La TV Plus reçoit une lettre de mise en demeure du ministre de la communication

Quand un journaliste devient ministre...
Quand un journaliste devient ministre...

Après avoir parlé des dernières vacances de Andry Rajoelina dans son édition du 28 décembre 2011, la Tv Plus Madagascar reçoit une lettre de mise en demeure du ministre de la communication Rahajarison Harry Laurent. Plus connu sous le nom de Rolly Mercia, ce dernier est un ancien journaliste qui, il y a quelques années, s’est battu auprès de ses collègues pour défendre la liberté de presse. Aujourd’hui, il est l’auteur de cette lettre de mise en demeure à l’encontre de la TV plus.

Onitiana Realy, la responsable de publication de la chaîne, s’est étonnée de cette mise en demeure qui s’accompagnait d’ailleurs d’un coup de téléphone du ministère de la communication. Elle a indiqué que de nombreux journaux ont également parlé de ces vacances de Andry Rajoelina. Elle se demande alors si ceux-ci ont aussi reçu une lettre de mise en demeure. La responsable de publication de TV plus a déclaré, qu’à aucun moment, la chaîne a publié de fausses informations. Elle souhaite que le ministre évoque les informations qui méritent une telle mise en demeure.

Le problème n’est peut être pas que la Tv Plus ait fourni de fausses informations, mais qu’au contraire, elle a publié des informations qui nuisent à l’image de Andry Rajoelina. De toute façon, les journalistes et tout le peuple malgache n’ont pas droit à la démocratie. Mais Onitiana Realy n’a pas eu froid aux yeux, et dans sa déclaration elle s’est adressée à Rajoelina  en évoquant son mécontentement. Et d’ici quelques jours, les répliques du ministère de la communication vont se faire entendre…

51 pensées sur “La TV Plus reçoit une lettre de mise en demeure du ministre de la communication”

  1. Tena diso manararaotra loatra nareo journaliste, rehefa omena liberté d’expréssion dia milaza zavatra tsy tokony lazaina,sady vacances tsy misy dikany na kely aza ,dimy andro ve dia ahitana scandale be,nefa Ravalomanana taloha nandeha tonga hatrany katar,allemangne sns.. mbola nividy roapilana jet privé.Telo taona no tsy nisy aide mada hazo aviany evelany fa nampiasa ny moyen de bord foana NY HAT,zao vao andeha hoany @fifidianana dia misy misaboaté foana indrindra ireo nostalgique an’iRavalo.

  2. Voatsindrona indray ianao ra-rolly merci dia mamaly eto, mitondra pseudo journaliste. hita fa ianareo foza mpanao didy jadony sy tsy manajany zonólombelona no mpanday volam-bahoaka.

  3. Nitady ho filoha mpanjakana i Rajoelina. Milaza sy mibabababa i Rajoelina fa hitondra fihovana eto aminy firenena. Aoka azava aminao JOURNALISTE manoratra etsy ambony io mba hianatra ny atao hoe demokrasia sy tany tan-dalana enao. Rehefa nekenao ny ho filoha mpanjakana, hanompo ny vahoaka malagasy, dia mpanompo enao fa tsy mpanjaka ary manana adidy maro tsy azo ialana. Eo ampelatan’ny vahoaka ny fiainan’izany filoha zany, ka na ofisialy na privé dia manana « obligation » d’information mankany aminy vahoaka foana izy filoha. Tadidiavo fa raha te hanova tokoa i Rajoelina dia izany fihetsika izany no anisan’ny ahitsy voalohany mba ho fanajana ny vahoaka, sady fomba fanabeazana no mametraka ny mangarahara. Tsy tokony ho entina ho « prétexte » lava intsony zany vie privé zany fa efa mpanompo vahoaka enao. Ny vie privé tokony apetraka anjorobala fa mamono tena ho an’ny firenena enao. Milaza aka andraikitra enao aminy raharaha mafana eto gasikara nefa lasa vacances ! Tsy fanajana vahoaka zany. Naka ankeriny ny fitondrana enao hoe hanova ny fiainam-bahoaka, mamono tena fatratra ra tia tanindrazana enao, ary tokony tsy hisy hirika zany vacances zany amin’ny toerana misy ny firenena zao. Tsy toy ny olon tsotra i Rajoelina fa mpanompo vahoaka ary nanao serment teo aminy lalam-panorenana izy. Tomponandraikitra feno ary foana enao satria lohany na inona tenenina na inona tenenina, zany no atao hoe RESPONSABLE ra matihanina sy tia tanindrzana enao. Telo taona mangidy ny vahoaka tsy tafavokanao ny baolina, tomponandraikitra voalohany enao. Tsy manana « savoir-être sy savoir-faire » zany olona mahita prétexte foana ilazana fa tsy izy no tomponandraikitra fa rakoto na rabe. Rehefa tsy voavahanao ny olana dia enao no olana !

    Rolly Mercia dia mazava fa tapohan’ny nahazo toerana. Enao io Rolly no nanenjika fatrata olona maro nanao diffamation en tout genre tao aminy radio VIVA, de enao dray no manome lesona ireo journalistes ! Tena mendrika anao ireny teny nataon’i Onitiana Really ireny. Tena mbola lavitra anao zany atao hoe « liberté de presse » zany. Nefa nomenao lesona tamin’izany daolo ny olona maro taminy enao mbola journaliste. Ny toerana hifampidimbiasana e, sao miheritreritra hijanona eo mandrakizay. Raha jerena ilay reportage sy commentaire nataon’ny TV Plus ireny, nefa nazahoana « lettre de mise en demeure » toy ireny dia mazava fa jadona sy fampitaorana tsotra izao no tadiavin’ i Rolly atao. Tsy anaiky izao dictature izao ny serasera malagasy ary misy farany daolo ny zava-drehetra.

  4. Matoa mahatsiaro voatohina ny FAT dia misy zavatra tsy mazava ilay « vacances ». Amiko na de mitabataba ny olona rehefa mahitsy ny zavatra ataoko dia milamina aho, fa matoa aho tsy milamina tratra ny lainga dia mikorontana ny eritreritra. Matoa aparitaka hoe mandeha « vacances » ny FAT dia azon’ny citoyen tsirairay ny mi’interpréter ny « vacances » eny fa na hatramin’ny maka sary ny filoha eny @ plage dia azo atao tsara ka tsy hitako ny olana raha alefa an-gazety izany. Na mandeha amin’ny sôsiny manokana izy, tsy maintsy misy « Ariary » m-bahoaka mitsivalana any dia zon’ny mpanao gazety ny miteny. Rehefa tsy mahazaka demôkrasia aza mitondra: 4° pouvoir ny gazety dia avelao hiasa mitovy @ CT, CST sns… F’angah tsy azo atao any Ste Marie na NossyBe ny « vacances », misy hotel 5 étoiles mihoatra ny Maurice ny any. Tena hita hoe tsy miraharaha ny krizy ity FAT ity, aleo mihintsy ho tonga ihany i Dada malala.

  5. Raha samy nijery tvplus ianareo dia mazava be nolazainy realy onitiana fa tsy tgv rery no nasiany fa i Ravalomanana koa mba mainbo tao ,samy pub ratsy na nen’i Ravalo na tgv satria Ravalo koa tao efa nanao anio mise en demeure io 2 fois,vao mainka Ravalo bloqué any Afrique no mbola mitondra laza ratsy,ceni koa efa milaza fa ra Ravalomana na tgv tsy tokony ilatsaka ho fidiana filoha mpirenena intsony. Fa manimba firenena tsy manana notion na politique na iray aza.Saody mba mieritreritra ary nareo zanaky dada fa mahazo toky Ravalo raha miala eo tgv ,samy mainbo eo daholo.

  6. Rolly mercia koa vendrana refa nitakosona tamin’i tgvendrana koa ,nahazo saosy dia manao ny tsy fanao é! lasa foza ,lasa andeha nividy ankanjo LAFOBE ENY AMI QUARTIER CHIC NDRAY ZANY mialy RaDOMELINA FA BE LOATRA NY VOLAMBAHOKA AZO tamin’ny BOIS DE ROSE SY NY volamena NY MALAGASY NAMIDY VAROBOBA tamin’ny vahiny ,DIA AZA MIOdrikondrika refa mifanena amigasy soa matahotra ny hotorahana lafarina é! MILOMANOSA TSaRA AMIVOLAMBAHOKA ?vokiso daolo ny fatintsinoa sy fatikarana ary ny taimbazaha satria ianareo le gasy kely VOAHAOZONA HANOmPO VAZAHA SY VOAHOZONA TIA VOLA SY TIA KELY ?
    AMIDIO MCAR fa eny ampelatananareo ny basy fa bola ho avy ny TSY METY2 atsy ho atsy !

  7. tsy maintsy resa-bola sy ny maha-minisitra foana ve no takalo resahana eto e???? Misy ny lalàna na mpanao gazety na tsia dia ao ambany lalàna daoul!!!!! milaza ianareo fa gaboraraka ny fitondrana! rehefa mandray andraikitra indray ve ny olona dia lazaina fa didy jadona??? inn ihany izany no tianareo ambara e??? fankahalana no betsaka!

  8. fa inona ny olana raha te hi tantara ny vacances i andry ny journalistes rehetra? sa manomboka efa tsy mandry ny sain’i andry, fa izy manao vacances nefa ny vahoaka rehetra TSY MIHINANA intsony sy FADIRANOVANA! efa tsara fa mba misy conscience, na dia efa tara aza !!!! mba tianay ho fantatra indray ny hataony amin’ny réveillon!!!tianay hampitahana ny réveillon ny vahoaka eny Ambaniantsinana sao mitovy!!!! satria ireo manko no nentina tery amin’ny Kianjan’ny Demokrasia tamin’ny telo taona lasa , sao hadino!!!

    Dia manaova fety sambatra daholo é!

  9. Angaha misy manontany ny ho ataonao amin’ny reveillon eto??? olona toy ny olona rehetra i Andry!!! manana zo izy tsy hilaza izay ataony privée!!!! angah misy manontany anao eo na te hangery aza enao???

  10. Aza vulgaire nama!Ka raha te hitantara ny journalistes inona ny olana? Obama naonao vacances,i Sarkozy nanao koa tsy nisy fanakianana satria mandry tsara ny sain’ny vahoaka sy ny mpitondra ary tsy nampitahotra ny journalistes akory ny minisitra!
    fa matoa ianao misavoamboana tahaka io , sady tsy malala humour, dia misy raha ao , ka mamerina eto aho hoe » mba tianay hofantatra ny reveillon -i andry, fa izahay ato antrano ihany fa tsy manambola hanaovana fety » izahay koa mba te hanonofy sy hiaina izany fifalian’i andry sy ny ekipany izany amin’ity faran’ny taona ity!!!hi hi hi

    Manaova fety sambatra « vahoaka » dia samy hotratrin’ny taona 2012

  11. Izao no atao hoe fara-tapon’ny fahagegena fanjakana tsy refesi-mandidy no tadiavin’ireto mpanao gaboraraka hampiarina mba hanamora ny fandrobana sy ny asa maizina rehetra hataony
    Ny vahoaka malagasy @ izany dia miletika ao anatin’ny fahantrana tanteraka
    Rahonana na hampagininina @ fomba rehetra izay manelingelina mbola misy @ izao fotoana izao ny miady @ fahafatesana vokatrin’ny herisetran’ireto manonon-tena hoe tompon’andraikitra ambony
    Tsipakin’ny miala aina ka rediredy sisa ny an’ireto mpanonga-panjakana fa tsy ho ela intsony dia hirodana ity fitondrana boboka ity ka ho foana ny gaboraraka manara-penitra ny seza manara-penitra sy ny asa maizina manara-penitra rehetra
    Samia velon’aina hahita ny tohiny

  12. Miala tsiny, efa namaly ny INTOX be n’ise ary @ article momba ny vacance Rajoelina ary aho, fa tampina ny daomy angamba matoa tsy mahavaly! be lainga otran-drainy foana mantsy.
    Tsy nisy nanakiana ny vacance sy fandaniam-bola be nataony, nivezivezy eran-tany, tamin-dRainivoanjo nitondra akory, ary tsy tokony hisy hampihetsi-bolomaso ny mpitondra raha handeha hanao vacance izany izy, ka raha izay ny maha-afa-po an-dry rainivoanjo mianakavy eto, de lazao fa tsy olana! Maurice akory tsy New-York, na Grèce, na Allemagne, na Quatar, ka hanadany vola be tsy toko tsy forohana. Fa ry Rainivoanjo reto mantsy ny tena mampihomehy aminy, de te hanome lesona olona, fa ireo FAMPIFANGAROAN-RAINIVOANJO NY RAHARAHAM-PIRENENA SY NY FITANTANANA NY ORINASANY ve mba natao nangarahara, sy nampahafantarina ny vahoaka nandritra ny 7 taona nitondrany e?
    Iza no nanao rapport momba ny vola miditra sy mivoaka ny TIKO, ny ALMA, ilay RAFFINERIE GOAVANA SAIKA HATSANGANA TANY MAINITRANO TIKOIL, ny action ben-dRainivoanjo tao amin’ny QMM, ny JIROFO SY NY LAVANILA, ny AEROPORT PRIVEE TAO ANTSIRABE, ireo hotely 5 étoiles NOSSI-BE…sns tsy voatanisa.
    Iza no saika hanononofy hanidina hampitohy an’i RIO-TANA, saika hanaovana trafique de drogue, niaraka t@ireo mafia malaza eran-tany: RAINIVOANJO AVOKOA. Saika loza ny nahazo ny Gasy raha mbola iny no nitondra teo, fa iny irery no nanaiky ny hampiantrano ny sampam-pitsikolovana Amerikana taty @ireo firenena manodidina ny Canal de Mozambique, raha nandà avokoa, ireo firenena zay nangatahan’ny Amerikana, noho ny tahotra terroriste international toy ny Al-Quaïda.
    Saika ho lasa sehatry ny fanondranana DROGUE toa an’i Colombie Madagascar, raha mola nitondra teo iny, izany no nahasarotiny mafy ireo be GALONA Gasy satria traingo avokoa ny AFERA MALOTO, saika hiteraka rà mandriaka, tao Mada, porofon’ireny namonoany ny mpiray tanindrazana aminy ireny, fa ny défaut-ny, te hanao kanefa KELISAY, de ny zanany no arirarira lava eto. EFA NITENY AHO RY T/Tor II, fa mody averimberin’ireo lieutenants ireo @nareo hoe ho avy Dada, ho avy Dada, fa na ireo aza efa mahafantatra fa tsy ho avy eo zany iny, fa miesona tanteraka nareo mianakavy eto sy ny MA-nGRObaka.
    Olona telo karazana nareo eto no fijeriko azy.
    1- Ao ireo mitolona @fony madio, nahita @ fomba fijeriny fa tsara be hono Ravalo.
    2- Ny ankabeazany eto de ireo efa TIM tranainy, militants qui tentent toujours l’impossible kanefa be ny efa mitsoaka an-daharana. De jereo indray io association vaovao, misy députés TIM marobe manohana fitondrana io. Angamba tsaroanareo tsara aho,
    nilaza fa ny TIM ihany no mamono ny TIM, ny 3 mouvs ihany no mamono ny 3 mouvs, de aiza zao ny fihafarany? tsy any @ fahafatesany ?
    3- Ireo nahita tombontsoa mivantana t@ Levalo, de MISABAKA MODY TSY AN’NY ATSY TSY AN’NY AROA, mahomby levalo, miditra mora, tavela Levalo miala mora.
    Ireo nareo rehetra, ary ny zavatra iraisanareo ireo, de ny FANKAHALANA TANTERAKA an’i ZANDRIKELY, tsy noho ny politikany, zay nahatonga izao fahasahiranam-bahoaka izao hoy nareo, zay nanana andraikitra lehibe t@izany koa nareo, tsy asiako commentaire intsony, fa NOHO IZY SINGAMBOLO NANDAVO NY VOSITRA, izay mbola manonofy ny sasany @nareo ka tsy manaiky mihitsy oe efa Rajoelina io mitondra ny baolina eo io, fa mbola mandrevy foana hoe: Dadanay no mitondra! de mamon-jamala-na information mitranga isan’andro, de io sisa no azo tsikeraina, fa tsy zay tena tolona marina, ary miezaka mamerina anareo @ RAISON NJARA, na koa Rabe, fa e!e!e!. Tsisy hangery na de iray aza, de zao Rajoelina, zao Mialy, zao ny Frantsay, zao Rabe…sns. De mandiniha tena fa nampiova inona nandritra ny 3 taona, toa vao maika aza nanamafy ny sezan’olona! de zay atao atao, fa aza sagnagna lava eto oa fa mitsako kininina foana aty @ Rabe sy Zandrikely.

  13. Raha izaho manokana aloha dia tsy mampaninona ahy na mandeha vacances aiza ny filoha na mandeha vacanes aiza.Zoany zany na Ravalo io na Rajoelina, ry zareo koa moa manam-bola ho amin’izany. Saingy zo an’ny vahoaka koa no mahafantatra izay alehany. Izay no maha-filoham-pirenena azy : amin’ny vahoaka izy no redevable voalohany, fa tsy hoe sanatria star de cinema ka matahotra sao dia enjehin’ny paparazzi! Tahaka ny fianakaviana ihany io e! Ataoko angamba fa tsy misy raim-pianakaviana « digne de ce nom » hanjavona tampoka ao an-trano mandritra ny andro maromaro, tsy hiteniteny ny vady aman-janany oe nankaiza, dia hitrerona azy ireo indray avy eo rehefa mba manontany izy ireo oe « Taiza ianao? Naninona ianao no nandeha tsy nampilaza? ».

  14. Andron’ny demokrasia izao ka aleo hiteny zay hiteny ary vao maika moa hananany porofo ny vaovao lazainy, koa inona no sakana?
    Faharoa, hainao angamba ny hatao hoe vacance sy ny mitady vola? Rajoelina manao vacances fa Ravalomanana nitady vola. Anontanio ireo mpiara-dia akaikin’ny HAT fa ny ankabeazan’ny vola nampiasain’ny fitondrana @izao dia vola voaangon-dRavalomanana daholo! Ireo ilay lazainao hoe moyen de bord!
    Farany, mahavariana ihany raha ny filazan’i PHAT fa handray andraikitra manokana izy @ famahana ny olan’ny mpitsara sy ny pôlisy kanefa taorian’izay dia lasa nanao vakansy any Maurice! Izay ve ilay hatao hoe mandray andraikitra!
    Mihevera tena ny tsirairay fa dia maika tsy maintsy natao iny Maurice iny ary (diversion hoy ny vazaha): aferana volamena no tena tao ambadik’iny fandehanana iny (ary @ ny kilao maromaro fa tsy vitsy…….!)

  15. aza atao lava be ny commentaire fa mankaleo e! tsy misy mamaky ireny.
    ny teniko fotsiny mbola ho avy ilay andro tsy ahitany mpanao ratsy sy mpamotika firenena ireo tsy ankanavaka lalana na toerana hanasiany ny tongony, tadidio ny teo aloha rehetra e! Tantely, Ratsiraka sy ny namany ,Rvalo sy ny namany indrindra ny tena ho ratsy dia i Andry sy ny forongony EO TSIKA MAHITA IZY FA TOHIZO NY FAMPAHANTRANA ANAY.

  16. Fa maninona no TV Plus irery no nahazo lettre de mise en demeure????
    Fa ny gazety rehetra sy ny Radio hafa tsy nahazo izany????
    Valiny efa hisokatra ary tsy maintsy sokafana ny Radio nakatona sy nidiana ka maba henoiny olona ny TV PLus rehefa misokatra ireo radion’i Dada
    PUREMENT CINEMA NY FOZA NY LETTRE DE MISE EN DEMEURE POUR TV PLUS……./
    TV PLUS no media tena naharaka ny fanonganana an’i DAda aza mety rebirebena ny foza orana

  17. Rabe> tsy mety ny maka reference @ olona efa fatatra fa nanao ny tsy nety. Manjary lasa oe: « ef mba metimety noho ilay tsy nety teo aloha dia efa tsara zany! » Na koa hoe: « ny an’ilay taloha aza zao, koa maninona ra mba manao KELY an’izao ny mpitondra ankehitriny ». Aleo mba mpitondra mendrika synahavita azy @ ankapobeny no anaovana reference, eny na tsy malagasy aza.

  18. Journaliste vôtany mba lasa minisitra foza dia zao no vokany!!! Rehefa miseho ho mpitondra fiovàna kanefa mandanindany volam-pajakàna @ ANDRO CRISE dia inn ndray no azo ambara??? na foza ireo foza nanantena vary 500ar ny kilao aza efa mijaly noana!!!dia inn no mbola lazain’ny foza eto @ forum: mbola fanaratsiana an-Dra8 ndray; mahalala ny marina ny Malagasy fa aza dia heverina ho donto é!

  19. Tsy misy afa-tsy isika vahoaka no diso fa aza mimenomenona mihitsy:
    Avelao izy hanao izay daniny kibony any. Aloavy ny hetra fa tsy misy hanaovany vacances sy hividianany ford mondeo sy 4×4 ampolony maro ho azy mianakavy. Izaho aloha dia mandoa hetra tsara mihitsy mba tsy hananako problema fotsiny fa ny lalan’izay hetra aloako efa fantatro fa tsy hisy retombée aty amiko intsony mihitsy na ny kely ary.

    Ary aza manantena an’izay harena ankibon’ny tany eto izany fa efa resaka sisa izany. Efa tapitra nolanian ireo daholo. Izay ambinkambiny izao mbola tsihifin’ny HAT mody ampitarazohany fifidianana eo.

    Refa tsy hanao n’inon’inona afa-tsy himenomenona sy hitaraina dia aleo samy ho volosana fotsiny eto. Aza mitaraina fa miareta fotsiny.

    Maninona anefa raha hatao HAZALAMBO hatao MASIKITA mitovy amin’ny mpangalatra tratra rehetra iharan’ny fitsarambahoaka avokoa izay rehetra efa nitana andraikitra minisitra no miakatra teto nandritra izay 50 taona izay. Tsy misy na iray ary amin’ireo ary tsy mpangalatra sy mpanararaotra. Miaramila firy ireo an’inona fotsiny an-dakaserne ao? Ankoatra ny fisotroan-toaka sy ny fampanofana basy. Izaho dia mahavory ekipa mahafehy tsara izay mody aty amin’ny quartier anay sady aty. Misy maromaro mihitsy ry lematy no mody aty satria hoe « residentiel » hono.
    Aleo depart Zero mihitsy : PRESIDENCE + GOUVERNEMENT tsy misy mihotra ny 25 ans na hivarina any ankady noho ny tsy fahampian-traikefa ary fa ireto dinausore ireto efa HYPER EXPERIMENTE EN VOL ka na vola 100.000 fmg na vola 1.000.000.000 fmg dia hita hangalarina amin’ilay vahoaka efa ho fatin’ny fahatrana eto.

  20. > Rabe
    Ny zavatra tsy fantatry ny vahoaka na niniana tsy nampahafantarina ny vahoaka anie dia tsotra ihany e: misy mpandraharaha vitsivitsy tamin’ny andron’i dada no vohatohintohina ny tombotsoa satria tonga ny fandrosoana, voasakana noho izany ny affaire. Ireo olona ireo no nanosika an-dRajoelina hitarika tolona ary nandemy ny saim-bahoaka fa hoe mijaly ny malagasy. Amin’ny saina tsy miangatra: firy % ny malagasy no miaina milamina @izao raha oharina tamin’ny 3 taona lasa? Sahinao ve ny miteny ry Rabe fa afaka 1 taona dia manana fiainana tomombana tsara ny gasy rehetra? Mba lazao hoe firy % moa izao ny harin-karena malagasy @ izao?
    Amiko dia tsotra ihany: n’iza n’iza olona hitondra ny fanjakana eo, tsy havita hifehy tena tsy hihinam-bola na handrombaka harena izany. Fa aleoko lavitra (raha haka ny volam-bahoaka ihany) olona mahavita zavatra eo amin’ny fiainann’y malagasy. Ataoko hoe malagasy satria tsy isika eto antananarivo ihany no atao hoe vahoaka (aza hadino fa betsaka ny zava-bita tany amin’ny faritra tamin’ny andro-dRavalo).

  21. Itony ny ministra firinga mievotra, mba nahazo toerana dia dedak’ery manome mise en demeure ny mpanao gazety. Fa ity Rolly Mercia ity ve zafikelin’i Hitler e ? Tokony haongana miaraka amin’ireo ministra roa tokony hesorina koa ity fa kevo-dahy loatra !

  22. Maty antoka ve ny Fanjakana raha mamoaka ny vola lanian’ny mpitondra???
    Maty ve ry zareo HAT raha milaza ny marina?

  23. anontanio an’i Tantely Andrianarivo hoe ny projet rehetra efa voaoman’ny governemantany tamin’izany fotoana izany???? Ho fantatrao fa projet efa tamin’ny andron’i deba daoul no nataon-dravalomanana!!! ny projet tena an-dRavalomanana manokana dia ny hoe: « asiana « tramway » eto Antananarivo!!!! AIZA ZAO IZANY HATRAMIN’NY NIALANY? Ny prjet gouvernement Tantely Andrianarivo no nanaovany gesticulation eran’i Madagasikara!!! tadidio fa tsy hoe mangataka financement any amin’ny FMI enao na BM dia mahazo eo ho no eo. Tsy maintsy misy procédure lava-be!!!! natao izay nanonganana an’i Deba satria efa hita fa misy projet azo raisina fotsiny ao!!!! i Deba moa nanaratsy Amerikana t@ kabariny (momba an’i Ben Laden) dia nampian’ny Amerikana i Ravalo nanongana an-‘i Deba!!! FA ZANY RAVALO IZANY TSY NISY ZAVATRA VITANY TEO AMIN’NY POUVOIR FA NY NANATANTERAKA NY PROJET-NDRATSIRAKA NO NATAONY! ANKOATRIZAY DIA NY NANATEVINA NY POCHE-NY!

  24. Firy taona Ratsiraka no teo lalana mankany ambatondrazaka aza tsy vitany;Tonga i Ravalomanana,vita ny lalana mankany Vatomandry sy anosibe an’ala nefa ary izany i Pierrot avy any.15 taona+ 5 Taona I Deba no teo dia tsy nisy tanteraka ve ireo projet?Tantely Andrianarivo anie tsy azo antoka:Lasany ny vola nangalaran’ny AREMA, niseho naka toky tamin’ny amerikana vao haigana fa tsy noraisin’i OBAMA akory?
    Ny Ratsirakista koa izao efa miaraka amin’ny Ankolafy Mada satria mahalala ny ataohoe fitiavan-tanindrazana.Ny tsy manaraka azy dia colonie an’ny vozongo.Zavatra tsotra izany.

  25. Fanamboaran-dàlana izany efa projet tamin’ny andron’Andriamanelo ry Vahoaka tsy misaina toy ilay domelina â ! Loha toy ny coco paokaty daholo ny an’ireto foza ireto!!
    Ny bainga nivadika, no vavolombelon’ny asa, vitan’izay tena nanao be !
    Atero any amin’ny Sarko any ‘lay vendrana sy mitapy io, fa EFA natokan’i lery ho an’ny fikarakaràna ny « ôtista » fa tsy artista IHANY ny 2012 ! HO TAFARAY RY ZAREO TIA SY MANINA !
    Tsy mila an’io midegany io ny TENA vahoaka malagasy !

    Mba manao kabary lery dia hoe : » Ry malagasy namana, manerana ny nosy » ! Vendrana tsy misy toy izany !! Tsy mbola nifampinamana ary tsy hinamana amin’izay bandy mpanongam-panjakàna mihintsy ny aty !
    Avy eo indray lazainy fa mihaina ao anaty rivotra maloto ny vahoaka noho ny adiseza !!
    Ialahy mpanongam-panjakàna, nangalatra ny sezan’ny Prezidà voafidim-bahoaka no tokony hijery fitaratra sy hieritreritra, r’ilay tsy valahara â ! Tsy ho tsapan’ialahy akory ny ratsy vitan’ialahy, satria ny atidoha, toy ny pitipoâ no ahabeany !
    Mbay tany !!! Tadidio fa mbola tsy nisy olona halam-bahoaka tahak’izao, raha tsy ianareo foza ; mpamadika, mpisolelaka ary mpivarotra tanindrazana !! Ireo milisy ireo no entina hamikiran-toerana tsy sahaza ! Tsy mendrika ny atao hoe MALAGASY AKORY !!

  26. RAVALO:

    Par trois fois, Monsieur Marc Ravalomanana a fait l’objet de condamnations judiciaires :

    1- à 4 ans d’emprisonnement fermes, avec mandat d’arrêt à l’audience, et au paiement de 70 millions de Dollars de dommages et intérêts à l’Etat pour abus de confiance et prise d’avantages injustifiée (Dossier n°4900-RP/09-56/CO/09/J3)

    2- à 5 ans de travaux forcés, avec mandat d’arrêt à l’audience, et au paiement de 1 million Ariary d’amende, pour détournements de deniers publics, abus de fonction, favoritisme, conflits d’intérêts et complicité (Dossier n°6992-RP/09/16/CR/09/J3)

    3- aux travaux forcés à perpétuité, avec mandat d’arrêt à l’audience, sur le dossier criminel « tuerie du 7 Février 2009 ».

    De tout ce qui précède, au cas où Monsieur Marc Ravalomanana foulera le sol national, il devra absolument et indiscutablement faire face à la Justice, consécutivement à tous ces dossiers judiciaires qui l’incriminent, avec les conséquences qui pourront en découler.

  27. zay aloha tsy nifidy an-dravalomanana zany e! voafidim-bahoaka ahoana??? tamin’lé maty jiro tao amin’ny MIN. intérieur v?

  28. Vahoaka inn! ty le efa nahazo niverina teo ratsiraka ka naninona no tsy notazomina fa nalefa niverina any Pars indray é! ar y tantely Andrianarivo asaivo tohizany ny fitsidiham-paritany nataony sy nizarany vola teo fa normal raha zarainy ilay famatsiam-bola be nankany @ kaontiny!!!!dia tohizo ny hevitrao fa efa mazava kay ny aminao ty!tsy misy Gasy donto akory eo ka hanaovana masobe tsy mahita isan’andro!

  29. RAVALOMANANA TSY MAINTSY MIGADRA NA MATY OHATRAN’I KADHAFI RAHA VAO TONGA ETO MADAGASIKARA!!!! TSY MAINTSY RAJOELINA ALOHA NO MITONDRA!!!!

  30. MISY MIRESAKA ASAN’NY MAIZINA ATO!!!! IZA NO TENA NIFAHARAN’NY ASAN’NY MAIZINA???? TSY RAVALOMANANA??? OUSSY MAINTY!!!! NY HALATRA TAOLAM-PATY REHETRA NISEHO DIA TAMIN’NY ANDRONY DAHOLO!!! KA IZA NO MAIZAINA??? TSY RAVALONANDRA????

  31. Ny alika raha mahita loza mety hahazo dia mivovo !


    Na koa mampitahotra fa sady mandositra ihany mitady ny tompony !

    Ka aoka re mba hivovo ny « vahoaka » alika e!

  32. Mahazo Mise en demeure daholo na Gazety na TV ary atsy ho atsy dia ny VIVA mihitsy no hahazo Mise en demeure rahja vao tsy milaza hoe : Domelina ihany no mahazo misolelaka
    ny vazaha !

    Tsy azo lazaina hoe nanao vacances tany Maurice mba hihaona amin’ny OIF sy ny COI, fa raha tsy izany tsy afaka mampijaly ny malagasy !

  33. ANGAHA REHEFA TSY MANAIKY GABORARAKA DIA JIOLAHIM-BOTO???? ATAOVY AO ANATY TOKANTRANONAO SY NY VADY AMAN-JANAKAO NY GABORARAKA DIA TSY HO JIOLAHIM-BOTO ENAO FA NY VADINAO NO HO JIOLAHIM-BAVY! NY ZANAKAO LASA MAKOREL NA TRAVESTI! AMIZAY TENA TSY JIOLAHIM-BOTO ENAO SY NY ANKOHONANAO!!!

  34. 7 000 000 000 Ariary ( 7 milliards !!!!) détournés par un foza ( Source Site TIM ) .
    Ho ekena sa tsia, satria toa tsy izy irery no mamango amin’izao fotoana izao ????
    Tsy manaiky gaboraraka : Jiolahim-boto ??
    Manaiky gaboraraka : Foza ????

  35. omeo fanazavana izany 7 milliards zany fa tsy tonontononina fotsiny ohatran’ny feon’oussy mainty mibareraka e!!!! iza no naka dé taiza sy taiza???? refa tsis porofo aza be fandaingana manahaka ny dadanareo!!!

  36. Anontanio ry zareo ao amin’ny Inspection Générale d’Etat fa mino aho fa tsy TIM DAHOLO NY AO !!!
    Inspection d’Etat, tsy mitovy amin’dry ZANÔ LAPAN sy Raoka’nd Roll !!!

  37. nareo no milaza azy eto zao kouh!!!!! sa miteniteny foana fa TSY MISY ZAVATRA HAY????? AZA VENDRANA IHANY OA!!!!!

  38. Hi hi hi !!!
    Menatra ianareo satria mpanao gaborararaka gaigilahy sy gaigivavy daholo ireto izy !
    Ny hitsikitsika tsy mandidihy foana ry be sinion, fa ao raha !
    Tsy zava-baovao amin’dry zareo ao amin’ny IGE io raharaha io, ARY TSY IO IRERY ! Ny tsy tiako fotsiny dia ho lazaiko aminao :
    Na Cour des Comptes na IGE na Magistrats ……na fonctionnaires tsotra aza, rehefa misy zavatra tsy miady, dia tokony avoaka, fa tsy atao FANAOVANA CHANTAGE ny zavatra rehetra tsy azo ekena !!!
    Toutes formes de chantage est un DELIT EN LUI-MEME !!!!
    Nilaza ho plus blanc que blanc ianareo, kanefa tsy gris akory fa marô, ary toa mainty akory aza izy ‘ty ! Se veut plus royaliste que le roi, or raisonnement digne d’un esclave !!
    Mahaiza mamakafaka sao dia mandray an-tendrony ka ho lasa affaire « sale mec » eo indray izato RESAKO !! Ho tonga eo indray rabakart !!

  39. Tsy preuve zany ataonareo zany fa tora-po e!!!!!! VIDE bé ôtran’ny lohanareo ihany no avoakanareo eto!!! AVOHAY NY PREUVE RAHA MAHITA F’AZA BE VAVA ETO FOTSINY!!!! MANOATRA NNOHO NY FIPETRAHANAY MANDEFA RIVOTRA FA TSY MISY FOND MIHITSY NY ZAVATRA HAVOAKA ETO!!!! ZANY REFA TARANAKA MPITERY RONONO KAH!!!!

  40. Oadray ry tony ê !
    Tsy ny vodim-poza sy ny lohany ve no malaza fa iray ihany ??? Milaza ny tsy anontaniana ry kristasé !
    Asaivo manao ankety ao amin’ny Inspection Générale d’Etat ao indray ry Reok’nd Roll sy ry R. Baomba fa ry zareo Inspektera ao no namaoka an’io vaovao io !
    Izahay koa tena liana dia liana, hahita ny porofo ! Io tahak’ilay fiandrasanay izay porofo any aminareo izay milaza fa NY PREZIDÀ RAVALOMANANA, no nanome baiko ny Garde présidentielle, hitifitra ireto olona nokaramaina !
    Foza tsy misy fieritreretana ianareo hoy aho ! Loha mifangaro amin’ny fitombenana ka tsy mahagaga !
    ‘LAY DOLIN NITARIKA MPANDROBA LAPAM-PANJAKÀNA VE DIA MBOLA HO ATAO PREZIDÀ-N’IZANY CST IZANY ??? FITONDRANA FOZA VAO MISY AN’IZANY, ARY MINO AHO FA IO DOLIN DOLIN IO MANAO SANTAZY AMIN’ILAY DOMELINA IHANY KOA !! DIA MIBAIKO KOA !!!
    Amin’izao fitondram-poza izao mantsy, na plantô aza toa miseho ho be baiko, satria tsy misy intsony izany atao hoe VOIE HIERARCHIQUE izany !
    Ny serzà sefo mibaiko jeneraly, ny sekretera kely ery mibaiko praiministra, ary NY DAHALO MPANGALATRA SY MPANDROBA LAPAM-PANJAKÀNA MIBAIKO FILOU-PIRENENA !!!
    MIAFINA AO AMBADIK’IREO MIARAMILA ZATRA BORDELA SY KÔXA IREO MOA, KA TSY MAHAGAGA RAHA LASA BAORDELIKA NY FIRENENA !!!!

  41. Inona marina no nahazaon’i Onitiana mis en demeure?tsy vacances izany fa izay nalehako dia nahazo avertissement na mis en demeure, émission invité du zoma tamin’ny 02/12/2011 no tsy zakan’i mpanao jadona , sy mianan-kendry toy ny minisitry ny serasera. Milaza hi-convoquer ahy.MIANDRY IZANY CONVOCATION IZANY AHO TOMPOKO O! Aza ny mpanao gazety no tsindrinao na any amin’ny Radio Antsiva , na TV plus na ny hafa.
    NY FAHAMARINANA nolazaiko ve no tsy tantinao tompoko?Sa kosa ny toerana sy ny étiquette minitre no mavesatra loatra?

  42. Browse all pages of this subject, and only your site laik on facoobek. I look forward to many more articles.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *