaka tsy mahay mionona sy malahelo seza ireo. Fa raha Ravalo zany oa tsy tia tanindrazana izany, Andriamanitra anie tsy mitraka fa miondrika e! mila sasana tsara mantsy ny atidohanareo eto, fa TIM ianao na tsy izy ry Kintana, refa Ra8 ianao de Rainivoanjo, aiza no tsy lalimanga nivadika tay refa noporetin’ny vahoaka sy Zandrikely!
    Farany, raha tsy teo ireny fingana, sabotage, fampahantrana ny firenena ireny @ famporisihana ny CI tsy hamatsy vola an’i Mada t@izao fitondran’i Andry zao, azoko antoka tsara raha nitovy ny moyens nananan-Ra8 sy izy, de opay @ reniko aho raha izay 3 taona nanaovana ankivy azy zay, efa lasa lavitra Madagasikara, fa tahotra sy sotasota ny @ hahavitany zavatra no haminganana sy hanakendana azy hatrany, de io no hitam-bahoaka na de sahirana aza izy, de tsy mahatoky anareo intsony izy, ary zay no maharesy lahatra ahy, na ny fomba fijorony, ny fahendreny, ny fitiavan-tanindrazany, ny fandeferany, ny fahaiza-miteniny, ary ny ataony, de any @ faladihany Rainivoanjo be je suis iny! de ho hita eo anie! avelao ny tantara no hitsara!

  26. Izaho tsy hiditra amin’izay tantara tsy fantatro any ! Na niteraka tamin’i Sarah, na renin’i Mialy ilay domelina tsy praoblemako izany !
    Miala tsiny fa ny olona rehetra ato, tsy voatery hitovy eritreritr’amiko ! Samy manana ny fijeriny hy aho !
    Resaka ekaonômika.
    Ohatra iray fotsiny, Injet ! Ireny no atao hoe akevoan’ny olona tsy dia lasa firy ! Amin’izao fotoana izao, mba « hi-rentabiliser-na » ny adalàna dia fenoina peta-drindrina ny renivohitra sy ny arabe rehetra ! Ny vahoaka aza tsy manan-koanina dia piblisite no andotoana tanàna. Tsy mahafantatra sa tsy mivakla, sa dia hoe manararaotra ny tsy fisian’ny fitsipika, dia manao izay saim-pantany fotsiny ! Pollution visuelle tsy misy toy izany ! Ry Zorzety milaza azy ho ekôlôzista tsy mahita an’izay zavatra tsy miady ao, na visuelle ny pollution na chimique ! Jamba amin’ny fitadian-tseza, mitady ranoranony faona amin’ilay domelina !
    Raha miverina azon’ny mpiaro ny ara-dalàna io Antananarivo io, dia asainay endahina sy ongotana daholo ireny panneau mandoto tanàna ireny. Hisy ny Lalàna toy ny any amin’ny tany mandroso rehetra !

    Ohatra farany fa ny rehetra efa mahafantatra ny tsy mety, toy ny JIRAMA, AIR-MAD/ACM/SIPROMAD, sy ny mivaoka amin’ny gazety isan’andro….

    Nahoana no ferana ny isan’ny mpanafatra letisy ( toa hoe roa fotsiny mantsy ) avy aty eraopa ? Dia nahazo hoatrinona ?

    Tsy mandrevy « mpanao pôlitika » mampiasa basy ny aty ê ! Olona manao izany dia dahalo !

    Tsy nipetraka teo Andravoahangy ambony ve ianareo io taloha ê ? Rahalahin’i Veve ?
    Fanontaniana adaladala ihany ny ahy ! Io dia ekeko satria…tany ho any nisy resaka !

  27. Adinoko !
    Mairie-n’i Tana ?
    Iny indray dia sady erreur be an’i Patrick iny, ary erreur-n’ny vahoaka koa !
    Ilay Patrick, na mahay aza dia nanaonao foana, any ka sorena ny vahoaka !
    Fa ny vahoaka, efa nahafantatra hoe iza no tao ambadik’ity domelina ity, dia TSY NANDEHA NIFIDY, FA NITONO MASIKITA SY NITSOTSOTRA, SY NIGOKA THB, no anisan’ny tompon’andraikitra ihany koa !
    Izao mandray ny kihony, fa tsy misy quoi satria angamba mbola misy tay hoanina, tsy toa tamin’ny andron’i Ravalomanana !
    Il fallait choisir entre la peste et la rougeole ( TIM io ) !
    Tamin’ny 2002 ny socialiste frantsay nifidy an’i Chirac, toa izay i Le Pen !

  28. Tsy mahatsapa ve ianao ry Kintana fa tsy mamaly ireo voalazako nade iray aza! azonao atao ny maminavina, izay fanon’ny namanao sasany eto, fa Rabe oa zanaka Bakart, Foza e! fa tsy laninareo velively, ary tsisy hidirako @ Veve zany! sarotra koa ny mamaly ny zava-misy marina, sy ny hevitra mafonja hany ka lasa mibingo any @ tsy tokony halehany sisa! Patrck Ramiaramanana iny indray efa niara-niasa izahay, mahalala ny tsiambaratelony tsara sy ny fanaon-dry zalahy TIM teo @ fitondrana aho, de aza manenjik’olona be fahatany raha mbola tsy hita aloha ny natao, fa mbola be ny marina misy porofo azo voizina eto raha mitady ianareo, hatramin-dRamiaramanana ireny, ry Solofo Ambatondrazaka ireny…sns! de aza ny vava no atao be, fa tsy ny dadany ihany no nanjakazaka fa ny zanany koa, ary na ianao io aza ry Kintana de isan’ireny voky sy nahita tombontsoa tao ireny ianao raha ny fanombanako azy!

  29. Mpanongam-panjakana dia mpanongam-pankana e!!! Tsy ilàna jutification na la _be na fohy!!
    Tena mahavariana fa 3 taona potika tsy tafavoaka i Madagasikara! Mitrosona amin’ny tany tanteraka ny ankabeazan’ny vahoaka malagasy dia mbola tsy tonga saina ary manamarin-tena hatrany ny mpanongam-panjakana!!!

    Samia masinan-taniny amin’ny heviny avy Rabe a! rehefa te hik^py ianao dia mikipia!!

    Ary raha resaka fankalahàna an-dRajohell no resahinao! tsy tonga tonga hoa azy io fa izy ihany ny niady ny lavaka ho azy ny amin’izany! Tena nanapotika tanteraka ny maha malagasy ara-nofo, saina ary fanahy izy!!!

  30. Faly ery izao Rabe fa mba misy mitapolaka aminy! mba misy olona mahasarika izay lazainy
    ihany izany e! dia vao maika HALAVAINA be ery ity resaka, maka bahana mihintsy angamba izy izany.
    Tsy misy mpisosoka aza misosoka koa maika fa misy an’i Kintana mba mamaly ny antso eo hi! hi! hi!!!!
    Manirery angaha Rabe izany no dia mitady hanalana azy ery ! tsy misy mpihaino mihintsy ve??? dia ovay indray ny paika raha
    te ho henoin’ny olona ary e! sady ianao efa manana anarana maro ihany eto.
    Mampalahelo izy io fa mino aho fa izy ihany indraindray no mamaly azy eto sady manatsaratsara azy, angamba an!

  31. Kintana mbola tsy niasa tany Dago na erinandro aza, fa mahafantatra zavatra betsaka, na Dago na France na zamerika,… !!

  32. Mbola Rabe ihany angaha ity resahanao ry Kintana??tsara ho fantatra ary tsapako tokoa fa
    mahafantatra zavatra betsaka ianao ary betsaka noho ny noheritreretako azy aza! mahafinaritra e!
    Mpitsongo-dia angaha ianao ity sa manana namana maro mampita vao2 aminao??? sady ny vao 2 nao hatra@ antsipiriany mihintsy.

  33. Aza mandrevirevy ry Neninoro, sady aza manao larme de croco lava enao sy ny dadanao a! tena hita fa maivana be ny famalinao Ranavalona a! tsy mila n’iza n’iza hamaly ahy aho, fa izay miteny ahy de valiako, na ny lainga sy intox eto de ataoko dementi, ohatra le oe « Nambanana totohondry iny ». Ny mission ko eto, de tsy hoe mamaly anareo ihany, fa manazava ny sain’izay olona mamaky anareo eto, mety ho voarebireby sy voarirarira! »hoy ny iray @nareo mamaly manokana ahy: « betsaka ny marina voalazanao Rabe, ny tsy fitiavako an’ny Andry Rajoelina no nitolomako tao @ magro, zao aho vao mahita fa lany andro sy voarebireby fotsiny, satria na samy zahay ao aza de mifanipaka… » io r’ise ny mission Rabe Rana raha tianao ho fantatra a! tsy de mapidedaka ry Kintana M ny maha aty France na Zamerika a! ary raha ny famalinao koa de tena tsy tratranao zany ny NIVEAU ko, tena kôzy e ! ry Njara ireny angaha. Fa io mi Zesta tsisy atokona io oa no mahavoa anareo, ny maha eto France eto ahy tsisy dikany miohatra @ mpiray tanindrazana amiko, gasy ray sy reny izahay, fa io tarazo be je suis navelan’ny dadanareo( VITANTSIKA IO, NY VOLA MISY FA NY HANDANIANA AZY…,TSAPAO ALOHA NY HERINAO VAO MITSAPA AHY…sns) hany ka refa tairin’olona de manao larme croco »mpanongana, mpanongana », tsy izany ny fatao, aongany ndray zay nanongana, 3 taona izay, toa tsisy tay. De io koa eto reo Zanany, fa za mahitahita be, la Frantsa mody tsy tiana kanefa lelafina any@ tsy hay tsy hay e! de mahita hatrany Zamerika nefa TSISY PAIKA SADY LANY FIKA, tena manao raisonnement zazakely, mapme be, de mifampitoraka voninkazo @ je suis maivana kely eto e! de avoahay zay fantatra, hamoahako ny tena marina @ antsipirihany ny nataon-dRainiVO sy ny taranany teo @ fitondrana teo, ary aza maika oa nareo, fa hivaha io krizy notadiavinareo io, de jereo ny fiaingan’ny Zandry. De refa tsisy atokona ianao Ranavalona, de aleo mihitsy mangina, fa zay fiovaovako anarana no voizinao eto foana refa midona @ poteau ka fanina, de nolazaiko anao ny antony, ary zavatra tsisy dikany, fa fantatrao tsara fa Rabe io, de zay no zava-dehibe, fa tsy de ilaiko mamaky akory n’iza n’iza @nareo tsy hamaky, fa ny anjarako, de mitolona eto manasa ny atidohanareo, sy mampieritreritra ny mpamaky.Nangotraka teto hatramin’izay nidirako izay ka! lazao ireo ekipanareo, manopa, sy mandrahona ahy,oe,tsy hifanena @nay ela Rabe, ary tsy sarotra ny mitady ny tranonla…sns, de Rabe est tjrs près! ary tsy valiako akory na mampihetsi-bolomaso ahy! bye e!

  34. Dada aza hamaivaninao Rabe koa izay izaho ??tsy mampihena na manesotra kely
    ahy akory raha izay fanamaivananao fa izay no vao maika MANOME TOHITRA HIAKARAKO.
    Ny anao Rabe rehefa tsy MISARIGAIGY miaraka aminao dia lazainao fa RESY , MATAHOTRA! fa iza ity ianao???
    Mba sanatriavo ihany fa mahatanty daholo matoa miditra eto,fa ny anao TENY TSY VALINA fa TERENA FOTSINY.

    Dada dia hanao FIHIDITRA VEDETTE fa aza misy misento na malahelo ry akama isany a!
    Ho avy izy ary hiaraka @ tena ENJANA !!!
    Ary aiza ilay hazokelin’i Deba toa tsy eny an-tanany intsony???

  35. Iza isika Rana no MISARIGAIGY, tsy mbola niteny ratsy sy nanopa olona teto aho, ary Ravalo kosa naharaka nananana zaza sary anareo mi Dadadada eto, fa mafy r’ise tsy nisy ohatran’iny BANI sy ny forongony iny, fa aiza ny nanaovan’i Zandry azy. Na de ho tonga @n’alina aza nareo mitsena an’i Dadanareo, Tsiafaha foana no miandry azy, fa raha hery zany, teo @ pouvoir izy no nanana, kanefa ireny ny nandositra ireny, RAINITETAKA E! de hitondra inona indray, nanindry nandritra ny 9 ora ane teo hiverenan’ny dadanareo ny Begalona SADEC, de ahoana ny navalin’ny Begalona gasinay azy , de atao inona ndray reo conseillers vazaha hanindrina olona ireo, de ny fanao foana no miverina, tahaka ireo vazaha be de be tao an-dapa fahiny, de Zandrikely no mody frantsay frantsay lava, kanefa le dadan-dry zalahy no tena mpilela-Bmbazaha, de io no hanaovana tsinontsinona ny intellos gasy, sy ny officiers malagasy. Tairin’ny olona avy eo anefa lasa manao ranomasom-boay, ary opay aho, fa io nanaovany tsinontsinona miaramila io, mbola tohizana hatrao @ magro, io fotsiny de tsy mahatafody azy intsony any Dago! ary tsy adala akory Ravalo, hiditra @ mahamay, fa aleony aloha mihinan’ny AZO any Atsimotsimo any tsy zaraina @ reto zaza kamboty, Rafotsy be very laona eo e! 650 millions de dollars, tsy nanana izany vola be zany dadanareo, talohan’ny nidirany tao na de efa millionnaire aza, fa vola avy aiza e!de fafao ny ranomaso RANKIZY fa Dada tsy hody intsony ô! veloma madinidinika hono hoe!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *