21 pensées sur “Video, Me Hanitra Razafimanantsoa”

  1. Nanao dia nanao tokoa izy tompoko NANDROBA sy NAMOTIKA ary NANIMBAZIMBA sy NAMONO.
    nametraka LOVA RATSY ho an’i firenena raha izany domelina izany.

  2. Tsy ny yaourt ihany rahavako o
    fa indrindra indrindra ny menaka (omena ny karana ny bizn import, ny vidiny nefa double ny an’i dada, …)

    Ny dobera « blue band » oe blue band ==> BUE DINGUE mba marina moa.
    Mandranoka, misy fofona, à jeter car plus consommable UN JOUR après ouverture de la boîte

    J’aimerais entendre qque chose de la bouche de ces PUTSHISTES et tous ses partisans sortants ou entrants, une confirmation osée s’ils ont consommé une autre qualité du temps de Dada

    Merci pour votre retour sur l’estrade, faisant un de nos petits bonheurs!

  3. Hoy Me Hanitra Razafimanantsoa : « Na potehina aza, « MBOLA » (Bemafohy ;)) mijoro ihany »,
    ary satria izaho tena potipotika, silatsilaka , vakivaky,lasa lavenona mihitsy e, an’i Me Hanitra 😉 dia hoy aho hoe :

    « Na hosoram-potaka aza, toy ny volamena, mamiratra ihany ! » Tsy hay takonana e !
    Na miteny izany aza aho, dia manaja sy manome voninahitra azy hatrany !

    Manja isika Atsimon-drano Maitre a !
    Ka tianao va ? Ka tianao va ?
    Ka tianao va, ny hiaraka amin’ahy ?

    Tena tianay Maître ny hiaraka aminao a ! 🙂

    Fa miandry ny tapa-kevitr’i GTT Eoropa, Etazonia sy ny tany rehetra e ! Izay afaka mampita dia mba ampitao, fa mijaly izahay Malagasy eto An-Tanindrazana e.
    Tena tsara ilay soso-kevitra hoe : manoloana ny ONU-Strasbourg ka !

    Miandry MALAKY ny Andro sy ORA re izahay GTT any Frantsa e ! Raiso ny adidinareo e !

  4. Soa ihany ry Njara fa nisy an’i Maitre Hanitra miaro an’i Dada mba tsy rava daholo ny fananany.Mifampiresaka amin’ny Troïka koa izy amin’ny maha-mpitondra teny ny filoha azy.Izy io anie toa injeniera vao nivadika nanao avocat, toa nisy CV-ny angaha nasehon-dry zareo tany ho any.
    Dia misy manao soso-kevitra koa hoe:atao matetika ilay mivoaka mijoro 15mn eo amin’ny arabe fa tsy ampy ilay indray mandeha fotsiny.
    Manaraka izany dia jereo ihany ny radio nederland sao afaka handefasana annonces e!Efa ela ireo no teo sady fantatro fa tia gasy ry zareo ao.Hilaza zavatra iray aho tamin’ireny cyclone Kamisy tamin’ny taona 1984 ireny dia ny croix-rouge hollandaise no tonga voalohany tao Tana hitondra fanampiana ho an’ny traboina.Ny radio nederland no nahafantaran-dry zareo izany ary natao interview tao amin’ny TVM ry zareo tamin’izay ary izay no nahafantarako hoe:ry zareo no tonga voalohany tamin’ireo vahiny nanampy ny gasy.

  5. Hay ve ry mme HANITRA saika hanao villa be teny an-korondrano, fa lasa Dada de maty an-karanany le projet e! antsôôôô! maty aho zanako, very fihinanana e! milaza ny tsy anontanina, dada kosa moa e!
    O r’ise ry Patrick Ramiaramanana a! collegue isika fahiny, de hoy ise hoe, za kosa lesy ry BE tsy hijanom-potsiny eto @ sezako eto a!mba hijery ny tany hametrahako ny tongotro aho, zao vao tsy ela nividy tany 300 m2 ety Amboropotsy. De nangina izy, marina ny azy, fa mahagaga ihany no mahita an’itony avocat lazaina fa favy be kanefa mitonon-tena toa lolofotsy e! tsy hoe ny manam-pahaizana no tsisy @nareo, fa ny fomba fiady sy ny crédibilté isak’izay mipoitra de ZEROOOOOOOOOOO! de toa niandrandra mafy an’i NAIKA, de inona no vita? tsy niantsy ady nanao oe exilée politique mody an-tanindrazana aho zao, ka manatona aty ze hanagadra ahy, de notazamin’olona fotsiny, ary Zandrikely akory tsy sagnagna ka ze provocation n’ny maivan-doha rehetra izao, hanapoaka ady akory de ho henoiny avokoa! de iza indray le papango lahy anaty katsaka radem, de RAINY foana oa no VOANJO RAHANITRA ô! ary enao eto lay vrai avocat d’une cause perdue e! de bon courage e!

  6. Ity indray hafatra ho an’i ramatou razafi sy ny taranak’i rainovoanjo.
    Sao tsy fantatrareo aloha fa transition na koa antsoina @ teny gasy malalaka hoe tatezamita no misy eto @ tany sy ny firenena.
    Inona moa no andraikitr’izany fitondrana tatezamita izany??? valio

    Tsy nialokaloka tao aorian’izany hoe fitondrana tatezamita ny filoha hajaina RAJOELINA fa dia nanao zavatra, eny fa na dia tsy nisy famatsiambola avy any ivelany aza, manampitrotraka ny fampiasan’i rainivoanjo ny vola nangalariny tao @ kitapom-bolampanajkana nentina nanakaramana mpanakorotana sy haminganana an’i Filoha RAJOELINA tsy ho tody @ REPOBLIKA faha IV.
    Jereo itony ny lapan’ny tanàna, tafajoro soa amantsara na dia namingana aza iramose rainivoanjo raha vao nanomboka izany fotodrafitra’asa goavana izany, ny Filoha RAJOELINA ben’ny tanàna t@ zany fotoana.
    Be herim-po ny Filoha RAJOELINA ka tontosa ny asa.

    Yaourt dobera sns… aoka hazava ry ramatou razafi fa tsy nihinana ary tsy nahatakatra ireo zavatra ireo avokoa ny malagasy fa aza dia be fandaingàna marivo tototra, ny isanjato vitsivitsy ny malagasy ihany no nanana fahefa- mividy ireo zavatra novokarin’i rainivoanjo ireo.
    T@ fotoanan’ny prôpagandy no mody nampidininareo ny vidin’ireo entana ireo dia rehefa azonareo ny fahefana dia tsy takatrin’ny fahefa-mividin’ny maro an’isa intsony ireto zavatra ireto.

    Averiko indray hoe mbola ao anatin’ny transition na tatezamita isika izao, fa ho itanareo eo, afaka kelikely eo, fa haniry eran’ny tanàna ny orinasa goavana hanodina ny ronono malagasy ary tsy ho mena-mitaha ny zava-bita teo aloha.
    Efa miandry ao ny mpampiasa vola vaventy @ sehatra maro.

    Mimenimenina i ramatou razafi hoe sesitany, gadra pôlitika, NOTAM sns…

    Ô ramatou ty a! t@ fitondran »iza no be indrindra ny mpanao pôlitika lasa sesitany sy rava fananana be indrindra teto Madagasikara???

    Izao voa hianareo vao mahatsapa hoe mafy izy zany! ianareo dia may ny afo natsanganareo ary kenda ny vomanga nasesikin’ny tananareo ihany, koa mahatatesa.

    Iza no mpitondra namorona ny fanankana ny malagasy tsy mahazo miditra eto an-tanindrazany???

    Sa hodiana hadinoina ny fanakanan’i rainivoanjo t@ fomba rehetra an’Atoa RAJAONARIVELO tsy hitodi-doha an-tanindrazana t@ fifidianana filoham-pirenena 2006.

    Ankehitriny rehefa vita sonia ny ROAD MAP dia namela malalaka ny fiverenan’ireo nandositra any ivelany hody eto an-tanindrazana ao anatin’izany i rainivoanjo.

    Mihainoa tsara ianao ry ramatou razafi, t@ fitondran’iza no nisy gadra be indrindra noho ny fanaovana pôlitika???

    Raha tsy hiteny afa-tsy Atoa RATSIRAKA Rolland ben’ny tananan’ny toamasina, nahiboka am-ponja 6 volana tao Ambalatavoahangy, nohapangaina nanodina vola-panjakana,
    Vitan’i rainivoanjo ny fanoloana PDS tao anatin’ny 6 volana dia novotsorina Atoa RATSIRAKA Rolland fa hoe tsy nitombina indray ny fiapangana azy.
    Koa aza be taraina!!!
    fa hoy ny fitenenana hoe jereo aloha ny andry lehibe eo @ tavanao vao miteny ny sombi-kazo kely ery @ hafa.

  7. Za koa nanonofy ry TsimilaTGV, nanonofy aho, fa tonga ny dadako nandao ahy nadritra ny 3 taona nitondra yaourt tiko mamibe. De faly be aho, fa ela zay niantsoko sy niangaviako an’i dada hody zay kanjo refa taitra aho, de teto @ ankalan’ny magro no latsa-dranomaso, satria tafatory am-pitoerana ka nanonofy atoandro, reraka loatra aho mihaino ny wawawa magro eto de tafatory, de lasa aho nody, fa feno fahakiviana, asa a! hiverina indray rahampitso raha sitrapon’ny ao ambony!


  8. Bemafohy ! Mazava tsara mihitsy ilay sary ka ! Nohenoiko ilay kabary tamin’ny voalohany, dia avy eo ny sary fotsiny sisa no jereko.
    Averiko jerena foana fa tsy mety ho afa-po aho ….
    Ny sarin’i Ranavalona indray izao no andrasantsika e ! 😉

  9. Tsy maintsy mbola hifankahita isika fa boribory sady kely anie ity tany ity e!!!
    Efa mitady zavatra tsara aho ho hanampiako akaiky ny FIRENEKO na dia
    kely ihany aza ka mino aho fa tsy maintsy mbola hiaona ary tsy maintsy mbola hiariary eny aho e!!
    sady izaho tsy ho takona hafenina fa sady lava no vaventy na dia tsy MIEZINEZINA aza.

  10. Eny ê: Faly aho tena faly!

    Force de changement oe : changement bordel, putain de changement, tena oln kely atidoha isany mora ambakain’ny vazaha amin’ny kely foana. Mila alavirina eo amin’ny fitantana ny firenena ny olona manana foto-pisainana toh’izany. Changer-o ny attitude-nao sns… fa tsy ny maha-malagasy ny fomba fiarovana ny patrimoine sy ny bizn tompoka no HAOLANA any anaty HADY (précipice – gouffre – …)

    Odosy ê : ra-Sarla aza mpidoroka be nahiratra ihany hoe f’inon’ity « voninahitra nampanantenaina ahy toa poak’aty ? »

    Lainga daholo lainga dé @ izao vanim-potoana fa indrindra nahatonga saina nandritra ny fitondran-dra8 hoe « aiza ho aiza moa ny mahamalagasy

    Marina ny anao Hanitra : mitolona ho tafaver’i Dada – asan-devoly no manjaka nohon’ny fahazoan’ilay 3V bahana n’aiza n’aiza – zao kou azy tokn hikarakara zavatr eny @ domaine, nefa voatery najanona mihintsy alou nohon’ny tarehin-javatra misy fa : « mpanera eo ivelany aza hono lasa tafiditra ho mpiasa ao anatiny »

    Tsy mila yaourt na dibera na menaka na fromage importé izany zahay, efa nandalovan’ny molotra fa e e e – ny vitan’i TIKO no angatahinay hiverin’ê!
    – Faly enao: miverina @ norme zany no dikany
    – tsy Faly ten’isany: akory atao, miverena mandalina taranja ara-economie ry mpanarak’ampondr’an

  11. Sur tananews,le lapinou invite les politiciens et leurs chefs de file à faire preuve d’HUMILITE pour arriver un consensus.Alors là, c’est le monde à l’envers.S’il y en a un qui devrait faire preuve d’humilité, c’est bien le Domelina.Qu’il quitte le pouvoir et le problème est résolu.Mais nous ne reculerons pas, tu peux le dire à ta mère, minus.

  12. C’est simple Bemafohy ! Ils ont tellement été habitué à ce qu’on leur paie un deplacement pour ecouter le Domelina ! Ils se rebiffent maintenant car ils ne voient pas le paquets de dollards tomber sous le nez !
    Il va falloir que le Domelina debourse pour qu’ils viennent ces……tarés de foza !
    C’est comme les mirlos qui ne font rien sans etre payés ! Mais ceux ci, ou ces derneiors feront n’importe quoi rien qu’avec un tas bananes jetés par terre et quelques morceaus de pain rassis !!! 🙂 🙂 🙂

  13. Mais au fait ! Si Beriziky s’entete à former le nouveau Gvt tout seul, sans l’avis de Domelina (il en a le pouvoir, mais est ce qu’il en est conscient ?!!), alors, Domelina se mettra à genou pour pouvoir garder son poste devenu inutile.
    Ce n’est pas une blague, mais si le Pr Zafy fait un peu pression sur Beriziky pour mettre en place un ……CONSEIL NATIONAL DE TRANSITION, ce serait le pied !!! 😉

    Les futurs Ministres seraient des Membres de ce Conseil ! Et là ! l’on avancerait probablement ! Puisse Dieu m’entendre !!! 🙂

  14. Tsy mbola teraka ihany ny mambra ny goavy mantan’i tgv nefa efa aminy dimy latsaka fahatelony izao, sa kosa mbola manandro. I. Jean paul razafimatratra moa dia,mitatata mihitsy ato aminy radio madagasikara.

  15. te hanao minisitra angah ramatoa Hanitra???? mpisolo vava tsy nahavita fianarana ange ianao e!!! raha mba nahay koukou dé lasa magistrat!!!!

  16. Teraka ty le governemanta ry kala psoulvavan’i rainovoanjo, ka ny ain-dehibe an’iza no hanaraka???
    Naninona rah mba niteny an’i lemamy hoe ampidiro ao anaty lisitra ah fa mba te ho ministra ny justice!

    Anefa kala psoulvavan’i rainivoanjo ve, ho lasa ministra ny justice na i tavatsôvaly antidah aza no lasa PM???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *