Problèmes sociaux, à quand les solutions durables ?

Notre situation sociale se dégrade de jour en jour. A cause de la caisse vide de la HAT, voilà que les manifs estudiantins reprennent. Parallèlement à cela, la hausse vertigineuse de prix des PPN durant ces 30 mois de crise n’épargne personne sans oublier l’insécurité qui a défrayé la chronique la semaine dernière. Enfin, on dira tout simplement que ce « régime Rajoelina » ne nous aurait emmené que des ennuis et des problèmes sociaux, ni plus, ni moins !

Les manifs ont repris à l’Université d’Antananarivo après quelques mois d’accalmie puisque les étudiants auraient été jusqu’à présent privés de leurs allocations boursières. Plus précisément, l’on ne connaît pas les raisons « officielles » de ce non-paiement néanmoins, la reprise des manifs laisse plus d’uns perplexes par le simple fait que depuis des mois, « mêmes rengaines, même refrain » c’est-à-dire, retards de paiement, manifs et lacrymogènes. Et l’on se demande si, un jour, les responsables actuels arriveront à résoudre ce problème définitivement. En tout cas, l’on en doute fort à très court et moyen terme vu les moyens financiers dont le pouvoir en place dispose et les expériences du passé.

Il en est de même des hausses de prix des PPN. La dernière en date après la hausse des prix du riz, c’est maintenant au tour de la viande de bœufs de connaître la flambée de prix. En fait, ce régime a beaucoup de mal à maîtriser les prix car, depuis le début de la crise, les mesures prises par les tenants du pouvoir n’étaient que des mesures palliatives, en occurrence les « mora ». En plus, elles étaient principalement destinées aux foza car avec des quantités limitées etc…, « il n’y en aurait pas pour tout le monde ». Bref, ces mesures s’écartent des intérêts généraux.

Est-ce de la bonne gouvernance ? À qui profitent réellement ces « initiatives stériles » ? À chacun son avis cependant, il ne faut pas oublier que notre isolement nous a éloigné des financements extérieurs après le coup d’État de 2009 en emmenant avec « lui » tous ces problèmes sociaux graves. Par conséquent, inutile de palabrer là-dessus vu que ces 30 mois de galères et d’angoisse dus à la pauvreté et l’insécurité soient déjà intenables pour la majorité !  À quand les solutions durables ? Rien ne va plus !

34 pensées sur “Problèmes sociaux, à quand les solutions durables ?”

  1. RAKOTO R, c’est le but de ton dada que le peuple Malagasy soit K.O,Afin qu’il reprend le pouvoir, mais, les etudiants sont tres comprehensifs et comprennent cet esprit de ra8 malsain, ils ont suggere aupres de PHAT et le Pm, un nouveau ministre capable ne resoudre ses problemes.

  2. ataovy teny gasy ry tanora rehefa tsy mety ny teny frantsay a
    aza dia mampidera tsy fahaizana tahaka ny olona tompoinao

  3. Matin’ny hehy aho ry zareo â !!!
    Hi hi hi ! Tanora dia mamarin’ankady ny Peuples Malgaches any amin’ny grand sud, no tena adiny raha tahak’izao no ataony !!
    Gamara tsy laitran’ny basin’ny fananarana !!! MDR !!

  4. Antitra a, fantako ianao fa tena mahay teny frantsay matoa ianao mitsikera ny tsipelina izay hataoko dia tena voazanaka ny Frantsay marina ka malahelo ny tenin-drazany. Tsy manompo olona toa anareo aho fa Andriamanitra ihany no tompoiko, ny anareo aza efa olona nandripaka sy manambany malagasy mitovy aminao mbola tompoina ihany.
    Kintana, tsy mahafantatra izany Gamara izany aho, ianao any Andafy fa izaho kosa miasa sy manampy ireo tambanivolo lavitra ny chef lieu de commune hanatsarana ny fari-pianany. Mino aho ry Kitana fa tsy ho azonao an-tsaina velively ny hetahetan’ireo vahoaka ireo. Namako akaiky daholo ireo chef de region ny TIM Anosy sy Androy ireo, dia ho tantaraiko anao ny habibiana nataon’ny ra8 taty raha sitrakao. hatram affaire BDR 2007 taty Atsimo.

  5. Tantarao atramin’ny antsimpirihiny re ry Tanora, fa tandremo fotsiny ny lainga fa sao dia ho vidiana lafo â ! Aza manao toy ny fomban-dry zanô sy ry mersià !!
    Betsaka koa ny olona fantatro niasa, na MBOLA miasa any amin’ny GRAND SUD lazainao !!
    Tsy ho lazaiko anao hoe isaky ny inona aho no ao an-toerana, fa ny fantatro fotsiny dia MAHARAKA NY ZAVA-MISY TSARA AHO !!

    Misy zavatra voalazanao any amin’ny sujet iray fotsiny, dia efa mampieritreritra !
    Tsy misy jadona ao Madagasikara amin’izao fotoana izao, malalaka ny fanehoan-kevitra !!
    Aoka ny olona rehetra mandalo eto hilaza ny heviny fa raha ny tenako dia araky ny tenin’ny ntaolo hoe : Aza miady ( hevitra ) amin’ny adala !!
    Raha olon-kendry ianao dia vakio daholo ny vaovao, ary mba mandiniha-tena koa !! Mbola tsy nisy HABIBIANA TOY IZAO ATAON’NY GAMARA REHETRA IZAO tao Madagasikara : Mijaly ny Peuples Malgaches !

  6. Si je ma mémoire n’est pas courte, je me souviens que la Banque Mondiale avait demandé la restructuration de l’éducation nationale et enseignement supérieur, jugés budgétivore, dans les années 90. La demande a été réitérée en 2001 d’où les réformes de Ravalomanana dès qu’il était arrivé au pouvoir.
    Le démantèlement des universités serait, paraît-il, un idée qui court en coulisse en ce moment car elles sont jugées inefficaces et justement non rentables.
    Maintenant, allez comprendre ces poussées d’universités et instituts privés dans toute l’île et les dispersions des enseignants chercheurs et chercheurs… et surtout, à qui appartiennent-ils?

  7. Kintana a. farany tsotra ity: tsy nisy afa-tsy tele sy radio National 2 teto F/D, Ambovombe,Tsihombe,Beloha, Ampanihy, Betioky, Sakaraha: dia MBS sy TVM. tao anatin’ny 5 taona nitondran’ny ra8, tsy mbola nisy vaovao hitan’ny olona taty mahakasika izany Zafy na Ratsiraka izany. fa dia sarin’ny ravalo maraina atoandro hariva. Tsy nisy nahazo niteny ny olona reetra nanohitra. eny na dia propagandy aza.
    hamarino aloha io vaovao io amin’ny namanao kintana sao dia mba mandainga za a. dia tohizako fa mbola tsy crime ireo fa mbola zony am maha mpanjaka azy dia tohizako raha sitrakao

  8. Tanora!tamin’i Ravalomanana teo amin’ny fitondrana, I Ratsiraka tany ivelany ary i Zafy tsy dia nanohitra ka inona no azon’ny TVM sy MBS natao tamin’ireo?Tonga ity ny TGV anao, eran’ny faritra ENINA no tsy misy ny fahafahana miteny ary ianao milaza miaro ny any atsimo, tsy hainao angaha ny tantaran’i Roindefo izay mody noraisina ho namana hitondra ny fikomiana nefa noeritreretin-dry TGV sy ny namany hatao sorona tamin’ireny rotaka ireny.Jereo tsara ny rakitry ny tantara fa izy mihintsy no nitantara izany ary izy miaraka amin’ny opposition io izao.Ary ampahatsiahiviko anao fa tamin’ireny fifidianana 1982 ireny, tamin’izany dia Ratsiraka no teo amin’ny fitondrana ary i Monja Jaona no teo amin’ny opposition izay notohanan’i Tana be mihintsy sy Remanindry jaona dia ny propagandy nataon’i Remanindry jaona dia tsy mba nandeha tamin’ny fahita lavitra mihintsy ka hitanao amin’izany.Ny tokony hataontsika dia ny hiverenan’ny ara-dalàna sy Ravalomana aloha mba tsy atao sorona ny faritra enina dia rehefa tafapetraka eo izy di apetraka amin’ny fanontanianao fa maninona notsy misy afatsy ny sarinao nandritra ny dimy taona tany amin’ireo tanàna nolazainao ireo.

  9. TSY HISY KOA NY SOLUTIONS DURABLES RAHATOA KA MBOLA TSY RAVA IRETO FIS DE J’SAIS PAS QUOI IRETO !!!!
    Tandremo ary embeso tsara ny ombin’olona any amin’ny grand sud any ry tanora, sao dia lasan’ny sasany any Torkia any daholo !!!!

  10. valy bontolo fotsiny ry Bemafohy fa tsy mahalala ny zava-misy akory kay.
    ny faritra aloha dia 22 fa tsy enina,ka ireo 22 ireo no nisian’ny monopole ra Bemafohy tam ra8 a, emeteur n fanjakana ireo nampiasain’ny Mbs ireo an, tsy afaka niteny ny mpomba ny ratsiraka sy zafy na tvm na mbs.
    amin’izao na ny viva aza dia misy sarin’ny ravalo na ry mamy isan’andro raha tsy fantatrao,vao omaly i Rakotoarivelo no tao am vaovao VIVA teny am villa la franchise.
    mijereva online zalahy ianareo fa aza jamba ny fanatisme fotsiny a.TENA MALALAKA IZAO NY FANEHOAN-KEVITRA ETO ANTANANA RY ZALAHY A, TONGAVA MBA MIJERY
    Ny omby ry KItana no fianan’ny olona aty a, tsy omeny olona fahatany raha tsy olona tena hatokisany.

  11. Asehoy an-dry zalahy tsara ry tanora fa isika manan-katao tsara ho an’ny tanindrazantsika, na de gotte d’eau ao anaty ranomasim-be aza a! reo nga mahalala an’izany, ny hanakiana sy hanao ironie fotsiny no fantany. Taiza moa ny tongotr’i Ravalo mba nandia an’Andralanitra. Sarotra ho an’ny SNOBE BE TOY NY dadan-dry zalahy ireny ny hifangaro @ mafiady e! impiry moa izy no mamerimberina eto fa ny zanaky ambany tanàna ireny de tsy olona sady tsy gasy, hany ka mamay refa voafelaka any @ fifidianana.Tena kentrina oa! zany ve no mbol

  12. Ka averiko aminao ry tanora fa tamin’ny andron’i Ratsiraka dia ENINA ny farintany ary Monja jaona izay avy any atsimo notohanan’i Tana sy Remanindry Jaona.Izay propagandy nataon’i Remanindry Jaona izay avy any atsimo koa dia tsy nisy nandeha fahita lavitra tamin’izany.Ary ny ankamaroan’ny haino aman-jery amin’izao fotoana izao dia miandany amin’ny HAT daholo na mampiseho an’i mamy aza izy satria ny vaovao ampitaina dia tsy mifanaraka amin’ny zava-misy.Ohatry ny modiana tsy tsaroana ny tantara.
    Farany,tamin’ny andron’i Ravalomanana dia niasa mafy ny zandary tamin’ny fanenjehana ny dahalo tany amin’iny faritr’Ambovombe iny ary nisy zandary iray voatifitry ny bala tao an-damosina dia nakarina tao Fianarantsoa notsaboina.Io zandary io dia tsy matsiaro tenany rehefa te hivalandrano sy hivoaka noho ny ratra nahazo azy ary natao interview tao amin’ny radio fa ny filoha mamim-bahoaka dia niantoka ny fiainany iray manontolo sy ny fianakaviany noho ny zava-bitany.I Camille Vital izao teo inona ny zavatra mitranga mirongatra ny dahalo any atsimo nef

  13. mbola hitomany pouvoir? ela no nianinako teo @ fitondran-dRAVALO, fa mbola tsy nahita, an’i Lalao Ravalo iny nidina sur terrain toa an’i Mialy iny aho. Betsaka ny fanakianana ny association FITIA eto, fa ny tsy manao ihany no mahita ny tsy mety ary ny olona miasa tsy manam-potoana hamaliana ny TSISY ATAO ETO ry tanora a! de mahereza fa manana allier tsara ianao aty France aty, fa hitanao, ity France lazaina fa tsy tiana ity io mampizesta be an-dry Kintana io, de fantatrao tsara ny PSEUDO eto fa ny devoly r’ise no manan-drambo a! de ireny mitovy azy ireny ny element n’ny dadany e! hautin » VITANTSIKA IO,NY VOLA MISY FA NY HANADANIANA AZY NO TSY HAY » de menteur: »HIALA ANY KOA NY ONU,HODY AHO MIARAKA NY MIARAMILA SADEC, IZAHO NO MIBAIKO NY ATY…etc », betsaka ny namana mampita vaovao momba ny demokrasia any Mada @ izao fa malalaka be ny fanehoan-kevitra any,efa nolazain’i ANDRY tao @ BBC Afrika io, de jereo in-dray mitopy maso fotsiny ny gazety mpiseho isan’andro any ry kintana a! be lavitra ny mpomba ny dadanareo, tsy misy migafy, fa raha ireny Radio fahamaizinana ireny kosa no mikantona de rariny, fa ireny no sahy miteny ny Filoha HAT hoe Bitro, defa tsy rariny, zakan’olona zay lazainareo, fa ny mifanompanopa izany, tsy culture gasy, fa fitaizana nolovana t@ dadanareo, de io foana oa le tel dada, tel fils e! ekena, tsisy ny vola, ary mbola averiko @nareo, fa mbola miracle ary, izao mbola mapijoro an’i Andry izao, mbola voaloha ny trosan’i Madagasikara nolovaina t@ ireo filoha telolahy teo aloha(trois mouvences narodam-bahoaka), mbola vitany ny mampihena 25%ny fandaniam-bolam-panjakana(rapport banque mondiale io) sao de Rabe ndray no , lazaina mamorona eto, ary raha resaka tsy mahatanty demokrasia izany de Ravalo no champion e! sarin-dRatsiraka miseho ao @ télé n’i Zandrikely fotsiny defa tsy zaka, de nanakatonana ny VIVA, de eritrereto anie t@reny raha nisy média iray nahateny hoe RAINIVOANJO raha tsy namay e! refa notairin’olona anefa nalaky nibaradaka nifona hoe: TSY NETY NY NATAOKO RY VAHOAKA, de iza oa no mazana, Zandrikely sa BERLUSCONI GASY, tandremo fa Rabainareo koa taranak’Andriambodilova sy self made man ary mpiteniteny foana, ohatra an’Berlusconi a!une etrange ressemblance! c’est frappant, non?
    Nisy fotoana, nanaovako vacance tany Mayotte, sendra nanao spectacle tany ny Groupe TINONDIA, de niresaka taminay groupe gasy vitsivitsy izy, ka le rasta be iny no niteny taminay hoe: »mila fanohananareo gasy mpiray tanindrazana,@ fividianana ny album nay fa zahay ary raha tsy misy ny Pd Ravalo manome vola an’i Onja, tsy tafavoaka mihitsy ». De miesona eo foana oa reo ry Tanora, fa mihevitra ny dadany DEMI DIEU, TOUT PUISSANT, SAINT, » de marina ny anao hoe, nalefan’Andramanitra zandrikely nandavo ny andrarezina nirehareha sy natanjaka t@ volany sy ny pouvoir ny e! fa opay aho raha tafaverina eo io, ary raha miverina defa andrasan’ny lalàna sy ny Begalona, e! de aleo ry zalahy exile doré toy izay Tsiafahy a! tsy handeha aty izany io, fa ny hanao blocage économique fotsiny ny mahamay azy handotoana an’i Zandrikely, de hoe Rajoelina no responsable ny ity sy aroa araka ny article eto, kanefa ny ataon-dry zalahy tsy hitany! de aza manao ny gasy sagnagna foana oa! mivandravandra anie ny saina malotonareo e! mba miova @zay e! lany fika nareo!

  14. Il n’y a pas de gouvernement légitime

    en période de crise : parler de droits sociaux IRREALISABLES EN L’ESPECE , c’est du foutage de gueule…

    que la République s’assainisse dabord , avec de vrais démocrates…non des espèces de corrompus et corruptibles.

  15. Moi je voudrais savoir 2 choses :
    – il n’y avait pas une marée noire du coté de Faux cap, l’année dernière ? Gulser Ana pavillon turc ? Qu’est-ce qu’il en est ?

    – Les pluies artificielles sur Tana pour remplir Mandroseza et refaire démarrer la Jirama.. Quelqu’un a pensé à l’impact écologique que vont occasionner tout ces sels d’argent?

    Merci aux investigateurs!!

  16. http://www.youtube.com/watch?v=eK-YK8PpAoY

    Io ve izany lazainareo lasa koxa izany ry zalahy ? Dia hoatrinona hono izany ny pasy nomen-dRavalomanana azy ?
    Sao dia mba tsy marina kosa izany ê !! Hanaovanay cotisation izy fa dia mampalahelo izany hoe tsy manam-bola izany intsony !! Na dia…tsy misy takalony fa vokatry ny fo !!!
    Mialy sur le terrain ? Mihinana volam-bahoaka, manao praopagandy alohan’ny fotoana fa dia ehe !! Iny mba « diplaoman’ilay kely », mampatsiahy an-dry zalahy miteny hoe, mba mitady asa dia zavatra no atao diplaoma !!!
    Demôkrasia ? Maninona no tsy avela milahatra maneho ny hatezeran’ny TENA VAHOAKA ? Maninona no rahonana indray ny mpitarika ao amin’ny Magro ? Aiza ireto gadra pôlitika izay nolazaina fa avaoka ? Maninona no darohana ny Mpianatra mba mangataka ny vatsim-pianarana tokony ho azy ? Maninona ireo ministra faopla nilaza fa nanao démission daholo no mbola midongy birao, sa matahotra ny hivaoka ny trano ?……
    Banque mondiale ? Trafiquer-na daholo ny kaonty rehetra !! Aza mba izaho no tantaraina vala-maty, fa na ministera na inspection d’Etat misy olona fantatro daholo ! Pinen’na fiara avy aza Air-Mad no asaina mandoa azy !!
    Raha niteny hoe nisy tsy nety ny nataoka, tsy fifonana izany fa fialan-tsiny ary fanaovana aza fady amin’ny ny vahoaka fa nanome fahatokisana amin’ny olona TSY MENDRIKA TOA AN-DRY SYLLA SY JEMISAONA, sy ireo olona tsy alehany rehetra MPAMADIKA TANINDRAZANA REHETRA IREO !
    Asa mba hitrakan’ny tanindrazana no nandrasana tamin-dry zareo, fanonganam-panjakàna no nihinana volam-bahoaka nandritry ny fito taona !!
    TSSSssssssssssy mamokatra ê !!!!

    RAMBO ??? Io no anisan’ny hitiavan’ny vadiny azy koa, dia ahoana ? Mitady angaha ?
    Diso varavarana fa aza aty no mandondona !!!

  17. Mbola resaka turc ihany ?
    Sao dia honitra tamin’izany sambo rendrika izany no anaovan-dry zalahy fety lava miaraka amin’ireo ao ?
    Hitan-dry zalahy hoe venan daholo dia toa 40 hono ry zalahy no tonga ao an-toerana ?
    Nanao plisy plisy dia nividy omby dia hoe izahy no tena tia anareo, fa omeo daholo aloha izay azonareo omena !!!

  18. Mahereza Kintana a! izaho efa tofoka ny lainga tsara lahatry ny foza nefa dia MARIVO dia MARIVO
    tototra anie ilay izy e! afaka miady hevitra aho fa raha ity kilainga 2 ity aloha tsy mamely kosa! dia aleo
    miala manaja tena fa olon-dehibe fa tsy zazakely ka hifandrirotra @ ADALA lava eto.

  19. Le « futur » gouvernement de transition, doit s’atteler uniquement à la gestion des affaires courantes, à la préparation des futures élections, et n’est pas du tout habilité à prendre des engagements à long terme !!
    Aussi, que font ces turcs au pays ? Visite touristique ou transporteurs de fonds ??

    Pour les foza de service !

    Samedi 20 Août 2011. Midi-Madagascar
    MALVERSATIONS : DES INSPECTEURS D’ETAT DENONCENT !!!

    http://www.midi-madagascar.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=14758:malversations–des-inspecteurs-detat-denoncent-catid=1:politique

    HONTEUX !!! ECOEURANT !!!

    On ne nous dit pas tout, mais on saura tout !! BIENTÔT !!

  20. Kintana tena manantsaina ianareo fa Fanatik loatra ka lasa manao jery mibiloka.
    Mialy mbola tsy maire Rajoel dia efa presidente association mpanome kit bebe sy fanafody ny vehivavy mpiteraka tao Befelatanana reefa fete de mere sy krismasy sy taom-baovao.
    _ efa tenenina ry KIntana fa Malalaka ny fanehoan-kevitra eto an-tanana izao, malalaka loatra aza ka dia manjary manao insulte indray ny mpanohitra amin’izao.Ary miaiky ny temperemment ny Baoy Kely izaho aloha hatreto.
    NY TENA VAHOAKA tsy tezitra ary tsy te hilahatra ry Kintana a. Fa raha tianao ho tezitra ny Vahoaka dia Ampidiro eto ra8.
    Ary Farany Kintana, Tena marina ny anao, Tsy mba diso izany ra8, fa ry SYlla, Jemson,ZAZAh,Jean Marc koumba, Vakitampona, Lahiniriko, ry TIM… ny manodidina azy rehetra,ny miaramila,Simao, ny mpitsara, ireo maire nahazo moto reetra, chef de region…….. ny vahoaka foza reetra, ny vahoka malagasy mihintsy e, diso daholo sy mpamadika daholo.
    Aza matahotra ry Ranval sy Kintana fa inareo tsy mbola diso aloha izao fa mahereza.

  21. Hi hi hi !! Mampatsiahy an’ilay kanosa mil’ady !!
    « TAZOMY (amin’ny NOTAM ) io ry zalahy, sao dia matiko eo !! » Sady mihemotra sy mifezaka ny anao lahy, no be vava !!
    Analyser-ho fotsiny ny isan’ireo pisodia, nivadika ho arema, dia nivadika Hery velona , dia niverina ho arema, dia nivadika TIM !!
    Dia avy eo ho inona ? Nanangana an’izao antoko avy any anaty lavaka izany ny sasany !
    DIA HIVERINA HO TIM indray atsy ho atsy !
    Tsy i Mialy irery no manao asa soa ao amin’ny tanàna ; tsy argument valable izany !

  22. i Lalao koa ange nanao asa soa e, ary tokony ho tohizany izany reefa tsy hanao ny vadiny. Fa ny Fanenjehana olona fahatany fotsiny no tsy mety ry Kitana a.
    Toa efa tsy misy Notam intsony izao, Sady olona nahay nitsoaka adidy, ve ry kitana dia tsy ahita lalana hidirana a, fa tsy mahatoky ny fiarovanareo Vahoakany izy a, vitsy loatra inareo hiaro azy.Dia mitady securite any am Afrikanina izy hiaro azy.

  23. Hainao tsara ry Tanora ny mamaly azy a! ampy an-dry zalahy tsara isika!tsy nisy nanelingelina mihitsy izy ao @ Magro ao e! fa raha havoaka hanao la casse sy handoro fiara sy hanao barrage kosa! sakano fa voalavo mpandrava efa. Raha resaka mpianatra omaly de rariny raha mitaky ny bourse 2 mois tsy voaloha izy! fa raha ny kiosques sy ny mpivarotra kosa no toraham-bato, de miditra ny mpitandro ny filaminana na de voahitsakitsaka aza ny franchise universitaire, de iza le tsy mpianatra voasambotra, ce n’est pas un de notre, hoy ny solontenan’ny mpianatra, de tsy maintsy ry Rainivoanjo ndray zay no manao infiltration, ary zay no nampitsaharan’ny mpianatra haingana ny mouvement ny, de nanao négociation haingana fa tadiavin-dry rainivoanjo hatao raharaha politika le izy e! Olon-kendry ry Kintana tsy misy ohatra an-dRajemison reny a! very element favy ianareo, fa fantatr’olona foana ny tena lohana jiolahimboto. Ary raha comportement sy fomba fiteny zany, de ilaozan’ilay Zandrikely lavitra Ravalo. Ary ny fananany force tranquille, tsy zakan’ny tsenanareo sy ny dadanareo mihitsy; de jereo zay tena maboto e! Ry Ndafy, ireo Ondaty miteniteny foana sy manompa olona ao @ magro ao, ry Mamy tsy lazaina intsony, toa ni s’excusé t@ ambassadeur frantsay t@ tsy nanolorana lisitra ara-potoana ministra Ramamy (vakio gazety androany), fanga hanao ihany hono e!ary Ravalo toa ni raccroché n’i Zafy au nez t@ téléphone, 5 minitra fotsiny ny conversation, sa nibaiko an’i Zafy hoe, tsy maintsy ampodian’i Berizikin’la za. Mba oa mandadilady refa mila zavatra fa mokony tsy mankaiza ary zesta nao ty toa manahira hoy le hira e! Ra za r’ise olona hampiasa vola izany tsy hitodihako lamosina ry Kintana a! sa be fialonana @ relation MADA TURQUIE ndray ve e! de na de io aza no voasoratra ao @ FDR ry kintana, raha misy manampy ahy na manangan-javatra tsy atosiko vohon-tanana a! io foana oa le saina malotonareo sy dadanareo, atao otage foana ny vahoaka, aza mapiasa vola @io fitondrana io, de jereo oa ny gazety androany momba ny lalana Ambatondrazaka tsy vitan’ny dadanareo, fa ataon’ilay Zandrikely tsy manam-bola! averiko foana fa tsy tia tanindrazana zany oa nareo, fa fisehosehoana no betsaka, ary raha io fahaizana io foana oa no resahana, samy tsisy diploma izy mitsama reo, fa ilaozan’ny Zandrikely lavitra raha fahaiza-miaina, de io ny hitarafana ny fihetsik’olona nianatra r’ise a! na de @ntsika samy eto aza! de aza kivy ry tanora a! MANIPY GUANTS ve Rana a! tôt ou tard, tsy maintsy mandresy ny marina koa! sa ahoana? lany fika e!

  24. Lapsus révélateur sa inona ilay hoe : Tsy mahatoky ny fiarovanareo Vahoakany izy ??
    Mialy : Nizara mofo folo taloha, iazo 10 000 0000 (ohatra) satria TSY VOLANY FA AN’NY VAHOAKA NO NAHODINA !!!
    Ilay kely aza nangata-bola « taty aminay taty », hoe hanarenana ny Hôtel de ville !
    Nampiasaina nanonganam-panjakàna ny vola azo !
    Tsena mora : Miady ny mpividy
    Trano mora : Ho an’ny akama irery ihany
    Vary sy hena mora : Ho an’izay vonona hanohana ny mpanongana eny an-dalana
    Pestakla mora : Mahazo mijery sokatry fotsy izay (m)nanohana ara-bola !
    Etc..
    Ho fin daholo izany rehetra izany fa faillite i Sarkozy izao !

    Tsiahy !
    Association GA.TI.TA an’ity Virapin sa Vilapin ? Milaza fa tsy mpanao pôlitika, fa asa soa ihany ; kanefa niazakazaka nanao ministra mpanongam-panjakàna ! Izany ny mpanao « asa soa Foza » !!

  25. Diso fantatro laotra raha izay jemisaona no resahana eto !
    Ireny no atao hoe « tsy mahafantatra valim-babena » !!
    Mitana comptabilité no kapaokan’i Jemisaona fa tsy natao ho mpanao pôlitika ! Ny tenany ihany aza no namboraka an’izany !
    Mba nomena andraikitra goavana, dia nidingindrambo, mitady andefa rivotra mihaotr’ity fitombenana ! Avy eo tsy henatra tsy tahotra, nilahatra miaraka amin’ny foza ! Tsy fay ka mbola nitonatonana, nopehan’ny mpitondra fanjakàna soisy !
    Anisan’ny fahadisoan’i Ravalomanana izany, satria nihevitra izy fa azo hitokisana ilay tary io !!

  26. Kintana a.Efa hoe ra8 tsy mba diso izany fa olona Saint, fa Ny vahoaka eto madagasikara no diso sy Namadika azy, Tsy nahagaga raha nitsoaka izy, tsy aleo ve miova firenena e, hatao Tikoland sy Magroland indray e.
    Information indray ry Kintana a: efa misy izao ny yaourt vita gasy ary tena tsara, ireo operateur madinika any Antsirabe no mitambatra amzany,sy ireo tantsaha mpiompy.
    dia ilay projet na fromage gasy nopotehin’ny ra8 tamzany koa efa miverina amn’izao.
    Fantako fa tsy mahafaly anareo izany ry Kintana, fa tena mahafaly ny vahoaka tantsaha (foza) reefa tsy monopolisena.

  27. Kintana! hitondra sa hanome fankatoavana ny Turcs?zara aza mba misy manohana i domelina fa
    angaha moramora izany voadaka vody lava ,izay haleha rehetra maneno sahona daholo « TSY IZY IALAH!!! »
    saingy mamy be ilay seza nangalarina ka hodiana tsy heno sy tsy hita izany.Bernard Tapi aza hamelarana tapie mena,i Mialy efa tsy
    ferana ! velarina daholo izay azo velarina fa EEE! tsy misy fankatoavana e!dia ity mpanakanto avy any Soudaf tonga tao hi!hi!hi!!!
    napme be! efa tsy tratra domelina naka sary niaraka taminy dia natao …….Dray !!!habeanjavatra re izany ????miaraka @ ireto FORONGO
    rehetra fa RAPREZY hono e!!!nefa ny tetezamity aza mbola tsy nisy T@ ‘io fotoana io an!!!O ray olona a!! izany no olona miseho
    ho mpitondra FANJAKANTSIKA ao, dia ny tena no MENATRA oah!!Ry Sakamalao isany moa dia efa tsy lazaina intsony ny
    nindraindrana azy fa EEE!! mbola tsy misy ary Tsy azo ilay fankatoavana e!!

  28. Fa naninona koa ary dada no NIATAKA tany ?? izao izao dada lasa MALAZA BE sady vao maika
    MAHERY fa nahazo FAMPIOFANANA be dia be nandritra izay FOTOANA nangalaran’i foza sy nandrobany izay!
    Tongava dada a! hampiaro aty daholo ny lalana rehetra @ tany MANDROSO toy ireny hialan’ireto FAKOFAKONDRAHA
    rehetra ato @ FANJAKANA MALAGASY manamaimbo ny fitondrana aty amintsika aty, aza hatao misy mahita hirika @
    teti-dratsy rehetra fa hamafiso ny FANGEJANA @ RARINY, dia avelao hianjaanja ho hitan’ny havany eo ireo zatra MISOLOKY.

  29. Tena tary loatra nareo Ranavalona a! vetaveta fiteny e! tena romotra daholo ianareo ato! fa naninona anreo ary Zandrikely sy Mialy vadiny, ie marina ny anao Rana, fa dadanareo tsy miasa saina @nareo zany, fa ny exile doré sy ny sezany very no mahamaika azy, tsy za @ place kosa!hi!hi!. De io fona oa! Kintana, Ranavalona samy MANANDRAMBO daholo e! ireny ny bandy nibôsy e! de ny taigna no menatsa! aleonay foana oa fozakely ambany Tanàna am-pahatsorna eny foana! ataon’i Zandrikely mandraingiraingy nareo an!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *