TEZA : TEzitra ry ZAlahy !

Teza (3)

Taorian’ny fivoahan’ny lisitra ny kandida Minisitry ny ankolafy Ravalomanana dia nanao valan-dresaka hoan’ny mpanao gazety tetsy Faravohitra ny antoko TEZA io maraina io.

Tsy misy ny demokrasia ao anatin’ny ankolafy Ravalomanana hoy Rakotoamboa Jean Louis.Tsy nisy fifampiresahana mihitsy fa toa didin’ny be sandry fotsiny.Namaky bantsilana mihitsy moa izy fa voafitaky ny olona tendreny hatrany ny filoha Ravalomanana, koa tokony hiova fomba fiasa.Notanisaina tamin’izany ny fivadian’ireo olona nitokisan’ny filoha kanefa namadika azy hatrany, tao ry Sylla, Rajemison Rakotomaharo,Charles Rabemananjara, Fetison Rakoto Andrianirina,  ary amin’izao fotoana izao hoy izy dia mbola misy olon’ny Frantsay hatrany ao anatin’ny ankolafy Ravalomanana.

Nomarihany tamin’izany fa tsy mitady seza ny antoko, kanefa mahatsiaro fa mizaka ny mangidy hatrany ny antoko TEZA tamin’ny fanohanana ny filoha Ravalomanana :

Teo ny famotehan-dRy TGV ny tranon’i Moxe Ramandimbilahatra, teo ny fampiasana hery tamin’Ihanta Randriamandranto sy Ralitera, tao ny fanalana ny Proviseur ny LMA izay noho ny tolona teny Ambohijatovo no antony.Nolazain’i Rakotoamboa mihitsy moa fa tsy mety ny nataon’ ny ankolafy Ravalomanana  nanolotra an’ingahy Seva Mboiny Simon ho minisitra kanefa dia talen’ny kabinetran’i Rolly Mercia ihany io sady tsy nitolona akory?

23 pensées sur “TEZA : TEzitra ry ZAlahy !”

  1. Je ne sais pas, je me demandais moi aussi ces derniers qu’il fait un bon moment où l’on n’a pas eu l’occasion d’entendre Rakotoamboa de Magro!

    La réalité est que la HAT met le monde politique / la nation malagasy en ébullition
    Le petit morveux d’Andry Rajoelina comme toujours ne se départit de son rythme et tempo pour nous faire valser (un soit disant deadline oblige).

    C’est bien d’extérioriser votre désaccord sur tel ou tel point de vue.

    Vous êtes en plein droit de rouspéter.

    J’ESPERE QUE L’ON VOUS ECOUTE,
    pour Moxe
    pour Mme Ihanta
    ayant mené des actes de bravoure pour défendre les causes du président Marc Ravalomanana

    Curiosité pour nous autres naîfs: qui est cet individu pion de France au sein de mouvance?

  2. Misy raha latera e! Fa nahoana kosa no tsy nisy fifampidinihina ny samy ankolafy Ravalomanana fa tonga dia notendrena avy hatrany ireo natolotra ho ministra ireo?
    Mba rariny kosa ve? Hoy Tananews:
    Sevamboiny Simon serait l’actuel DirCab du ministre de la communication Rolly Mercia

  3. Inona no vokatr’izao fanehoankevitra izao? Mbola afaka manantena ny ampitso ve ny vahoaka marobe nopotehin’ny TGV sy ny frantsay ka nahavoahongana an’ Ingahy Ra8?Aiza ho aiza izany tolona? Mandroso any @ fandresena v ny TGV sy ny Frantsay? Inona tetika manaraka amin’izao?

  4. Ny toe-tsaina no tokony hamboarina !
    Seza ve no tadiavina sa ny fahafahan’ny firenena amin’ny lavaka ?
    Fisehosehoana ve no atao eto amin’ity tranokala ity sa fitoloman’ny gasy tsy vaky volo ?

  5. Mino aho fa efa fantatrareo ireo mpamadika ao @ TIM dada ary efa nampitandrina izay ianareo
    fa @ manaraka raha mbola mitohy ny FAMADIANA dia mba MANANTENA izahay ANARANA
    MAZAVA tompoko o!! iza ireo mbola mahasahy manao izany ary mino aho fa tsy ho TAKONA HAFENINA INTSONY izany
    olona TSIVANONA izany, efa fantatra izy io fa misy MPAMADIKA ao,na ao @ dadabe Zafy koa fa ny antsika aloha no ahilika.
    Misaotra anareo TEZA mbola mijoro ary MANKASITRAKA tompoko!!Ataoko fa tsy fitadiavan-tseza izao fa tena misy io toe-javatra
    tena MAMPALAHELO io nefa ny sasany moa VARIANA @ FIADIN-TSEZA KA DIA HARARAOTIN’NY SASANY FOTSINY. NY
    RATSY TSY KELY LALANA!KOA MANANTENA ANARAN’IREO MPAMADIKA IZAHAY TOMPOKO o!!!AVOAY e!LEO!LEO!LEO!

  6. N’inona n’inona hevitry ny tsirairay, dia ity aloha tena zava-misy e: nahavita be tamin’ny tanindrazana ny teza, ary nitondra faisana mihitsy ny mpikambana ao aminy: Moxe may kila ny fananany, i Rakotoamboa mbola ho tsaraina amin’ny raharaha baomba, i Hanta sy Ralitera vadiny nigadra noho ny fiarovana an-dRavalomanana. Misaotra azy ireo, ary mahatsiaro menatra ihany manoloana ny fitiavan-tenan’ny sasany!

  7. Marina ny teninao ragalisy, ary tokony mba hieritreritra daholo ireo mitonon-tena ho mpiaro ny ara-dalàna, indrindra fa ireo ao amin’ny antoko TIM !


  8. Mr RAKOTOAMBOA Jean Louis est indispensable dans la lutte, et on l’a vu à maintes reprises au Magro !
    C’est le seul ACTIF et CONVAINCU dans ses paroles !
    Par contre, il y en a un que l’on n’a plus vu depuis des lustres, et je me demande où il peut bien etre en ce moment : il s’agit de FETISON.A.R

    Il ne m’a jamais paru convaincant !

    Je donne parfaitement raison à Mr Rakotoamboa.J.L et je le soutiens egalement dans ses propos.

    Si Madame Naika hesite pour mener le RODOBE, pourquoi pas Mr Rakotoamboa ?Quelqu’un de sur, valeureux et coherent, clair dans ses paroles.
    Mais l’heure n’est pas aux invectives.
    Je propose Madame Naika et Monsieur Rakotoamboa, pour mener les actions à venir !

    Par ailleurs, nous luttons contre des ombres, si nous ne luttons pas contre les « Envahisseurs », et donc le SIT IN est toujours de mise tout comme le RODOBE.

    Monsieur Rakotoamboa l’a dit :
    – « NOUS SOMMES ADMINISTRES PAR DES CRIMINELS »
    Il est temps de se lever pour de bon.

  9. Nous avons de tres grandes personnalités : Mr Rakotoamboa et Madame Naika !

    Si tous les 2 faisaient le pas l’un vers l’autre pour discuter de ce qu’il aurait à faire, ça serait une bonne chose !

    TEZA et TIM, cela ne veut plus rien dire,…… si l’on pense au devenir du Pays.

    Les foza sont en train de se demettre du Ministere de l’Economie, pour se défiler des crimes economiques qu’ils ont perpetré. Mefiance à ce poste donc !
    D’ailleurs l’Economie et le Social ne peuvent se separer car le crime perpetré est un crime Socio-Economique !
    Vivement l’Association : TEZA – TIM : un melange qui pourrait etre détonnant !

  10. Dada devrait s’occuper de ce problème SERIEUSEMENT

    La question que l’on se pose maintenant parmi le vahoaka de Magro est la suivante : est – ce lui – même, Dada, qui donne l’ordre à ses lieutenants la consigne de noyauter le mouvement, TIm et rien que les TIm ? ou est -ce que ce sont les lieutenants qui en prennent l’initiative ? mystère et boule de gomme.

    Ce que le vahoaka voit tous les jours c’est que même les entités qui sont nées dans le tolona sont mises à l’ écart; et certains subissent même des dénigrements de leur part lors de leur meeting hebdomadaire. Alors même que ces entités luttent depuis 3 ans ensemble et partagent les mêmes souffrances.

    Quand on conduit une guerre et si l’on veut gagner, un bon commandement s’impose. Dada devrait à la demande générale intervenir plus souvent pour donner les directives, les explications claires et nettes. Même si, on comprend, la tactique, la stratégie à mener doit rester secrète.

    Il ne faut donc pas ‘étonner si à chaque sous -lieutenant correspond une version différente de l’ affaire. Et sans honte, il ne faut pas occulter le fait que certains parmi ces leaders préparent leur avenir. Tout cela sur le dos des mpitolona qui remplissent MAgro depuis.

  11. Mr Rakotomboa: Mbola tsy tonga saina am toetran ra8 foana ve ianareo hatramzao. Victime ianareo fa tsy nisy resultat aminy dia hitodihany lamosina, fa mitady olon-kafa hatao sorona hafa indray izy: c’est bien le majeste Ra8. Diso tolona ianareo satria tsy nitolona ho an’ny vahoaka fa nitolona ho an’ilay Andriamanitra kely ra8.Tongava saina e.
    Pour Vahoaka Maro an’iza: Franchement,il n’y a jamais eu de vahoaka au Magro, et Magro n’est jamais rempli. ce sont des fanatiks


  12. Nous avons de tres grandes personnalités : Mr Rakotoamboa et Madame Naika !

    Si tous les 2 faisaient le pas l’un vers l’autre pour discuter de ce qu’il aurait à faire, ça serait une bonne chose !

    TEZA et TIM, cela ne veut plus rien dire,…… si l’on pense au devenir du Pays.

    Les foza sont en train de se demettre du Ministere de l’Economie, pour se défiler des crimes economiques qu’ils ont perpetré. Mefiance à ce poste donc !
    D’ailleurs l’Economie et le Social ne peuvent se separer car le crime perpetré est un crime Socio-Economique !
    Vivement l’Association : TEZA – TIM : un melange qui pourrait etre détonnant !

  13. Voalazanao tsara ry Zyrkosa! tokony izy 2 ireo no tokony hiara-hiasa,
    gasikara tsy lany olo-manga e! avelao handeha DOLDOLY izay tsy tamana
    tsy mahari-boakena, tsy maharitra ny mena miraviravy, avelao handevozin’i frantsay any daholo,fa ho hita eo
    ihany ny farany e! hamafisiko eto fa tsy miteniteny foana i Rakotoamboa io fa nisy tokoa INDRAY ireo Jodasy
    vao2( enga anie ka ho farany) ao @ ankolafy dada dia tsy iza izany fa:RANAIVOSON syRAVATOMANGA dia
    RAMANOROHANTA angaha izay??( mba hamarino kely io farany io Bemafohy a!) izy 2 lahy ireo dia TAFIDITRA
    ao @ ilay fanolorana MINISITRA ao @ ankolafy RAVALO mazava ho azy! dia ho TSIPONIN’i domelina MORA2
    fotsiny fa ankolafy dada!!!! aoka ny rehetra handray andraikitra TOMPOKO ISANY o!!!ireo ry dada a! JODASY
    vao2 avy dia ahilio dia ny mbola tsy TARA E! aza mati-kenamaso intsony dada a!!! KAPAO fa MANIMBA ny TANY!!!!

  14. Ahitsiko kely ireto lisitry ny Jodasy vao2 fa : RAVATOMANGA-Ranaivoson-ANDRIAMIHANTA fa
    tsy ramanorohanta( azafady) tsara ho fantatry ny rehetra ireo fa olon’i frantsay vao2 avy ato @
    ANKOLAFY RAVALOMANANA. Asa na FANAHINIANA na FAHALEMENA fotsiny tsotra izao, fa hataoko fa tsy tokony ho fotoan’izany
    intsony izao fa DIA ASA LOATRA?????

  15. Fa ny fanontaniana mipetraka ihany koa dia i Mamy R ve dia manaiky ho VOHIZIN’IREO???
    sa tena tsy famtany sa MODY FANINA ???? dia manao sonia !dia manao sonia! nefa dia tsy
    hita izay mba FIVOARANA sy VOKATR’ILAY SONIA ALOHA HATRA@’ izao, mifanohitra sy mifanipaka aza no hita,
    dia i dada tsy ampy HAMPIESONINA!ilay zavatra koa moa mody DODOSANA foana satria miara-miasa @ FOZA dia ALEFA!
    na dia efa any an-kady aza!!!!tsy hay koa raha diso mahatoky loatra i dada angaha??

  16. Ireo mihintsy izy ireo ! ireo izao no hilaina fa ny sisa toa mbola mandrimandry manana aretina.
    I Fetison dia vao niteny mihintsy izy izay ( ao ihany izy kah! ) manaraka akaiky ny raharaha,dia
    ny mahafaly kosa aloha dia mbola mitohy ny fanakianany an’i domelina ,jereo fa hitanao ao @ TSIMIAMBOHOLAHY
    angamba izy izay raha tsy diso aho???vao2 t@ iny herinandro iny mihintsy,izaho koa aza faly fa tsy NISINTAKA any @
    foza araka ny voalaza izy. Izay no azoko haroso anao Zyrkosa ny @ Fetison dia misaotra @ ilay sary fa mahafinaritra.

  17. Fa ho an’itony foza be siniô itony, mba inona laotra izany resaka na fomba fanaovana pôlitika izany aminy ?
    Fanonganam-panjakàna, fivarontan-tanindrazana sy fampihorihoriana ny vahoaka malagasy ve ? Raha izany no tena mahafaly anao io ry miseho azy ho vahoaka, dia na ny avaokan’ny fitombenan’alika aza, mendrika kokoa noho ianao !!!!

  18. Ry Fetison efa hatry ny ela no efa tsy tao anatin’ny tolona intsony ê ! Tsy naharitra ny hirahiran’ilay zazavavin-dranondolana !
    Fetison sy Mamy dia Dupont-Dupond, atramin’ny volana Août 2009 ! Nisy naman-tsika somary tezitra « kely » tamiko raha nilaza aaho tamin’izany fotoan’androny fa misy tsy mety ny nataon’i Fetison, fa tsy nanome tsiny azy aho !
    Ny navaokan’i Fetison taty aoriana dia nanamarina ny zavatra efa hitan’ny rehetra. Hoy izy : » Hiezak’aho, hanao izay azoko atao mba hiverenan’ny prezidà, fa raha tsy afaka miverin’izy, dia izaho no hirotsaka ho fidiana » ! Mazava !
    Tsy dia mety laotra raha mbola mpitolona ihany ! Aiza moa ny sasany tsy hanao izay ataony ?
    Rehefa samy hamadika ihany, tsaratsara kokoa « mpamadika lasa ministra », mahazo vola na dia voahosom-potaka aza ny anarana sy ny haja, toy izay mpitolona tsy mahazo na ariary aza !

  19. Efa fantatro fa tsy tao intsony izy fa na ny nijanonany ela be tao aza NAMPIHERITRERITRA ahy,
    dia nanjary NIGADRAGADRA fotsiny lery,efa ela no fanatra fa Fetison tsy tokony ho tao @ TIM
    dada mihintsy no nisy azy, fantatra mihintsy hoe tena tsy ao lery, fa kosa ny nahafaly ahy dia noho izy TSY LASA FOZA, ary hiderako
    azy manokana izany satria izay lasa rehetra dia FOZA, nanaraka an’i domelina no tiako ho lazaina. Tsy nahagaga ahy fa izay mihintsy
    no tena izy ,ny haka ny toeran’i dada mihintsy no tena tanjony nefa toa mbola mila ezaka be raha izay, amiko aloha an!!aleo tsy miteny
    betsaka ary sao misy tezitra eto ka tsy mety e! tsy fahotana kosa aloha izany ,ary izy tsy nandroba fa @ aradalana no hitakiany an’izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *