Le banditisme à son summum ?

Il n’y a rien de plus consternant que d’entendre que des véhicules auraient été braqués en plein embouteillage et en plein jour dans la capitale. Par réflexe, plus d’uns se seraient demandés, où étaient les policiers ? L’insécurité aurait-elle atteint son summum ou serait-ce le début d’un chaos total ? Ces actes de banditisme auraient-ils un lien avec la politique ?

On n’en sait trop rien mais toujours est-il que les Malgaches n’ont jamais vécu de pareilles situations. C’est la première fois que l’on assiste à un braquage pareil et ce qui est grave, c’est que, d’un côté, les victimes ne sont plus « isolées » et que de l’autre côté, les bandits deviennent de plus ne plus organisés et dangereux.

En effet, pour pouvoir dépouiller des automobilistes en plein jour, il fallait être organisé. Et face à une notre sécurité intérieure fragile faute d’un climat d’apaisement adéquat, les malfrats agissent en un rien de temps sans être inquiétés dans la majorité des cas et… gare à celui qui se trouve au mauvais endroit au mauvais moment !

Eh oui ! On en est à ce stade ! A ce tarif-là, l’on se demande où est passé l’argent du contribuable car le peu que le pouvoir actuel puisse faire, c’est de nous protéger en plein jour et en plein embouteillage. Sans parler de l’insécurité sur les routes nationales et dans les quartiers chauds de la capitale, est-ce que par hasard, notre argent serait-il passé à « autre chose » et ce, à notre insu comme par exemple, à financer les festivités relatives au premier anniversaire du pseudo IVè République au lieu de « motiver » les forces de l’ordre en ces jours de fêtes ?

Bref, on aimerait comprendre mais on peut toujours… rêver ! Il est temps maintenant que les dirigeants fassent preuve de transparence sinon d’autres phénomènes sociaux plus graves s’ajouteraient à notre misère. Enfin, les attaques à main armée ne datent pas d’aujourd’hui, mais cette dernière attaque survenue à Ambohimanarina démontre à quel point la situation est grave, très grave même. Si de tels actes restaient impunis, tout serait-il donc « permis » de nos jours ? Quelle assurance aurions-nous durant ces jours de fête ? En passant, après l’affaire Rehavana, l’insécurité serait-elle en train de prendre une nouvelle tournure ? Bah, ça en a l’air !

24 pensées sur “Le banditisme à son summum ?”

  1. Tsy mahagaga izany fa ny ekipan’i rabe no manendaka ny vahoaka, mba hahafahany manohy ny fianarany ! Mba te ho injeniera ny bakart !
    Ny mampalahelo dia i lery mandany andro manenjika ny legalista amin’ity atidohan-drongony !
    Ny taim-piraka, tsy ho volamena mihintsy ! Miala tsiny ry Gasikely, fa atao ny tsy hanenjehana na hanakianina an’ireo mpiray tanindrazana amin’ny tena, fa misy tsy ho avotra intsony ê !
    Ho an’i Rakoto R, raharaha notadiavina ny an’ny malagasy ! Na famonoana olona amin’ny andro antoandro be izao aza, tsy hampiontsina ny olona intsony ! Moa ve tsy toan’ireo olona MANGERY ENY AMORON-DALANA, TSY ANTOANDRO TSY ALINA, ARY TSY NY MPANDALO AKORY NO HAHAMENATRA ! Miala tsiny aho ry ‘bavy isany !
    Sé la merda é !

  2. Tsy misy tokony ahamenatra anao hilaza izany ry Kintana fa raha mbola mba olombelona nofo
    sy rà ireto foza??dia izy ireo no tokony ho menatra @ zavamisy ankehitriny.
    Voninahitra daholo izany e!!izany no hibodoiny io seza nangalarina io mba hangalarana toy izany.
    Halatra mora,fandrobana mora.Tsy misy polisy ,tsy misy bedy fa manao izay mahafalifaly ny fony O!
    Izany ny fanjakana FOZAORANA raha tsy mahalala ianareo.

  3. Faly aho fa dia efa hitanao izany io adresse io ranabavy !
    Aza matahotra fa tsy misy afaka ny hahalala ny email-nao hono amin’io e!

    Dia manasa ny namana rehetra ihany koa izany !Dia efa eo ianao Ra-KM a !

  4. Njara indraindray aho dia tena malahelo anao mafy mihintsy @ hafanam-ponao eto,
    sambatra aho raha mba manana anadahy toa anao io,mba manana anadahy ihany aho
    fa saingy indrisy ry Njara!!,ny toa anao no mba faniriako nefa dia ….Nofy izany!!mankasitraka anao ny anabavinao
    na dia tsy mbola hitanao aza.
    Dia mirary fety sambatra ho anareo mianakavy kely ny anabavinao Njara fa tsy ho hadinoko mandrakizay izao hataonao
    ho an’ity tanindrazana malalantsika ity.Ho ela velona ianao dia ho tsara taranaka sy faramandimby mba hisy handimby
    anao koa any aoriana any.
    Ny akama rehetra eto koa tsy misy hadino fa mirary fety sambatra ho anareo rehetra aho e!!dia io taona vao2 io anie mba
    hitondra FAHAFAHANA ho an’i MADAGASIKARA.tsy mitaky n’inon’inona ho ho an’i 2012 afa tsy: Mada libre !mada free!
    Madagasikara AFAKA aho!!BASTA!!!

  5. Ranavalona ,
    Raha mba mifankatia toy izany daholo moa ny malagasy ? Angamba mba zavatra tsara no iainanana.
    Saingy nany « Solidarité » eo amin’ny Mha-iray Firenena fotsiny aza ity efa tena mila amboarina mihitsy !

    Misaotra anao koa, fa tena manoina ny fo ny tso-dranonao sy ny fitiavanao e !
    Toraka izany, enga anie ny krismasy itondra fifaliana sy fahasoavana ary indrindra indrindra fahasalamana ho ano sy ankohonanao rehetra.

    Ho an’ny namana rehetra koa mitandro ny Fahafahana sy Filaminana, enga anie hitondra soa ho an’ny rehetra rehetra ny krismasy. Dia Atra anie hitahy antsika sy ny Firenentsika mba ho fiainana vaovao, anatin’ny Fitiavana sy fahafahana no hiainantsika rehetra.

    Mahalana vao mba misy teny feno fitiavana ity ny res

  6. …….resadresaka eto, ka atao ahoana moa e !
    Ny atao an-tsaina dia hoe : Trop de democratie tue la democratie !
    Nefa tsy atao mahakivy izany fa izao mikaroka ny hitolona anatin’ny filaminana izao e !

    Soava tsarà daholo, ary Atra anie homba an’i Pdt Marc Ravalomanana ho tafaverina, ary hieren-doza amin’ireto tsy vanona ireto.

  7. ce n’est plus le moment de se plaindre ,
    Rakoto R. parle encor de dirigeants .
    moi je ne vois plus de dirigeants . Le ministre de securité intérieure defendue par rAjoelina bien qu il accumule des fautes .
    il n’y aolus que l’action qui peut débloquer le pays de cette crise crée et soutenue par……

  8. Malgré cette insécurité grandissante et généralisée, je souhaite quand même BONNE NUIT a tout le monde, tout en vous invitant a toujours veiller sur nos proches.

    Raha malina aza mantsy hono mifahy hazo tokana.

    Bye bye.

  9. Malgré cette insécurité grandissante et généralisée, je souhaite quand même BONNE NUIT a tout le monde, tout en vous invitant a toujours veiller sur nos proches.

    Raha malina aza mantsy hono mifehy hazo tokana.

    Bye bye.

  10. Njara tafita ny hafatra e!!manomboka eo @ ankohonana eo @ mpiraitapo io dia efa tena mila
    fanamboarana be mihintsy,raha tahaka ny ahy aloha e!!ilay toetsaina dia misy tena mampalahelo.

    Toa efa miala any indray ny NOTAM vao2 o!!io ilay hoe » tazomy aho fa matiko eo io an!!! »aza mba manao ratsy ihany oah!!
    tozorony eny foana! dia miakapokapoka! miafatrafatra!!MIPARARETRA!!!!hi!hi!hi!!!!!ilay fitotony eny IVATO dia efa tena tsy
    tantiny e!!MANAINTAINA Be zalahy!!atao ahoana fa MAHERY DADANAY!!dadany iny kah!!tsy misy ohatra azy!
    f’ angaha ry AV7 ry tonaka tsy nahazo olona be dia be hifampitana @ zanak’i dada a???sa mbola hanao vola sandoka ho
    zaraina fa be dia be loatra ilay mbola tsy nahazo t@ ireny hetsika taloha ireny???

  11. Mirary torimaso sambatra ho anao ihany koa ry Gasikely!
    dia manofisa tsara!henoinoy ihany @ alina na izany aza an!sao resitory ao .

  12. Vao nahare ahy ho handeha hatory i Rab(e)andit dia nitsaitsaika hamely ahy dia tratrako ry bavy kely a!

    Hihihi.

    Sirika be dia nampalahelo kely fa nipararetra teo.

    Bonne nuit e!

  13. Resaka insécurité zany nisy foana raha t@Ravalomanana teo aza fa maza diso manasarotra zavatra loatra nareo zanak’iRavalo ireto. Tsy maintsy misy foana ny insécurité REHEFA ETO an-tany ao afrique du sud 1mort par heure avy@fangalarana sy famonoan’olona.

  14. Tena efa tsy eran’ny aina intsony e!, afaka omaly rn34 (morondava -tana) voaendaka indray ny taxi brousse MAMI de nodidi-dry zalahy antsy ny tenadan’ilay pamily de zazavavy kely tokony ho 10 na 11 taona novetavetaidry zalahy, ^ 4 ora maraina no nisehoan’izany akaikin’ny tanana Ambatolahy misy poste gendarmerie soamantsara, de manotany tena enao hoe fa de nanin re isika malagasy e!amzay ireo nanendry tena ho pitondra mbola sahy milaza fa milamina eto Madagascar!
    Tsy te hankahala ol fa tena tsy mety e!efa vaky tranompanahy mihintsy sady in moa no fantany fa tsy ny fampandihizana mpivarotena @ alina ireny e! ny ady sy ny vono ao anaty alimpandihizana tsy mahataitra azy intsony!

  15. Naina,

    Ka inona moa no azo lazaina ? Ny alahelo no betsaka ary ny faniriana fa ny zanak’ireo milaza fa milamina ny tanàna anie mba hiaran’izany !
    Toy izany ny taranak’itony rabe itony !!!

  16. Bientot l’anniversaire à TGV .
    Puisse Noel t’apporter le même malheur !

    -http://www.youtube.com/watch?v=ZTcm8spNoEU&feature=player_embedded

  17. Tsy manadino ireo namohy ny ainy.Hita izao ireo mpitarika ary tsy afa-bela.Jamba izay mbola milaza fa tsy ireo no tompon’andraikitra tamin’iny vono iny izay hita tsara amin’ny horonan-tsary.
    Ho an’ireo izay miteny fa mitady ny tombontsoany i reny mahalala ka tsy tokony ho toherina dia tiako koa ny milaza fa amin’ny firenena mahaleo-tena an’i Mada dia mitady ny tombontsoanay koa izahay mahatsapa fa malagasy.

    Tratry ny krismasy sambatra daholo.Aza matahotra Mydago fa tsy ho potika izany ianareo an!

  18. Novokisana taoka ny bakart dia mody hoe zidôranza !
    Ahoana indray ry naina izany « tsy te hankahala olona » izany â ? Tarana-biby ireo ve mbola azo atao hoe olona intsony ?
    Tsy misy tokony hahamenatra ny mankahala foza na dia Noely aza ny andro ! Izahay na dia afaka nividy aza, dia izany crabe, araignée na langouste, na homard aza, dia tsy nividy !
    Malahelo ny mpiray tanindrazana, dia ho atao tsotsotra ny sakafo androany alina !
    Rahampitso koa torak’izany !

  19. Iny indray no tsy hitako ry Kintana??ny ahy dia ny vavoniko mihintsy no mihidy ary dia
    toa mafaika daholo izay harapaka, dia efa malaza aho ato fa  » Politika indray io! » ohatry
    ny efa mba tena mpanao politika ery ny tena nefa ilay HALAHELO no tena MAVESATRA, ny halahelo ireto mpiray
    tanindrazana @ tena.

    efa zavatra hafa mihintsy izany lazain’i Naina izany fa tsy halatra intsony ,olona voakarama izany ary ho avy ny loza
    mananontanona ny vono olona toa ireny tany Afrika rehetra ireny. LA FRANTSA IO E!TETIKA FRANTSAY IO!! tsy msy
    afa sy la frantsa no ambadik’izany.Fa ny tsy azoko koa dia nahoana no mbola nadeha alina ihany ilay Taxi-brousse???
    Mbola misy Taxi-brousse sahy mandeha alina ihany ve @’ izao????misy koa mantsy milaza fa miray tetika @ ireo
    jiolahy ny saofera ,fa ity tena novonoiny izany ilay mpamily???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *