Vaky ny ady eo amin’i Andry Rajoelina sy Omer Beriziky

resize_image

Vaky ambatolampy io maraina io ny ady eo amin’ny Andry TGV sy ny praiminisitra Omer Beriziky. »Raisiko ny andraikitra » hoy zandry kely, tsy voatery ho ny fanalana ny minisitra roa no vahaolana araka ny tolokevitry ny praiminisitra hoy hatrany Rajoelina.Tsy misy afaka manery ahy amin’izay fanapahan-kevitro hoy izy.Nandray ohatra vitsivitsy izy namelezana ankolaka ny praiminisitra.Raha olana eny amin’ny fokontany dia anjaran’ny boriborin-tany no mamaha olana hoy izy, raha ny olana eny anivon’ny boriborin-tany kosa dia ny eo anivon’ny ben’ny tanana no mitady vahaolana, ny olana eo anivon’ny ben’ny tanana dia ny minisitry ny fitsinjarampahefana no mamaha izany….tsy notohizan’ingahy Rajoelina ny teo fa raha ny tiany ambara dia tokony anjaran’ny praiminisitra no mamaha ny olan’ny minisitra.Ary raha ny filohan’ny FAT mihitsy moa izany no olana eto amin’ny firenena dia iza no mamaha izany?

Araka izany tsy nandray andraikitra izany i Beriziky manoloana ny olan’ny Polisy ny ny SMM araka ny fijerin-dRajoelina.

Eto Madagasikara dia ny bandy kely « DJ tsy ampy fianarana » no mibaiko ny manampahaizana ambony sy be traikefa, lalaovin’ny mpanongampanjakana hatrany ny « baolina »ary  izy ihany no mahazo mandaka sy milalao fa ny hafa dia saribakoly fotsiny ihany, raha misy té hampiseho lalao tsara dia salovaniny hatrany.

 

31 pensées sur “Vaky ny ady eo amin’i Andry Rajoelina sy Omer Beriziky”

  1. Ny tori-zotra nataon’ny rehetra sonia tsy mbola misy tanteraka na iray aza
    Nitsagana ny rafi-panjakana fa tsy mifandanja velively nisy ministry efatra ra tsy diso aho notsipahin’ireo mpamatsy vola mba tsy ho ministra intsony nefa de mbola naverina daholo tsy fitoniana na fitadiavana-va olana no tadiavin-dry domela sy ireo dahalo miaraka aminy fa ny hampitarazoana ny teteza-mita ka rehefa reraka @ fitadiavana nyvahoaka dia harosin’ny mena sofina miaraka @ ireo mpanompony ny fifidianana sandoka sahalan’ny tany cote d’ivoire
    I Beriziky efa diso famindra hatrami’ny voalohany ka tsy misy lanjany intsony @ ireo mpanonga-panjakana
    Rehefa tsy hanala an’ireo radomela dia tokony hametraka fialana ianao aiza ve dia tena fanjakan’ny baroa tsy misy mpitondra intsony fa samy manao izay saim-pantany daholo
    Rehefa tsy ho vitanao ry beriziky dia miala dia hazava @ ireo firenena vahiny hoe iza no fositra tsy mety anantateraka ny tori-zotra
    Iray ihany ny tokony ataonao na ianao miroso ary mandray ny andraikitrao tateraka ary manala ireo ministra mpanao gaboraraka ary manolo azy aingana ka matokia fa hanampy anao ny vahoaka

  2. Asa raha mbola tsy tonga saina foana ny malagsy (i tsisy reziky koa ao anatiny!!) ho fiantsiana ady io!!!
    Mazotoa daholo ary moa;

    ps:mba nihezaka namaly hatrany ny antson’ njara sy bemafohy aho kanefa toa tsisy retour;raha izay no maha mety ny tolona dia mahavità soa e!

  3. Ce conflit police-magistrature ,vieux comme le monde et de partout dans ce monde,n’ a pas su résister à la promiscuité et aux réalités des faits ( arresatation et emprisonnement sans jugement ou emprisonnements prolongés sans jugement ou libération provisoire décidée par la police sans avis du juge..
    Il a tout et le contraire de tout..
    Tout le monde (la mouvance RAVALOMANANA MARC ,des juges « aux mains propres, la Troika avec exhortation de pas reconduire certains ministres dont celle de la justice dans le nouveau gouvernement formé ave la recommandation de la feuille de route..
    rajoelina , se croyant ma$itre du jeu , a adéclaré qu’il sera le seul à décider et n’ a pas vu venir  » l’annonce ATOUT ET TOUT ATOUT « de Beriziky en demandant la démission du ministre da la justice et du ministre de la sécurité..
    rajoelina , groogy , répond sans réfléchir qu’il peut pas démissionner les deux ministres à la fois !
    S’est-il seulement poser pourquoi ces deux ministres..Il ne s’agit de questions de personne , mais de problèmes fondamentaux qui portent atteinte à la liberté , à l’indépendance de la justice et au fonctionnement républicain de la police et de ses agents dans le domaine de la sécurité publique…
    Un chef d’éxécutif ,quelqu’il soit doit ces deux éxigences :
    -liberté , indépendance de la justice
    -fonctionnement républicain de la police et de ses agents dans le maintien de l’ordre public et pour la assurer la sécurité des personnes et la protection des biens..!

    Il est clair pour Tous les Malgaches que la brève scène de clown jouée par rajoelina se trouve en contradiction éblouissante , flagrante à ces deux principes et faute de les avoir ignorés , il a commis la faute de pousser les fonctionnaires des deux corps à outrepasser les lois , au détriment des Malgaches…

    Nous , les Malgaches , doivent pousser derrière ces mouvements démocratiques qui se réveillent et qui pourront dégager le Pays de cette gangue qui étouffe les Malgaches et ce gang qui n’a pas fini de faire mains basses sur nos biens !

    Evolution de la situation à suivre de très près !

  4. Ravelojaona Fidy !

    Aza malady mitraotra re e !
    Saika hanontany anao indrindra aho hoe : Mety milaza zavatra aminao ve ny prenom hoe Mamy sy Villars ?
    Tsy ho ela dia tsy maintsy tohiny fa aza matahotra ianao e ! Efa mba mandinika ihany izahay, ary mihezaka mafy, mba hahazoantsika mifandray. Tsy ho ela e !
    Mba hapzava ny resaka sy dinika, dia tsymisy hatramin’izao aloha ny atao hoe « Mpitarika », fa dia isika rehetra no iriana hametra izany ao aoriana kely fotsiny !

    Mba miangavy ny rehetra fotsiny IZAHAY mba hanao andry maso ny zavatra misoratra eto, ary koa mba hihevitra sy matoky fa mihezaka izahay !

    Efa mazava fa izahay mirahalahy dia efa mifandray sy mifanoratra.
    Ny mampalahelo dia tsy misy tohiny ny fangatahana atao amin’i%Mydago momba izay mety hifanoratantsika malaky. Nefa dia izany : HIFANORATRA TSY HO ELA ISIKA.
    🙂
    Mino sy manantena fa ho maro no hanoina ny antso !Izay no tena zava-dehibe !

    Ny fametrahana ny sainam-pirenena amin’ny Fiara dia efa AZO ATOMBOKA izao, efa isan’ny Comm izany, ho fitakiana ny fiandrianam-pirenena HO VELONA INDRAY.
    6
    tSY VELOMA HOY mE rAZAFIMANANTSOA, fa mandrapihaona tsy ho ela!

  5. Tena miseho ny maha-Mpanao Didy Jadona (Dictateur) ity Domeliina ity an !
    Fa hiverenako kely ilay Avion Transall frantsay nitondra miaramila.

    Ny atao hoe mitondra miaramila dia milaza izany fa mitondra FIHADIANA. Ary tsy azo afenina fa misy maromaro izy ireo fa dia nolazaina hoe 20 fotsiny.
    Maniginy fotsiny ny fanafenana fa misy Tireurs d’elite mihitsy ao, na Snipers, koa ny mailo ihany no ela velona e!
    Efa maro nomiady tsy ho voan’ny Poizina ao Tsiafahy ao, fa tsy avela hivaoka ny tena marina.

  6. Tokony hampitapitaina io vao2 io Njara a!!taiza moa io avion no
    niditra??dia aiza izao ireo miaramila frantsay ireo no mitoby??
    aleo ho asiana resaka ny momba ireo miaramila frantsay ireo ry Njara fa toa loza mananontanona antsika io.
    Toa varimbarian’ny lavitra matsy isika ka tsy mahita ny ambany maso.Hataovy izay hielezan’io haingana.

  7. Io no efa nolazaiko teto fa tsy miandany amin’i TGV i Beriziky fa kosa mety tratran’ny tsindry avy amin’ny miaramila sy ny tsotsoka.
    Efa miresaka tsotsoka miaramila mitsofoka ao Mada, mimenomenona ery ny pro-TGV tamin’ny Ravalomanana niantehitra tamin’ny miaramila sud-af nefa izao miditra ohatran’ny ao anaty dobera ny miarmila tsotsoka.Mbola voaozona e!
    Nisy nilaza moa fa voakarama 80.000.000 fmg ireo miaramila mpikomy hampigadra na hisambotra gasy iray tanindrazana aminy.Dia nilaza aho fa raha izaho no miaramila gasy karamaina an’io 80.000.000 fmg io dia manakarama olona hafa aho hisambotra an’io vazaha nanakarama aho io.10.000.000 fmg no omeko io olona karamaiko io dia ahy ny ambiny ,izany hoe:70.000.000 fmg dia misitaka an’i Tana aho 5ambanja hono tsy ratsy e! na fenerive-est ary ilay vazaha voaroaka fa nanankorontana.Ka mba fetsy ry zalahy!

  8. Olona rainitetaka daholo koa inona??jereo ity bombe ary vao notenenin’i frantsay fa
     » rehefa tsy voasakanao ny fahatongavan’i Ravalo dia MATY IALAHY  » dia izy namono
    hozatra iny, sady vao maika nitombo ilay PANDA BE.Koa iza no sahy hanao io zavatra voalazanao io ry Bemafohy???
    Efa voahozona oah!!!tsy maintsy misolelaka!!matahotra ny ho very KAPOAKA daholo,tsy misy mahasahy mijoro @ maha
    Lehilahy azy, resim-bavy daholo( sady mandrangitra ihany aho an!)toutou kelin’i chatai daholo.

  9. Nefa hatsipatsipazo eo ihany aloha ilay hevitra fa mety hisy hanaraka ihany an!
    na hataoko aza hoe atsasany fotsiny ho fanavotana ny firenena dia » ny adidy vita moa
    ny fahafinaretana azo » manao vacansy kely aloha ,mijibijibika,manano griady kely , miaraka @ THB ohatra ,
    ny ahy toaka Gasy tsy mitapoka ireny ihany sady tsy makarary an-doha no mahasalama.Miaraka @ masakiky
    sy lasary manga , toa mahangoma koa izany fitantarako azy izany ,sa ahoana Bemafohy??

  10. Ranavalona!marina ny anao fa raha iray angamba no manantanteraka izay nolazaiko izay dia tena sarotra mihintsy fa raha misy folo fotsiny izy ireo dia ho mety ihany.Indrindra moa fa vazaha iray no manankarama azy rehetra.
    Ny mahagaga aho anie ranavalona dia tamin’ny 72 ireny dia nandeha ny fanoharana satria koa nisy ny firaisan-kina.Moa tamin’ny 75 rehefa nanafika ny GMP ny directoire molitaire dia nilefa ihany koa ny mpiasan’ny mpanjanaka.
    Ka noho izany dia mino mihintsy aho fa raha ireo miaramila tsy voakarama ireo(na ny miaramilan-daharana izany na ny be galona)izay maro an’isa no manao ohatran’ny nataon’i Gilles Andriamahazo dia tampina ny domy e! Ahoana ianareo ry miaramila!!!

  11. Concernant le conflit entre les magistrats et la police nationale selon le Président Rajoelina:
    « Je réitère qu’une revendication entrainant mort d’homme n’est pas acceptable. La semaine dernière, j’ai donné l’ordre au Ministre de la Sécurité Intérieure de tirer au clair et de boucler au plus vite possible cette affaire. En ce moment, 12 prisonniers ont été transférés à Antananarivo. La loi sera appliquée à l’égard de ceux qui sont responsables dans cette affaire. Par ailleurs, la revendication, qui se solde par un blocage de la machine administrative et prenant en otage le Peuple malgache, est également inacceptable. Le Régime transitoire assume sa part de responsabilités et exhorte, tout de même, tout un chacun à en faire autant. Décliner ses responsabilités n’est guère digne. Chaque structure hiérarchique doit respecter les consignes qui lui sont données et doit assumer également ses parts de responsabilités respectives. La revendication de démission ou de limogeage d’un Membre du Gouvernement ne résout pas le problème. Est-ce vraiment la solution ? Il y a eu mort d’homme à Toliara, qui en sont les responsables ? Il y a eu également utilisation d’arme. Appliquons la loi. Sinon, si le Ministre responsable n’arrive pas à accomplir la mission que je lui ai donnée, je peux moi-même prendre la décision nécessaire sans attendre la pression de qui que ce soit. D’ailleurs, je suis prêt à appliquer la loi, et je suis ferme la dessus.
    La décision que l’on prend dans la gestion des affaires nationales doit être une décision responsable et objective. Une décision qui doit répondre au problème existant. Y-a-t-il une mission qui n’a pas été accomplie par la Ministre de la Justice ? Si oui, je la limogerai. Est-il pertinente de revendiquer la démission ou le limogeage du ministre de la Justice ? Ou de celui de la Sécurité Intérieure dans cette affaire ? Je ne décline jamais mes responsabilités. Je ne suis pas le Chef du Gouvernement mais je prendrai en main cette affaire à partir de maintenant. Premièrement, si on a suivi mes consignes, cette affaire n’en serait pas arrivée à ce stade. Il convient de rappeler que dès mon retour au pays, je me suis déjà prononcé sur cette affaire. Deuxièmement, il est erroné de dire que le partage de tâches au sein de la Transition n’est pas clair. Il suffit de lire la Constitution, il y est stipulé que le Président de la Transition assure les fonctions de Chef d’Etat, et lisez la suite et vous verrez quelles sont les attributions d’un Chef d’Etat ».

  12. Tsara no nahitan’ny vahoaka ny toetran’i rajoelina satria hita nibaribary fa tsy nanana « self control » tsony zandry kely fa nivatravatra, ary feno fankahalana ny fiteny sy ny fihetsikin’ny tavany. Tsy manana « stature d’homme d’état » mihintsy ary mporofo mazava ireny. Ao anaty krizy mangidy ny vahoaka ka mila olona feno fahendrena sy mampiray, mampihavana ny malagasy rehetra tsy misy ankanavaka. Tsy hananan’i rajoelina zany fahendrena sy traikefa izany, ary mbola mporofo mitohaka ny tenda ireny fombany ireny. PHAT mitondra ny tanindrazantsika any amin’ny kizo ny fihetsika sahalamin’ireny. Mbola marika koa ireny fa mihenjana mafy tokoa ny tady ka tsy zakany ny « pression » dia ireny ny vokany aseo ety ankalamanjana.

  13. Taloha tany tokoa dia tena sahy ny olona fa izao no toa sarotra ihany @ ilay
    Tsindry aloka io e!dia iza anefa no mba hanambotra ireto vazaha ireto ry Bemafohy??
    i bomba ve ??koa tsy haterina hiverina any La Reunion indray lery??ary io vazaha io mety efa zanatany dia tsy azo
    roahina ,sady mety mamono afo koa izy dia any aminao indray ny tantara no hivadika ,fa tsy hitanao ve ilay Sinoa
    namono Gasy tetsy Beoririka e!tsy ny vahoaka indray no nofoteran’i Bomba???dia ilay Sinoa moa tsy sahiny natao
    inona fa efa Saosy be indray izay iny.Maharikoriko fa efa ao izy e!!tsy misy azo mba HITARAINANA akory.

  14. FA IRETO KOA NO TSY AZO HADINOINA AN!

    il convient de rappeler que les termes de l’Article 20 de la Feuille de route sont clairs : « la Haute Autorité de la Transition (HAT) devra permettre à tous les Citoyens Malgaches en exil pour des raisons politiques de rentrer à Madagascar sans conditions, y compris Monsieur Marc Ravalomanana (… ) ». De même, ceux de l’Article 45 reste sans équivoque : « l’Article 20 de la présente Feuille de route sera lue avec la Note explicative, en annexe, qui constituera une partie intégrante de cette même Feuille de route ».

    Et la Note explicative dont il s’agit ne peut souffrir de la moindre discussion : « (…) la Troïka souhaite apporter l’interprétation suivante du terme « sans conditions » énoncé dans les décisions de la SADC.

    1. Les principes et les valeurs de la SADC n’acceptent pas l’impunité. Le terme « sans conditions » s’applique à la notion de liberté de rentrer à Madagascar pour tous les citoyens malgaches en exil pour des raisons politiques. Cela implique qu’aucune mesure administrative et politique ne devrait être appliquée pour restreindre ou empêcher leur liberté de rentrer au pays.

    2. Ainsi, « sans conditions » ne suggère et n’implique pas aux citoyens malgaches rapatriés une exonération de poursuites judiciaires ou pour des crimes allégués.

    3. Les principes et les valeurs de la SADC reposent sur le respect de l’intégrité territoriale et la souveraineté des Etats membres. La SADC reconnaît et respecte la compétence, la légitimité et l’indépendance des systèmes judiciaires de ses Etats membres. La SADC n’a pas le pouvoir de s’ingérer ou d’annuler quelque condamnation judiciaire par le tribunal national de tout Etat membre.

    4. La SADC ne définit pas et ne détermine pas l’étendue et le contenu des lois d’amnistie des Etats membres. Il est du ressort des autorités compétentes de ses Etats membres de débattre et de s’accorder sur leurs lois d’amnistie en prenant compte des normes internationales applicables qui excluent de l’amnistie les crimes contre l’humanité, les crimes de guerre et les violations graves des droits de l’Homme et des libertés fondamentales ».

    Par trois fois, Monsieur Marc Ravalomanana a fait l’objet de condamnations judiciaires :

    1- à 4 ans d’emprisonnement fermes, avec mandat d’arrêt à l’audience, et au paiement de 70 millions de Dollars de dommages et intérêts à l’Etat pour abus de confiance et prise d’avantages injustifiée (Dossier n°4900-RP/09-56/CO/09/J3)

    2- à 5 ans de travaux forcés, avec mandat d’arrêt à l’audience, et au paiement de 1 million Ariary d’amende, pour détournements de deniers publics, abus de fonction, favoritisme, conflits d’intérêts et complicité (Dossier n°6992-RP/09/16/CR/09/J3)

    3- aux travaux forcés à perpétuité, avec mandat d’arrêt à l’audience, sur le dossier criminel « tuerie du 7 Février 2009 ».

    De tout ce qui précède, au cas où Monsieur Marc Ravalomanana foulera le sol national, il devra absolument et indiscutablement faire face à la Justice, consécutivement à tous ces dossiers judiciaires qui l’incriminent, avec les conséquences qui pourront en découler.

    Ainsi, toute autre interprétation des dispositions de la Feuille de route, se rapportant au cas de Monsieur Marc Ravalomanana, n’est que fallacieuse.

  15. Izay no mba fantatra sy hay  » IZAHO!IZAHO!!izay tiako!! »esy e! raha mba misy hapoaka moa maninona??
    saingy 0 manatody fa deaka no betsaka,dia tsy misy hirarahianay aloha na hifamaky loha aza izy MITSAMY
    ireo fa ny FAMPIHARANA ny TONDROZOTRA no ANDRASANAY sy HANDRANDRAINAY MAFY e!izay hifanosehanareo eo fa
    alefaso ny MANARAKA, mbola any amponja ny GADRA !mbola tsy mivoha ny haino aman-jery,DADANAY MBOLA TSY TONGA.
    Koa miadia misy maty eo fa ny anay ny fanatanterahana ireo no TANJONA sy ny NIFANARAHANA.

  16. aza mampme oa!!! efa mazava ange io ny feuille de route sy ny note explicative e!!!!
    KOA TONGAVA SOA RAHAVANA FA MIANDRY ANAO TSIAFAHY!!! MBOLA GIDRAKA AZA NY ENY IVATO ALOU!!!

  17. aiza e!! efa kenda roroka fa nandamoka ilay Zėsta tany frantsa teo iny dia eo vao mody miatsaraivelatsia eo daholo.
    nampanantena poakaty la frantsa 100 millions no mba nomenynefa 800 no tokony ho izy,dia nangasiasy daholo avy eo
    fa tsy vitan’izay fa lasa nandadilady tary @ be Kintana ,dia avy eo vao hoe  » mahazo mody anie izy e! nefa ny
    NOTAM NOTAM ihany. Alikanareo angaha ny be Kintana!!dia efa dedaka indray fa efa ho azo ilay FANKATOAVANA?
    tsy midika mihintsy ny filazanareo hoe  » mahazo mody dada  » dia efa fankatoavana,satria dada nanamafy fa « tsy misy
    fifankatoavana eo raha tsy MODY AHO ». Mila tanterahana ilay izy fa tsy hatao plis-vava fotsiny hoy bebenay izay.
    Dia ny tena marina dia tsy misy fankatoavana izany eo ka izay no mahatonga anareo foza rehetra mivadi-dela fa may
    volotratra,tsy misy saosy intsony ka izay koa no nampaharitra io FITOKONANA hataon’ny mpitsara io,izay koa no naha-
    lany an’i Mamy R satria mbola 400 no CT tsy nahazo vola dia hasesika indray i dada ho avy fa lany ny VOLA,ka ilay vola ka!!

  18. Fampohorohoroana ve sa TAHOTRA RY FOZA ITY mba vonovorona???
    ny ray amandreninao sy ny vady amanjanakao aloha hampanaovina asa
    anterivozona hanonotra ny asanareo sy domelina dia manaraka ny dadanay OK!!!
    efa vonona ny @’izany izahay fa sao manantena ny ho afamaina eo raha azonay eny kosa, dia eo dia mody mba
    adala fa Ravalo no naninona HI!HI!HI!!izay angaha no betsaka any???dia mody mba de hoe!!!!ha!ha!ha!!!dia tena izay
    mihintsy ve ilay izy sa matahotra ny ho TSIKERAIN’ny tantara eo ity maloto rehetra nafenina dia mamorona zavatra
    hataonareo no hailika @ olona fa angaha misy vENDRANA noho ianareo eto???maninona tsy endrasana ny fitsarana
    fa efa nalefanay ny afitoriana ahafantarana ny tena MPAMONO OLONA SY MPANGALATRA ry foza a!!rehefa voky
    taimborak’i chatai sy domelina any sy aty mihintsy no mba mitonantonana fa LERO NY KAPANY HAMELOMY NY
    VADI-AMANJANAKAREO fa aza dadanay no mba haniliana ny RIATRAREO fa any @ domelina mitaky ny HALATRA
    sy ny RA latsaka nanaovany sorona nazahoana ity SEZA » Pattes jaunes » no mihazona ny tongony,dia nahoana no tsy
    nahazo fankatoavana raha toa ka tsy nanao ratsy ry DOMA ISANY ????????????

  19. Vahoaka! le trucage était presque parfait mais seulement presque car cette note explicative ne mentionne aucunement les soi-disants jugements rendus contre Ravalomanana que vous avez ajouté juste en bas de cette note.Ca ne veut pas dire que le SADC reconnait ces jugements-là.
    Non, ça ne marche pas cette fois-ci.Une autre fois peut-être…Maître Hanitra ne ferait qu’une bouchée de vous.

    NOTE EXPLICATIVE SUR LE PARAGRAPHE 20 DE LA FEUILLE DE ROUTE

    Dans le cadre du mandat donné par le Sommet de la SADC tenu à Sandton et réitéré à Luanda, les 17-18 Août 2011, la Troïka de la SADC propose le texte suivant pour le paragraphe 20 de la feuille de route :

    La Haute Autorité de la Transition (HAT) devra permettre à tous les Citoyens Malgaches en exil pour des raisons politiques de rentrer à Madagascar sans conditions, y compris Monsieur Marc Ravalomanana. La HAT devra fournir la sécurité à tous les exilés malgaches rapatriés. La HAT devra développer et promulguer d’urgence les instruments juridiques nécessaires, y compris une loi d’amnistie, afin d’assurer la liberté politique de tous les citoyens Malgaches dans le processus inclusif de transition, débouchant sur la tenue d’élections libres, justes et crédibles.

    La Troïka souhaite apporter l’interprétation suivante du terme « sans conditions » énoncé dans les décisions du Sommet de la SADC.

    1. Les principes et valeurs de la SADC n’acceptent pas l’impunité. Le terme « sans condition » s’applique à la notion de liberté de rentrer à Madagascar pour tous les citoyens malgaches en exil pour des raisons politiques. Cela implique qu’aucune mesure administrative et politique ne devrait être appliquée pour restreindre ou empêcher leur liberté de rentrer au pays.

    2. Ainsi, « sans conditions » ne suggère et n’implique pas les citoyens malgaches rapatriés une exonération de poursuites judiciaires ou pour des crimes allégués.

    3. Les principes et les valeurs de la SADC reposent sur le respect de l’intégrité territoriale et la souveraineté des Etats membres. La SADC reconnaît et respecte la compétence, la légitimité et l’indépendance des systèmes judiciaires de ses Etats membres. La SADC n’a pas le pouvoir de s’ingérer ou d’annuler quelque condamnation judiciaire par le tribunal national de tout Etat membre.

    4. La SADC ne définit pas et ne détermine pas l’étendue et le contenu des lois d’amnistie des Etats membres. Il est du ressort des autorités compétentes de ses Etats membres de débattre et de s’accorder sur leurs lois d’amnistie en prenant compte des normes internationales applicables qui excluent de l’amnistie les crimes contre l’humanité, les crimes de guerre et les violations graves des droits de l’Homme et des libertés fondamentales.

  20. izany ka lehilahy, ary mitady hanomboka ho matotra i zandrikely, tsy mahandiso fanantenana ny tolom-bahoka tam 2009.Mila miatrika epreuve sarotra hoatr’ireny lery ahafahany tena manana Leader ship tsara.Ary hanova marina ity fomba fanaovana politika ity.

  21. manao ahoana daholo,

    Njara,
    misaotra tamin’ny fanomezana toky;miala tsiny fa poritra tokoa ny havanao!!!Izaho mantsy dia toy ireny mpanompo be ireny raha tianao ka tsy dia mba mahay kabary loatra;
    Momba izany mamy izany dia tsy fantatro;Villars (région Chartres 28000) no misy ahy;en tout cas ce nom ne me dit rien.

  22. Tsy mahita ve enao ry BEMAFOHY fa manamafy ny zavatra lazain’ny vahoaka ianao! tsy komanteko lava ny amin’iny.
    Ahoana ty bla!bla!bla! tsisy heviny sy lohany sy vodiny ty Rana a!
    Mazava ny tenin’ny Zandry: « tsy de missy atahorako an’i Levalo, mahazo mody izy, de ho hita eo… ». Vavakisoa misy sira io Rainivoanjo ô!
    Maromaroa ny toa io ry Vahoaka favy be ô! milay nareo e!

  23. Mody adala !!!mody gisa fa fantatrareo tsara ny nataonareo fa ampy ny famahan-dalitra,
    Mitady hirika fa KENDA mba hangalana aina aloha, tsy handaitra foana akory ity SAMPY
    oah e!!!manam-petra ny asan’ny SATANA. Charles sy Kottiti aza mahalatsaka izay tsy ho latsaka koa ny dadanay
    no mba HITETATETANA???TSY NAHASAKANA INTSONY DIA ETO NO MBA MAMPIHOROHORO HONO???
    hi!hi!hi!!!! matahotra ity vava be angaha???TSY HISY HIKITIKA NA DIA NY SINGAM-BOLO IRAY AN’I DADANAY
    eo akory fa tsy kely FISAINANA NOHO IANREO NY GASY !TENA GASY FA TSY FOZA MPITATY RANON-DOLANA
    TSOTSOKA REHETRA IZAO NO MBA HIANAKENDRY ETO. DADANAY TSY MAINTSY MIVERINA !DADANAY TSY
    MAINTSY MANDRESY! DADANAY MODY !!!!!!!

  24. Miarahaba indrindra e !
    Ravelojaona Fidy
    Tsy misy fisaorana fa araka ny efa voalazako dia leo ity Mpanodikodin-dresaka ity izahay !
    – Mahay mandrangitra ny olona izy ka lasa any daholo no atao reska fa tsy izay himasoana. Fantany tsara fa misy ihany mbola azony tairina ami’ny adalany sy fandrangitany. Raha hendry izy efa nanome hevitra an’i Domelina fa tsy hevitra ho an’ny Mpitolona ho an’i Pdt Marc Ravalomanana.
    Alao hery e . Ndao isika hihaona : http://lafy8.forumactif.ca

    Izay mazoto ny hihetsika dia taritina daholo, ka dia miandry izay tere-panahy.
    Soava tsarà daholo ary e !
    Somebiseby amin’ny fetin’ny faran’ny taona daholo izao e ! Sa tsy izany ranabavy ? Tongava e !

  25. Tongava e!!!!! nitady ianareo ka ahita!!!!!nileferana hatramin’izay ka be taim-bava fa ny action 0 manatody!!!! vovon’amboa tahotra no betsaka!!!! manaova ho jerena dia tongava ravalo iaraha-mahita! hahahahahahahahaaah!!!!!!!!!!!!!!!!

  26. Hi!hi!hi!hi!hi!!!tazomy aho oah!!!matiko io an!!!tazomy mafy be!!!
    Efa voky halahelom-bahoaka vao mody hoe : mandefitra an!!
    Hay ve fandeferana ilay antony tsy ahazahoana ilay fankatoavana e?marina izany!!matiantoka be ianareo
    nanao an-keriny fa toa tsy nahazo ilay fankatoavana hatr@’izao, atodio any @’ firenena mikambana ny
    Kalak dia METY HOMENY! alefa bomba a!!@’izay miakatra indray ny grade MORA e!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *