Tadiavin’ny Frantsay ravana hatrany ny tolona !

My beautiful picture

Nitohy toy ny mahazatra ny fanazavan-kevitra nentin’ny mpitarika tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Behoririka.

Ny solontenan’ny vehivavy Tiako i Madagasikara, Andrefan’Iarivo, Ramatoa Charline dia nanambara fa tsy maintsy handresy ny tolona niaretana nandritra ny telo taona. »Matokia ny filoha Ravalomanana » isika hoy izy, miraisa hina, hatambaro ny hery fa kely sisa dia ho tratra ny tanjona.

I Tsianihy, solontenan’ny faritra Atsimo Andrefana  indray dia nilaza fa manana adidy lehibe ny mpiara-mitolona ny hampody ny filoha Ravalomanana alohan’ny 17 Novambra ho avy izao.Mila tanterahana amin’ny an-tsipiriany ny tondrozotra hoy izy.Tsy mila jiolahy ny fitantanana ny firenena, hoy hatrany ny tenany.

Ny senatera teo aloha, Jean Louis Rakotoamboa indray kosa dia namaky bantsilana, tadiavin’ny Frantsay ravana hatrany ny tolona.Miraisa hina isika, indrindra ny filoha Telolahy  sy ny ankolafy telo .

Porofo fa mbola misy ny jadona sy ny herim-pamoretana.Notanana am-ponja vonjimaika ilay tovolahy mpianatr’Ankatso nosamborin’ny Emmoreg, raha tena mahay ny mpitondra ny tetezamita dia tokony havoaka ara-potoana ny vatsim-pianarana fa tsy andrasana efa mitokona ny mpiantra vao mandray fepetra.

29 pensées sur “Tadiavin’ny Frantsay ravana hatrany ny tolona !”

  1. Aiza ny marina e! toa voalaza fa tsy nisy voasambotra ny mpianatra fa ny miaramila
    aza no nitondra ilay NARATRA TANY @ HAPITALY???nefa voalaza io indray fa
     » notanana aponja vonjimaika ilay mpianatra nosamborin’i Emmoreg »??????

  2. Malagasy Mandroso a publié un communiqué, intitulé « Pour une nomination nulle et non avenue »

    Extrait: Si la désignation de M.Omer Beriziky est une violation évidente de la Feuille de route, comme vient le conforter le fait que la quasi totalité de la communauté internationale n’a pas reconnu le Premier ministre de Transition, il faut en même temps dénoncer ceux qui vont empêcher, et empêchent depuis trop longtemps, l’instauration de la paix à laquelle aspire le peuple malgache.

    La suite sur http://www.malagasymandroso.org

  3. APARITAO FA TSY HORS SUJET AKORY

    gaqa ihany izaho raha sendra mba nanokatra ny site i SOBIKA.COM. Tena mahamenatra mihitsy mahita ny ao manoratra teny ratsy ary ilay dia tena tena mamoafady mihitsy.Izaho aloha dia faly mihitsy , tsy hoe sanatria akory ilay TENY RATSY, fa io SITE AN’ I SOBIKA io mihitsy no tena tsy misy ilaina anazy mihitsy fa rehefa PRO RAVALOMANANA tonga dia tsy omena ry zalahy alalana manoratra ao intsony, midika izany fa SITE manaiky TENY MALOTO, ary ny tena mahagaga dia tsy fafàny ry zareo mihitsy ilay TENY MAMOAFADY.Ka mbola averiko ao aminareo izay milaza fa mila miresaka aminy admnistrateur fa afaka manoratra, tsy te-hiteny mavesatra aminareo ao aminy SOBIKA ao izaho fa raha aminy tena izy dia tokony efa akatona tanteraka io SITE NAREO manaiky ary tsy mamafa ny teny RATSY ataony ny mpanoratra ao, ary ny tena mampalahelo dia ny olona tsy manoratra tena ratsy fa PRO RAVALOMANANA dia tapahanareo avy ny heviny, nefa tandremo fa misy farany ny zavatra rehetra. Raha izaho indray aloha dia tsy hisolelaka velively amin izay SITE NAREO, mahamenatra fa SITE manaiky ary tsy mety mamafa teny mamoafady ary farany hianareo ireo mihitsy no tokony gadraina any TSIAFAHY ary tokony saziana handoa vola .Izaho manoratra dia tsy nomenareo alalana hamoaka ny hevitro intsony hatraminy 19 FEVRIER no mankaty satria mantsy PRO RAVALOMANANA, ary izaho dia pro RAVALOMANANA MANDRAKIZAY. Dia miandry ny FANAKATONANA N Y SITE AN’I SOBIKA fa tsy mendrika ny HISOKATRA intsony; mahamenatra marina mafy; ITY VAKIO ETSY AMBANY ETSY NY SANTIONAN’NY TENA RATSY MAMOAFADY.

    forybemitsritika 10/11/11 15h00 SITE AN’I SOBIKA IO AN!

    lattakomby masiso minisitry ny kindinali
    lattakomby masiso minisitry ny kindinalikka be ,misosolataka voanjory tsaramaso wawapoury eto fotsiny
    forimitsonika ,lattaka matilava fory misonenina vody masiso kfj wawawawawaw

    tetezamita 10/11/11 18h20

    mahasosoppoury mihitsy fa misy mangalatr
    mahasosoppoury mihitsy fa misy mangalatra ny ps ko ,le Noma fotsy volombody io no tena mitapy pourry eto

    Tsy woe sanatriavina woe mamerina anilay teny ratsy izaho fa tiako hampifantarina aminy be sy ny maro ny fahamarinanizany ary koa mbola mamerina ihany fa OLONA RATSY LOHA ITY SOBIKA ITY, TSY ARAKY NY NAMPOIZINA

    MANGATAKA AN’I SOBIKA MBA HAMALY HAINGANA ANIZAO ZAVATRA MAHAMENATRA IZAO FA RAHA TSY IZANY DIA HIANAREO IREO MIHITSY NO TENA MAMPIANATRA RATSY

    MIANDRY NY FANAPANKEVITRY I TGV IZAHO HOE: MBA AHOANA NY FAHITANY ANIREO TENY MAMOAFADY IREO; I LEIRY KOA moa EFA NAMELA NY VADINY HIJERY
    ANILAY FAMPISEHOANA MAHAMENATRA TENY IVATO IZAY NANDANIANA 1.000.000 FMG.

  4. Rasamy ! ary efa hitanao fa ratsy dia inona no mbola sisifanao any??
    dia @’ izay koa mbola haverinao eto nefa tena mamoafady tsy faseho masoanadro.
    izaho efa ela no tsy nijery io site io ary efa tena hadinoko aza fa ianao izao no mampahatsiahy ahy eto indray.
    Rehefa miaraka @ dada ianao dia ny aty @ site- misy an’i dada jerena sy HATEVENINA fa aza maka « L » any @ site-na
    DEVOLY any, avelao izy samy ratsy any no hifampidera ny haratsiany, sao ianao koa no hifindran’ny Fanahy ratsiny eo!!
    Aza miasa loha @ izany fa tsy mahagaga izany Rasamy a! DEVOLY izao no manjaka ao @ tanana ao,mahazo vahana
    daholo rehefa asan’ny ratsy ary tena mirehareha @’izany mihintsy ny MPITONDRA milaza ho filou.

  5. Fanga nandray anjara @ ilay processus ndray ny mouvance ravalomanana e
    to nanolotra anarana ho ministra indray manaiky an’i beriziky indray zany
    miovaova be izy zany tsy hita zay tena marina @ ireto anjely reto

  6. SOBIKA dia an’i Mamy Ravatomanga SODIAT (herintaona izay?) izay anisan’ny namatsy ny fanonganam-panjakana ary nanankarena tampoka nandritra ny fitondran’i Zafy. Anisan’ny manao monopole ny fanondranana Leitchis ary mitono tena ho filohn’ny Fikambanana Mpanondrana Leitchis taty aoriana naka fitondrana Andry.

    Mila mitandrina @ Frantsay fa refa mbola trsy miala ny Magro isika dia mbola any aminy ny fahefana, mila mitondra sora-baventy tsy manaiky izany koa anefa.

    Tsy misy ny demokrasia, ao anatin’ny fitondrana nagalarina sy jadona isika izay hitantsika ny fiantraikany…Mila mihetsika efa halohalika ny ranombary, efa be no tsy mihinankanina sy tsy manana trano fialofana ary mihapotika manaraka amin’izany koa ny toe-tsaina.

  7. EN forme tsara ve i ATMIA izany aloha fa toa tsy a jour mihintsy, ny Mpitarika anareo aza hanao minisitra ny HAT, dia hoe mbola hitondra sora-baventy indray. Raha izaho ianareo Fransman indray no asiana fa toa mibaiko ny dadanareo, ka mahatonga azy tsy ho credible ntsony.

  8. @ Tanora sy Traffe sy Massoud


    Tsofina rano ianareo ho any amin’ny Sobika izany e !
    Mendrika ny mpanohana an’i Domelina rehetra ireo teny ratsy ireo Rasamy a !
    – Manantena izany fa tsy hahita an’ireo voatonona ireo intsony, fa ambany saina loatra no tsy antonona hidinidinika eto !

  9. Mijery ireto sary mahafinaritra ampisehoan’i MyDago ireto aho dia mijery ilay lazain’ny sasany hoe « rovi-pataloha ».

    Miteniteny foana toy ny fitondràna HAT.
    Mety tsara ny tsy hahitàna ny mpanohana an’i Domelina , fa angamba dia sary mamoafady daholo no ho hita.

    Tsara sy mety ny antsika eto amin’i MyDago e ! Ny tolona no tohizana fa avelao hivovo eo ny mpanohana an’i Domelina.

    Ny tena tsara dia tsy mamaly mihitsy izay soratany !
    Sa ahoana ny hevitsika Manohana an’i Dada ? Mba asiana Solidarité kely !

  10. Tsy lanin’ny vavonin’ny vozongo mihintsy raha mandroso tsy miankina aminy i Mada. Ny produits vitan’i Ravalomanana(yaourts, glaces, menaka, ronono…) dia tena tsara ka na tany ivelany aza dia nandeha tsara (afrique du sud,G-B..;) ary nibahana ny marché local eran’ny nosy ka tsy afaka nahazo vahana mihintsy ny an-dry zareo frantsay ka nialona ny menasofina ka nahatonga azy nanala an-dRavalomanana. Dia aleo’ny sasany ny vokatry ny reny malala no ampiroboroboina toy izay ny an’ny tena.Misy tena tsy mahalala ny atao hoe fitiavan-tanindrazana mihintsy ny malagasy.Hita eto amin’ity forum ity izany.

  11. Zyrkosa! manohana ny hevotrao aho @ ilay hoe:  » tsy valiana  » fa ampiako hoe tsy jerena
    dia rehefa tsy voavakinao inona moa no hamalianao azy eo?

    Traffe! ny minisitra sudaf hono no nandresy lahatra an’izy 3 mirahalahy mianaka dia izay e!!
    ny zavamisy koa anefa dia i NAika manamafy fa » tsy mahalala io PM vao2 io « izany hoe : tsy mankasitraka an’i Beriziky.
    Mifanipaka be ihany ilay raharaha fa na izaho koa aza mba FANINA, nefa angamba manana tetika hafa ry zareo ,
    tsy azo hafenina koa anefa fa efa impiry domelina no manao ny hataony ka asa mbola misy inona hantenaina na andrasana
    @ olona toa an’i domelina???Dia aleo angaha fotsiny hapetraka @ dada ny FAHATOKISANA. Rafotsibe very laona e!……….
    Ny ahiako fotsiny dia sao SANATRIA ka efa tonga hatrany @ SADEC ilay VIRUS fa ny TROIKA efa SUR 100% aho.
    efa vao nihaona t@ domelina tany ireo TROIKA ireo no efa hafahafa sady nivadi-dela be ihany. Enga anie ny hamisavisana
    ny ratsy hiavian’i SOA.

  12. Bemafohy topazo maso kely fa misy vao2 nilatsaka vao izao ao @ Gtt.org.
    tsy maintsy izy samy izy ihany no hamarana ity lalao ity,izay no ady farany eto.

  13. Ka mety izay no antony nahatonga ny ankolafy Zafy nanolotra an’i Omer satria raha kandida legalista no natolotr’i Zafy dia mety efa voatifitra ohatran’i Ratsimandrava ny PM. Ny menasofina ihany no ambadik’io satria araky ny post efa hitako teto dia misy gradés vozongo miara-miasa amin’ny gradés gasy eto mada dia mora amin’izy ireo no mividy azy ireo. Ny numero an’i Botozaza dia azon’ny frantsay mora foana. Noho izany dia misy mpamadika ao amin’ny ankolafy Ravalomanana satria dia voavidy koa io araky ny voalazan’i tananews.
    Ka iangaviana indrindra aloha hiray hina ny malagasy tia tanindrazana rehetra.
    Iangaviana ihany koa ny filoha Ravalomanana sy Naika Eliane hiresaka amin’ny CSP na ny Conseil de Sécurité et de Paix mba hanova ny rafitra miaramila sy hanavao izany.
    Hiangaviana i Lila Ratsifandriamanana hiresaka amin’i Koffi Annan mba ho fanohanana ny fangatahana ataon’i Ravalomanana sy Naika Eliane.
    Hiangaviana isika hanao SIT IN eo amin’ny masoivoho reny malala.
    Hiangaviana ny ankolafy Zafy mba hitondra ireo porofo ananany ireo any amin’ny UE,CSP,Ny nations-Unies ary ny USA sy ny ligue des droits de l’Homme.
    Dia alefa amin’ny ARTE koa ireo porofo ireo raha azo atao.
    Fantatro fa matanjaka koa ny GTT ao Genève ary afaka mangataka ny TV suisse romande mba handefa ireo porofo ireo amin’ny fahita lavitra.
    Aiza ho aiza tompoko ilay pétition momban’i Chataigner?

  14. Amiko dia misy mpamadika ao @ Zafy aloha! ilay ingahy niteny iny aza efa tsy HENATRA fa nitonon-
    tena dia hoe RAPREZY ( domelina io!)mifono zavatra maro io amiko ary efa miteny ho azy ny SARY aloha, dia
    na mety koa valifaty io fa mety nanao fanekena tany i domelina dia izao anefa toa tsy maintsy hanaraka ny FR .
    Fa ny tena marina dia mbola tetika HANAKANANA an’i dada tsy ho avy ,satria tafiditra ao anatin’ilay fahatongavany mihintsy
    ilay tetika kobonin’ireo be galona ireo.Dia mody mba hoe domelina koa hi!hi!hi!rarahian’iza inona iny na ho FATY ATATATRA
    any aza!
    Voalazanao mihintsy ny antony nifidianan’i Zafy an’i Beriziky ka io no antony hiadivako eto foana,fa tsy maintsy ao raha! any@
    Zafy izany ny baolina @’ izao?
    sao dia tsy mifanahaka ny resak’isika sy Bemafohy fa hitanao ve aloha ilay video tao @ gtt?

  15. Dia ahoana indray ity ry havana rehetra an!

    COMMUNIQUE
    Le GTT International Genève réagit et demande la mise à l’écart de M. Rakotoarivelo
    Notre appartenance à la Mouvance Ravalomanana nous oblige, GTT International-Genève, à réagir face aux derniers développements de la situation nationale. Nous le faisons notamment en conformité avec le principe d’indépendance qui nous a toujours animés dans toutes nos actions. Actuellement, le pays se trouve à un tournant crucial de la crise avec une Feuille de Route signée puis violée dès le lendemain, empêchant le pays de sortir de façon définitive de la crise dans laquelle il se trouve.
    Lors de son entretien avec la presse, le 4 novembre dernier, le Président Ravalomanana a désapprouvé la nomination de M. Beriziky pour non-conformité aux dispositions de la feuille de route. Il a ensuite clairement annoncé le retrait de la Mouvance du processus de sortie de crise qui implique évidemment la non-participation des personnalités issues de la Mouvance Ravalomanana au Gouvernement de M. Beriziky.
    Or, M. Rakotoarivelo, Chef de Mouvance, rappelons-le, a outrepassé cette décision en s’alliant avec la Mouvance Zafy pour proposer une liste commune de candidats aux postes ministériels dans le cabinet de M. Beriziky.
    Nous dénonçons avec la plus grande fermeté cette initiative qui, pour nous, constitue une manoeuvre politicienne visant à affaiblir gravement la Mouvance Ravalomanana et donc son chef de file. Rappelons que M. Rakotoarivelo est un récidiviste en la matière. L’on se souvient de sa première « indiscipline » (avec d’autres leaders tels M. Rakoto-Andrianirina, Ravatomanga, Rakotoarison) lors de la signature de la Feuille de Route version Simao pour laquelle la consigne du Président Ravalomanana, qui était de la boycotter, n’était pas non plus respectée.
    Nous ne pouvons cautionner cette démarche de ralliement qui ne peut être que néfaste pour le pays. À nos yeux, c’est d’abord du mépris voire de la trahison vis-à-vis du peuple qui lutte sans discontinuité et brave toutes les exactions et les conditions de vie quotidienne indicibles imposées par la HAT depuis près de trois ans pour le retour à l’ordre constitutionnel et à celui du Président élu Ravalomanana. C’est aussi de l’irresponsabilité politique, car sous prétexte de vouloir résoudre la longue crise actuelle par la recherche d’un compromis, on verse dans la compromission.
    Aussi,
    Nous demandons au Président Ravalomanana de prendre clairement position en écartant M. Rakotoarivelo de la direction de la Mouvance afin de mettre fin à la confusion suscitée par cet événement, le peuple légaliste en a fortement besoin. Sa propension à privilégier la recherche de l’intérêt personnel nuit gravement au combat que mène la Mouvance contre les putschistes et pour le retour du Président élu Ravalomanana.
    Nous appelons tous les partis et entités de la Mouvance Ravalomanana à prendre leur responsabilité et manifester contre une légitimation programmée du putsch.
    Nous invitons enfin le peuple Malagasy à un sursaut politique citoyen et à faire preuve de : clairvoyance et de fidélité à sa conviction et aux principes qu’il s’est fixés,
    – continuité dans le combat mené contre les putschistes et leurs alliés,
    – lucidité et méfiance face aux agissements et manoeuvres de certaines personnalités qui sont plus guidées par des considérations personnelles plutôt qu’autre chose,
    – confiance au Président Ravalomanana qui, rappelons-le, reste le chef de file incontestable de la Mouvance.

    Malagasy Mandresy, Madagasikara Afaka
    Peuple Malagasy Gagnant. Madagasikara Libre
    Winner Malagasy People. Free Madagasikara
    GTT INTERNATIONAL – Collectif de la Diaspora
    15, rue des Savoises
    Genève – SUISSE
    http://gtt-international.blogspot.com/
    collectifgtt@gmail.com

  16. Rehefa nihaino ilay video aho dia mampieritreritra tokoa ilay hoe:président.Izaho aloha nanao koa hoe:nisy namitaka i Zafy. Ny zavatra tsapako koa dia niresaka ny momban’i Ratsimandrava aho teo ambony dia voalaza koa io tao amin’ny video nefa mbola tsy nojereko io.Ny fantatro dia izao: namaky boky aho taty eropa dia voarohirohy tamin’ny famonoana ny tompokolahy Ratsimandrava ny club des 48 izay mifandray betsaka amin’ny mpanjanaka ary miaro ny tombon-tsoan’izy ireo mihintsy aza.Mbola ao ambadika i reny malala e!
    Efa nisy soson-kevitra narosoko moa ireo fa tokony ampihainona ireo nolazaiko ireo miaraka amin’ny mpandika teny ireo video ireo.Raha ilaina aza ny hanokafana information judiciaire na enquête dia vao maika tsara.

  17. Bemafohy: merci pour ton appui concernant les actualités entournant l’assassinat du Général Ratsimandrava. J’en suis plus ou moins concernée étant donné qu’un membre proche de ma famille était l’un de ses collaborateurs lors de ses tournées émission Fokonolona de son époque.

    Rasamy: il m’a semble entrevoir à travers les interventions de Njara répétant sans cesse « mitadiava solution, quitte à raiso ny andraikitra, … »

    Et de deux: je ne suis plus sûre que cette info est encore d’actualité « exécution immédiate de l’article 20 en contrepartie de la désignation musclé maha-Bekrizy » –

    ATMIA: merci pour l’info. Campagne de letchis débute.
    Faut inciter certains grands entrepreneurs dans cette buzz et dans toute région d’échoir ce Vatomanga. Ce Vatomanga est à ce que je sache aussi impliqué pour affaire haut degré en bois de rose, non?!

  18. 1- @ Tanora: en forme tsara ATMIA na dia tsy dia hita etoana aza matetika ary manaraka ny fivoarana ara-politia. Ny hany tokana tsy eken’ny ATMIA dia ny fanonganam-panjakana sy ny fanjakazakan’ny Frantsay @ endriny rehetra.
    Asa na ekenao aloha ny ompa ao @ SOBIKA fa tsy fisainanay zany

    2- Mila fitandremana ny fiainana ara-[politika ankehitriny fa mody milamina ary hipoaka @ ora tsy fantatra (Minoa ahy) na misy na tsy misy io governemanta io fa raha mbola mijanona eo i Andry TGV ary mety ho ratsy fiafara toan’i Saddam sy Kaddhafi, efa leo daholo ny olona indrindra ny eto Antananarivo

    3- I Vatomanga dia anisan’ny olona akaiky an’i Andry izay mitantana ny fananany az t@ resaka maloto indrindra ny bois de rose, i Vatomanga dia manao bois de rose…Tsy mahita an’i Vatomanga miteny ianareo ary tsy hanohitra ny teneninareo mihitsy izy

    Misaotra @ fifampizarana eto ny tolona tsy maintsy mandresy, lany andro araka ny tenin’i Tanora ve no teneniko, TSIA, AFAKA MISAOTRA AN’ANDRIAMANITRA IZY RAHA MBOLA MIHINANKANINA SY MANANA TRANO ao anatin’izao krizy izao

  19. Amiko ny antony tsy mampandroso ny tolona dia mifampihinana manta ny pro-Ravalomanana. Jereo ity Rakotoamboa, mamaky batsilana fa tsy izay hitambarana no atao tanjona. Toy izany koa ny eto amin »ity tranokala ity, tsimba izay hahatafita ny tolona no tanjovina fa laozan’ny sasany mikiritika ny hafa nefa samy zanak’i Dada daholo.
    Ohatra i HoAiza sy Dr Celestin. Koa aiza moa no handeha ny tolona ? Telo taona ngarangidina izay mbola tsy hita ihany izay mangirana satria LO ny toe-tsaina !

  20. Atmia! izany anie no nizarana ilay omby teto Tana e! efa fantany io fa leo azy ny olona
    dia TAPENANA @ ilay OMBY HALATRA sy natao SORONA mba hisakanana an’i DADA
    tsy ho avy.Izany hoe:ny adidy vita ny tapo-maso vita ny kibo voky indray andro, fa ny andro sisa??mino aho fa na ny
    kitay nandrahoana ilay hena aza mbola NIFAMPITADIAVANA ,izay izany no vidin’y asanao VERY sy na HOROHORO
    lava @ tsy FISIANA sy ny FANDRIAPAHALEMANA sns tsy voatanisa. Tsy misy manaiky lembenana izany eo! soa i
    Naika fa nanamafy tsara fa misy fanampiana eo raha tsy voahaja ny TONDROZOTRA.

  21. RASAMY a! teneno koa ny tananews f’aza ny Sobika.com ihany jerena e! nareo ve aôna e?refa an’ny hafa dé maloto fa refa anareo d anjely??? tsy mahagaga fa zanak’i ravalonandra daoul ny ato!

  22. vahoaka! dia asaivo mody koa ny menasofina ao Mada. Tamin’ny années 90 nandroaka zairois 100 ny ministera tsotsoka dia nandroaka tsotsoka 100 koa ny fanjakana zairois dia fay reny malala ka tsy sahy namerina satria any zaire ny diamondra sy harena an-kibon’ny tany mahafatifaty ny menasofina. Aza manao fisainan’ny frantsay moyen fa mba mandalina kokoa.

  23. INONA NO MAHASAMY HAFA AN’I BACHAR AL ASSAD SY I ANDRY TGV?????
    Tsy misy fa samy olona mpamono vahoaka sy manimba ny fireneny avy daholo ireo ary mpandainga tsy mitana ny teniny eo imason’izao ttl izao, samy te hamitaka ny mponin’izao ttl izao dia manao fifanekena sy manao sonia kanefa rehefa avy eo dia mivadika @ nolazainy.
    INONA NO MAHA SAMY HAFA NY MPONINA MALAGASY SY SIRIANA????
    Misy goavana tokoa, ny Malagasy dia kerysay mora miforidrambo, ka vao nanaovan’i andry tgv sy frantsa vono moka t@ 29/01/09 + capsat + fis+ dst+ risara bômba+ alain ramarosaona+ milisy foza orana+ FRANTSA MPANJANATANY (sns…..) dia mbola mihorohoro foana hatr@ izao, ary torakovitra.
    Raha tiantsika anefa ny ho afaka @ fanjanahana sy te hisondrotra dia tsy maintsy isika manohy ny tolona efa natomboky ny razantsika Menalamba sy MDRM sns….. Koa hoy aho amintsika tsy sasatra manao hoe: ARIO NY TAHOTRA, NDEHA HITAFY FAHASAHIANA FA NY FITIAVAN-TANINDRAZANA EFA ANANATSIKA DIA HITSANGANA ISIKA KA HIADY @ MPANJANAKA FRANTSAY SY NY RAJAKOMBAZAHA ANDRY TGV SY NY TARINY. TSY MAINTSY MIDITRA EO @ KIANJAN4NY 13MAI ISIKA MANOHY NY TOLONA, ARY TSY HIALA TEO INTSONY.

  24. Maninona aho no manohana 100% ny Filoha Ravalomanana Marc??? valiny dia tsotra: SATRIA izy irery no Filohampirenena taranaka Menalamba sy MDRM, fa ny sisan’izay dia rajakombazaha padesm avokoa indrindra fa i andry tgv hitamibaribary. Izy irery no sahy niady mivantana t@ mpanjanaka frantsay ka nandroaka ny masoivoho frantsay sy mpandraharaha frantsay izay nihevitra ny tenany ho tompoina sy tompon’ny tany satria MPANJANAKA. Izany indrindra no nahatonga an’i frantsa nanakarama an’i andry tgv rajakombazaha mpamadika tanindrazana nanaiky ho nataon’i frantsa saribakoly. Mitovy @ ireo hutus tsy vanona tany Rwanda sy i alassane wattara tany Côte d’Ivoire sns sns i andry tgv mpamadika firenena. FAHAVALOMPIRENENA NY MPAMADIKA TOA AN’I ANDRY TGV SY PADESM KA MILA ARINGANA. I frantsa no atao hoe: kantsetsitr’i Afrika (le parasite de l’Afrika) ka tsy maintsy fongorina sy aringana. MILA MALAGASY SY AFRIKANA TENA TIA TANINDRAZANA IZANY, koa dia mbola tsy sasatra izahay ny manao antso avo @ Malagasy rehetra mba hanao tahaka ny nataon’ny razantsika teo aloha ka sahy niady t@ mpanjanaka na dia tsy mba nanana internet sy finday sy teknolojia avo lenta aza. AIZA IANAO RY MALAGASY TENA TIA TANINDRAZANA ISANY OOOO??????? MITSANGANA DIA NDEHA HIADY @ MPANJANAKA SY RAJAKOMBAZAHA.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *