Encore une fois, les foza ont tout fait pour que l’avion n’atterisse pas !!

Ils ont fermé l'aéroport, plusieurs notams ont été établis, la prochaine fois que tenteront-ils ?
Ils ont fermé l'aéroport, plusieurs notams ont été établis, la prochaine fois que tenteront-ils ?

Les partisans de Marc Ravalomanana sont venus nombreux et encore plus que l’année dernière. Mais encore une fois, les foza ont réussi à bloquer le retour de notre Président. Cette fois-ci pourtant, le président Marc Ravalomanana et sa femme ont embarqué mais l’avion n’a pas été autorisé à atterrir. Contrairement à ce que les journalistes de VIVA ont déclaré, la HAT a sorti plusieurs Notams pour empêcher le président de pénétrer sur le territoire malgache. Ces notams ont été envoyés dans tous les aéroports de Madagascar.

Le ministre de la communication, connu sous le nom de Rolly Mercia a, lui aussi, démenti l’existence de ces notams. D’après lui, l’avion a fait demi-tour puisque le président Marc Ravalomanana aurait eu peur. Comment osent ces individus mentir ainsi, pourquoi cacher la vérité au peuple malgache? Néanmoins, il s’agit d’une erreur politique de la part de Rajoelina. Une erreur qui va jouer à la faveur de Marc Ravalomanana puisque maintenant, il sera considéré comme un « héros national ». D’ailleurs, il l’a toujours été…

Une autre évidence aussi, et cela parait très claire, qu’il y a une division au sein des foza. Certains d’entre eux n’y voient aucun problème au retour du président Ravalomanana, alors que d’autres veulent toujours qu’il soit retenu ailleurs. Ils ont réagit au dernier moment en éditant ces notams et en interdisant l’ouverture de l’aéroport d’Ivato. Mais agissant ainsi, ils renforce la colère du peuple malgache qui attendait et croyait en ce retour de leur héros. Le comble dans toute cette histoire c’est qu’ils prennent la peine de mentir en nous prenant pour des débiles.

82 pensées sur “Encore une fois, les foza ont tout fait pour que l’avion n’atterisse pas !!”

  1. Fisaorana sy fankatelemana no atolotra ny HAT tamin’iny fanapahan-kevitra miezinezina nanakanan an’i Valo tsy hiditra an’i Gasikara iny. Hiteraka fanakorontanana ny fahatongavany ka mahasoa ny malagasy ny fijanonany any Afrika Atsimo. Faly ny malagasy iray manontolo vokatr’iny fanapahan-kevitry HAT iny. Merci beaucoup.
    Mamangy amin’ny fahoriana ry zanak’i Dada. Mbola santionany ireny, fa mbola ho avy ny fisamborana tsy manam-paharoa atao amin’i Valo.

  2. Efa nasaina nipetraka tao Arivonimamo fa inona no tsy nipetrahana tao??? tsy ny sitrapon-lisany no atao fa misy lalàna sy fanjakàna ity Nosy ity.
    Ny fanjakana no mandidy hoe eto no mipetraka ny fiaramanidina avy any afrika, dia eo izay!!!!

    Ko raha tena tsy matahotra i RAVÔLAVOMANANA inona no nanakany an’ilay CDT DE BORD tsy hametraka azy tao Arivonimamo?

    Dia veloma lava ry tsamy fa tsy misy bado ôtran’i RAINIVOANJO mianakavy akory ao @ TGV, porofon’izany 3 taona izao no nitondran’I FILOHA RAJOELINA,
    tsy voahongan’i ZEFA, DEBA, RAVÔLAVOMANANA na dia marobe aza ny fika masiso efa nataon’ireto GOAIKA BE 3lahy

  3. A TOUS LES DAHALO

    POUR CETTE FOULE, SEUL LE PRESIDENT RAVALOMANANA COMPTE

    VOTRE DJ N’EST QU’UN PQ A LEUR YEUX !!!!!!

  4. Nous savons bien que andry n’est pas un démocrate mais c’est un VOYOU et apprenti dictateur de 3éme zone , si tu as les courages d’affronter le Président Ravalomanana à l’élection présidentielle, laissez le entrer au pays!tu n’as que le NOTAM comme arme de guerre quel PAUVRE-TYPE! tu crois que tu vas rester au pouvoir plus long temps? Ton soutien et ton model ne restera pas au delà du mois de juillet 2012 car lui aussi les peuples ne l’aiment plus Tu seras sans protection ni parachute et ta chute sera vertigineuse et les Malgaches t’écraseront comme une mouche à mer..car aujourd’hui tu les a insulté et les a humilié.
    Les peuples Malgaches sont de l’autre coté de la rive là ou tu ne l’a pas pensé ,et la vérité elle est là 21 JANVIER 2012!!!
    NDAO dia MINOA FOTSINY IHANY RY MALAGASY

  5. Tena dondrona ilay Domelina izay milaza fa hosamborina i Ravalomanana, kanefa noho injay i Dada nitolo-tena dia asaina tsy miditra.Na ny ankizy any amin’ny cours élémentaire aza mahay mamakafaka noho izany.

  6. Dia andraso fa mbola tsy vita!!handefa avion haka an’i dada any Sudaf indray hono izy
    ho tsaraina hono i dada, dia taitra t@ torimasony koa ingahy PM fa tsy avy @ governemantany hono
    iny NOTAM iny fa hitany tokoa hono( fa tsy nasiany sira izany ?) .fa olona inona daholo re ry raikakiko no
    olona mitondra ity FIRENEKO o???Mbola azo lazaina ho mpitondra fanjakana ve ny olona toy izany e??
    teo izy tsy navela hiditra koa izao indray ho halaina????hafa kely???tadiaviny handefasana fiaramanidina
    efa voasotasotany hamonoana azy izy ireo fa lany FIKA e! dia MIAKAPOKAPOKA moa izanyHI!hi!hi!na zaza
    bodo aza mbola misaina kokoa.Moramoraina be loatra izato izy!!vary mora angaha izy ity ka hatao tandrametaka
    toy izao??????

  7. efa lasa adala ilay tgv sy ny forongony, tsy misy mitombona daholo izay nataony sy voalazany.
    tsy miady amin’adala fa efa nitelina zavatra tsy zakany ireto adala isany dia ireo fa kenda.tsy ho ela dia sempotra sempotra dia maty ho azy.

  8. Efa mirediredy sisa re e ! Noheveriny fa vitavita mora ny fivarotana tanindrazana.
    3 Taona izay, aiza ny reconnaissance ? Election zà élection, Disques rayés !
    Une chose est sûre :
    Mafy be Dada !
    BRAVO BRAVO !
    Efa tao anaty avion iany dia vita ny rapport ary mino aho fa efa lasa any @ CI etc.
    Veloma lava DJ sy le Nain.
    Zany no iafarany rehefa vendrana, mifitra @ hazo tsy omby V…….. ! Hihihihihi !
    Faly be zà rey olona ô !

  9. iny omaly farany doboka nataony VENDRANA sy ny tariny ary indrindra SANTANIER fa amy manaraka dia ho avy tsy misy intsony ra MATAHORA na anao inona VENDRANA dia mbola RAVALO no mitondra ary izy no nandresy taminyty miandry sisa

  10. Vous savez quoi: il faut répondre les imbéciles par le silence!
    Ça s’adresse aux genres de personne comme: cdt massoud, Dénise et bien d’autres encore…

  11. FELICITATION HO ANTSIKA ZANAK’I DADA SY DADA,
    Voaporofo fa mbola i Dada no mi’maitrisé ‘ny tanàna eh! Izy no mibaiko ny rehetra dia mikorapaka daholo: démonstration de force tsara be. Mba mahavita toy ireny ve ny foza? Nefa sady tsy nisy fizarana vary mora iny no mbola tsy nisy zoma fanampiana: mazana be ilay Dadanay. Na tsy tonga i Dada dia FANDRESENA tsy manampaharoa iny omaly iny, afapo izahay avy any @ faritra nahita tsara fa miray hina ny zanak’i Dada eto Tanà, sitraka ho enti-mody ka ataonay tsara tatitra any @ faritra. Hody izahay ka dobon-kafaliana na dia tsy nahita an’i Dada aza satria nahita fandresena favy be! Aza hadino ny miantso anay @ fitsenana Azy @ manaraka. MISAAAOOOOTRA TOMPOKO!

  12. Foza voahaozona hatramin’ny fara amandimbiny ireo foza ireo

    Nasehon’ny vahoaka fa TSY LEFY velively izy malgré ny lohamboton’ny foza.
    Aiza amin’ireny re ny isan’ny ekipandradj maivandoha nokaramana nentina teny amin’ny 13 mai. Nihoronkoditra dia ny notampoza sisa no hery, fa raha izay miaramilampotaka teny nanao demonstrattion physique (satria tsy mahay afatsy izay ireo fa poakaty) tsy nisy nohanin’ny vahoaka akory.
    MAHERY DADA ary tsy misy toa azy.
    Na malahelo aza hy fontsika MIJOROA, MAHEREZA ary tsy manaiky lembenanana.

    DADA HATRANY hatramin’ny farany

  13. Ary i Denise izany anie ka Denise tokoa é. Sahala amin’ny anarany tokoa ny fisainany. Fisainampoza tsy mahalala ardoise itony. OUSTE MIALA

  14. i massoud indray dia hita mihintsy hoe sady efa doma no mbola tsy misaina sy tsy te handinika. fisainampoza é. OUSTE MIALA fa diso kely saina loatra.

  15. Izaho koa mankasitraka ny zanaky dada rehetra eran’i Nosy manontolo
    ary ny taty ivelany ihany koa t@ fiaombonam-bavaka sy fampitana ny vao2
    ary ny fankaherezana.
    Toa somary nangingiana omaly fa natahotra aho sao KIVY ny rehetra???sanatria!!
    Na i dada aza afa-po (mino aho).

    Rakotobe ! mankasitraka !!ho an’i sisa mbola misy ny fotoana koa alahoery fa Gasy iray ihany isika.
    Andao hatambatra ny hery hiara-hanohitra ny MPANJANAKA tsy ho antsika fa ho an’ny TARANAKA.

  16. Dia ny manompa sy manozona sisa mba hain’ireto zanak’i Dada ireto an! Mitovy amin’ny dadany ihany e! Mitady hanao bodon-gerona fotsiny nareo an! Heverinareo fa nandra toa anareo angaha izahay e! Ny communauté internationale dia efa mankato an’i Andry 100%,ary tsy afaka ny hiverin-dalana intsony. Ho reraka eo i Valo. Ny toro-hevitra mety hahasoa azy dia izao: mba makà tahaka an’ingahy Ratsiraka, maka aina tsara any ivelany any aloha, avy eo miverina rehefa afaka taona vitsivitsy (4 na dimy taona). Efa mba sitrana amin’izay ny ferin’ireo nampijaliany. Ny malagasy manko mahay manadino rehefa ela ny ela. Ny tena adalan’i Valo manko dia mitady hahazo eo no ho eo ny fahefana, ary heveriny ho azony vidiana amin’ny volany daholo ny rehetra. Toro-hevitra atolotra ny manam-panahy ny ahy, raha toa ka mbola manam-panahy ihany ianareo zanak’i dada ireo. Mahereza e! Zavatra eo nampoizina ireny nitranga omaly ireny, ary mbola hiharatsy raha toa ka mikiry biby i Valonareo!

  17. Misaotra an’ireo izay tsy mankasitraka an’i Dada fa tsy misy ohatran’izany ny fandresen’i Dada indray. Vahoaka an’alin-kisa – mampalahelo dia mampalahelo ny mahita ireo Andry sy Rolly manaonao foana, mitady hevitra ratsy foana – dia lasa fiasan’ny devoly ka mandavaka isan’andro isan’andro ny fasany mba ho voatototra ao. Indrisy, be ny olon’ilay ratsy ka raha tsy matiny tsy avelany. Mivavaha ho azy ireo mba hiovàny fa atsy ho atsy anie ho mangidy ny afo tsy misy fiafarany é. Ivavaho izy mba ho afaka hiala ao anatin’ilay lavaka lalina ùisy ilay afobe mandoro notadiavin’izy ireo.

  18. Depuis des temps le mot Fihavanana a figuré dans les coutumes et moeurs et Constitution des differenttes republique de madagascar ainsi que dans toutes les declarations officielles de Madagascar .Ravalomanana vient pour apportter et appliquer le Fihavanana ;ce FAT Etat deffaillant opprimant son propre peuple a commis un acte anticonstitutionel flagrant et international .
    Nous demandons(en tant que Peuple Malagasy) à toute la Communauté Internationale dont Madagascar fait Partie d’intervenir ,pour que ce pouvoir putschiste et opprimant cesse son GENOCIDE culturel sur le peuple Malgache ;cela par la mise en application de l’article 20 de la FDR passé en force de loi .
    Si le droit d’ingerence existe c’est le moment de l’appliquer car les agissements du FAT ont depassé les limites de l’entendement ,c’est une allienation des peuples opprimés par ce GENOCIDE culturel que veut realiser le FAT.Nous sommes tous responsables de la paix sur cette planete terre ;la theorie du control de la population mondiale par les guerres est obcsolete !

  19. dÉnise….oooooo…..dÉnise…..mihomehy fontsiny aho ato…tu ne sais même pas écrire correctement et tu penses que ce sont des gens comme toi qui vont mener à bien Madagascar…? Ooooo ra dÉnise e! Mba mieritrereta fa kely saina marina. Ireo foza ireo manko dia mihinana sy manao taim-bava fontsiny no hainy…à part ça, fahaizana = 0+0+0….na bepc ara angamba tsy misy. Azafady raha manisy mafy fa ny fisainanareo sy ny fitiavanareo kely iany noho ahafaty anareo.

  20. Samy manana ny heviny, fa ny tena loza de le fanatisme ntsika malagasy @ le oln’ ny fo. ka na inona tsara ataon’ilaY ankilany dia tsy hitan’ny andaniny mihitsy na asiana jeux de lumieres aza. ary na efa mandeha any amin’ny maizin-kitroka aza ny sasany mandeha any amin’iny lalana iny de mbola hirahira foana hoe hanaraka anao hatramin’ny farany aho.Aona moa no hatokisana olona mandainga lava izao , ny mpomba an’ny Dj moa de ol efa tsy mandeha @ oe in no lalana na voasonia fa entina otran reny mikosoka disk any @ boite de nuit reny ny firenena , dia mirediredy de mifandombera , de oe ny anay mazana fa mamoka joker @ le jeu des cartes. tsaroako ny tenin’i Mangalaza Eugene t@ izy voatendry PM ka ngamba saika hampanarahan’i DJ ny fomba fanaony dia hoy izy hoe  » Tsy jiolahim-boto aho fa mpampianatra amin’ny oniveriste ». Manambara ny principes hitondran-dry DJ ny firenena izany teny izany, de izy moa no niharan’ny asan-jiolahim-boto iny.
    AMPY IZAY E. Tsara ho fantatra koa fa tsy I DJ ihany no mihoron-koditra @ ireny teny ivato ireny fa ny candidat potentiel rehetra @ fifidianana ho avy eo. Ny zanany ihany no azo antoka fa tena mahitsy fo maniry ny hiverenan-DR8 marina eto Mada.
    Dia mampahery anareo zaza tsy naterak’ingahy Ravalo, ary ilay kely moa izany , tsy zanany no iantsoana ireo mpomba azy fa angamba. hoe bandy akama na mpiara mirevy sy ny kil rehetra.
    Tonio ny fo na de izany aza , tandremo latsaka anaty provocation , ka lasa mitovy kilasy aminy eo hoe mpandoro sy mpandromba.TGV =Troupes des Gangs et des Voleurs e!

  21. Face aux risques de troubles certains, générés par les partisans de Monsieur Marc RAVALOMANANA face à des éléments des Forces de l’ordre déterminés à maintenir l’ordre public dans les environs de l’aéroport international d’Ivato et consécutivement à la nécessité impérieuse d’exécuter un mandat de Justice ayant force exécutoire, il a été décidé de provisoirement fermer l’aéroport international d’Ivato et il a été indiqué à la Compagnie aérienne Air Link de, dans un premier temps, atterrir à l’aéroport international de Morondava pour non seulement permettre aux autorités de police judiciaire d’exécuter le mandat d’arrêt décerné contre Monsieur Marc RAVALOMANANA mais encore et surtout pour attendre à ce que la situation revienne à la normale aux environs de l’aéroport international d’Ivato, avant que l’aéronef et les passagers restants de Air Link puissent y atterrir en toute sécurité.

    En tout cas, les hauts responsables de Air Link ont été préalablement informés, par lettres officielles et à deux reprises, par les autorités malgaches que ces dernières sont déterminées à exécuter le mandat d’arrêt décerné à l’encontre de l’un des passagers, en l’occurrence Monsieur Marc RAVALOMANANA, et que cette opération pourrait ainsi mettre en danger tant leur aéronef que les passagers.

    De son propre chef, le Commandant de bord du vol Air Link SA 8252 de ce Samedi 21 Janvier 2012 a ainsi décidé de reprendre le cap sur Johannesburg.

    Arrivés à l’aéroport international de Johannesburg, tous les passagers ont débarqué sauf Monsieur Marc RAVALOMANANA qui a déclaré vouloir joindre, coûte que coûte, Madagascar.

    Comme les autorités malgaches ont déjà manifesté leur ferme volonté de laisser Monsieur Marc RAVALOMANANA rentrer sans conditions à Madagascar, selon les dispositions du Paragraphe 20 de la Feuille de route, tout comme elles restent également catégoriques quant à leur détermination d’exécuter le mandat d’arrêt décerné contre celui – ci, en application des termes du Paragraphe 45 de la même Feuille de route, les mêmes autorités malgaches souhaitent envoyer un avion spécial à Johannesburg pour ramener Monsieur Marc RAVALOMANANA à Madagascar afin qu’il soit présenté devant la Justice malgache.

    Les démarches afférentes vont ainsi immédiatement être entamées auprès du Gouvernement sud – africain.

  22. 50 milliards d’ariary no nalaina tao amin’ny Banque centrale ( karana 1 dia gasy 1 ), folo andro lasa izay !
    Nataon-dry zareo inona io vola be io ?
    Nentina nitsaoka any ivelany sa nividianana miaramila sy …. NÔTAMA ??????
    Ny bavin’ilay domelina iray mantsy efa mieritreritra mafy ny hitsaoka any Chine, ary tsy mahagaga satria betsaka ny vola efa napetrak’izy mianakavy any !!!!

  23. Ny foza masiso ka tsy mahafantatra izany hoe maimbo izany intsony ! Tohizo ny fisaroman-doha ary ny fandefasan’ etotra !! Enga anie ho fatin’ny metana ao anaty lamba ao ianareo !!!

  24. Ary itony ve mba tadidin’i RAVÔLAVOMANANA sy ireto taranany maimbovel etsy @ magrôranomaimbo?!
    sa modian-ndrizareo adinodino ôtran’ny afokàna sy ny hagegena vitany?

    Koa matatesa fa mpamosavy milevina amoron-dalana zao i rainivoanjo sy ny magrôranomaimbo mianakavy.

    MONDE Le 9 octobre 2006 à 23h37

    Pierrot Rajaonarivelo, interdit de retour à Madagascar

    Les autorités malgaches ont employé les grands moyens pour empêcher le retour au pays, samedi, du chef de l’opposition, Pierrot Rajaonarivelo. Quelques heures avant son atterrissage prévu à Toamasina (ex-Tamatave), elles annonçaient la fermeture de l’aéroport pour trois mois. Parallèlement, la police a dispersé, à coups de gaz lacrymogène, le millier de manifestants venus accueillir l’opposant à l’aéroport. Rajaonarivelo a l’intention de se porter candidat à l’élection présidentielle du 3 décembre contre le chef de l’Etat Ravalomanana : il a jusqu’au 14 octobre pour déposer son dossier de candidature auprès de la Haute Cour constitutionnelle dans la capitale, Antananarivo. Condamné par contumace à quinze ans de travaux forcés pour «immixtion dans le maniement des deniers publics», il risque d’être arrêté à son arrivée sur le sol malgache.

  25. TGV = Troupes des Gangs et des Voleurs !! Mialy be mihintsy !!

    Pierrot Rajaonarivelo ??? Grand argentier de l’AREMA !! S’était enfui de Madagascar avec plusieurs millions de Francs d’après les dires même de ses copains vazaha et karana !!
    Plus rien nous étonne !!!!

  26. herinandro mialoha ry ravalombombna dia efa hoe « hirarina mafy ny fahatongavany eto ary efa vonona @ fisamborana izahay. Ho fenoinay miaramila eny Ivato ». De natao daholo izao fampitahorana izao fa tsy nampihontsnan-dry Dada sy ny zanany. Embarqué ary niainga direction Ivato-Iarivo, Madagascar i Dada, ny zanany efa aman’hetsiny vonona handray azy ampifaliana.Teo vao taitra ny foza ary tena nahalala ny anaran’i Dada tokoa de farany nanaotao foana. Tsy hainy tokoa fa izany lehilahy izany sady misaina ny Force II faran’izay ngeza ka hatramin’ny aron’akanjon’ankizy mpianatra manerana an’i Madagasikara. Hafa ihany i Dada. Dia izao ry denise sy mosa a: ny olona manana ny maty no vangim-pahoriana, fa raha olona mbola velona no atao hoe maty, de mitombo be ny heriny sy fitahina azony ka sao lahy de manody anareo ny atonareo sa efa izany no miseho amin’izao fotoana izao?

  27. MANGINA TY ILAZAKO AZY!!!!

    Dia mba vakio tsara ity vao mipetsapesana ty vavamaimbo mangetotra ry magrôranomaimbo isany!!!

    Nolazain’i RAVÔLAVOMANANA fa 60 millions de dollars ny AIR FORCE ONE II (HALATRA BE VAVA IO) fa ity ny fahamarinana.

    FIARAMANIDINA MITOVY @ IO AIR FORCE ONE II IO DIA 50 millions de dollards RAHA TOA KA VAOVAO MIVOAKA AVY ANY @ MPAMBOATRA AZY.

    NY FIARAMANIDINA NOVIDIN’I RAINIVOANJO DIA EFA ÔKAZY EFA NAHAVITA 4000 HEURES, REHEFA NOJERENA NY TENA VIDINY MARINA DIA 30 MILLIONS DE DOLLARD

    MAZAVA FA NY 30 MILLIONS DE DOLLARD AMBINY DIA HALATRA BE VAVA NATAON’I marc’OSY RAVÔLAVOmanana, izay entiny hanakaramana ny mpanakorotana @ zao fotoana izao;

  28. Ho an’i les tsy nianatra fa BADO tsy misy SAINA

    Baye baye :
    – Reconnaissance
    – Feuille de route
    – Election
    – ………
    – ………
    – ………
    He he he he he he he !!!
    Izay iany no fomba fiadintsika Dada a !
    Raha vao MIZITIZITY hilaza programa hafa eo indray ry les illettrés dia tsotra fotsiny :
    Annoncer-o ny fahatongavanao
    Hi hi hi hi hi hi !!!

  29. Salut Baby ! Vita teo ny an’ny foza ê !!
    Depuis le coup d’Etat, ils ne font que CONNERIES SUR CONNERIES !! SANKALITE HOY AHO !!!!
    Il n’y a que les imbéciles qui commettent des coups d’Etat !!
    Hivory ny UA ! Ho ataon’i Jacob MASISO tsy afaky ny ranomanitra ireo efa maimbo fofom-po za ireo !!!

  30. Bekotromaroholatra ry KM Zandrinay a! inona no tsy efa natao azy! mbola zakany foana ny tanàna hatrami’izao. Na ho foana aza ny FDR, lasa foana io, efa nandalovany daholo ny sedra mafy rehetra. Mila maka aina tsara Rainivoanjo, manao coup hafa indray fa ihomehezany fotsiny. De haninona, handefa miaramila GENA ve! ampy azy tsara ny an’ny Gasy sy la Frantsa e! tsy misy mahasahy mikitikitika zany io ao! kôzy e! manaova faire part any @ Dadanareo aloha izao fa ory de ory izy. Favy be oa Zandrinay. Mbola aiza ny hahazo raha mbola hanao be mokony e! any TSIAFAHA OA RAGHA VAO MIPETAKA NY TANY NY TONGOTRA. Eisy ah RAOSILAHY e! tsy nandaitra an!

  31. Ho an’ity cmdt massoud;tokana no lazaina amin’lah « MPANGALATRA ,MATAHOTRA ary indrindra fransafrika  » ireo mba arovan’ela.sarko no miaro an’ireo fa mba menatra ary tsy hamidy i Mada :Sarko commence à serrer ses fesses :ho avy ny fifidianana afaka 3 volana .

  32. Tsapan’i Domelina tsara izao fa « au courant »izao tontolo izao !!

    Tsy sahy mampiasa basy intsony fa fanafody paralysant indray no ampiasaina dia hoe tsy mitifitra hono !

    Tsy maintsy atao izay tsy hanaovana Organistaion-ny Election Presidentielle :

    NA AMIN’NY FOMBA INONA NA INONA ary tsy azo atao ny hoe TSY HANDRAY ANJARA FOTSINY, fa ny TSY HANAOVANA AZY MIHITSY raha tsy eo Ny PRM Ravalomanana no ATAO !

    Tsy azo atao intsony ny mametraka fitokisana amin’i Jacob NZUMA,
    fa
    – TSY MAINTSY ny HETSIKA RODOBE ihany no tsy maintsy atao ka

    Mifanandrina amin’ny Zandary sy Polisy mihitsy.

    An-koatra izany ny Hetsika manoloana ny MasoIvoho frantsay dia tanjona sy atao Tabataba ho hita sy ho ren’izao Tontolo izao ! Ny camera handefasana sary amin’ny Internet no mety indrindra !
    <<<<FAMPILAZANA<<<<<<<<<<<<<<<< :Azafady raha ho adikako matetika ity resaka ity !

  33. Zarazarao e ! – Partagez !

    Traduire dans toutes les langues l’info contenu dans le lien ci-dessus,
    relatant le déroulement des FAITS VERIDIQUES à bord de l’avion emportant le président élu COME-BACK TO MADAGASCAR « beloved Marc Ravalomanana » au pays

    APARITAO MANERANA ny nosy,
    ary koa erak’IZAO TONTOLO IZAO

    Quand à nous, on ne manqueras pas de diffuser demain de bonne heure

    TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS GRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRR

  34. Coucou Kintana, HoAiza, Njara sy ny sisa jiaby,
    Comme je suis contente !
    Il y des jours où je m’aime ! MDR !

  35. Mihevitra ny adve-ny ho maivana otran’izy nitondra teo foana foana oa Raosimainty. Mirediredy ianao RENE fa na HOLLANDE aza no ho tonga eo, tsy hiova izany ny afifandraisany ara-diplomasia an’i Mada a! Lazaiko @ise ny antony Zandry zanaka an-trano mananana natinalité Frantsay. RAOSIMAINTY nandrangaranga loatra ny tsy fitiavany Frantsay. De tsy hila raharaha otran’i Rainivoanjo omaly izy, ka ny hanilika azy indray no haveriny an-toerana. Fa maninona i Bekintana, dadan-dRa8 tsy afaka manao n’inona2, satria tsy azony kitihina ny zanaky ny Frantsay. Efa niomana ny hampiatrano an’i OSILAHY tao @ forteresse-ny tao Andranomena ny Ambassade US, ary nanambara fa hay mananana nationalité Amerikana i OSILAHY, fa efa nisy paika hangalana mercenaires maromaro azy teny Ivato. Voasambotra ny iray tamin’ireo, zay efa voahomana hitifitra an’i Zandry,de notazonina tao aloha, ka andrasana ny fitoniana vao havoaka avy ao RAOSY, de nirefotra daholo ny paika, ka tsisy fika afatsy ny mitapody. Zandry koa moa mailo, ka ny azy no tonga aloha. Matoky an’iny oa zahay, fa vitany ny mampandeha an’i Mada io, na de tsy ampiana aza izy. Amboary foana ny aminy rehefa mitetateta e! Misaotra vahoaka a! ampitampitao foana de ataovy mamay be. Manao olona toa ny natao an’i Pierrot tsy mahalala maty, koa tairin’olona vao be tomany. De alefaso ndray ny manaraka ry Njara a! antitra ilaozan’ny fotoana eo foana dadanareo sy io strtégie-nao mandranitr’ady miverimberina io e! de atrakao hatrany ny loha rehefa mafy ny manjo e! Zanahary tsy miangatra an!

  36. Par HASARD ? Existe t-il une coincidence entre le projet de recuperer Ravalo en Afrique du Sud et l’invitation (?) de Chateignier à Ravalo d’aller en France (Paris) .
    la France prepare t-elle un Marcousi bis ,et un affronttement Gbagbo contre Ouattara dans le cadre Malgache ?

  37. @ Rabe et ses pseudos,

    Tsy mahagaga fa fombanareo maimbovava ny mitatatata mba hamoahana ny fofona e !
    Heno hatraty mihintsiny !!!
    Nde miborosy nify !


  38. Manantena aho fa hanamafy ny handrosoan’ny Enquete sur la Tuerie de Fevrier 2009 i Dada, satria raha ny FATin’alika tsy hanao izany naoviana na oviana !

  39. Tu as raison de…..t’aimer Baby !
    Qui pourrait aimer RVB sinon sa petie cherie de Domelina ?


    Tsapan’i Domelina tsara izao fa « au courant »izao tontolo izao !!

    Tsy sahy mampiasa basy intsony fa fanafody paralysant indray no ampiasaina dia hoe tsy mitifitra hono !

    Tsy maintsy atao izay tsy hanaovana Organistaion-ny Election Presidentielle :

    NA AMIN’NY FOMBA INONA NA INONA ary tsy azo atao ny hoe TSY HANDRAY ANJARA FOTSINY, fa ny TSY HANAOVANA AZY MIHITSY raha tsy eo Ny PRM Ravalomanana no ATAO !

    Tsy azo atao intsony ny mametraka fitokisana amin’i Jacob NZUMA,
    fa
    – TSY MAINTSY ny HETSIKA RODOBE ihany no tsy maintsy atao ka

    Mifanandrina amin’ny Zandary sy Polisy mihitsy.

    An-koatra izany ny Hetsika manoloana ny MasoIvoho frantsay dia tanjona sy atao Tabataba ho hita sy ho ren’izao Tontolo izao ! Ny camera handefasana sary amin’ny Internet no mety indrindra !
    <<<<FAMPILAZANA<<<<<<<<<<<<<<<< :Azafady raha ho adikako matetika ity resaka ity !

  40. Hametraka FITORIANA IREO VOIANZERA REHETRA, NIRAY FIARAMANIDINA TAMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA !
    ASA IZA NO HANDOHA NY DÔMAZY SY ONITRA REHETRA, ILAY FIRENENA EFA BANKIROPITRA VE ?????

  41. Olona iray hono no maty teny ivato omaly ! NIPAOKA TEO AMIN’NY LOHANY NY BAOMBA KLIMÔZENA !!
    MILA NY AMBANGOVANGON’ITY VAOVAO MAMPALAHELO ITY, SATRIA MILA HAPARITAHANA HO FANTATR’IZAO TONTOLO IZAO !!!!!!

  42. Ho an’i TERMINATOR II: Tsy adino ianareo rahalahy sy rahavavy any amin’ny faritra rehefa mahazo filazana izahay.MAnkatelina.
    Ho an’i Rabe, i HOLLANDE mahalala kokoa ny atao hoe:Demokrasia noho i Lekely.Ary eo i Aubry sy Ségolène hanafatrafatratra azy tsara raha manohy ny françafrique izy.Ianao izany momba ny françafrique, mahagaga aho izany hoan’ny olona mba mianatra.
    Tadidio fa tsy mahazo nationalité américaine ianao raha tsy mipetraka any indraidray ka asa oviana i Dada no nipetraka tany naharitra.

  43. http://lafy8.forumactif.ca
    Tract a faire circuler au maximum, SURTOUT…..
    .après l’arrivée du President Marc Ravalomanana

    Madagascar survit sous un Regime ILLEGAL
    avec des Dirigeants « PUTSCHISTES »

    Depuis le Coup d’Etat perpetré par le Regime Andry Rajoelina, en Janvier 2009, Madagascar sombre dans une totale pauvreté.
    La population est interdite d’expression, des centres d’information (radio- TV- et Journaux) sont muselés, avec menaces au moindre signe d’expression, qui va à l’encontre de ce « régime Non reconnu PAR LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE ».

    Les moindres manifestations pour lutter contre le pouvoir Putschiste, est immediatement reprimées PAR CE QUE L’ON APPELLE « LES FORCES DE L’ORDRE », mais celles ci sont devenues depuis 2 ans, auteurs d’actes de BANDITISME.

    Un avocat a été purement assassiné par des policiers manifestants, qui exigeaient la liberation de l’un des leurs accusés à juste titre de criminel par la Justice.

    Depuis ce regime ILLEGAL,
    il n’y a ni FOI ni Loi à Madagascar, et il se trouve que les investisseurs eux même refusent de s’installer à Madagascar.

    Les Medias sont muselés, a tel point que rares sont les journaux internationaux qui parlent de la Situation Politique-Economique et Sociale à Madagascar.

    Ce qui nous blesse au plus haut point est le fait , que le seul pays ….au Monde….qui soutient ce regime Putschiste NON RECONNU par la Communauté Intenationale, est la France elle même. Celle-la même, qui a déclaré qu’elle fera de telle sorte que cesse le systeme Francafrique, c’est à dire, le Neo Colonialisme en Afrique et à Madagascar.

    Faute de medias qui en parlent dans le monde, nous nous permettons de lancer ces quelques lignes, afin de mettre au courant nos entourages, et les pays que nous jugeons etre proches du Nôtre.

    UN PAYS EN MAL DE DEMOCRATIE ET DE LIBERTE !
    Et qui plus est, survit à la pauvreté !!!

  44. RABE
    3 ANS DE CABARY N’ONT PAS SUFFIT A RABE D’AMÉLIORER SON HALEINE ! IL(ELLE) SENT TOUJOURS LA GUEULE ! PEINE PERDUE DONC !

  45. HoAiza, Baby ,
    Dia nahatsiaro anreo mihitsy izahay sy ny namana ny andron’ny 21.01.2012 ka !
    Evidemment Ranavalona tsy adino : nijery ny Tv+ aho fa halako na ny mahita an’i Rooly Mercia sefon’ny Mpangery an-joro aza ! Dia tsy nahita ny sary mba nandrandraiko,
    fa……..tsy ny sary no inona e ! 😉

  46. Tsy takatry ny lohakelin’i foza mihintsy ireny tetik’i dada ireny zalahy a!!
    Dominy tapany dia mandoha erany.

    Kintana tsy maintsy misy sorona foana eo raha vao miala any ny hiraky ny DEVOLY efa rà sy afo no kilalaon’ireo.
    Tsy maintsy mandatsa-drà izy fa raha tsy izany BEDY.Efa fanekena ao anatin’ilay bizzina daholo izany.

  47. Tara be dahy fa tena manja be oah!talohakelin’iny Mercia iny e!
    tena manja be mihintsy fa jereo tsara, ao anaty Auto izy e!

  48. Fanambaran’ny Ambassadeur US io ry Bemafohy a! tsy fantatry Rangaha angaha fa raha sportif de haut niveau ianao, ka vahiny afaka hiaro ny saina Amerikana, de mahazo avy hatrany ny nationalté Amerikana
    Izay manome renseignement fiable tsara koa, zay manohintohina ny sécurité anatiny Amerikana, de mahazo izany avy hatrany .
    Normal be oa Bekintana sy Ravalo izany. Rainivoanjo irery tamin’ireo firenena Afrikana aty @ manodidina ny canal de Mozambique sy Océan indien, no nanaiky hampiatrano io sampam-pitsikilovana Amerikana ny terreroriste Al quaida, ao Andranomena io. Nanda mantsy ireo firenena ireo noho ny tahotra asa fampihorohoroana.
    Aza mba atao FOHY araka ny anarana oa ny hevitra, fa raha fohy ny tena, tokony mba halavaina kely ny hevitra. Omen’ny Amerikana an-tsitra-po tsy misy hambahamba an-dRainivoanjo izany.Takalo-patsa vidim-pihinanana e!

  49. Njara, HoAiza, Ranavalona, Kintana, Bemafohy etc.,
    J’ai appris que les membres d’une Association BIDON (montée par DJ) se disent victimes du carnage du 17 février 2009 sont prêts à se sacrifier et à arrêter le Président Ravalomanana. Pauvres CONS !
    Pourquoi donc ils ne l’ont pas laissé atterrir à Ivato pour l’arrêter ?
    Tous leurs arguments à la con sont en train de fondre comme neige au soleil depuis le 21/01/2012 !
    Tout est à refaire pour le DJ, mal conseillé par le Nain !
    Il y a des jours où je m’aime !!!

  50. Io indray ilay rabe manala ny fofom-bavany eto satria nihidy efa herin’andro talohan’ny 21 teo ny vavany sy ny orony ary ny rambony nifelika t’ànelakelampeny koa mila mitsiodrivotsa

  51. KintanaMananDrambo
    Marina ve io vavao io fa nisy lehilahy iray maty izany? Hamarino tsara aloha ny fahamarinan’ny vao2 vao mba amparitaka amin’ny NET. Hitako t@ny site hafa koa mantsy!…. Sanatria miteniteny foana zavatra tsy marina.

  52. Baby !raha tena mafy be ireo fakon’olona ireo tsy nosakanan’i domelina teo i dada
    fa na i domelina aza MBA NAHATSAPA fa VOAFITAK’ireto alika voahiraka HIOGAOGA.
    Raha mba tena marina moa koa maninona???fa saingy HAGEGENA anie ilay izy e!io ohatra ilay hoe:
    handefa AVION haka an’i dada any AFRIKA atsimo HI!hi!hi! nefa eo aza izy tsy sahy ha!ha!ha!!!!!!dia Doma be loatra kah!!
    ireny fikan’i dada ireny aza tsy HARAN’ny lohakeliny akory koa oayoay aho e!!!

  53. Ranavalona,

    « Haniraka avion haka an’i Dada hono » ?
    Hihihihihi !
    1) Vavan’ny maty an-drano
    2) Bado tsy nianatra
    3) Mpanodina disques
    4) Mpangainga
    5) ZEFA
    etc. etc.

    Ataon’i Dada mijafajafa sy miraingiraingy ka mitsipatsipaka efa miala aina sisa. Aza mba ZEFA iany oua !

    Raha nanana mokon-doha ireo mpandroba rehetra ireo efa lasa lavitra be ireo tahak’izay. Galona nozaraim-potsiny no isaloran’ireto milaza fa Kolonely ary satro-by nozarairn’i le Nain no satrohain’ireto boy kely taimbodina nalaina teny Isotry, Andavamamba, nokaramaina. Jereo ange ilay t@ 2011 teny Ivato e ! Malalakabe mandifotra ny haton’izy rehetra ny satro-by nampanaovina avy. Mampmé be sady mampanahelo !

  54. @ Njara / Bemafohy: miresaka TV+, jereo ihany koa anie ny fandaharana ‘Invité de Zoma’ de Onitiana Realy avec comme invité Jeneraly Andrianafidisoa!! (tsy homeko tsiny raha tsy nomena andraikitra mafonja io kelikely taorianan’ny 2002 fa tena Jeneraly Tsy Alehany)

    @ BabyF:
    les adeptes du KungFu étaient bien présents à Ivato. En face, les AV7 ressemblent à des … mouches

    Eh oui, LA question que pas mal se posent est: « Pourquoi donc ils ne l’ont pas laissé atterrir à Ivato pour l’arrêter?

  55. Na tia an’i ravalo enao na foza, fantatrao v ny mety nitranga raha nidiny ny avion , dia nosamborina i ravalo? inona no mety nitranga? Rotaka sa filaminana? zao izy tsy nidina, inona ny nitranga? ilaozanao miteny ratsy sy manaratsy ny sasany fotsiny eto, fa raha nidina fotsiny izy dia tsy maintsy nisy korontana betsaka kokoa noho ny nisy omaly, dia hifanilika ndray hoe « nareo foza io », dia mamaly ndray ny foza hoe « nareo no nitsena teo dia aveo manakorontana »…nefa dia isika mianakavy ihany io!!!

  56. Ho an’i Soatoavo,
    Njaka Rabemiarana hoe, no anaran’ilay Zanak’i Dada namoy ny ainy ! Eto dia maneho ny fiaraha miory amin’ny fianakaviany ny tenako !
    Jereo ao amin’ny Vatofototra ny sary rehetra ! Nisy solotena nandeha namangy tany amin’ny HJRA ! Toa tonga tao ilay mahafinaritra ny sasany, sa diso ny tenako ?
    Tsara raha mba misy manao fitia tsy mba hetra ho an’ny vady aman-janak’i Ratompokolahy !

  57. KintanaMananDrambo dit :
    22 janvier 2012 à 18 h 41 min

    Ho an’i Soatoavo,
    Njaka Rabemiarana hoe, no anaran’ilay Zanak’i Dada namoy ny ainy ! Eto dia maneho ny fiaraha miory amin’ny fianakaviany ny tenako !
    Jereo ao amin’ny Vatofototra ny sary rehetra ! Nisy solotena nandeha namangy tany amin’ny HJRA ! Toa tonga tao ilay mahafinaritra ny sasany, sa diso ny tenako ?
    Tsara raha mba misy manao fitia tsy mba hetra ho an’ny vady aman-janak’i Ratompokolahy !



    La mort de cet homme :KintanaMananDrambo dit :
    22 janvier 2012 à 18 h 41 min

    Ho an’i Soatoavo,
    Njaka Rabemiarana hoe, no anaran’ilay Zanak’i Dada namoy ny ainy ! Eto dia maneho ny fiaraha miory amin’ny fianakaviany ny tenako !
    Jereo ao amin’ny Vatofototra ny sary rehetra ! Nisy solotena nandeha namangy tany amin’ny HJRA ! Toa tonga tao ilay mahafinaritra ny sasany, sa diso ny tenako ?
    Tsara raha mba misy manao fitia tsy mba hetra ho an’ny vady aman-janak’i Ratompokolahy !


    Azafady ampiako kely !


    l’Emmoreg assistés par le GIGN français ont pris en chasse la foule à coups de lacrymogène et par des tirs à balles réelles. Résultat:
    au moins un mort et 7 arrestations


    Aiza no hanaovantsika ny fitia tsy mba hetra ?

  58. TGV = RAVALO, aza miady intsony isika fa mitovy dol zay tonga eo fa isika no ampiadiany eo, ireo no tena foza avec Zafy & Deba, ireo politisiana Malagasy tsy misy ankanavaka, pourris daholo, eny fa ny Dadanareo aza. Mba avereno vakiana itony e:
    MONDE Le 9 octobre 2006 à 23h37

    Pierrot Rajaonarivelo, interdit de retour à Madagascar

    Les autorités malgaches ont employé les grands moyens pour empêcher le retour au pays, samedi, du chef de l’opposition, Pierrot Rajaonarivelo. Quelques heures avant son atterrissage prévu à Toamasina (ex-Tamatave), elles annonçaient la fermeture de l’aéroport pour trois mois. Parallèlement, la police a dispersé, à coups de gaz lacrymogène, le millier de manifestants venus accueillir l’opposant à l’aéroport. Rajaonarivelo a l’intention de se porter candidat à l’élection présidentielle du 3 décembre contre le chef de l’Etat Ravalomanana : il a jusqu’au 14 octobre pour déposer son dossier de candidature auprès de la Haute Cour constitutionnelle dans la capitale, Antananarivo. Condamné par contumace à quinze ans de travaux forcés pour «immixtion dans le maniement des deniers publics», il risque d’être arrêté à son arrivée sur le sol malgache.

  59. Ne vous en faites pas les amis, le phat et les hatifs ont creusé leur propre tombe!!!

    Eux, ils n’ont eu que ce qu’ils méritent!

    Alors que nous, on était des milliers à Ivato!!

    En plus!! Le monde entier a tout vu et tout su, au détriment de ces nuls et sans qualités de fozatay!

    Qu’est ce que je me marre hi! hi hi!

  60. Mahaleotena sa Mankaleotena ?
    Ne pas mélanger les serviettes et torchons, pour ne pas dire serpillères et torchons !!!

    Diska lany andro, ary hita fa tropin’i DJ no manoratra !

    Njara,
    Mbola jerena ny fomba entina hanaovana an’ilay izy ! Eo ihany koa ny fomba hanampiana ny namana mpitolona rehetra, NIARAN’NY SOTASOTA !

    Mino aho, fa ho hitan’ny tompon’andraikitra izao resaka izao !

  61. Sao misy mihevitra fa miteniteny foana aho nilaza hoe :
    – « l’Emmoreg assistés par le GIGN français ont pris en chasse la foule à coups de lacrymogène et par des tirs à balles réelles. Résultat:
    au moins un mort et 7 arrestations  »

    fa ity ny source nangalako azy :

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,711410


    Manantena fa hisy valiny tokoa ny fangatahana apetraka amin’ny « Tompon’andraikitra » 🙂

  62. Itony mahaleotena itony ilay mitady hamantam-bonona fa inona moa????
    ndana milelaka ny frantsay dia mahazo seza fa aza aty no mitonantonana
    mitady hibata ny amboara irery Dia mody hoe : mahaleotena aho hoe e!!!tsy ry Ramaroson ve
    itony mitady ho tompon’i Dago itony e????nokakerin’ny ambohokely tiany matsy t@ namonony
    an-dratopokovavy dia matahotra ny ho takian’i dada ny TOMABILINY etsy an-daniny koa dia manao
    resaka matavy mba hitazonana ilay fahefana nangalarina niaraka t@ domelina????????????

  63. Denise a! Mbola santionany ireny, fa mbola ho ny anjaranareo.Fanatrao tsara fa misy fiafarany ny zava-drehetra, mais les zanak’i dada auront le dernier mot dans cette histoire. Ny valin’izay aminareo aza no tena mampanahy ahy mafy, fa tsy izay fahatongavan’i Ravalomanana mbola hitranga ihany.

    Tsy azonao an-tsaina akory fa na tsy tonga Ravalomanana, ny mpomba azy ange tsy hary nomena « 13 Mai », kanefa dia « RALLIEMENT STYLE 13 MAI » vita ho azy ireny.

    Misimisia toy ireny, fa raha miverimberina ny zavatra toy ireny hoy aho, hipoaka tsy ho zakan’ny foza ny valiny.

  64. O ry Mamy a! Izao mitranga izao anie dia valin’ny fanjakazakan-dRavalo fony izy nitondra ihany e! Noho izany dia efa

  65. O ry Mamy a! izao mitranga izao anie dia valin’ny fanjakazakan-dRavalo fony izy nitondra e! Noho izany dia efa io no dernier mot! Nilaza azy tsy ho tratry ny aloka ny lehilahy Ravalo kinanjo sendra ny mahay azy izy ankehitriny. Moa va tsy ny toy ireny no nataony an’ingahy Pierrot Rajaonarivelo fahiny? Nampijaly loatra ny malagasy i Valo. Nanevateva izy rehefa niteny. Nogadrainy tsy nisy hatakandro izay mba nanohitra, nogadrainy izay mitady hanangana entreprise ka mety ho lasa concurrent ‘ny Tiko. Nobodoiny ny tanin’olona, toy ireny tany Alaotra sy tany Antsiraba. Nampifangaroiny ny antokom-pinoana misy azy sy ny fanjakana, ka lasa religion d’Etat ny FJKM. Noroahiny ny missonnaire katolika, toa an-dry Père Urfer, nakatony ny Karajia fandaharana tao amin’ny Radio Don Bosco. Noheveriny fa dia ho voavidin’ny volany ny malagasy an! Soa fa teo i Andry Rajoelina, mbola tanora nefa tena mahavita azy! Iza tokoa moa no nanampo hoe ho tafahongana teo i Valo? Kanefa vitan’i Andry izany. Nanao vava i Valo tamin’izany hoe: »Jereo tsara aloha ny herinao alohany hifanandrina amiko ». Guy Rivo koa moa dia nanao vava toy izany: « Raha ny sandry l’ty ho izy samy manana a »! Ka tsapan’i Valo sy Guy Rivo tsara izao ny herin’ilay boay kely. Boay kely fa mahavita azy ary miaiky azy izao tontolo izao ankehitriny.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *