26 Janoary 2009 : Rajoelina Andry no tompon’antoka

26 janv 09  (97)

Telo taona lasa izay no nanaovan’ingahy Ben’ny tanana tamin’izany fotoana izany,  tetika maloto nandrobana sy namonoana nyMalagasy sy ny toe-kareny.Tsy tambo isaina ny fahapotehana sy ny fatin’olona tamin’ireny.Iza no tompon’antoka ? iza no nanome tso-drano ny vahoaka handroba? iza no nahazo tombotsoa tamin’ireny? Iza no ati-doha nikotrika ireny ?

Telo taona aty aoriana, tsy misy na dia iray aza voaheloka noho iny raharaha iny.Aiza ho aiza ny fanadihadiana nataon’ny zandary?  Inona no hevitry ry  Richard Baomba? Azo ekena ny tsy maty manota? Manao ny asana ve tsara ve ny « mpitsara »? sns….

Ny azo ambara dia fotoana iray nampidiran’ingahy  Andry Rajoelina Krizy ny vahoaka  Malagasy ny 26 Janoary iny .Ny mampalahelo anefa dia mandraka ankehitriny dia tsy hainy ny mamoaka ny Gasy anatin’izao fahantrana izao.

 

62 pensées sur “26 Janoary 2009 : Rajoelina Andry no tompon’antoka”

  1. D’autres révélations sur les coups d’Etat de 2009 se font entendre pendant que les négociations de sortie de crise se poursuivent.

    Deux semaines après celle sur la somme d’argent distribuée aux auteurs du coup d’Etat de mars 2009, le colonel Charles Andrianasoavina fait d’autres révélations sur les faits saillants de la crise, dont le « Lundi Noir » du 26 janvier 2009, le carnage du 07 février et le coup d’Etat du 17 mars 2009. Le colonel Charles Andrianasoavina en a fait une lettre qu’il a adressée au médiateur Joaquim Chissano. Sur l’événement du 26 janvier, appelé aussi « Lundi Noir », le Colonel Charles fait savoir qu’une réunion préparatoire s’est tenue le 19 janvier à 22 heures à Ambatomainty. Cette réunion a vu la présence de plusieurs membres du CST actuel, de deux chefs des gros bras et de 20 gros bras. L’objectif, d’après le colonel Charles, a été de constituer 20 groupes de 30 gros bras chargés de casser les grands magasins tels que Jumbo Score, saccager et incendier les Magro, la TVM, la RNM ainsi que les biens des nationaux et étrangers proches du régime Ravalomanana.

    Financements. Le colonel Charles Andrianasoavina affirme dans sa lettre que les coups d’Etat de 2009 ont été réalisés grâce aux financements apportés par les groupes et les personnalités qui sont actuellement proches de la HAT. Des opérateurs indo-pakistanais très connus de la place y ont injecté plusieurs milliards d’ariary. Trois opérateurs malgaches actuellement favorisés par la HAT sont également cités par le colonel Charles. Un membre du gouvernement et son oncle ont aussi apporté leur contribution financière (200 millions d’ariary) aux coups d’Etat de 2009. Le montant total des financements répertoriés dans les révélations du colonel Charles s’élève 12,2 milliards d’Ariary.

  2. Anjaran-tsika amin’izay ny manamparitaka ny info rehetra momban’io « Andro » io ry ravelonarivo â ! Ny sary ireo efa ampy dia ampy !
    Aoka isika tsy ho « menatra na matahotra » mandefa an’ireo sary ireo any amin’izay olona rehetra fanta-tsika, « na tsia » !

  3. Misaotra ny mpikarakara sy mpitahiry itony habbibiana tsy roa aman-tany itony.
    Izao no vidin’ity seza nangalarina ,ary io tsy msy resaka an! mody ilay 7 fev foana
    ni hirahiraina fa mba nisy pitik’ afo mantsy tao dia tadiavina ahilika ny riatra.Dia mahita torimaso tsara
    ve ray olona izay nahavanona izao????????aiza moa no tsy mamono heritreritra @ alikaola daholo
    ireto izy ny drogy tsy ferana.

  4. Ilay mouvance Ra8 koa nge no tokony mba hietsika é! Mba nisy fitoriana ve ,hita be ilay olona mahantra no exploiter-ndry Hat ,mba gasy mitovy rà @tena reny na mahantra aza !Ary maninona moa ilay mouvance Ra8 tsy mba mangataka ny « lumière » an’io 26 janvier io sy fevrier 2009 koa !
    Tokony hisy fitoriana eny @TPI fa tsy avela mora2 s ho faty2 foana reo olona reo !!!

  5. Jereo tsara ny sarin’io vehivavy bevohoka io! Jereo tsara!

    Raha tsy diso aho ary raha tsara ny fitadidiako dia rehefa vita izao zavatra izao dia nafenin’i Pape Benoit XVI sy ny église-ny tao aminy rajoelina izay vao nandeha tany amin’ny ambasady frantsay!

    Mazava ny zavatra azo atao momba an’izao! ANtotay ireo sary ireo dia asio fanazavana ary aparitaho eran’ny boîtes aux lettres izay misy anareo, dabiliom-pianarana (fac, lycée…), ny latabatry ny mpiara-miasa, eny amin’ny sezan’ny fiangonana rehetra (indrindra fa ny église catholique)! Azo atao izany ary efa nolazaiko tamin’ny androny!

  6. Misaotra anao ra-Solo, zavatra iray fanampiny dia ny fanohizana
    ihany koa ny TvPlus eto Dago!

    Aoka ho tsiahivina hatrany fa ny zanaky ny pasitera : Ny Hasina Andriamanjato – ny mafia Alain Ramaroson
    dia tra-tehaka tanaty fiara dahol

    Raha natao nangirifiry ireo magazay Sinoa, dia mbola mipetraka no sady kôpy izahay fa lasa valiny ihany koa hoe « fa naninona no tsy voakitika na ny pitiny aza ny an-dry zareo INDO-PAKISTANAIS & FRANTAY »?

    Ankehitriny ny tena mahonena ahy dia ny nanapotehana ny voahorina rehetra tao aminy, sy namonoana tamin’ny fomba feno habibiana ireo olona mpiasa : tao amin’ny MBS & TIKO, tsy hadino fa niainga teny amin’ny fonenan’Andriamatoa Mox Ramandimbilahatra.

    Izay voasoratra dia voasoratra: TOHIZO NY TANTARA AMIN’NY FAMPIDIRANA NY ANDALANA NOSORATANA ARY NAVOAKAN’I CHARLES ANDRIANASOAVIANA AN

  7. Fantatr’izao tontolo izao fa i Rajoelin-doza no responsable na ny t@ 26 Janv 2009 na ny 7 Fév 2009. Tsy ho afa-maina io terroriste international io ary ho avy aminy ny tsy mety. Efa contre azy sy ireo olona vitsy manodidina azy ny Malagast tonga saina rehetra! Jiolahim-boto nanapotika ny firenena raha io Rajoelina io!

  8. Alefaso any amin’ny CONTACT-NAREO REHETRA KOA, miaraka amin’ireo sary sy documents eo ampelatananareo koa ny PETITION MANGATAKA NY FIVERENAN’INGAHY PRESIDENT RAVALOMANANA ê !
    Ao amin’ny Collectif GTT ny lien, ary mba asaivo manao sonia.
    Nitarazoka foana isika, dia  » les souris dansent, quand le chat n’est pas là  » !
    Tsy eo i Dada, dia faly ny fouzaouranus !

  9. Eny oa
    raha notaominy ny vahoaka rabe 777 tanora ROSSY handripaka ny ain’olona izay mbola miandany mifikitra amin’ny ara-dalàna, hiakatra haka ny lapan’ny presida voafidim-bahoaka, ny andro sabotsy 7 febroary 2009
    (na hisy rà mandriaka aza)

    tamin’iny 26 febroary 2009 iny izy,
    nangoniny hidina eny an-dalambe ny vahoaka rabe 777 tanora ROSSY
    hanaisotra amin’ny fomba feno habibiana ireo zay mbola miziriziry tsy mankatoa ny tenin’ny sefo Satan personnifié mba hitavanan-dry masombody vahoaka rabe 777 tanora ROSSY

    Na izany aza anefa, dia nafaran’ny reny malalany Frantay fatratra sao hadino fa misy ny cibles efa no-mémorisées sao hadino ny lesona : na ilay LEADER ANDRY RAJOELINA, na ireto vahoaka rabe 777 tanora ROSSY bien entraînés sy nomena ny ration DROGUE VAO MARAINA VAO NIFOHY

    Teny antsefantsefan-dalana dia nahazo morse ihany koa izy ny tokony hisitaka fa sao taraiky ary nanome toky ireo marivo salosana mba hANDRY ivoho-vato sy ametraka ny fitokisana an’ireo efa tsara entraînement eo @ habibiana sy ny setra isankarazany!

    Tretrika ery vahoaka rabe 777 tanora ROSSY fa occasion haha-JE SUIS azy tsy misy toa io = hanana atoraka ary hampanankery ny LOI DU PLUS FORT PAR LES MUSCLES nourris de DOPPING – et à défaut les ARMES QUI TUENT leur promettent
    (il suffit au préalable de se ravitailler des munitions chez papa fau KADHAFFI)

    IZA ARY NO TSY MAHALALA FA:
    « Hampanana ireo tsy manana »
    no tarigetra nodradradrainy erak’analakely

    Indrisy fa tonga hatramin’ireo firenena avy any ivelany prédateurs profiteurs fa braderie hamidy ambongadiny i Dago
    – DIXIT ANDRY NIRINA RAJOELINA

    LE LEADER DU MOUVEMENT ORANGE
    des putshistes
    de tous les voyous et mal-élevés que ce soit en boîte en air libre ou huis-clos

  10. Ho an’izay te-hividy : MADAGASIKARA MORA Ê !!! CE PAYS DU « MORAMORA » OÙ TOUT EST MORA !!

    26 JANVIER 2009 : DEBUT DU « TSENA MORA » !

    MORA DAHOLO NA NY FOMBA FANAOVANA PÔLITIKA,……, NA NY V… AZA !!!

  11. Efa telo taona very ve noho ny sentosento be loatra sy fijery milasilasy na antony afa koa e?
    Eny satria niharihary sy nivandravandra be loatra izany fahatarana izany ka nararaotiny fahavalo izay efa nandamina teti-dratsy hatra@ nanombohany fanjanahana ny nosy ka hatrizao fa ny mpitondra amperinasa fotsiny no miova anarana sy haromotana!
    Ka ampiasao ny internet manome adiresy isankarazany afahana mandefa sary koa eran-tany FA tsy vitany hoe samy malagasy na an-toeran na ampitandranomasina.
    Tsy fantatry ny olona marobe hoe aiza izany Madagascar ary toa inona ny olona sy ny tantarany; ilay film gaigy iny ihany no fantatry ny olona e!
    Antsika no mampahafantatra ny fisiantsika fa tsy avela ho ny frantsay mpanjanaka foan no hanoratra ny tantarantsika e!Ry zareo mahazo vola+dera/boky soratany ary isika sady very tantara sy fanahy no very vola hividy ny resaben-dry zareo vao hifehy ny tantarantsika!
    Ary soa fa eo ny internet hanitsina izay fantatra ka hampitombona izany ahasoa ny rehetra, indrindra izay tsy afaka mandalina noho ny fotoana na fotsiny tsy fananana saina mikarokaroka e!

  12. Kintana
    Io indray ilay « V »!!!! Afa tsy ny fiainana ihany no lafo sy ny FAHAFAHANA,fa ny
    haratsiana rehetra dia mahazo manao izany ankahalalahana daholo ny bodo sy
    adala rehetra. Ny FAHATSARANA SY FANDROSOANA ary ny FAHAMARINANA
    vidiana lafo fa ny LAINGA ny HARATSIANA REHETRA MIBANAKA( ho ny tanora).

    Hilaina mihintsy ny fanazavana toy itony ry Hoaiza ho henon’ny lava-tsofiny
    sy ho hitan’ny voamason’ireo foza sy ny MPISOLELAKA,mpitaty rakena heretra,
    mamba reraka.sao heveriny fa misy azo fahanan-dalitra lava eto.

  13. Marina ny anao randria !
    Raha mba miresaka ny momban’i madagasikara ny tenako, dia hoy ilay olona :  » Que voulez-vous ? C’est un petit pays pauvre, qui n’intéresse personne » !
    Olona mba azo atao hoe nahita fianarana anefa izany ! Tsy fantany akory izay miseho any atramin’ny 2009, ary tsy mahafantatra akory izy hoe inona no tena harenan’i Madagasikara !
    Plage sy lémuriens sy OLONA MAHANTRA ( TSY MERCI RY PERDROPED ) no hitany amin’ny Télé !
    Ka hoy aho hoe aminareo : Anjaran-tsika ary adidin-tsika ny manao an’izay REHETRA TOKONY ATAO !
    ZON-TSIKA MIANAKAVY NY MIADY AMIN’NY FAHAVALO, ARY NY LALÀNA VELONA SY MISY ARY NY FAHAMARINANA IHANY NO FITAOVAM-PIADIANA ENTIN-TSIKA MANOHITRA NY FAHAVALO.
    TSY FOMBAN-TSIKA NY MAMONO OLONA, NA MAMPIOROHORO !!!
    RAHA MANAO RODOBE ISIKA, DIA AMPILAMINANA !!

  14. ranavalona,
    Tsy misalasala mihintsy anie ilay fouzaoranus mivarotra an’io, mba azahoan’izay tadiaviny ê ! Ianao ‘ty angaha ?? Misirkila ny vaovao anie ê !

  15. Randria!Marina dia marina ny anao fa tena ny vazaha no manoratra ny tantarantsika izay manana ny maha-izy azy rehefa mamaky boky nosoratana olona avy amin’ny firenena hafa (Holandy, Angletera)ianao.Raha mitady ny anaran’ireo tena masoandro nipoirantsika isika dia any angletera ny arsiva sasany (taratasim-piangonana indrindra) no ahitana azy.Ny tantara soratan’ny vozongo dia mitsivalana indraindray.Amin’ny lafiny mozika sy zava-boary no tena alalan’ny any ivelany an’i Gasikara na voalohany aza isika amin’ny taranja fantajahan-tena toy ny pétanque(junior),ny mathématiques(résolution d’une équation au quatrième degré).Nisy fotoana aho naheno hoe nahita fanafody hisorohana ny sida fa toa tsy lasa lavitra ilay izy.Maro manam-pahaizana ny malagasy fa ohatran’ny tsy maintsy mandalo amin-dry zareo frantsay vao mety ho lany tsara sy fantatra ny haitao sy fanandramana vao misy akony;Mampalahelo.Dia miverina amin’ilay nambaranao tary aloha indray ilay resaka.

  16. Aza misy matoritory intsony ê !
    Efa ela aho no niteny tamin’i Alidera AR sa moa i Ziry Onésime hoe, misy mitady ho atao : ANDRIANOMPAINIMERINA AO ! Mpanjaka vaovao !
    Tsy maintsy amelarana tapis oranza, na aiza na aiza mandeha na haleha !! Atsy ho atsy tsy maintsy hanimpazana voninkazo koa, dia misy mampielo rahatoa ka migaingaina loatra ny ainandro !

    Hanjaka fa tsy hitantana !! Dia hisy RAINILAIARIVONY VAOVAO KOA !!! Koa iza amin’ireo miodikodina sa manodikodina ny saim-bahoaka ireo no ho Rainitaiarivony ???

    Ce n’est pas en b..ouffant avec les fozaouranus que l’on va trouver  » la voie de la perception » !

  17. Manohy kely ihany !
    Mangataka kely anao ny vahoaka r’Ingahy Mamy Rakotoarivelo, mba azavao kely amin’ny vahoaka malagasy hoe : IZA MARINA NO LEHIBEN’NY ANOKO TIAKO I MADAGASIKARA ????

    MATOA IANAO MANTSY, ARAKY NY FIJERINAY AZY EO AMIN’IO TOERANA MISY ANAO IO, DIA AMIN’NY MAHA LEHIBEN’NY TIM NY TENANAO !!!
    Inona indray ity hoe : Yvan Randriasandratriniony Président-n’ny TIM ary Raharinaivo Porte-parole ity ?

    IZANY INDRAY ANGAHA NO HAFATR’I DADA, NA BAIKO VAO NOMENY ??? NA EFA IANAO KOA IZAO NO MANDIDY MANAPAKA AO AMIN’IO ANTOKO IZAY HIARAHA-MALALA FA NY PRESIDENT RAVALOMANANA NO NAMORON’AZY ???

    MBA MILA FANAZAVÀNA MAIKA IZAHAY !! NY TOKATRANO TSY AHAHAKA, FA MIVAOKA ANY AMIN’NY GAZETY NY « VAOVAO » KOA DIA TALANJONA IHANY IZAHAY !!

    TSY TIM IZAHAY, FA MBA TIANAY FANTARINA HOE MENDRIKA NY MBOLA HO TOHANANA VE IANAREO, SATRIA IREO MPAMITAKA REHETRA TOA TONGA MITANGORONGORONA TOY NY PARASY…

  18. Aza mihoraka woa ry terak’i Rainivoanjo raha tsy tafavoaka ny ala a! fa naninona no tsy nisy na de iray aza ny CI nanameloka an’iny 21 Janvier iny? Satria hitan’olona fa raha vao nanolotra ny lettre de créance t@ HAT ny ny UE, de hatenda ny ain-dRainivoanjo, fa lasa @zay Rajoelina, ary fantatr’izy ireo, fa tsisy stratégie afa-tsy BLOCAGE, SABOTAGE, TERREUR, de handroso Levalo maty renibe, hihemotra maty renibe. Efa vita calcul daholo woa reny décision noraisin’i Zandry ireny. Mbola ho aiza ny hahazo, raha saina maloto handatsak’ain’ny tsy manantsiny indray no tao an-doha e! hanimba zay efa natsangana, hanao KO an’i Mada de avy eo hiteny woe izy no MESIA. Tsy adala oa ny CI, ary avelao ny maty hananana ny dignité-ny , fa aza milalao faty lava eto, fa tsy misy lian-drà otran-dRainivoanjo akory. Par tous les moyens woa, tsy avelan’ny Zandry ho tafaverina eo iny ratsy loha iny. Hadalan-dreto mbola mijapy soavaly maty ireo! toa nampiesonin’i Mamy sy Hanitra daholo, ka kenda refa nivoaka ity ny marina. Manaova INTOX foana oa, fa ny lainga toy ny salaka, ka mamatotra ny tompony ihany!

  19. Lasa nivarotra « saka be loha » any Addis Abeba indray hono i Nini ê ! Iza indray no hividy ?
    Fa maninona no tsy i Perot no nandeha tany sa « be mpahafantatra » ?

  20. Sao dia efa misy MIVIKA ao @ antokon’i dada ao???
    Enga anie !enga anie ka fampiadiana fotsiny izany fa tsy VAO2 marina.
    Raha izany no marina dia asa angamba?????sady tsy misy hanaiky izany eo tsy akory.
    Fandranintana fotsiny izany Kintana a!!Sao dia ohatra ilay FANAMBARANA OMALY e?????
    Tsy mino aho!!,dia inona koa ny manaraka????handemena sy hanasaraham-bazana ny
    Gasy,ny atoko angamba no ho rava fa tsy ny zanak’i dada tsy akory. Dia aiza i Guy Rivo
    @’izany vao2 izany???aoka isika tsy handairan’ny TSAHO e! TOA MITADY HANDOVA
    MBOLA VELONA IZY IZANY!!!!!!tsy haleoko lavitra aza hoe: i FETISON ,farafah’alikamatiny.

  21. Nankaiza i BabyF?

    F’inona fa sendra tafandalo teny Behoririka aho o,aly hariva dia niditra tao amin’ny Magro ary nitondra voan-dalana =porte-clé misy ny sarin’i Dada8

    Efa miresaka ny kristianina,
    dia maha-velom-panontaniana ny amin’ny nalehan’ny pastera fjkm maromaro isany liana 3V:
    – Andriamanjato
    – Rajakoba
    – f’indrindra i Paôly RAMINO

    sô taitaitra ny mena miraviravy manodidina ny « V » fotsin

    Asa izay mety ho zanahan’i RAIAMANDRENY fitia te-hiroro eo… hum ry denise tanora mora pôlipôlin eo manome toky kay!

  22. I Nini angaha tsy fantatrao ê ! Mpivarotra saka be loha gravy be ! Aza mba mifanena aminy fa dia amarotany saka mora fotsy ianao, dia tara sy midonaka eo !

    Mikasika an’ilay ionfo etsy ambony, rehefa nataoko ny fanadiadina, dia tsy marina, fa vaovao efa lany andro no hitan’ilay olona. Ny zavatra fantatra fa marina, dia be ny copinage, sy ny hoe « mbola misy izay tavela » ao amin-dry zalahy !
    Autant pour nous légalista hoy ry zalahy ! Efa faly ery ‘lay fouzaouranus itsy ambony itsy !
    Fa ity resaka famotsoran-keloka sy ny karazany ity dia tsy haiko mihitsy ny fomba fitondran-dry zalahy azy !
    Izao ‘lay zanakiso dia hoe tsy vita alohan’ny 29 février izany indray hono, izany amnistie izany !
    Raha dinihina dia avaokany mialoha ny azy, satria ry zareo TENA NAHAVITA HELOKA INDRAY NO MISEHO HO MILAY ! Ny tadiaviny dia ny tsy hiverenan’i Dada !
    Tsy mila CT na CST mandinika an’izany rahatoa ka tiany hivaha haingana ny olana !
    Raha izany no hoe tsy maintsy anaovana tsanga-tanana, dia tsy ho lany mihintsy satria MINORITAIRES NY MPIARO NY ARA-DALÀNA ; ny vokany dia hifandika be amin’ilay FDR !

    Mazava ny azy izay, dia inona indray no ho ataon-dry Mamy sy ny tariny !

  23. HoAiza,
    Ito iany zà fa manarangarana aloha miandry ny vaovao ho tonga.

    Ho an’i Rabe be Psedao, aza eto no miboridana mihosotra DILOILO fa mahamenatra ny malagasy. Ndeso any ankabinea ny bouteille nô de lolohavo any antranonao ny lambanao fa aza atao miseho masoandro !

  24. Izaho koa nihavitra hoe dia hanao vendredi joli ve amin’izao fitsigerenan’ny andro nampalahelo izao ?
    Lasa indray izany ny fanondranana OMBY any Comores, kanefa tsy mahazo atao, na omby velona na maty ! Dia iza indray no mpiatoka an’izany ?
    Marihina fa tamin’izany « androny », dia ANY ANATY OMBY VELONA, no fanondranan-dry zalahy volamena sy vatosoa !!!
    Avy aiza no nampidiran’ny azy hoy ianareo ? Tsy nohanin’ireo omby mihintsy â !

  25. Ino rah volaninô ty Baby???Miakapokapoka iô tsy hainô???Vôty izy io e!
    dada tsy maintsy navė e!n’ino volanindreo ? dada navy no antsika jiaby e!
    Ambelao fô izy koa rerakė!!vorikandre mipody aminy tsara be fa aza matahatra anao!!’zay izy ėdė!!
    tsaratsara jiaby!!!

  26. Ary tany tsy hita izay nolazaina fa efa aty vao miakapokapoka ity ilay RATSY BE anakiroa.
    Lahy antitra tsy mahay manaja tena,dia ity kala mpams miseho atoandro.

  27. Tsy te hitsikera n’iza n’iza aho fa ny fantatro dia izao :
    – Tsy mahatsiaro tena fa nandetika ary namono ny Firenena i Rajoelina . Olona tsy voafidy fa nanao fiavina dahalo mpananibohitra . Izy no tena tompon’andraikira tamin’ny nahafaty ny olona maro . Izy no tena nanao crime de sang fa ny fitsarana mitanila Tsy hanao demokrasia izany izy fa toy ny iraka hampiady antsika samy malagasy. Tsy mendrika ho amina toerana politika izany fatsy niomana tamin’izany akory porofo ny tsy nananany projet de société akory. Tsy mahalala menatra . Ny olona nomen’ny vahoaka fahefana ara-demokratika na fifidianana anaty birao no mahazo mametaka ny sary amin’ny biraom-panjakana nefa dia tsy mahalala menatra

  28. Ny mampalahelo anie ry raibe, dia ISIKA MALAGASY NIARAN’NY SOTASOTA ( Tsy fantatro ihanao io hoe iza na avy aiza, fa ny hoavin’ny taranakao sy ny ahy dia miankina amin’izay hiafaran’izao zavatra izao ), DIA ISIKA VAHOAKA INDRAY NO TOA MIPIRIPIRINA, TOA MIFEZAKA HOY RY ZALAHY IZAY !
    MBOLA BE VAVA SY BE ZESTA INDRAY ILAY RATSIRAHONANA TOKONY HO TAPAHIN-DOHA IO !

  29. Averiko eto indray !
    Ndao samy manao izay vitany amin’ny Proposition omen’i AlideraAR !
    Ny zavatra heverina fa kely toy izany no hahavitàna zavatra, koa samia mano :
    « Alidera A.R. dit :
    27 janvier 2012 à 1 h 51 min

    Jereo tsara ny sarin’io vehivavy bevohoka io! Jereo tsara!

    Raha tsy diso aho ary raha tsara ny fitadidiako dia rehefa vita izao zavatra izao dia nafenin’i Pape Benoit XVI sy ny église-ny tao aminy rajoelina izay vao nandeha tany amin’ny ambasady frantsay!

    Mazava ny zavatra azo atao momba an’izao! ANtotay ireo sary ireo dia asio fanazavana ary aparitaho eran’ny boîtes aux lettres izay misy anareo, dabiliom-pianarana (fac, lycée…), ny latabatry ny mpiara-miasa, eny amin’ny sezan’ny fiangonana rehetra (indrindra fa ny église catholique)! Azo atao izany ary efa nolazaiko tamin’ny androny!  »
    Mba manantena ny hanao toy Printemps arabes isika ve ?

    Manaova ary, aza miady amin’ny reska adala fotsiny, fa

    MANAOVA HO HITA !

  30. Mazava ny zavatra azo atao momba an’izao!
    – ANtotay ireo sary ireo

    dia asio fanazavana ary aparitaho eran’ny boîtes aux lettres izay misy anareo,
    – dabiliom-pianarana (fac, lycée…), ny latabatry ny mpiara-miasa,
    – eny amin’ny sezan’ny fiangonana rehetra (indrindra fa ny église catholique)! Azo atao izany ary efa nolazaiko tamin’ny androny! »
    – ary koa eny amin’ny Seranam-piaramanidina alehanareo
    – gares rehetra, na ao Paris fotsiny aza !


    Eto dia midera manokana ny soso-kevitr’i AlideraAR aho !

    Ataovy vonona any anaty fiara, ka raha vao mijanona dia mametraka !
    Mba manantena ny hanao toy Printemps arabes isika ve ?

  31. En flanant par ci par là, j’ai trouvé un ecrit d’un Internaute, et bien sur j’adhere à son analyse :
    Rasoulou dit :

    « M.Rajoelina,

    Vous êtes un « bâtisseur des ruines », en référence à votre discours à Tamatave où vous dîtes que vous êtes un bâtisseur mais non un destructeur, puisque M/car fait partie des derniers de peloton en matière de performance économique (macro-économie), et le malgache et les entreprises s’appauvrissent de plus en plus (micro-économie), les difficultés financières s’accumulent de jour en jour depuis que vous étiez au pouvoir : défauts de trésorerie partout et investissements inexistants.
    Je vous fais remarquer que Madagascar était en bonne position en 2008.

    « Il faut éteindre le feu qu’on a proprement allumé », vous avez pris l’option d’un coup d’Etat en 2009, il faut en subir les conséquences (refus international,désordre, insubordination, indiscipline, fracture sociale….), et il faut savoir les gérer, mais ce que je vois c’est plutôt une fuite en avant (toujours des excuses bidons : manque de financements internationaux, faute aux opposants et de Ravalomanana…), des exactions et répressions ( des bombes lacrymogènes,interdictions de manifester…)

    « Arrêter Ravalomanana à tout prix, même si on verse le sang des innocents, même si on tue ses partisans », ça c’est ce que j’appelle :« CAPRICE D’UN ENFANT » irresponsable, qui veut tout avoir en dépit de tout, et qui ne cherche pas une solution intermédiaire, toujours l’extrême, vous êtes extrémiste, vous êtes jusqu’au boutiste, comme les intégristes.

    VOUS ETES DANGEUREUX pour MDAGASCARCAR et LES MALGACHES, c’est mieux pour vous d’avoir une fin tragique comme vos copains : Kadhafi, Ben Laden,Moubarak extrémistes également .C’est pour cette raison que si vous serez au pouvoir, aucun pays ne va aider Madagascar à part votre copain Sarkhozy, puisque les états voyous sont mis au ban du concert des nations(Corée du Nord, Birmanie,Syrie,Cuba).

    Il est encore temps, vous devriez DEMISSIONNER, AU PLUS VITE, VOUS N’ETES PAS A VOTRE PLACE, vous mettez en danger la vie de tous les malgaches. « 

  32. Efa fantany io fa toerana tsy sahaza azy fa ilay toetsaina io hoe:
    « SADY TSY HO AHY NO TSY HO AN’NY HAFA » dia POTEHINA,
    ny fanararaotana @ fandrobana ,ahorona aloha izay MIBANAKA manala ny fony
    izao izy, sady tsy hoa azy io no tsy anazy,revingadra no betsaka ,FISAINANA TSY AMPY fandinihina.
    Dia terena @ SAMPY ny sisa tsy vitan’i KALAK ,dia fafy lainga MANGINY FOTSINY,fa mandra-pahoviana????
    Tsy hisy farany daholo angaha ireo????

  33. Hello Baby ! hello Ranavalona !!!

    Voilà ! c’est fini ! j’avais une page entiere pour moi tout seul ! Mais vous etes là ttes les 2 et j’en suis ravi !

    Je trouve que j’ecris mal et souvent….assez virulent !!! Alors je me suis dit qu’il y ades gens biens 😉 qui ecrivent bien mieux que moi, et qui disent ce que j’ai envie de dire, alors, je vais faire pareil assez souvent.
    J’amenerais ici des ecrits ……qui viennent d’aileurs, et ne verserais plus dans les critiques trop febriles.
    Je vais essayer de construire en critiquant comme le fait Mr Rasoulou 😉

    Bravo à ces gens qui luttent dans l’ombre, sans crier gare, mais utilement et SURTOTU POSITIVEMENT.
    Je suis persuadé que Mr Rasoulou est un français, comme quoi, il dit bien ce que j’ai envie de dire : Il n’y a pas que des mauvais français, y en a aussi de bons, amoureux de notre paisible pays, et de ses habitants autres que…fouz…our….anus. 😉

  34. miandry izay mba hetsiky ny mpitsara izany sisa koa inona ry Josefa efa ny eraky ny faritra
    ity no mihetsika,tsy misy mpamono afo intsony angaha koh!!!

    Njara! mety tsara izay voasoratrao fa aza matahotra ary izaho aza gaga tato ho ato fa tena toa lasa NASIAKA be
    dahy ,ary tena hitako fa tena miady mafy daholo ny rehetra eto dia maro koa ireo zanak’i dada miditra tsy misalasala,
    tena mahavelom-bolo ,kely sisa e!!mahereza daholo ry akama isany !!homba antsika Andriamanitra!!!
    Eto foana izahay sy Baby miandry an’i dà!!

  35. Ireny no lesona homen’ny vahoaka reefa mandroba ny fananambahoaka ny mpitondra ary mametraka ny toerany hoe intouchable ka manjakazaka. Tam TV plus no naverina ilay sary.
    fa ny tany am province no tena tsara satria ny Magro sy Tiko, mbs ihany no norabain’ny vahoaka fa ny fananambahoaka tsy nisy nikitika.

  36. Ireo ny sary mikasika ny zava-bitan’i rajoelina sy Satanie miaraka !
    Aoka tsy ho adino.
    Ireo fatin’olona ireo tsy misy azo lazaina hoe mpiasa tamin’ireo voatonona ireo (magro-mbs-Tiko…) ry « Tanora Gaigy sy Vendrana » a!
    Allez ! Dehors !!! Couché !!!

  37. Tohizo ny lohan’andevonareo ry mpanao partoutizy, fa tsy misy zavatra hainareo afatsy ny mangalatra, mandroba sy ny manao loham-boto, toa an’ilay domelina lelafinareo isan’andro io â !!
    Fianakavian’ilahaisany ihany no hamanizan’ialahy isan’andro eo ! Tsy misy eritreritra fa vongany mihintsy !
    Izao ny olona rehefa avy nanalika ny malagasy nandritry ny telo taona, dia iny izy ny andeha hitsaoka ! Ny fianakavian’ialahisany angaha ry fouzaouranus ho lasa frantsay daholo ?? Tsy maintsy misy tavela ao, ary mino aho fa manozana an’ialahisany fouzaouranus daholo izy ireo !!!
    Ny havan’ny tena ihany no manozona ! Mba aza voan’izany ry mpiaro ny ara-dalàna !!

  38. hatsembohan’ny Malagasy nandritra ny 7 taona lasa an ampaosin’ny ra8 ireny norabaina sy nodoran’ny vahoaka ry Njara a.
    mba hainao moa fa isaky ny mihinana yaourt na mahandro menaka ny malagasy iray taloha dia mandoa vola am ra8 irery, miampy ireo ampihimamba fananan’olona rehetra.nefa dia tsy nandoa hetra na ariary aza satria tsy nisy nahasahy niteny azy, na ny olona teo akaikiny aza satria mahazo aminy.
    lesona homen’ny vahoaka an’ny mpitondra ireny, na iza na iza, koa aza marary fo ry Njara fa mbola hananan’ny taranaka Malagasy trosa be dadanareo.

  39. Izao ry loham-poza sady mamelona no mamafa ny vodin-karana amin’ny lelany !
    Hihinan’ny anganony ry foza rehetra ato ho ato ! izao ny sasany efa lasa nitsaoka any Chine sy lafrantsa ! Fa ho hitanay foana na aiza na aiza no alehany !
    Ny mpams sasany mody mivady dela, mitady hanadio sy manatsara tena ! Indrisy efa nolotoin’ny sasany ka tsy ho avotra intsony ! Izany mba ataovy ao an-doha ry veta petakorona !

  40. Fa iza indray no nitsoaka ry Kintana!!!izany no aina koa te hanao??hay ny aina any @  » V » daholo??
    mba hindramiko kely aloha ilay « v » e!!!izay no lazaiko fa manana ttasy vazaha daholo angaha ka tsy
    mifaka aho!!!fa raha mbola ttsy Gasy aza mbola miseho ho MILAY ry foza fa tsy ho afa-bela eo a!!!

  41. Tongava soa Mme Lalao Ravalomanana
    Envoyé par: Rakotondrazaka (Adresse IP journalisée)
    Date: mer 1 février 2012 12:36:47

    12h 00 : hiverina an-tanindrazana amin’ny sabotsy 04 febroary 2012 ho avy izao Ramatoa Lalao RAVALOMANANA vadin’ny Filoham-pirenena. Araka ny fampitam-baovao dia ny Filoha RAVALOMANANA no hilaza ny andinindininy momba izany anio hariva eo amin’ny Kianjan’ny Finoana.



    Io ary ilay nolazaiko anareo ry Bavy isany :

    Tongava soa Mme Lalao Ravalomanana
    Envoyé par: Rakotondrazaka (Adresse IP journalisée)
    Date: mer 1 février 2012 12:36:47

    12h 00 : hiverina an-tanindrazana amin’ny SABOTSY 04 FEBROARY 2012 ho avy izao Ramatoa Lalao RAVALOMANANA vadin’ny Filoham-pirenena.

    Araka ny fampitam-baovao dia ny Filoha RAVALOMANANA no hilaza ny andinindininy momba izany anio hariva eo amin’ny Kianjan’ny Finoana.

    Betsaka indray no vaky, potipotika, silatsilaka sopapa tsy mahatàna pipi intsony 😉
    Haloto be indray koa ny zoro tranony !!!
    – MDR – OMG !!!

  42. Hitanareo fa rehefa mahazo : allez !Dehors ! Couché! ny mpamafa tranon’i « sefo » dia tena mangina tokoa ?!! 😉

  43. merci Josefa am clip, fa tena mitantara ny hadalan’ny mpanao politika gasy,ny fitiavan-tenandry zareio sy ny fangoronan-karenany.indrindra moa fa ireo filoha 3 teo aloha.

  44. Vaky tatavia ve ry dahy????te hanao aminy eo koh!!!
    Manao ratsy tsy mahalala maty!!!iny indray no tsy hitany iny
    fikan’i dada sy neny tampoka iny koh!!!mety be ilay fika aloha e!!faly tena faly aho!!!!
    Enga anie ka ho tanteraka!!!

  45. Ohatrin’ny alika koa ity alika!!!dia ireto foza ozy!!!tsy misy valaka!!!
    Dia taha-dray ( domelina io an)!!!!ka itony alika kely tsy haninontsy haninona
    itony mihintsy anie no mba miseho ho MITANDROKA aloha ilay alika GOAVANA
    noho ny tahotra dia ny azy no ataony TONGA ALOHA e!!!!!!

  46. Tena hitako fa misy marina betsaka ny zavatra lazain’i Nicodeme ato :

    Copier-Clloer ihany ity :

    Misy loza mitatao : Feno fandrika ny « code éléctoral ». Feno fanambaniana vahoaka tsotra izao. Santionany ireto :
    – nahena 21 jours fotsiny ny fotoana anaovana prôpagandy. (Efa nahazo tombony t@ fafy lainga ny FAT. Dada no kendrena tsy hanana fotoana lava hivezivezena intsony.)
    – Ny listes éléctorales feno hosoka hatr@ andron’i Sesily Manorohanta no any @ birao any. (Ary vao nomen’ny FAT baiko ny délégués vao tsy ela izay fa izay mahay mamolavola listes sandoka no mahazo cadeaux. Manan-kavana délégués sorena @ fahitana délégués manaiky ny baiko nomen’ny FAT io aho.)
    – Ny CD fanaovana listes éléctorales hosoka efa ao amin-dry TGV hatr@ ela : hofoana ny valim-pifidianana @ faritra maro Analamanga, Itasy, Antsirabe, ….
    – Ny Bulletis uniques dia loza. Tsy ampy ny hanazava azy raha 21 jours fotsiny ny prôpagandy. Hanome vato candidats hafa ny olon’i Dada any ambanivolo any.
    – ireharehan’ny FAT fa efa tonga ao @ Imprimerie Nationale ny fitaovana raitra ka vonona @ Fifidinana izy ireo. (Fitaovana mametraka OVNI tahaka ny niseho tany Mauritanie.)

    Dia hovelona ndray ny korontana aorian’ny Fifidianana.

    Nefa i TGV efa déclaré tao @ RFI sy France 24 fa Ouatarra bis.

    Izaho aloha dia miteny aminareo fa tsy soloin’i SADEC intsony izay lanin’ny CT sy CST eo.

    Jereo ny CT sy ny CST neken’ny SADEC na dia élargies fotsiny aza fa tsy rénovées totalement. Jerao fa nekena ireny assises rehetra ireny. Jereo fa nekena ny Gouvernement na tsy manaraka ny isa nosoniavina aza.

    Sa ianareo matoky fa afaka hanova ireo i Dada raha tonga ? « Hitondra Filaminana aho fa tsy hanakorontana sanatriavin’ny vava ! » hoy izy. »

    Anareo Manao Politika ny mandinindinika sy ny fanapahana amin’ny fahamarinan’izany Tompoko !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *