8 pensées sur “Tsisy miala eo ! Magro 26 nov 11”

  1. Raha izao no tsy atao hoe « Miandry sioka tokana » dia efa tena tsy izy intsony !

    Tena miharitra mihitsy ny vahoaka, ary matoa miharitra amin’ny orana toy izao dia efa tena « GTT ».

  2. Eny amimagro tsy tokony hireska ratsy iraka sy Zefa ntsony fa reo roa sy radomelina ange ka iray iany izy telo lahy lmianaka ireo é!,fa nahona ratsy iraka namono olona tami 1991sy 2002 mahazo mody fa maninona ra8 tsy namono olona akory fa hita daolo hoe iza no tena nitifitra tami 2009 avy any @ bureau finace ,salle 200 sa 202 no nitifitra mahazo mody ,jereo ty izy olona marary saina mano pompe ,dia mody hitarika olona hivavaka eo ,hoe mamela ,ny heloki ny namako aho fa IZA NO NANAO RATSY TY FIRENENA TY FA TSY IZY ?????IZA NO NANAKARAMA AN’I TGVENDRANA hanogampanjakana sy nandetika ity firenena anaty lavaka raha tsy ratsy iraka na hanAo pompe arivo aza izy TSIAFAHY no mendrika azy !
    iO RANGAHY IO NO MAHATONGA NY GASY TIA RISORISO ,tsy tia tanindrazana zany io ,Kadafy dictateur fa nanao zavatra be tany Lybie ?NA HOPITALY NA LALANA NA sEKOLY NA AIDE FINACIERE HO AN4NY OLONA SAHIRANA 2 ANY ANTOKANTRANONY fa ratsy iraka inona no mba Soa nataony ho an’i MADAGASIKARA????? moa ve misy ra gasy anatin’io rangahy io sa voahozona ho RATSY IZY !
    Io rangahy io hono no hasolon’ny MENASOFINA an’i tgv fa leo vendrana kely§F a ninona 2 PAIKAADY RATSY IRAKA SY menasofina TSY HISY NY RECONNAISSANCE RAHA TSY EKENdRA8 ny gouvernement mijoro eo ,fa ny Malagasy kosa aloa dia hijaly mandra pahatongan’izay ka tsisy afatsy SAZY INDIVIDUELLE NY SOLUTION SISANIZAY FANDANIAMPOTOANA !Ilay fitoriana no tokony hatao mafonja é! ary mila mahina amiZAFY SY RATSY IRAKA ny vahoaka sy ny mouvance RA8 hatramin’ny farany miintsy no mila mahina ,tsy eken’i Zafy ,beriziky nefa olona natolony zany v dia mba zavatra normal ????

  3. Ary ity Rangà nirediredy (Magro 25 nov) no tena gegy ka ny vahoako no ataony terivaimanta hilelaka an’i DEBA. Fa angaha heveriny fa ho hadino ny nataon’io Anti-dahy io ny vahoaka sy ny tanindrazana nandritra ny 25 ans ? Dia ity firesany no tena mahatsiravina fa toa oe i DEBA irery no MASINA sy tokony ho LOLOHAVINA antampin-doha. Koa raha tsy MARARY SAINA toa azy ny vahoaka ka hanary lamba sy hivadik’ondana.
    TSSSSSSSSSSSSSS ! Hita mihintsy fa voakaràma ry le mivalan…à isany. Manafitohina !

  4. Izaho koa tsmba mahatoky an’i Deba na i Zafy !!!

    Fa kosa, tsy manaiky aho ny hanaratsiana d’emblée ireo olona ireo. Mbola tsy fantatra izay hiseho ao aoriana ve dia efa manangana rindrina ??? Sao mba ilaina ihany izy amin’ny fodian’i Dada aloha e !

    Amiko ny malina no fototry ny mety ho fiovàna ao aoriana. Aoka re mba ho andrasana aloha izay hiseho e !
    Izay no hevitro, ka dia antsika rehetra no mandinka !

    Maraim-be daholo ianareo izany an !!!!?
    Faly mahita anao indray Bab’s a ! Tonga soa e !
    Ary nankaiza ny namana Ranavalona ??? Efa nanao vaccin ? Mila anao mihitsy fa tandremo sao tsy salama e ! Mbola mikasa ny hilomana miaraka fa izaho koa mba mirevy plongée sous marine ! 😉 Raha misy zazavavin-drano, aoka fotsiny !!! 🙂

  5. Misaotra Njara fa efa …….velombolo tsara kah!!!voan’ny daka tsy hita maso e!fanina kely mihintsy aho!
    Tsy raraka fotsiny t@ tany anefa ny ranomasoko omaly tontolo fa novalin’A-TRA androany t@ fahatongavan’
    i Tojo Ravalomanana.Faly aho ary faly tokoa ,Mitohy ny tolona !!!
    Miombo-kevitra aminao mihintsy aho ry Njara @ momba an’i Deba sy Dadabe Zafy ary io efa voalaza ombieny
    ombieny eto fa tsy maintsy hatambatra ny hery, tokany ny tanjona dia fialan’i domelina,efa izay hataon’i sisa rehefa
    avy eo.
    Tiako be koa ilay plongėe sous marine ry Njara.

  6. Njara a !
    Mety marina ny teninao momba an’i Antidahy be fa indro kely hoy ny mpandrafitra : Chat échaudé ny aty ka mi craindre eau froide.
    Mety ny veste fotsiny no mody nosoloan’i Lery nanaovany pompy teo Ivato fa ny sous vêt sy ny sôsety ny taloha iany !

  7. Mba loza koa ity Bab’s ity an !
    Fa inona moa ro atao hoe « paompy » ? Sao heverinao ho vatolahy mamany ariiiy ?
    Sao hadino fa t@75 anie i sefo Deba no niditra ny fitondràna e! ary efa 75 taona le io izao.

    Sefa mandeha miantsena ianareo, aza adino ilay sainam-pirenena eo amin’ny Fiara e! Raha misy dia atao eo akaikiny ny tee saorta fotsy sy kasikety fotsy !
    Mba mianjolanjola mandeha an ! Izany Ranavalona a !
    Hony e ???!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *