Ny ahiahy tsy ihavanana !

Magro 06 dec 11 (20)

Io ary ilay nahiako !

Tsy nandrenesam-peo intsony ny filoha Ravalomanana, taorian’ny fanendrena ireo mpikambana eo anivon’ny parlemanta roa, ekeny sa tsia ireo lisitra? Manaraka ny baiko izay omeny sa tsia ireo olom-boatendry? Inona ny dikan’ny fahanginany? Inona no tena tanjon’ireo olom-boatendry ireo? sns…Araka ny tsilian-tsofina dia mety hamoaka ny heviny ny filoha Ravalomanana rahampitso koa dia andrasana ny mety ho valin’ny ahiahy.

Dolin sy Mamy ?

Nandeha be ny « resaka » io maraina io fa tamin’ny fivoriana nataon’ireo olom-boatendrin’ny ankolafy Ravalomanana tetsy amin’ny hotely Fanatenana dia nanome baiko ny filoha ny tsy hamonjena ny fivoriana izay hatao tetsy Anosikely.Nisy ireo zanak’i Dada tsy nanaiky izany baiko izany fa tonga dia lasa namonjy ilay fifidianana izay ho filohan’ny CST, hita teny an-toerana tamin’izany ry Manandafy Rakotonirina sy ny namany.Tara kosa( fanahiniana sa tsia?) ireo ambony ka tsy nahatratra ny latsa-bato.Raha ny feo heno aloha dia hoe : hanohana an’i Lahiniriko Jean (UDR-C) ho filohan’ny Filankevitra ambonin’ny Tetezamita ireto Olom-boatendrin’ny ankolafy Ravalomanana ireto.Inona no mety  ho »deal » na fifanarahana miafina nataon’izy ireo tamin’izay? toa misaritsari-na raharaha hafahafa izy ity. Sa  takalon’ny fifidianan’ny TGV sy UDR-C ho filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita an-dRakotoarivelo rahampitso nydikan’izao? Dia raha lany ho filohan’ny CT eo izy dia hivoaka amin’izay ilay fifanarahana miafina? inona marina io? Manahy ny maro sao mba ho fivadiana amin’ny filoha Ravalomanana no hevitr’izao.

Ho hitan’ny havany eo !

Tanjona telo anefa no kinendry nifanarahan’ireto « zanaka an-trano » ireto tamin’ny vahoaka.Ny voalohany dia ny fampiharana ny artikla faha-20 ao amin’ny tondrozotra dia ny fampodiana tsy misy fepetra ny filoha Ravalomanana.Faharoa, ny famoahana ireo gadra politika, sivily na miaramila.Fahatelo dia ny fanokafana ireo haino aman-jery nakaton’ny FAT.Kely sisa ny fotoana nomen’ny vahoaka ireto olom-boatendriny ireto hanatanterahana ireo fitakiana ireo.Ho tsarain’ny karatra eo rehefa tsy nahavita ny nandrasana aminy fa dia ho voasokajy ho mpamadika daholo, ho hitan’ny havany eo  ireo.

Ny tsikaritra aloha tetsy amin’ny kianjan’ny Magro androany dia roa ihany no mba solon-tenan’ny CT  tonga teny an-toerana. « Zazavao » daholo no hita nikabary teny an-kianja, ry « zaza Boto » aza moa toa tsy sahy nanitsaka ity kianja Magro ity akory…sao mba zana-baratra lahy?

19 pensées sur “Ny ahiahy tsy ihavanana !”

  1. Veloma i magro zany kouh!!!! fa tsara fanombohana kosa ny dihan’i Rajoelina tany Paris an!!! jereo kely ange e!!
    Le Président RAJOELINA reçu par le Secrétaire Général de l’OIF

    Le Président de la Haute Autorité de la Transition, SEM Andry Nirina RAJOELINA, a été officiellement reçu en audience, ce Mardi 06 Décembre 2011 à partir de 16h (heure parisienne), par le Secrétaire Général de l’Organisation Internationale de la Francophonie (OIF), SEM Abdou DIOUF, au Siège de ladite Organisation sise à Paris.

    D’emblée, ce dernier a vivement félicité le premier de la patience, du sens du compromis et des sacrifices qu’il a manifestés et concédés dans la mise en œuvre de la Feuille de route pour permettre à la Transition d’avancer. « Vous avez manifesté, aux yeux de tous les Malgaches et du monde entier, votre sens aigu d’homme d’Etat et de leadership », a – t – il continué.

    Par ailleurs, le Secrétaire Général de l’OIF a déclaré qu’ « une mission d’évaluation de l’Organisation sera à Madagascar en fin Février 2012 pour constater de visu l’état réel des préparatifs électoraux menés sur place ». « Et, dès ce mi – Décembre, des experts de l’Organisation seront également à Madagascar pour contribuer au bon fonctionnement desdits préparatifs électoraux », a – t – il continué.

    « Madagascar doit toujours avoir l’assurance du soutien permanent de l’OIF dans ce processus de sortie de crise par la voie des urnes », a indiqué SEM Abdou DIOUF. « Et l’audience officielle, que le Président Nicolas SARKOZY accorde au Président Andry Nirina RAJOELINA, constitue également un témoignage fort du soutien indéfectible de la France à la Transition malgache », a – t – il conclu.

    Pour sa part, le Président RAJOELINA a vivement remercié le Secrétaire Général Abdou DIOUF et l’OIF du soutien indéfectible qu’ils ont apporté aux Malgaches et à Madagascar, depuis 2009, pour aller aux élections dans le but de remettre le pays sur les rails de la normalité constitutionnelle.

    Ce qui l’a amené, d’emblée, à solliciter son interlocuteur et l’OIF« à peser de tout leur poids pour que l’Union Africaine, par le biais du Conseil Paix et Sécurité (CPS) qui va tenir sa réunion ce Jeudi 08 Décembre 2011 à Addis Abeba, lève les sanctions décidées contre Madagascar ». « De même, je vous manifeste également mon profond souhait de voir l’OIF annuler la suspension de Madagascar comme membre de l’Organisation », a – t – il continué.

    Dans la même lancée, le Président RAJOELINA a également sollicité SEM Abdou DIOUF d’intervenir à fond pour que le GIC (Groupe International de Contact), qui va également tenir sa réunion ce même Jeudi 08 Décembre 2011 à Addis Abeba sur le dossier Madagascar, agisse au niveau de l’Union Européenne et des Nations Unies pour que Madagascar retrouve sa place au sein de ces Organismes internationaux par le truchement de la levée des sanctions à lui infligées.

    « Je vous manifeste mon vif souhait pour que les Malgaches puissent tenir les premières élections crédibles, transparentes et démocratiques dès Mai 2012, selon les dispositions du Code électoral malgache », a, par ailleurs, déclaré SEM Andry Nirina RAJOELINA à l’endroit de son vis – à – vis. « Car il faut absolument mettre un terme à la Transition par la voie des urnes où le Peuple Malgache pourra s’exprimer et trancher quant à l’avenir qu’il compte tracer pour Madagascar », a – t – il continué.

    En réponse à toutes ces sollicitations, le Secrétaire Général de l’OIF a déclaré qu’il déploiera tous les efforts utiles et nécessaires, là où il faut, pour que ce processus de sortie de crise à Madagascar, mené avec succès par le Président de la Haute Autorité de la Transition, atteigne les objectifs escomptés dans les meilleurs délais et selon les normes requises.

    En tout cas, SEM Abdou DIOUF a déclaré à SEM Andry Nirina RAJOELINA que « l’OIF est et sera toujours aux côtés de Madagascar pour le soutenir dans ce processus de sortie de crise ».

  2. Hatreto aloha dia tsy hita no tena marina e! dia miandry zay fanazavan’ny filoha ravalomanana aloha fa tena tsy mazava intsony ny fandehan’ny tantara. Dia mampanotany tena ihany, ka na dia i maître Hanitra koa ve dia niova lasy koa?????

  3. Voan’ny AZAMANODY daholo e!!koa jereo aza i Guy Rivo hataony MANAIKY fotsiny!!!
    efa hitany eo fa tsy izy an!!izy mihintsy aza no niharan’ ny tsy rariny t@’ ireo olona ireo,
    nefa dia MANAIKY E!!!!aza hitako ka ho TONGA koa i DADA dia ho HANAIKY2 FAHATANY eo koa?dia izay no VITA!!!!
    Voan’ny RAIKIRAIKY daholo e!!! izaho mba nanantena fa mba handray fepetra hentitra ity Guy Rivo?? hay vao maika koa
    nanampy TROTRAKA ,manaiky ialaha!!!!

  4. IL S’AGIT D’UN PROJET UTOPIQUE
    LES TURBULENCES NE TARDERONT PAS PAR LEUR CAUSER D’AMÈRES DÉCONVENUES.
    DADA SERA TOUJOURS DANS LE PARAGE !

  5. Mao ny resaka , ao koa ny siosio , ary aza adino ny fitiavana miteny mba hame:
    labelarana ny nofinofy sy ny kajy na ny fika manitikitika ny eritreritr’ireo maika hisitaka ,ka manome ny anton’izany fisitahana izany..

    Mazava ny tenin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC izay azo fintinina toa izao :
     » miditra Isika FA RAHA HITA FA TSY METY AMINTSIKA NY HEVITRA MISEHO DIA MIVOAKA ISIKA ! ».
    Tsy niteny intsony izy tao aorian’io resaka nataony io !

    NAHOANA NO TSY NITENY INTSONY IZY ?

    SATRIA MIANDRY NY VALIN’NY FITSARANA NY SEHO-JAVATRA ANY MADAGASIKARA IZY
    IZAY FITSARANA ATAON ‘NY CPS / UA , IZAY NIVORY NY ALAROBIA 07 NOVEMBRE 2011 !

    KOA ALEO TSY MITENY , INDRINDRA TSY MITENY IZAY HEVITRAREO…!

    ANDRASO NY FILOHA HITENY DIA SAMY MAKA IZAY SAHAZA AZY AVY ISIKA FA TSY MISEHO MAHITA NY ZAVATRA ALOHAN ‘NY BIBY !

  6. nanao sonia ny antoko RAVALO midika fa manaiky fitsipika ny FR ka tsy hitako ny ahiha teneninao matoa tsy miteny RAVALO misy ny antony ra tsy ministra na ct na cst ao anatinireo no afaka mikiakika ho reny ireo FOZA ireo fa ra ao magro fotsiny tsy misy akony firy na tiany FOZA na tsy tiany ravalo tsy maintsy mandresy ny antony tsotra ra miala ny ankolafy RAVALO miverina taminy gouvernemant VITAL izy samy izy ary tsy anaiky anio FRANSMAN miandrasa

  7. Manamafy ny tenin’i Celestin Robin za. MISY FOTOANA NY TOMPON ANDRAIKITRA VOALOHANY TSY MITENY SATRIA MIJERY NY FIZOTRAN JAVATRA SY MANDINIKA NY STRATEJIA. SAROTRA MANTSY NY TOE DRAHARAHA ANKEHITRINY;REHEFA MBOLA TSY NY FILOHA ZANY NO MANAKIANA IZAY ANATY CT SY CST DIA TOKONY HANGINA ALOHA ISIKA. IRAY IHANY NO MPITARIKA FA RAHA VAO MIHENO ERITRERITRA ETSY SY EROA ISIKA DIA VIZANA.. FA HENJANA NY LALANA RY ZALAHY FA COURRAGE A

  8. MISY OLONA AVY AO AMIN’NY MOUVANCE RAVALOMANANA VE NO
    MIAHIAHY ,nNOMANANKIANA ,
    SA NY ATY IVELANY SY INDRINDRA NY MPANAO GAZETY NO MISEHO MAHAY MANDINIKA SY MITADY LOHATENY MAHAZEUDANA ‘soop senatonnel)MBA AHAZOANY MIVAROTRA NY RAVIN-DAISOAN-DRIZAREO.
    IRENY FEO TSY MITOMBONA AVY ETSY SY EROA DIA MANDRANGITRA IREO MIAHIAHY ARY MITENY HOE :
    « IO ARY FA TONGA NY ZAVATRA NOLAZAIKO ! JEREO FA VAKY NY ROA NY MPITOLONA ! »

    MISY TOKOA OLONA MIVOA ATRIN’NY ELA NY FIARAZARANA NY MPOMBA SY MPANHANA NY FIJERY SY
    NY FISAHAHAN’NY FILOHA RAVALOMANANA NY VINAVINAN’NY ASA -PANDROSOANA MIKASIKA SY IARAHAN ‘NY MALGASY REHETRA MANANTANTERAKA !
    KOA AOKA ISIKA izay MANOHANA MIOMBONA SY MANOHANA NY HEVITRA ARY NY PAOLITIKA ANKAPOBEAN ‘ NY FILOHA RAVALOMANANA MARC HAKA SAINA TSARA MBA TSY HO REBIREBEN ‘IREO TSY MANAN-KATAO AFATSY NY MANARATSY…

  9. AHIAHY VE ?
    Iza no miahiahy , iza no ahiahiana amin’izao fotoan-tsarotra izao satria maro ireo mamboly tsy mamokatra , maro ireo manao izao sy izao nefa toa tsy mahefa , maro ireo be resaka ary milaza fa miasa ho an’ny Malagasy satria izy no raiamandreny mipetraka eto ANTANINDRAZANA.

    Dia iny ary i Zafy nanolotra an ‘i Beriziky ho tendrena praiministra !
    BE TOKOA NY FANONTANIANA NIKASIKA ITY HETSIKA IZAY TSY MIFANARAKA AMIN’NY ANDININY
    FAHA – 05..!
    FANONTANIANA FENO AHIAHY ARY MITORY NY FOMBA TSY MENDRIKA OLONA EFA NITONDRA NY FIRENENA NA TSY NAHAVITA NT MANDAT NOMEN ‘NY VAHOAKA AZY AZA.
    MISY MALAHELO SY TEZITRA NOHO NY FANOHERAKO NY TSY FANARAHAN ‘ I ZAFY NY TONDRO-ZOTRA TAMIN ‘NY FANENDRENA AN ‘ I BERIZIKY HO PRAIMINISTRA..

    VAO OMALY ANEFA , EO ANATREHAN’NY FANANTATERAHAN ‘ I BERIZIKY NY ANDININY FAHA – 20 AO AMIN’NY TONDRO OTRA DIA NIRESAKA TAO AMIN ‘NY RADIO RINDRA NY SOLONTENAN’NY ANKOLAFY ZAFY NOTARIHAN’I LALATIANA…:
    –MANGATAKA AMIN ‘ I BERIZIKY IZY IREO MBA HAMOAKA NY GADRA PAOLITIKA,
    –MAMPAHATSIARO AN ‘ I BERIZIKY IZY IREO A NY MOUVANCE ZAFY NO NANOLOTRA AZY HO MINISTRA..!
    NY MAHAZENDANA DIA VOATERY NY MOUVANCE ZAFY MAMPATSIAHY AN ‘I BERIZIKY « FA NOHO IZY IREO NO NAHA-PRAIMINISTRA AZY ! »..
    POROFO IRAY IZANY FA TSY MANANA LANJA EO AMIN’I BERIZIKY NY MOUVANCE NANOLOTRA AZY ARY ADIADIANA TSARA DIA I BERIZIKY TSY MIJERY NA MANOME LANJA NY MOUVANCE NANOLOTRA AZY IZY !
    TSY AHIAHY INTSONY IZANY..FA TENA ZAVA – MISY..TSY MANAIKY BAIKON ‘NY MOUVANCE ZAFY I BERIZIKY..!
    DIA AVERIKO NY FANONTANIANPETRAKO TAMIN’ I ZAFY MANAO OE:
     » INONA MOA NO ANTONY NANOLORANAO AN ‘ I BERIZIKY , SATRIA ATRAMIN’ IZAO DIA TSY HITA MASO NA TSAPAN ‘NY TANANA IZAY VALIM-BABENA ( renvoi de l’ascenseur) NATERAK’IO FANENDRENA AZY IO !

    MAMPIAHIAHY NY FIHETSIKA SY NY FOMBA ENTIN ‘I ZAFY MANAM-PAN-KEVITRA..!
    MARINA SY MITOMBONA NY FANAMBARANA MIARAKA NOSONIAVIN’ NY FILOHA RAVALOMANANA MARC SY I ZAFY..MIKASIKA NY FOMBA IRAISANA EO AMIN ‘NY FIFANDRAISANA AMIN’NY CT SY NY CST !
    TSY AFAKA MANDRAY IRERY ANDRAIKITRA MOMBA IREO  » ANTENIMIERA  » IREO ZAFY !
    AMIN’ IZANY DIA TSY IAVANANA NY AHIAHY ARY TSY ANANAN-KAVANA NY FANAJANA NY TONDRO ZOTRA IZAY MITONDRA NY MALAGASY HO ANY AMIN ‘NY FIFIDIANANA IZAY HO FILOHA MENDRIKA SY HAHAVITA AZY NY FIRENENA SY HITARIKA NY MALAGASY AMIN ‘NY FAMPANDROSOANA NY FIRENNA IZAY ANY MIANTOKA NY FANATSARANA NY FARIM-PIAINAN ‘ NY MALAGASY REHETRA !

    MITOHY FOANA NY TOLONA !

  10. Iza no nifanaraka tamin’i Zafy nanolotra io Beriziky io..Sa nisy nanery aza nanao izany ?
    Jereo akaiky anie ny famindran’ity Beriziky fa nanilaza aza izy fa n tondro zotra no mifehy azy ( son patron )dia sikaritra fa i rajoelina no mibaiko azy..!
    Ary izy milaza fa ny tondro zotra no mifehy azy , dia mba tena fantany sy tafiditra ao an-saina ve ny fepetran ‘io tondro zotra io toa ny  » consensualité , inclusivité , neutralité..?
    Satria mahagaga fa ny hevitra ifanohitra amin’ireo fepetra ireo no ampiasainy eo amin’ny fanendreny ireo ministra ary ny mizana entiny mandanja nympanohitra sy ny mpomba ny fitindrana dia tsy menaùaso mitongilana ho an’ny fitondrana naka an-keriny ny fahfana !
    Ary ny frantsay dia tsy miafina intsony manohana an ‘i rajoelina ary manapy azy toa ny teo aloha saingy ankehitriny dia ampahibemaso no miasa izy.
    Dia jereo koa fa ny OIF -izay fitaovana entin’ny frantsay manamafy ny heri-panjanahany – dia miseho ho manana andraikitra araka ny hambon’i diouf fa tena tsara ny asa vitan-drajoelina ary ho avy ny servics tecniques-n ‘ny oif hitsara raha mandeha tsara nytaon’ny mALAGASY §
    dE QUEL DROIT ET DE QUOI IL SE MELE DIOUF ET DON OIF ?

    IL OIT SAVOIR SAVOIR QUE LE CONTROLE ET LA VERIFICATION DE LA BONNE MARCHE ET L’APPLICATION DE LA FEILLE DE ROUTE INCOMBE A LA SADC SEULE..
    TOUTE NGERENCE DANS CETTE FEUILLE DE ROUTE ET SON APPLICATION EST UNE USURPATION DE DROIT QUI N’APPORTE RIEN DANS LA SOLUTION DE LA CRISE A M.CAR DONT LES AUTEURS DU COUP D ‘ ETAT ET LEURS COMMANDITEURS SONT LES SEULS RESPONSABLES ET QUI PERSISTENT A S’IMPOSER COMME INCONTOURNABLES DANS LA RESOLUTION DE CETTE CRISE ET DIOUF NE PEUT PAS IGNORER CETTE INGERENCE EHONTEE DE LA FRANCE !

  11. Efa niova aloha izany ny paika ry DCR, koa dia ho hitan-tsika eo ny tohiny â !
    Rehefa azo daholo ny infos rehetra dia afaka manao lettre de protestation any amin’io Diouf io daholo isika !

  12. Taùin’ny fitandreman’i Zafy , tamin’ny fanomezana moramora ny tokiny an ‘i Beriziky dia toa izao no niafaran’ny fanendren ‘ i Zafy an ‘i Beriziky ho praiministra dia
    nandray anjara sy naka andraikitra i Zafy amin’ny fananganana ny gouvernement Beriziky ,izay ataon’i rajoelina fiasana ary ataony saro- tava (masque )ilazany fa gouvernement iraisam-pirenena io na mitongilana be miraona any amin’ny fanohanana ny mpanongam-panjakana..
    Io no lesoka be naterakin ‘ny fikan’i Zafy..izay miseho ho fatsoralahy : izao anefa dia lasa miangavy an ‘i Beriziky hamoaka ny gadra paolitika..
    Ny Mahry fo mpitondra tenin’ny gadra paolitika ary ny fianavian’izy ireo ia nihaona tamin’ny mbola minisitry ny Fitsarana : raha mivoaka ny gadra paolitika dia tsy noho ny « hataka  » nataon’ny mouvance Zafy akory .

    NY MALAGASY DIA MITAKY NY FAMPIARANA NY FANANTATERAHANA NY ANDININY FAHA – 20 AMIN’NY TAOTALIBEANY !

  13. mampalahelo isika gasy fa tsy manana fahasahiana hiady @ tsy rariny intsony,horohoroan’ny sasany de miforitra sy mangina,inona no manakana antsika tsy hamondrona ny hery ka handrodana izao jadona vaovao izao e?sa ve manaiky matoa tsy miteny?inona no azon’i dada atao raha isika aza tsy miady mafy ny mba hiverenany?inona ny assurance-ny raha ny mpomba azy de platonique daholo?am-po mangina fa tsy mivoaka io tsy mahalasa lavitra ny tolona e!ndao ovàna ny plan fa tsy lasa intsony zao,sa ianareo mbola tsy tonga saina foana???

  14. Tonga dia tairo ny rodobe na tonga dia handefasana Notam i Rajoelina ary tonga dia angana izy dia rava ny tsena izay vao atsangana ny gouvernemanta vaovao .

    izy miala toerana izao no fanonganana azy .

  15. Sa efa mano Oui mose daholo ka matahotra ny amadika azy fa efa nahazo toerana sy voavidiny tamin´ny volabe??????.

    Henoy ihany ny feon´ny fieritreretana, jereo ihany ny hasiníreo vahoaka 20 millions, maty noana ny sasany mijaly, ory, noho izao jadona sy fitiavan-tena sy voninahitra ary vola izao, noho izao fivarotana ankitsirano ny firenena izao.

  16. O ry Vahoaka tokana a ! Que les choses soient claires :

    Dada tsy ao @ Magro fa mi-téléguider à distance. OK ? Any aminy ny la clé fa vizana fotsiny eo ianareo.
    Na misy mpitarika ao @ Magro na tsisy dia tsisy olana fa ny Vahoaka, le VRAI, dia tsy miala @ filoha nofidiany.

    Raha naharesy ianareo, nahoana no tsy nisy RECONNAISSANCE efa ho 3 taona izay ???

    HORAKORAKA NY ANAREO SAHONA FA NY TSIBOBOKA (VAHOAKA, le vrai) no tompon’ny rano !

  17. Reconnaissance io efa azo ry Babyfoot a! ny maintany hanaovana fifidianana sisa andrasana! tsy mazava amiko eto ny famaritanareo ny atao hoe vahoaka, ireo olom-bitsy kely ao @ magro ireo ve? ny Bakart moa defa tsizy @nareo fa hoe » ANDEVO »!!!!
    Mbola niala-nenina t@nareo ny médiateurs sy CI, raha nijery maso vilana fa nisy coup d’état, de nekena avokoa ny fangatahanareo eny fa na dia ny fodian’ny dadanareo aza, fa tsy maintsy miatrika fitsarana izy. De raha matoky fa olo-madio tanana, tsy tokony hatahotra! io le efa nolazaiko hoe: »2 poids, 2 mesures ». De jereo ny fiolakolahanareo, ny familafilana, ny blocage, kanefa niditra ihany ny farany. De iza @izay zao no mitsanga-menatra ?
    Matoa Ra8 nangina, de tsy misy olona azony hitokisana intsony, fa vizana e! tsy aleony mipetraka sy mampitombo ny efa azo!!! Diso fanantenana t@ Deba, Zafy, Mamy sy ny forongony, magro moa efa biby tsy manan-doha intsony de mihena ohatran’ny fen’antitra. Nareo FANATIK eto angamba no sisa! de haninona anefa! kanefa fifosana olona, sy haine ary violences no betsaka eto, fa tsisy stratégie tena mazava! utopies no betsaka e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *