Hampiharo ny tondrozotra hoy ny firehana Zafy Albert

mouv Zafy 30 dec 11 (6)

Tsy hampiditra olona ao amin’ny rafitra parlemantera ny ankolafy Zafy, satria tsy voahaja ny tondrozotra. Io no anisan’ny nambaran-dRavololomanana Lalatiana, mpitondratenin’ny ankolafy Zafy tamin’ny mpanao gazety omaly teny Ivandry. Ny fametrahana ny Cst sy ny Ct hoy izy dia endrika iray firaisana tsikombakomba amin’ny mpanongam-panjakana. Efa nanomboka tany amin’ny fananganana ny governemanta hoy Ravololomanana Lalatiana, no nisy ny fandikana ny tondrozotra. Tsy nisy ny fifampidinihana tamin’ny ankolafy fa nosoloina eny an-dàlana ny lisitra. Tsy nihambahamba ny ankolafy Zafy nilaza fa lasa fanaovana bizina ny fananganana ny rafitra Cst sy Ct satria lasa nitombo ny isany, ary lasa kitranotrano .  Mazava hoy hatrany ny fanazavana ny tenin’ny Pr Zafy Albert fa tsy handefa ny taranaka andevozin’ny frantsay izy, ary ny fanosehan’ny frantsay amin’izao tetezamita izao, dia tsy hamaha ny krizy. Mikasika ny fifidianana izay hotanterahan’ny mpitondra dia nambaran’ny Ravolomanana Lalatiiana fa raha mbola  fifidianana tsy mitondra ho amin’ny filaminana dia tsy azo ekena izany.

Mikasika ny gadra politika dia nambaran-dRavololomanana Lalatiana, fa rehefa tsy mivoaka alohan’ny 31 Desambra 2011 (anio) dia hihaona amin’ny Praiministra Beriziky izy ireo. Fampatsiahivana ny zavatra notakiana tamin’ny Praministra Beriziky, no votoantin’io fihaonana io hoy ny fanazavana, anisan’izany ny famoahana ny gadra politika rehetra izay antoka hisian’ny fitoniana politika eto amintsika, ny  fitakiana hahazoana maneho hevitra ankalamanjana, satria ny kianjan’ny demokrasia nakatona, ny fanokafana ny radio nakatona, fanomezana sehatra ao amin’ny haino aman-jerimpanjakana ny Pr Zafy Albert, amin’ny maha filohamp-pirenena azy teo aloha.  Ankoatra izay dia takiana ihany koa hoy ny ankolafy Zafy ny hampiharana ny andininy faha 30 ao amin’ny tondrozotra, izay hiniana hadinoina,  milaza fa foana avokoa ny zavatra rehetra tany aloha taorian’ny fanaovana sonia ny tondrozotra. Foana noho izany hoy Lalatiana ny fitsapan-kevimbahoaka nataon’ny fat , ny goverenemanta, ny cst sy ct. Miverina amin’ny fifampidinihana indray isika, ka mandray anjara avokoa ny ankolafin-kerim-politika rehetra.

28 pensées sur “Hampiharo ny tondrozotra hoy ny firehana Zafy Albert”

  1. Mba tsapany ny ankolaft Zafy ve fa nanao foana ( fanolorana an ‘i Berziky ho praiministra) sy tsy mieritreritra izy ireo ka miteniteny foana amin’ny fangatahany ny fampiharana ny tondrozotra..!
    Manolotra an ‘i Beriziky ho praiministra…dia manda hiara-hiasa amin’i
    Beriziky hampiatra ny tondro zotra !
    Aiza re izy izany e ?
    Ary ny CPS/ UA nivory tany ADDIS ABEBA dia sanganehana amin’ny fandavany ny ankolafy hiditra ao amin’ny tondrozotra…
    Io fandavana tsy handray anjara io dia fanampiana an-kolaka ny adin’ny frantsay izay mitady ny fomba haminganana ny SADC ,toa nt ankolafy Ratsiraka tsy nanao sonia ny tondrozotra…

    Hita mazava amin’izao fandavan ‘ny ankolafy Zafy sy ny ankolafy Ratsiraka ny fandraisana anjara amin’ny fampiarana ny tondrozotra fa tsy mitovy araka ny filazan’izy ireo ny feon’ny lokangan’izy ireo..!
    IZA NO MAMALA-KIRA ? IZA NO MAMPITAROZAKA NY FAMETRAHANA NY TETEZAMITA VAOVAO ? IZA NO FALY AMIN’IZAO TOE-JAVATRA IZAO ?

    DIA INONA HONO NY TOKONY HATAO ? AMPY VE NY MIDONGY ? AMPY VE NY MILAZA FA FIRAISANA MANAO TSIKOMKOMBA AMIN’I BERIZIKY IZAY NATOLOTR’I ZAFY HO PRAIMINISTRA ?

    ZAFY ET SA MOUVANCE SE CONTREDISENT ET EXPOSENT PUBLIQUEMENT LEUR INCOHERENCE , QUI TRADUIT LA PLUPART DU TEMPS UNE INCOMPETENCE A PRENDRE UNE DECISION QUI NE CONTRARIE PAS LA NOMINATION DE BERIZIKY PAR ZAFY..!

    CAPRICES INFANTILE OU SENILITE CAR LA MOUVANCE ZAFY TERGIVERSE POUR TERGIVERSER CHARETTE DE LA MOUVANCE ZAFY NE SAIT PLUS DE QUEL COTE ELLE DOIT ..FAIRE :AVANCER.., RECULER …,FAIRE DU SURPLACE ET ATTENDRE ET VOIR QUOI , QUI ?

    LA MOUVANCE ZAFY AURAIT-ELLE DES PROBLEMES INTERNES ? UNE SCISSION AVEC ZAFY D’UN COTE ET RAKOTOVAHINY DE L’AUTRE ?

  2. Il est très facile d’exhorter les autre à  » faire mettre en oeuvre feuille bouger la
    la feuille de route sans participer ! »
    Zafy et sa mouvance se prennent-ils pour le commandant – en chef
    de l’entreprise  » feuille de route  » et les autres,notamment la mouvance RAVALOMANANA MARC , constituent leur valetaille ?
    Faites attention car votre comportement frise une inclinaison certaine à vous prendre
    pour le grand chef ( je désigne seul Beriziky , je décide seul de ne pas participer à la mise en oeuvre de feuille de route et et j’exhorte seul les autres à participer à
    bouger le cul pour faire marcher cette feuille de route…)
    ET SI JAMAIS  » CES AUTRES « REUSSISSAIENT SEULS A METTRE EN PLACE LA TRANSITION , LA MOUVANCE ZAFY EXIGERAIT-ELLE D’EN FAIRE PARTIE ?

    SOYEZ SERIEUIX , COHERENTS , CREDIBLES ,LOGIQUES ET SURTOUT CONSENSUELS ET
    SOLIDAIRES !IL FAUT FAIRE CE QUE L’ON DIT !LE BLA-BLA NE SIED PAS A UNE MOUVANCE QUI NE SE CONSIDERE NI NULLE NI BEAU PARLEUR NI DONNEUR DE LEçON !
    SEULEMENT !

    A CE JOUR , LA MOUVANCE ZAFY N’EN PREND PAS LE CHEMIN DE LA SOLIDARITE !

  3. EFA HO TELO TAONA IZAO, NO NIAINAN’NY VAHOAKA TAO ANATIN’NY HABIBIANA SY NY FANAOVANA TSINONTSINON’AZY !!!
    INONA NO MBA ZAVATRA VITAN’IREO « MPIARO NY ARA-DALÀNA » IREO ??? TOA FANALÀNA AKANJO (STIRIP’TIZY) ISAKY NY MIHETSIKA NO ATAONY !! KELY SISA DIA HIALA NY SILIPY SY KILAOTY !! TSY HISY TAKON’HENATRA INTSONY !
    Esory teo io Beriziky Beriziky io, raha tena TIA TANINDRAZANA IANAREO Ê !! Olona tsy mamokatra io !
    IANAREO REHETRA AO AMIN’NY MOUVANCE RAVALOMANANA, KA NIHIDITRA HO CT, CST ARY MINISTRA, MANANA ORA VITSIVITSY IANAREO HIERITRERETANA, FA RAHA MITOHY IZAO FIHETSIKAREO IZAO, DIA TOY IREO MPANONGANA IREO KOA IANAREO MIANAKAVY !!
    NY HOAVIN’NY FIRENENA JERENA, FA AZA IZAY RESAKA HOE VOLA AZONAREO AMIN’NY DOSIE IRAY OHATRA, NO ENTINA AMPIESONANA NY MPITOLONA SY NY VAHOAKA !
    REHEFA TSY TAFAVAOKANAREO ILAY MISSION, DIA MANAOVA DEMISSION COLLECTIVE Ê ! TSY HANOME TSINY ANAREO NY VAHOAKA ; FA RAHA MBOLA MIFIKOTRA AMIN’NY SEZA KANEFA TSY HIASA, DIA ZAVATRA HAFA INDRAY NY FAHITANAY AZY !

  4. Tsapako tanteraka ry KM ny antony mahatezitra anao ! ary mino aho fa maro ny efa mihevitra, fa tsy tokony hitohy intsony izao fisalasalàna mahazo ny olon’ny ARA DALANA izao.
    Mino koa aho anefa etsy ankilany, fa tsy mora ny manao zavatra satria ny olona hiadiana tsy misy maha-olona azy, fa toy ny « biby » mitady taolana, ka rehafa mahazo dia mionona.

    Ny zavatra mba tiako hitarihana ny saina fotsiny dia izao e :
    Ny aasan’nireo milaza Mpanao pilotika ireo hafa, ary ny anajrantsika vahoaka mtitolona kosa dia hafa ihany koa.
    Raha ny marina dia izay faniriantsika no tena tiana hotanterahina, anefa tsy ho izany mihitsy, ka ny anjarantsika vahoaka, kosa dia izao :

    MITADY izay azontsika atao……..MIARAKA.
    – Ohatra ny fanaparitahana tracts na any ivelan’i Dago na aty an-Tanindrazana.
    Tsy azo avela hametraka tranokala mihitsy ny FAT hamitahana ny vahoaka, toy izao mahazo azy amin’izao fotoana izao.
    – Ohatra hafa ihany koa ny manaparitaka tracts any amin’ny Orinasam-panjakana rehetra, hilazàna fa leo ny fitondràna HAT-Rajoelina ny vahoaka. Tsy tokony hijanona fotsiny amin’izao, ka miandry izay higadonany isika, fa miady andro aman’alina mihitsy manaparitaka tracts.
    Izahay ao amin’ny http;//lafy8.forumactif?ca dia efa miomana amin’izany, ary misy aza efa NANOMBOKA MIHITSY.
    tSY VOATERY HIYS MPITARIKA FOANA ISIKA VAO HIHETSIKA, fa samy manao izany tandrifiny sy vitany avy.
    Tsy isika mitraotra no havitàna zavatra e! Fa ny fahaizana MITAMBATRA SY MIARAKA.

    Raha mitohy izao Fitondràna HAT-Rajoelina izao dia ho toy ity sary ity no hiafan’ny malagasy tsy afaka 20 taona akory :
    http://l.yimg.com/bt/api/res/1.2/slhWDruwLl_EgKJS58C2Jw–/YXBwaWQ9eW5ld3M7cT04NTt3PTYzMA–/http://l.yimg.com/os/255/2011/12/30/RTR2VNKK_142523.jpg
    Lasan’ny frantsay daholo na ny Trondron-dranomasina na vato na izay mety ho arena rehetra an’i Mcar, satria
    NY HAT-RAJOELINA dia mivarotra ny tanindrazana mihitsy mba ahazoany mijanona ho filoha.

  5. Tsy hitako mihitsy koa ny ilàna izany ankolafy zafy zany!!!! na tsy ihiditra ao anaty fitondrana mandrakizay aza izy ireo moa maninona???? tsy ahitan’ny vahoaka tombotsoa na ny iray amin’izy ireo aza!!! izy aza nitondra niongam-potsiny kouh!!! i Lalatiana Ravololomanana moa nilatsaka ho fidiana nifaninana tamin-dRavalo (Maire d’Antananarivo) nataony tsy nisotro rano fa nahazo 1%!! Ka inona no hantenaina amin’ireo?????

  6. Na inon-kidona, na inon-kihatra, MIARAKA ihany no ady eo !

    Miara amin’i Rakotoarivelo – Razafimanantsoa – Zafy – Naika Eliane – Rakotoamboa – Raveloson – Zafilahy – Guy Maxime
    Izay tena mihezaka araka izay azony atao ! Toy izany koa isika, samy mihezaka ! Avelao hitabataba ny alika mivovoho, fa ny lalantsika ihany no tohizina !
    Ny tena mampalaheolo dia tsy mahay MIRAY HINA ny malagasy !
    raha ireo alika ireo anie no tena hoe hanaovana Rodobe, mangina ho azy ireo e !Ny miaramila frantsay sisa no herin’ireo.
    Izany hoe mitomany ny ho zanatany foana, fa efa zatra ninono sy nitsetritra ka tsy mahay hafa tsy izay.
    Averiko hatrany fa ny Frantsay no fahavalo voalohany, izay vao ny HAT-Rajoelina. Ny herin’i TGVendrana dia ny tosika frantsay foana, ary tsy miafina na amin’iza na amin’iza izany. Na ny CI aza mahafantatra tsara an’izany !

  7. Ny ahy misy ankolafy iray izay tokony tsy hisy mihintsy sady tsy vitan’ny hoe tsy ahitan’ny vahoaka tombin-tsoa no mivarotra na manome (solintany)ny harem-bahoaka amin’ny mpanjanaka fotsiny.Mbola tsy tonga saina ihany na Deba aza nanomana an’i Toamasina raha ohatra i Dada hiditra any.

  8. Bjr Bemafohy !
    Io lazainao io any ilay lazaiko hoe :
    Raha mikasika izany atao hoe Solidarité izany ny malagasy dia mbola tena mila fianarana tanteraka mihitsy e !
    Raha tonga saina ny malagasy amin’izao ataon’ny frantsay antsika izao, dia
    MIROBOKA mba mianatra izany atao hoe FIRAISAN6KINA izany !

    Efa hatry ny ela aho no mba nilaza teto fa angamba tsy ilaina intsony izany fisaraham-bazana atao hoe : Ankolafy 3 izany .
    Efa nisy fihezahana ny hoe ANKOLAFY MADAGASIKARA, anefa mbola mila fanentanana mafy sy fifampitokisana maharitra izany mba hiadiana amin’ity Fanjanahan-tany ataon’ny frantsay ity !

  9. Mbola manantena inona ary nareo Ravalomananiste ireto,tsy adala akory ny vahoaka raha esorina tgv dia hiditra indray Ravalo ,raha miala eo tgv dia tsy mila Ravalomanana zany ny vahoaka e!!!olona roa samy mitovy fitondra ihany Tgv sy Ravalo,sady Ravalo efa nangalatra vato taminy 2006 ,zay no nampahalany azy teo,efa tsy aran-dalana intsony taminy 2006,izy mbola mizeste fotsiny teo @lay mahay te hitondra firenena.Zafiste anisany nahatonga any tgv teo t@2009 dia nony tsy nahazo seza aran-dalana tsara dia lasa ndray mody miverina mitolona miaraka@mpiasan’i Ravalo ao Magro.

  10. rapra! I Zafy anie efa nomen’i TGV toerana ambony fa tsy nanaiky e! aza mampisaram-bazana e! inareo angaha iraky ny mapanjanaka.Manaraka izany,tsy nahazo fanampiana tamin’i CI i Ravalo raha nangalatra.Mazava be!
    Njara! Marina ny anao fa tokony atao hoe: ankolafy Madagasikara main’izay!
    Misy ratsirakiste lasa TGViste eto satria ny bizindry zareo mifonofono risoriso ka voatohina tamin’ny andron’ i Dada.Rahoviana vao hanao ny ara-dalàna ny malagasy? I Ravalomanana efa nanana no efa tonga teo amin’ny fitondrana.

  11. Tsy mahagaga itony « rapra » itony. Ireny mihitsy ilay zatra mahazo seza dia mifikitra na hazo boboka aza no hipetrahana. Aleony misolelaka sy milelaka sy mihinana ny tsy fihinana toy izay mba mihezaka hanatsara ny fiainam-bahoaka efa mijaly amin’ny Fahoriana sy ny famoretana ataon’ny Mpanjanaka sy Domelina !
    Ny any am-paosiny ihany ny azy ! Rehafa mahazo bourse kely amin’ny frantsay dia mihazakazaka toy ny akoho mahita rehoka : manitsaka sy manaratsy ny misondrotra sy tiam-bahoaka no tanjony !
    Alika hoy aho, tena izany mihitsy : omena taolana dia roboka !Tsy mitsinjo ny vodi-andro merika fa Mpangery an-joro mandra-pahafatiny !

  12. Tsy mahagaga itony « rapra » itony. Ireny mihitsy ilay zatra mahazo seza dia mifikitra na hazo boboka aza no hipetrahana. Aleony misolelaka sy milelaka sy mihinana ny tsy fihinana toy izay mba mihezaka hanatsara ny fiainam-bahoaka efa mijaly amin’ny Fahoriana sy ny famoretana ataon’ny Mpanjanaka sy Domelina !

    Ny any am-paosiny ihany ny azy ! Rehafa mahazo bourse kely amin’ny frantsay dia mihazakazaka toy ny akoho mahita rehoka : manitsaka sy manaratsy ny misondrotra sy tiam-bahoaka no tanjony !

    Alika hoy aho, tena izany mihitsy : omena taolana dia roboka !Tsy mitsinjo ny vodi-andro merika fa Mpangery an-joro mandra-pahafatiny !

  13. rapra,
    Aza ampitoviana ny olona tsy tokony ho ampitovizina ry rapra a ! Mba nivarotra AN-KATERENA ny Tanindrzana toa an’i Domelina angaha ny Pdt Ravalomanana ? Sa mbola tsy mazava ihany ny momba ilay bail 99 ans nasehon’i Pdt Ravalomanana ?
    Tsy nivarotra iereny fa tena gfitsinjovana ny aty aoriana mihitsy.
    Domelinareo no zatra mihaingo sy mihaina amin’ny fomba frantsay, ka ny azy no ataony aloha toy izay hanafaka ny malagasy amin’ny fahantràna toy izao ataony izao.

    Raha nisy mpitondra nivarotra ny Tanindrazany tsy mbola nisy toa an’i Domelina ny afrikana.

  14. Ary inona foana tia frantsay lava tia e!! ntsika gasy no vendrana pory dia ny frantsay nomena fahakalana lava izao ,tokony isorana aza ny frantsay mba nanome indépendance na dia 50/100 fotsiny aza,raha tiana mada efa nataony dom tom,efa firy taona ndry zareo no colonisé mada aloha nahazo independance mada, tsy de misy zavatra tena important be loatra dia nomeny indépéndance,raha resaka touristique dia mety tsara mada,njerevo Afrique du sud tsy navelany ny anglish hazo indépendance fa feno volamena @tonnes,emeraudes sns…mijaly mafy ny mainty hatramin’izao, nefa izy tompony tany.Aleo alavitr’aza frantsay tohizay sinoa sy karana,ny sinoa mameno tany fotsiny sady manangona harena dia alefany any @; sady fetsy be, manao metissage betsaka ao@lay tany, un siécle aprés se sont eux qui domine ,izy ihany no manoratra tantara an’ilay tany any aoriana.

  15. Mbola tantara sy ezaka goavana, ary mila fifampatokisana izany AKOLAFY MADAGASIKARA izany ry i Njara a!

    Ilay raika lahy any Neuilly iry anisann’ny fototra goavana amin’izao fahapotehan’ny firenena izao, iaraha mahita ny afitsony hatramin’izao ko!!! Tsy ao mihintsy ny finiavana sy fanetre-tena!!

    Eto aho dia manolotra ny fiarabàna ary firarian-tsoa rehetra noho ny taona vaovao 2012 ho anao sy ny ankohonanao Atoa Filoha Marc Ravalomanana. Ny andon’ny lanitra sy ny tsiron’ny tany anie hirotsaka aminao, ho entinao manavotra ny vahoaka malagasy.
    Ary ny sandrin’Ilay Avo indrindra hiazona sy hiaro anao mandrakariva mba tsy tafintohina,

    Dia manonona izany firarian-tsoa sy fiarabana hoan’ireo rehetra mpanohana ny ara-dalàna, ary koa. Tsy adino fa anatin’izany I Mydago
    MIRARY FAHOMBIAZANA SY VOKATRA TSARA!!

    « MATOKY ARY MINO HATRANY!! »

  16. Dia miray fo sy saina amin’ny Neninoro aho amin’ny Firarian-tsoa ataony
    -Ho an’ny Firenena
    -Hoan’ny Pdt Marc Ravalomanana
    -Ho anao Neninoro sy ny ankohonanao
    -Ho an’ny Mpitolona rehetra, mba omen’Atra hery sy hezaka ho tonga amin’ny iran’ny rehetra
    Ho an’i Mydago ihany koa, izay mala-po manome alalana anay hametraka filazàna momba ny http://lafy8.forumactif.ca.
    MISAOTRA MANKATELINA MANOKANA E !

    Tsy hanao mpitovo hananatra ny hendry aho Neninoro, fa izay voalazanao dia tsy misy kianina fa dia mamerina ny firaisam-po sy fisainana aminaoe !
    Soava tsarà daholo ny Mendrika ny Ara-dalana !

    Njara

  17. Misaotra indrindra Njara a!
    Dia mirary ny soa sy ny tsara ho anao sy ny akohonanao ihany koa e! Toy izany koa hoan’i Kintana, Bemafoy, Rasamy, Ranavalona, Ho Aiza sy ny sisa tsy voatanisa e!

    Dia mirary ny taona vaovao hoan’ireo maniry « hisongadina » amin’izao manjo ny firenena izao mba ho tratry ny fahiratan’ny masompanahy sy fahatongavan-tsainana. Mba handinika sy handalina tsara sy marina eeee!!!!!

    Atsipy hono ny tady hoeny an-tandrokin’ny omby! Ary atsipy ny teny ho am-pon’ny…!!?
    Mino aho fa, mety tsy mbola tsy tena maty fanahy…!?

  18. Toy ireo namana rehetra dia Miarahaba sy mirary soa ho an’ny Filoha Ravalomanana ny tenanay noho izao nahatràrana ny taona vaovao 2012 izao ;Enga anie Andriamanitra homba sy hitahy anao sy ny ankohonanao; dia toy izany koa ny firariana hataoko ho an’ny Malagasy rehetra miandrandra hatrany ny fiverenan’ny Filoha ary ianareo rehtra eto @ Forum.

  19. Josefa! Ils comptent tous les deux sur Sarkozy et surtout ils n’ont pas révisé leurs cours de droit international.

  20. Bjr !

    Il faut etre completement taré pour defendre la HAT-Rajoelina et ne pas comprendre ce que disent les medias. Et puisque l’on me nomme exprèssement , je voudrais dire à celui quii veut me mordre les fesses, qu’il me lache les baskets, et qu’il aille se faire enlucer dans une sobika . Aurait il compris ? J’en doute fort vue son intelligence limitée :

    http://stop-francafrique.com/

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *