Tonga soa ny « Zanak’i Dada »

Tonga soa

Tonga an-tanindrazana io tolakandro io, sahabo  tamin’ny roa sasany i Tojo Ravalomanana sy Guy Rivo Randrianarisoa.Hafaliana ny an’ireo zanak’i Dada nitsena ny maherifony.

Na dia tsy nisy fiomanana firy aza dia tonga mavitrika ny mpiara-mitolona, nisy fihetsika tsy mendrika nasehon’ny tariky Alain Ramarson nahitana an-dRy AV7 saingy tsy nahaleo ny hatsaran’ny zanak’i Dada ny « foza orana mpihogahoga ».

Inoana fa hanaraka ny fahatongavan’izy ireo ny filoha mamimbahoaka Ravalomanana.

Araka ny resaka fohy nifanaovanay tamin’i Guy Rivo moa dia tonga eto an-tanindrazana amin’ny maha-olom-pirenena azy izy ireo fa tsy amin’ny maha-mpitolona akory.

Na izany aza, hamita hiraka hijery akaiky ny fivoaran’ny fametrahana ny tetezamita iaraha-mitantana miaraka amin’ireo eto an-toerana no tena antondian’izy ireo eto an-tanindrazana.
Zony amin’ny maha-olom-pirenena Malagasy azy ny  hody an-tanindrazana sy mba  hihaona amin’ny fianakaviany taorian’ny fisarahana fotoana naharitra.
Inty entinay an-tsary ity ny tranga teny Ivato.n’inon’inona teo am-pahatongavana

71 pensées sur “Tonga soa ny « Zanak’i Dada »”

  1. Tonga soa e! Hanaraka ny dianareo i dada. Faly loatra aho, tena faly e! ka najary tsy mahavoaka feo intsony. Faly e!

  2. Tonga hatra’aty ny hafaliana e !
    Mbola vao ny mahery fo voalohan-daharana ireny , fa ny manetsa be mbola ho avy !
    Hieren-doza dia mahavità be ho an’ny Tanindrazana Atoa Guy Andrianarisoa sy Tojo Ravalomanana.
    Tongava soa ianao ry Dada, fa mailo kosa amin’ny Mpanapoizina :

    aza mety mifandom-bera ivelan’ny Toka-tranonao fa izany no entin »ny sasany hamonoana olona, eny fa na rano aza.

  3. Midobodoboka be ny fo Ranavalona a !

    Ho feno anie ny araben’Anatananarivo hitsena ny mahery fo !
    Ho avy izany ny Tompo-Tanindrazana no dikan’izao fahatongavana izao !

     » Ka tianao va ? ka tianao va ?
    Ka tianao va ? ny hiaraka amin’ahy ? »
    – Tongava soa Dada a! Atra anie homba anao !!!

  4. Avilao aloha ho jerena raha marina ny hahatongavan’i DADA dia izay isika vao mampiady hevitsa fa nge manko dia OAWAOAWA fotsiny ity OE OE sy POMPY BE teny Ivato ity. Nandolo vorogna…….. !

  5. Tonga soa e! hendry ny mpitondra, satria, na ny zanany, na ny vadiny de tsy résponsable @azay acte nataon-drainy teo @ firenena, ary zao no fotoana hameloma-maso tsara ny ANTOKON-DRAINY. Enga anie ka ho zanaka hanam_pahendrena, ka hanana tetika maty paika, am-pilaminana @ fanaovana politika; fa tsy hanaotao foana toa an’ny Dadany ka sanatria handeha hitonon-tena toy ny lolofotsy. Izao fihetsiky ny fitondrana mandray azy am-pilaminana izao koa, de mbola ho point ngezabe ho an’i Zandrikely eo imason’ny observateurs nationaux qu’internationaux! de aza mila ady, fa ento am-pamendrehana ny tolona ary zay ihany no fomba ahafahanareo mivoaka, de ny fahaizanreo maka ny fon’ny vahoaka fa sanatria tsy ho BAROFO zanaka sy ray!

  6. Jamais deux sans trois:Deba,Tojo et …DADA.
    Lehilahy mody lehilahy mody izao no famindrako a!Vao junior no tonga dia jereo maika fa i Senior.

  7. Salut rabe !

    Tena tsy menatra aho miantso anao HIARAKA aminay e !

    Tsy hisy mpananatranatra satria samy olon-dehibe ahay mitondra tena. Loza ho an’izay mpanakorontana sy mitady hamono olona amin’ny tsy rariny.

    « Ka tianao va ?
    Ny hiaraka min’ahy ?  » 😉

  8. Hello ! Bemafohy !
    Hay ve ianao tao ihany e!
    Izaho efa nihevitra hoe niaraka amin’i Tojo sy Randrianarisoa ianao !i Ranavalona angamba efa lasa any koa ??? hi hi hi !
    Vazivazy fa faly toy ny ankizy, fa:
    Tonga i Dada o ! Hitondra mofo ô !
    I Neny efa tonga ! Ho alavitin’ny loza sy ny ratsy anie izy.
     » Hoy i Ludger izay :
    « Ity misy hira ho anao,
    Hira ho anao ry Neny
    Neny tsy mba foiko izao : tsy mba adinoiko ireo soa vitanao !!! »

  9. Tonga soa ny zanak’i dada! Faly tena faly izahay mandre izany.Sady zanaka manam-pahendrena no nahay fianarana no fahafantarako an’io zalahy io, no sady discret rahateo hatr@ izay, tsy fiantsiana no hiaviany fa ampilaminana.

    Hoan’izay mitsikera anay hoe « manao culte de personalité @ Tojo Ravalomanana », izay tsy filoha fa zanaky ny filoha dia izao fotsiny no lazaiko: tsy rariny ny fanenjehina sy fgandravana teto raha vao nitondra ny anarana hoe « RAVALOMANANA », ka izay no mahatonga ny faly dia faly fa tonga tsy nisy sampona teto an-tanindrazana izy.

  10. Raha mbola nisotro ny ranon’i Manangareza tsy maintsy miverina antanindrazana.
    Arabaina ianareo ary tena dibokin’ny hafaliana izahay rehetra ato mijery ny vidéo.
    Misaotra ny mpanome vaovao fa tena mahafapo.
    Rehefa i dada no mody dia asa fa dia hanetriketrika avo arivo heny ny vahoaka malagasy.
    Jamais deux sans 3 hoy ny fitenenana et mes doigts sont croisés.

  11. Bravo,ary tonga soa Naika,Ratsiraka et famille,Tojo,Guy RIVO SAMY tompo ny Madagasikara.Ho tonga tsy ho ela koa i Président Marc Ravalomanana !

  12. Miarahaba tonga soamantsara an-tanindrazana
    Eo hampana-tanterahana ny tondrizotra isika na tsy mitovy @ fizerintsika aza ny fandehany dia miroso hatrany na dia eo aza ny sakana tsy henatra intsony ny fitadiavan-tseza fa na dia ny mpanelanelana aza vaky vava izay teo-tsaina gaboraraka izay no nitondrana firenena nandritra ny telo taona
    Ny madinika foana no atao loha lalana zara ra mena vola tsy misy hitsony ny henatra olona folo no hasaina miantsy ady izany ve no hitady va olona sy fankatoavina?
    faly sy mirary soa ho an i Tojo sy Guy Rivo
    hery lehibe ho an’ny mpiara-mitolona ny fahitana anareo ary hinoana fa hirodana tsy ho ela ny jadona sy ny gaboraraka

  13. Hello Njara! eto ihany fa mitaiza koa e!

    J’ai l’impression que la CI notamment la SADC est un peu lente pour prendre des décisions et que par conséquent, les légalistes se livrent à eux-mêmes en tentant ses chances comme ils peuvent car la situation est très préoccupante et le peuple a tout simplement faim et soif de tout.Ce que Saryteny a dit n’est pas faux car il faut agir vite sans tout de même se précipiter et également proposer des idées(comme certains le font) en étant plus fûtés que ces fozas.Rester spectateur me parait un mauvais choix mais… c’est Dada seul qui a le dernier mot.

  14. Misaotra ny rehetra mbola mijoro hatrany !!faly koa raha faly @ fahatongavan’i
    zanaky dada ( ilay tena izy an!!)tena tsy nampoiziko indray iny marina! faly be aho!
    ohatry ny nisy rahona nanakona ka niataka kely mihintsy t@ fandrenesako ilay vao2. Izaho efa tena MORALY 0.
    Aoka anefa isika tsy andihy tsy afa-tavony fa dada mbola any, mbola mitohy ny TOLONA!

  15. okay Hazo avo ! tandremo fotsiny sao halan_drivotra ny Hazo avo fa ho avy tokoa ity rivotra mahery ka mahereza tsara daholo ô

  16. Starlight to moonlight SHADOWS !!
    Ny marina sy ny hitsiny letsy tsy maintsy mandresy â ! Aza mivilivly amin’izay lalana tokony ombaina !! NY SOA ATAO, LEVENAM-BOLA HOY NY NTAOLAO !
    Nampianarina hitantam-bola isika, fa tsy hangalatra !!!
    Souvenirs, souvenirs !

    http://www.youtube.com/watch?v=pa7SgYNA_ec

    Biens mal acquis ne profitent jamais !

  17. RASENDRA >> merci bien ! dommage qu’on ne pourrait pas faire d’animations sur ce site, sinon je l’aurai fait de tout coeur

  18. Hay ve mba mirevy Shadows i kintana e ! milay ireo an
    Hank MARVIN,Bruce WELCH,Brian BENETT, John Rostill (na Leecorice,na Jet HARRIS)

  19. Cette profusion de Légalistes subite me ravit enormement, et nous pouvons nous feliciter de montrer singulierement SOLIDAIRE, car on remarque que personne n’est animé d’attaques verbales.
    Permettez moi de dire au nom de tous !!:

    BRAVO ! et Restons SOLIDAIRE !

    Et comme nous sommes vigilants et determinés !
    Visavisain’ny ratsy hiavian’ny soa, fa
    Raha sanatria ka misy rotaka ratsy na mila fiantsiana ady dia :

    Miaraka mitanjozotra isika rehetra mandeha milahatra sy mitokona eny anoloan’ny Ambassade Frantsay, ka miara mitabataba HANDROAKA an’i Satanie !

    Izay no mbola tohin’ny ady sy tolona e !

  20. Tsara dia tsara ilay SHADOWS , fa tsy aleo ve manao hoe :

    Aza miala amin’ny mahazatra e ????!
     »
    Ka tianao va ? Ka tianao va?
    Ka tianao va ? ny hiaraka amin’ahy ?
    « 

  21. F’angaha nandeha? ny aty tsy mandeha ,(ilay video e!), mba miangatra koa izany
    ry Kintana! nandramako daholo izy 2 fa tsy mandeha.

  22. Salut Njara! ary ny ahy irery no tsy mandeha izany ?
    Ary tsy nisy feo nipitika mihintsy ve t@ nahatongavan’i Tojo io??

  23. ranavalona > andramo ity ,

    [URL=http://ti1ca.com/n0lkdrq0-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube.mp4.html][IMG]http://mk0.ti1ca.com/n0lkdrq0.jpg[/IMG][/URL]

    na ity ;

    http://ti1ca.com/n0lkdrq0-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube.mp4.html

  24. andramo ity :

    [URL=http://ti1ca.com/n0lkdrq0-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube.mp4.html][IMG]http://mk0.ti1ca.com/n0lkdrq0.jpg[/IMG][/URL]

  25. ity hoe andramana

    //ti1ca.com/n0lkdrq0-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube.mp4.html

    asio http: eo alohan’ny //

  26. na koa ity :

    [URL= //ti1ca.com/n0lkdrq0-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube.mp4.html][IMG]http://mk0.ti1ca.com/n0lkdrq0.jpg[/IMG][/URL]

    asio http: eo alohan’ny //

  27. Ka ianareo tsinona mbola sondriana tamin’ny W.E milay kooo ! Izaho aloha nijery fa nandeha e ! sady fan inconditionnel-ny SHADOWS.
    Fa raha tsy ahadiso dia averiko kely eto itsy filazàna etsy ambony etsy io moa e !

    BRAVO ! et Restons SOLIDAIRE !

    Et comme nous sommes vigilants et determinés !
    Visavisain’ny ratsy hiavian’ny soa, fa
    Raha sanatria ka misy rotaka ratsy na mila fiantsiana ady dia :

    Miaraka mitanjozotra isika rehetra mandeha milahatra sy mitokona eny anoloan’ny Ambassade Frantsay, ka miara mitabataba HANDROAKA an’i Satanie !

    Izay no mbola tohin’ny ady sy tolona e !

  28. =http://ti1ca.com/n0lkdrq0-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube-THE-SHADOWS-………..-MOON-LIGHT-SHADOW-YouTube.mp4.html][IMG]http://mk0.ti1ca.com/n0lkdrq0.jpg[/IMG][/URL]

    asio an’ity eo alohan’ny =http:——–> [URL

  29. Tonga soa aman-tsara e!!!

    Ny tena manetsa-be hoavy tsy ho ela! Izay ny finoana!!

    Tanindrazana iombonana ity, ary samy zanaky Madagasikara fa tsy nisy nataon’Andriamanitra hoe: An’i fianakaviana ranona na antokon’olona itsy na zaroa akory ity Madagasikara ity!

  30. Miala tsiny amin’ny rehetra, fa mba « morsa » nantsipiko hoan’i PSD ( tsy pisodia) iny !
    Faly ihany koa, rahatoa ka nisy nankafia ilay feon-kira, satria feon-kira filalao sy revinay ireny !
    Izany ry .5 â ! Kalon’ny fahiny ve ? Tsia, fa revy hiombonana !
    Hiverenan-tsika rahampitso ny tolona, fa dia ademaka ê !
    PSD, na dia nalaza hoe tranon-tsoavaly hono ity toerana nahalebeazana, namokatra ihany ilay izy !
    Mampalahelo ihany anefa « letsy », fa eo ireo nivaralila ! Anisan’izany ity any Soisy, ny iray any amin-dry « mpiandry omby » !

  31. Ny w.e teo aloha dia haizina sy ranomaso fa tsy nisy nahafinaritra izany kosa aloha raha ny ahy
    fa saingy tantely amam-bahona ny fiainana ka dia nihiratra izany halahelo izany androany. Toa
    mitady hibaliaka ny masoandro na dia tsy sasatra aza ny sasany ny miezaka manakona izany.

    Izay vao fantatro ny tsy mampandeha ity zavatra ity fa fa ho jereko .
    Dia hararaotiko eto dia ny eo ianao ry Kintana ilay hira nalefanao miaraka @ ilay tanana (tana)…….tena nisento kely aho!!
    Misaotra e!ho ela velona!!i Eric Manana moa dia na ny vadiko aza efa mahalala fa tara amin’i lery aho dia efa tsy maka « L » izy.

  32. Tena miala tsiny raha izany Ranavalona !Tsy nandeha tamin’izany mihitsy ny fisainako fa dia mifona e !

    Misy fotoanany ny zava-drehetra : anio maloka, rahampitso indray mba misy masoandro !
    Mirary fankaherezana ary toy ny tolona, aza kivy, aza ketraka !

  33. Ho tonga ny tompon´ny fanjakana, ilay voafidim-bahoaka sy mamim-bahoaka,
    tongav izahay hifidy anao indray Filoha ravalomanana hanavotra ity firenena rendrika sy nampahantraina ity. hamonjy ny vahoaka fesonasy reraka ny vidim-piainanan. fesona maty noana izahy ,mitongava malaky DADA a!

  34. Variana dia variana aho ny anton’ny ahatongavan’ireto AV7 ireto eny Ivato: fa inona azafady no idiran’i Tojo Ravalomanana @ zava-nisy teny Ambotsirohitra t@ 7 février 2009? Olona tsy nanao pôlitika izy t@ ireny. Madagasikara dia firenena tena mahantra, midika izany fa misy olona tena BADO, azo amporisihina handeha hanafika lapan-panjakana eny Ambotsirohitra @ hoe « MISY MERCENAIRES AO », na koa hoe « MISY OSY MAINTY AO,ka tokony hanafika ao ny vahoaka ».

    Any @ firenena tan-dalana dia azo henjehiona @ lalana , ary mandeha garde à vue ireny survivants ny 7 février nandeha teny Ambotsirohitra ireny, atao interrogatoire @ hoe « fa inona marina moa no saika hataonareo teny? »

  35. Efa manomboka manao ny asa fanerena ny CI. Tsy misy n’inona n’inona azon-dratgv atao izany eo rehefa mandray andraikitra ny ngeza. Raha miseho azy milay eo lafrantsa, dia ny sadec izany no hiady aminy eo. Miomana ialahy ra-astérix sy ramaroson fa tsy ialahy akory no tompon-tanàna.

  36. misy le olona tena adala mihintsy . fa maninona rah miezaka @fiainana no atao tsara fa tsy guy rivo sy ny namany no mampiogaoga eo .fa ianao mihevitra fa hanome anao ireo .enao io aza mbola amboarina ra mivelatra aminy eo .olona matimbo nge reo

  37. Tsy misy tsiny Njara fa i Razanakisoa anie no tena tsy azoko hekena ao mihintsy e!
    ahoana no mbola hijanonan’io ao sy ireo sisa???dia mbola miditra ! miditra ! tsy azoko??
    Ireo Gadra politika hataoko fa misy olona mbola tokony handray anjara ao@’ io fitondrana ny tetezamita io @’ireo olona
    nogadraina ireo ,nefa dia mikipy fotsiny ve ny sasany sa tena tsy mivaky loha???rehefa mandà dia tokony handà hatr@
    farany fa tsy mivoaka miditra toa lelon-jaza toy itony.

  38. Hainao moa Ragusta fa ady saritaka indray anie ny niafaran’ireny olona NIOGAOGA
    teny Ivato ireny e!olona nokaramaina ireny dia raikitra ny sakoroka araka ny efa mahazatra
    fa mbola tsy fay ,tsy VOALOHA ny volan’izy ireo KARAMANY NIOGAOGA TEO!!!!misimisia ihany e!!!!
    voa 2 ohatry ny akoho, soa aza fa olona miaja ny zanak’i dada fa raha tsy izany dia voa in- 3 miantoana
    teo ireny.Isika mahatanty demokrasia.

  39. Impressionant et quel bravoure!

    Tadidinay ny nahazo anao taty fony ianao notendren’i filoha Ravalo ho lehiben’ny tanàna Andriamatoa Rivo. (de ahôna hoy ilay zanak’i France: Edgar?)
    Aiza ianareo mianaka no hilasy?

    Misaotra anareo rehetra nandefa vidéo eto.

    Je suis en train d’écouter le morceau, km.

    HO AVY TSY HO ELA

  40. URGENT ,URGENT ,IL FAUT OBILISER LES TROIS MOUVANCES VOIRE LE CHEF DE FILES face aux tentatives d intidimation faite envers le fils du pésident Ravalomana, Tojo Ravalomanana .
    Déja la feuille de route veut la iberation des prisonniers politiques et mmaintenant ,ils veulent en arreter encor un .
    en fait leur but supreme est de bloquer le retour du Pcomme le veulent les français

  41. URGENT ,URGENT ,IL FAUT OBILIger LES TROIS MOUVANCES VOIRE LE CHEF DE FILES face aux tentatives d intidimation faite envers le fils du pésident Ravalomana, Tojo Ravalomanana .
    Déja la feuille de route veut la iberation des prisonniers politiques et mmaintenant ,ils veulent en arreter encor un .
    en fait leur but supreme est de bloquer le retour du Pcomme le veulent les français

  42. FALY!!!!!
    Zay no azo lazaina tam fahatongavan’ny zanaky Atoa Marc RAVALOMANANA sy Guy Rivo.
    Antenaina fa iz no isolo toerana NY FILOHA mandra pahatongany dray eto tanindrazana. Matahotra sahady reo mpanongan-panjakana fa zay vo hisy adversaire am tailleny.
    Aleo hiady am fomba malalaka am zay ary ehh!!!Hita eo ny tanjaky RAJOELINA (FATY).Zay tsy mam bahoaka fa minana fotsiny. Manaraka akaiky ny raharaha ny tenanay.
    Koa: « RAHA SANATRIA2 MISY MAHAZO NA INONA2 AN TOJO RAVALOMANANA EO!!!d AVERINAY ENTONA FA HISY ADY ZAY TSY HO VOA FEHIN’I RAJOELINA HITRANGA ETO AM TANY SY NY FANJAKANA » hafatra kely zay ho an ry ALAIN RAMAROSON, GENERALY BOAMBA, RAJOELINA, sns….

  43. Ny fitakiana ny fialàn’i TGV eo ihany, fa ny tena fahavalontsika dia ny Frantsay ! Ireo no mahatonga izao fanaporisihana ny tsy mataho-tody izao !

    Manantena ihany koa fa hanao fanambaràna mafana dia mafana ny roa tonta : Zafy sy Ratsiraka !

  44. Na hampalahelo ny sasany azy ity dia tsara lazaina ihany :

    Na inona na inona fiheverana an’i Beriziky, …….efa eo izy.

    Ka ny mety atao araka ny fiheverako dia : anjaran’ireo miady ho an’ny ara-dalàna ny mamporisika azy :

    Na hiala ( izay heveriko fa andrasan’i TGV
    Na hanao fanambaràna mazava fa tsy ankasitrahan’ny Vondrona rehetra ny mbola hijanonan’i TGV eo amin’ny Fitondràna ( izay tsy an’azy intsony raha ny tena marina, hatramin’ny nanondroana azy ho PM)
    Na koa handefa fitarainana any amin’ny MasoIvoho rehetra fa miroboka tanteraka amin’ny Rahaha tokatranon’ny Mkara ny Frantsya, ary manosika an’i Rajoelina hanakorontana ny Fiandrianam-pirenena? ka mampahory tanteraka ny malagasy !

  45. HoAiza

    Mino aho fa tsy izaho irery no mieritreritra izao holazaiko izao :

    Na tsy miteny aza ianao, dia, tsapa ny fanirianao mba hisy fanampiana avy any ivelany hanampy ny tolona ataon’ny malagasy !

    Ny zavatra misy sy tsapa anefa any Frantsa indrindra indrindra, dia toa tsy miontsona velivelt ny malagasy MBA HIHETSIKA, na eo aza ireo izay maniry mafy ny hanao izany (satria tsy izaho irery no maniry izany)

    Ka inona no antony ??? Tsy fantatra mazava satria ny filohan’ny GTT izay heveriko fa Mem Rahaga (mety diso aho), toa miahotra mafy ny hanao izany RODOBE izany. Tsy misy filazàna mazava HATRAMIN’IZAO hoe inona no mba Initiatives tokony ho raisin’ny GTT any ivelany mikasika izao korontana izao .
    Tena mampalahelo mihitsy !


    An-koatra izay moa dia tsapa fa tena matahotra mafy tokoa ny malagasy hanao hetsika satria mivoaka indray ny heri-pamoretana.
    Ka inona no azo atao ???

    Tsy misy hafa tsy fampielezana ny zava-mitranga amin’ny Radio – Gazety -Internet eran-tany ny famporisihana ataon’ny frantsay miaraka amin’ny HAT-rajoelina.
    Mibaribary mihitsy ankehitriny ny fivarota-Tanindrazana ataon’i TGV, ary loza ho an’izay mbola manohana azy, satria efa tonga amin’ny tsy azo hanoarana azy ny tsy mety ataon’ireo.

    Ny frantsay no fahavalo voalohany hiadian-tsika, ka ireo voalaza ireo no mba iriana ho ataon’ny rehetra :
    Manaparitaka amin’ny alalàn’ny Internet sy Radio(ivelan’iMcar – Gazety ivelan’i Mcar) ny zava(misy eto Mcar.

    – Tsy mety mihitsy ny hijanonan’y tolona eo anivon’i Mcar fotsiny, fa TSY MAINTSY ny manaparitaka izany eran’izao tontolo izao !



    Noho izany dia :

    – Miangavy an’i Mme NAIKA sy RAKOTOAMBOA, RAVELOSON Constant hatrany,
    hanao izany hetsika izany amin’ny UE sy ny CPI, ny Amerikana (CBS News – Radio Canada – Norvege…….).

    Na izany na tsy izany, dia misaotra anao HoAiza mampita vaovao hatrany eto amin’i MyDago.


    Ny soso-kevitra sy ny fifampilazàna vaovao no imasoantsika rehetra e ! 🙂
    Best regards HoAiza !!!


  46. Azafady fa adino ny nanona an’i Manoela sy Rostant hitarika MIARAKA amin’i
    Mme NAIKA sy Mr RAKOTOAMBOA ary RAVELOSON CoNSTANT !

    Nankaiza tokoa i Zafilahy sa……:(

  47. Njara! zafilahy nody kely fa mbola mamboly ! ho avy izy fa aza matahotra!
    Mba SANATRIAVO ihany !!!!!!!hatokisako indray raha i Zafilahy fa aza matahotra!!,
    Ny @ momba an’i Beroziky dia MAZAVA sady hevitra mahaomby io narosonao io, na izy MIALA na MIADY @’
    ilay lazainy fa fangejana azy ao fa ny fotoana mandeha,tokony hitady ny vahaolana rehetra izy rehefa tsy mbola te hiala
    fa MIBAHAN-TOERANA fotsiny , sady tsy hiira no tsy hanao tsianjery.Tokony koa izy miresaka mivantana @ TROIKA na
    na SADEC hanampy azy rehefa tsy misy hevitra mihintsy, tokony hanapa-kevitra HAINGANA izy fa vao maika hiitatra ity
    raharaha ity ka HIFATRATRA aminy eo daholo, » HO TRATRA FARANY EO INGAHY PM VAO GAGA! »

  48. Ho tohin’ny resaka ataon’i Ho aiza sy Njara dia tsara angamba ny manao RODOBE mankeo amin’ny siège-ny ONU ao Genève na Paris mba hihetsehan’ny CI haingana fa mandeha ihany ny fotoana i Dada mbola tsy tonga.Izay afaka dia raisina an-tanan-droa izay tsy afaka dia manantena ny fanohananan’izy ireo eto amin’ny serasera.
    Manaraka izany izay efa voalaza tetsy ambony fa iangaviana i Beriziky handray ny andraikiny ary raha matahotra ny ho voapoizina na tsy sahy manohitra ny frantsay dia tokony hiala.
    Iangaviana koa ny senatera sy ny depiote legalista hitarika ny filaharam-be izay andrasan’ny malagasy na mifampitantana fotsiny aza dia efa tsara.
    Izaho koa manao hoe maninona moa raha mangataka plage horaire amina radio sud-af iray isika legalista mba hahafahantsika milaza vaovao ho ren’ny nosy manontolo.Ary hanontaniana koa ny radio nederland raha azo anaovana an’izany.
    Ary tsy adino ny zava-dehibe dia ny SIT-IN androahana an’i Chasseur-né.

  49. Misaotra anao Randria @ ilay hafatra farany!!!!hataoko fa ny rehetra no miombon-kevitra
    aminao eto.Efa nanomboka ny vahoaka omaly ka lasa niridana ny Alika fa noho ilay vola io dia
    mody namelana taratasy fiantsoana fa efa saika hanao LALA-KITAKISOA ireto izy , HANAMBOTRA fa inona moa?
    Iny aza Gasy tsotra hataoko hoe: Mpiasan’ilay sinoa …..efa ireny ny zavanitranga fa maika FA NY ZANAKY DADA??

  50. Io indray Bemafohy! misongona indray! hataovy masaka fotsiny ilay hetsika hanamboarana
    ny fotoana , izaho aloha tsy miasa e!
    Beriziky koa toa VONGANY be fotsiny koh!sao dia mba efa voatery koa izy hijanona eo??izy anie milaza fa voatery
    nefa tsy hita izay mba FANAPAHAN-KEVINY EO ANILOAN’ IZAY FANERITERENA MAHAZO AZY IZAY E!!!dia inona?
    iza no tokony HANAPA-KEVITRA HO AZY EO @ TOERANY ARY????Mba hafahafa ihany an!

  51. Anisan’ny lesoka tao amin’ilay FDR ny tsy fisian’ny « définitions de poste » mazava !
    Iza no mibaiko sy tompon’andraikitra, raha ny asan’ireo hoe « ministra » ireo no jerena ?
    I domelina sa i Beriziky ?
    Rahatoa ka i domelina, inona no tsy maintsy nanasiavana an’io toerana io ?
    Sady tsy hihira no ysy hanao tsianjery marina !! Tsangan’olona fotsiny ?

  52. zanak’dad = zanak’adala!!!!!! zanak’dad=tay ampy fialamboly!!!! zanak’dad= niaraka t@ reninareo io matoa dadanareo zan!!!!!!!

  53. zafy= efa antidahy efa ny tongotra 1 efa any ampa….. d mbola ts mahay mipetraka ihany fa rasty fahanterana ary ho ratsy fiefarany ra mitohy anao criz cardiaque @ tsisy dikany

  54. Lemenaa dit :
    18 avril 2012 à 9 h 00 min

    POLIFIKA…..AVO LENTA- Mdrrrrr !!!
    Mba araho ihany ny vaovao moa e !

    Izao no atao hoe pôlifika avo lenta, tena manidina ambony be!
    ————————————————————-

    Re: Tout va très bien…
    Envoyé par: jango
    Date: mar 17 avril 2012 19:26:25

    L’objet de ce post a déjà été discuté ailleurs, mais un peu plus d’infos et de pédagogie peut aider à mieux comprendre le cas d’Air Mad.

    Plus besoin de revenir sur les aspects techniques de l’appareil qui vient d’être acquis…

    On sait aujourd’hui que ce leasing qui ressemble à une mise à mort certaine d’airmad est d’abord une opération purement politique.
    Il est connu que le personnel navigant d’airmad n’a pas la qualification pour être immédiatement opérationnel sur un airbus. Il fallait donc trouver des ressources pour un temps défini. La compagnie Air France a reçu instruction de pourvoir pour une dizaine de jours, du personnel (pilotes et mécaniciens) et faire le vol Paris-Tanà AR pendant ce laps de temps. Cette instruction vient du pouvoir politique. On ne sait d’où cet ordre émane mais Air France a du s’éxécuter.

    Aujourd’hui, les pilotes d’Air France rechignent à assurer ce « dépannage » et menacent de faire la « grève » de cette liaison au profit d’Airmad.
    En haut lieu, l’embarras est palpable, car ces chauffeurs de remplacement refusent de remplacer pour plus d’une dizaine de jours.

    Les responsables-filous d’Airmad doivent trouver une solution, et très vite!

    Mais il n’y a pas que cela : même si ces navettes Paris-Tanà, assurent un taux de remplissage à 100%, Air Mad ne sera jamais en capacité de payer les 950000€ de leasing, qu’il faut débourser chaque mois!!

    Voilà la compétence au service du petit nombre, certainement!

    Cette opération a été montée, uniquement pour des raisons de rétro-commission dont l’opacité prime sur la clarté d’une opération perdue d’avance pour la compagnie nationale mais également pour satisfaire la mégalomanie d’un voyou qui joue avec la vie d’une entreprise comme il doit faire avec son P. Q.!

    Précipitez-vous à prendre en photos les avions d’Air mad, cela ne durera plus longtemps, ça deviendra un objet de valeur car ce sera du vintage!

    Maintenant vous pouvez vous rendormir, ça n’arrive qu’à Airmad, tout le reste va encore très bien!

  55. Njara dit :
    18 avril 2012 à 9 h 14 min

    Et alors….Faisons le calcul :
    950.000 Euros x 13.500 fmg = 12.825.000.000 FMG ( Douze milliards de FMG .

    Combien de pauvres pourraient en tirer profit ?

    Et pensez que TGV a acheté, selon Zafilahy , un appartement de
    …..5.000.000 d’euros en France.
    5.000.000 x 13.500 = ???????????????????????????? 🙁

    Polifika avo lenta = vola ho an’ny lafrantsa sy ny foza mpangery an-joro.
    et encore j’ai pris 13.500 fmg comme base de calcul.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *