Na ho vy na ho vato, tsy maintsy tonga Ravalo !

Magro 21 des 11 (12)

Tsy nisy ny fanapahan-kevitra noraisin’ny solontenan’ny Sadc tonga teto amintsika ny amin’ny fampiharana ny tondrozotra. Fihainoana ireo ankolafin-kery politika no nataon’izy nandritra ny fivahinianany teto Madagasikara. Ho an’ny ankolafy Ravalomanana manokana dia nandrasana tamin’ireo iraky ny Sadc ireto, ny fampiharana ny andininy faha 20 ao anaty tondrozotra, ny famoahana ny gadra politika rehetra, ny fanokafana ny radio nakatona.

Hatramin’izao mantsy tsy mbola nisy ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fitondrana mahakasika ireo fitakiana ireo. Ny Cst Rakotoamboa Jean Louis dia nanambara fa hamboridantsika Ingahy Rajoelina satria tsy nandray ny andraikitra amin’ny fampiharana ny tondrozotra. Mazava, hoy izy, fa Rajoelina no sakana amin’ny famahana ny krizy eto amin’ny firenena. Namafisiny fa ny frantsay hatrany no manohana an-dRajoelina amin’ny tetika izay tsy hampahomby ny fampiharana ny tondrozotra. Ny ankolafy Ravalomanana ,hoy ity mpikambana ao amin’ny Cst ity, dia efa nampiseho hatrany ny fahavononana politika amin’ny famahana ny krizy.

Efa niala nenina isika, hoy izy, ka rehefa tsy misy ny fanapahan-kevitra raisin’ny Praiministra Beriziky, amin’ity herinandro ity, dia tsy maintsy hidina an-dalambe isika. Efa manana olona ao anatin’ny governemanta , ny Ct sy ny Cst isika hoy Rakotoamboa ka izy ireo no hitarika antsika amin’izany. Na tian-dRajoelina na tsia tiany, ary na ho vy na ho vato, hoy ity mpanao politika ity, dia tsy maintsy miverina eto ny Filoha Ravalomanana Marc.

69 pensées sur “Na ho vy na ho vato, tsy maintsy tonga Ravalo !”

  1. Io ry zalahy a! raikitra ny RODOBE! io ilay nandrasantsika @ Rakotoamboho .
    Raikitra io e! mifoaza ry Malagasy a!hialao ny tahotra fa homba antsika A-tra.
    Tsy maintsy mbola hanao tatitra angamba ny SADEC fa tsy afaka ny tonga dia hanapa-kevitra eo no ho eo??
    fa tsy midika inona indray akory io ??lazaina koa fa tsy miraharaha an’i Madagasikara ny Firenena mikambana
    nefa mbola nanamafy ny AMERIKANINA androany t@ gazety. amiko io mbola zavatra tsy azo lazaina ho mitombona.
    Efa tsy hita intsony koa moa izay mba azo ahatokisana fa feno fafy lainga lava izao no manjaka.

  2. Io rahampitso io no tokony araraotintsika hilatsahana an-dalam-be mandrapialaní rajoelina sy Beriziky ary ho ravana io transition mpanimba firenena io.

    Aiza ny vahoaka leo krizy, aza mieritreritra fety izany fa isika anie ihinanana mafaika sy zara raha mahita hohanina, tsy natao hifety isiska fa natao hijaly ho faty noana.
    tairo ny rodobe, atambaro ny hery ary aparitaho eran´ny faritany,

  3. Vao mirava eo ny hat dia mirava koa zay tonga eo ,samy tsy misy miala eo ,efa nanao feuille de route ,dikany io dia anaovana fifidianana engana @2012 zany oe ravalo sy tgv tsy militsaka intsony fa samy mandeha sesitany ,tgv mody any france ravalo mijanona any afrique.

  4. Misaotra eh,
    Pôlisy tsotra namono magistrat aza tsy sahan’ny FAT samborina, mainka fa Prezida mamim-bahoaka toa an’i Dada ho sahiny??? Na i Jeneraly Baomba aza efa mamotsotra tsotra izao ny olona fantatra fa ratsy: dia mbola ho sahy hisambotra an’i Dada ve??? Efa miala bala i Baomba fa fantany tsara fa azo itarina ny « delai de garde à vue » rehefa mangataka @ manam-pahefana hafa ankoatry ny Tribunal izy: ohatra: Chef Région sns,, sa tsy misy manam-pahefana marina kay moa ny ao Tanà fa efa FATn’alika sady tsy ihira no tsy hanao tsianjery. Aza misalasala intsony Ianao ry Dada mamy be fa tongava…Raisina an-tanan-droa sy an-tongo-droa sy… ny fahatongavanao…SAMIA MIHETSIKA DAHOLO EH

  5. Ho anao ry andry etsy ambony,
    TSy misy manillika an’i Andry Domelina tsy hilatska eo fa raha matoky izy dia afaka milatsaka tsara, fa avelao hilatsaka koa Dada. Tsy ekenay Dada tsy halatsaka izany: 99% no rendez-vous ry zandry ah, io no atahoran’ni TGV dia mody asiana planplan. Izay no mahatonga anay zanak’i Dada tsy maintsy mampody azy na tian’iza na tsy tian’iza, ovao fotsiny ny saina ho anareo manohana TGV, mamadiha palitao haingana sao dia tara loatra ka ifoteran’ny rambon’ny « vita malagasy »

  6. Aza misioka ry Terminator sy Ranavalona raha mbola tsy tafavoaka ny ala a! tsy ampahafirin’ny sedra efa nolalovan’i Zandrikely io! atao ihany ny tsy hiteny, fa hita foana ny mahadonto mianakavy an’ireto!
    Omeko sopapa! mety hisy ny limogeage minisitra na mamorona minisitera vaovao, hampidirana ny grands corps de l’état, na omena toerana tsara ny lehiben’ireo, de manao latabatra boribory, de mirava io!
    Hatramin’izao ve de tsy mbola mazava anareo foana ny méthode n’i Andry, mijery aloha izy hoe hatraiza ny décision raisn’ny PM sy ny minisitra tompon’andraikitra. Miandry zay aboutissement n’io izy satria tsy te hitsabaka @zany izy, de jereo fa handray ny andraikiny izy, gadrainy ireo namono mpitsara ireo, tsy ampahafin’ireo kolonely sy bekintana teny @ BANI ireo oa! ahoana ny nanaovany azy refa nitetateta!
    Raha mbola ao an-damosiny ny tafika, ny Frantsay ary ny vahoaka mpanohana azy, aza manonofy re ry Rainivoanjo mianakavy ô!
    Mitombina ny fitakian’ny mpiasam-panjakana ambony, raha ny fiarovana ny ainy sy ny fananany no voatohintohina, fa ny ankoatra izay de resaka politika, alahelon’ny tsy nahazo seza, satria tys ampy ny seza zaraina.
    De hanararaotra ry Rainivoanjo, fa hoe fitolomana ny hiverenan’ny dadany io, ny atahorako aza, hamaky trano sy handoro taomobilina eo no zava-hitranga, de ho afa-baraka ny grands corps de l’état, satria hiaraka amin-dry Rainivoanjo Mpanao atsojay eo! io ane no tsy namelan’ny olona azy hivoaka tao @ magro tao, satria mpanao barrage sy casseurs fotsiny no hainy fa tsy mitolona am-pilaminana. Jereo tsara anie e! be ndray ny hi-chapeau @n-dRabe rahampitso ka hilaza hoe mahita volana alohan’ny Habib koa ty Rabe ity! Wait and see!

  7. Miarahaba ny rehetra !

    Samy nahita daholo isika fa
    Nisy Avion Transall FRANTSAY nitondra MIARAMILA nafaran’i Domelina !

    Aoka ho mailo satria betsaka ny zavatra ataon’ny frantsay ary mino aho fa nampitondra miaramila MPITIFITRA izy ireo .

    Tandremo ihany koa, fa mety miomana ny HITSAOKA ny Domelina sy ny namany, ka Ratsiana Orana no atao andry-maso voalohany -Jean Eugene Vodinahitra koa sy izay hitanareo fa ao amin’ny Lohan’ny FAT ao.

    Raha mba azoko atao dia haverina indray fa tsy ilaina intsony ny mamaly resaka an’i
    rabe, fa tena :
    http://ts4.mm.bing.net/images/thumbnail.aspx?q=1334346262715&id=72572cdf5546aa69036b38f0c56aef82

  8. Ah, te voilà Njara!
    Mirediredy be ise eto! Tsy mitsoaka aminao zany Rajoelina! tsy hisy miaramila Frantsay hitifitra zany fa mandria Ivohon’ny vato! Fa naninona no niataken’ny Frantsay Gbagbo, satria any amin’ny Ambassade ny no manangan-tsandry. De aza mandranitr’ady r’ise, fa raha Voninahitsa no dominareo, de hiakaran’ny Sakalavan’ny Menabe raivohitra nareo!Manaova tolona am-pahendrena sy milamina fotsiny fa nareo ihany ane no hanimba pasipaoro anareo eo e! tsy manana ianareo na tamingam-bahoaka na miaramila iray akory defa mi-crier victoire. Na de atao hoe, lasa aza Rajoelina, tsy avelan’ny tafika ho afa-bela eo zany Ra8 iny raha vao mitontona eo! iny ane amin’izao tsy mahita aleha, handroso maty renibe, hihemotra maty renibe e!
    De lazao koa rahampitso, fa nahomby ny tolon’ny dadanay kanefa ny grands corps de l’état no hanao grevy! araraoty ihany e! mba misy train japiana ty in-1 mandeha ity! de mba hendry e! wait and see!

  9. Andry! miandry seza an!! mety kah! nefa raha mbola tsy mahavita ny vitan’ny dadanay dia aza mitetateta,
    ary mbola misy 2 lahy ao hisolo azy raha tsy hilatsaka izy ka hoy aho hoe:  » endraso eo i PAAAAOL »
    Tsy hoe nandaitra ny SAMPIN’i domelina dia naharesy izy dia HITONANTONANA koaizao DONTO rehetra izao ,fa mbola mitohy
    ny tantara ary tsy misy ho AFA-MENAKA eo! izay nanao ratsy an’ io tany MASINA io tsy ho afa-maina,hifankahita eto daholo samia
    ho velon’aina, efa nomeko torohevitra ianao sady trotra ,MANDOALIKA @ DEVOLIN’i domelina fotsiny dia lasa MPANEFOEFO TAMPOKA
    toa azy,fa ny tohiny dia mbola ho HIARAHA-MAHITA ETO.
    Sao dia ianao ry Andry no ho hasesiky ny TOETSAINAO any an-davaka fa tsy dadanay mihintsy.A-tra no nametraka azy teo
    hitondra io TANY MASINA io koa ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NO AFAKA MANANA HALALANA HANALA AZY EO HITONDRA
    IZANY TANY MASINA IZANY! FA tsy izao mpitati-rakena ,RERAKA zatra mamantambonona rehetra izao no handidy sy hanapaka
    izay EFA LAHATRY NY RAY.

  10. Paoly !!!!! Mampatsiahy biby, ary misy azy ato. Ny lohany iray ihany saingy kely, fa ny tanany manoratra no BE DIA BE !!

  11. Isika koa manana ny be Kintana fa avelao HIJABAKA eo izay frantay kely mangorera tsy msy hilavana azy ary.
    Tsy azy akory izao tontolo izao ka izy no mba hanjakazaka eo???

  12. Fa angaha i Solo Razafy mieritreritra ny Sadec no hanapa-kevitra eto, misy mpitondra eto, misy miaramila ary misy vahoaka malagasy, ka tsy ireo afrikanina ireo no andeha handidy aty.
    MIdina andalam-be raha ahita vahoaka hanaraka anareo, raha tsy ny Vahoaka indray no hamono anareo.

  13. Tsy mahita lainga sy fika ho lazaina ireo mpanongam-panjakana sy ny alikakely nampianariny mivovoa sy mamorona ary manova loko ny tranga ita..
    Nahoana N Satria tsy misy loha mitondra (atrin’ny ela ),ka dia amin’ny fiteny hoe izy ireo : miteniteny foana toa ny apa-doha..

    Efa erinadro roa na telo izao no nanova fihetsika ny frantsay ary nanao ny fomba ( rituel) entina mamono ny akoho nofahanana ary nozarina nanantateraka
    ny asa maloto izay tsy misy mankasitraka ,koa dia rajoelina no nanaiky nanao ireny asa-boto (halatra , vono olona , fanapotehina sy fanodoroana ny fanan’ireo izay heverina fa manelingelina ny fanohizana ny proman’ny panjanaka ( colons izay niova ho colonialistes ..)
    Dia iny rajoelina no nasaina tao amin’ny élysée , dia novokisana fanantenana ( vola , fanofanana olona miasa ao amin’ny andri-pitondrana..)ary navela niresaka tamin’ny mpanao gazety izay izarana izany vaovao be…mampisehony fiovan’ny zotran’ny paolitika frantsay eto M.kara..
    Tsy i rajoelina intsony no « pivot « n’io zotra vaovao io..Ty takatry ny sain-drajoelina ny kaji-panorona ataon’ny frantsay..
    -I JPPE milaza fa tena mitovy ny fijery sy ny paolitika momba an’ny M.kara ataon’ny Afrique Atsimo sy la frantsa..Tena ,hoy JUPPE ,mitovy ny hevitro sy ny hevitr » Atoa ZUMA
    (Aza adnontsika fa tamin’ny 30 octobre 2010 dia nifanaraka i ZUMA sY SARKOZY fa hifanampy : i ZUMA manampy an’i SARKOZY mba hiditra ho mpikambana ao amin’ny Conseil de sécurité ary SARKOZY hanampy an’i ZUMA hanamora ny famahana ny vahaolAna ao M.kara )
    -Ichataignier dia nivadi-dela ma manjary « manantsara ny Filoha RAVALOMANANA MARC ary tsy mitsivalana intsony amin’ny fodian’ny Filoha AN-TANINDRAZANA..
    -i chadafaut izay mpanap gazety tao amin’ny express de M.car dia « manindrahindra  » ny Filoha RAVALOMANANA MARC ary manoln-tsaina ( conseille) an’i Sarkozy
    hifandinika amin’io  » mpivaro-drono io  » toa izay amin’ity rajoelina jiolahiboto..
    Ary tsarovy hoy izy fa « rancunier  » io Filoha io
    -ny OIF ,izay fiasan ‘ny françafrique dia izao vao mba nanantona ny mouvance RAVALOMANANA MARC tramin’izay fanonganam-panjakana izay..
    –koa inona ary moa no ataon’ny miaramila frantsay eto M.kara ? Iza no nanome azy ireo alalana hiditra sy hijanona eto M.kara ? Nahazo alalana tain’ny Fienena Mikambana va izy izy ireo ary hanao inona ?.Ny fisian ‘izy ireo eto M.kara dia mifanohitra amin’ny paolitikan’ny mpitolona Malagasy ary tsy mifanaraka ain’ity lazaiko ho  » fiovan ‘ny frantsay eo amin’ny paolitika narahany atrizao momba ny kirizy eto M.kara..!
    Koa tay sa atody no ho hita raha mitsapa ny vodin’ny ankolahy frantsay ?

    Momba ny fisafona nataon’ny ROIKA izay nanao tombana momba izay fivoarana ita tao aorian’ny fanambarana nataon’ny CPS /UA tany ADDIS ABEBBA !
    Nisafo sy nijery ary  » nandrefy sy nandanja  » ny fandrosan’ny paolitika malagasy izy ireo..
    INONA NO NIOVA ARY AIZA HO AIZA NY FANANTANTERAHANA NY TONDROZOTRA ?

    Misy amin’ny Malagasy indrindra irei tia mamoratra sy manome ny heviny na momba izay fihetsiky ny matoatoa aza dia mahita ho zairina sy hanaovana peta kofehy izy ireo..

    TSY IREO « IRAKIN’NY SADC -TROIKA  » NO VOAHASINA HANOME NY HEVINY SY HANAM-PAN-KEVITRA NA HITSARA NA METY NA TSY METY NY FANDEHAN’NY FAMETRAHANA NY TONDROZOTRA !
    NALEFA ATY M.KARA IZY IREO  » HITANGO SY HITSIMPONA  » NY VOKATRY NY FANAMBARANA NATAON ‘NY CPS / UA !!

    KOA DISO ARY AZO LAZAINA HO MPANDAINGA SY MPAMORONA IREO MANORATRA SY MITENY ARY MANONTANY IZAY FANAMPAHAN-KEVITRY NY TROIKA REHEFA AVY NISAFO SY NIHAINO IREO TOMPON’ANDRAIKITRY NYTROIKA NANDRITRY IZAY ROA NA TELO ANDRO NIASANY IZAY !

    EO ANOLOAN ‘IZY KORONTANA MISY IZAO ,AOKA MBA NY MARINA ARY NY MARINA IHANY NO FINKIRANA SY AROVANA ARY ZARAINA AMIN’NY REHETRA FA TSY IZAY MANAFOSAFO NY SOFIN’IREO MPANORATRA SY NY FITIAVANTENAN ‘IZY IREO IZAY MAIKA HIVAROTRA NY GAZERINY FENO LAINGA SY ATSANGA TSY AMAN’ORANA !

    NY FODIAN’NY FILOHA DIA ATAO RESABE , ATAO FOTOTRY NY FANENTANANA NY VAHOAKA IZAY EFA HANA SY SASATRA SY AKAIKAIZIN ‘NY HAKIVIANA !

    NY FILOFA RAVALOMANANA MARC DIA TSY MAINTSY MODY ! TSY AMPY VE IZAY
    FANAMBARANA IZAY ?

    IZAO TONTOLO IZAO DIA MANIZINGIZINA NY MAHAMAIKA IZANY FODIANA IZANY !

    NY  » FITONDRANA  » MISY TSY DANDROKA ETO M.KARA DIA MIROSO AMIN’NY FAMPODIANA NY FILOHA RAHA TOA ISIKA MANDALINA NY ZAVA-MISY ANKEHITRINY:
    –EFA MAHASAHY MIDRIKINA AMIN’I RAJOELINA I BERIZIKY MOMBA NY FIHETSIK’I RAJOELINA MIKASIKA NY ADY MITSANGANA EO AMIN’NY MPITSARA SY NY PAOLISY
    –I BERIZIKY DIA SAHY MANGATAKA NY FIALAN ‘NY MINISTRY NY FITSARANA ?IZA ANISAN’NY OLONA AMPIASAIN-DRAJOELINA HANAON ‘NY SAKANA AMIN’NY FIVERENAN’NY FIKOHA RAVALOMANANA MARC.., AMIN’NY FAMOAHANA NY GADRA-PAOLITIKA ..

    TE-HITENY AHO HOE : »VOANKAZO AN ‘ALA NY SEHO SY TRANGA PAOLITIKA ETO AMIN’NY FIRENENA , MARO ARY LOA IZY IREO , KA AZA MISY MIFANTINA FA HITSAHO DAHOLO MBA HO POTSTRA ARY MBA HIVOAKA AVY AO NY OLITRA MIKIKY NY SAIN’IREO MPANAO PAOLITIFIKA IZAY TSY MIERITRERITRA NA FOTOANA KELY FOTSINY AZA NY FIJALIAN’NY VAHOAKA TENA MAHANTRA..

    NY MARINA IHANY NA MAFY AZA NY FAHITANA SY FANDRENESANA IZANY MARINA IZANY DIA MIJANONA HO MARINA IZANY ARY SAROTRA NY MANDEVINA AZY !

    KOA ALEO TSY MITENY NA TSY MIZARA AN-TSORATRA RAHA ATSANGA TSYA MAN’ORANA NO ATOLOTRA NY MPIHAINO SY NY MPAMAKY NY GAZETY…

  14. I Ravalo indray aloha na andeha mbanin’ny lohany aza tsy ho afaka hiditra eto Gasikara e, raha tsy hoe vonona angaha izy hiditra eny Tsiafahy ao amin’ilay toerana nomanina ho azy!Tena kakerin’ny amboa kely tiany mihitsy i Valo ankehitriny satria na ny Sadc aza dia tsy te hahalala an’i leiry intsony! Mahaontsa ny mahita azy sy ireo zanak’i dada mipitrapitra miandry ny hamoram-pon’i Andry kely. Saingy ny marina moa marina ihany, ary tsy maintsy enjehin’ny lalàna ny olona mpamono olona toa an’i Valo, ka tsy azo asiana indrafo. Ka hoy izahay hoe ilaina dia ilaina mihitsy ilay NOTAM mandrara ny an’i Valo tsy hiditra eto Gasikara, sy ny mandidy ny fampisamborana azy raha mikiry biby hiditra izy!

  15. Aza mamorona re ry KM a! hain’ise ihany Rabe rehefa mi-raisonne! mahereza ry Tanora sy Dénise a! mba lazao @n-dry zalahy ireo hoe, inona mihitsy no tsy hahazakan-dry zalahy ireto tsena an-dRabe! mba lazao ny hevitrareo momba an’io e! ataovy lavalava ho hitany tsara! jerenareo fa refa miditra Rabe, de voatampoka avokoa ny rano mandroatra satria miteniteny foana!

  16. olona efa marary ny Fanatisme ireo rabe a, Tsy ho resy lahatra mandrakizay, fa manompo olona iray, ka raha vao miresaka zava-marina momba io Andriamaniny io ise dia mila ho lasa adala ry zareo. Fa na izany aza mamaky ny post an’ise ihany ry zareo, matoa misendoatra toy io,ka dia aleo ise no atakena hoatran’ny fomban’ny ra8 tamn’ny olona reetra tsy mitovy hevitra taminy.

  17. Mitandahatra be ilay tanam-poza ato ry zareo a!!!sao dia mipince oah ity tanana e!!!
    ‘ mbay tana daholo fa mantsina kah!!!!sady mmmmmmaaannnngooooovitra ihany izato
    izy hoe: « TSSSSSiyyyyyafaka hiditra eto izany Ravaloooooooo izany » dia izay izany Denise a! misaotra anao nanamafy
    mba hanome fiononana anay fa saingy tsy ny foza no mandahatra na ny DEVOLINAREO fa izahay mino ny ZANAHARY
    fa tsy MAINTSY ary HANDRINAY FOANA izay fotoana SITRANY ka tokony ahatongavany, fa tsy izay fakon’olona toa foza
    efa leo LAZA RATSY ERAN’IZAO TONTOLO IZAO NO HIBAIKO IZAY AHATONGAVANY NA TSIA???????
    Sao dia hoe: tonga ao ve ny mpikaraman’ady frantay dia mba mideaka eo ity izy? hangony daholo ny havanareo ho viravirain’
    izany miaramila izany fa tsy ny tanindrazanay no havelanay hanjakazakan’izao VAZAHA RERAKA LANOMOFO rehetra izao.

  18. Rabe>>> Aza mody ahodinao ny sujet fa mbola mitohy anie ny bras de fer-tsika e!
    Miandry izay valiny any aminao ao aho fa aza aty no miseho ho be saina amin’ny tsy antony eto.

    waiting for you.

  19. CHRISTINE RAZANAMAHASOA : la ministre de la justice s’est indignée face à la proposition du premier ministre relative à son limogeage. « Je ne réalise même pas encore très bien. Comment se fait- il qu’une telle proposition soit prise contre nous, les Magistrats, qui sommes les victimes dans cette affaire », a-t-elle lancé

    Homano aminizay woa ny VALIZY miaraka aminy KILOTRA fa matin’ny OLONA fotsiny e HIANAO RY
    ZANAMAHASOA, jerevo fa na ny tarehanao aza LASA MIVADIKA « HORREUR », jerevo tsara fa efa manomboka MIRORAKA mitovy aminireny olona efa ho FITOPOLO TAONA ireny, sa kosa hianao efa maheriny izany, tsy aleonao ve MATORY any aminy 108 TGV HIANAREO SAMY MPIAKAMAKAMA ihany ange ireo e, raha manaiky aloha i MIALY dia tsy maninona; raha i TGV 108 indray aloha tena manaiky na eo aza i MIALY, eo hianareo mba mifanampy aminilay zavatra mora eo, SA AHOANA

  20. Arahaba daholo!

    Izay maniry ny hiara-hihetsika aminay sy Njara dia iangaviana hamela ny adiresy mailaka ao amin’i Mydago mba hahafahany mifandray aminay.

  21. Tsy voatatin’ilay vola be intsony ilay tavatsoavaly RASAMY a!
    Io mihintsy no tena fanetriben’i tany ao!kala MPAMS io!!
    vao saika ho takiako taminao anie io sarin’i zanakisoa io fa hay efa navoakanao ato, kenda ihany
    zanakosoa marina! mba ataovy eo akaikiny eo koa ilay sarin’i chatai farany iny ry zareo a! dia i bomba
    sy ny panda beany a!
    Zanahary tsy andrin’ny hafa oah!!endrasanay foana e!!!

  22. Oeeeeeeee!!io ny anay e!!!
    ilay tokana an-tany tsy azo soloina
    ilay be fandeferana misolo voina
    ilay be fanompoana tsy mila karana
    dia tsy iza izany fa i dada malala
    Ilay tena tia tanindrazana,
    tia fandrosoana sy filaminana
    ary manaja ny ZO maha olona.

  23. Indrisy Ranaval!! Raha mba nisy marina na dia iray aza ireo Tsianjerinao ireo, dia tsy naongan’ny vahoaka teo ilay Dada malala.
    Mijery lay sary eny am Magro dia efa hitovy amin’ny sekta mivavaka amin’ny Dada mihintsy ry zareo.

  24. Ny mahazendana ahy eto dia mbola maro ianareo no miresaka amin’ireo olona adala na mody adala izay manompa sy miteny ratsy ny Filoha RAVALOMANANA MARC!
    Fahafahana ‘izy ny maneho ny heviny fa tsy zon’ireo ny miteny ratsy na manompa ny Filoha..
    Izahay dia nandray ny pseudon’izy ireo ary hapetrakay eny amin’ny Procureur de la République eto Paris amin’ny alalan’ny avocat ny fitoriana mikasika azy ireo(eo amin’ny chapitren’ny diffamation sy ny dénigrement d’une personnalité publique dia maro  » ireo chef d’accusation azo hisafidianana..)
    Koa ireo izay mohevitra fa tsy ho ita izy ireo fa eto amin’ny internet , dia tokony ho fantany fa na ireo  » pédophiles « miafina sy afenina aza dia ita traces foana…Ary averiko fa itony serasera na tranokalo dia espace public de liberté ary tsy zone de non droit koa…!

  25. Ary ahoana ny hevitrao @’ilay takolak’i zanakisoa ??ahoana izy io no avela hitarozaka ohatra io???
    Tena tsy nahataty azy ilay vola be vidina ain’olona sy ny RANOMASON’ireo tsy manan-tsiny nogadra2
    tsy nananana hantra an!
    Indrisy fa Madagasikara efa PARADISA iny dia izao sisa nanaovanareo foza azy,latsaka ambany noho ny
    ambany, dia mbola tsy mahafa-po anareo ihany.Vahoaka iza no nanongana an’i Dada aloha???dia aiza
    izao ireo OLONA VOAVIDY REHETRA NO NIAFARANY???ny ambiny sisa NATAO SORONA sy MASIKITA
    dia nampidirina am-ponja ary ny sisa moa dia efa NAMATO-TENA tratry ny NENINA be vava.Dia iza koa no
    manaraka? ireo nokaramaina 25 mily lasa 15 mily dia niafara t@ ady saritaka fa OOOOOOOOO sisa niafarany
    mba HIOGAOGA hanarona ny maloton’i Domelina sy ny mba fitsenana hono e!!!!hi!hi!hi!!!menatra anao aho ry
    kavim-barahana fa toa tsy hanendrika fa handrovi-tsofina ha!ha!ha!!!!!!!Mapme be anie nareo foza itony e!!
    indrindra rehefa hidedaka ho vahoaka izay an!!!!zėsta be mihintsy!!!!!

  26. Rabe>>>Tena tsy zakan’ny tsanan-dRrabe-zesta mihitsy ny fahambonian’ny hafa noho ilay complexe d’infériorité be-any.
    Jereo fa efa ao sahady ny vailn-kafatrao e!
    Dia efa miandry aho ao aho fa aza be esquive aty ianao fa tazako foana ange hoe io i Rabe-sisika fa mipoitra ao e!

  27. Rabe>>>Tena tsy zakan’ny tsenan-dRrabe-zesta mihitsy ny fahambonian’ny hafa noho ilay complexe d’infériorité be-any.dia tsy hitany intsony izay hi-qualifier-ahy fa hany heriny dia miaiky hoe gasyambony toetra aho. Misaotra ihany e!
    Raisiko am-pitiavana be e!
    Jereo fa efa ao sahady ny vailn-kafatrao e!
    Dia efa miandry anao ao aho fa aza be esquive aty ianao fa tazako foana ange hoe io i Rabe-sisika fa mipoitra ao e!

  28. Gasikely!
    Tsy hamaly anao rery ny mission-nay eto, fa araka ny nolazaiko anao, de mamaly ny forumiste eto aho, arakaraka zay la une miseho eto! ary mahafantatra izany ny rehetra. Ianao no manana complexe eto, ary tsy maha ambony na ambany ahy ny valin-kafatra alefako any aminao. Zay idée nao momba zay zava-mitranga, avoaka eto, fa tsy Rabe no tsy hahaiza-miana ka araham-body atsy na aroa isan-takelaka, fa efa nilaza taminao aho, fa valiako amin’izay fotoana maha afaka ahy. Ary eto oa araka ny nolazaiko anao tary, fa ny ekipanareo eto intellos ny ankabeazany, arindrany tsara ny heviny @ fotoana itiavany azy, tezitra izy indraindray de ny olona no opainy sy atakeny, normal be koa, refa mba voadona izy @ maha olombelona.
    Aza manao invention oa, ka milaza enao eto, fa miaky anao aho fa amboniko ianao amin’izatsy na zaroa, fa ampisehoako anao fotsiny @le tsy mampaneva anao le pseudo Gasikely, fa tsy avocat n’ny tena vrai gasikely zany ianao, raha mbola tsy sahinao foana ny manitsy ireto olona lazainao fa arovanao ireto @fanambaniana ny Gasikely ery ambany Tanàna, ary tsy hanao izany velively ianao araka ilay ohatra hoe! NY VOAY TSY HINANA NY ZANANY IZANY, ianao rahateo koa nilaza fefa nitety izao tontolo izao, de tsy Gasikely ianao fa « Gasiambony », fa tsy misy maharatsy ny appartenance @ maha zanak’i dada, zay lavinao tanteraka. Dis moi tes amis,et je te dis qui tu es? au moins mba asehonao, izao ny position ko, fa Rabe tsy laninao eto izany, raha hanenjika azy isan-takelaka eto enao, ary raha mbola za ambony, na ianao ambany, na za mahay, na ianao tsy mahay na ny mifamadika @izay, efa nolazaiko anao fa tsy mi-intéressé ahy velively, fa raha hiresaka raharaham-pirenena, hitsikera zay zava-mitranga androany na rahampitso, de manasa anao am-panajana Gasiambony, avocat n’ny mydago intello be ô!!!! torahako voninkazo ianao raha izay ny tianao! averiko, fa fantatrao tsara, ny adihevitra tadiaviko aminao, fa tsy mitondra vahaolona eto ny fanoratan-tena otran’ny voatango ry « GASIKELY » ô!

  29. Efa ampy angamba izay ny hafatrafatra fa dia milaza fotsiny hoe : misy hafatra ho an’Ato Ravelojaona Fidy manokana vao napetrako teo, ary hafatra ho an’y rehetra ihany koa, izay liana fahfahana. .
    M

  30. Rabe>>> Vizana be ianao raha ny fahitako azy ka mitsoatsoaka ahy rehefa tena tomoriko akaiky. Tsapanao sahady fa lany bala ianao raha vao mamosaka raisonnement aho. Tsy mbola taolana akory anefa fa vao hozany kely fotsiny.
    Manomboka takatrao amin’izay ny mety ho niveau des discussions raha ho-pousser-ko ka poritra ianao raha vao acculer-ko kely.
    Aiza re izany Rabe-fatahorana e!

    Efa nomeko anao ny antony tsy hanaovako debat politique loatra aminao satria tsy te-ho déçus aminao aho ho aho. Mbola mila fanazavana hafa indray koa ve ankoatr’izany?

    Ho tohizana?

  31. hoy solo Razafy :

     » Eto Madagasikara dia ny bandy kely « DJ tsy ampy fianarana » no mibaiko ny manampahaizana ambony sy be traikefa, lalaovin’ny mpanongampanjakana hatrany ny « baolina »ary izy ihany no mahazo mandaka sy milalao fa ny hafa dia saribakoly fotsiny ihany, raha misy té hampiseho lalao tsara dia salovaniny hatrany. »
    Tena marina mihitsy ny teninao Solo Razafy !

  32. Articles 20 et 45 de la Feuille de route

    Pour couper court aux diverses supputations et autres interprétations fantaisistes des dispositions de la Feuille de route, qui risquent d’induire l’opinion publique en erreur et de perturber l’ordre public, il convient de rappeler que les termes de l’Article 20 de la Feuille de route sont clairs : « la Haute Autorité de la Transition (HAT) devra permettre à tous les Citoyens Malgaches en exil pour des raisons politiques de rentrer à Madagascar sans conditions, y compris Monsieur Marc Ravalomanana (… ) ». De même, ceux de l’Article 45 reste sans équivoque : « l’Article 20 de la présente Feuille de route sera lue avec la Note explicative, en annexe, qui constituera une partie intégrante de cette même Feuille de route ».

    Et la Note explicative dont il s’agit ne peut souffrir de la moindre discussion : « (…) la Troïka souhaite apporter l’interprétation suivante du terme « sans conditions » énoncé dans les décisions de la SADC.

    1. Les principes et les valeurs de la SADC n’acceptent pas l’impunité. Le terme « sans conditions » s’applique à la notion de liberté de rentrer à Madagascar pour tous les citoyens malgaches en exil pour des raisons politiques. Cela implique qu’aucune mesure administrative et politique ne devrait être appliquée pour restreindre ou empêcher leur liberté de rentrer au pays.

    2. Ainsi, « sans conditions » ne suggère et n’implique pas aux citoyens malgaches rapatriés une exonération de poursuites judiciaires ou pour des crimes allégués.

    3. Les principes et les valeurs de la SADC reposent sur le respect de l’intégrité territoriale et la souveraineté des Etats membres. La SADC reconnaît et respecte la compétence, la légitimité et l’indépendance des systèmes judiciaires de ses Etats membres. La SADC n’a pas le pouvoir de s’ingérer ou d’annuler quelque condamnation judiciaire par le tribunal national de tout Etat membre.

    4. La SADC ne définit pas et ne détermine pas l’étendue et le contenu des lois d’amnistie des Etats membres. Il est du ressort des autorités compétentes de ses Etats membres de débattre et de s’accorder sur leurs lois d’amnistie en prenant compte des normes internationales applicables qui excluent de l’amnistie les crimes contre l’humanité, les crimes de guerre et les violations graves des droits de l’Homme et des libertés fondamentales ».

    Par trois fois, Monsieur Marc Ravalomanana a fait l’objet de condamnations judiciaires :

    1- à 4 ans d’emprisonnement fermes, avec mandat d’arrêt à l’audience, et au paiement de 70 millions de Dollars de dommages et intérêts à l’Etat pour abus de confiance et prise d’avantages injustifiée (Dossier n°4900-RP/09-56/CO/09/J3)

    2- à 5 ans de travaux forcés, avec mandat d’arrêt à l’audience, et au paiement de 1 million Ariary d’amende, pour détournements de deniers publics, abus de fonction, favoritisme, conflits d’intérêts et complicité (Dossier n°6992-RP/09/16/CR/09/J3)

    3- aux travaux forcés à perpétuité, avec mandat d’arrêt à l’audience, sur le dossier criminel « tuerie du 7 Février 2009 ».

    De tout ce qui précède, au cas où Monsieur Marc Ravalomanana foulera le sol national, il devra absolument et indiscutablement faire face à la Justice, consécutivement à tous ces dossiers judiciaires qui l’incriminent, avec les conséquences qui pourront en découler.

    Ainsi, toute autre interprétation des dispositions de la Feuille de route, se rapportant au cas de Monsieur Marc Ravalomanana, n’est que fallacieuse.

  33. vahoaka!il faudrait déja que l’autorité judiciaire qui lance les mandats d’arrêts et qui a pris ces décisions soit reconnue et compétente.Quand il y a un coup d’état dans le cas d’un régime présidentiel, il n’y a plus de gouvernement et ce n’est pas une simple ordonnance qui substituera la constitution.Donc, le verdict est nul et non avenu.

  34. ha!ha!ha! nul et non avenue???? Tongava ary kouh!!!!
    Ny feuille de route ange nametraka an-dRajoelina ho Filoha e!!!! ary mazava be io ao anaty feuille de route io!!! Tsy misy effets rétroactif zany ny didim-pitsarana e!!!!!
    TANTERAHANA NY DIDY KA NY MIARAMILA NO MANATANTERAKA ARY NY VAHOAKA NO MANOSIKA MAFY HANAPOTEHANA IREO VITSY AN’ISA TSY METY HANARA-DALANA!!!!

  35. Miovitrovitra ny sezan’ialahy !!sady efa tsy dia tsara orona koa moa ilay izy.
    TAHOTRA no betsaka ka mba mamono lolo ,dia itony vendrana itony indray
    hono no mba mampianatra lalana olona ray lanitra o!!fa iza izao no tokony ho henjehan’ny lalana ry doma ????
    iza no nanongam-panjakana ???iza no nanao sorona ? iza no nangalatra sy nandroba ary nanao varoboba ny
    harempirenena??sns tsy voatanisa dia aiza izao i GASIKARA??INONA NO MBA NITSANGANA ary???ankoatra
    ny TAKOLAKA sy ny HATOKA beanareo????mba olombelona ve ianareo ireo sa biby mba misaina aloha?????

  36. ka avohay ranavalona ny didy mampisambotra anay raha misy zany ah???? TSY MISY FITSARANA SY TRIBONALY ROA ETO MADAGASIKARA FA IRAY IHANY!!!! RAHA ALIKA MIVOVO VE DIA AZO RAISINA HO DIDIM-PITSARANA? ha!ha!ha!ha!

  37. Gasikely:Tsy de hitako hoe hatraiza oa ty niveau-nao tiana arangaranga eto ity, tsy de misy mahasamy hafa anao amin’ny hafa mihitsy eto, ary ianao no tena complexé be! hitanao tsara fa na de Njara aza efa nanao arbitre antsika, fantany tsara fa lany rora ianao raha Rabe no hiadianao hevitra. Mitsingologoloka sy manao devitte an-dRabe no balanao eto, lazaianao Rabe fa manao double vies. De mba omeo oa zany santionany izany, sa politologue henjana be enao ka raha vao mitondra language politique eto ianao de hiampanampana Rabe, ary mety tsy Rabe ihany, fa ny rehetra eto. Tonga eto ny élément tsara ry zalahy a! mba asaivo miteny zay fizotran’ny raharaham-pirenena izy, na manao commentaire zay la une androany mba ho jerena, na hanome cours na politique.
    Ny tsikerako anle ianao avocat n’ireto namanao eto lazainao bado sy mora ambakaina eto aza tsy hitanao ny havaly azy.
    Hatramin’izao oa ianao de mbola tsy mamaly ny zavatra tadiaviko aminao, fa te hanaporofo fotsiny hoe za favy noho ianao Rabe. Za manokana tsy miasa loha @ favy tsy favy izany, fa ianao no te hanenjika an-dRabe gauche droite eo! de mody miteny hoe, zao sy zao aza tsy voavalinao Rabe, maika aho fa hiresaka politika, complexe sy hakanosana ny anao no betsaka, ary tsy Rabe irery no maha complexe anao eto fa ny rehetra, sa mahita ianao oa fa maivana @-dRabe ny ekipanao eto, de mila anao manao renfort alors que le renfort, mitovy tsy misy valaka @ Rainivo sy ny taranany eto ihany! tsy misy spécificité-ny oe manao ahoana, fa manora-tena otran’ny voatango,ary ny hanomezako pseudo anao eto hoe « GASIAMBONY », tsy hitanao ve fa somary maneso kely io, de iny tokoa ianao mibontsina hoe: « hitanao Rabe, fa ianao ihany eto no manambony ny tenanay, miaky zany ianao fa… ». Mamely mafy ve ny IZAHO. Tsy azo atao namana ny manana caractère toa anareo itony. Nolovaina io e! Tarana-VOanjo, foto-boanemba.

  38. vahoaka/denise/rabe/sandra etc…..la denise de toujours : écervelée qui n’a même pas le courage d’utiliser un seul pseudo.

  39. Merci Rabe-forongo, Manomboka tsapanao amin’izay fa tena tsy zakan’ny tsenanao ny gidrak’i Gasikely an!
    Na dia ny filalaovako ny pseudo-nao fotsiny amin’izay tiako hanaovana azy fotsiny aza dia efa mahafanina tanteraka anao satria Rabetsiandraofana ianao.
    Tena izay tiako ilalaovaako anao dia mitsingevangevana eny fotsiny ianao.
    Tsapanao fa ny lecture politique-ko mifanalavitra amin’ny izay mba mety ho anao.
    Ny ahy anefa ity araka ny nolazaiko taminao hoe murement reflechi io dia tsisy azonao atao hafatsy ny miaiky eto anatrehan’ny rehetra sisa fa AMBONY toetra sy fahalalana i Gasikely.
    Merci lesy a!
    2 jours Rabevinany vao nahita havaly ahy an!

  40. Gasikely;
    Ka tsy nanaporofo mihitsy ny mahagasikely anao mitsy anie le fandren-dahatra ny tenanay eto e! Nareo no tia gidragidra fa Rabe tsy migidra aminareo zany! hevitr no hifamaliana eto!
    Na Rabeforongo na Rabevinany, tsy mampiova n’inon’inona @ BE mitsy zany. Hatramin’izao aho tsy mbola nahita soritra mihitsy zao ny lecture politique anao! Zavatra iray fotsiny ny sujet ni-traté-nao teto, de oe asehoko anao Rabe fa za manam-pahaizana be noho ianao, ka arovako reto gasy bado sy mora ambakainao ireto, ka mody misalotra pseudo Gasikely aho, hampijabahako anao fa tsy tena izany aho fa Gasy favy sy intello be, satria maharary ahy loatra ny hanaovanao an’ireto, ary raha mbola henjaniko, de fantatro ny mampaharary anao, fa ny filazako ny hadalan-dRainivoanjo.
    Misy zavatra roa ny maha kanosa anao eto:
    1/ Tsy sahinao ny miseho fa pro Ra8 ianao
    2/ Tsy sahinao ny milaza ny tena votoatin-dresaka, politika eto no tiako lazaina satria tsy manan-kambara ianao.
    Pseudo iray « Gasiambony » ao @le itiavanao azy io no omeko anao, ary hainao tsara ny dikany raha ataoko ao anaty farangososona io pseudo io, satria tena mivandravandra, fa tratran’ny complexe de supériorité ianao vis à vis ny namanao aloha(bado sy mora ambakaina hoy ianao) ary ny je suis be de be nao eto izay tsy ho tanisaina intsony. Mahita ary aho fa otran’ny miresaka amin-jaza, miala tsiny.
    Farany, azonao ampiana @izay tiana hanovanana azy ny anaran-dRabe fa tsy mampiova n’inon’inona aminy izany.
    Izay oa le hoe miresaka @n-jaza! im-piry aho moa no hanazava aminao, sa ianao marina no à côté de la plaque araka ny fiteninao, fa tsy sarotra amiko zany ny mamaly anao, ary ty hanadaniako 10mn akory par texte, fa tsy hisaintsaina roa andro, na 2 ora vao mahavaly anao, fa miankina @ fananako fotoana, de io no tsy haharesy lahatra ahy na oviana na oviana, fa mitovy @ireto lazainao bado sy mora ambakaina reto ihany ianao. Satria, mihevitra ianao, fa ny zavatra soratanao, de tsy haiko e! filozôfika angaha, na pôlitika be…sns; kanefa COMPLEXE be no betsaka ao anatiny. Zavatra hafa r’ise resahana de ireny mbola tadiaviko aminao ireny, fa hatramin’izao de mbola tsy mamaly ahy foana ianao, raha tsy zay de tsy hamaly anao aho fa otran’ny miresaka @n-jazakely!

  41. Tena kentrina sy domelina tahak’ilay bitro-voalavo mihintsy ilay rabe !
    matoa izy naka an’io pseudo Gasikely io dia izao : Tiany, ny manambara anao r’ingahy mera, fa na zanak’iza na zanak’iza taloha, rehefa hendry sy mianatra tsara, dia TAFITA, ary TONGA ANY AMIN’IZAY TANJONA HIRIANY !
    manaraka ho azy avy eo ny vola sy ny voninahitra ! Tsy toa anareo FOZA, manendaka, mangalatra ary mamono olona mba azahoana an’izay tsy mendrik’azy akory !
    Nisy niteny teto vao tsy ela ny hoe : MIHAINGO EO AMBON’NY TSOKOKO ! Vao miala ilay karapasy (tsy manendrika akory ), dia tonga dia miseho daholo ny KIRASY REHETRA !
    Misasa aloha vao manao akanjo ! Ny smoking à 3000 euro, tsy hanala ny loto sy fofona !!
    LA « CLASSE » SE MERITE, ET N’EST PAS A LA PORTEE DE N’IMPORTE QUI !!!

  42. Misaotra Vahoaka fa ianao ihany no namaly anao io,tsy izay mpiandry kisoa mivovo ery
    tsy azo raisina ho didi-pitsarana ,mazava be! hay ianao mahay azy tsara kah!!
    Izay olona niditra ho minisitra tery an-dalambe,ilay lalana aza efa notapenan’i domelina noho ny tahotra ilay tena
    ONJAn’ny VAHOAKA MALAGASY VOAN’nY TSINDRIAZOLENANAREO.Sady fitsara-poza efa vita dia ny mialohan’ny
    fitsarana daholo ny DIDI-PITSARANA,io ilay izay tiako e!!izay tian’i domelina fa mba nianarany taiza koa moa ity
    hatao hoe : lalàna???
    Aza maika @’ ilay didi-pitsarana fa mbola ho avy e! ny anay miadam-pandeha fa mandaitra tsara daholo ny tetika,
    tsy azo teriterena izy ity sao manao ohatra ny foza, tondraka anio mananjara fotsiny dia rahampitso misarona.

  43. Rabe>>> Tena tsapako fa misy écart be loatra ny niveau n-tsika roalahy Rabemangovitra a!
    Vao mahita ilay sary miaraka amin’ny pseudo Gasikely ianao dia tora-kovitra sy miakatra tosi-dra ka mampalahelo ahy loatra.
    Ny hany mba mahafaly ahy kely izao dia mba efa ianaranao ilay fomba firesako sy fanehoako hevitra ka mino aho fa mba misy bagage kely hi-gestiavanao any am-pianarana indray.
    Raha vao mba pertuber-kely ny fil d’idee-nao dia miparitaka toy ny sira ka 2 jours maharary an-doha ihany fa déstabilisé tanteraka. Izany ny niveau ka i gasikely no mba tsapatsapaina.
    Isan’ny antony iray lehibe tsy anomezako soupape anao ny analyse politique-ko koa dia fantatro fa hi-gestiavanao any an-kafa nefa hevitry ny hafa ka tsy tiako izay toe-tsainao izay, izay efa tsikaritro aminao(te-hiseho télé e!)
    Dia ho gaga sy zendana eo daholo ny olona hoe fa taiza i Rabevomanga no nanao cours? particulier?.
    Kanefa soupape avy tamin’i Gasikely.
    Omeko cours ianao rehefa tonga aty fa aza adino fotsiny ilay jour sy heure d’arrivée eny ivato e!
    Salut bainina a!
    (Somary nalatsako kely indray aloha ny niveau de discussion mba ho a l’aise ianao)
    A+

  44. gasikelt
    aza reraka , lany anro amin’io rabe io , denise/ sandra/ vahoaka etsetra mpiasa kely i zano ramambazafy izy io…mpiasa teny betongolo…sy ambavamamba.

  45. Tsy maninona koa fa mba ampanaovina exercice mental kely i lery dia mba mitsikaraka arguments eran’ny tanana any aloha pendant plusieurs heures (jours).
    Mba devoir a la maison an’i nedala io e!
    Sady i lery mantsy mba Rabezesta ho manomana mémoire d’ingéniorat sandoka eto.

  46. Gasikely,
    Tsy mitondra exemple na de kely akory eto ianao. Mapme be inona no zavatra nianarako @zay nambaranao rehetra teto, tsisy azo raisina. Zaho, zaho no betsaka. Toa ridicule be ary refa tena atao ny kaonty.
    Tovano @zay tiana hanovananao azy le Pseudo , Rabe fa mi-tendre vers l’infini, de mila raharaha ianao! io fotsiny de ahitako anao fa sain-jaza na de ny raisonnement nao aza. Tena tsoriko, fa tsy manana envie hihaona aminao any Mada akory, fa tena ridicule be nareo! de inona ary zany lesona omenao an-dRabe eto zany, mandridra fehezan-teny ve sa…? tsisy raisina e!
    Raha fintiniko de zavatra roa: Za mafibe noho ianao Rabe, fa ny mydago bado sy mora ambakaina eto no azonao tsindriana: misy estime be ny tenanay zany eto ianao.
    Ny faharoa de hoe, za mafibe noho ianao Rabe, satria za be diploma be, mahay politika be izay tsy ho tratry ny niveau nao na oviana na oviana raha asehoko eto. Kanefa tsisy zavatra azo raisina fa VIDE be tanteraka.
    Normal raha homba anao kintana, fa mitovy raisonnement nareo sady compagnon de lutte.
    Tsy hifanao jeux de mots amianao eto, no andaniako ny fotoanako, ary izay no tsy hamaliakao avy hatrany, de mbola m-je suis koa ianao fa mila mandany lera be de be Rabe vao mahavaly ahy! hi!hi!hi! tena ihomehezako oa!
    Bon, averiko farany, fa raha tsy manan-kambara @ situation politika ianao, na ny zava-mitranga isan’andro any Dago any, fa hamerimberina hoe: io Rabe fa fanina, io Rabe tsy mahay raha, io Rabe ambaniko, io Rabe, io rabe tovanana lavabe! de borikeko eto, fa miresaka amin–jaza.
    Firy zao ny efa naneho ny heviny momba ny fahitany ny raharaham-pirenena ireo olona lazainao fa arovanao, fa tsy nisalovana ianao na de iray aza, fa ny mitady hoe aiza ianao Rabe, aiza ianao Rabe? de avocat fopla zany enao eto, fa rabe mihitsy no tsy zakan’ny tsenanao. Ny hafatro aminao hoy Njakatiana de aza complexé e!
    Hitanao ve za fa manambany tena eto par rapport anao, aleo ny olona no hanambony vao midehaka, fa voa foana ny olona raha vao complexé oa!
    Borkeko eto tanteraka ny fifandraisana aminao sur tous les plans, fa mankaleo be!fa raha resaka raharaham-pirenena no arosonao, de miditra aho! ankoatr’izay resaka mandany jiro sy fidehadehafana nenao no betsaka. Tel dada oa tel fils foana!

  47. Vao nahita ahy nanao bye i Rabevonovorona dia nanararaotra toy ny bandit mihomehy alina?
    Efa fantatro hatry ny voalohany fa tsy ho sahy hifanatrika amiko i Rabemangovitra e!
    Inutile d’insister e!
    Ianao izay mbola zazabodo mpianatra kely indray no mba milaza hoe resa-jaza.
    Dia marina ny anao fa ny resa-jaza no sahaza anao ka rariny tokoa oa raha ahidiko be mihitsy ny niveau de discussion.

  48. Rabe>>>Tena tsy ampy solaitra mihitsy oa i Rabevomanga fa na ny mi-tendre vers l’infini aza tsy fantany akory hoe efa tsisy lohany sy vodiny intsony izy izany ka mankany amin’ny varo-tsy mifody.
    Tsisy azoko lazaina afa-tsy hoe « soava-dia » any ary e!

    Bye

  49. Tratra ialahy rabe hi!hi!hi!!!!tsara rehefa mahalala onona fa tsy mizizo lava eo
    na dia efa tsy ao aza ilay resakao indraindray Rabe.
    Ary ndana @’ izay mivavaka dia matory!!

  50. Dia samy ho tahian’A-tra daholo dia manaova fety sambatra e!
    Dia ny hirariana @ 2012 izany any ahy dia:Mada LIBRE,Mada FREE
    Mada FREI, Madagasikara AFAKA!!!!!BASTA!!!!!

  51. Dia mirary Krisimasy sambatra sy Taom-baovao feno fahasoavana ombam-pahobiazana tanteraka daholo e!
    Samy hotahian’Andriamanitra sy harovany amin’zay atao anie isika tsirairay avy tsy ankanavaka.
    Ary ny fiadanan’ny Tompo anie hitoetra ao an-tokatranon-tsika mianakavy.

  52. Gasikely;
    Rabe ve no tianao ho lazaina fa nahavita mission ianao. Hi!hi! hi!
    Gasikely disait: » Raha vao mahita le sariko sy pseudo de mila ho tapaka lalan-drà= tena fi-raisonevana bandy kely= Hevi-jaza.
    RabeFORONGO,RabeMANGOVITRA, RabeZISTOIRA, RabeVINANY…. jusqu’à l’infini= RESA-JAZA. Tsy hahalany pejy ianao na de @naliny aza, fa mitadiva mots iray fotsiny ianao de azonao tohizana hatrany an-danitra, fa tsy laninao zay tianao hanovanana an-dRabe, de izao ve ny LESONA ho raisiko @nao? de mba asehoy toy ireo teninao noraisiko tsirairay reo zany hoe, ity no tena favy be sy tsy takatrao Rabe.
    Ny teny hitako averimberinao eto de NIVEAU, NIVEAU. Voalohany aloha de manora-tena be ianao fa ambony niveau, za koa tsy de miasa loha na amboniko ianao na ambaniko, na intello be ianao na tsia fa ianao no milaza tena, de complexes no be de be, supériorité eto mivandravandra tsara.
    Mandray tenin’olona iray etsy ambony izay mitovy tsy misy valaka @fi raizonevanao,GBD manao hoe: Rabe mpiasakelin’i Jeannot Ramambazafy, de hoy ianao hoe Rabe manao double vies= DEVINETTE,DEVINETTE fanaon’ny zanak’i Rainivoanjo= ZAZA FITENY.
    Sa ianao mahasahy milaza eto fa ambony niveau be raha izao firesakao izao mihoatra @ namanao? Eto lazaiko anao, na de tsy mitovy fijery politika amiko aza, ka mitombina tsara ny raisonnement ny de omenay bravo ary mbola manohana ara-kevitra amin’izay tokony hatao eto aza ny tenanay.
    Kay enao ihany eto no milaza tsy hanontanina, fa ampidiniko otran’ny fisainan-jaza ny firesahako @dRabe, fa zay ny niveau-ny, fa ny tena sur, de zavatra nosaintsaininao tsara zay nosoratanao eto= SAIN-JAZA FOANA.
    De tsy hitako taratra mihitsy eto ny maha avocat n’ny gasikely kely bado sy mora ambakaina anao ny mydago, fa na de Ranavalona aza io eo ambony mitaraina fa tsy azony zay tiako lazaina, tsy hazavainao.
    Tsotra ny resaka r’Ingahy,tsy izaho aloha no nitady anao, fa ianao no manenjika eto, de any @ ramboko any ianao izany,afara foana.
    Matoa ianao,nitady an-dRabe foana, de misy estimes betsaka aminy ianao, ary mahita ianao fa be ny victimes-ny eto, de mandroatra ianao.
    Rabe ambany na ambony, enao mahay na tsy mahay, tsy problemako izany fa problemanao, complexé be nareo rangahy a!zay no tena marina, ary tsy izaho irery no ambanimbanianao eto fa reo namanao aza »bado sy mora ambakaina ». Kanefa za mahita raha olona hiaro ny heviny eto, ilaozan’i Mamy lavitra ianao, ry Njara sy ry KM ireny, fa refa miakatr’afo moa ry zalahy de mandeha any @tsy tokony ho izy ny resaka, otranao mi- s’en prendre an-dRabe be de be eto kanefa Rabe tsy naninona anao. Constat io fa tsy tezitra velively @nareo zahay. Ny ahy fotsiny raha vao olona mi-je suis de ialako alavitra be fa madreraka ny mihaino azy tsy milaza afa-tsy ny tenany.
    Farany, inona moa ny lesona horaisiko sy hianarako aminao @ty IZAHO-NAO be de be io, fa ny olona toa anao, tsy olon-kafa no ADVE fa ny TENANY IHANY. De misaiana ve ianao,olona tsy mitovy fomba fijery isika zany hoe tsy misy ilavako zay soit disant, cours nao ho entiko any am-pianarana de RESA-JAZA ihany koa!
    De inona ary no ho raisiko eto, reo teninaoa naveriko rehetra ireo ve? tsisy dikany ireo, fa filazana te hilaza fotsiny fa za favy no ianao Rabe, de inona ty mission accomplie ty, tsy namaly intsony ve Rabe, kanefa efa be ny zavatra nosoratako any tsy hita zay mba hevitrao, fa raha aravona de JE SUIS mahay be, ambony niveau be noho Rabe. De olona roa zay no nitsara anao teto, Njara sy GBD, na de tsy mivantana aza, fa ny olona complexé zany tsy hiaiky na oviana na oviana !
    Mbola averiko farany, fa valiako ianao raha raha raharaham-pirenena no hiadiantsika hevitra eto, fa raha je suis je suis , sy ny complexe be nao eto, de aleoko manaraka ny torohevitry Njara sy GBD. Satria tsy manan-kambara ianao raha io lafiny io, fa miepoka foana. Tena RIDICULE be oa nareo fa mihevera tena, sa ahoana « ry bado sy mora ambakaina isany, araka ny tenin’ity intello be nareo eto ity ». Efa nataoko ao anaty farangososona io sao mibontsina be eo ndray kanefa tsisy apoaka a! De ny Rainy ihany no Voanjo e! Mba mieritreritra ny sasany fa ambanian’ny namany ihany e!

  53. Hita tasra amin’izay izao Rabemangovitra fa tora-kovitra sy miaka-pofona ianao raha vao mahita ny pseudo-n’i Gasikely.
    I Gasikely no laizainao hoe be je suis eto nefa ianao no tena Rabe-JE SUIS mahamenatra eto.
    Iza teto izao no mbola te -hifampidera diplaoma eny amin’ny télé raha-tsy i Rabezesta irery? Tena menatra mafy aho tamin’iny an! Zaza saina be ity ho’aho anakam-po.
    Tena tsy mbola nisy hafa-tsy i lery no nanao adalana toy io.
    Na ny zazabodo aza tsy hanana raisonnement toy io hadalana be manaranaka ny aRABE io. Dia mampanongo tena mihitsy e!
    Rehefa mba nahazo lesona be dia be tamin’i Gasikely teto i Rabedehaka dia io no mba entiny mi-style any ho any ka tsy manana fotoana firy eto intsony hono izy.
    Style Rabedort(mampiesona) indray io.
    Efa mba ampiasainy daholo izao izay fiteny fampiasan’i Gasikely marobe sy nandresy lahatra azy teto. Tsara fa tohizo ilainao any am-pianarana ireny fa aza mampiasa termes fahatany na vocabulaires tsy adéquats loatra fa ihomehazan’ny olona.
    misy vocabulaires maromaro azonao atao anaty carnet indray ireo dia raiso daholo tsy ho adino.
    A+ anaka.

  54. Ny namanao eto no nitady ny diplômes -ko, de zay no nahatonga an’iny, ary za tsy te hiresaka fahaizana, fahaizana izany, fa valiako amin-kitsi-po. Io koa r’ise olona nianatra izany hita @fomba firesany eny foana ah! ary tsy te hiresaka an’izany aho fa ianareo no misikotra sy mitady de tsorina ny resaka!
    De inona no vocabulaires mba raisiko amin’io! tena nareo nama no tsy ampy solaitra refa dinihana a! hitanao fa ni décortiqué-ko, une par une ireo phrase-nao, tsy misy taratr’olo-nianatra mihitsy! otran’ny gamin miresaka, de mianatra ny style sy analyse-nao! Mais quel style, Rabe+++++, ve? io ve no ataoko anaty carnet! ny an’ise aza eto efa hameno pejy iray. Tena ridicule be ise, SAGNAGNA si on peut le dire! De à demain ndray fa hatory ny tenanay ngahy professeur Rabe++++ ô! jereo fefa misy condition napetrako ary vao mitohy ny resaka fa mandany rora be le hevitrareo!

  55. Tratry ny Xmas daholo aloha é!
    Ny ahy alou ny fahitako azy hatreto dia samy miady mafy ny hiverenan’ny Filoha Ra8 daholo fa ny fomba hitondrana ny resaka no samy hafa!!! raha mamaky ny soratra hataon-Drabe za dia vaeriko ihany fa ny fomba filazanao ny hevitrao dia mahatonga ny olona hiaiky fa tsy ahita to

  56. (azafady)
    raha mamaky ny soratra hataon-dRabe za dia averiko ihany fa ny fomba filazanao ny hevitrao dia mahatonga ny olona hiaiky fa tsy ahita ny toa an-dra8 ny Malagasy faly mintsy aho raha manam-pahaizana enao fa io hataonao io dia ilay antsoina oe raisonnement par l’absurde… dia tohizo fa mampety antsika io r »sé à! misaotra é!

  57. Salut RAlavaramboBE,
    Dia tena mahamenatra mihitsy ity fahadondrenan’iRabedonto ity.
    Taiza teto ambonin’ity tany ity indray no mbola nisy mpianatra mametraka ny condition amin’ny mpampiamatra azy?
    Tsy anjaran’ise mihitsy anaka no mandidy eto fa i Gasikely prof-n’ise ihany no mametraka ny fitsipi-dalao aminao amin’ise a!
    Ny fanoratrao aza mahamenatra fa ahitsiko eto indray : »ni décortiqué-ko » à l’infinitif io ry nandra a « ni-décortiquer-ko » no fanoratra azy.
    Tsy maintsy tsarain’ny prof ny mpianatra donto.

    Dia ny tena hoa no menatra. Dia hilaza eto indray izao i Rabevaka hoe diso tsipelina io nefa tena tsy fahaizana mazava be izao.

    Mila miverina mianatra any amin’ny secondaire ianao anaka.

    A+

  58. AVERIKO TSARA :
    RAlavaramboBE = Mpilaza loza no dikany
    KintanaMananDrambo = Mpilaza Vaovao Mahafaly no dikany

    Mino aho mantsy fa tsy takatr’i DontoBE akory ny maha-samy hafa an’ireo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *