Archive for janvier, 2012

Ignance Randriamamiarizafy : Tsy olo-meloka ny filoha Ravalomanana ka tsy mila amnistie

Ignance Randriamamiarizafy : Tsy olo-meloka ny filoha Ravalomanana ka tsy mila amnistie
31 janvier 2012

Vitsivitsy ihany ireo mpikambana ao amin’ny CT sy CST no nikabary teny amin’ny kianjan’ny finoana teny Behoririka. Na izany aza —> MyDago.com

SMM : tsy hanaiky ny fampiasana azy, handray ny baiko avy amin’ny mpitondra intsony

SMM : tsy hanaiky ny fampiasana azy,  handray ny baiko avy amin’ny mpitondra intsony
30 janvier 2012

Taorian’ny fivoriana notanterahan’ireo mpitsara mivondrona ao anatin’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara na SMM, androany Alatsinainy 30 Janoary 2012 teny Anosy, —> MyDago.com

Me Solo Radson : « tsy nisy ny fandrobana ny trano sy ny entan’ny orinasa TIKO raha tsy nisy ny olona nitarika izany »

Me Solo Radson : « tsy nisy ny fandrobana ny trano sy ny entan’ny orinasa TIKO raha tsy nisy ny olona nitarika izany »
30 janvier 2012

“Tsy tokony mbola hisy ny fiantsoana tolo-bidy ho amin’ny fivarotana ny tanin’ny Magro Ankorondrano teo aloha, ataon’ny Antenimieran’ny Indostria sy —> MyDago.com

Magro an-tsary MILAY, 28 Janv 12

Magro an-tsary MILAY, 28 Janv 12
28 janvier 2012

Nanomboka tamin’ny nitenenan’ny Filoha Marc Ravalomanana ny andro iverenany eto amin’ny Firenena dia lasa resaky ny rehetra izy. Tonga ny —> MyDago.com

Ny andininy faha 16 ao amin’ny “feuille de route” : antsahatra daholo ny raharaham-pitsarana politika.

Ny andininy  faha 16 ao amin’ny “feuille de route”  : antsahatra daholo ny raharaham-pitsarana politika.
27 janvier 2012

Samy manana ny fomba fahitany ny toe-draharaham-pirenena ny olom-pirenena tsirairay sy ny mpanao politika eto Madagasikara, indrindra taorian’ny fivoriana nampiantsoan’ny —> MyDago.com

18è sommet de l’Union Africaine Addis Abeba : Interdiction au représentant officiel de Madagascar d’y participer

27 janvier 2012

- L’Union Africaine considère que le retour de M. Ravalomanana , dont l’atterrissage de l’avion a été empêché samedi 21 janvier —> MyDago.com

26 Janoary 2009 : Rajoelina Andry no tompon’antoka

26 Janoary 2009 : Rajoelina Andry no tompon’antoka
26 janvier 2012

Telo taona lasa izay no nanaovan’ingahy Ben’ny tanana tamin’izany fotoana izany,  tetika maloto nandrobana sy namonoana nyMalagasy sy ny toe-kareny.Tsy —> MyDago.com

PRESS STATEMENT OF THE MINISTERIAL COMMITTEE OF THE ORGAN TROIKA 25 JANUARY 2012

PRESS STATEMENT OF THE MINISTERIAL COMMITTEE OF THE ORGAN TROIKA 25 JANUARY 2012
26 janvier 2012

1.     The Southern African Development Community (SADC) Ministerial Committee of the Organ (MCO) Troika, comprising of South Africa as Chair, the —> MyDago.com

Tsy mila amnistia ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana

Tsy mila amnistia  ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana
26 janvier 2012

Nanao tatitra ny diany Tafaverina soamantsara teto an-tanindrazana androany tolakàndro ireo delegasiona avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana, notarihin’Andriamatoa Rakotoarivelo Mamy, rehefa —> MyDago.com

FISAORANA

FISAORANA
26 janvier 2012

Ny Ankolafy Ravalomanana dia manolotra ny fankasitrahana amam-pisaorana ho an’ ny Vahoaka rehetra, na avy eto Antananarivo na avy any —> MyDago.com

  • '

Switch to our mobile site