5 pensées sur “Sary milay Magro Behoririka, 23 Nov 11”

  1. Matoky fa tsy maintsy ho avy tsy ho ela ny fandresena ho tsenaina rapitsn’o i Deba dia ny vondrona efatra miarakan’Roindefono hanala i domelina sy ireo forogony eo @ fitondrana ary ho tonga tsy ho ela ny filoha Ravalomanana

  2. Raha ohatra i Zanakisoa mamela an’i Deba hody tsy hotsaraina amin’ny heloka be vava nataony dia tokony hamela an’i Dada hody izy izay tsy nahitana heloka teo aminy.Tokony tsy hiangatra ny ministry ny fitsarana raha io koa no mbola eo.

  3. Enga anie ka ho tanteraka izany Rasendra!!
    Ary Dadabe zafy izany inona @ Njara??sarindiky ???hi!hi!hi! izay mahalehilahy azy izay mihintsy no
    tsy hitiavan’i chataigner azy fa aleo sarindiky ho lalaovin’izy sy domelina ary I tsikirity jereo « foza mafana » dia ho hitanao fa tsy
    mila io izy.
    Fa olona ve izany zanakisoa resahan’i Bemafohy izany e! efa hoe tsy misy mankatoa io fitondrana io eo koa mbola hasianao
    resaka ihany ity izy,sady aza manantena na inona na inona @’ireo foza ireo na dia TAPA-PANJAITRA IRAY AZA.Tsy hamindra
    fo aminao izany ireo fa bedin’ny devoliny , raha vao MANAO ZAVATRA TSARA ,olona efa nanao fanekena ireo fa tsy hanao
    hafa afa tsy ny RATSY.

  4. I kala Lalatiana ry tonaka e!! nitsangana t@ maty! fa taiza foana indry izay
    indray vao hita marina???io koa i Roger milay be izany tao @ Magro izany androany leeeee!!
    ‘ ndao hody daholo e!aorony ny entan-kely dia andao daholo!!efa tonga any @ tanana daholo ny olona Zalah a!!
    isika irery sisa tavela aty, tsy ho tonga angaha ny anay hoe! hataonay may ny tanety Rangory ka aza mifanorisory.
    Faly be aho fa tsy nandiso fanantenana ahy Dadabe Zafy fa nazava tsara ary AFA-PO aho t@ FANAZAVANY, izay
    no mapitapôlaka ahy io fa aza omena tsiny e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *