Prises de becs entre partisans de Marc Ravalomanana et l’AV7 à Ivato hier après-midi

L'AV7 se trompe de coupable
L'AV7 se trompe de coupable

Hier après-midi, le fils du président Marc Ravalomanana, Tojo Ravalomanana et Guy Rivo Randrianarisoa ont débarqué à l’aéroport d’Ivato après des années en exil. Ils ont été accueillis par de nombreux partisans du président Ravalomanana. Prévenue de ce retour, l’association des victimes du 7 février, l’AV7 est également venue avec une délégation pour protester contre le retour du Président. au pays. C’est un moyen pour Rajoelina d’intimider notre président. Ce foza craint un peu trop l’arrivée de notre président. Le retour de son fils et de son porte-parole n’est qu’un avant-goût.

L’AV7, dirigée par son président a brandi des banderoles, ces membres criaient qu’ils n’accepteront pas le retour du Président Ravalomanana sous prétexte qu’il est le principal responsable du génocide du 7 Février. A titre de rappel, cette association s’est formée après le massacre du 7 février orchestré par les éléments de Rajoelina lui-même pour accéder au pouvoir. Par la suite, il a imputé ce crime contre l’humanité au Président Marc Ravalomanana. Depuis, il menace ce dernier de le juger si jamais il comptait revenir.

Il y a eu des affrontements verbaux entre les partisans de Ravalomanana et les membres de l’AV7. Heureusement, ils n’en sont pas venus aux mains. Le recours au lacrymogène n’a pas été nécessaire pour les forces de l’ordre. Quoi qu’il en soit, les proches de Ravalomanana ne méritaient pas d’être huées à leur arrivée à Ivato. L’AV7 s’est toujours trompé de coupable mais hier elle s’est encore trompé de cible. L’on se demande ce qui se passera lorsque le président Ravalomanana va débarquer.Cela arrivera bientôt, il faut qu’on soit vigilent, on sait à quoi s’attendre…

40 pensées sur “Prises de becs entre partisans de Marc Ravalomanana et l’AV7 à Ivato hier après-midi”

  1. Mbola ho avy ny andro hitsaràna an’ireo vendrana ao antin’io Association des Vendus 7 io !
    Complet gris efa nigadra, mbola tsy fay !

  2. Bizzina ireny e!!bizina ny azy fa avelao fa tsy maintsy ho avy aminy ny Taolam-be tsy mitapaka.
    Izay no hamelomany ny vady aman-janany sy mahavondraka ity takolaka.mandimandina ery fa
    voky ny vidin’i ran’ireo Gasy nataon’izy ireo sorona, dia mody ny azy no tonga aloha, fa vongan’inona daholo ny olona amin’izy ireo??
    soa i dada fa efa nametraka fitoriana.
    Io koa ary fa i Guy Rivo koa nampanantsoin’ i Bombe.

  3. Ra hanisy resaka ny zava-niseho omaly dia hanome bahana ny jiolamboto sy ny asa gaboraraka ataon’ireo miteny hoe mpitondra @ izao fotoana izao
    Manomboka ny antsozay atao @ Tovo sy Guy Rivo fanjakan’ny baroa samy manao loham-botony daholo naverina daholo ireo mpangalatra tsy tian-ireo CI na UE hitondra intsony izany ve no hitady fankatoavana iraisam-pirenena dia mazava ho azy ny valiny @ herin-andro ity ny UE no handinika ny momban’ny madagascar ra ny zava misy hatramin’izao dia mbola lavitra izany fankatoavana izany ra tsy hoe i sarko irery no manapaka fa ny sisa mangina daholo tsy izany no hiseo akory ny fanontaniana koa dia hoe mitady fankatoavana marina ve ?sa mangataka fanalavan-pitoana hanoizana ny fandrobana sy ny gaboraraka rehetra mahazatra nandritran’ny telo taona

  4. Fa izao ê !
    Governemanta IZAY MISY NY MOVANSA RAVALOMANANA INDRAY IZANY ITY, NO MANENJIKA NY ZANAKIN’NY PREZIDA ????
    MISY SONIAN’I BERIZIKY VE IO CONVOCATION IO ARY FANTANY VE NY FISIAN’IO TARATASY IO ??
    MOMBAN’NY FANENJEHANA AN’I GUY RIVO, MIPETRAKA IAHANY KOA NY FANONTANIANA ?
    AZA MISITRIKA IANAO RY RAKOTOARIVELO, FA DIA MBA LAZAO KOA IZAY HEVITRAO FA MIANDRY AN’IZANY NY VAHOAKA !!!

  5. Vao nandeha ny Fitarainana dia efa « nanjavona » izany Fankatoavana izany !
    Mbola tsy nahita olona VENDRANA tahak’ireo mpanongana ireo mihintsy aho !
    Basy sy klimôzena lava izao no entina hitantanana ny firenena !
    Mbola tsy JADONA hono izao ! Sa tsy izany va ry VAHOAKA MALAGASY ?

  6. aza hadino ity :

    D’autres révélations sur les coups d’Etat de 2009 se font entendre pendant que les négociations de sortie de crise se poursuivent.

    Deux semaines après celle sur la somme d’argent distribuée aux auteurs du coup d’Etat de mars 2009, le colonel Charles Andrianasoavina fait d’autres révélations sur les faits saillants de la crise, dont le « Lundi Noir » du 26 janvier 2009, le carnage du 07 février et le coup d’Etat du 17 mars 2009. Le colonel Charles Andrianasoavina en a fait une lettre qu’il a adressée au médiateur Joaquim Chissano. Sur l’événement du 26 janvier, appelé aussi « Lundi Noir », le Colonel Charles fait savoir qu’une réunion préparatoire s’est tenue le 19 janvier à 22 heures à Ambatomainty. Cette réunion a vu la présence de plusieurs membres du CST actuel, de deux chefs des gros bras et de 20 gros bras. L’objectif, d’après le colonel Charles, a été de constituer 20 groupes de 30 gros bras chargés de casser les grands magasins tels que Jumbo Score, saccager et incendier les Magro, la TVM, la RNM ainsi que les biens des nationaux et étrangers proches du régime Ravalomanana.

    07 février 2009. Sur le carnage du 07 février, le colonel Charles qui croupit actuellement en prison, révèle qu’une réunion préparatoire s’est tenue le 06 février 2009 au début de la soirée au domicile d’un haut dirigeant de la HAT. Etaient présents à cette réunion plusieurs membres du CST actuel et des hauts gradés de l’Armée. La nuit du 07 février, une réunion de la mise sur pied du Collectif des jeunes Officiers supérieurs a été présidée par le colonel Charles Andrianasoavina. L’objectif a été de préparer un coup d’Etat (17 mars 2009). Le 18 février, témoigne le colonel Charles, une réunion sur l’étude du coup d’Etat a été organisée à l’école d’Etat-Major à Fiadanana. L’objectif consiste à la prise du Régiment d’Appui de Soutien d’Ampahibe, de faire bouger les véhicules blindés (BRDM) et de renverser le régime de Ravalomanana.

    Financements. Le colonel Charles Andrianasoavina affirme dans sa lettre que les coups d’Etat de 2009 ont été réalisés grâce aux financements apportés par les groupes et les personnalités qui sont actuellement proches de la HAT. Des opérateurs indo-pakistanais très connus de la place y ont injecté plusieurs milliards d’ariary. Trois opérateurs malgaches actuellement favorisés par la HAT sont également cités par le colonel Charles. Un membre du gouvernement et son oncle ont aussi apporté leur contribution financière (200 millions d’ariary) aux coups d’Etat de 2009. Le montant total des financements répertoriés dans les révélations du colonel Charles s’élève 12,2 milliards d’Ariary.

  7. Izy 2 miaraka Rasendra a!fanalavam-potoana sy tsy mila fankatoavana
    fa izy MANDROBA dia voky koa hataony inona izany fankatoavana izany??

    Ohatry ny hoe misy fanjakana Manjaka ery eo ry Kintana??la frantsa no mandidy sy manapaka fa tsy Beriziky.
    Tsara dia tsara ny fanontanianao ry Kintana ary tokony ho hampitapitaina mba ahafantarana ny MARINA @’
    izao raharaha izao,toa MIVOAKA MIDITRA tsy hita be ihany mantsy izy ity,i Beriziky ve no mibaiko ary rehefa
    tsy izy dia tokony tsy hisy HANAN-KERY izay zavatra tsy mandalo aminy.
    Rakotoarivelo efa nilevim-belona sa namato-tena????

  8. O ry reto an, aty Dago efa @ 11ora alina, nefa itony ny vaovao hita ary:

    http://collectif-gtt.org/node/3852

    Fil Infos

    17H 00 : tonga teny amin’ny fonenan’ny fianakavian’ny Filoha RAVALOMANANA eny Faravohitra ny EMMOREG ary nilaza fa haka an’i Tojo Ravalomanana hatao fanadihadiana. Nanomboka nitangorona anefa ny vahoaka sady niantso ireo mpitari-tolona no nampandre masoivoho vahiny sasantsasany ka dia niala moramora izany toerana izany ireto hery famoretana ireto saingy namela fampiantsoana ho an’ny lahy haivon’ny Filoha RAVALOMANANA ho tonga eny amin’ny tobin’ny zandarimariam-pirenena eny Betongolo.

    20H 00 : karohin’ny ekipan’ny Jly Baomba sy ny DST ihany koa i Guy Rivo Andrianarisoa ary efa naharay ny fampiantsoana azy ny fianakaviany amin’izao ora izao.

  9. SORONA IRENY E! EFA TSY MAMPANINONA AHY INTSONY NY MIJERY IREO
    fa mbola loza 100 heny noho ireo hita ireo no LOZA sy FAHAVOAZANA mahazo
    ny FIRENENA noho ny tsy fiheverana kely akory nandritra izay fotoana nazahoan’ireo ny TOERANA T@ IREO
    SORONA nataony ireo.IZAO NO TADIAVIn’I DEVOLINY RAHA TSY IZAY IZY TSY NAHAZO IZAO TOERANY IZAO.
    Mila RA mila AFO ny DEVOLINY izay TOMPOINY, dia izao no VOKANY TOMPOKO ISANY KOA SOA LAVO AHAY
    HAMINDRA! Danze be boaikely raha HAMPIESONA fa nampiesoniny daholo dia REPOTRA.AZA MANODY !!!!!!

  10. Bizina ireo e!!!hitanareo fa ny lavitra indray no mahazo vao2 aloha???

    Nisy famelabelaran-kevitra tao Tana tao dia ny havako 5 mn miala @’io
    toerana io no mipetraka nefa voatery izaho no miantso azy avy aty ho tonga tao.

    Mino aho fa mety ho JONO ho an’i foza izy mianaka ireo!!!kakana be nikirozaroza koa avy dia nandrapaka
    HITSAKO TSY MISY EO KOH!!!ireo koa ve dia sahy HIJABAKA eo raha tsy efa …….?raha tsy izany izy
    nampiantso ny MASOIVOHO?? misy tetika ao fa tsy hitonon-tena eo kosa ireo angamba?amiko aloha!!!!

  11. Hoan’ireo izay NIVORY TAO BEL-AIR vao tsy ela, na nanilikilika ny rahalahy sy anabavy mpitolona, raha izao zava-mitranga izao no mbola hiazakazahanareo hiditra ao amin’izany CT sy CST izany, DIA MELOKA LAVITRA NOHO IREO MPANONGAM-PANJAKANA IREO IANAREO EO ANATREHANAY !
    Aza ny anaran’ny Prezidà no ENTINA MISANDOKA LAVA IZAO !!!!!!!!!!!!!!!!!!

  12. Miangavy anareo Senatera sy Deputé hiditra an-tsehatra, ka hitaky avy hatrany ny FANDROAHANA ny MasoIvoho frantsay eto Mkara.

    Miangavy koa ny vahoaka handray ny andraikiny, manomboka izao dieny izao,


    Hitaky ny fialàn’i Rajoelina eo amin’ny maha PHAT azy.Ataovy zaha hao ny toerana misya zy, ka mba kotabaiso amin’ny sifflets sy amponga andro aman’alina.


    Miangavy koa ny PM, handray ny andraikiny,
    ka hanome Baiko ireo miaramila sy Zandary ary Polisy tsy hanakana ny fitakian’ny Vahoaka malagasy !

  13. Miangavy ny PM

    hanafoana io Gvt vaovao io ary hanangana avy hatrany Conseil National de Transition

    Io no lalalna azo hivaoahana maika amin’ny mety ho korontana !

    Aoka ho atao ny fitokonana eo anoloan’ny Masoivoho Frantsay ka hitaky ny fodian’izy ireo .

  14. actumadagascar.
    Misy maha tsara azy ny mamerina mamaoka an’itony sary itony, fa izao ; milaza ny tompony fa entiny hanaovana témoignage ny blog-ny, ny olana anefa dia ny zavatra soratany dia tsy dia marina laotra !
    Ohatra : « Mr Roindefo demanda à la foule si elle voulait aller au palais ». Tsy izany velively no zavatra nolazain’i Roindefo !
    « Ho alain-tsika ve ny lapan’Ambohitsirohitra ? » hoy izy !  » Voulez-vous qu’on prenne le Palais d’Ambohitsirohitra ? », des traductions aussi tronquées peuvent induire en erreur les lecteurs !
    Les videos ne mentent pas, heureusement !

  15. Ankoatran’ny sary nasehon’i Njara (izay hisaorana azy tokoa) dia tadidiko fa naneho sary teto mydago koa ny mpitondra anarana Laurence Marquès izay manameloka an’i TGV sy ny tariny amin’ny famonoana ireo natao sorona(izay tao anatiny i Monja Roindefo).Ka raha ohatra i TGV te hamoaka ny filazany amin’io resaka io dia tokony hihetsika koa isika legalista hampirisika any Ranjeva hiresaka amin’ny CPI.Marina fa eo i Sarko nefa ireny izao ry Mladic sy Karadzic narovan’ny vozongo toa nosamborina ihany ka manana ny maha -izy azy ny CPI izany fa tsy baikon’ny menasofina.
    Raha mizotra izany ny fitsarana an’ireny raharaha ireny dia meloka i TGV ary hampiharina ny accords de Cotonou, havaozina tanteraka ny rafitry ny miaramila (ataon’ny CPS) dia atsangana ny Conseil National de Transition no sady tanterahana daholo ny ao amin’ny tondro zotra.
    Ary farany, dia tokony hiditra an-tsehatra ny solombavam-bahoaka legalista hangataka ny fialanny masoivoho tsotsoka.

  16. Ary inon’ity nataon’i ChaTayGnez manotrona (sa alibi mampiseho sao sanatria – iza no mahalala raha toa ka – IZY no ao ambadik’i Risara baomba)
    = manotrona ny défilé de modes nataon-dra Edgar zanak’i France, UN MOYEN POPULAIRE ET MEDIATIQUE DE SE RACHETER en contrepartie de la menace mal-retenue contre (un éminent personnage de Mada, en la personne de) Mamy Rakotoarivelo?
    .
    = Same objective (we may be coward, but we are far from being dumb) one more strategy to gain the heart of the crowd – who knows a manner of « to apology », anyway a strategy, this way: walking as pedestrian in order to gain the sympathy of population living in the suburbs and/or the aeria of lower level of population?
    .
    ChaTayGnez: mba oviana moa teo @ tantara nisy diplomaty manao pub amin’ny resaka lamaody? Ny tany tsy milamina, ity manasosoka ny frantsay atsokosoko ary
    Mba resaka fampandrosoana na fanatsarana ny fiainan’ny vahoaka sns…

    GET OUT OF OUR SIGHT, you: Chataigner, represents one of our nightmare
    (Avo lenta ve, fa zahay zanaka malagasy amin’ny ankapobeny tsy paiso)

    __

    Edgar Razafindravaha: vahan’ity ny koltora gasy, anasisihana sy anomezan-danja ny FrancTay.
    Dia nangataka an’iry ambony hanome VONINAHITRA? tssss…. 3V marina

  17. la meilleur attaque c est connaitre son adverssaire ce que les mouvances RAVALO sont en train de faire ils sont faca a face a chaque conseil de ministres et la pas de bla bla question claire et reponse claire quand CT et CST seront en place chaque MINISTRE va passer devant eux la aussi question claire reponse claire et crois moi les ministres FOZA auront du mal a repondre wait and see

  18. Rabekoto,

    Efa mazava anie ny frantsay izao no maporisika amin’izao korontana izao e !
    Vao nahare ny fahatongavan’i Guy A. sy Tojo r’izaroe dia izao manapongatra ny zava- kasainy izao ;

    Et ils feront TOUT CE QUI est en leur pouvoir pour ne laisser Dada revenir . Et qu’est ce qui est en leur pouvoir ? – rajoelina et l’AV7.


    Mbola memrina ihany aho :

    Miangavy Ireo Senatera sy Deputé manohana ny ara-dalàna, mba hirotska an-tsehatra ka haneho an-dalam-be ny RODOBE .

    Tokony hisa Antokon’olona, araka ny kabary heno ao amin’i Radio longo (collectif GTT) hiatrika eran’ny Nosy , ka hanao RODOBE.

    Ny fikomiana etsy anoloan’ny Masoivoho Frantsay dia FOTOANA hanaovana azy izao.
    Raha tsy handroaka ny frantsay, aoka mba hisy teny entitra, milaza fa tsy mila frantsay Mkara.

    Ary aoka tsy ho fampitandremana fotsiny, fa tena mikiry biby hanapaka ny fifandraisana ara-diplomatika, ka hifantoka amin’ny fifandraisana ara-toekarena fotsiny.
    Momba ilay Video : Ity no important :
    -« Les videos ne mentent pas, heureusement ! »

  19. manao ahoan daol nareo!
    tena marina mataotra an-dRavalo ny fat ka de manao ze ts hidirany eto!fa ts maints mvali daol ny atao rhtrs e!
    le Richard ravalomanana iny aloha de ngamba hahamai mits n maazo anini ra mivadika ny tantara e!

  20. Bemafohy a, tsy olona adala i Pr Ranjeva mitovy am stanslas sy ry mandafy nareo, ka ampirisihina hanao avocat du diable.

  21. Tanora! araka ny teninao dia tsy adala i Ranjeva izay hita mihintsy hoe tsy mirona any amin’ i TGV fa mitady ny hiverenan’ny ara-dalàna.Mety i Lekely no sakana kanefa ny serbes arovan’ireny légion étrangére ireny aza mbola tratra sy voampangan’ny CPI.
    Ary raha tsy mitsabaka ny vazaha dia tsy mahita ianao satria ny mena sofina mihintsy no ambadik’i Domelina amin’izao krizy mampahantra ny gasy izao.

  22. Fa mino ve i Bemafohy fa ho zakanareo ny mety ho didim-pitsarana any raha tena avoakany marina,
    Sao mantsy dia i Ranjeva indray no diso reefa tsy mifanaraka aminareo izany.

  23. Tu sais TsimilaTGV, celui qui conduit une voiture ira toujours en prison, meme si la faute appartient a un passager accidente.

  24. Tanora! raha zohina tsara ny navoakan’ny horonan-tsary sy ny tenin’ireo vavolombelona(Sarlà be sy Monja roindefo) dia nisy nitfitra avy aty aoriana ary bala tsy nanan’ny GP no nitifirana azy ireo.Mbola misy témoins hafa koa ka raha mizotra tsara ny fanadihadiana dia inoako tokoa fa ny miaramila mpikomy no tao ambadika tao na polisy.

  25. Aza mampihesona ra Bemafohy a, INona no notenen’ny ra8 le lendemain ny 7 fev, il a fait la comparaison avec Elysee et maison blanche et Ambotsirohitra sans regret. « Hadalan’zareo no te handeha eny Ambotsirohitra ». mercenaire ny ra8 no nitifitra fa tsy ny miaramila gasy ,ary izany no nahatonga ny ministre ny Defense nidemission.
    Ianao ry Bemafohy no tsy mahatadidy anzany, fa mbola ratra tsy cicatrise ao anatin’ny fo ny vahoaka izany. Ka aza manandrana loza e.

  26. Celui ou ceux qui « ont conduit » une foule sans permis iront en prison, même si la « faute appartient à la foule qui était manif estement en état d’ivresse » !! Hi hi hi !
    3000 points retirés ; 99 ans de prison ; retrait de permis de conduire même une foule et 100 milliards MGA de D&I !

  27. Tanora!Samy manana ny izay inoany, ny ahy ny porofo siantifika ihany.Aleo handeha ny fanadihadiana dia ho hita eo izay nitifitra avy aty aoriana.

  28. Raha mba nianatra Lalàna anie io ry Bemafohy, tsy hiteniteny faona eo ê ! Fomban’ny foza io manendrikendrika io, fa ny ataony tsy hitany !
    Ny zavatra na heloka ataony no lazainy fa ataon’ny olona ! Manadio tena isan’andro izao fa ny loto, na ho tapitra ritra aza ny ranon’i Mandroseza, tsy hadio velively !
    Midika izany fa tsy misaina !

  29. F’inona ary ‘ty??aza dia mandany andro @ olona mpanao bizina toy izao .
    Raha tsy mbola nisy ny HAMPAMOAKA dia afaka ny mbola miady hevitra
    eto ianareo,efa MAZAVA ny TENY ary efa VOARAKITRA SORATRA nataon’i Charles sy noel.
    Ny vavolombelona koa nahita ary efa nanabaribary izany imasom-bahoaka teo @ Magro, afa tsy
    ny ampamoaka efa nataon’i Dadabe Zafy.olona efa MITSENTSINA sy minia mikipy noho ny vola
    no mbola mihizingizina fa mbola Ravalo,olona efa voky ……( aleo tsy tohizana ).Terena fotsiny ilay
    zavatra ohatry ny fanerena @ Sampy fotsiny fa tsy maintsy filoha nefa vonga-kapa aza mbola misy
    jerena sy hankasitrahana noho ity domelina be Mpandroba sy lainga no mba TALENTA nefa mitetateta
    sy milingilingy @ zavatra TSY SAHAZA ny TENA!!,tsy by tsy ba!!!fako aza mbola mbola misy HAJANY.

  30. KM, Bemafohy,ranaval a. Fantako ny Foule (=vahoaka,Foza) no diso aminareo, Tsy haiko izany ianareo na mahay loatra na manao fisainana Frantsay Fa Olona nitifitra namono olona, dia ilay maty indray ny diso.(aminay gasy aloha tsy ekenay mandrakizay)
    TEna miaiky aho fa Minia mikipy tsotra izao ianareo, Marina e.
    raha ny zanak’i ranaval io angamba no nogadrain’ny ra8 tam reny, na hoe novonoiny dia mino aho fa mbola hifona am ra8 ianao ranaval hoe:ny zanako no diso dada fa tsy ianao a, tsy maninona fa mbola misy havako sasany iretsy afaka mbola vonoinao raha izay no hiaro ny fananao be sy ny sezanao.

  31. @ Tanora,

    Il est temps maintenant que sachez une chose :
    La plupart des gens aiment mieux aller en enfer en toute liberté qu’enter au Paradis sous la contrainte. Alors, vos arguments, gardez les pour vous, nous n’en avons pas besoin !!!

  32. Mbola ho @ Tanora
    (Il est temps maintenant que vous sachez une chose)
    Je bosse en même temps, pas comme les MITSINGOLOKA mi-cirer ny kiraron’dry mena sofina, mivarotra ny tanindrazany sy ny anabaviny satria tampina ny masony, mpanamoly vao maraina.

  33. babyfoot, tena marina izany, fa angaha marary be rehefa hitenena arguments tena marina no dia manao rejet be e.
    indraindrao foana aloha ny Dadanareo, fa izy irery ihany no masina e. ny olona reetra mpamadika azy daholo sy mpanota daholo.

  34. Izy aloha anisan’ireo olom-pirenena tsy voavidin’ny volan’ny menasofina,tsy ohatran’ny sasany nandeha kolejy de frantsa dia mivarotra ny tanindrazany.

  35. Tsy voavidy vola izy, fa nivarotra ny tanindrazany, monopolise ny secteur rehetra misy eto dago.
    mandra-pihaona aloha ry zalahy fa Hampamory ny Maire reetra sy ny chef District ny Beloha za rapitso dia ho tantaraiko azy ireo ireo hetahetanareo ireo dia mba ho hitantsika eo ny reaction ny tena vahoaka aty e.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *