Araka ny fandraisam-pitenenana izay nataon’ny profesora Zafy albert tamin’ny fifampiarahabana , noho ny fahatratrarana ny taona vaovao, teny amin’ny villa Elisabeth ny faran’ny herinandro teo, dia hanatanteraka fanateram-boninkazo ny Ankolafy tarihiny. Amin’ ny talata 17 janoary 2012 izao izany ary eo amin’ ny “kianjan’ ny demokrasia Ambohijatovo”, izay nitokanan’ ny filohan’ny Tetezamita, telo taona lasa izay.
Azon’ ny vahoaka otronina izany hetsika izany. Efa nahavitana fangatahana alàlana rahateo izany, tany amin’ ny “préfet de police” mpiadidy ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ ny hetsika toy izany, omaly. Mba ho famerenana ny fanjakana tan-dalàna eto amin’ny firenentsika io, araka ny tafa fohy nifanaovan’ ny solontenan’ ny Ankolafy tamin’ny mpanao gazety, taorian’ny fanaterana ilay taratasy, izay notarihin-dRamatoa Lalatiana Ravololomanana sy ny pasitera Edouard Tsarahame, teny Tsimbazaza.
Nambarany ihany koa fa na mahazo alàlana na tsia dia tsy maintsyho eny izy ireo, satria efa voalazan’ ny Tondro Zotra fa tokony hisy ny fahalalahana maneho hevitra eto. Nohamafisiny fa tsy hisy korontana io hetsika io fa handeha amim-pilaminana. Raha sanatria ka misy izany korontana izany dia ny herim-pamoretana no antony. Nolazainy koa fa nasaina daholo olom-pirenena sy ireo hery velona rehetra eto amintsika, na ieo masoivoho vahiny izay miasa eto amintsika; ary na dia ny filohan’ny Tetezamita aza dia asain’izy ireo ihany koa .
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
- Ankolafy Zafy Albert : » Olon’ ny fampihavanam-pirenena, tsy nangalatra bois de rose no mendrika ho praiminisitra «
- Ankolafy Zafy Albert : tsy mivaky ny ankolafy telo
- Manadio tena ny ankolafy Zafy Albert.
- Tafapetraka ny fangatahan’i F3M ny kianjan’Ambohijatovo !
- Tsy ho any Gabarone i Rajoelina raha tsy…






Tena nandrora mitsilany nahavoa tena indray ingahy Rakotoarivelo sy ny zanak’i dada tamin’iny. Hatramin’izay manko dia nodradradradraina fa tsy misy ny demokrasia eto Gasikara, nambara ombieniobieny fa misy censure eto an-tanindrazana, natao nanakoako fa tsisy ny liberté d’expression eto amin’ilay Nosy Mena. Ireny niseho teny Iavoloha ireny dia porofo mitohaka ami’ny tendany fa manaja ny demokrasia sady mahatanty tsikera i Andry kely. Raha ireny no tamin’ny andron’i Valo dia avy hatrany angamba dia nogadrainy. Izao tontolo izao mihitsy no nahita sy nahatsapa omaly fa misy ny demokrasia eto amintsika. Faly ny forongon’i dada hoe « Bravo Mamy », saingy ho kivy ry zareo satria nanome bala an-dRajoelina izy ireo, ary points tsy hita pesipesenina no azon-dRajoelina eo anatrehan’ny communauté internationale. Ka na izahay tsy zanak’i dada aza dia miteny amin’i Kotoarivelo hoe: « Bravo », tohizo ny toy ireny.
denise > mba tena fantatr’ity badou ity ve izany atao hoe démocratie izany ?
Tsy nihambahamba i mamy ny aminy fahatongavan’i RAVALOMANANA
Taitra iretsy JIOLAHAMBOTO mianakavy ka tezitra MAHAMAHANA
Misioka, mihorakoraka, mitabataba eo imason’ny rehetra
Rehefa tsy mahataty CHOC, taille la route, aza manao REVY VORETRA
Mangalatra , mandainga, mamono, mandany vola
Ny efatra andro ity lany teo daholo*
Hanaovana daholo ity akanjo mavo kely, menamena
Nefa ny vahoaka ity tsy ampy sakafo malemilemy
dia mihevitra moa hianao io ry TGV fa tena mahery mandeha
Nefa raha tena dinihana dia mitovy aminireny foza orana mitete
Fa dia inona loatra re no atahoranao an’i RAVALOMANANA
Sa kosa rehefa tonga izy dia very ny fihinanana
Tsarovy anefa na inona na inona no ataonao ny aminy fisakanana
Izy dia tsy maintsy tonga eny ivato miaraka aminy namana
Ka dia miomàna mandehàna mandositra
Dieny zao fa sao sanatriaviny lasa lozotra
Ary aza hadino koa ireo namanao niara nisosy
Indrindraindrindra i Ramaro sahona migesta be nefa kanosa
Zay indray aloha ny resaka androany
Ary tsarovy ry boay kely hianao fa tsy ho lany.
Ny sonia efa vita aza nolavinao
Dia iza intsony no atoky anao
Mihevitra moa hianao fa ao ireo mena sofina
Hanavitra anao aminireto lainga mitovy aminy nify sosona
Tsy misy izany atao hoe LIBERTE D’OPINION IZANY !!
Mba mahagaga ihany anefa ny mieritreritra ny hoe Ankolafy Zafy Albert no nanolotra an’i Beriziky HO PRAIMINISTRA, kanefa dia any amin’ny Prefet de police no mandeha mangataka fazahoan-dalàna MBA HAEHO HEVITRA ENY AMBOHIJATOVO !!!
Izao dia re fa nolavin’ilay prefet ny fangatahana !
IZA NO MANDIDY SY MANAPAKA AO MADAGASIKARA ?
Ny Praiministra LEHIBEN’NY GOVERNEMANTA SA I DOMELINA MPANONGAM-PANJAKANA ?
Soa ihany NY PREZIDA RAVALOMANANA FA MBOLA MANANA OLONA ARY TANORA MISAINA, FA TSY TOAN’IRETO MILAZA NY TENANY HO TANORA ATO !
Tsy efa tara loatra ve???hataoko fa mora2 kokoa ny mandrirotra ny vozon’akanjon’i
Beriziky hivoaka tao rehefa tsyhamokatra toy izay handany andro na hitsapa hevi-bahoaka,
any @ dada ny lakilė fa aza manantena ny hianakendry handrebireby olona eny fa izay hialan’i PM napetrakareo
hatao dia milamina ny tanana.Avy dia tsory fa diso fanantenana ianareo t@ nametrahana an’i Beriziky ho PM,dia
Tereo izy hiala,efa afa-nenina daholo angamba ny rehetra fa tsy mamokatra i Beriziky koa afaka adidy isika.
« Andriamanitra nanome fa i Balita no tsy nambinina » koa afaka adidy ianareo fa OMBORY TAO @’ izay e!
Ka na hitsangana na hitsivalana na hanagadra i Radomelina ry denise ,afaka hano inona anefa ,refa tonga ny fotona d miverina izy ,TANY TSISY FANJAKANA ETO RAHA OLONA MANARAKA NY TANTARA IANAO SATRIA HATRAMIZAO D tsy misy reconnaoissance internationale ,HASIVO HETSIKA MPANOgampanjakana eo ange vao maika confirmer fanindroany ny coup d’état ny marionnette dreny malalany ,ho hitampoko sy firenena eo fa ho avy daolo ny observateurs internationaux sy ny manampahefana ambony eran’izao tontolo izao ary journaliste ,hampirisiho iany Radomelina hanao2 foana satria tsy nahita fianarana ka tsy mahay lalàna dia ho hitanareo eo ny tohiny,ny putchiste otrandradomelina normalement ny TPI no mitsara azy ,sao d izy no tokony handositra dieny zao ,nisy fitoriana nataon’i Zafy sy RAVALO azy mahakasika izay fanonganana zay fa aza hadino!
RAHA INTELLIGENT D ZAO D MIPITSIKA FA TSY MIANDRY RAOFIMPOTSINY EO !
Les turcs ( amis des putschistes malgaches ) réputés pour « leurs fameuses têtes », n’ont pas hésité à emprisonner leurs putschistes tout récemment !
Les putschistes ne sont plus en odeur de sainteté, où qu’ils soient !
Les affaires rwandaises commencent à faire du bruit, et la France ne va pas s’en sortir grandie ! Cette dernière ne va pas ENCORE s’aventurer à créer un deuxième scandale à Madagascar, surtout que l’Europe sinon le monde entier est loin d’ignorer ce qui s’y passe actuellement !!
IL Y A DES LIMITES A TOUT !!!
Raha ny zavatra voalazan’io zanaka kelin’i dada io fotsiny dia efa hoainina sy nitaramena ny vozongo !
Tsy ry Denizy sy ry Vahôka ary ry Tanora tsy afa…mihintsy no hitovy kilasy amin’io !
Mpanongana (angamba koa aza mpanolana ) no spesialiten-dry zareo ; tsy mahay miara-mihaina amin’ny olona fa jiolahim-boto sy jiolahim-bavy, mpamono olona sy mpangalatra, TSY MPANARA-DALÀNA !
DES BANDITS ET DES ESCROCS, DES PORCS !!
-
Bravo à Ramananandro !
Cela se sent qu’il n’a rien d’un DJ !
Ma seule tristesse est de constater qu’aucune aide ne peut etre esperée de la part d’une Dictature à la Rajoelina ! De toute maniere, ceux qui sont instruit comme Ramananandro ne peuvent avoir l’esprit Foza !
Merci pour les conseils et le souci dont tu fais preuve pour la jeunesse malagasy !
A nous Malagasy de suivre l’exemple !
Encore !!!Bravo Ramananandro ! Que Dioeu te benisse !