Quand les « coïncidences » font une évidence !

Des hommes d’affaires auraient amassé des richesses en un rien de temps durant cette Transition révèle un quotidien de la capitale. D’un autre côté, le peuple s’appauvrit et la Transition de Rajoelina ne pense qu’aux avantages et aux privilèges des politicards pour un pari gagnant/gagnant. De plus, depuis plus de trente mois de crise, les exportations illicites de bois de rose faisaient la Une de la presse tant locale qu’internationale. Serait-ce une évidence ?

Cela semblerait une évidence même puisque certains reportages diffusés sur des chaînes TV internationales démontraient l’implication de certains tenants du pouvoir dans ce trafic juteux. D’ailleurs, combien de fois, avons-nous lu et entendu que des cargaisons de bois de rose en provenance de Madagascar auraient été interceptées en dehors de la Grande île ? En réalité, ces exportations n’ont été bénéfiques ni pour le pays ni pour son peuple dans la mesure où les revenus s’y afférents seraient presque insignifiants par rapport aux autres sources de recettes pour l’Etat, voire même « imperceptibles ».

Actuellement, Madagascar se retrouve « exposé aux risques du changement climatique ». L’on ne sait pas si cela a un lien avec les exploitations illicites de bois de rose mais, la déforestation y est certainement pour quelque chose. Alors autant les interdire, non ? Mais avec la conjoncture actuelle, l’on doute fort que le pouvoir en place y arrivera puisque de nombreux intérêts personnels y seraient en jeu.

Sur ce dernier point, de « nouveaux riches » gravitent autour de la haute sphère du pouvoir et parfois, des conflits d’intérêts sont inévitables. Les médias locaux en parlent et en politique, des faits similaires sont perceptibles et illustrés par les guéguerres intestines au sein des partis ou groupements politiques. Avec de telles attitudes, quels changements avaient espéré les partisans de la révolution orange de 2009 ? Quand même… c’était prévisible, non ?

Au passage, par pure « coïncidence » (cela va de soi), les financements extérieurs étaient bloqués. Les foza se seraient demandé pourquoi le « régime Rajoelina » n’est pas reconnu jusqu’à présent contrairement au « tolona » de 2002 !? Nous connaissons les réponses ! Moyennant mensonges et mascarades, il fallait apaiser les esprits alors que les ressources financières manquaient.  Ainsi, nos ressources naturelles et minières allaient défrayer la chronique, bois précieux, Wisco etc… Encore des coïncidences !

5 pensées sur “Quand les « coïncidences » font une évidence !”

  1. Raha mbola io feuille de route ,faille déroute io aloa no hato eto dia tsisy raha hanjary miintsy eto Mcar é! TGVENDRANA VE NO HATAO lohan’ny tetezamita ;iza angaha manatsafidy a tsy ny reny mamlala no lohany ao !Tsanagan’olona fotsiny io fa otran’ny havovany ny tsostoka an’i OAUTARA any Cote d’ivoire dia ny tsostoka no mandidy azy satria ny tsotsoka no nanampy azy ho tonga teo @fitondrana nagalarina na folo taona ary isika eto iany !Tsy hanaiky io article 20 io mandrakizay ry zareo satria tsy tian’ny tsostsoka sefon’i tgvendrana ny hiverendRA8 eto MCAR ,
    TSY AZOKO MIINTSY INONA NY HADANIAN’ny NY MOUVANCE RA8 Andro sy MITSOFOKA MIARAKA @ pUTHISTE tant que manao négociatio n aminy lava ny mouvance RA8 dia faly izy satria ny HITARAZOKA NY TRANSITION ny but-ny ,mody hoe tsy ekenay ny olona hatolotrareo é! tsy azoko miintsy reto mouvance Ra8 reto ,maninona ary tsy ny accord ny Cotonou no hampiharina dia vita ;alefa MANGALAZA ka é é! MBA TONGA SAINA RE OLONA fa raofiny ny vazaha daolo ge ny harena ambanin’ny tany é! Sanction hapiharina reo Putchiste reo !!ra8 variana @ reto Sadec lava tsy MAMAOKATRA RETO NY UE na ny Amerikana NO TOKONYhamaha ny olana eto Mcar EFA FAntatra ilay Sadec fa vidin’ny tsotsoka lava ,ary na ireo iraka alefany aza MALAZA FA FALY TSY MIVAHA NY OLANA ETO MCAR ,@zay lasandrizareo ny vola tokony omen’ny Fmi AN’I MCAR ?raha mba mihaino an’i mme NAIKA eliane sy ny gtt Genève RA8 dia mba efa ela no nivaha ny olana ,ny accord ny COTONOU no tokony hapiharina eto sinon tsy hita ntsony zay hinoana ,hoe tena miady ve ilay mpanao politika sa mody miady !!!!
    Rajoelina ny tsotoka no lohany ary ireo no mitondra an’i MCAR DEPUIS 2009 dia na olona mikimpy aza ve tsy hahalala izany ???donc zay tindreo no hataondradomelina ,n’inona 2 stratégie ny opposants tsy domelina mintsy no hatao loHan’ny TETEZAMITA dia avy eo Beriziky ekena ho PM nefa efa ny tsotoka sy radomelina no tena nanolotra an’io rangahy io dia ny article 20 aloha ny fampiharana azy dia tsy HISY é! satria ny reny malalandradomelina tsy hanaiky ary efa vonona amin’ny ady antrano Domelina sy ny forongony !Fantany ra8fa raha milatsaka dia ho lany dia mazava zany fa any ankibon’ny omby ny fampiharana io article ny fiverendra8 io !Mba mieritrereta re Tompoko fa mahantra ny vahaoka hanovanareo politika ny seza lava eto !!!!

  2. Bako! izaho koa dia mitovy hevitra aminao!fa ny zavatra mba niandrasako dia noheveriko fa
    mba manana PAIK’ADY hafa ny ankolafy RAVALO matoa NIJABAKA toy izao???dia ho hita
    eo e! aza mbola manary TOKY aloha fa mbola misy HANTENAINA, dia mivavaha mafy !!

  3. Ireo voalazanao ireo ry bako no tena marina !
    Tsy hisy reconnaissance izany oe, fa ny olana dia mandeha ny fotoana, mijaly ny vahoaka, ary ny foza manao izay « danin’ny kibony » !!
    Ao amin’ny Tananews misy resaka mahatsiravina ataon’ny iray amin’ireo ministra foza ireo !
    Atramin’ny fasan’olona no potehina !!
    Ka ny hafatra ho an’ny ankolafy Ravalomanana dia mba izao : Aok’izay ny concertation, négociation sy ny fitadiavana compromis, fa lasa compromission indray izato atao ; ireo foza ireo dia tsy mihevitra ny hiala teo raha tsy ny miaramila amerikana no manesotr’azy amin’io toerana NANGALARINA IO.
    Mahamenatra ity TOMPONY MANGATAK’ATINY ity !! NY MPANGALATRA INDRAY NO NAHAZO NY NOFON-KENA TSARA REHETRA !!
    Omeo an’ny Teza, na ny hafa ankaotr’ireo mpanongana ireo ny baolina, rahatoa ka tsy vonona ianareo hitifitra sy hamono baolina ! Jereo ny manjoa an’ireto vahoaka ry zalahy â !
    Ny CI koa efa niandry hatry ny ela an’ny vahoaka malagasy, fa toa voan’ny domelinaozy daholo koa !

  4. F’angaha tsy henon’i Kintana ireo Gidro t@ ilay grevin’ny mpianatra iny fa nataony mafy
    mihintsy ho heno tao @’ilay Video sady teniratsy variraraka no mbola nampiany fa  » tsy matahotra an’i OBAMA
    hono ireto donto??? dia ny tena no menatra! efa tafiditra ao @ ireo mpitarika ny Virus koa raha tsy izany ve hokonikonenina
    ery ireo lisitra hay efa FOZA ny atsasany,dia mazava ho azy fa ny foza no noraisiny dia ny tsy foza nadabony.Avelao oah! tsy
    maintsy hipoaka io! Dia ity tapabarika Onitiana koa mba nianakendry fa « aiza hono ny FIANDRANAM-PIRENENA @’ireto miaramila
    SADEC? » fa mitapina inona ny masony @ ireto frantsay misalotra galona sy MANAPOIZINA ny miaramila GASY any @ toby any??
    izany no mbola toetsaintsika,mampalahelo! ka ny Miaramila SADEC aza lazainy an’izany fa maika fa raha ny AMERIKANINA???

  5. What i don’t understood is in rtilaey how you are no longer really a lot more well-preferred than you may be now. You are so intelligent. You know thus considerably relating to this topic, made me in my opinion consider it from so many numerous angles. Its like women and men don’t seem to be fascinated unless it’s something to do with Woman gaga! Your individual stuffs nice. At all times maintain it up!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *