J.M Châtaigner veut prouver la neutralité de la France

Que devons-nous comprendre de ces déclarations de J.M Châtaigner?
L'ambassadeur essaie de redorer l'image de la France

Interrogé par le journal Ma-Laza sur la position de la France concernant le retour du président Marc Ravalomanana, voici ce que J-M Châtaigner a déclaré: »je conteste ces affirmations fausses et erronées ! Nous avons toujours dit que le retour de Marc Ravalomanana était une question de souveraineté malgache. Une question tranchée très précisément et clairement par la Feuille de route. C’est aux autorités de la transition, stipulées par la feuille de route, de se prononcer sur ce sujet. Ce n’est pas notre rôle « d’étranger » de nous prononcer sur ce retour. Je tiens à préciser que la France n’a aucune animosité contre Marc Ravalomanana. La France n’a jamais eu de relations difficiles avec Marc Ravalomanana. D’ailleurs, il a toujours été un ami de la France comme l’ont été tous les Présidents de Madagascar. »

L’ambassadeur essaie de redorer l’image de la France, il veut prouver par ses déclarations que la France a toujours été neutre. D’après lui, la France entreprenait toujours de bonnes relations avec les dirigeants malgaches, tout simplement parce qu’elle voulait toujours s’immiscer dans nos affaires. Nous avons été une colonie française et la France n’est pas décidée à lâcher Madagascar pour des raisons peut-être bien plus importantes qu’on ne le pense.

55 pensées sur “J.M Châtaigner veut prouver la neutralité de la France”

  1. Tena marina zany satria raha ilay ministra niaraka tamin’i ravalo efa nilaza fa i jacques chirac sy ravalo nifandray tsara zay no nahatonga ny chirac nakany t@2006 nanokana an’ilay lalana tao nosibe financier frantsay , vao nisolo an’i sarko dia niova daolo ny politique rehetra dia io niafarany hoatran’izany daolo rehefa franco-phone chacun à son président supporteur.

  2. Et avec le prochain président français, que se passera-t-il à Mada ? C’est cela qui nous intéresse, Sarko miala aina, Domelina mitsipatsipaka

  3. Reraka ihany dôfin en fin! valaka mihintsy ny anareo ! KENDA ROROKA !
    « Tongava fa efa vonona ny olona hamono azy »?? kitikitio eo dadanay fa maty
    ialahy ry ilay ratsy be ity! ratsy ohatra azy ihany ny FANAHINY. Mpiatsara ivelatsia !!!ratsy loha ratsy tsy misy
    hilavana azy.

  4. Tokony miala any tgv sy ravalo fa tena nanimba any mada sady mifampialona,mandeha ny tsao fa namboariny tgv ny zanaka vavy ravalo dia niteraka iray dia ravalo no nitaiza azy ,tsy manaiky tgv dia namaly faty ary nanogana azy teo@fitondrana nefa koa ny sasany milaza fa mifapidera fanana sady samy tsy misy te ambany IZY ROALAHY, ravalo spécialiste @ronono sy jus d’orange tiko, sady manatitra ronono tao aminay taloha t@bicyclette ao antsirabe andrefana,tgv indray dia nalainy dadatoa nay manao animation rehefa misy fety ao@fianakaviana sady manka sary atao publicité.Tena gagabe ao raha lasa president izy roalahy nefa samy nanompo anay taloha.Sady be fan daolo izy roalahy @izao misy tena lasa adala sy namono tena mihitsy ny sasany.20ans ratsiraka nipetraka teo foana tsy misy probleme firy zao ragaha tena dans merde mada dia lazaina fa ny vazaha foana ny responsable satria zazakely sady tsy misy loha ny gasy matoa ny vazaha foana ny diso,mampiady zaza.

  5. tsy izay fatin’aliaka rehetra izao no mba hianakendry eto @ tany sy ny fanjakana?
    Mba mapiorooro hono ry ilay vendrana isany ??bizzina ny azy ka aza homena tsiny e!
    mila sorona koa ny foza hanoanana an’i dada koa asesika izao FAKO REHETRA RERAKA izao fa tsy ampy azy
    ireo ny SORONA TENY AMBOHITSIROATRA.Dia manaraha daholo izay mbola tsy misokatra ny masonareo izay
    notaritiny HO VONOINY TENY AMBOTSIROATRA HO SORONA fa raha sy izay izy tsy NAHAFAKA an’i DADANAY
    teo.Dia i Charles sy Kottiti aza mahalatsakapa antena isany koa MAIKA FA I DADANAY???mikitia singam-bolo iray
    an’i dadanay eo raha MAHASAHY fa FAKO OHATRA ANAREO ANGAHA IZY INY??DIA HAMDRAMO??IZAHAY
    KOA EFA VONONA ny ho @ ‘izany fa aza mba MIANAKENDRY fa olona sy msy HATAO .Mpitaty taimboraka ary
    no mba mianakendry daholo??fa iza koa ity AV7???tsy any @ domelina mitaky fa nataony aiza daholo ilay faty
    noraofiny tsy hita poapoaka ireny?mbola nisaina angamba sao tsy ampy t@ ilay isa nilain’ilay DEVOLY MPAMANTSY
    VOLA, sady feno bala tsy izy????

  6. AV7!maninona aloha raha fantarina tsara ny zava-nitranga indrindra fa avy aiza ny tifitra nahavono olona ary koa naninona ianareo no mbola nandroso ihany nefa efa norarana hoe « zone rouge » tsy azo aleha io fa mahafaty.Miala tsiny aho fa ohtran’ny hoe ianareo no baikon’ireo mpitarikanareo hiroso amin’ny tsy mazava dia niroboka tokoa.I général Dolin iny izao velona tsara nefa niseho nitarika teny.Sao dia diso fijery ianareo?Mba alao ambony alao ambany ihany hoe:iza no tena tompon’andraikitra.
    Hitanay ianareo nipetraka azo sary eo akaikin’i lanto Rakotomavo(ohatra’ny mitsiky tsiravo izany ilay ramatoa),mampieritreritra ihany.

  7. TSy mila tgviste sy ravalomananiste intsony mada ,chacun rejoins leur poste de travail d’avant ravalo mandeha manao ronono sy jus,tgv mandeha manao animation sy publicité olom-baovao indray no tonga eo dia milamina mada,raha miala eo tgv tsy anaiky ny av7 sy tgviste dia hitolona hoatranareo ravalomananiste indray dia ny eo ihany no miverina. Miala tgv dia miditra ravalo ,miala ravalo dia miditra tgv .TENA vita matavy mada.Rehefa misy olona maty na tsy responsable ary ravalo t@7fevrier 2009 dia izy no president donc izy tsy maintsy responsable na tina na tsy tina.Partout c’est pareil tunisie,egypte,libye

  8. Aza mba mapiesona eto ry Rapata a!tairizo ho anao irery io hevitra io fa aza havoaka eto akory fa
    mankaloiloy.Dia mba mahaiza manavaka ny AMBOHODIA sy ny ZANAK’ONDRY fa misy olona be
    ny fandiniako ny olona toa anao,toa te hanan-karena tampoka toa an’i domelina koa???domelina dia nandoalika t@ DEVOLY
    no nampanan-karena azy tampoka toy izao dia izao izy MANGALATRA sy MANDROBA iny tsy an’ny tena akory,fa dadanay
    NIFOFOTRA NIASA ary NIANATRA.Mbola tsy teo @ fitondrana izy dia efa nanana,dia ireny HANJAKAZAKAN’ny olona MITOVY
    fisainana toa anao izao (noho ny FIALONANA) ny FANANANY fa tsy NAHATAKATRA ary tsy nahavita ny vitan’i dadanay, sady tsy
    manankambo akory. Deba indray dia nandetika MORAMORA ny sambo no nataona fa raha nitohy teo izy dia tsy maintsy ho tonga
    t@’ izao ihany isika sa somary niadam-pandeha satria izy dia FETSY @ RATSY fa tsy DONTO toa ity domelina ity ,sady MAMBA RERAKA
    no donto dia izao sisa hiafaran’i FIRENENA no hanaovan’i domelina azy, na azy moa hiraka rahateo efa nanaiky ny DEVOLINY izy dia
    tsy maintsy TOMPOINY. Ka raha te haka ny toeran’i domelina dia MIANKOHOFA @ DEVOLINY fa aza MAMAHAN-DALITRA ETO.

  9. Efa fantany izany ry Bemafohy fa mody adala a!voahiraka ireo ary bizzina ny azy.
    izany angamba no azo hatao sisa hanaronana ny ratsy nataony fa ny olona tsy misy
    ho azony @’ izany intsony ,tsy DOMA sy voavidy ohatra azy daholo akory ny olona ka HISARIGAIGY @
    ity Vints lasa 15mily dia midina 10mily dia lasa 0000000000000 be dia be.Fanakorontanana ny dikan’io koa
    fa lany fika e! sao isika mba ho revo @ ireo FAKON’OLONA ireo dia ho SAMBORIN’i bomba moramora i dada
    ohatra??SANATRIA!!!!FANDREBIREBENA IRENY fa tsy fantany fa efa » SAMY FANJAKANA IZAO » hoy ilay
    ANDRIAMBAVILANITRA nikabary teo @ MAGRO t@ SABOTSY,hadinonareo angaha???mbola haveriko foana
    io kabary io fa tena MANOME HERY BE MIHINTSY ho an’ny MPITOLONA REHETRA.Aza matahotra!!

  10. Amin’ny tany tan-dalàna dia mandeha aloha ny fanadihadiana rehetra sy ny fampiharana ny lalàna alohan’ny hiampangana olona.Tsy izy akory no namono ary mbola nampihatra ny lalàna izy dia ahoana izy no tsy maintsy tompon’andraikitra .Ny tany amin’ny tany avaratr’iAfrika tsy olona 20.000 ao anatin’ny 20.000.0000 no nirotaka fa ny vahoaka mihintsy,tsy tao an-drenivohitra fa hatrany ambanivohitra ary nahalala fa raha manantona ny zone rouge dia mety ho faty tsy misy ankanontany intsony rehefa avy eo.Ny antsika niroso dia avy eo mimenomenona hoe fa naninona izay no voatifitra izay mbola tsy fantatra ny fihaviany.

  11. Tsy Rabe ihany ve no Rapata sy Juriste ………..sns tsy voatanisa e!!tsoooooooo ketraka toa an’i
    Chatai koa ngaha ka namadika palitao sahady???aza hilaozana kosa izy fa tsy misy mpanoana e!
    Aza avela hiady irery izy fa niara nifanosona tao ihany ,koa nony maty ny omby vao hoe:hano anao irery ry domelina???
    KENDA ROROKA ny foza ka mitady lavaka hafa indray HINANANA!aiza indray no misy MIBANAKA???vola mora!vary mora!
    halatra mora!fandrovana moramora!vono olona mora2! FANAPOZINANA MORA2 sady MANARA-PENITRA sns tsy voatanisa
    Ka eo dia mitady haka SEZA MORA toa an’i domelina koa??satria ve nandaitra ny SAMPIN’i domelina dia… ??mba manadrama
    koa ary e!!

  12. @ forumiste Juriste:

    Ilay Juriste mitady ny fiverenan’ny talohan’i Ravalo, donc du temps de Jamba, ce qui signifie jeter au peuple malagasy le sort de se résigner de vivre dans un tunnel sombre où personne ne s’épanouisse sauf les partisans du oé oé oé JURISTE an’i Deba-Arema kou io zany!

  13. Itony Rabe sy ny tariny efa mivaky volana toa an’i ChaTayNez ihany any am-pony,
    fa matik’ambo tsy misy valaka @ Andry Radomelina dia bala tsy manjary no amenoan-dry zareo ny site.

    I Dada tsy maintsy miverina oa!!!

  14. Ho an’izay antoko TGV-AV7: zanak’omby tsy ampianarin-domano ny aty, mialà dieny izao sao tapitry ny AVC eo tenisany! (De miteny aho izay)

    – Omeo toerana tokoa ry Bomba Couillonnel Richard ny eny Tsiafahy sy ny fonja hafa, hidiranareo mianakavy fa any dia any
    raha toa ka tsy manome passeport iry ambony sy LaFrantsa

    ** AMPY IZAY NY FANGIRIFIRIANA SY VONO OLONA NATAON’IREO TETO @ FIRENENA MALAGASY **

  15. Est ce que c’est possible de demander à son excellence ( De juldec le chauve je crois) avant Chateignier de commenter les propos de son excellence Chateignier ?

  16. A ma connaissance, il n’y a pas d’Ambassadeur de France……LEGAL…. à Mada. Il y a Un Affairiste qui s’occupe de l’interet français auprès du FAT.
    Le FAT etant ….Illegal…. lui même déjà. Qui se sent morveux se mouche, et là il y a de quoi faire reluire tout le visage !!! C’est prendre la CI pour des vessies!!! mais certains pays jouent leurs jeux aussi……pour leurs interets (ceux de la COI – UA en particulier), sous couvert de la Francafrique……..bien sur.

  17. « … il y a tant à dire sur le Président… » dixit Sarkozy, crispé, au lendemain du coup d’Etat! Il n’y a pas d’animosité, mais il y a tant à dire…

    Alors, quel est le rôle d’étranger de la France dans cette crise?

  18. Alidera : »Alors, quel est le rôle d’étranger de la France dans cette crise? »

    Désolé, je ne comprends pas bien.Meriterait un peu plus d’explication, please ! Thanks!

  19. Salut Daholo!

    Averina indray ny antson’i Njara ka izay rehetra manaiky ny hiara-hihetsika aminy dia iangaviana izy ireo hamela an’i Mydago hanome ny adiresy mailaka izy ireo any aminay.Misaotra tompoko.

  20. Raha anao greve eo ary nareo tsy misy miala zany eo e!!!raha mafy nareo dia ataovy miditra eo ravalo,efa tsy misy lalana ao mada maninona no tsy saha miditra ravalo fa mbola matahoatra,mbola mitady securité tsara vao saha ,sady mbola mila ny troika,tsy milamina zany io tany io raha miala eo aza tgv ,ary tgv tsy miala eo zany e!raha tsy manary bala ny miaramila ,miverina ndray ny revolution orange ary fety be ndray ao analakely betsaka ndray no vaky trano 2fois mafy noho izao.

  21. Mais kecetiksa, Missié Bwana « SATAN-NIAIS »?
    http://www.madagascar-tribune.com/La-France-tres-presente,16855.html
    La même attitude que le rabe qui ne lache pas les baskets à njara. Qui se ressemble s’assemble.

    La France très présente
    mercredi 21 décembre 2011, par Valis

    Au moment où le pays est en train de traverser la plus grande crise politique et sécuritaire (grève des magistrats, menace de paralysie de l’appareil administratif dans toute l’île, menace d’insécurité généralisée et le souffle coupé dans une partie de l’armée et de la population en raison de l’état de santé de l’officier supérieur Charles Randrianasoavina), dans la crise, des militaires français sont dans nos murs depuis lundi 19 décembre. Ils sont là pour la relance de la coopération militaire opérationnelle dans l’océan indien et définir les axes à développer, tels que la lutte contre la piraterie maritime ou l’appui à la gestion des risques et catastrophes et la protection civile.

    Parallèlement, Hugo Sada conduit depuis ce même lundi 19 décembre, une mission de l’Organisation internationale de la Francophonie (OIF). L’objet de cette mission de l’OIF dans nos murs s’inscrit dans le cadre du suivi de l’application de la feuille de route. Ainsi, Hugo Sada reconnaît les efforts entrepris dans la mise en œuvre du processus. « Plusieurs étapes primordiales ont été franchies, mais il en existe encore d’autres plus sensibles et complexes. Il faut avancer d’une manière constructive et dynamique afin que la suite du processus soit crédible et fiable », affirme-t-il.

    L’OIF proposera des recommandations afin que la mise en œuvre du processus de sortie de crise malgache se déroule dans de conditions claires, consensuelles et conformes aux articles de la feuille de route. La question des élections n’a pas été spécifiquement abordée lors des rencontres que cette délégation a eu avec les institutions, telles le ministère des Affaires étrangères.

  22. Josefa! eto aho dia miala tsiny aminao fa toa aviavy ery ,nojereko mantsy ity video narosonao omaly io
    ka saiky foza no nanao tsikera tao dia izay no nahamahana ahy koa ,AZAFADY e! MIALA TSINY TOMPOKO O!

    Olona mpandraharaha 1 avy SOUDAF lazaina fa mpikaraman’ady dia hatao hazalambo eran’ny tampin-tanety?
    fa ny miaramila frantsay tonga any tsy misy SIRA ?Sao dia efa heverin-dry zareo ireo fa efa azy ambongadiny aza i Dago?
    O ray olona a! f’inona mihintsy no ao an-dohan’ireto frantsay ireto e??dia avela hanara-po toy izao foana ve izy e???fa an’
    iza marina MADAGASIKARA????

  23. Io miaramila io no fanetry ben’ny tany sady hiraky n DEVOLY.
    Io ilay  » raha maty aho matesa rahavako » fa niara-nitavana sy nandroba taminareo
    angaha ny olona no terena ho faty hiaraka aminareo??itony ilay olona tsy misy hatao fa faly MITAVANDRA
    tsy mba misy hiafarana ka tsy mivaky loha @’ izay ho avin’ny firenena.Mba nasondrotry ny vintana fa habotetaky
    ny toetsaina.Misimisia indray ny MIBANAKA HANDROBANA HINANANA SY HILIBANA,@ izay afaka tsara manao
    ny asan-devoly rehetra, tsy mahamenatra ny olona ohatra io miaramila io ny MANOLANA na zaza vao minono aza
    io efa miariary io ny toetsainy. FAHAFINARETANA BE HO AZY IZAO FAHAVOAZAN’NY FIRENENA IZAO.

  24. De rien Ranavalona. Tout le monde peut se tromper. Je vous ai déjà envoyé un bisou de pardon…..avec respect !

    Sur ce forum, un « individu » avait ecrit que la France n’avait nullement besoin de Mcar, et qu’elle pourrait la « laisser tomber » du jour au lendemain. Apparemment ce n’est point le cas.
    Mais je suis franchement choqué que « SATAN NIAIS voudrait faire la paix avec le President M.Ravalomanana maintenant. « Ils » n’ont jamais eu de probleme avec le President Ravalomanana? Tiens tiens tiens…
    Sur le bateau il y avait Le Pen et Mohamed. Mohamed est tombé à l’eau.
    Qui a poussé Mohamed ?

  25. Moi, je parierais que c’est rabe !!!Ou bien le pote njara ???rabe « sait tout », il va nous le dire ici même ! 🙂

  26. Mahagaga ahy ry Solofo Myah sy ry Fanatik ireto, Mody tsy hasiana resaka indray le hoe nambanan’i Chataigner i Mamy, dia mody hadino ilay lainga be fandranitana olona.
    Mba fantatrareo ve fa i Mamy R. no hanokatra ny kabary fiarabana ny Filoha zandrikely am Janvier ary Hiteny hoe Manaja anao Monsieur le President

  27. Qui veut passer les fetes de fin d’années avec rabe ?
    – les volontaires désignés sont : Tsimila TGV – Ranavalona – njara – Bemafohy – Ravelonarivo – Ho Aiza – Verbeeck – ….bref, tout le monde, faut bien un monde pour tenir tête à un ingenieur maire et juriste…….diplomé?
    – les videurs volontaires désignés : Tanora (65 ans MDR !) massoud ! quelques vata-tay…..
    MDR -OMG

  28. J’interviens juste ici pour rappeler que ce couillon de Châtaigner, ambassadeur « accrédité par un régime illégal » en compagnie d’une certaine dame Annick, chargée d’affaires de l’ambassade (ayant récemment quitté son poste pour la Zambie) étaient dans le même avion que Mialy, la femme de Andry Rajoelina à destination de Tana, au moment du putsch.

    Prenez les Africains pour des imbéciles mais pas les Malgaches***: même pauvres, ne prenez pas les Malgaches pour plus ignares qu’ils ne le sont monsieur (je ne vous appelle pas « ambassadeur ») Châtaigner, diplomate de 4 sous et incompétent muté en Afrique!

    La francophobie régnante à Madagascar aura des conséquences beaucoup plus désastreuses qu’un enlèvement de citoyens français au Niger etc…; vous gagnez cette fois-ci mais Madagascar dans quelques décennies sera comme le Vietnam d’aujourd’hui: l’élite ne se formera plus en France et là, vos réseaux à la con d’anciens élèves de Grande école et Saint-cyriens entre autres, militaires africains recrutés au quota provincial (pour mieux diviser les côtiers et les Merina) ne marcheront plus comme vous le souhaiteriez.

    Ce ne sera pas dans l’immédiat mais ainsi ira le monde Ducon Châtaigner.

    *** Seuls trois pays dans l’histoire se sont révoltés en payant un lourd tribut pour l’indépendance: l’Algérie (massacre de Sétif), le Vietnam et Madagascar en 1947 et comme l’histoire se répère, on ne se laissera pas faire éternellement. Ici, ce n’est ni le Gabon ni la Côte d’Ivoire Ducon.

    PS: la comédie du coma du général Richard Ravalomanana soi-disant comateux n’était pas trop mal. Avec qui déjà il a fait son jogging avant d’avoir son malaise? Avec le personnel de l’ambassade de France? aaaahhhh?!

    -Vous aviez les moyens de communication pour démasquer mon ID Internet mais qu’est-ce que je m’en fiche, qu’est-ce que je m’en fiche! Amusez-vous bien à espionner les mails et facebook des pro-Ravalomanana Ducon! Il y a du boulot coco!

  29. Bravooooo! tout le monde m’en veut! il est vraiment trop, trop fort ce Rabe!
    Mba manaova démenti nareo ry Rapata sy ry Juriste fa mangana Rabe a! , kanefa izy ao isan’ny ciblé nareo koa satria mpomba an’i Andry, mais bon, ny ahy aloha tsy de midita @resaka misavilivol tahaka an-dRanavalona sy ny tariny eto e!
    Tsotra io ry zalahy a! zay oa le tsy nampino ahy an le oe voatifitry totohondry Mamy; fa reto de spécialistes @ INTOX sy ny wawawa fotsiny!
    Tsy hisy diplomaty hitsangam-pahavalonao zany koa eo e! hafa oa nareo tsy manana langage politique. Hiatsaran’olona velatsihy, de mibitaka raitrano. Voafatotrio fomba fitenitenenam-poananareo sy ny Dadanareo io oa nareo, de mamay be foana.
    Tamin’ny andron’ny Chirac, tsy mbola nampivandravandra ny tsy fitiavany Frantsay zany Ravalo, au contraire ary, efa nolazaiko teto, tamin’ny kabarin’i Levalo tany Mahajanga, raha niaraka tany izy sy Chirac, ka nifona Chirac noho ireny crimes tamin’ny 29 Mars 1947 ireny, de zao no navalin’i Levalo  » Tsy maninona, efa hadino zany Mr le président, izaho rahateo aza tamin’izany mbola tsy teraka ». Nitomany sy nalahelo mafy ny BEKOTROMAROHOLATRA tamin’izany nanao fanambarana miaraka ny tsy fankasitrahany ny tenina filoham-pireneny nanamaivana sy nanaovana tsinontsinona ny ny tolony sy ny ran’ny mpiray tanindrazana latsaka nanafahany ny taniny ireny. Tahaka ireto zanany ireto, jereo ny fandatsana maty t@ireny 7 Février ireny. Mody nanao démenti ny présidence, de nanasa nisakafo ny bekotromaroholatra rehetra nisakafo teny Iavoloha! Levalo no prezida tena niavaka manokana @ fomba fijeriny ny 47 teo @ tantaran’i Madagasikara! Tena milay be oa iny sady tia tanindrazana!
    De hanantena ve nareo, fa raha François Hollande no hiakatra eo, de hisy politika hafa eo ka hamerina an-dRavalo tsy tia Frantsay @ toerany indray. Il ne faut pas rêver! manaraha lojika politika, fa tsy maintsy zay miaro ny tombontsoany foana no hotoananany eo! ary matoa eo misy miaramila Frantsay miditra, vonona hatramin’ny farany izy hametraka izao fitondrana izao, ho entiny mampiseho koa, fa touche pas à mon poulin, message @ Sud Af sy ny Begalona SADEC io.
    De ahoana ny valintenin’ny chargé d’affaire ambassade USA t@ express androany, raha nanontaniana an’iny nandraisan’i Sarko azy iny.  » Tsy tokony hanao an’iny aloha Sarko e! ». Enao manana an-dRa8 tohananao, Sarko manana an’i Zandrikely tohanany! akory atao!
    Ny zavatra tokony hataonareo, de aza lany andro manao devinette an-dRabe eto, fa zay any Mada, mandehana tonga de milahatra eo alohan’ny ambasady, zay aty France, mifamoria ny GTT sy ry Bemafoy sy ny tariny rehetra aty, milanja sorabaventy, de mitabatabà, eo anoloan’ny Senat, na Matignon, na ny assamblée, na Champs Elysée, na Trocadero fa tsy maintsy hisy journalistes marobe hanehoanaero ny hevitrareo sy zay tsy mahafaly anareo. Ankoatr’izay, rediredy sy je suis no betsaka eto, na tamingana GTT iray aza tsy nisy mba nijoro teo akory t@ Andry tonga farany teo iny! WAWAWA! no betsaka eto!
    Farany, aza de manenjika an’i Njara ianao ry Josefa, fa tsy Pote-ko zany iny, sao de coupé-ny eo ny jojo nao! mifanenjika ndray eto ny samy RainiVo refa tsy ampy hevitra sy miteniteny foana! aza mba sagnagna tsy maharaka zay paikan’olona ihany oa!

  30. Résumé de l’affaire: vous prétendez que vous n’avez aucun problème avec Ravalomanana, mais nous, on a un gros problème avec vous monsieur Châtaigner (je ne vous appelle pas « ambassadeur »). Le mieux c’est que vous partiez.

    On connaît aussi l’histoire de la francafrique, non seulement le chapitre sponsor de putsch et de rebelles touaregs par Areva au Niger, de l’entraînement des milices Hutus au Rwanda préparé pour le génocide des Tutsis, mais aussi l’assassinat de Thomas Sankara, de Laurent Désiré Kabila, etc…

    PS: Vous aviez les moyens de communication pour démasquer mon ID Internet mais qu’est-ce que je m’en fiche, qu’est-ce que je m’en fiche! Amusez-vous bien à espionner les mails et facebook des pro-Ravalomanana Ducon! Il y a du boulot coco!

  31. « Tout le monde » t’en veut ? Mon pov petit !!!Ouh la ! la ! bôbô ?
    Va vite te faire soigner. Une queue de lapin ne suffit pas ! Decidement, njara t’a marqué. Tu ne parles jamais, sans parler de lui ? Il t’a trop habitué à têtern ? pas peur petit, je vais lui toucher un mot !!! Et j’irais voir le Maire Ingenieur.
    OMG !

  32. En forme tsara aho Jojo a! misehoa raha lehilahy e! aiza zay hevitra? Rabe craint personne! vois-tu? j’ai pas envie de perdre mon temps avec des frivoles comme toi!

  33. Non c’est pas la peine de perdre ton temps ! Devant le PC c’est mieux, tu ne perds pas du tout du temps ! Surtout que « tout le monde t’en veut »! Pov Noc ! regadre bien ton maitre avec l’article ! Pov enlucé !!!

  34. Non! monsieur satanié, la france (de par sa politique) n’est pas neutre!!!

    Déjà au début de cette crise, rajo-hell s’était réfugié à l’ambassade et vous l’vaviez hébergé, sous prétexte qu’on veut l’arrêter…!? Foutaise!!!

    Ensuite, le lendemain même du coup d’état, je dis bien le lendemain! Vous vous êtes empressé de présenter votre lettre de créance, « Chose qui ne se fait jamais et ne devrait jamais se faire pour un pays ou des pays démocratique!!

    Ce que disait Sarko quand il a été interviewé, ses paroles et sa positionne sont pas neutres!

    Vous avez toujours fait; depuis: Maputo Addis-Abeba pour tout faire capoter et bloquer l’opposition, afin de soutenir votre poulain! Et jusqu’à maintenant!

    Mais, s’il vous plaît, arrêter cette hypocrisie! Elle est trop flagrante et écoeurante!
    Osez reconnaître et dire la verité! Cela vous grandira…, peut être!?

    A bon entendeur!

  35. Mailo re isika azafady e!
    Paika fanoany frantsay io e!
    Ary ry zareo avy eo no mody hampody ny filoha M.Ravalomanana, dia:
    – hibitaka ny rehetra
    – ka tsy ahatsikaritra ny PAIKA RATSY INDRINDRA : hanjedaka ny filoha, ankolaka.
    Mody ataon-dry zareo hoe « réglements de comptes malgacho-malgaches »;
    Ireo miramila frantsay tonga kay hono hanao inona hoy ianareo e????
    Aza variana re ray olona azafady e, efa tena dingana alavitra ary ratsy anie no vitany frantsay e!
    Dia ho mora foana ho any sarko ny mandefa fanampina miaramila, mody hoe « hampandry ny tany sy hiaro ny « civils », izany hoe :
    1- sady voajanaka tanteraka ny malagasy,
    2- dia mety hisy malagasy aza,donton’ny fonoka,asahy hisaotra ny frantsay nanaiky sy nampody ny filoha M. Ravalomanana!!!!!!!!!!!!
    3- no mahazo « points » manokana i sarko mba hifidihanany frantsay azy indray!!!
    Dia voa foan ihany ny malagasy raha mbola tsy manampy an’asa sy fikarokarohana, ny vavaka sy facebook sy resabe samihafa….

  36. Iny indray no tsy hitako ry Josefa!!!hiara hanao fety @ Rabe???Hi!hi!hi!!!izaho olona ratsy fo
    ka aleo angamba mijanona eto @ ity serasera ity.
    Dia misaotra anao fa sady nahazo Bisous no voavela heloka aho!!!Mankasitraka e!

  37. Mahazo aina ery ny sasany fa mamaly azy daholo ny olona hi!hi!hi!
    Maka bahana indray Rabe a!izayyyyyy!aaalefaaa!!!maninona indray
    dadanay ???tena nandona ny tsaramasonao mihintsy angaha dadanay iny fa tena lalina ny
    fankahalanao azy???ny vody lanin’ny moka oah heverina fa aza mitomany ny randrana tsy
    hanendrika ny tena.

  38. Josefa,

    Tsy mila fanazavana fanampiny io fanontaniana napetrako io…

    Rabe,

    Tena mino ve ianao fa satria niady t@ 1947 dia izay no nahazoana ny fahaleovan-tena? Mba porofoy azafady ho hitan’ny tsy mahay tahaka anay…
    Miala tsiny amin’ny bekotro maro holatra fa tsy dia ampy ati-doha loatra ry zareo ary tsy hanomezan-tsiny azy izany! Ary iza marina moa ireo bekotro maro holatra ireo?
    Ry vendrana tsy misy ati-doha mianakavy fa tay entin-driaka izay nanompa an-dRavalomanana tamin’ireny andro ireny, IZA NO MAHAY TSIANJERY IREO OLONA MATY TAO ANATY WAGON TANY MORAMANGA T@ 1947? Iza amin’ireo bekotro mar(iv)o tomany anio no afaka hilaza izany?

  39. Josefa
    Ahitsiko kely fa Izaho kay no manome ilay Bisous?
    bisous mipoaka be ary e!( takolaka roa an!), tena somary tsy ampiampy torimaso aho io
    dia mivaralila indraindray,nefa ny fety ity ho avy vao maika ho RERAKA ,soa fa tsy ato
    an-trano no manao fety fa dia eto aho no raisina fa t sy misy zavatra vitako ato.
    Dia manaova fety sambatra daholo sao tsy mihaona eto intsony ry zareo a!ny foza koa mangalaha bahana tsara
    mihinana voritsiloza fara-parany fa tsy fantatra ny ho avoakan’i rahampitso.

  40. Voaray daholo ny valitenin’areo fa dia misaotra indrindra e !
    Misaotra ranabavy amin’ny bisou mipoaka be a !
    Ary mba maimaika moa nareo mijery an’ity e !
    http://lafy8.forumactif.ca
    Mandra-panoratra indray e!
    Izay mety ho somebiseby amin’ny fety moa dia efa omena tso-drano :!
    Ho Noely sambatra sy feno Fahasalamana ary fifalina anie no mba omen’Atra antsika mianakavy rehetra !
    Ranavalona :
    Tandremo an !
    NE MANGEZ PAS trop de sel – trop de sucre – et d’alcool……et pas trop gras (vorontsiloza), POUR VOTRE SANTE 😉

  41. Andrmatofilo hono? ÔDÔY e! @’ity aharatsy e!!mampiseho ohatra tsara @ FANGALARANA
    sy ny FANDROBANA sy ny FANOLANANA ??????ho an’ny taranaka faramandimby hono e!
    tena voalelaka nadiodio tsara mihintsy ny fitombenanan’i domelina avy nikapa tsy nifitra an!!soa fa tsy nisy olona fantatro
    t@’ireo fa dia nahazo tsara mihintsy.Ary pelaka ohatra azy koa angamba ilay bandy kely teo iny dia nomeny tsiky manokana
    mihintsy ilay kely iny, azon’ilay camera tsara.Maty aho ry taniko fa sendra izay donto vendrana sadika sarindiky marary saina
    alakaosy,tsy mitondra afa tsy FAHAVOAZANA sy loza amin’atambo no asan’ilay domelina be io.

  42. Misaotra @ fananarana Josefa fa tena mbola tsy nihidy ohatra izany ny vavoniko oah!
    na alkool indray mitete aza ny niditra ny vavako, ny mamy indray ? izaho tena tsy tia mamy ,
    efa zatra misotro ny mangidy angamba e! kinanjo inona hoy ianao??t@ 5 maraina teo naneno ny tėlėphone fa nisy maty
    tany @ tanana.Hay bainay no lasa.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *