Le notam contre Ravalomanana est levé

Enfin, une bonne nouvelle pour finir cette année en beauté!
Enfin, une bonne nouvelle pour finir cette année en beauté!

On vient d’apprendre que le notam ou note aux hommes d’aviation contre Ravalomanana est levé. Il s’agit du notam sous la référence FMMM A1204/11 et datée du 15 décembre 2011. Ce dernier n’est plus visible sur le site de l’administration américaine qui assure la diffusion des différents notes aux hommes d’aviation. Le notam qui était valable jusqu’au 15 mars prochain vient d’être annuler sans qu’aucun commentaire n’ait été donné.

L’établissement de ce notam contre le président Ravalomanana s’est fait sur différentes raisons.Il devait tenir le président à l’écart parce que la HAT estimait que son retour allait causer des affrontements entre les malgaches. Pourtant, le président Ravalomanana a toujours souligné qu’il revenait pour apporter la paix. Aujourd’hui, ce notam est enfin levé, il s’agit d’une très bonne nouvelle pour tous les malgaches qui comptent toujours sur leur président. Ceux qui attendent impatiemment son retour peuvent désormais compter sur sa participation dans la vie politique malgache dans peu de temps.

Toutefois, les compagnies aériennes sont toujours obligés de présenter la liste des passagers 24 heures à l’avance. Une mesure qui permettra à Rajoelina et sa bande de prévenir l’arrivée de Marc Ravalomanana sachant qu’ils craignent beaucoup son retour. Nous devons tous rester vigilants et toujours être prêts à protéger notre président à son retour. Nous savons très bien de quoi certaines personnes sont capables pour préserver leurs intérêts…

21 pensées sur “Le notam contre Ravalomanana est levé”

  1. Tsy hanao vao2 indray ve i zy rehefa tena tonga tokoa ny tokoa??
    olona efa hasesi-javatra ireo daholo???io anie ilay tahotra no betsaka e!!
    aza mba manao ratsy ihany oah!!tozorony eny foana dia avy eo MIAKAPOKAPOKA, mitonantonana
    manao ny tsy fanao.
    Trotraka ihany ny anao o! tsy mandatsa aho tsy mikafara………(Samoela io)

  2. Resaka daholo izany hatreto. Matahotra mafy ny hat, dia izay sisa no mba ainy.
    3 taona izao ny hat no teo fa tsy hita izay vitany, mandroba, mangalatra ary mivarotra tanindrazana.

    Rehefa tsy zaka dia miala!

    Jereo tsara aloha ity fa mbola ato:

    http://www.ais-asecna.org/fr/notam/notam.php?qr_bni=TOUT&qr_qfir=TOUT&qr_firx=FM&qr_num=&qr_datearrd=14%2F12%2F2011&qr_datearrf=22%2F12%2F2011&qr_datevald=14%2F12%2F2011&qr_datevalf=30%2F03%2F2012&qr_texte=RAVALOMANANA&maxRows_Recordset1=20&Submit=+Consulter+

  3. Ranavalona!izao no atao hoe mody ventiny ny rano natsakaina.Faly ny tena.
    Dia mamerina ny Antsonay izahay si Njara fa ireo izay hihetsika hiaraka aminay mba hampandrosoana ilay tanindrazana iombonana dia afaka minfandray aminay amin’ny alalan’ny mailaka izay efa nomenay an’i Mydago.Miandry ny valin’antsonareo.Ampitapitao.

  4. Dia hoe mbola hiinana ve mandra-piavin’ilay 30 mars 2012??sa hanao fifidianana koropaka indray izay efa
    ao dia ny mialoha ny valiny fa domelina mamim-bahoaka no ho lany ho filoha hi!hi!hi!!!! dia rahoviana koa
    ny manaraka ??mandra-pahoviana ???na izany na tsy izany dia tsy manan-kery velively io fa ny olona nanao
    azy aza tsy ara-dalana ,SAMY FANJAKANA IZAO FA TSY MISY MIFAMPATAHOTRA IZANY ETO!

  5. Io indray i Bemafohy?? ‘ndana @’ izay mba matory!!
    izaho koa efa mijery matetika fa androany indray mbola hadinoko
    be herehana ny havanao, aza matahotra fa tsy maintsy taneraka rehefa sitraky ny Tompo e!
    Io fa hietsika i Rakotoamboho e! ilay mba faniriantsika teto, hay mba misy mihaino ihany .
    Misaotra ny Zanahary!

  6. Tokony mbola tsy mahazo miditra eto mada zany ravalo,ny av7 efa miandry fotsiny ny fahatongavany eo,anisan’izany ny tgviste rehetra sy ny province rehetra vao mainka hikorontana ndray mada dia tsy milamina intsony,tokony mijanona 9taona any izy aloha vao mody aty mada ,tsy vita mora ny nahazo an’olona taminy 2009.Ny bois de rose nalefany ravalo tany chine,sino reraka efa 500 milles nampidirina eto mada mba anao metissage @ zay ny gasy mba manana razabe na sino fa mametra lay razabe africaine,ny tany gasy namidiny,ny aren-tany namidiny t@americain,ny tambanivohitra nofetsifetseny daholo,betsaka ireo politicien no gandrana sns…betsaka loatra ny adalany ,raha tafaverina eo ravalo tena olona tsara ny hat mpamela heloka mendrika mitantana any mada.

  7. nanao ratsy aní DADA koa anagha i antipolitique fozabe ity no matahotra ny iverenanay, ODOY e!
    I dada tsy maintsy mody ary manomboka rahampitso dia ho avy ny tsy metiní Radomelina bedevoly , ho avy ny tena vahoaka hanala azy ary hotsarainay vahoaka izy sy ny forongony amin´ny fanonganam-panjakana nataony sy nitondra ireo olona mahantra novidiana volakely atoa sorony hovonoina teo anoloan´ny ambohitsirohitra,
    Ny Tody tsy misy fa ny atao nomiverina .

    Ny vahoakan-drajoelina vahoaka voafitaka sy novidiana vola fa ny tena vahoaka manomboka rahampitso ho hitany eo.

    Sa mody hitsoaka hanao Krisimasy sy faran´ny taona any ivelany fa tsy avelanay raha tsy voatona kila may iny fozalahy Andry rajoelina sy ny fianakaviany ary ny forongony.

    MAY, MAY, MAY ho doranay.

  8. Personnellement ,je suis pas contre ravalomanana ,au contraire c’est un bon president mais son seul defaut il accepte tous pour developper mada via les propositions des investisseurs etrangers,pourtant tout doit faire à fur et à mesure selon le norme,aucun pays n’acceptera de faire rentrer chez eux un demi milion de chinois ,faire exploiter les minéraux,envoyer les bois de rose en chine. A la fin il se termine en exile en afrique mais non pas en chine.

  9. Tsy miraharaha anizay ,miseho eto Madaga
    Tsy miraharaha anizay ,miseho eto Madagasikara ry TGV sy ny ekipany fa aleony ry zareo MITAMPIMASO manao fisarihana anireo TRANO MORA eny ANOSIALA AMBOHIDRATRIMO, anisan’izany i CHRISTINE RAZANAMAHASOA. Ny any ireto JIOLOHAMBOTO sy JIOLAHAMBAVY ireto zany dia MITAMPINA haotrany ny SOAVALY manao TIERCE ny masony fa tsy raharahiana nyZAVATRA mitranga eto aminy FIRENENA.Mety ho taitra ihany angamba ry ZAREO mpamono sy mpangalatra ireo rehefa ROMBOTRA ny VAHOAKA

  10. Manomboka masonandro androany dia i 108 TRANO MORA no hiantsoana an’i I TGV, esorina ilay 0 dia lasa woe 18, ary mety aminy mihitsy no aterina ao aminy 18 satria tsy lavitra eo ilay tokony hipetrahany tsy izy izany fa ANDRANAMASINA

  11. Rehefa vita ny fisarihana ny TRANO MORA ataony i 108 TGV dia inona indray no manaraka. Ary mba rahoviana no atao ny FISARIHANA ny VEHIVAVY MORA

  12. Sady MIPARARETRA anie i Antipolitika izany e!!ovvvvovvvv!! avelao aloha Ravalo tsy hody!
    Tena manaintaina be ve??te hanao ratsy eo koh! izay angaha maninona e!!ny vahoaka no hitsara,
    dia ny fitsarana koa fitsarana MAHAEFA no ao hoy zanakisoa, koa inona no mampipararetra an’i ngahy???izay ve sisa no
    fehan’ilay fanaratsiana rehetra teto HATR’izay e!!fanakanana sisa fa tsy nandaitra angaha ilay FANDOTOANA LAVA NY
    DADANAY TETO???
    folaka ihany ny anao o! tsy handatsa aho tsy hikafara,efa mba nanarina ihany taloha fa miseho ho be MOKONDOHA,
    ( dia ahoana a!) ela ny ela ka voa!!!!!!!!!!( Samoely io). Pov Rabe ianao anie efa tsy takona hafenina intsony na hiova 50
    anarana isanandro eto aza e!!!

  13. Bonne nouvelle ve, Dia ho hitantsika eo raha tsy ho vavany fotsiny, fa raha tena olona sahy sy mandray andraikitra izy dia tonga eto, mizaka ny halahelom-bahoaka, ary mizaka ny hadalany eny Tsiafahy.

  14. Efa miala any indray ny NOTAM vaovao o!!!tazoooommmyyy ahooooory retoooo faaaaa matiko eo io an!!!
    tongava ! tongava sady mandeha ihany ny NOTAM mba misaina ve ianareo e!!!ny aina any am-pitombenana
    nefa miseho ho MILAY ERY IZATO IZY.MATAHOATRA e! matahoatra e!!tsy misy miditra kisokosoko izany eo
    an!!TSENAINA IHANY DADA a!!!na NOTAM na tsy NOTAM mody dada no fantatray!

  15. GG FMMIAFRI FMMIMDGI FMMIMDGK
    151336 HTDAYNYX
    (A1204/11 NOTAMR A0910/11
    B) 1112151233 C) 1203152359
    E) ACCORDING TO INSTRUCTIONS FROM THE HIGH AUTHORITIES – NAMELY
    THE PRESERVATION OF PEACE AND AVOID ANY POSSIBLE CONFRONTATION
    BETWEEN POPULATION – OPERATORS ARE ASKED NOT TO EMBARK MR. MARC
    RAVALOMANANA AND COMPANY)

    Voici le fameux NOTAM en date du 15 décembre 2011. Pour information à tout le monde, aucun message d’annulation ni de suspension n’a été envoyé , contrairement à ce que l’on dit à la masse, comme quoi le NOTAM est levé. Levé « sur parole » uniquement!

    Légendes:
    B/ début de validité du NOTAM: ici, le 15 décembre 2011 à 12h33
    C/ fin de validité du NOTAM: ici, 15 mars 2012 à 23h59

  16. Io tetika azahoana ilay fankatoavana e! tsy nisy apoaka mantsy ny dia
    tao la frantsa fa zėsta no betsaka fa toa ginagina ,angamba felaka sisa
    tsy azon’i domelina t@’ ireo namany eto an-toerana t@ iny diany tany frantsa farany iny fa toa tsy nisy
    resaka intsony ilay izy ankoatra ny fidradradradrana indray fa » mahazo mody izy e! » vava fotsiny io an!
    ny NOTAM ,NOTAM ihany.Koa i tsikirity aza efa manomana fanonganam-panjakana indray koh! io ilay
    lainga toy ny salaka ka ny tenany ihany no hafatony.
    A-tra tsy andrin’i hafa oah! andrinay foana.

  17. Ilay NOTAM aloha atramin’izao dia mbola mihàtra !!
    Izao ve no tena nandrasan’ny vahoaka malagasy aminareo nihiditra ho CT sy CST ireo ?
    Anisan’ireo nivoy hoe faona ilay NOTAM dia Ingahy Manandafy Rakotonirina ! Dia somary mahagaga ihany, ilay fanambaràna ! Inona ny antony nanaovana an’izany ; entina ampiesònana ny vahaoka fotsiny ve ?
    TAPITRA IHANY KOA IZAY NY FITO ANDRO Ê !!!! Efa jour j +4 izao ! DIA INONA NO TOHINY ???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *