Tsy mitsahatra ny hetsika raha tsy tonga i Dada !

Magro 01 Septambra 11 (30)

Tsy mitsahatra ny hetsiky ny Rodobe’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana etsy amin’ny Magro Behoririka, na dia misy hatrany aza ny fandrahonana ny amin’ny hanafoanan’ny fitondrana izany.

Ireo mpandaha-teny eny an-toerana dia samy manamafy avokoa ny tokony hampiharana an-tsakany sy an-davany ny tondrozotra. Manandafy Rakotinirina dia nilaza fa izao dia izao no dia hampiharana izany tondrozotra izany, indrindra ny andininy faha 20 milaza ny fiverenan’ireo sesi-tany politika tsy misy fepetra, ao anatiny ny Filoha Ravalomanana. Rehefatongaeto izy hoy Manandafy dia izy no manendry ny olona hiditra ao anaty rafitra. Ny fodian’i Dada aloha hoy ny Depiote Zafilahy voafidy tany Vavatenina izay vao hatsangana ny governemanta.Izahay hoy izy tsy mitady toerana, fa mazava ny voalazan’ny tondrozotra ka tokony hampiharina. Tsy misy fitoniana politika eto hoy kosa ny Depiote Mamitiana Ravelonanosy raha tsy miverina eto ny Filoha Ravalomanana.

41 pensées sur “Tsy mitsahatra ny hetsika raha tsy tonga i Dada !”

  1. Tena jiolahimboto marina elah ry ralaigui maxame, olona gadra lava moa tsy mahagaga!
    jiolahimboto ôtran-lah sisa no azon’i rainovoanjo karamaina, satria tsy pôlitika intsony no ataon’i rainivoanjo fa asa- na terrorista, eo elah de hoe aza fitahana ny vahoaka, fa iza lty no tena mamitaka vahoaka, fa tsy elah loha- na vôtavo io sy rainivoanjo! misôra elah an’ireo olombitsy nandravelona ao @ magroranomaimbo mbola manaiky vorivorian-lah eo.
    Ary jereo kely ery ambany ery fa mbola voatahiry ao ny kobaka am-bava masiso nataon-lah, milaza hoe (TSY MANDINGANA INTSONY ITY VOLANA OKTOBRE TY DIA TSY MAINTSY HO TONGA AVY ANY SUDAFRIKA I RAINIVOANJO ARY HIRODANA NY FANJAKANA MISY ETO AN-TANANA, OTRAN’IRENY ALIKA ROMOTRA IRENY NY NILAZAN-LAH HOE MANEKE FA RESY ELAH RY FAT AH!!)

    Ary mijery datinandro elah sa tsy fa efa 7 NOV tsika androany, de eo indray elah milaza fa tsy maintsy ho tonga alohan’ny 17 nov ndray i rainovoanjo, hita ela hoe olona efa lany fika, tsy misy fiovàny ny koba masiso amidn-lah eo @ magroranomaimbo, reo olona mihaino an’lah koa moa bado iray trano mitovy @ rainivoanjo, dia mbola mihoraka ihany tolorana kobaka masiso,
    Refa tsy @ 17 zao i rainivoanjo dia, alohan’ny krismasy ndray ny anaran’ny kobaka masiso aroson-lah ireo bado velona ao @ magroranomaimbo ireo.
    Izah Cdt Massoud no miteny an-lah fa tapahiko ny ah ra tafody eo zany dada lah rainovoanjo, tadidio tsara ny datin’ny 7 nov, fa afaka 10 jours miverina eto ah mamerina ireo resak’elah reo.
    I Edgar ve no enjehan-lah??? nga elah mihevitra ny ho kandida eto an-tanàna??? d mihomeh ah maheno ny resak’elah,
    @ lafin’ny rehetra ve lesy de mety hiôtra hatreo @ cheville- ny edgar elah???
    Prezida ny fokonolona ao @ ranomaimbomagro ihany no farafaha amboniny am-lah ary tsy hiôtra io faritra io zany lah.
    olona gadralava;

  2. dia tapao re ry cdt masody fa tsy misy miraharaha an’là eo
    I Commandant Massoud, ilay mahery fo nandavo any URSS aza efa napôka 9-9-2001, very olomanga ny Afghanista, inona izay inao io

  3. Tsy zanak’i Dada izany ireo magro ireo cdt fa zanaka an-jorony e. Izany no mahatonga ry zareo miteniteny foana sy mampanantena lava toy io. Fa ny tena zanany toan’ ry Mamy sy ry Hanitra ary toa tsy miteny izany akory.Efa mba nikabary sy nandany andro teny ve ireo tena zanany ireo (sanatria).

  4. Atokisako e! misaotra lesy Guy a! hampifantaro azy tsara fa tsy izy no tompony !!!jiolahimboto fa MIAJA lesy ialahy a!
    Ny SAINA samy manana fa ny FAMPIASANA azy no tsy MITOVY( hoy dada izay).
    Efa fantatra io fa omby hangalariny izay hanirahany DAHALO ireny no hatao SORONA INDRAY sao mba ho voasakana
    ny FAHATONGAVAn’i dada.Mba omby azy no TADIAVIn’ny SAMPIN’IREO fa tsy olona toa ilay t@ 2009 koh!
    Herman! sady milelaka no MIKOPAKA,sady mikopaka lalitra no mikopaka noho ny HASEPORANA, ireny efa hitantsika
    ireny , efa fantatry chataigner fa tsy handaitra indray ny TETIKA dia ny AZY no nataony tonga aloha,izay efa tonga dia niely
    eran’izao tontolo izao ,fa mbola ao la france e!ary tsy maintsy HANDAMOKA indray ny teti-dratsy rehetra.
    Hamafiso hatrany ny vavaka Tompoko isany o! fa A-tra dia mamaly vavaka tokoa!!EFA MIALA ANY DADA e! ataovy daholo izay
    sorona hanakanana izany ry foza fa DADA tsy maintsy TONGA ary tsy tonga IRERY e!!hakapoy @ vato ny lohakely feno DILATRA
    ireo na POTSIRO NY VOAMASO dia TAPENO ny SOFINA @ izay sady tsy ahita no tsy handre ny fahatongavan’i dadanay ianareo.

  5. Na ho tapahinao aza moa ny anao,
    ataon’iz’inon fa i madama anga no hivaky volana hoe « bon débarras » fa MASiSOmboUDy loatra?

    I Edgar anga manana cheville? Hazon-damosina alou tena tsy misy: Strip-tease no tena traikefa noratovony tany Frantsa!!

  6. Inona indray ‘ty vocable ‘ty r’ise â ?
    Tsy mahavita sokirila ho an’ny saka akory ve ? MDR !!!

  7. Manala azy sisa ny zanaky dada! aza manadala ny adala e!
    Raha ireto Jodasy dia mazava hoa azy fa Bizzina no nalehany any ,any koa azony handengaina sy
    fahanana lalitra satria fantany fa DONTO ka izay no nisitahany any ,aty tsy misy azony hanaovana izany ,koa tsy mahagaga!
    tsy maintsy mba mampiseho an’i domelina koa izy fa MILAY, izay koa no tena hilan’i domelina azy ireo, ilay foza namany mantsy
    efa manomboka miala aminy fa VOKY, aza gaga fa vola daholo ireny fafy lainga ireny ,fitenenanao an’i domelina « Filoha » aza efa
    vidiany OHATRINONA???fa na izany aza tena efa VOA MAFY MIHINTSY ILAY TOETSAINA! mampalahelo sady MANALA-BARAKA.

  8. Aiza a!! hay ve traingo indray ity TARATASY SADOKA e!!lazaina fa tany @ TROIKA ry DONTO
    isany a!! tsy lasa lavitra eo e!! dada efa miala any oah!! diovy ny lapa hidiran’ny MPANJAKA!!
    Sokona nanani-bato sisa, izay donto ohatra anareo FITAHANA fa aza olona manana ny mahaizy azy ary no mba
    HETETATETANA, izao MIARIARY tsara ny HAVENDRANANA isany, AFABARAKA ! MITONANTONANA LOATRA!

  9. HENA LAFO SA HENA MORA ????????? 35000 ny kilao ?????
    Tandremo ry zareo sao dia lasa KEBABA any Torkia daholo ny ombin-tsika â !!!!
    Ny UE tsy mety mividy na manaiky ny hidiran’ny hena ao amin-dry zareo, fa ny torka tsy mivakila amin’izay kalitaon-kena izany !
    Tsy mifidy hena ny kibaba, fa mifangaro ao ny ondry sy omby !! Ny lahidy ely kebiry sy ely fitra, tsy efa vita hatry ny ela ve ?

  10. Izany angaha ferana intsony!hay any torika indray izany no haondrana ireny omby
    hangalarina isanandro ireny??na hatra@ taimboraka aza angaha ferana @ ireny kebaba ireny ??
    Ary sady miteny Arabo koa angaha Kintana izany?
    Hay ilay Omby 200 ho hatao SORONA hono ity lazainareo ?efa fantatray ity sorona2 ity e! sorona ho hatao indray mba
    hanakanana an’i Dada tsy hody e! Dia ho hita eo ary izany!!!!

  11. Nofon-kena fanampena-maso fa tsy fitam-pihavanana !!
    Valim-panontaniana : Nein, ich spreche nicht arabisch !! Ô Ry tany amin’ny bôma !!

  12. Ny tsy azoko dia nahazo vola t@ bois de rose ve sa dia te hampiseho ny maha foza tsy misy ati-doha azy ireto milaza ho cdt sy tanora ireto fa dia miteniteny foana toa tsy misy zava-pantany mintsy eto @ tanàna???

  13. Io ary le teniko Ranavalona a! jereo fa miala tsikelikely io Naika. Ny olona oa tsy mijapy soavaly maty izany. Ary aza mandainga toy ireny hoe »nambanan’ny ambasadera frantsay ireny Mamy » de milaza indray eto ise hoe: » TARATASY SANDOKA » fa nareo ihany anie no afatotry ny lainganareo e! Ny lainga toy ny salaka, hoy ny Ntaolo ka mamatotra ny tompony ihany! de jereo ny interlocuteurs eto fa tena , tsy haiko, de ny tena mihaino no menatra!

  14. Tsy naharitra ny antson’ilay sampinion manao hoe manzé-moi, manzé-moi angaha ny sasany izany ?
    Atsaharo ny fihinanana psylocibes na koa ny mifoka bozaka, fa ho domelina noho i domelina eo ianareo ê !
    I Naika dia olona mahitsy, tsy hivadi-dela, tsy mpamadika toan-dry ravakitampona sy ny tariny !
    Tohizo ny dianao ry Madama Naika, ary aza manaiky lembenan’ireo mpitady seza ireo. Fantam-poko ary fantam-pirenena ny fitiavanao an’ny tanindrazanao !

  15. Ho avy ny troîka ka tokony hanaovana ny T-shirt Ravalomanana, entina ny banderoles mitondra ny anarany sy ny caskety misy ny sariny.

  16. Sao dia mba i Rabe ihany aza ity Bogor ity indray ??matahotra aho!!!vonjeo e!!!
    Ho avy ny TROIKA hitondra ilay FANKATOAVANA an’i DOMELINA @ ROPILANINA!
    tena nahavoa lery izany an! gasikara tsy lany OLOMANGA fa izay lasa dia lasa e!tsy misy mitana mihintsy izay te HANDEHA
     » ndana mahazo f’i dada tsy hanozona ».aza malaky mitarika namana e!Fa iza izao ilay soavaly maty aloha ankoatra ny FOZA?
    soa fa ianareo samy ao sisa mifamahana lalitra fa ny lalitra eny @ zoridira aza efa nofoananareo HIFAMAHANANAREO FOZA
    ao mba mankahery tena e! tsy misy mpisosoka fa samy miara voa dia miara miosona dia miara- MIPARARETRA !rano ny KAPA!

    Kintana !noch nicht???ich spreche auch kein Arabisch!
    Mbola vonjy tavanandro ihany sy famonoana afo io fizarazaran- kena io e!

  17. Njara!ahoana ilay Naika hiditra ao amin’ny conseil supérieur de transition?Tsy tokony ravana daholo ve io vao manangana ilay nataonao hoe:Conseil National de TRANSITION.

  18. Toa hoe tokony ho « teny @ Magro i Zafy omaly manazava ny antony mikasika an’io pm lazaina fa natolony io ».

    Aiza ra-Solo ny daty omaly an! (raha vao tsy misy dia mitombo iray indray ny adintsainanay: nanao ahoana izany convocation izany?)
    ___

    TSY MITSAHATRA NY HETSIKA RAHA TSY TONGA I DADA. (dans toutes les langues + tee-shirt conforme à l’avis de Bemafohy)

  19. Marina izany Bemafohy a. an’i am troika mitaraina fa ny vahoaka malagasy tsy hihaino anareo intsony e.tsy maintsy hitsangana ny gouvernement, dia atao ny fifidianana,izay nangalatra sy namono olona gadraina.

  20. o ry tanora, firy no maty, firy naharatra, firy no tsy hita faty , very asa, maty ny hanohanana, maty ny aretina tsy vaotsabo hatraminy 2009 izay ?
    Tahaka ny firenena nisy ady teto Madagasikara, tsy lazaina ireto fako mivangongo erany tanana , tendrombohitra kely mitsotokotoko

  21. Ny senatera Naika Eliane dia tsy NIHEVITRA ny hiditra ao amin’ny CT na CST izany hatr’izay ka atramin’izao !
    Vakio ny gazety l’express androany ry ranavalona â ! Aza manana ahiahy sy mino olona voky psylocibe !

  22. Milay be, tsy nahatsikaritra olona nanary faty aho,na nisy olona novonoina fa nilahatra sy nitaky ny zony aloha hatreto. Fa nitaky fiovana tam 2009 ny malagasy dia Mahantra izao satria ny mpitondra HAT tsy nanaja ny tolom-bahoaka tam 2009 fa mbola nifampiraharaha tam ekipan ra8 izay voaongana ihany. Farafaharatsiny aloha izao na sarotra ny fianana dia tsy misy jadona intsony fa malalaka ny fanehoan-kevitra.

  23. Ka fako ilay mpitondra koa aiza isika no tsy HILOMANO ao anaty FAKO ry Milay a!
    Teny @ fako anie domelina no notsindroan’i frantsay ho hatao saribakoly e! dia izao
    isika haletiny @ FAKONY izao.
    Raha ny fatifaty sns indray fanahiniana hatao mihintsy ireny HAMPIHENA ny Gasy hanomezana VAHANA ny MPANJANAKA,
    efa ao anaty tetika frantsay daholo izany rehetra izany,  » made in france », eraky ny francafrika.
    Soa fa efa hifarana ny lalao. AMPY IZAY!

  24. Aza midegany ry Tanora, fa mba olona manana aordinatera ihany â ! Esory ‘ty tampimason-tsaovaly ‘ty, dia mba ahirato ihany koa ny maso !!
    Dia mihinàna koa sira misy iaody, fa tsssssssssssssss !!!

  25. Kintana ,tsy haiko ianareo na tena tsy maharaka ny zava-misy eto an-tanana na minia mikipy amin’ny zava-misy marina fa tena manao « desorientation temporo-spatiale » satria tsy mijery afatsy itony site desinforme itony angambany, tsy omena tsiny fa any antanin’olona e.
    Ranavalona a,io olona lazainao fa fako io no nanala ny gejan’ny malagasy tao anatin’ny haizina.
    ka raha fako io dia asa na inona i ra8 voaongana.

  26. Za Rabe mihitsy Ranavalona io Bogor io a! aza matahotra ahy izany zay résponsable n’ity forum ity, fa raha vao ny mail ko Rabe no clic-na, de tsy mivoaka, de ataovy mahazatra na Rabe, na Bogor, na Rafa, fa Rabe daholo ireo, ahafahako maneho ny hevitro, fa tsy hoe fatahorana anareo sanatrian’ny vava. Marina ny anao ry tanora, fa ny crime vitan’ny dadan-dry zalahy modiany tsy hita sy ireo olona nogadrainy, aza manantena troika izany, fa efa nomeny lamosina ianareo nandeha farany tany Sud Af teo ireny, de tsy nahita nambara e! mbola miala nenina @nareo foana anie hatramin’izao ny ny ambassadeur Sud Af, fa mamohehitra ny ataon’ireto mouv Ravalo ireto, dadany miteny hoe, aza miditra, ry zalahy miteny hoe, omeo anay ny moitié ny ministère, de tsy menatra; na ireo médiateurs vahiny ireo aza tena leo anareo. Ratsiraka miteny zavatra hafa, tsy nanasonia kanefa ny mouv ny te handray anjara. De opposition zaza saina sy lany fika. De ireny ny niveau -n’ny meneurs nareo manao politika, maika moa ianareo forongony eto, miteniteny foana , sy mitsingologoloka, de Domelina Domelina, nefa dadanareo no tena domelina nasôtin’ilay boay kely seza, de niampita ranomasina mitsy vao tafapetraka, de lasa RAVALOMANGANA manantena anareo zanany mafy, hamerina azy @ sezany, de lany vola sy lany rora fotsiny 3 taona izay, izy koa tsy miharaha anareo zaza sary, fa ry Mamy sy ry Zafilahy ihany ny zanany, satria tezitra izy fa zaza anelakelantrano koa moa hahavita inona, ny sasany basy vava be, kanefa eto France eto no migalabona, de amporisihany nareo gasy kely mitrongo vao omana ao @ Magro ireo hanao kamikaze, fa raha mba nanao geste kely ianareo aty @ DIASPORA na GTT mandefa delegasiona vitsivitsy, mampahery ireo namanareo rovitra pataloha mampalahelo kely ireo, mba mikabary kely e! hafa anie zany hoe, mba hita eo nareo e! efa be zay natao zay e! Tee shirt izany tsy dada, fa dada miaina tsara ao Atsimotsimo ao, tsy fantatratreo moa fa mandeha manala azy saika ho une fois par semaine, mandeha atsy @le Mpanjaka Swaziland,akamany be milalao ireo VIRIJINY be de be manodidina ny mpanjaka, de Onjakelin’i Tinondia miandry azy fotsiny! raha io dénonciation mantsy no tianareo ho trandrahana eto, de manankambara be de be ny olona, ary tsy fanaoko io fa asehoko anareo, qui est vraiment votre DADA, raha tsy ady hevitra politika no voizina eto fa atteinte à la personne foana, de manao an -le dadanareo saint sy tout puissant ianareo nefa ampiorakorahany fotsiny sy ataony mamono tena! hano ny sôsy ry Mamy fa ry magro kely fehezo foana fa vendrana a! mba zarao ihany anefa ny magro kely refa mandrezatra , mba jereo ny habolangin’i Mamy e! roa saoka be! arirarirao sy ampiesony eo, de dakao @ zay refa tonga le fotoana e! ny GVT tsy maintsy mitsangana, ny fifidianana tsy maintsy handeha. De marina ny anao ry tanora a! Troika sisa no azo hanaovana snif!snif! fa ny vahoaka tsy mahatoky azy e! fa raha milay izy, mahazaka vahoaka @io magrobaka lava tsy hikapa io e! de bye indray e!

  27. Aleo haveriko eto ilay voalazan’i Neninoro fa tena tsy matikilolo!
     » aza mitady taolana intsony hanakenda anareo foza fa ny taolan’i DADANAY efa mitsovalana eo
    atendanareo aza efa tsy VOATELINA « hi!hi!hi!!

  28. mahafinaritra ny Hatsikana hataonareo, fa boay kely iny ve dia nandavo an’ny goaliata ranaval a, na tsy ampy saina i Goliata. na solotenan’ny Vahoaka sy Andriamanitra i Boay kely.

  29. Vahoaka : Bas quartier sy Andralanitra
    Andriamanitra : Sarko-Françafrique
    Boay kely (ati-doha )
    Pidro : Iza ????
    Ny zavatra tsapako aloha dia migolabona mihintsy izany mpanampy ny tambanivolo sy mpiasa any amin’ny Grand sud izany ; tsy mifezaka raha resaka connection sy adsl !!
    Dia amin’ny firy no ho eny amoron-dranomasina, hijery ny masoandro milentika ?

  30. Tsara lavitra noho ny any andafy aty ry Kintana a, Cap sainte Marie, Faux cap, Lavanono. Mahantra ny olona fa manana joie de vivre reefa tsy monopolise.
    mba mila technologie koa ny fampandrosoana aty ambohitsy aty ry Kitana a, Manampy ny vahoaka foana ny Amerikanina na dia misy crise aza.

  31. Tsara ny any amintsika ary raha nahazo fanampiana betsaka kokoa isika mba hampiroboroboina ny fizahan-tany dia voamaika top.Io fanampiana ara-bola io izao dia mbola mikatso ary ny AGOA dia mbola tsy fantara hatramin’izao rahoviana ny handinika ny hiverena’ny malagasy ao.Misy joie de vivre,hanontanio ny very asa raha mahalala izany,anontanio ny tambanivolo izay zara raha mahita rano na misakafo indroa isan’andro (ny hena tsy hita raha indray mandeha isaky ny 15 andro).Minimum fotsiny io ataon’ny USA io satria dia mampalahelo azy isika miaina ao anatin’ny tsy fisiana.

  32. Iza no no niteny hoe: TOKONY HATAO AN-KIVY KOA IREO MPAMPIASA VOLA(opérateurs économiques)miasa ao Madao rehefa tsy nahomby lay lay sanction nominative nataon’ny OUA an’ireo mpitondra tetezamita! RAVALOMANANA no namporisika an’io, iza no namporisika ny Amerikana hanala ny AGOA? Mbay tany oa fa dadanareo zany tsy tia tanindrazana fa ALAHELO SEZA NO BE!Nankaiza ny vola millenium challenge account avy @ USA natokana ho an’ny tontolo ambanivohitra, izay 100 millions de dollars isan-taona, tsy nandeha any @ ministère agriculture, fa notantanan’ny présidence mivantana, de inona no vita? VITRINE TEO IAVOLOHA, fa maninona no Andry izao no mamita ny projet bas Mangoky, fa ny hanao SILO BE, sy ny hangorona mivantana na an-kolaka, terena hivarotra ny taniny ny tantsaha tany Ambatondrazaka, de mbola Rajoelina koa zao no mamita godron iny lalana iny, fa nankaiza ny vola nomena ny Daewoo sud corréen nanamboarana iny lalana iny! ntssss!zahay milaza ny marina, fa tsy fandaingana sy be rehareha ohatra anareo sy ny dadanareo, de valio ndray raha misy diso io, fa io no mahasosotr’orina, ary zany no tsy itiavanay an’iny, fa na tsy Rajoelina aza no hitondra eo, tsy mila an’iny intsony ny vahoaka malagasy fa ampy izay ny vitany! Capitalisme libéral dur comme fer mampisy elanelana mangitsoka ny mahantra sy ny manankarena régime ny dadanareo zany koa tsy mety @ gasy. Tsy lasa oa ARY TSY TIAN’NY GASY HIVERINA INTSONY LE TIKOLAND e!saika lasa EMPEREUR GASY anie iny raha mbola nitohotohy teo e! Isaorana foana Andriamanitra, fa na de ho very faty any Sud Af any de mbola lazaina fa taolana.Io le nolazaiko tany aloha hoe, ohatran’ny langouste, na defa maty ao anaty rano mangotraka aza mbola en position self défense foana. Ka douma tsinona koa, tsisy apoaka @ Zandrikely de ny vava no sisa mitsaontsaona! GISALAHY io e! de tairo foana oa fa zahay vonona!

  33. Esory koa ty fanavakavahana an’ireo vahoaka eny @ bas quartier, fa ekenay fa snobe be nareo, fa izy ireo kosa de mpiray tanindrazana, malagasy iray ra antsika, fa aza manambany olona, fa manana ny dignité izy ireo na de mahantra aza sy maloto lamba sy tsy mikiraro aza! j’ai vraiment honte de vous! vraiment!!!!!

  34. Tanora a filé à l’anglaise.Mais peu importe comme on dit:il n’y a que la vérité qui blesse.Ce petit rappel sur l’époque de Ratsiraka l’a marqué: ma mère m’avait emmené à un meeting de Monja Jaona comme il était candidat au présidentiel en 83.On a pu constater cette année là que Remanindry jaona qui soutenait Monja Jaona n’apparaissait jamais à la TV durant la propagande eléctorale.
    Par ailleurs,je suis content que Monja Roindefo ait compris la leçon et ait choisi le bon camp.Le régionalisme peut mener à la xénophobie qui n’a aucune raison d’être à Madagascar.

  35. Tena tsy ao mihintsy Rabe :aza misandoka miresaka @ anarana’ny vahoaka malagasy zany fa @ anaran’ny tenanao ihany resahina,satria tsy misy azo fitahina zany mintsy raha ny malagasy tsy foza… raha asaiko mamaky ny sori-dàlana MAP enao zao dia fantatro indray ny fanaratsiana hataonao ka amiko dia tsotra: NY PROGRAMAN’ASAN’NY FOZA DJ TOHANAN’NY FRANTSAY DIA NI FANARATSIANA AN-dRA8 .FANDAINGANA .HALATRA .FITAKA .MASOBE TSY MAHITA SY IZAY RATSY REHETRA TSY HAY TANISAINA…NY miarmila foza sy ny Frantsy
    ay no mampaha-tanjaka an’io Dj foza io ka mahagaga raha olona misy maso sofina ati-doha ihany ka tsy hahalala izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *