Nikorapaka ny mpitondra fa nahita Avion avy atsy Afrika Atsimo

un-avion-de-la-compagnie-sud-africaine-

Nanaitra ny maro ny naheno fa misy fiaramanidina kely manokana tsy nahazo alalàna, tonga tetsy amin’ny seranam-piaramanidina Ivato  io maraina io. Teratany Afikana Tatsimo roalahy mpandraharaha no tao anatiny. Nikorapaka ny mpitondra Fat, ka nandefa ny Emmoreg; miaraka amin’ny fiara tsy matahon-dalana feno miaramila mirongo fiadiana. Voalaza fa tsy nety nilaza ny mombamomba azy ireo mpandeha ireto, ka voatery notazonina tao amin’ny seranam-piaramanidina. Rehefa natao anefa ny fanadihadiana dia nefa nisy ny fifadisoana teo amin’ireo tomponandraikitra, satria efa nanao izay filazana ny mombamba azy ireto teratany Afrikana Tatsimo ireto. Araka ny fantatra dia Andriamatoa Jacob Zuma no tompon’ity fiaramanidina kely ity . Avy hatrany dia nilaza ny jeneraly Richard tao amin’ny radio tsy miankina eto an-dRenivohitra fa tokony hanaja ny manampahefana eto amintsika ny vahiny. Nalefa nandeha nihazo an’i Toamasina izay toerana hipetrahany ireto vahiny ireto.

Ho fehiny matahotra ny fahatongavan’i Dada ry FAT dia tsy mahita izay tokony hataony, izany ve no atao hoe mpitondra?

 

28 pensées sur “Nikorapaka ny mpitondra fa nahita Avion avy atsy Afrika Atsimo”

  1. TSY NAHAZO ALALANA AVY AIZA MOA izy ty é????? F’anGAHA ETO tany misy FANJAKAna ?MALAZA LASA any @ reny malala mpanadevo ny MALAGASY SY AFRIKANA ,NIVAROTRA an’i MADAGASIKARA nanao sonia any i Radomelina anio ,izaho aloa tsy matahotra satria pays tsisy reconnaissance MADAGASCAR any ka izay sonia any mirava ho azy refa tonga ny ARADALANA !Aza mba dondriana ihany fa hapanaovin’olona an’izao dia manao ,mba alefaso mianatra ny ankizy re olona é! fa miverina ny mpanjanatany !!!

  2. Ary i DADA koa REFA MIVERINA TSY MILA MAmPILAZA FA AVY DIA TONGA Amin’ny fiaramanidina NGEZABE MIARAKA amina miaramila VAHINY mitambasy raha hilaina sy vahiny bedia be toy ny solotenan’ny UE ,NY Amerikana ,ny UA, CI ,hasaivo haterin’i angela MERKEL ETO IZY DIA TSY SAHY Hanao N’INONA 2 ny Fat satria ny reny malalany zao misolelaka amin’io Rtoa io !

  3. Tena azo lazaina fa fat-n’alika mihintsy ireto mpanongam-panjakana ireto KA!!!
    Mahery amin’ny fitaovam-piadina eo am-pelatànany fotsiny, dia manao ramatahora, nefa izy ireo no tena matahotra!!

    Aza adinonareo ry tsivalahara isany fa tsy maintsy ho lefy ny herinareo, hiala eo am-pelatànanareo ireo fitaova ampihorohoronareo ireo!!! Aza variana manao ny lohasaha ho mangina…!!??

    Mandalo ny zavatra rehetra! Eny fa na dia ny aina aza.
    Tsy misy tompony fa mpihindrana daholo!!
    Ary hoavy ny andro, ny fotoana, hanadinana izay rehetra nataonareo!! Dieny eto an-tany!!
    Mety tsy ho ela akory! Lakalaka anie ny fiainana eee!!!

  4. Saiky latsaka aho ry zareo fa olona 2 no nahatongavana rezimantam-poza iray manontolo hi!hi!hi!!
    Mafy rehefa manao ratsy e!!!izany no alehany daholo!!vao maika io JONO ry zareo a!!miariary
    tsara izao ny HAGEGENA ka tsy maintsy manamafy ny FIAROVANA an’i dada @ izao ny SADC, fa efa hita-poko hita-pirenena
    fa JIOLAHY VOADOROKA ZAVAMAHADOMELINA no HIRAHANA sy KARAMAINA fa raha Gasy tsy hanao toetsaina toy izany
    mihintsy satria ny Gasy dia manaja vahiny.
    Fa inona marina hono no tena hanton-dian’ireo olona ireo???sao mba mpitsikilo??raha izao no mbola tsy ho avy ny Miaramila
    SADEC dia tsy fantatro intsony???

  5. Vao mahita vaza anakiray niaraka t@ Tojo Ravalomanana dia zao ndray vao avion kely anakiray dia mikorontana ho entina daholo zao zavatra tsy misy hilaivana azy zao, tena olona saro tahotra be kay le général ny Fat ty!!

  6. De mba mailo zany Rainivoanjo ô! message fort mankany Atsimo any iny, sady iny avion iny koa zao hitondra hafatra any aminy any! aza mba kakaizin’ny henjana ihany oa! Midira Rainivoanjo faza manao tsobo-dranon-dRamiangaly, ka rehefa lalina de tsy hirobohana a!

  7. rabe!amin’ny manaraka anie mety misy midita miaraka ao Ivato sy Maintirano ohatra e!dia i Dada ao anatin’ilay tonga ao maintirano.Sa ho alefa any daholo koa ny rezimanta rehetra.Mandra-pahatonga any tsy efa mi-siroter jus de papaye i Dada.

  8. Mba ry Bemafohy misaina vao miteny a! tsy nametapetaka foana anarana an-dRa8 fahatany izay nanao azy hoe Rainivoanjo. Hainao tsara fa tantara tena nisy io, fa filazana habobo fotsiny le oe, miova lalimanga, fa olona mpangalabotry io rangahy io, de mitsoaka mahay miafina sy mandositra refa avy nandroba! farany de tratry ny polisy tery ankodimirana, de voatifitra de vita teo Rainivoanjo! Na hiriharia sy hiditra ao Dago ao Rainivoanjobe, de tsy maintsy hisy hahita foana, fa na de ny brigade gendarmerie faran’ny kely any Ambanivolo any aza, de ampy hisambotra azy, maika moa hitetateta any Maintirano any an-tanin’ny VONINAHITSY izay nampinanin-dRainivoanjo, de ataony mahamay raha hitonantonana otran-Rainizafilemena any! midira ary oa ho tazanina e!

  9. rabe!voninahitsy ange zao ao Tana e!ary izay zandary any ambanivolo tsy mahazo na vary iray venty ery ve handeha hamaky loha hisambotra azy indrindra moa fa raha miaraka amin’ny mpiambina azy izy.Ireo zandary ireo tsy voky satria ny hanina omaly tadiavina anio, tsy mahazo sôsy dia hiraharaha an’i Dada.Manofy ianao.

  10. Tena loza ny fahatahoran’ireto foza reto an! refa tena tonga tokoa ny tena tokoa mba hanao ahoana ny herin’ireto miaramilam-poza ireto… olona tsy manam-piadiana foana mantsy no darodarofany hatreto dia tena mirehareha ry zareo eran’ny Arabe ???!!!

  11. Ireny niatrehany ny delegasiona mafonjan’ny miaramila begaloana SADEC, niady hevitra nandritra ny ora 9 ireny ry Verbeeck ny fiatrehan’ny tafika azy a! mahavita azy ny anay reo oa! tsy mila miaramila Sud Af hanao renfort na ramatahora azy otran’ny nataon-dRINIVOANJO! de iza ary no matohatra, ny olona miandry sa ianao tsy sahy miditra? reny nataon’ny be galona SADEC ireny r’ise no atao hoe tentative d’intimidation raha tsy hainareo a! nanao financement be tamin’iny hono le Deba be koa! en vain???
    Aza mandrevy re ry Bemafohy ka raisonnement n-jaza toy io sisa no azo hambara a! aleo ihany ary miditra @ lalana mazava be toa an’IVATO ireny, toy izay hiditra antsokosoko any, sao very faty any ka lasa honohono sisa, mba ho lava-velona anie izy, fa ny hifosafosana ny ratsy hono iavian’ny soa. Sa hanangana milisy angamba fa be vola, de tsara koa misy izany, hisedrana tsara ny miaramila ara-dalana! mba misaina oa vao miteny!

  12. rabe!Betsaka ny aéroport ao Dago ka azo idirana.Ny mahagaga dia efa eo Ivato ry zareo vao mba tonga ny tafika malagasy.Raha zohina dia efa niditry ny habakab’i Mada efa ela ilay roaplanina mbola tsy nisy sahy nitifitra ihany ka aiza ny fiarovana ny habakabaky ny gasy avy amin’ny miaramila e!tsy misy ka noho izany dia afaka mipetraka ao maintirano na any Diego aza tsy misy olana.Habakabaka tsy voaro io na ny avy ao Comores aza tafiditra fotsiny eto.

  13. Mba dedaka koa e! te haka 19 @ chatai fa hoe mandray andraikitra, indrindra ny @
    FANOANANA ny fahatongavan’i dada.Bizzina daholo ireny e! vola miditra ho azy
    daholo ireny, zara aza misy an’izay mba HAHAZO VOLA indray fa toa nilamindamina tato ho ato.Eo Ivato ihany
    dada no mitontona fa tsy misy mandeha any ambadika any izany ry Bemafohy a!!!izaho efa te hijery ny foza sy
    ny forongony , lanin’i Rabe irery angaha ianao izany??mba faly ery Rabe rehefa misy mamaky ny sorany.

  14. ranavalona!raha misy sy mati-paika ny »comité de soutien » dia tsy misy olana fa raha tsy hanao isika dia aleo ataon’ny vahiny izay mahamety azy.Mba hevitra atsipy ny ahy ary tsy namaly intsony anie rabe satria fantany tsy mitombona ny heviny farany teo.

  15. Diso aho fa FANOHERANA no tiako lazaina fa tsy fanoanana sanatria ( i bomba io)
    dedaka @ chatai, mba milay hono izy e! tena mandray andraikitra hono e!hi!hi!hi!!!
    Rabe anie boloky e!! manao jianjery maimbo fotsiny.

  16. O ry Bemafohy a! na aiza na aiza hidiran’ny Dadanareo, tsy mahasakana azy tsy ho voasambotra miatrika fitsarana mamaly ny crimes sy ny détournement de deniers publics nataony. De amporisiho izy hiditra fa nareo mahatoky azy blanc comme nèige, de tsy misy adihevitra ntsony angamba eto le fidirana atsy sy eroa!

  17. rabe!miandry ny porofo siantifika daholo anie izao hoe iza no nitifitra avy ato aoriana e!Ary tsy manan-kery iny didim-pitsarana iny raha ny lalàna no zohina fa efa voavidy vola avy amin’i reny malala ny be galona mba tsy ho tafajanona eo i Dada sao voafidy izy amin’ny fifidianana ka rava ny planina nataon’ny mpanjanaka dia mipitika i TGV.Solintaninao ve dia omenao olona rabe a!ahoana re izany e!

  18. Raha mijery ny vidéo momba iny sary iny ianao, tsy hoe fraction na seconde de nijanona le tifitra, fa hita tsara ny fihavian’iny, ary fandaniana andro izany hoe iza no coupable, fa raha lehilahy Rainivoanjo, ka tsy nanome baiko nitifitra, de tokony ho nanazava, ary nijoro t@ heviny, mbola nisy fatin’olona marobe koa à la veille n’iny 7 Fév iny ho an’ireo vahoaka zay saika hiakatra ministères, fa tsy naharaka ny fiaran’ny fivondronana nadroaka azy, de ny camions TIKO no nanao renfort, de tsy hita faty ireny fa nafangaro fotsiny an’ireo maty 7 Fév iny ny PV. Tsy tonga anie de nandositra Rainivoanjo, fa mbola nandray vahiny be de be saika hanao médiation ary nanana fotoana tsara nifampiresahana @ famille victimes, nanazava fa tsy baiko avy aminy, nampanao enquête…sns. Fa tsy hoe, nampiretin’i col Charles kely very seza ny vanja, zara aza nahita hirika, de wawawa! amiko ny FANDOSIRANA,de misy zavatra suspecte foana ao, ary ny olona kely say, de toy ny ankolahy fataka, mandositra lavitra vao mitabataba!

  19. Ireo nasehon’ny « mpiara-midehaka  » ny chorégraphie -n’ny fampishoana hataon’ny Tafika rehefa misy olona an-tanety na an-abakabaka tonga  » mitsidika  » maka sary ( photos na films)entina hitsapana ny hery sy ny fika ary ny teti-panoherana eo an-tanan’izy ireo.
    Gaha izao ilay  » mpitsika « amin’ny hamaroana ireo tafondro maro vava ( orgues de Staline) izay mitaingina camions daholo ary ny commandes dia électroniques..Misy koa avions kely ,toa ny kilalaon-jaka ,izay miafina ao ambany saretin’omby , ary ireto sarety no miantoka ny fitondrana azy ireo rehefa mifindra toerana..
    Ny vantana « miara-midehaka – dia jefotsy maintso , ary satro-bory maitso koa misy fehy mena manodidina

    Ny kirro dia kapa namboarina aùin’ny pneu mainty.Tsy misy bas..
    Ny basy dia MA 36 sisan’ireo nampiaain’ny frantsay tany Indochine sy Algérie.

    Ny lehiben’ireto « miara-midehaka « atao hoe ngetroka dia manao patalo jefotsy mena
    ary mitafy gony volon-tany toa n palitao.., ary satroka dia kasika plat tsy misy sofiny ary miloko mainty..!
    Izay raha bangoina fohifohy ny momba ireo  » ùiara-midehaka Malagasy « !
    IZY IREO ANDRIN6DRAJOELINA ?IZAY ADERADRANY REHEFA MISY KORONTANA !

    MORA TOKOA NY MANDRAVA AZY IREO SATIA MORA DORANA : JEFOTSY NY FITAFIANY

  20. Ho mora ny mamaky ny lalana nizoran’ny bala ,manomboka teo am-pialana ka atreo amin’ny « cibles niantefahany » ary koa mamela  » traces amin’ny toerana nolalovany ny bala ( toa ny rindrina , ny vanta-kazo nosafoiny..)
    Io études balistisues io dia miteny raha nisy « relevées des impacts de balles  » nataona médecins légistes tamin’ny vantan ‘ireo maty…Ka norainy tsara an-tsoratra miaùpy croquis ny impact nidiran’ny bala sy ny impact vivoahany , ary koa tsy lazainy na niondika na nadohalika ,na nitsangana na natory nihpaka na nitsilana ilay maty-fony -izy voatifitra !
    Raha vita tsara ny examens nataon’ny médein légistes doa tsy hisy laina na hosoka afenina ka tsy ho hita…

  21. Ho mora ny mamaky ny lalana nizoran’ny bala ,manomboka teo am-pialana ka atreo amin’ny « cibles niantefahany » ary koa mamela  » traces amin’ny toerana nolalovany ny bala ( toa ny rindrina , ny vanta-kazo nosafoiny..)
    Io études balistisues io dia miteny raha nisy « relevés des impacts de balles  » nataona médecins légistes tamin’ny vantan ‘ireo maty…Ka norainy tsara an-tsoratra miaùpy croquis ny impact nidiran’ny bala sy ny impact vivoahany , ary koa tsy lazainy na niondika na nadohalika ,na nitsangana na natory nihpaka na nitsilana ilay maty-fony -izy voatifitra !
    Raha vita tsara ny examens nataon’ny médeins légistes doa tsy hisy laina na hosoka afenina ka tsy ho hita…

  22. TsimilaTGV! Ne t’inqiètes pas pour moi! Je te prie de m’excuser de t’avoir tutoyé car tu fais partie des nôtres depuis un certain temps.Je suis blindé et sûr qu’un jour rabe nous dira ce qu’il a vraiment dans le ventre.C’est lui qui cultive sa haine envers Dada et un jour ça va sortir tout seul.Je ne m’en occupe plus.Je te le laisse si tu veux.Si tu as lu le journal midi d’il y a deux jours, les bakarts et les kung-fu essayent d’unir leurs voix pour contester ce pouvoir. Alors, rabe trouvera toujours TGV beau?? nous verrons bien.Et Merci.

  23. Bemafohy
    Ne t’en fais pas ! Poursuis ta lutte.
    Je m’occupe de RABE et de ses pseudos.
    Il n’a qu’à montrer ce qu’il a dans le ventre !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *