Feno telo taona ny talata 17 janoary 2012 ny nitokanan’ingahy Rajoelina ny kianjan’ny demokrasia etsy Ambohijatovo. Ny Ankolafy Zafy Albert dia hanatitra fehezam-boninkazo eny an-toerana, ho fahatsiarovana izany.
Araka ny nambaran-dRamatoa Ravolomanana Lalatiana, mpitondra tenin’ity Ankolafy ity, dia ny Pr Zafy Albert mihitsy no hitarika izany, amin’ny maha rain’ny demokrasia azy. Efa vonona ihany koa ireo fehezam-boninkazo haterina eny. « Tsy havelantsika ho raraka an-tany ny ran’ny Malagasy hatramin’izay. Tsy maintsy ampanjakaina eto, hoy izy, ny demokrasia fa fototry ny fampandrosoana ary tsy maintsy misokatra ho an’ny Malagasy rehetra ihany koa io kianja io. Fanontaniana no narosony, hoe : inona marina no hanaovana io kianjan’ny demokrasia io ? Ny zava-misy ankehitriny, hoy ny fanazavana, dia ny didy jadona ataon-dRajoelina ».
Mikasika ny fahazoan-dàlana dia nambarany Ravolomanana Lalatiana fa mifanilika andraikitra ny mpitondra. Ny préfet de police, hoy izy, dia tsy nanome alàlana anay, saingy ny Praiminisitra Beriziky kosa dia nanome alàlana ny Pr Zafy Albert.
Araka ny fanazavana ihany dia nomena fanasana hanatrika ny fanateram-boninkazo eny Ambohinjatovo io ny pds-n’Antananarivo Renivohitra, miaraka amin’ny filan-kevitry kaominina, ny fiadidiana ny Tetezamita, ny tompon’andraikitry ny filaminana ary ny vahoaka malagasy tsy an-kanavaka. Hentitra ny Ankolafy Zafy Albert raha nilaza fa tsy mety intsony ny hanakatonana io kianjan’ny demokrasia io, satria tsy maintsy averina hahazo laka eto izany demokrasia izany.
Mikasika ny mety hisian’ny fifandonana eo amin’ny mpitandro ny filaminana amin’io fotoana io, dia nambarany Ravololomanana Lalalatiana fa fanateram-boninkazo ao anatin’ny filaminana no atao. Ny mpitandro ny filaminana, hoy izy, dia tokony hiaro ny vahoaka sy ny fananany.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
- Ankolafy Zafy : tafapetraka ny fangatahana an’Ambohijatovo
- Ankolafy Zafy Albert : » Olon’ ny fampihavanam-pirenena, tsy nangalatra bois de rose no mendrika ho praiminisitra «
- Ankolafy Zafy Albert : tsy mivaky ny ankolafy telo
- Manadio tena ny ankolafy Zafy Albert.
- Hampiharo ny tondrozotra hoy ny firehana Zafy Albert

Dia ho hita eo hoe iza marina no lehiben’io governemanta tsy hay be ihany io ???
Mangataka anareo fotsiny aza fady, mba ataovy betsaka rey olona ny sary mba ho hitam-poko sy ho hitam-pirenena ê !!
MISY MARINA VE IZANY DEMÔKRASIA AO AMIN-TSIKA? INDRINDRA ENY AMIN’NY KIANJAN’NY DEMÔKRASIA IZANY ???? Raha sendra ka tsy misy, asaivo asehony IZANY FITIAVANA IZANY, ENY AMIN’NY KIANJAN’NY FITIAVANA !!!
Ry mpanongana mivady izay nidehadehaka teny Ambohijatovo, no asaivo manome porofo eo ambony podium !
nddrrrry rain’ny demokrasia hoe? aoka leretsy e!!! aoka e! hitako no zefa daholo ny gasy…
efa tsy misy atao intsony ry Lalatiana
ny consigne dia aoka ataony, fa ny MAgro tsy misy mandeha any
Olona tsy tia an’i Ravalomanana , ary tsy mila ny fiverenany hoy izy » tsy adinony mandra-pahafatiny , hono, ny nataony i Ravalomana azy » zay no lelalelany eny aminy villa Elisabeth
Sady mampime be fa hoe tsy misy olona avy aminy mouvance Zafy ao @ governemanta anefa ny Prime an’azy, feno TAbera, Manoro, Rakotovahiny sns ao. Dia hoe efa nodakany daholo ireo hihi dia hoe mbola miresaka ambadika daholo
Vendrana mano ny vahoaka an !
le-zafy olona efa tsy hita intsony taloa lasa malaza tampoka eo dia miseho milmay io lalatiana io olona mpangalatra tamin’izany mpandroaka fako dia alatra no betsaka nesorin’i dada dia io izy io mitabataba eo, io zafindoza io olona mpanavakavaka izany ve no demokraty menatra be aho ry reto â
Mpanao kiandrano-andrano ireo rey olona a !
Aiza kosa e! sao dia mba masiaka loatra ianareo e!!izay tsy nanonta no aoka hitora-bato!
avelao izy aloha handeha ho hita ny fandehany vao mitsara azy isika e!!hifonana tompoko o!!
I dada aza anie mametraka fahatokisana @ Dadabe Zafy e!!aza dia manao an’izany oah!!Lalatiana dia henoko tsara
ny kabary nataony tany Antsirabe (t@’izany) hoe: » izaho koa dia avy nanao sesitany ka fantatro tsara ny fijaliana mahazo
ny sesi-tany dia izay no hitakiako ny fiverenan’ingahy Ravalomanana » na izaho aza dia taitra sady faly naheno io teniny io
t@’izany,ary aoka tsy ho hadino fa izy no mahasahy milaza an-kitsirano ny zavatra tsy mety hataon’i domelina saiky isaky
ny mahazo mikrô izy dia tsy misaomasaoma milaza fa « vorona azon’adala,tantely afa-drakotra,misora-tena toa voatango
sns efa saiky haiko tsianjery daholo ny filazany an’i domelina, koa aoka re tompoko o!olona iray no fahavalontsika fa
aza mamboly fahavalo hafa aloha ,izay hataony ambadika any dia azy ny azy fa ny fahafahana izao no tadiavina aloha.
OK Ranavalona fa kosa efa Chat échaudé ny aty ka mi-craindre eau froide. Jereo ange le Ratsy Iraka e ! Inona no vava tsy nataony an’i Domelina ? Nololoiny t@ Mpompy be teny Ivato no adala-tsy-hendry dia izao silence Radio, tsy fantatra na aiza na aiza no misy azy miaraka @ solomasobeny koa tsy maintsy malina ny vahoaka fa mandady ny Trambo.
Voky izy dia natory o!!fomba fiady ireny rehefa sendra ny foza moaka,
efa matavy be Deba,tsy hiatanao izy efa nikokokoko iny tonga teo iny???
iny indray aloha dia tsy hasiako resaka fa tanana zatra mitsotra ireny.
Surement qu’il regrette amèrement d’avoir mis de l’huile dans le feu !!! Vatomandry est redevenu une bourgade, un bled perdu sans station-service ! Plus de touristes à l’horizon !!!
Le pays tout entier est devenu un vrai merdier, au sens propre qu’au figuré !!!
C’est écrit re ry Kintana a ! Niverina i Deba, niverina ny Krizy toy ny ta@ androny. Pire noho ny nataon’i DJ aza.
Eny e farafaharatsiny izy mba miezaka manarina ny lesoka, sa ahoana???
hono oah ry Kintana fa inona marina no nahatonga io fivarotan-dasantsy
any Vatomandry io hikatona???mampalahelo ilay izy aloha an!
N zavatra tsapakodia gejaina mafy ny Gasy tsy afakahikofoka fa manahirana be an’ireto mpanjanaka.
Gejaina daholo izay azo gejaina io dia miatomboka eto @’ity 13 may,akory ny hatezerako nahita ity lalana
tapaka,dia ireto mitangorona ny zefa mijery ilay rano, dia maka sary,nefa ilay izy dia hita fa tahotra ny fihetseham-bahoaka
fotsiny fa mahana @ratsy hataony ity domelina fa manantena ny hijanona eo mandrakizay angaha ilay kely saina Domelina be.
Io dia hangatahanay fa tsy maintsy miala teo rehefa tonga i Dada,ny fantatra koa dia misy SAMPY nalevin’i domelina ao ka
tsy maintsy fongorana ao,manantena mantsy izy fa hanjaka mandrapahafatiny ao ilay ALAKAOSY mitondra POASY ny firenena io.
« Le dépôt de gerbe se fait tous les 29 mars. Qu’il soit de l’opposition ou simple citoyen, je les invite à faire ce genre de chose tous les 29 mars. Chaque chose « a » ( « en » no fiteny )son temps. Il n’y a eu aucun carnage à Ambohijatovo, donc pourquoi y déposer une ? » dixit le domelina dans orange.mg.
Izany no tena atao hoe resak’olona tena domelina !!
Tsy azo atao intsony izany ny fanaterana voninkazo sy famangiana fasana ier sy 2 novembre !!
Iza no nametraka fehim-boninkazo teny Ambohitsirohitra REHEFA AVY NENTINA NOVONOINA SY NATAO SORONA TENY NY MPIRAY TANINDRAZAN’AMINY ?
TENA BANDY MIDEGÀ MIHITSY IO TARY IO, IZAO VAO TENA HITA TSARA FA TENA TSY AMPY KELY NY AO ANATIN’NY ATIDOHANY !!
AOKA HO FANTATR’IO TENA DOMELINA IO FA NY FEHEZAM-BONINKAZO TSY MISY AN’IZANY DATY TSY MAINTSY ARAHINA IZANY, NY FOTOANA FAMETRAHAN’AZY !!! PAUV’ DEBILE VA !!!
IL FAUT QU’IL ARRÊTE DE PRENDRE LA POPULATION MALGACHE POUR LES DERNIERS DES IMBECILES !!!
Resaka tobin-dasantsy ve ?
Ny fantatro aloha dia eo amin’ny 15 na 16 eo no nihidy ê !
Antony ?
- Voafetra ny vidiny rehefa mivarotra azy ry zareo mpivarotra.
- Ny mpivarotra (tobin-dasantsy) tsy manana tombom-barotra firy intsony fa ny kaompania be, maka an’izay tombony tiany alaina !
- Eo koa ny risika samihafa (halatra, fanendahana na famonoana mihintsy aza).
- Farany, betsaka ny olona no sahirana dia manao trosa ary avy eo tsy mahaloa ny trosany ; eo ireo mpanao seky tsy misy prôviziô sy seky karbiran sandoka !!!
Andriakakiko anao o!!io mihintsy vao nifamaliako tany ary tsy ny tobin-dasantsy
ihany fa na ny toerana fitsaboana rehetra any ambanivolo any mihidy daholo,
fa mbola manana havaly ihany ny sasany ny momba izany anie e!!dia aleo oah ny tena no miala @’ilay ffamaliana,
Izao ravatra lazaintsika izao dia tsy misy fantatry ny olona any Dago any fa dia LAINGA TSARA LAHATRA no heno
any,ary nsy namako aza mpijery MaTV fa dia gaga izy nahita tonga tao Dago fa hay lainga daholo ireto voalaza ao,
io manako io mantsy nilaza tamiko fa » mba vao2 tsara daholo no lazain’i MTV » hay tonga tany Dago vao gaga fa
LAINGA daholo,dia izay izy vao niaky ahy,fa sarotra be ny manazava raha tsy mahita maso ilay olona.
Nahafinaritra ny nahita omaly ireo mpitandro ny filaminana nanao fanazaran-tena hisamborana ireo miditra tsy mahazo alalana ato an-tanindrazana, na ireo tonga tsy nantsoina nasesiky ny razana, mitolo-batana satria nahavita heloka be vava. Tena tsara ilay fanazaran-tena, ka ny irariana dia ny hoe mba ho tonga tokoa anie i Valo, ka ampiaharina aminy mivantana ilay fanazaran-tena. Ny tena fanirian’ny vahoaka aza dia hoe tokony alefa mivantana amin’ny fahitalavitra izany fisamborana an’i Valo izany. Ho faly ny rehetra satria ho voasambotra ilay mpanakorontana gaigy lahy.
ranavalona,
Misy olona matin’ny « braquage » ; efa nomena ny vola tao anaty sakôsy dia mbola notifirin’ireo jiolahy teo amin’ny lohany ! Pompiste tanora manana zanaka dimy !
Kamboty ray mbola kely ireo zanany navelany !
Izany no mahafaly an’ity Dénise mpamosavy ity ! Misy marina ny démocratie fa ato amin’ny MyDago ihany, fa raha ny any an-tanindrazana dia hita intsony izay ho lazaina !
Tianao va ny hiarak’amin’na ; à toutes les sauces et trois ans déjà !!!!
« Le 17 janvier 2009 sur la « Place de la démocratie ( plutôt démoncratie) », une histoire est née. On ne sait pas comment elle finira, mais on sait comment elle a commencé ».
Tel est le commentaire de celui ou celle qui avait publié ce document d’archives !
LE DOMELINA RECLAME SA DEMOCRATIE, SA DEMONCRATIE !!!!
ET QUE VIENT-IL DE FAIRE AUJOURD’HUI 17 JANVIER 2012 A AMBOHIJATOVO, AVEC L’AIDE DE SON GENERAL D’OPERETTE ET GARDIEN DE PARC A SES HEURES PERDUES ??
QU’A-T-IL FAIT AU PEUPLE MALGACHE DEPUIS BIENTÔT TROIS ANS ???
IL S’INQUIETE DE L’AVENIR DE SON PARTON APRES LA PERTE DE TRIPLE A.
TOUT LE MONDE SAIT QUE SARKO EST CAPABLE DE TOUT… ! UN ? SUR L’AUTRE AGENCE QUI A PUBLIE LE CONTRAIRE HIER…..
MEFIONS NOUS !
Tout le monde s’accorde à dire que c’est S&P qui a raison ! Les deux autres qui sont « à peine connues », essayent de rassurer maladroitement les milieux financiers ; le triple A est bel et bien perdu !
Une chose est sure, le Sarko va en profiter pour aider au maximum tous ses copains du CAC 40, genre B&B, et matraquer à mort la population française !
La crise aussi a bon dos !
Des propositions telles que des 37 H payées 35 sont déjà lancées ; les hausses de TVA, des prix de carburant, suppression des « niches fiscales des pauvres) etc…
520 MILLIARDS DE HAUSSE DE LA DETTE EN 5 ANS, IL FAUT LE FAIRE ! IL FERA TOUT POUR RECUPERER AUSSI TOUT LE FRIC DONNE AUX PUTSCHISTES !!
MAM avait annoncé la couleur en parlant de décennies de crise et de récession. Il leur faut à tous prix, trouver ailleurs l’argent et LES PRODUITS qui vont leur permettre de rembourser les 1 780 milliards de dettes.
Des consignes telles que « je t’offre une tournée et tu m’en devras deux », seront appliquées à la lettre !
Les socialistes auront du pain sur la planche, pour rattraper tous ses égarements !
Kintana a! tsy mahagaga ireny olona ireny fa ny VODONY NO MIBAIKO NY LOHANY a!
ny helakela-peany mihintsy aza no toa mibaiko ny lohany,ny famelarany an’io no mampisokatra
ny sainy koa aza hatao mahagaga.Rehefa diso mivelatra ny ambany dia mikombona ny ambony.
Hatao ahoana fa izany no izy,ka tsy mahagaga izay faly @’izao fahavoazana mahazo ny Gasy izao.
valala manatody ireny ka ny tainy no mihazona ny lohany.
Il balaye tout sur son passage, avec l’argent des contribuables ! Ex : L’affaire DSK !!!
ranavalona,
Pas comme les paires de ciseaux alors !! Hi hi hi !
Iny indray no tsy hitako!!
Rehefa manety ianao dia terena ny aty ambany hisokafan’ny ambony,
fa rehefa misokatra ny aty ambany dia mikombona ny ambony.ka ohatra izay ilay foza
sy ny lohany,ny fomba fisainany.
mampiseho izao fa nandevin-tena niaraka tamin’ny couronne ry Zafy sy ry lalatiana ary ireo nanaraka azy teny Ambohijatovo!!!!!
AH ! LA QUEUE ENTRE LES JAMBES ?
Diso kely ianao ranabavy tamin’iny, sa dia efa ela no tsy nandray ety ??? Tandremo ihany an !!! MDR !!!!
Rehefa manety, dia terena ny ambony mba hikombona ny ambany !!! Hi hi hi !!
Mbola tsy nanozona olona izany ny tenako, fa itony be sinion itony raha maty any izao dien’izao, dia mety mba bien ihany na mihintsy akory aza !! Mpams fahavalom-bahoaka !
Dépôt de gerbe ? Quesaco ?
Cela resseble à s’y méprendre à l’inauguation des chrysanthèmes : ce la sent les pompes funèbres : couronne de gerbeà déposer devant la plaque « commémorative ou indicative » de la défunte démocratie ?
La mouvance Zafy cherche toutes les petites combines pour manhifester son existence , car ces derniers temps , apès la nommination tirée par les cheveux du premier ministre , cette mouvance a perdu les pédales et s’est distinguée par des propositions dites « de démocratie à géométrie variable » propser Beriziky comme premier ministre et refuser à la suite de participer dans son gouvernement ne Beriziky devenu premier ministre – parler ou crer à tous vents démocratie en signant la feuille de route et refuser par la suite de participer dans les istitutions prescrites par la dite feuille de route signée par Zafy…que oxymore , quelle incohérence…
Zafy e prof donneur de leçon de convivialité est l’incarnation de l’exclusion : se mettre en dehors de ce que tout le monde a adopté , signé..
Comme la mouvance Ratsiraka , la mouvance Zafy a rejoint les positions de rajoelina et des français : BOYCOTTER LA FEUILLE DE ROUTE !
APRES AVOIR MONTRE AVEC LEGERETE A AMBOHITATOVO SON PETIT NUMERO SUR LA DEMOCRATIE QU’IL N’A JAMAIS COMPRISE , zafy a oublie que l’evenement important d’il i a trois ans a été le coup d’état qui a étécommis par tous ses amis de l’opposition contre ravalomanana marc / CE COUP D’ETAT A ETE LE SIGNE CARACTERISTIQUE DU NON RESPECT DE LA DEMOCRATIE : EN EFFET LES MALGACHES ONT ELU LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC CONTRE DES CANDIDATS NOMMES ZAFY ALBERT ( 4% DES VOIX EXPRIMEES )…MAIS CES PUTCHISTES , POUR OBTENIR L’ALTERNANCE , ONT COMMIS CE COUP D’ETAT..: LA FONCTION A ETE LIBRE ET ILS ONT MIS RAJOELINA A LA PLACE DU PRESIDENT POUR CAMOUBFLER LEUR FORFAIT§ !
PARLER DE ZAFY PERE DE LA DEMOCRATIE C’EST COMME DESIGNER LE PORC COMME LE ROI DES ANIMAUX !
LAISSEZ LA DEMOCRATIE TRANQUILLE ! OUI IL Y A DES INDIVIDUS QUI NE MERITENT PAS D’EN PARLER…!
EN CE MOMENT LES MALGACHES ATTENDENT AVEC IMPATINCE CELUI QUI A ETE VICTIME DE LA DEHOCRATIE PRONEE PAR ZAFY ET SES AMIS ET MISE EN APPLICATION LE 17 MARS 2009 :
OUI LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC HAI , VILIPENDE , DENIGRE PAR CES DEMOCRATES DE ZAFY VA ANNONCER AU PAYS QU’IL REVIENT AU PAYS .IL A DEJOUE TOUS LES PIEGES , A REFUSE TOUTES LES FAUSSES NEGOCIATIONS ET A DENONCE TOUTES LES INGERENCES §
VOILA LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC RENTRANT AVEC LA RECONNAISSANCE DE L’ETAT DE MADAGASCAR PAR LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE ? AVEC LES AIDES FINANCIERES ET TECHNIQUES POUR LE DEVELPPEMENT DU PAYS ET L’EDIFICATION DES MALGACHES UI ONT A COEUR DE FAIRE REVIVRE N FAIRE RESPECTER LA DEMOCRATIE QUE DES PUTCHISTES AIDES PAR TOUTE L’OPPOSITION AU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ONT PIETINEE !
MONSIEUR LE PROFESSEUR ZAFY ? QUEL QUE SOIT VOTRE TALENT DE CHIRURGIEN , VOUS N’AVEZ ET VOUS N’AURIEZ PAS REUSSI LA TRANSFORMATION D’UN LOUP EN AGNEAU !
ET POUR LES MALGACHES BIEN NES .
» NY FANAHY NO MAHA OLOMBELONA ! »

DE PROFUNDIS !